text stringlengths 10 11k |
|---|
Inona ny tanjonao ao aorian’ny fiofanana? Quelle est votre objectif après la formation ? |
Ny fomba nanatontosana ny asa. |
Maneho izany koa ny tononkalon’i nalisoa ravalitera tontolo feno |
Tahirin-kevitra lahatsoratra nalaina tamin’ny boky lovako t9 rabenoery crescent, ranaivoarisoa grégoire thaumaturge , tak 163 |
Aminy, ny tanindrazana dia ny firenena. Ny firenena izay manana ny taniny, ny teniny, ary ireo mponina ao aminy. Ireo no lazainy fa, andry telon’ny fiandrianam- pirenena 90. Manamafy izany voalazany izany ny tononkalo nampitondrainy ny lohateny hoe telo izay iray masina ny taniko masina ny teniko, masina ny razako, ind... |
Araka ny fanazavana nomen-drakotoarivelo celestin, tompon’andraikitra ao amin’ny fikambanana t. P. A no sady mpanjono, monina ao ankiakabe. |
Karazany sampana mavo sampana maitso sampana mena akanjo akanjo tohitena, miloko volombatolalaka. Ny ambony ny ambony lobaka fotsy -lobaka fotsy, fohy tanana, col |
Tsapa amin io fampitahana io fa misy ny fiovana hita taratra eo amin ny fanatanterahana ny orimbato. Eo amin ny fanomezana atolotra ilay tovovavy, ohatra, dia vola no nasolo ireo fanomezana maro azo atao. Ny anton izany dia vokatry ny fahasarotam-piainana, tsy afa-manoatra izy. Faharoa manaraka izany, nanaovana fety na... |
Izany no ambaran’ireto andalan-tononkalo ireto fa ny nofo very aina no aroso tsy asaina 153. |
Hery miteny irery misy maharatsy ilay kely dia efa miteraka tokoa, satria inoana fa mbola tsy matotra na ny lahy na ny vavy fa entanin’ny fo maimaika fotsiny. Ary ireo zanany avy eo no mijaly. Vao efa-taona aho no nipetraka tamin’ny renikely. Noho ireo antony nolazaiko teo aloha ireo, satria nisaraka ireo nahitako ny m... |
Fa tsy azo hadinoina koa ireo namana sy tapaka ary ny fianakaviana manontolo i neny sy ireo mpiray tampo, izay nanampy ara-kevitra sy ara-pitaovana. Singanina manokana eto ny vady aman-janako izay naira-niaina ny tebiteby sy ny fanahiana isan-karazany ary niteny sy nampirisika nandritra izay fotoana lava |
Vondrona ambara tak. 47 227 vondrona ambara tak. 23 |
Hoy i alphonse ravoajanahary marefo ihany moa ity ain’olombelona ity 101 ankoatra izany dia voaloko ankolaka ny maha-mpanabe sy mpandinika ny zavaboaary ny mpanoratra, ka anasongadinany ny zaza. Tamin’ity vanim- potoana ity tokoa no fanombohan’ny fanabeazana an-tsekoly voalohany. I piaget manokana, raha ny filazan’i vi... |
Rahajarizafy, ny kabary, lib. Ambozontany, fianarantsoa, 1969, tak.11 |
Botsaiky, kômba, 13 jona 2007 kômba combat , ton 57, tak 63, boky i 140 botsaiky, mba maka aina, 06 janoary 2007, ton 36, tak 42, boky i |
Fafana 49 maneho ireo dingana samihafa tokony harahina |
Niroso ho eny amin ny firaisana faha-iv teo andrefan ambohijanahary mba hisoratra sy haka sary. 81. Izany hoe, manome fahalalana mikasika ilay toerana resahany koa ny mpanoratra, ankoatra ny fampivelarany ny tantara amin’izany ambodivona toerana fiantsonan’ny fiara fitaterana maro. Mpitatitra olona na entana mankany am... |
Na dia manana ny lanjany betsaka aza ny mpanoratra, tsy feno ny maha literatiora ny literatiora raha tsy eo ny mpamaky. Ambaran’i sartre fa tsy tanteraka ny asa famoronana raha tsy efa raisin’ny olona.35 manana ny anjara toerany ny mpamaky araka izany. Mazava fa ny mpamaky no mpandray ny asa soratra, izany hoe izy no s... |
Nohalalinina tato amin’ity fizarana lehibe fahatelo ity ny fanabeazana aroson- dratrema william ao amin’ny boky hafatry ny mpanabe nojerena voalohany tamin’izany ny fanabeazana arosony amin’ny maha olon’ny fiaraha- monina azy. Samy nomeny fanabeazana sahaza azy, na ny isam-batan’olona, na ny fiaraha-monina, na ny firen... |
Ny fanebahana an’ingahy randrianantoanina |
Raha fehezina izany dia mifototra amin’ny lafiny toe-karena, ny lafiny maha olona misogandina amin’izany ny miralenta, ny lafiny tontolo iainana, ny miralenta ny fandrosoana fampandrosoana ho an’ny tanjon’ny fampandrosoana amin’ny taona arivo fahatelo, izay ezahin’ny fitondram-panjakana hotratrarina. |
Ho tia anao ho tia anao ry ilay niriana no antsoantsoko mangina ny tsy hisaraka no dina ka tsy mba misy izay ahiana. |
Ratsimba georges mpitarika tily |
Araka ny rakibolana frantsay fientanan’ny vatana na ny fo mitarika olona iray hifandray amin’ny iray hafa, fifikirana mafy amin’olona iray na andriamanitra, fankafizana fatratra zavatra |
Nopotsipotsiriny tamin’izany ny lafin-javatra tsy nety rehetra teto amin’ny firenena. Eo aloha ny fanehoana fa ratsy, ary fitaka avokoa no fonosin’ireo toky omen’ny mpanjanaka. Dia mifaninana ny ngeza hanampy antsika, hono, ho matotra! Sioka fampandriana adrisa! Fandrika mifono fatotra |
Va tak 41 363 va tak 88 |
Ii-1-3- ny fotoam-panjonoana saika mandavan-taona ny fotoam-panjonoana any amin’ny faritr’i maroantsetra anisan’izany ny ao ankiakabe izay ivon-toerana niompanan’izao asa fikarohana izao. Tsy mba misy ny fotoana hitsaharan’ny asa fanjonoana. Anaovana izany avokoa ny andro sy ny volana rehetra mandritra ny taona. Na iza... |
Bika misongadingadina c satrin’ny maso handadina c amin’izato fijoroany d toy ny vahy miantsampy hazo e izato nofy tsy hahazo e na dia izay ambiroany d |
Ny fisedrana aseho amin’ny fanambatambazana ohatra mahatsara ny tarehinao ireo voahangy voatohy manendrika ny vozonao ireo rado nefa rojo volamena misy voavola no hataony ho anao tdt 1 10,11 misongadina avy hatrany fa ny parallélisme no hita eto, izay fifamalian- drafi-pehezanteny mitombo vahana, mifanohi-kevitra. Ny h... |
Somparan’ny ora-mijojo maharitra ’lay volantsika ka tsy mamela ny fo ho finaritra te hibaliaka ! Saronan’ny rahona |
Araka ny efa voalaza dia niriariavan’ny mpanoratra hatramin’ny fahazazany ny tontolo ambanivohitra, niainany koa anefa ny tanan-dehibe misy fiantefany betsaka teo amin’ny tantara nosoratany izany, satria onenana ambanivohitra dia lalovana andrenivohitra na mifanohitra amin’io. Matetika aza dia akambany ireo riba roa ir... |
Ry andro sy taona mihelina etoana, meteza hiandry, meteza hangina! Andraso aho andraso fa mifamotoana amin ny asa tsy vita sy ireo olon-tiana! V. A tak 22 tsapa tokoa araka izany ny fahamarinan ny fandalovan ny fotoana eto an-tany. Misy fahatsiarovana maro raketin ireny andro sy taona ireny, ka izay no mahatonga |
Régis debray, cours de ia médiologie génerale paris, gallimard bibliothèque des idées , 1991, rééd. Gallimard folio , 2001 |
Ny diakona mpanao adilahy sy mpanakivy ny mpitandrina tsy hanao ny asany. Hoy ny diakona tamin’ny mpitandrina raha saika hamangy an- draivo izy tsia, tokoa marina. Tsy azo atao velively izany, tompoko. Ny andro alina ny orana mikija, ianao vao avy vonton’io ranonorana io, sady efa reraky ny raharaha androany rahateo, k... |
Ry fitiavako, ry fitiavako mangina, fafao ny ranomaso mikoriana ny eto an-tany miovaova tsy manaitra, 20 na dia tojo ny kapoaka iray mafaitra. |
Sehatra fiseharana vohitra vihirina zihitra zihirina vahotra vahorana ohatra oharina d ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo miranoka ao amin’ny tsinjara toeran’ny x1 amin’ny ankapobeny, eo amin’ireo fototeny mitsaikona ahitana renifeo mitafitafy h ao amin’ny toeran’ny x1, fanova r no mifanolo amin’ny faran-teny t? ... |
Tsy eo amin’ny kaominina ihany mantsy ity fahantrana ity fa eo amin’ny firenena ihany koa. Ary ireny olana ireny dia ahatarafana ny fahasahiranana mianjady amin’ilay firenena izay ambaran’i g. Rabearimanana hoe ny olana ara-toe-karena sy sy ara- tsôsialy malagasy dia taratry ny olana lalim-paka mianjady ny firenena. 30 |
Dia, kolontsaintsika malagasy amin ny ankapobeny mihitsy no tsy miraharaha ny fahadiovan ny manodidina antsika, tsy mikarakara ny fananana iombonana, sns. Porofon izany na any amin ny faritra aza, ny fanaovana maloto eny amoron- dranomasina, ny fanimbana ireo takamon ny jirama, sns. Azo lazaina izany fa tsy nitondra fa... |
Mirindra tsara amin’ny seha-pitenena ve ny fanehoan-kevitra ? |
Ka dia mitsangàna, ry fatra- pitady, henjano ny sandry, vonòna hiady! 35 o! Aza sodoka, tandremo ny sisa, |
Maro ny soatoavina malagasy no very nandritra ny fanjanahan-tany; noho izany rehefa tapitra ny fanjanahan-tany dia niezaka ny malagasy namerina tsikelikely ny fomba amam- panaony, hita taratra tamin’izany ny famerenana indray ny fomba amam-panao malagasy tany amin’ny sehatry ny dina. Raha atao jery todika ny dina tamin... |
Izany fiovana lehibe izany. Koa na dia ambara mivantana aza ity voambolana ity dia tsy maintsy amin’ny fomba maresaka no ampiasan’ny mpiteny azy. |
Ratsiraka didier, 1975 , op cit l’ industrie et l ’ agriculture sont i solées l ’ une de l ’ autre, l ’ industrie ne consomme qu’ une faible partie de production agricole ; d’ autre part, l ’ agriculture n’ utilise qu’ une portion infime des produits industriels |
Taorian’ny nijerena ny endrika isehoan’ny fiovam-peo, nojerena manaraka ny fiantraikan’izany fiovam-peo izany eo amin’ny hasim-peo araka anjara asa izay fototra niorenan’ny fandinihana. Azo lazaina fa tratra ny tanjona tamin’ity asa fikaroahana ity satria |
Famintinana |
Hay ! Hoy i ketaka nihamatotra hatrany. Mbola tsy namboraka fitia tamin-dry koa izy ? |
Zava-misy no taterina eto, kanefa izany dia arahin’ny mpanao tatitra tsikera ka anomezany ny heviny manokana. Mahafinaritra ny mpanoratra an-gazety ny manao io karazan-dahatsoratra io satria, ho an’izay tsara sitrapo dia ahafahany maneho ny fomba fijeriny manokana. Araka izany dia misy tokoa ny mpanoratra an-gazety tsy... |
Alin’ny kamboty |
Ny fitiavana mantsy no hery lehibe iray mampijoro ny maha olona eo amin’ny fiainana. Mampiharihary izany ny tenin’i siméon rajaona fa isan’ny mibaiko, mitantana ny fiainan’ny olombelona ny fitiavana, ary fototra ijoroan’ny maha olona 69. Ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina fitiavana sy ny ... |
Ny fikambanan’ny ankizy sy ny tanora miisa telo izy ireo dia ny fet fivondronana eokaristikan’ny tanora sy ny scout service croire obéir union travail ary ny vocationniste. |
Sunny 14 novambra 2005 |
Misy endri-tsoratra telo ampiasaina ao amin’ny boky, araka ny efa voalaza tany aloha. Samy manana ny anjara asany izy ireo. Toy izao izany ny endri-tsoratra rômana no ampiasaina amin’ny ankapobeny, izany hoe, amin’ny lesona sy ny lohateny rehetra ; ny fanontaniana sy ny karapanondron’ny lahatsoratra kosa no ampiasana n... |
Ny toe-tsaina mankato no ahafahany mahafehy ny ho hevina ka entanina hatrany sy amporisihana izy ireo. F inona avy ireo antokom-pinoana manabe ny ankizy? V izahay ao amin’ny f. F. P. M ihany. F inona ny olana amin’ny fanabeazana ireo zaza ireo? V tsy fahampiana ara-bola, io no tena fototra. F manao ahoana ny lafiny sak... |
Efa fahazarana mihitsy any amin’ny fiainam-pianakaviana ilay tsy miteny satria any an-tokantrano sy any amin’ny vondrona misy azy dia olona iray ihany no tompon’ny fanapahan-kevitra42 i ogbu indray dia mbola nanavaka ho sokajy roa ny vondrona vitsy an’isa tranga tany etazonia misy hoy izy ny maha vitsy an’isa an-tsitra... |
Inty ririnim-bao no tonga hotinafy firakotray’zay zaza ’zay mbola hiady hatrany ! Tsy hoefako’zay vita nataonao sy tontosa, fa tena tonga fatra ka tsy ho voatanisa niarahanay nahita ny herim-po miavosa sy kirinao’zay tratra tsy mba voavisavisa! |
Sistiserkozy. |
Narration fitantarana négocier mifampiraharaha |
Siravazan’ny atsy atsinanana atsy sy tantely mandrin’ny avy any atsinanana any, koa andramo, rasena, fa sady fy no mangananganana ! Esy e, rinao ! Hoy ny setriny narahina hehy, ny vava soa tokoa toa sakafo. Nefa, hoy ny zanak’antananarivo hoe henoy ange ndrematoa e izahay mbola zaza ; ary hoy koa ny avy any alasora nit... |
Ka rehefa miakatrakatra mitombotombo taona indreny f’efa santatra mpangalatra igagana. |
Fihantsiana lisy r. 26 ny ampitso manontany lydiary 27 fifanampiana madera 28 mainka koa inoako nalisoa ravalitera 29 tontolo feno anao nalisoa ravalitera 30 sedra nalisoa ravalitera 31 r. L. Nalisoa ravalitera 32 faniriana nalisoa ravalitera 33 androany nalisoa ravalitera 34 fetinao androany nalisoa ravalitera 35 noho... |
Mampiavaka ny tanàna antananambo sy ny mponina ao aminy ireo fomba amam-panao maro samihafa aminy. Isan’izany ny malo, fomba famahana olana amin’ny mponina ao antananambo sy ny soatoavina raketiny ireo fomba amam-panao ireo dia mifamatotra amin’ny toerana misy azy sy ny seha- pihariana ao aminy ary ny fiainan’ny mponin... |
Teôrian’ny antrôpôlôjian’ny sekoly |
Ip. Andriamangatiana, vp, op cit, tak 41 184 -ibid, tak 43 |
Ts imanato ragly ts imanato |
Ny fitondram-panjakana miantoka ny fizotran’ny ny fampianarana ao amin’ny firenena iray ny fitondram-panjakana. Manana adidy lehibe amin’izany ny ministeran’ny fampianarana sy ireo mpiara-miasa aminy. Fitaovana mpanatanteraka fotsiny ny mpampianatra. Koa raha toa misy ny tsy fahombiazana, dia tsy maintsy voatondro ho i... |
Ny maha mainty ny fiainana raha feno fifaliana isika, ny mitantara ny loza efa lasa no andaniantsika andro. Raha ao anatin’ny fahoriana kosa isika, dia mora amintsika ny manadino na dia ny fifaliana omaly hariva aza. Hany ka toa feno sento ny andro! Ny maha mainty ny fiainana raha tonga ny fahoriana, tsy mandray ny les... |
Ary anisan’ny paika manamora ny fahazoan’ny mpianatra ny voambolana manokana sy mahazatra azy ihany koa ny fampiarahana amin’ny voambolana tiana hiraikitra an-dohany ny teny iray fototra, mahazatra, fampiasa andavanandro mifandray amin’io voambolana io. Nomarihinay tamin’izany fa mora kokoa ho an’ny mpianatra ny mahazo... |
Antsahamanltra 40 |
Tanambao o. B.103 antsena tanoran’ i marolambo arô |
The center of rehabilitation avoko faravohitra constitutes a group of adherence for the young minor convicts. The recipients of these center present two features very determined the penal cases and the social cases. The center has a very important task during the period of reinstatement it looks after the stability of ... |
Adiady? Hoy ianao, mba manao tokoa isika tondro teny, hasomparana, ny tsanganana sy bika sedra avokoa ireny nefa zavatra niserana fa nanjaka tamintsika ’lay fanahim-pahendren |
Médiateur interface mpanelanelana sy manampy amin’ny fiovana |
Ny renseignem ent ilazana ny loharanom-baovao, izay tsara ho fantatra momba ilay fasana horobaina. |
Sary 5 rabenja solomon sy ny fianakaviany |
Ny fomba fiasan’ireo namolavola ny boky |
Miseho lany aty amin’ny don-tany sy kapo-tandroka ny fifandemen-tsaina dia fiezahana hanao izay tsy ahitan’ny iresahana havaly, tsy afa-miasa saina intsony fa giana tanteraka. Ilana fahaizana tanteraka ny manao izany ndrao tsy mahomby. Ny teny atao dia ilaina hisy fiantraikany any amin’ny iresahana. Lafin-kevitra telo ... |
Nametra ny fahafahan’ny tantsaha mandray anjara tamin’ny tetikasa ny fahantrana teo amin’ny fandraisana anjara ara-bola. Fikambanana maro no miara-miasa amin’ny psdr ao ami’ny kaominina ambohijanahary. Voalaza fa manakana ny tantsaha tsy handroso ny tsy fahampiana ara-bola enti-mandoa ireo latsakemboka ary anjara birik... |
Misy sarimihetsika fahita andavanandro mahazatra anao mpijery misy sarimihetsika horonan-tsary hafa mifono misitery |
Ny fiainan’ny fiarahamonina antemoro-anteony ny fanandratana mpanjaka amin’izao fotoana izao izay azo lazaina fa misy fiovana no hampahafantarina eto. Manampy izany koa ny hampahalalana ny malagasy sy ny vahiny maniry hahalala ny fombafomba sy ny dingana harahina mandritra izany fanandratana mpanjaka izany. |
Tina neny rakalo a! Andao isika sy ianao hiaraka any amin’ny ray aman- drenin’i tovo. Rakalo andao àry e! Tsy maninona. |
