text
stringlengths
10
11k
Ny sonian’ny ray aman-dreny sy ny mpiahy ato amin’ny carnet de correspondance ihany no ekena amin’ny fierana rehetra tsy ekena ny fanapahana tsy misy antony mazava na marim-pototra. Ny fierana an-tel efaonina dia tsy maintsy arahina taratasy ara-dalàna avy amin’ny ray aman-dreny, na mpiahy ny fanapahana mandritry ny di...
Fiombonam-pon’ny mpivady miandrandra ny fiavian’ny menaky ny ainy eto an-tany
Ny sabotsy manontolo efa mila hiongo-bolo indraindray aza ny alahady tsy afaka mibalady.
Richterich r. Et scherer n communication orale et apprentissage des langues. Hachette. 1983.132 p.
Dikan-teny malalaka araka ny nambaran’i claparede e 1967 le mot actif est un mot vague. Pour beaucoup, actif veut dire qui bouge, qui remue, qui exécute un travail, qui écrit, qui déssine, qui fait quelque chose au lieu d’écouter seulement p. 153
Serageldin isma l culture et développement en afrique, acte de conférence internationale, par les gouvernements norvégiens et suédois, la fondation rockefeller, la banque mondiale et l’unesco , washington, avril 1992, tak.24. Struan reid la route de la soie et des épices, edition unesco
Iii- les responsables ny mpiandraikitra 1. Les relations avec les familles fifandraisana amin’ny fianakaviana les parents ny ray aman-dreny les enfants nyankizy 2. Le système managérial ny fomba fitondrana azy 3. Motivation des familles fahazotoan’ny fianakaviana 4. Les raisons du non respect des règles en vigueur anto...
Misy fomba hafa koa entin’ny mpanoratra maneho ny endri-piarahamonina tamin’ity vanim-potoana ity, teo amin’ny sehatry ny literatiora. Tsy inona izany fa ny fanoratana piesy teatraly , izay hirosoana sy hovelabelarina manaraka.
Goldenstein j. P pour lire le roman. Ed de boeck. J. Duculot.
Tsirinala 20.11.03
Ny angolan-kevitra tian’ny mpanoratra aroso eto dia tsy ny hamafin’ny fahoriana sy ny fijaliana fotsiny vokatry ny tora-bato avy any an-danitra , toy ny fahafatesan-dray aman-dreny, fa manampy trotraka ihany koa ny haratsiam- panahin-draolombelona mpanenji-dresy.
Anisan’ny fahalalana arosonay mba ho fandraisana anjara amin’ny fanabeazana ny zaza arenina ny fampianarana azy ireo ny tenin-drazana. Ampianarina ny taranja malagasy mba hahafahana mijery sy mampiasa ny teny araka, ny tokony ho izy. Nanokanana fotoana izany ary nentina nisedra izany ny fiaingana avy amin’ny asa isan-t...
Ka n’inona finiavan’ny fo mifankatia ho fo maratraratra raha mbola tsy hay fihinina ny ventin-dranomaso, indray narotsakao!
Hatezan’ny boky amin’ny ankapobeny, ny fahaizana mikolokolo sy ny fahaizana mitandrina ny boky no mampateza azy na tsia. Izany hoe, miankina amin’ny mpampiasa azy io, satria toy ny zavatra rehetra dia mila fikajiana ihany koa ny boky.
Ny hevitra fonosin’ny tamberi-boan-teny ny voan-teny ampiasain’ny poeta andrafetana ny tononkalo dia nofantenany araka izay hevitra tiany hampitainy, araka ny tontolom-piainana tiany hasongadina. Ny fanehoana izany indrindra no hodinihina eto amin’ny tononkalon’i ran e ka tsongaina manokana ny tamberim-boan-teny ny tam...
La spécificité de cette alimentation
De c ur et des idéalisations éthérées du romantisme. La poésie elle-même était en marge du vrai ; l’ère du roman d’imagination était close. A siècle scientifique, littérature scientifique, sous peine de ne considérer le monde littéraire que comme un district d’illuminés ou de retardataires. Les naturalistes marchent do...
Hofantarina ato amin’ity fizarana ity ireo toe-javatra samihafa mahatonga ny tsy fahazoan’ny mpianatra ny fampianarana, araka izay hita tao amin’ny kilasy voalohany nolalovana teny anivon’ny lycée technique et professionnel ampefiloha antananarivo. Araka ny lalantsaina mifototra amin’ny fijerena ny fiasan’ny saina, ny ...
