text
stringlengths
10
11k
B1 fitaovana madinika no fidina ho anoharana
Nasehon’ny mpanoratra tao amin’ny asa sorany fa nitady hevitra izay hisarahana amin’ny vadiny i miaro, vokatry ny tsy fahadiovan’i felana niditra ny tokantranony izay tsy fantany raha tsy taty aoriana. Nanenina tokoa izy tamin’izany ; v. A. Tak 36 diso aho nitazam-potsiny fahiny. Tsy nahalala nioty dia nitahiry. ’zao ’...
Ny volony indray ringidringitry ny fanembonana an- drajao maloto tsy mahita rano taona maro.
Fafana 21 ny volana jona 2008
Ny toetr’andro saika mandritra ny taona, ahitana orana foana ny faritr’i manjakandriana10, saingy arakaraka ny vanim-potoana fotsiny no mampihena na mampitombo azy ny fahavaratra no tena mahabe ny orana, mandritra ny volana novembre, décembre, janvier, février, mars izany ny ririnina dia mihakely kokoa ny rotsaka orana...
Ny hitsin-kevitra zay aseho koa misy tanjona hotratrarina rehefa voa vao mitoreo nefa sarotra ny miarina !
Callet, op. Cit. Tak. 788, tome ii. 43mponin’i firavahana, terak’i tsaraviavy sy andriantany, 46 taona, mpamboly.
Diem, i petera 5.8, op. Cit, tak 658. Mahonona tena, ary miambena, fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha manodidina anareo tahaka ny liona mierona mitady izay harapany .
Tsy mba ny fanantenana ny paradisa any an-danitra no antony nanaovan’ ny razana ny tsara ; ary tsy mba ny tahotry ny afobe na ny fahatezeran’andriamanitra no nisakana ny razana malagasy tsy hanao ny ratsy , fa noho ny fahalalany sy ny finoany fa misy ny tody ; na ara-batana izany, na ara-pihetseham-po, na ara- tsaina. ...
Fa nahoana ?
Teny tsy ho simba
Tia zanaka koa izy ary mikendry izay hahasoa azy araka ny fiheverany, raha ny teniny eto tak. 26 hatao ahoana moa, anaka, fa teren ny fitiavan-janaka izahay ray aman-dreny ka tsy maintsy mamototra, mikarakara hatramin ny zava-madinika indrindra momba anareo, na dia tsy mahafinaritra anareo aza izany indraindray .
Ny fizarana voalohany sy farany amin’ny lahatsoratra dia tafiditra ao amin’ny fanomezana endrika miavaka ny lahatsoratra.
Dia mandalo rony vohitra lay manganohano soa reo tsiriry sy sorohitra ampigohiny avokoa rony voky mianahana trotratrotraka mahia ndreny mantsy fa tamana milomano sy mitia .
Io toerana io io toerana io no tsy haiko hadinoina fa na lavitra aza aho, na hafindra toeran-kafa. Tsy handalo fa hivily, ka hamonjy io toerana io fahatsiarovana tsy maty, ato anatiko avokoa; zay rehetra nihatra tao; na ny ratsy na ny soa, ka narindrako an-kalo. Io ilay nitoerako taloha. Mba nankaiza ankehitriny irony ...
Hans k ng, septembre 1986
Ny fomba nitondrana ny fampianarana sy ny fandaharam-pianarana malagasy tamin’ny repoblika fahatelo.
Vontoatiny sarin-teny ny ifantohany anehoana azy fampidiran-dresaka vontotin’ny fandravonana
L’ evaluation
Tsy mitovy ny karazam-pitenenana aty amin’ny literatiora registre littéraire sy ny teny manokana registre de langue .
Raha mba fantatrao,
Ary izaho koa, mba hiombona aminao. Sady mbola hanampy hanoratra indray fa raha tiana marina handry fahalemana izao tontolo izao, dia ity ihany no lalana mahitsy fitiavana! Fitiavana!