Famaritana, ny toetrany, ny loharanony |
Ip. Andriamangatiana, op, op cit, tak 30 156 -ip. Andriamangatiana, op, op cit, tak 23 |
Raha tiana ny hitazona ny fahalianan’ny mpianatra, noho izany, dia ilaina ny fitadiavana paikady mahomby. Mila ezaka avy amin’ny mpampianatra sy ny mpianatra anefa izany. Ny fiaraha-miasan’izy ireo no hiteraka fahombiazana amin’ny fampianarana. Ahoana kosa àry ny dingana farany tokony ho hita ao amin’ny kilasy famarana... |
Mananona ka! , sy ny ka hoe izao ka ! Mitory ny fikorontanan-tsainy eo am- piandrasana ny dinika nifanaovan-drasela tamin-drainy izany. Tokony ho voahaja eo anivon’ny fisehoana, eo anivon’ny fizarana ary eo anivon’ny tantara manontolo ny lalànan’ny fahafenoana. Izany hoe, tokony ho feno ny fahalalana takin’ny fizarana ... |
Va lokon’ny maraina , tak 27 |
Tadidio izay nekenao isan’andro tanisao na dia reraka aza izao mbola hahazo hery vao |
Fizarana iii |
Nandalo dingana maro ny fomba nanatontosana ny asa. Azo aravona ho toy izao izany niainga tamin’ny famaritana ny lohahevitra hanompanana ny asa fikarohana, niaraka tamin’ny toerana azo anatanterahana izany. |
Misongadina eto fa raisin’ny mpamorona ho toy ny namana mihitsy ny rahona sy ny zavona ary ny tsiriry, ka amborahany ny vetsovetsom-pony, dia ny fanesorana ny fahoriana mianjady aminy. Heveriny ho mahavaha ny olana mahazo azy izy ireo, ka iangaviany fatratra hitodi-doha aminy sy hanaiky ny fangatahany. |
Rado ka sao aza dia variana amin’izany eo itý ialahy, ka antitra vao hitaiza. |
Dubois, jean sy ireo namany |
Ny toetra amam-pihetsika |
Fanjanahantany hiringiriny hamerina indray ny teny malagasy ho teny enti- mampianatra ny taranja nianarana tany amin’ny sekoly ambaratonga voalohany, araka ny didy arrêté navoakany tamin’ny 17 janoary 1929 , v. A, tak.137 ankehitriny, mahavelom-bolo izany, na dia toa mbola mahazo vahana eo amin’ny sehatra samihafa aza ... |
Ambaratonga |
Ma11orc, tra ahv s, rtni mi ah-a-te lm11oratr1-1 d, ! F , ’! Jf. Ioi11a11a |
Ny fisaorana toy ny fary lava vany, ka tsy lany hamamiana. Maro ireo mbola tsy voatonona teto, kanefa nanampy anay na an-kolaka na mivantana. Sitraka sy telina ireny tompoko. Andriamanitra hitsinjo anareo. |
Les mundudumor de la rivière forment un peuple où triomphe la compétition en tout domaine. Ils pratiquent un système qu’ils appelent une corde. Une corde comprend un homme, ses filles, les fils de ses filles, les filles des fils de ses filles. Ou une femme, ses fils, les filles de ses fils, les filles des fils de ses f... |
Niveau de progression haabom-pirosoana |
Manasongadina ny tsara tokony halain-tahaka iray aina tokoa ny mpiray tanindrazana. Ary zava-dehibe ho an’ny malagasy izany, noho ny ra iraisana, fehezin’ny fihavanana. Tsara ny fiombonana sy firaisan-kina, ary asongadin’ny mamatonalina ny toetoetran’ny tena fihavanana. Anisan ’ny tena nanintona tamin’ny fanehoan’ny mp... |
Maria mpanjaka vavinay i e e izay hajaina ety an-tany izay ialofanay, ’zay ialofanay derao re andriamanitra |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.