text stringlengths 13 222 | utterance_pitch_mean float32 64.2 165 | utterance_pitch_std float32 5.53 176 | snr float64 14.9 76.5 | c50 float64 24.2 59.9 | speaking_rate stringclasses 4
values | phonemes stringlengths 1 101 | stoi float64 0.94 1 | si-sdr float64 7 32 | pesq float64 1.43 4.39 | noise stringclasses 7
values | reverberation stringclasses 5
values | speech_monotony stringclasses 5
values | sdr_noise stringclasses 5
values | pesq_speech_quality stringclasses 6
values |
|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
eny halazo eo amin'ny tany voafaritra naniriany izy | 77.248734 | 10.694905 | 59.452061 | 59.522015 | very slowly | ɑmin' | 0.983518 | 27.979082 | 3.661875 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
midera anao aho raiko tompon'ny lanitra sy ny tany fa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany zavatra izany | 111.337875 | 29.499422 | 43.102322 | 37.366329 | slowly | ɑhoʊ ɹeɪkoʊ ' saɪ ' hɛndɹi saɪ - | 0.987783 | 24.743088 | 2.846021 | balanced in clarity | distant-sounding | monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
ny fiandranandran'ny mason'ny zanak'olombelona dia haetry ary ny fiavonavonan'ny olona hatao mitanondrika fa jehovah ihany no hisandratra amin'izany andro izany | 85.011139 | 22.469288 | 52.335228 | 59.17284 | slowly | ' meɪsʌn' ' diʌ ɛɹi ' dʒʌhoʊvʌ noʊ ɑmin' | 0.99362 | 26.563301 | 3.332759 | slightly clean | very close-sounding | monotone | almost no noise | moderate speech quality |
inona moa no mbola azo natao tamin'ny tanim-boaloboko ka tsy efa nataoko taminy koa raha nanantena azy hamoa voaloboka tsara aho nahoana no namoa voalobo-dratsy izy | 87.61692 | 22.906916 | 59.496639 | 57.512329 | slowly | noʊ ' - kɑ ɑhoʊ noʊ - | 0.98935 | 21.674484 | 3.196078 | clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
mandrenesa ianareo ry mpanjaka mihainoa ianareo ry mpanapaka | 95.652832 | 24.743374 | 63.945755 | 59.779354 | very slowly | 0.998528 | 24.725182 | 4.044966 | clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | wonderful speech quality | |
raha misy olona mangalatra omby na ondry na osy ka mamono azy na mivarotra azy dia hanonitra omby dimy ho solon'ny omby iray izy | 103.931938 | 26.665915 | 59.783329 | 58.896156 | slowly | nɑ nɑ kɑ nɑ diʌ hoʊ soʊlʌn' | 0.991977 | 22.578697 | 3.555397 | clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
fa masina ny tempolin'andriamanitra dia ianareo izany | 82.092682 | 20.019783 | 62.449398 | 59.686871 | very slowly | ' diʌ | 0.997144 | 24.848841 | 3.742897 | clean | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
dia avy ilay ratsy ka manaisotra izay nafafy tao am-pony | 105.040916 | 24.139812 | 54.325195 | 30.4743 | slowly | diʌ kɑ taʊ æm-poʊni | 0.995135 | 25.950014 | 3.270439 | slightly clean | very distant-sounding | monotone | almost no noise | moderate speech quality |
ary rehefa natsobony tamin'ny vinaingitra izany ka notohiziny tamin'ny volotara dia natohony hotsentsefin'i jesosy | 94.179672 | 27.762772 | 49.308712 | 47.28793 | very slowly | ɛɹi ' kɑ ' diʌ 'aɪ | 0.984276 | 22.630632 | 3.212577 | balanced in clarity | slightly distant-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary ity tany ity ho zara-taninareo eo anatrehan'i jehovah | 79.920418 | 20.586138 | 59.697842 | 59.565529 | slightly slowly | ɛɹi hoʊ zæɹʌ- 'aɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.99844 | 17.420731 | 3.887793 | clean | very close-sounding | monotone | noisy | great speech quality |
fa andriamanitra efa nanome fo ireo hanatanteraka ny heviny sy hifanara-tsaina ary hanome ny fanjakany ho an'ilay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'andriamanitra | 112.092278 | 37.924141 | 39.914089 | 48.244465 | slowly | saɪ - ɛɹi hoʊ æn' bɪbi-diʌ - ' | 0.994754 | 26.10104 | 3.787743 | slightly noisy | slightly distant-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary ny fatiny dia homeko ho fihinan'ny voro-manidina sy ny bibi-dia | 81.532097 | 10.270086 | 40.71022 | 59.658199 | slightly slowly | ɛɹi diʌ hoʊ ' - saɪ bɪbi-diʌ | 0.990191 | 27.676262 | 3.24581 | slightly noisy | very close-sounding | very monotone | almost no noise | moderate speech quality |
ary absaloma dia naniraka tany amin'i joaba mba hanirahany azy ho any amin'ny mpanjaka fa tsy nety nankany aminy izy | 90.349899 | 25.887182 | 56.417625 | 59.726254 | slowly | ɛɹi diʌ ɑmin'aɪ ɛmbieɪ hoʊ ɛni ɑmin' | 0.993681 | 22.319115 | 3.950956 | slightly clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
indreo ny reniny mbamin'ny rahalahiny nijanona teo ala-trano nitady hiteny aminy | 105.287453 | 29.298391 | 49.288216 | 47.241844 | very slowly | ' teɪoʊ ælʌ- | 0.989474 | 23.897221 | 3.336302 | balanced in clarity | slightly distant-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary ny levita sy ny mpisorona nidera an'i jehovah isan'andro sady nampaneno zavatra mafy faneno ho an'i jehovah | 89.472069 | 21.845226 | 60.478668 | 57.150024 | slightly slowly | ɛɹi saɪ æn'aɪ dʒʌhoʊvʌ ' hoʊ æn'aɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.993295 | 28.375252 | 3.887065 | clean | slightly close-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
ary apetraho eo ambonin'ny fiara ny rakotra fanaovam-panavotana | 92.875252 | 19.471704 | 56.598648 | 59.229847 | very slowly | ɛɹi ' - | 0.998416 | 31.987978 | 4.154798 | slightly clean | very close-sounding | very monotone | very clear | wonderful speech quality |
fa nalahelo an'i davida izy satria nomen-drainy henatra | 84.250931 | 18.117685 | 52.472271 | 59.64571 | slowly | æn'aɪ dɑvidʌ - | 0.994212 | 26.725086 | 3.969783 | slightly clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary natainginy tamin'ny borikiny ny vary dia lasa nandeha izy | 103.699059 | 31.493895 | 40.563148 | 52.216206 | slowly | ɛɹi ' vɛɹi diʌ | 0.990726 | 27.078821 | 3.708266 | slightly noisy | slightly distant-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana azy eny tontolo eny izahay | 108.761757 | 27.644829 | 56.125023 | 59.555782 | very slowly | kɑ diʌ | 0.986945 | 23.746885 | 3.272711 | slightly clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary jehovah niteny tamin'i mosesy ka nanao hoe izao no lalàna ny amin'ny boka amin'ny andro fanavotana azy | 80.400818 | 16.309414 | 63.874718 | 59.402161 | slightly slowly | ɛɹi dʒʌhoʊvʌ 'aɪ kɑ hoʊ noʊ ɑmin' ɑmin' | 0.994785 | 23.942879 | 3.691819 | clean | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
koa raha tonga tany izy dia niditra tao amin'ny synagogan'ny jiosy | 97.729439 | 29.471653 | 54.737686 | 42.920849 | slowly | tɑnɡʌ diʌ taʊ ɑmin' ' | 0.984641 | 26.595695 | 3.500781 | slightly clean | distant-sounding | monotone | almost no noise | moderate speech quality |
ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin'izao tontolo izao | 93.769928 | 25.955376 | 50.784206 | 40.756088 | slowly | ɛɹi noʊ ɑmin' | 0.990152 | 19.749653 | 3.459104 | slightly clean | distant-sounding | monotone | noisy | moderate speech quality |
fa jehovah tompon'ny maro no efa nikasa ka iza indray no hahafoana izany ary ny tànany dia voahinjitra ka iza no hampihemotra izany | 81.682617 | 21.26152 | 60.813759 | 58.073025 | slowly | dʒʌhoʊvʌ ' mɑɹoʊ noʊ kɑ noʊ ɛɹi diʌ kɑ noʊ | 0.995353 | 27.640392 | 3.817908 | clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
fa nanao araka izay sitrapony izy ka tonga lehibe | 86.280762 | 21.946648 | 51.221668 | 57.985966 | slowly | kɑ tɑnɡʌ | 0.993204 | 22.919323 | 3.596988 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
rehefa afaka izany dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato izy | 112.032661 | 32.579834 | 54.151493 | 58.375298 | slowly | diʌ ' - | 0.990198 | 27.667315 | 3.214312 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | moderate speech quality |
dia aoka ho faty ao amin'ny tendrombohitra izay iakaranao ianao ka ho voangona any amin'ny razanao | 83.61705 | 15.833283 | 62.233849 | 57.780621 | slightly slowly | diʌ hoʊ ɑmin' kɑ hoʊ ɛni ɑmin' | 0.998711 | 29.508011 | 4.033318 | clean | slightly close-sounding | very monotone | very clear | wonderful speech quality |
ka dia nitoetra tany an-dohasaha tandrifin'i beti-peora isika | 82.569237 | 20.941067 | 41.474178 | 59.328026 | slowly | kɑ diʌ æn- 'aɪ - | 0.998463 | 27.789974 | 3.731898 | slightly noisy | very close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
hoy mpitoriteny zava-poana dia zava-poana eny zava-poana ny zavatra rehetra | 84.489906 | 21.608566 | 63.156906 | 58.763947 | very slowly | hɔɪ - diʌ - - | 0.992424 | 28.308601 | 3.585418 | clean | slightly close-sounding | monotone | very clear | moderate speech quality |
raha velona koa jehovah ary raha velona koa ny ainao tsy handao anao mihitsy aho | 81.069313 | 21.054203 | 62.229969 | 59.14883 | slowly | dʒʌhoʊvʌ ɛɹi ɑhoʊ | 0.981672 | 13.095542 | 2.282848 | clean | very close-sounding | monotone | noisy | bad speech quality |
hanao tanim-boaloboka ianao fa tsy hihinana ny vokatra | 97.345016 | 25.954367 | 58.172138 | 59.539257 | very slowly | - | 0.991036 | 25.761209 | 3.849123 | slightly clean | very close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
fa raha mba avy amin'izao tontolo izao ny fanjakako dia ho niady ny mpanompoko mba tsy ho voatolotra tamin'ny jiosy aho | 112.095909 | 27.507948 | 57.34692 | 56.924229 | slowly | ɛmbieɪ ɑmin' diʌ hoʊ ɛmbieɪ hoʊ ' ɑhoʊ | 0.992576 | 23.318876 | 3.374361 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary elia namaly hoe azoko ianao satria ianao efa nivaro-tena hanao izay ratsy eo imason'i jehovah | 82.659729 | 18.73134 | 55.122719 | 59.328522 | slowly | ɛɹi ʌlaɪʌ hoʊ -tɛnʌ 'aɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.994358 | 16.75761 | 2.828609 | slightly clean | very close-sounding | very monotone | noisy | slightly bad speech quality |
aza matoky ny teny lainga hoe tempolin'i jehovah tempolin'i jehovah tempolin'i jehovah ity | 84.743484 | 14.390605 | 65.971107 | 59.424488 | slightly slowly | hoʊ 'aɪ dʒʌhoʊvʌ 'aɪ dʒʌhoʊvʌ 'aɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.991122 | 27.198021 | 3.381188 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | moderate speech quality |
ary na dia vonjenao aza izy dia mbola hanahirana anao ihany indray | 80.816887 | 18.141951 | 55.486782 | 59.265507 | slowly | ɛɹi nɑ diʌ diʌ | 0.997879 | 23.476213 | 3.714282 | slightly clean | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
dia nidina tany am-pamoloana izy ka nanao araka izay rehetra nandidian'ny rafozani-vavy azy | 90.861259 | 23.43095 | 43.637405 | 59.406689 | slowly | diʌ æm- kɑ ' - | 0.99627 | 28.924803 | 3.948236 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
ary niaraka tamin'izay dia nisy anjelin'ny tompo namely azy satria tsy nanome voninahitra an'andriamanitra izy | 109.460808 | 30.388807 | 43.907135 | 59.780525 | slowly | ɛɹi ' diʌ ' neɪmli æn' | 0.98434 | 24.24305 | 2.978467 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
ary koa midera'an'i jehovah ry jentilisa rehetra ary aoka hankalaza azy ny firenena rehetra | 94.196777 | 22.158804 | 60.210796 | 59.629265 | slowly | ɛɹi 'æn'aɪ dʒʌhoʊvʌ ɛɹi | 0.986823 | 24.653841 | 3.432915 | clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
mihainoa ary ny taranak'i davida ataonareo ho zavatra kely foana moa ny hanasatra ny olona no dia hanasatra an'andriamanitro koa ianareo | 82.231972 | 18.901854 | 60.18491 | 59.031498 | slowly | ɛɹi 'aɪ dɑvidʌ hoʊ noʊ diʌ æn' | 0.995899 | 25.55479 | 3.660427 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary aza dia mifandahatra amin'ny mpanomponao eo am-pitsarana fa tsy misy olombelona ho marina eo anatrehanao | 85.129852 | 19.484375 | 60.54998 | 59.627159 | slowly | ɛɹi diʌ ɑmin' æm- hoʊ mɜ˞inʌ | 0.996843 | 26.550175 | 3.600652 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
araka izany teny rehetra izany sy araka izao fahitana rehetra izao no nolazain'i natana tamin'i davida | 89.763298 | 24.020061 | 55.870956 | 59.149029 | slowly | saɪ noʊ 'aɪ 'aɪ dɑvidʌ | 0.997978 | 29.08456 | 4.114388 | slightly clean | very close-sounding | monotone | very clear | wonderful speech quality |
dia naka olona avy tany parana homba azy izy ka nankany egypta ho any amin'i farao mpanjakan'i egypta izay nanome azy trano sy tany sady nilaza hanome hanina azy koa | 92.035263 | 28.621021 | 57.456631 | 59.588093 | slowly | diʌ pɜ˞ɑnʌ kɑ hoʊ ɛni ɑmin'aɪ 'aɪ saɪ | 0.994479 | 29.11939 | 3.761931 | slightly clean | very close-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
ary raha mbola niteny izany izy dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo | 121.657043 | 39.528973 | 28.288992 | 59.754894 | slowly | ɛɹi diʌ | 0.982845 | 21.375507 | 3.346827 | noisy | very close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary nanao izay mahitsy eo imason'i jehovah izy tahaka izay rehetra nataon'i davida rainy | 90.84211 | 25.96093 | 63.783718 | 50.538311 | slightly slowly | ɛɹi 'aɪ dʒʌhoʊvʌ 'aɪ dɑvidʌ ɹeɪni | 0.995683 | 28.722521 | 3.875128 | clean | slightly distant-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
indro efa reko fa misy vary any egypta andeha midina any ianareo ka mividia ho antsika mba ho velona isika fa tsy ho faty | 100.572044 | 31.010494 | 59.490067 | 52.51553 | slowly | vɛɹi ɛni ɛni kɑ hoʊ ɛmbieɪ hoʊ hoʊ | 0.997159 | 28.03462 | 3.921067 | clean | slightly distant-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
anaka atolory ahy ny fonao ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako | 86.230644 | 18.159237 | 66.056267 | 59.173668 | very slowly | ɛɹi hoʊ | 0.989977 | 27.252872 | 3.84159 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary vorio ny fiangonana dia ny zanak'isiraely rehetra | 76.539047 | 20.78532 | 46.32674 | 59.576923 | slowly | ɛɹi diʌ ' | 0.995836 | 17.167797 | 3.361978 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | noisy | moderate speech quality |
tsarovy izay mifatotra ho toy ny miara-mifatotra aminy ianareo ary izay ampahorina satria mbola eo amin'ny tena koa ianareo | 114.050972 | 34.889034 | 64.345001 | 56.850815 | slowly | hoʊ tɔɪ maɪɑɹʌ- ɛɹi ɑmin' tɛnʌ | 0.987807 | 25.166283 | 3.669191 | clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary niditra teo an-kianjan'ny tempoly jesosy dia nandroaka izay nivarotra ka nanao taminy hoe | 122.920464 | 27.285154 | 54.733818 | 58.63969 | slowly | ɛɹi teɪoʊ æn-' diʌ kɑ hoʊ | 0.993283 | 23.423744 | 3.438294 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
mijery zavatra araka ny fisehony ihany va ianareo | 142.725967 | 29.150152 | 50.102764 | 59.22678 | very slowly | 0.987755 | 24.674471 | 3.242908 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality | |
ary indro ny tantaran'i asa na ny voalohany na ny farany dia efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny mpanjakan'ny joda sy ny isiraely | 83.538658 | 24.630283 | 59.162254 | 59.16716 | slowly | ɛɹi 'aɪ ɑsʌ nɑ nɑ diʌ ɑmin' ' ' saɪ | 0.99593 | 24.774046 | 3.870112 | clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
ka inona ary no hataoko amin'ilay ataonareo hoe mpanjakan'ny jiosy | 126.571045 | 48.3722 | 56.994938 | 54.500065 | slowly | kɑ ɛɹi noʊ ɑmin' hoʊ ' | 0.972969 | 17.958982 | 2.834895 | slightly clean | slightly distant-sounding | slightly expressive and animated | noisy | slightly bad speech quality |
aoka ho faly ny lanitra ary ho ravo ny tany ary aoka holazaina any amin'ny firenena hoe jehovah no mpanjaka | 85.119255 | 20.189089 | 59.101654 | 59.717052 | slowly | hoʊ ɛɹi hoʊ ɛɹi ɛni ɑmin' hoʊ dʒʌhoʊvʌ noʊ | 0.995173 | 22.495178 | 4.010608 | clean | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | wonderful speech quality |
ary izay rehetra mikasika ny zavatra izay efa nipetrahany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro | 78.178535 | 15.41754 | 48.627361 | 49.611519 | slowly | ɛɹi diʌ saɪ ɑmin' ɛɹi -' | 0.995733 | 25.543415 | 3.940284 | balanced in clarity | slightly distant-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary izay nitaingina azy dia navela hanaisotra ny fihavanana amin'ny tany mba hifamonoan'ny olona | 115.900314 | 35.553329 | 52.485996 | 58.806778 | slowly | ɛɹi diʌ ɑmin' ɛmbieɪ ' | 0.989102 | 26.400829 | 3.850903 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary nampamory ny tompon-tany rehetra labana ka nanao fanasana | 109.061172 | 26.933056 | 49.361019 | 59.632126 | slowly | ɛɹi - kɑ | 0.99915 | 27.114801 | 4.05128 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
fa ianao kosa raha mifady hanina dia hosory ny lohanao ary sasao ny tavanao mba tsy ho hitan'ny olona fa mifady | 126.058434 | 36.933762 | 62.054592 | 48.236233 | slowly | koʊsɑ diʌ ɛɹi ɛmbieɪ hoʊ ' | 0.991565 | 23.015976 | 3.084279 | clean | slightly distant-sounding | monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
ary tsy mba nilaza na inona na inona tamin'olona izy satria natahotra | 93.998169 | 22.883213 | 28.659222 | 47.003315 | slowly | ɛɹi ɛmbieɪ nɑ nɑ ' | 0.968917 | 19.566929 | 2.524422 | noisy | slightly distant-sounding | monotone | noisy | slightly bad speech quality |
izany asa rehetra araka ny sary izany hoy davida no nampahafantarin'i jehovah ahy tamin'ny soratra avy tamin'ny tànany izay atỳ amiko | 87.686562 | 25.834412 | 62.220779 | 59.250526 | slowly | ɑsʌ hɔɪ dɑvidʌ noʊ 'aɪ dʒʌhoʊvʌ ' ' | 0.997787 | 28.504164 | 3.933035 | clean | very close-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
fa andriamanitra marina no mamantatra ny fo sy ny voa | 77.772324 | 17.561399 | 48.854153 | 58.037468 | slowly | mɜ˞inʌ noʊ saɪ | 0.995227 | 26.058828 | 3.447478 | balanced in clarity | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | moderate speech quality |
indro haniraka ny irako aho ary izy hanamboatra lalana eo alohako | 83.645889 | 11.132354 | 68.852127 | 59.51033 | very slowly | ɑhoʊ ɛɹi | 0.994138 | 24.649197 | 3.729094 | very clean | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
ary mosesy dia nilaza tamin'ny zanak'isiraely ny fotoam-pivavahana voatendrin'i jehovah | 73.910873 | 18.258608 | 54.152782 | 58.571201 | slightly slowly | ɛɹi diʌ ' ' - 'aɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.993946 | 20.529751 | 2.928086 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
dia tonga ireny ka nitsangana teo anatrehan'ny mpanjaka | 96.516777 | 34.260532 | 56.056854 | 59.47908 | slowly | diʌ tