text
stringlengths
10
11k
Inona avy re no hamidy ? Mba hihavanana sy hiraisana amin’andriamanitra raha te hihavana e amin’ andriamanitra tandremo tsara ny didy folo fa izany ihany no ifampiraisana sy ihavanana amin’i zezo kirisity sy ny fahamasinana
Manana ny fomba fiantsoana ny zazavavy ny mponina, ka toy izao izany, araka ny dingana lalovany eo amin’ny fiainana menamena iantsoana ny zaza vao menavava ; songarin-jaza songarina botabota, mahafatifaty. Iantsoana ny zaza hatreo amin’ny fahefaboalany, atoraka ivoho ny ao an-damosina no ivoho mibaby no hevitry ny hoe ...
Centre social arrupe
Ny tena izintsika
Lagarde et michard 1969
Eo amin’ny lafiny fitiavana
Raha ampifanandrifiana amin’ny fanofanana ao amin’ny ltpa ny paikady enti- mampianatra nampiasaina dia hita fa tsy mifanentana. Raha ny tokony ho izy dia mila fomba fampitam-pahalalana mifanaraka amin’ny filany amin’ny fanofanana azy ireo mpianatra. Ohatra, ny mpianatra ao amin’ny lalam-piofanana varotra dia ho olona a...
Ny lafiny jeôgrafika
Volivoly mamolovoly
Mozika acte 12 soameva, liza ao an-trano liza fa misy inona no mikoropaka toy io indry? Soameva misaotra akia nanoro hevitra! Liza haiiiy! Noheveriko ity fa dia hilaza inona ity in-dry! Nanao ahoana aloha e? Soameva mihoatra lavitra tamin ny nolazain-dry akia ny soa azoko any isaky ny mivory zahay vehivavy a! Liza ha? ...
Madagasikara, todiho ny lasa, banjino ny ho avy, 50 taonafahaleovan-tena 1960- 2010 , tpflm, 103 tak.
Ratsimaholy f. 2004
Amélioration des conditions de vie et de revenu
Disposition et après ils savent que ces droits incitent des devoirs envers eux-mêmes, leurs époux, leurs enfants et à la société. Pendant notre séjour dans le centre, nous constatons que le travail de réinsertion n’est pas facile, cela demande du temps et de la patience envers les responsables mêmes et les bénéficiaire...
Toko fahatelo ny fizotry ny malo amin’ny maha riba azy
Adiresy lot va 1bis tsiadana
Hevitra no ampiadiana mandritra ny fivoriana. Ny tanjona tsy maintsy mandresy hatrany. Ny fiafaran’ny malo anefa misy resy. Toe-javatra mahalana misy, izany hoe samy afaka madiodio ny mpifanandrina. Izay ilay antsoina hoe ady sahala. Matetika ny voatory no resy amin’ny malo. Misy fandrangitana ny mpanatrika amin’ny lah...
Tsy afa-nanohy ny fianarany i miaro ka voatery niasa. Tsy nokoboniny ho azy irery ny fahasoavana azony fa nentiny nanampiana ny hafa. Tsy niakatra araka ny niriany ny zotram-piainany noho ny fisian’ny nenintoany izay nikasa ny handroaka azy. Ny fanambadiana no tsy maintsy tanterahina mba hananany fiainana manokana. Tsy...
Anjara toerany ao amin’ny tantara vehivavy tafara-dia tamin-dry robena teny ambony botry, nifandray taminy tao besalampy, ilay namana hany afaka nanolo- tanana an-robena rehefa avy any am-ponja izy
Tsapa, araka izany fa ny fiheverana diso eo amin’ny mpampianatra, momba ny mpianatra, dia antony iray mitarika ny tsy fahombiazana eo amin’ny fampianarana. Tsy izany ihany anefa fa mbola eo ihany koa ny tsy fisian’ny fiofanana. Hojerena manaraka ny momba izany.
Ny zava-kendrena amin’ity asa fikarohana ity, dia ny mba hitondra fampahafantarana momba ny fampianarana ny taranja malagasy eny anivon’ny sekoly tekinika. Tsy mijanona fotsiny amin’ny fampahafantarana anefa, fa nezahina koa ny nitondra vahaolana sy tolo-kevitra manoloana ireo olana samihafa hita izany no natao, dia ny...