Loharanon-kevitra kaominina anjozorobe, pcd 2004
Feom-baliha no heno eto. Nony kelikely miditra i faralahy faralahy hay ve i dadatoa ity mahay zava-maneno toy izao ! Miteniteny foana mihitsy izy izany ! Rajery inona no mahay eo r’ise fa mba manala andro a ! Faralahy manao ahoana aloha i dadatoa e ? Rajery salama tsara tsy maninona. Inona ny vaovao ? Faralahy tsy dia ...
Fanazavana ny teny sarotra
Raha hiverenana kely ny momba ny fandaharam-pianarana taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika dia toy izao manaraka izao ny momba izany. Tsy dia mifanalavitra firy amin’ny an’ny fampianarana ankapobeny izany, ho an’ny kilasy famaranana. Ny zana-taranja riba sy ny literatiora no tena mibahan-toerana. Ny haiteny kos...
Il sera question dans cette partie de définir les objectifs de ce cycle, de donner les aspects opérationnels et comptables du cycle.
Cf v. A. Tak 15, andl 8-12 31 cf va. Tak 17, andl 5-6 32 cf va tak 24, andl 12-15
Ny fototeny mandray tsofoka maro sy ny karazana tsofoka
Amin’ny maha riba fitana fiampitana ny serana dia azo aompana amin’ireto ny ny fomba fitondrana ny vontoatin’ny lesona eo amin’ny endrika isehoany dia azo atao ny mijery ny voambolana. Mahalaza izany. Raha efa izany dia azo asongadina ireto
Freinet, céléstin, 1973, les téchniques freinet de l’école moderne, librairie armand colin-bourrelier -guisen, antoinette, 1930, pour l’individualisation de l’enseignement, le plan dalton , edition lebègue -louis, legrand, 1984, la différenciation pédagogique, paris
Vokatra andrasana fahahalalan’ny olona ireo vakoka fahalinan’ny olona amin’ireo vakoka
Ora maraina ny famorana
Ny lalana mandeha mankany sy ny endriky ny tanàna amin’ny ankapobeny
Ao amin’ny ma dia eo afovoan’ny tantara no misy ny faty olona dia ny fahafatesan- dranandria sy chrisostome ra-jean. Ahitana sokajin’olona maro ireo olona maty. Ny lehilahy no betsaka noho ny vehivavy. Raha araka ny sokajin-taona indray, dia ny tanora no maro an’isa indrindra 20 ka hatramin’ny 30 taona eo ho eo. Manara...
Tak. 11, and. 3 178 v. 9, and. 2 179 v. 19, and. 2 180 v. 51, and. 1
Isan’andro aho dia mandray olona te-hifampidinika amiko mba hanamaivamaivana ny fanahiny na ho fanasitranana ny fanahiny lehilahy, vehivavy, antitra, tanora, zaza, ireo malaza sy heverina ho manam-pahaizana eto amin’ny firenena, ireo tsy mahay na inona na inona, ireo sambatra eto an-tany, tahaka ireo fadiranovana. Izy ...
Fehiny azo lazaina fa anisan’ny faritra eo an-dalam-pivoarana tokoa ity faritra ity raha dinihina amin’ny lafiny kolontsaina sy ny fanabeazana. Amin’ny maha ivon- toeram-panabeazana ny sekoly, dia heverina fa handringa ihany izao asa fikarohana izao, raha tsy misy ny firotsahana an-tsehatra. Ilaina ny mijery ifotony ny...
Partie iii stratégie pour améliorer le processus de changement de comportement
Anisan’ny tombana fampiasan’ny mpampianatra matetika tokoa ny fanombanana am-bava ny mpianatra mandritra ny fampianarana, ka amin’ny alalan’ny fifampiresahana mivantana amin’ny izy ireo no anehoana izany amin’ity sokajina tombana ity no ahatsapana ny maha zava-dehibe ny fahatsaran’ny fifandraisana ao an-dakilasy. Raha ...
Chapitre ii presentation de l’asa plan de masse localisation géographique
Talata volonondry 57 paul nirina olivier v 20 12 08 14 ; 10 14-10 50 talata volonondry 58 pierrette l 30 25 08 14 ; 08 15-09 50 falimanjaka 59 rabearivelo josoa l 44 25 08 14 ; 10 00-11 12 falimanjaka 60 rajaonarison tahiriniaina
Ny fototeny mingadona manana fara vanin-teny mafy
Fady tamiko ny hanao asa tsy mifanaraka ami’ny fianarana vitako, sitrany ahay, ho lasa ambony kokoa tak 23
Mahatsiaro tena ho kamboty tokoa rehefa tsy eo anilan’ny tiana. Izay atao rehetra toa tsy misy mizotra amin’ny tokony ho izy, fa ny fahoriana no
Cette parole ne peut pas s’entendre du sacrement de la pénitence, tel qu’il est administré par le prêtre, c’est-à-dire de la confession et de la satisfaction.