Razafindradoma minoarisoa lalatiana
Ireo andininy ireo monja dia efa mahatafavoaka izay tiana hambara sy manesika ny ao am-pony. Eto amin’ity, ohatra, ity izao dia hita fa ireo andininy roa ireo ihany no nentiny nanasongadina ny hasarobidin’ny fanaovana asa soa sy ny fifankatiavana. Isan’ny fitaovana iray hanentanany ny mpiara-belona aminy hifanasoa sy h...
Mk tmk amboasary-sud 12
Encyclopedie encarta 2009 siècles des lumières le temps est au centre de reflexion par le roman 88 georges j , op cit les romans sont toujours des machines à explorer le temps p 49 89 georges j op cit dans la mesure où un roman raconte une histoire, il s’inscrit dans le temps. On peut donc banalement un roman comme une...
Anankiroa ny tomponandraikitra avy any amin’ny urcecam ao amin’ny cecam mihary ambohijoky, dia ny conseiller na mpanolontsaina sy ny caissier na mpitam-bola izany. Marihina fa samy lehilahy ireo olona ireo ary manana taona eo amin’ny 28 eo ho eo. Ireo kômity kosa dia miisa sivy 9 ary vehivavy ny iray amin’izany. Ireo k...
May 1981 ratsimaholy francinet
Miharihary eto ny fiheverana ny olona hoseranina ho toy ny velona ka izany no antony itondrana azy amin’ireo toerana ireo .
Manko ny fisainany voatefy mba hihafy; ka ny ady sy fiainany 20 mangidy sy efa mafy tsy maintsy hozakainy, tsy maintsy holanjainy. Ny antony hoy ianao? Tsy hafa fa izao 25 satria ny tokan-tanjona ezahiny hotratrarina dia ny hisedra hatrany ’zay tena ady mazana; tsy hiato raha tsy to ny hitsy sy ny marina f’izay no aneh...
Littéraires. Com fonctions du langage. Php fonction conative le message est centré sur le destinataire. Il peut s’agir d’un message peut faire naître un certain comportement chez l’interlocuteur.
Ny andalan-tononkalo no mamaritra ny andinin’ny tononkalo, koa raha avy nanakatra ny hevitra fonosin’ny andalan-tononkalo isika teo dia mba hamantatra hoe ahoana indray ary ny hevitra fonosin’ny firafitry ny andinin-tononkalo ampiasain’ny poeta?
Araka ny nambaran’i bronckart sy ny namany 1985 174 29 hoe ny zone proximale de développement dia entina maneho ny zavatra tsy efan’ny mpianatra irery fa tontosany kosa rehefa misy olon-kafa manampy azy manafaingana ny fivoaran-tsain’ny mpianatra ny fisian’ny olona miantsoroka azy. B ny fifandonan’ny fahalalana efa ana...
Sarotra ho ahy ny mitsara azy raha tsy fantatra ny olona, ary ambarako tsy amim- pisalasalana nefa arakaraka ny hazo ny voany 5 miombon-kevitra amin’izany koa ny mpandinika malagasy toa an-dry elie raharolahy. Aminy mantsy, ny fandalinana ny tantaram-piainan’ny mpanoratra dia hanampy ny mpamaky amin’ny fanankarana ny h...
Botsaiky, zafy mpandimby, 14 maritsa 2008, ton 91, tak 97, boky i 193 ratsimivakilatety, rivodoza, 15 febroary 2006, ton 5, tak 11, boky i
Ampitahain’i eliza freda amin’ny zavona ny fiainan’ny olombelona. Ny zavona tokoa moa dia mirotsaka izaitsizy amin’ny maraina, manarona ny havoana sy
Voasoratra tamin ny 1966 ny boky ny zanako i sy ii. Zava-nisy talohan io taona io izany no voarakitra ao aminy. Andeha hofantarina ireo vanim- potona nanan-tantara tamin izany ny ankapoben ny zava-nitranga tamin ny taona 1945, ny 1947, ary ny taona 1948.
Tolona namono
Rasolofo mathieu, sombinaiko indrindra! Hamonto anao anie anaka ny menaky ny tany 205 tso-drano nomen-drenin’izy mianadahy ireo azy io teny io raha ho faty ny reniny. Ny fehezanteny farany amin’ireo tso-drano anankiroa ireo dia nalain’ny mpanoratra tao amin’ny genesisy 27 28
Injay migadona ny ora, henoy fa velona ny akora eny, miova ny tantara ! Fandemena hatramin’izay ny teny hoe izao no anjara
Isan’ny inoan’ny malagasy fa ny zanahary no fototra nipoiran’ny zavatra tsara rehetra, na koa ireo miseho amin’ny lafiny ratsy tanteraka. Heverina fa i zanahary no nanome ny aina amin’ny vatana, ary ny tany kosa no mpamelona ny zava-mananaina nohariny.
Eo amin ny fahoriana dia ahitana savika indraindray. Mety maro ny ho gaga ary hametra- panontaniana manao hoe angaha tsy amin ny fifaliana ihany no tokony hatao ny savika? Tsy azo disoana izany fiheverana izany. Nefa kosa azo atao tsara ny savika amin ny fahoriana. Antony mety hanaovana ny savika dia hafatra avy amin i...
Voalohany 1 000 60 18 000 17 100 250 ar 4 275 000 ar
Lydiary pseud razaiarimanana lydia, tontolo isainana teny fanolorana op cit tak 5
Fahaiza-mifehy miankina amin’ny fifehezan’ny mpampianatra ny habaka sy ny fotoana ny haabom- pifantohan’ny mpianatra ao am-pianarana.
Zavaboahary 04 taranja literera malagasy 03
Mahazo vahana eo amin’ny fiainam-piarahamonina ankehitriny ny serasera izay mitondra mankamin’ny fitomboan’ny fahalalan’ny isam-batan’olona mikasika ny toe-javatra maro samihafa mpitranga eo amin’ny fiainana. Mahazo vahana miaraka amin’izany ihany koa ny fahalalahana. Eo indrindra no ilana ny fijoroana amin’ny maha-izy...
Riffaterre , op cit, p 31 ce qui revient à dire que la langue exprime et que le style met en valeur
Paika ahazoan-toerana fotsiny ihany ; tsy mikendry afa-tsy ny fangoronan-karena hatrany. Hita izany tamin’ny fihetsiketseham-bahoaka natao tamin’ny volana martsa 2002 teo. Hoy i indria ben jacqueson maneho izany ao amin’ny tsy raiky dakoro. Hay ve ianareo ka tsy raiky dakôro ? ! Fa dia inona fotsiny, no nilokalokana, s...
Tao amin’ny fizarana voalohany no nanehoana ny fifandraisan’ny mpanoratra amin’ny asa sorany. Ny toko voalohany no nanoritsoritana ny tantaran’ny trano printy takariva niorina tamin’ny taona 1935 tao ankadifotsy ny trano printy, ary rapatsalahy paul sy parson emile no niara-nanorina azy. Boky aman-gazety maro ho fampir...
Naneho izany fahavononana ho faty izany ihany koa i samuel ratany ao amin’ny tononkalony manao hoe ry fahafatesana, faikan-kapoaka nataoko ho poizina hay fanafody mangina any any, toa tsy mba mivoaka ka farany anefa hanainga ahy hody. 235
Ny marina dia izao tontolo feno anao ! Zao tontoio izao ! J. Nalisoa ravalitera 22-11-91
Ry fahavaloko, etsy esoriko ny tsilo manindrona anao efa lasa lalina izany.
Loharano secretariat d’état chargé de l’enseignement technique et de la formation professionnelle, 2010. Programme de formation professionnelle initiale vontoatin’ny tanjona ankapobeny ho an’ny taranja malagasy ka misy telo izy ireo mahafolaka ireo tekinikam-panehoan-kevitra sy fanadihadian-kevitra mahay mandanjalanja ...
Vondrona ambara
Fisehoan’ny olana
Andeha àry hohazavaina ireto lohahevitra manaraka ireto ny mombamomba ny asa sorany, ireo mpanoratra nifaneraserany sy ireo anarana indrana nisalorany. Aorian’izany dia hatao ny fanasokajiana ireo tononkalony voaangona.
Ry andro sy fotoana avelao aloha hisaona ’zay maty faniriana ’zay maty fijaliana fa rehefa afa po hitia fa ho aiza moa ! Tsy handevina ny ngidy ! ?
Lakato, lavabato 1, 2, 33, 52, 71, 72, 76, 80, 93, 96 laro, hazo,15
Dikan-teny malalaka avy amin’ny nambaran’i j. M. Besse 1977 l’objectif est le but précis d’une action éducative d’un enseignement 37dikan-teny malalaka avy amin’ny nambaran’i ndia-bintu k 1983 les objectifs constituant un cadre de référence pour la sélection des méthodes, des activités et des matériels éducatifs, et po...
Ny mpandinika toa an’i daval dia nanamarika fa hetsika enti-manohitra ny kilasisisma ny rômantisma21. Manamafy izany koa ny tahirin-kevitra sasany22. Fatra- panaja ny lovan-tsaina nentim-paharazana mantsy ny fironantsaina kilasika23. Tsy inona izany fa ny lovan-tsaina latina sy grika24. Nisongadina izany teo amin’ny fa...
Cf v. A tak 53
Ny tombontsoa azony ao amin’ny fikambanana maro ireo tombontsoa azon’i soza ao amin’ny fikambanana vmt anisan’izany ny fahatsapany fa miitatra ny lazany, izany hoe, lasa fantatry ny maro ny asa sorany. Raha tsy nisy ny firotsahana anaty fikambanana, dia angamba tsy ho fantatry ny olona akory na ny anarany aza. Anisan’n...
Any an-danitra any ianao any an-danitra tsy takatro kanefa tena fantatro ny aminao rehetra sy ny hery tsy hita fetra manenika ny tany atosako tsy miato saingy tato ho ato tsy hitako izay teny hoentina milaza ny fahatsaranao ny tsapa dia izao na inona hadalako sy ny mety ho fahotako tsy manary ahy ianao ry tompo be fiti...
No tsy azo fidina sady tsy afaka mifidy amin’ny fivoriam-be raha tsy afaka 36 volana ao aorian’ny fahavitan’ny trosa. Ankoatra izany dia tsy afaka misambo-bola raha tsy afaka 12 volana ao aorian’ny fahavitan’ny trosa ny rehetra izay manana fahatarana mihoatra ny 90 andro na mpikambana tsotra izany na mpikambana olom- b...
Donne un aspect hors de l’ordinaire allant jusqu’à terroriser tout le monde. Il apparaît donc comme un être puissant avec lequel l’homme ne peut plus lutter. Il finit par engloutir entièrement le voreux. A cette inondation, zola annonce la disparition totale du voreux englouti par l’eau après avoir été tué par souvarin...
Ty no andro soa tsy manam-paharoa, andro fiadanana, andro fihavanana; ny dina fahizay havaozina eto indray, ny fihavanantsika tsy hisy izay tomika.
Nanokanana fotoana ahafahany mifandray amin’ny fianakaviany ny ankizy tsirairay, amangiana sy ifampiresahana eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Be mpamangy indrindra ireo nisy nitory satria maro amin’izy ireo no voaendrikendrika ka mizaka ny heloka tsy nataony. Eo ihany koa ny fahantrana iainan’ny fianakaviana ka ...
Ohatra faharoa, takila faha-425. 1- indiquer la composition du poème ; préciser les idées et les sentiments qui lui donnent son unité. Mikasika mivantana ny lahatsoratra.
Jo andrianasolo
Fankatelemenana mitafotafo indrindra ihany koa no atolotray an’andriamatoa andriamanatsilavo seth, noho ny fanekeny nitarika anay tamin’ny fanatontosana ity asa fikarohana ity. Fantatray ireo adidy iantsorohanao, kanefa tsy nitandro hasasarana ianao tamin’ny fanitsiana ny asanay mba hahatomombana izany. Andriamanitra a...
Satan edrey! Tsy mifarana akory ny tantarantsika. Ho hitanao fa rehefa vita io raharahantsika io dia tsy maintsy tia ahy ianao.
Mahareta 27-ririnina
Iii. Tahirin-kevitra mifandraika amin’ny fikarohana. Iii.1. Boky -fety m 1975. Nahoana no avondrona ho fokonolona isika ? Antananarivo edisiona salohy. Tpl. 78tak rafidimanana a 1993. Le mpanazary de l’ antsihanaka du xviième siècle. Maîtrise de l’histoire. Antananarivo ranjivason j. T 1984. Morpho-syntaxe du malgache ...
Teraka tamin’ny 2 avrily 1895, tao ambatolampy andrianary ratianarivo. Izy no zandriny indrindra, amin’ireo telo voalaza tany aloha, fa kintana telonohorefin’ny teatra malagasy. Zanaky rainiketamavo sy rafara izy. Mpitendry valiha nampitolagaga ny mpanjaka ranavalona iii ny rainy. Tao amin’ny sekoly m. P. F mission pro...
F3 f1 f1 f3 f
Io no vala fiafarana, ’zay tsy mety feno hika
Ny voambolana nampiasain’i eliza freda sy i samuel ratany
Noho izany, sehatra iray azo anatevenana ny fahalalana hoenti-mampianatra izany ihany koa izy antony noho ny zava-misy iainana rivotra iainan’ny malagasy manontolo ity fandrosoana na fampandrosoana ity, hita taratra izany amin’ireo tanjona maro apetraky ny fanjakana2. Mitodika any daholo ny sain’ny besinimaro ankehitri...
Ny mampiavaka ny ohabolana amin’ny lahabolana hafa mitovitovy aminy maro ireo karazan-dahabolana mifandray amin’ny ohabolana, fa asian-teny manokana eto ny fiavahany amin’ireo lahabolana hafa, toy ny ohapitenenana sy ny ankifidy ary ny ankamantatra, noho ny fifanahafana sy fitovitoviana misy eo amin’izy ireo. Ny ohabol...
Ny asanay atao anio atrehonao ka mba tahio. Handraisanay ny hajanao. Atao voninahitrao. Nalaina feo araka ny fangatahana 14 11 2012
Eny andriamatoa filoha, maro ny adidy amana andraikitra sahaninao, nefa tsy nanosi-bohon-tanana ny fangatahanay ianao fa naneho fahavononana mba hahalavorary izao asa izao. Koa mankasitraka indrindra tompoko.
Fa any aoriana any aho tsy hino izay fitiavana! Tsy hinoako ny ho sitrany tsy hinoako ny ho voavitrany! Dia ny sampinao, no sisa mba hinoako ny teny maminao, voasikotra ato am-poko fa sitraka sy teliko.
Md3 hajteny tsipelina filazam-potoana amin’ny endriny rehetra
Manoloana ny firoboroboan’ny soratra sy ny fibosesiky ny karazam-pandrosoana misy eto amintsika, dia toa tsy fantatry ny olona sasany ankehitriny ny lanjan’izany lahabolana izany sy ny maha izy azy, na dia fantany aza dia mihena ny fahalianany ny momba izany.
Hataka amin’ny andro lasa
Ireo tranonkala notsidihina
Ramasindraibe p , fokonolona fototry ny firenena, impr des arts graphiques, tananarive, 1975, tak.57.
Voafaoka ao anatin’izany ny sôsiô- antrôpôlôjia izay fampiasan’i j. P. Olivier de sardan izay raha aravona dia mitaky ny firotsahana an-tsehatry ny mpanao fandalinana mba hahitana tsara ny zava-misy iainan’ny olona sy ny fivoaran’izany manaraka ny vanim-potoana misy. Mandinika amin’ny antsipiriany ny hetsika ataon’ny f...
Sy ejipita izy ireo. Ny fanadihadian’i payne sy i wilson ary i henri lhote no naneho izany araka ny l’extraordinaire aventure des peuls, 1999.
Rado sedra a, fantatro loatra leitsy ialahy a, te hiverenako any iarivo ialahy e! Fantatr’ialahy fa mamandrika domohina aho atý, ary mino mihitsy aho fa vita io tapa-bolana io vao ho azo ilay izy. Sedra rado a, tsy mivazivazy leitsy aho ny lamosiko, ny endriko, ny tratrako sy ny sandriko mangana daholo. Rado mbola nivi...
Mpanatontosa ratsimba faramandimbiniaina narindralisoa
Fanamarihana ny resahina amin io teny hafa io, dia ireo karazan-teny, ampiasain ireo mpianatra, izany hoe, ny tenin-dreny na ny teniny avy any amin ny fiaviany tsirairay. Ampiasainy izany rehefa miresaka ny mpianatra roa na mihoatra ka mitovy fiaviana.
Tahirin- kevitra avy amin’ ny teti- pandrosoan’ ny fokontany manjakandrioana miresaka momba ny dinam- pokonolona mihatra amin’ i reo t sy manara- dalàna ao amin’ ny fokontany 34 antontana i sa nomen’ ny sampan- draharaha miadidy ny fahasalamana ao amin ’ ny distrikan’ i manjakandriana, 2008
Fanamarihana ny sary voalohany ankavia no sekolin-jazavavy ao talatamaty izay niova ho eny faralaza, araka ny hita eo amin ny sary faharoa ankavanana fony mbola teo talatamaty kosa ny sekoly no nanatanteraka ny asa fikarohana izahay. Raha fintinina izany, dia azo ambara fa tontolo milamina sy malalaka ho an ny mpianatr...
Antsy na hety lehibe fandidiana ny ravin’akondro sy ny zozoro
Vatana, ka izy no manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mamy sy ny mangidy, ny mahavelona sy ny mahafaty eo koa ny hasin’ny zava-maniry toy ny akondro, ny tsilavondrivotra, ny ravina fanorona. , izay fitaovana mety ilaina mba hifehezana ny herin’ny varatra. Marihina anefa eto fa tsy ny fomba hakana ny aody varatra no resah...
Satria ve latsaka an-katerena ny fiainan ny vahoaka maro an isa ankehitriny, dia iniana anaovana sangodim-panina ny fiainany ary tsy mampaninona anareo mpilalao politika mpifandroritra ireo na potika sy ritra tsy misy velona intsony amin izao akon ny tsy fahaizanareo politika izao izy ireo ? Izany no mibosesika ao an-t...
Manome baiko ny ingénieur vao asitrikany razana ary tsy azo atao mihoatra ny isa fihodinana ny fasana intelo ho an ny fasana tranainy raha impito ny fasana vaovao. Marihina ihany koa fa ny kazabe no ampidirina voalohany ao am-pasana vao manaraka ireo razana hafa. Vita ny fanitrihana ny razana rehetra dia miroso amin ny...
Amin’ny faritaniny. Ilaina fotoana ela sy fitoerana maharitra izany asa sarotra izany, fa raha ny fitetezam-paritany fotsiny tourneés dia tsy hahavita azy. Ary mandritra izany fotoana izany -indrindra fa raha vao atomboka na vao aorina indray ny asa dia aoka hakelezina dia hakelezina ny statistiques ilaina, na hajanona...