Clarisse ratsifandrihamanana, op. Cit. , boky ii, tak 47, 48 226 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 144 227 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 32 228 clarisse ratsifandrihamanana, op. , boky i, tak 115
Manana anjara toerana eo amin’ny sehatry ny literatiora ny mpamaky. Ny mpamaky no ampitana ny hafatra. Izy ireo no atao hanovo ny kanto, ny fahaizana sy ny fahalalana, ary ny fahendrena voarakitra ao amin’ny asa soratra ireny. Na toa inona na toa inona heverina ho fiezinezin’ny poeta, dia tapany ihany ny talentan’ny mp...
Zany orana an-tanim-bahiny, mba mora mianjera hafa izay zany masoko izay tanrifiny zary manina ny any aminay!
Fampiharana ireo haitsikera
Eme réunion
Izany dia ahatarafantsika ihany koa ny fomba nandraisan’ny malagasy ny fandrosoana izay nentin’ny ny mpanjanaka ho azy; tsy nisy fandanjalanjana na fandinihana lalina fa avy dia fanakambanana avy hatrany. Vokany, tsy maintsy misy ny mpandresy sy ny resy; koa eto ary dia voatelina tao anatin’ny kolontsaina vahiny ny kol...
Famintinana ny fizarana voalohany
Ny fotoanantsika raikitra olon-droa mifanakora any anatin’ambiroa
Ao aoriana vao homena
Ity fomba filazan-javatra ity no nentin’ny mpanoratra nandoko ny fifamatorana nisy teo amin’i nanja sy ilay olon-tiany. Ny fototeny hita miverina eto dia ny hoe tia. Izany hoe, mahatsiaro ho manana firaiketam-po amin’olona iray izay irina ho an’ny tenany manokana i nanja. Ka nahafoizany zavatra sy nanolorany ny tenany ...
Dottrens, tenir sa classe, tak 1 l’éducation, est considérée comme la condition préalable à tout progrès
Ny olona efa nifanerasera no tena mampiasa ity fihetsika ity, misy ihany koa anefa ireo olona tsy mbola nifankahalala akory fa afaka mifanatitra avy hatrany saingy mifampiera vao manatanteraka izany. Mandritra ny fiarahana eny an-dalana no ahazoana maneho ny fitiavana ary fantatr’ilay olona aterina avy hatrany ny tanjo...
Hoy ny teny iray tena marina ny hendry no anatranarina fa ny adala raha toroanao izy indray no mitoraka anao teny farany tianay apetraka eto an-tany tsy misy tanteraka koa raha misy tsy mety aoka re mba hatoro tsy asiana p. V
Ny fanomezan’andriamanitra sakafo ireo zanak’israely tany anefitra no nitarika ny fo amam-panahin’i samuel ratany hanoratra io andalana io. Ny finoana tsy arahin’asa naman’ny maty , noho izany mila fandraisana andraikitra ny finoana. Nambaran’i eliza freda ao amin’ny tononkalony manao hoe ilay aviavy tsy namoa 377, ny ...
Ny fiainan-janak’olombelona dia mety hitrangana olana, ka ny tamberim-pitia no vahaolana entina handresena izany. Anisan’izany ny mpanao ankaso izay mikendry mandrakariva ny hanapotika ny fiainan’ny hafa. Nefa dia toa herim-po very maina ny azy ireo, satria efa latsa-paka loatra ilay fitiavana. Tsinjo amin’io tononkalo...
Ts an ga n -d rind r in y ks rilnchers; morc aux de bois plac -s verticakm. Nl de chaque cote de la charreltl ’ et sen-anl d’itppui aux ridelles. ! Ls s nl fixes sur les longerom de hi caisse par des tenon chevilles to , d. Boridy ha r. O lilt. Pieces verticales du mur .
Ny fanabeazana taloha fahiny, dia tao an-tokantrano tao no tena nisian’ny fanabeazana namolavolana ny ankizy ho tena olom-banona. Lazain-drandriamiadanarivo fa teo amorom-patana teo ny sekoly voalohany izay nianaran’ny ankizy ny fiainam-pahendrena 35 izany hoe tao an-trano ny ankizy no nomena fahalalana voalohany. Tsy ...
Ny siansa mandalina ny fanabeazana dia manadihady ny mahakasika ireo endri-panabeazana rehetra. Vain-dohan-draharahany ao anatin’izany izay rehetra momba ny zava-misy amin’ny fanabeazana 14. Maro rantsana ity siansa ity vokatr’izany ary mizarazara ho taranja discipline samihafa arakaraka ny fanadihadiana ataon’ny mpika...
Mivimbina tanty i vao.
Tambohonivo 30 6
Rehefa mipetraka mialoha ny dingana itondrana ny fampianarana, na ny mpianatra aza, dia mahatsiaro fa misy lôjika ny fomba nitondran’ny mpampianatra ny fampianarana izay nataony, ary mizatra tsikelikely amin’ny fampiharana izany izy eo amin’ny fanatanterahany ny asa asaina ataony.
Safidy amin’ny lohateny ny fantina lahatsoratra ho fampahombiazana ny fampianarana ny lohahevitra marina, rariny, hitsiny ao amin’ny kilasy t12 no lohateny nofidinay. Heverina fa
Raiki-tampisaka tao an-dohany hatreo ny zava-bitany. Fahadisoana tsy nampilefitra anefa fa toa vao mainka nampisondrotra ny hambom-po. Ny tamberin-teny heloka no nampiasain’ny mpanoratra nenti-nanamafy izany foto-pisainan’i miaro izay. Nentin’ny fo rano mafana rahateo koa moa i miaro ka tsy nahatsinjo izay hiafarana fa...
Ny làlana tazano mazava tsy atahorana,
Liza fa zao no lazaiko an-dry a! Lazao an izay tompon andraikitra mandray an-dry ny olana rehetra iainan-dry miaraka amin i bazy! Ireny r ikala ilay mpandrandrana tsy anafenana loha sola! Soameva eny e! Kanefa sao mahakamo akia? Nv acte 11
Ravelojaona et all. Firaketana ny teny sy ny zavatra malagasy
Rainibozaka tena mangovitra be aho ry nenitoa rasoary a !
Fony mbola tany fianarantsoa i esther rasoloarimalala dia efa nizatra namaky boky aman-gazety maro. Tsy tapaka ny famakiany ny gazety sakaizan’ny tanora, eny fa na dia isam-bolana ihany aza ny fivoahan’ny gazety tamin’izany. Tao anatin’io gazety io rahateo dia nisy tantara mahaliana hatrany. Rehefa zatra namaky ireny t...
Eo amin’ny vanin-teny faharoa na amin’ny faran-teny 2 p f- api afo, lepas lefa, nipis tify
Ny fiompiana tahaka ny nanasokajiana ny lafiny fambolena ihany no hanasokajiana ny amin’ny fiompiana. Hojerena aloha ny fiompiana fototra, ary aorian’izay no hijerena ny amin’ny fiompiana hafa.
Fady tamiko ny manontany ondana alohan’ny misasak’aklina, sitrany ahay, fotoana ianarana.
Ray aman- 05 dreninao ny
Sedra fa izaho tsy tia anao varavarana mikatona
Manampy izany koa ny fahafohezan’ny fotoana ianarana, hany ka tsy ampy ny fotoana ifaneraserana eo amin’ny mpianatra sy ny mpampianatra. Izany toe- javatra izany dia misy akony ratsy eo amin’ny fampianarana sy ny fifandraisana ao an-dakilasy. Araka ny voalazan’ny mpandinika toa an-dry chistian tsiory dia mba hahafahana...
Agnès henriot-van zanten et kathryn anderson-levitt, l’anthropologie de l’éducatioon aux etats-unis méthodes, théorie et application d’une discipline en évolution , revue française de pédagogie, 1992, p 79 l’anthropologie de l’éducation est depuis plusieures années une discipline à part entière dans les départements d’...
Araka izany dia fitaovana vita eo an-toerana ihany no mbola ampiasain’ireo mpanefy tanimanga ao mandoto tsy saro-tadiavina fa hita eny rehetra eny, tsy vidim-bola akory aza fa
Indraindray tokoa, na dia mazava aza ny tanjona najoro hiatrehana ny fiainana, dia tsy tanteraka araka izay nirina. Vokatry ny tsy fananana saina mandinika sy maminavina eo am-panatratrana ny tanjona, hoy ratrema william, no mahatonga izany. Koa hialana amin’izany, dia tokony hatao ho lohalaharana, ny faminavinana ny v...
Gazety takariva, t-25, lah 1972, 07-02-1958 49 op. Cit , t-26, lah -2159, 22-10-1958 50 gazety fanasina , t-3, lah 145, 04-08-1960 51 gazety takariva, t-26, lah -2159, 22-10-1958
Maintirano no hialana fa efa trotraka sy haraka, nefa kosa analalava tsy hitoerana ela loatra raha ho any sambirano, aoka ihany mba hiaraka, any alohantsika any any isika no hihoatra.
Ny fotoana nampanaovana ny fampiasana amin’ny ankapobeny, dia natao enti-mody ny fampiasana nomena ny mpianatra. Nisy ihany anefa ny natao tao am-pianarana, izay hita tao amin’ny td 4 ny 21 febroary 2011. Toy izao avy ireo ny fampiasana natao tao am-pianarana tamin’ny 21 febroary 2011 no nanaovana azy ity tao amin’ny t...
Raivo mitomany alaivo ny antsy lava ry dadabe dia atsatohy eto amin ny kiboko, fa mafy loatra ity fampahoriana ataonao ahy a.
Ny fahaiza-mandalina mampianatra ny itenenana hahay handalina tsara ihany koa rado amin’ny alalan’ny fahaizana mandinika ny zava-misy iainana. Ny fivoaran’ny fomba fisainana sy ny tranga eny anivon’ny fiaraha-monina. Tsy handinika fotsiny ihany anefa fa manadihady mihitsy izay antony nahatonga izany ary mahay mitsikera...
Ratany, ry kintana , and.1, in vondrona ambara 2, tak.44
Ratsifandrihamanana, rary ranto 95, tak.11
Fahendrena eo amin ny fiainana i ankapobeny i i mamariparit -a ny l toet. Ra tak1nu
Nasolo ireo. Asa soratra izay mitantara ny tantaram-pirenena malagasy sy ny fiainan’ny vahoaka. 2.2. Ny fanehoan’i nasolo ny tarakevitry ny tantaram- pirenena ny tantara tsy fanadino, hoy ny fitenintsika. Fanoitra iray ho amin’ny fandrosoana sy ny hoavy tsara kokoa ny fahalalana azy. Ahafahana manitsy ny tsy nety sy ha...
Atolotro ho anao ho soloko mankany hanoroka anao ity foko mitomany fitiavana mivay mandofika mandazo maniriniry volana an-danitra tsy azo
Raha ireo àry ny tanjona napetraka hotratrarina tamin’ireo lohatenin-desona roa ireo, dia hirosoana manaraka ny dingana nanatontosana azy.
Ohatra 2 jeso ô! Eny ho’aho, zany tompoko ’zany! ’zany manko ka teo tsy mba lainga! Hianao ley tompo sy ley zanahary ka niala ny lanitra tonga olombelona! Vao tonga niseho ka ory sahady! Ny fifamalian’i jeso sy ny olombelona, takila 24-25
Ny lalam-barotra afa-drakotra goragora sy tsy matotra?
Ny fianarana tany amin’ny sekolim-bazaha dia natao ho azy vazaha. Novolavolaina hahafantaran’ny zaza frantsay teraka taty am-pitan-dranomasina ny fiaimpiainana any frantsa sy izay andrasan’ny frantsay aminy. Fahalalana miompana amin’ny fiheverana fa ny haren’ny zanatany dia natao hahabe voho ny harena frantsay. Ny toko...
Raha anio mitsiky, mihomehy ampitso indray dia mitomany na mirana aza ny tarehy vetivety miova izany.
Haimah hatramin’iny nihaonantsika voalohany iny dia nisy fitiavana nitsiry tato am-poko. Sedra haimah! Andray izany hafaliako, toky no omeko anao fa hanaja anao aho, ho tia anao foana. Rehefa vita ny fianarako dia hivady isika. Haimah na dia mbola tsy vita aza ve ny fianarako?
Raha vao manomboka manatody ny akoho dia manomboka miditra ny vola ho an’ny mpiompy. Miankina amin’ny fotoana hanatodizan’ny akoho sy ny fitomboany tsara noho ny sakafo araka ny tokony ho izy ny famokarana atody. Indroa isan’andro ny mpiompy no manangona ny atody satria misy amin’ireo akoho no mandatsaka maraina, misy ...
Ny lahatsoratra mandresy lahatra
Nalaina tao amin’ny anganon’ny ntaolo, nangonin’i l. Dahle sy john sims, trano printy loterana, antananarivo, 1984, tak.174 36 nalaina tao amin’ny anganon’ny ntaolo, nangonin’i l. Dahle sy john sims, op. Cit, tak.191 37 v. A, tn4, tantaraina ka mora
Ny embona manko ! Tsy haiko resena; 10 ampy hahafaty ny foko efa tia. Manina anao aho ka zary jambena, atopatopan’ny tsiaro satria mamiko ianao, sady tena lalaiko; ianao irery, tsy mila mpanampy; 15 kanto tsy hisy hahasolo ato an-tsaiko; ody alahelon’ny foko niantsampy.
Filazana mihoatra ny tokony ho izy mba hanehoana ny fanandratana ny haja sy voninahitra ananan’ilay rangahy no niteraka ny fisehoan’io fitenenana io.
Ity vanim-potoana ity. Anisan’ny nampirongatra io hetahetan’ny tany voazanaka io ilay fifanarahana nataon’ny firenena maro tany san fransisco momba ny tokony hanomezana fahaleovantena ireo firenena voazanaka rehetra. Nanao sonia tamin’izany i frantsa 112 nolavin’i frantsa indray anefa ny famotsorana ireo zanataniny; va...
Fianakaviany. Raha izay ny fiheverana ny kolontsaina niainan’ny razana, hodinihina manaraka indray ny rafi-pitantanana ny orinasa sy ny kolontsaina nitondrana azy.
Matetika ny olona tratran’ ny fahadisoam-panantenana no lasa mamoy fo. Araka ny tenin’i e. M ramarotafika , manao hoe fa manjary vahona kosa ny tantely ohanina amin’ny famoizam-po, amin’ny fotoanan’ ny fahadisoam-panantenana. 75
Raha nandao azy ramose raveloson tafatombina teo amin’ny sisim-pandriany i robena nony tonga tao an- tranony. Nifantoka ny tsihy izy, nalahelo an-dramosé raveloson toy ny falahelo olon-tiana. V. A. Tak106
Unité monétaire en ariary
Mbola maro ny tononkalon’i ny eja maneho io karazana teny savily iray io mantasoa , iza ianao , ao anaty masonao , hendre tsara! , ary ny tantara no hitsara ny mpampiankina fa kosa, dia natao hanehoana fampiankinan-kevitra vaovao ihany, saingy toe-javatra sy ny antony no ampifandraisiny. Amin’izay fotoana izay, dia ila...
Ny fiompiana. Antoky ny fahombiazan’ny fiompiana landikely ny fahatomombanan’ny tranony sy ny fitandroana ny fahadiovana ary ny fahaizana misafidy atody tsara karazana. Maharitra iray volana sy tapany eo, amin’ny ankapobeny ny faharetan’ny fiompiana landy. Eto madagasikara dia azo atao ny miompy landy inenina isam-taon...
Aza tsindrina aho ho aho ! Aza. Tsi. Tsindrina aho e ! Aagh ! Sem. Sempotra aho ! Vo vonjeo ! Vonjeo e !
Tsy feno ny fitaizana maha olona raha tsy voavolavola ny saina amam-panahy. Mamolavola izany saina amam-panahy izany ihany koa ny voalaza tetsy ambony, nefa endri- panabeazana manokana no haroso eto. A anganon’ny ntaolo endri-panabeazana iantsorohan’ireo zokiolona efa nahazoazo taona ho an’ireo taranany ny angano. Mive...
Austin, quand dire, c’est faire, tak.9 s’il est bien vrai que les énonciations sont des actes, alors elles doivent, en tant que tels, viser à accomplir quelque chose.
Vao mahazo petsapetsa dia mitrebona ny voa. 15 fatratra eo ny taninketsa, maintso mavana tokoa.
Pasitera zazakely hoe ry mama a? Fa ny toa an’iza no olon- dehibe?
Mavany sahisahy
One applied in this research the theory of the communication by j. Tardif and the theory of interaction by guy rocher.
Tsy misy afa-tsy 20 izany raha tsy mahazo omby izy ireo. Entina milaza izany fa manana ny anjara toerana lehibe ny omby eo amin ny rafitra mandraka ankehitriny. Tao amin ny fizarana fahatelo sady farany no nanaovana andram- pandalinanany rafitra mpiray kibon omby nisongadina tao anatin izany ny lanjan ny rafitra ankehi...
Argument d’autorité
Tokana ny valiny ny fiainana ê no sarotra!
Ikitokeliko eo ihany, izy aloha no omeko baiko mandehana aloha e! Tanteraho ’zay nolazaiko.
Ny fiovam-pihetsika teo amin’ny mpianatra vokatry ny fitaizana azy tao amin’ny kilasimandry
Allal linda, op. Cit, p. 140 bloom et ses coauteurs ont aussi decrit une trisième fonction de l’évaluation, désignée le plus souvent par le terme pronostique en français ; sans être une compasenrte de base de la pédagogie de maîtrise, elle intervient chaque fois qu’il s’agit d’orienter l’élève vers un nouveau cursus d’...
Ao ireo tononkalo ahitana andalana enina isaky ny andininy. Andeha horaisina ohatra, ilay tononkalo hoe tsia, ry foko ô! 67. Tononkalo nosoratany tao anatin ny fahasahiranana lalina raha narary ny vadiny sy ny zanany