Poisson , michel ’ audit de collectivité territoriale paris, éd puf 1989 ,127p
Les activités physiques et socioculturelles
Loharanon-kevitra tahirin-kevitra tao amin’ny cecam mihary ambohijoky taona 2005
Ny sarin-teny hafa sisa ny sarin-teny hafa sisa dia ireo sarin-teny nampiasain’ny mpanoratra mba hanomezany endrika kanto ny asa sorany, saingy tsy ahitana tamberin-javatra na fanovan- javatra. Fomba filazan-javatra amin’ny endriny hafa indray no asongadina amin’izany. Betsaka izy ireo, fa ny gradation , ny interrogati...
Fandravonana
Ralène io fa taitra , aleo antsoiko ny dokotera! Lasa fara solo a! Lolona mbola lasa nijery fanafody any izy fa ho avy eo ka! Fara lolona! ! Mbola maharary ahy foana ange ny kiboko e! Lolona ao fa tsy maninona intsony io raha vao mahazo fanafody in-dry e! Fara fa mbola tsy teraka foana angaha izaho ry zoky? Lolona fara...
Eto dia misongadina ny fanoharana na ny comparaison ny haratsian’ny lalana andehanana dia ampitahain’ny mpanoratra amin’ny eritreritry ny mpandray anjara; ny hoe toy ny kosa no teny entin’ny mpanoratra mampitaha izany. Ny toe-javatra iainan’ny mpandray anjara ihany koa eto dia maneho fisedrana. Ny lalana malama no aneh...
Vavaka iny ka fantaro
Ataon’ny mpanoratra ho toy ny zavatra mampihoron-koditra mihitsy ny voka- dratsy ateraky ny fanaovan’ny ray tsirambina ny fanabeazana ny zanaka satria nampitoviany amin’ny loza. Ny loza matetika dia fahasimbana no entiny, mety ho fahafatesana mihitsy aza. Tsy nohadinoiny ny nampahatsiahy ny fahabangana lehibe misy eo a...
Tsotsotra, malemilemy, mandrotsirotsy, mitsotsotra, maozamaozatra, mikitoantoana, fanindrontsindrona tak 7 na dia tsotsotra ihany aza ato amin-dry dadatoa, misy dia misy tokoa ny fahasamihafana amin ny tanan-dehibe sy ambanivohitra izany fandriako e malemilemy mandrotsirotsy tsy hetsehina. Tsy mila antsoina akory rator...
Tolorana fisaorana feno ianao, ramatoa ramanambelina henriette, izay nanaiky nitarika ity asa fanohanana ity. Zava-dehibe aminay ny fandavan-tena nasehonao. Andriamanitra anie hamaly fitia anao.
Ireo zava-manana aina ireo tsy ankanavaka, dia ambaran ny mpanoratra fa samy ankafiziny avokoa. Maneho izany ilay tononkalony hoe tiako avokoa 38.
Nous disons au contraire que lui ou n’importe quel pape possède des grâces plus hautes, savoir l’évangile, les vertus, le don des guérisons, etc. D’après 1 cor. 12 .
Samy manana ny hevitra entiny ny andro sy ny vintan’andro tsirairay vintana mifanaraka sy mifan-dratra mifandratra, na mifaniho, na mifanipaka ny vintana raha mifanitsy eo amin’ny zoro na eo amin’ny lafiny. Mifanaraka kosa ny vintana rehefa tsy mifanipaka. 3.2.2.
Voan-teny tokana ala no miverina am-paran’andalana sy an-dohan’andalana mifanesy eto. Maneho indrindra ny fipololotry ny alahelon’i ran e an’ity sakaizany izay miaina any amin’ny tontolo tsy ahafahany manasongadina ny maha izy azy.
Boky i, tak 13 203 boky i, tak 16
Haimah hanjono aho ko! Be trondro ange eo amin’io rano any amin’ny halehantsika io e! Rojo tsara be iny short-ndr? Iny, taiza iny no novidiana?
Session2003 epra1111 de durh coeffiej nt
Sao mamantan-trano foana ’lay nantsoina tsy niraika! Sao latsain’ny tany moana! Ka higoka ny mafaitra eto anilako izy lahy no asaovy tonga maika mba haniri-maso ahy raha ny ora no hipaika in ny mpandinika 21 desambra 1927
Et voasambotra daholo ireo jiolahy sisa tavela tao amin’ny tobin’andasitsota, toerana fanondranana olona an-tsokosoko, ary nentina namonjy ny renivohitra.
Alohan’ny hidirana amin’ny tena fanadihadiana anefa, dia holazaina fohifohy ny anton’ny safidy amin’izao asa izao, ny zava-kendrena, ny fomba nanatanterahana ny asa, ny olana nosetraina sy ny vahaolana, ny haitsikera nampiasaina, ny fetran’ny asa ary ny dingana arahina mandritra ny famelabelarana.
Boky i tak 126 124 boky i tak 127
Sady mbola mba nijery tanàna leisy no nanararaotra nijery sipa a! Izaho izany efa tena ramaria be! Ireto misy mofo nentiko e! Dia io vakio aloha ny gazety mandra- pahamasaky ny kaly fa vetivety no anaovako an’ity! Vakio tsara dia valio! Nataon’ialahy aiza ilay loha’olona faha-6? Ilay loha faha-enina a? Lohan’olona faha...
Ry foko fa moa tsy fantatrao ry foko, ’ty hazo tanambokovoko? Mitory ny eto tsy hateza ka any atao mba mahereza
Sangisangy fotsiny ihany no nataoko taminao ny haka anao ho tokantrano eny angamba fa ts’izao.
Ireto kosa indray ireo miresaka lohahevitra hafa ankoatra ny fanambadiana isika izao no vary zato naharon’ny sompitra, embok’akondro mody misy ankolafiny, olon-kandrandrana ianareo ka tsy hanafenana loha sola miaka-midina ohatra ny anaran-drabelely ny hendry mody voky ny fo tezitra mpanome vohony ady amin-kavana tokoa,...
Andriamanantena g , ny teny malagasy fanentanana ny fon’ny vahoaka amin’ny fampandrosoana,
Ny tamberin-drenifeo
Buyu mbuyu reniala m-karafuu mkarafuu jirofo m limau mlimau voasary makirana hazo m tende mtende atsendry, antrendry m-ale mwale rofia
Efa hita tao amin’ny famerenana ireo
Jo andrianasolo
Ny fanadihadiana lahatsoratra malalaka
Tolorana ny fisaorana sy fankasitrahana koa a andriamatoa raharijaona alphonse noho ny nanekeny hitarika izao fanohanana izao. Sitraka enti-matory izany, tompoko, ka hovaliana raha mahatsiaro b andriamatoa randriamahazo jean-claude noho ny tsy fandavany hitsara ny asa, ankoatra ireo fikarakarana samihafa nataony amin’n...
Justin rajoro, prince marco , rajaonah tselatra, 1934.
Aorian’ny fanatanterahana ny fanatitra dia manomboka amin’izay ny mirango an- dolo
Talen’ny transit ramanandrainibe antananarivo nanomboka niditra teo amin’ny raharaha politika andriamalala nanomboka teo ary nifindra taty antananarivo. 1958-1959 lehiben’ny kabonetra tao amin’ny assemblé représentative 1959-1960 lehiben’ny kabonetran’ny assemblé nationale provisoire lasa mpikambana tao amin’ny antoko ...
Loharano kaominina na tsy maro an’isa ireo mpamboly any amin’ny faritra iny dia ahitana ireo karazam-boly rehetra ihany any. Ireny vokatra azo ireny moa no atao sakafo na avadika ho vola mba hanampian’ny tantsaha izay filàny ao an- tokantranony.
Type 3 ménages aisés
No ma da ga si ka ra vi ta sa ry an -ta ra ta sy !271 17
Ambaniatsimo ka mangataka an-dramatoakely ra ho ravaky ny tokan- trano, hananana an’i fara sy dimby, ho vadin-dra zanakay. Tsy nihafahafa izahay, satria na dia tompon-tsafidy aza izy ireo, dia tsy namoa-tsampona fa vonona hiroso amim- pomba mendrika, manatanteraka ny adidy tokony hatao, nahatafavory antsika mianakavy i...
Lao laolao laovina laovindaovina 314 lapatra lapadapatra
Toy izany ihany koa ny sekoly. Misy ny fomba fiasa tokony hovana, mba hanatsarana ny fampianarana.
Ny zava-nisy tany ivelany lafin-javatra telo no entina mampahatsiahy ny zava-nisy eran-tany ny lafiny pôlitika, ny lafiny toe-karena, ary ny lafiny fiarahamonina. Hidirana avy hatrany ny lafiny pôlitika. 2.1.1.1. Ny lafiny pôlitika nirona tamin’ny fanalalahana libéralisme ny firenena maro tamin’ity vanim- potoana ity. ...
Fa amin’izao ety dia mitaraindraina ny ventso mikaraikon’ny ala anaty may hira mampientana ny foko mba nasaina hampita ny tomany natao hiarahanay.349
Ka na ho hita aza izy, hoy i mahaly nihomehy ra, maty ihany no anarany, fa nitsoaka an- daharana nisafoaka mafy any idama! Samy nanatevina ny voalazany ireo niaraka taminy, ka ranoandravina tery izy mivady. Nankaiza tokoa ny zanany? Niandry indray mahamasa-bary hanohanana aina vetivety ireo vatan-dehilahy tafody, dia r...
Ny ambany zipo volombatolalaka didy enina tsotra tsy tery loatra serré na malalaka be cloche fermeture eo amin ny havia paosy misitrika eo amin ny ankavanana misy porte ceinture manaraka ny didiny ny halavany ambany lohalika fehikibo 3cm raha lehibe indrindra, hoditra mainty na marron kiraro petaka tsy marevaka fehiten...
Karthala, paris, 146 pages
Foto-dresaka ny fanahy foto-kevitra fomba na fitaovana entina misaina tsangan- kevitra tsy ilaina fa fandaniana andro ny fisian’izany fananam- panahy izany ankehitriny rh1 tsy misy dikany ny fananam-panahy zk1 misakana ny fikatsahana ny fiadanana ny fananam- panahy, tsy afaka manao izay tiany ny olona tokony hisy tohan...
Fanolorana ny drafitra nozarainay telo lehibe miavaka tsara ny fanadihadiana izay atao eto, ka ny fivoaran’ny tantara tsangana araka ny vanim-potoana no jerena voalohany, avy eo dia aroso koa ny fomba anatanterahana ny tantara tsangana manainga fototra aty amin’ny faritra atsimo andrefana, ary ny farany dia ny fanehoan...
Ity asa fikarohana ity izay mitondra ny lohateny hoe fampianarana taranja malagasy ao amin’ny taona faharoa eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana ltpa ambinda sahamadio fandriana dia naompana tamin’ny sehatry ny haifampianarana taranja malagasy. Natao ho fampivoarana ny taranja malagasy ao amin’ny ...
Fianakaviana mpamoaka eny ry izy mianakavy. Tsapanareo ny maha-rariny sy hitsiny ny tokim-pitiavana napetrakay. Koa faly sahirana toy ny akohokely notsipazam-potsimbary izahay, satria teny naroson’ny manam-panahy no renay teo; koa zovy indray no mbola hisalasala.
Araka ny efa voalaza tany aloha dia teraka, velona ao anaty fiarahamonina ny lahabolana. Miankina amin’ny fiarahamonina araka izany ny osika. Noho izany, tsy maintsy manaraka ny fivoaran’ny fiarahamonina izy. Tsy mitsaha-mivoatra ny fiainam- piarahamonina. Araka ny voalazan’i mac luhan, izay notaterin-drazafiarivony mi...
Pasitora ramino paul andriamanjato fara mars 2008
Nanoro an’i andry ny toerana misy ny toby kruger ihany koa i fredina nandritra ny fitsidihan’izy ireo ny tanànan’i johanesbourg.
Vh parisy dia toerana niaingan’ny fanadihadiana nataon’i andry. Nianatra tao parisy rakamisy, teratany malagasy, sakaizan’i pedro izay teratany aostraliana. Mpikambana mafana fo tao amin’ny frolitimo i pedro, fikambanana manana ny foibeny tao parisy. Matynisy namono tao paris i pedro sy rakamisy.
Faharoa hany ka mifangaro
Raha voasana araka ny fomba fandinik’i benoît de cornulier izany, ny teny adika na p dia andriambavilanitra. Ny andriambavilanitra dia maneho hatsarana tonga lafatra na p midika q kanefa tsy io hatsarana io no hevitra tian’ny mpiteny hambara amin’ny ankapobeny. Miankina amin’ny fihetseham-pon’ilay lehilahy ny hevitra f...
Ii-1-2-1- harato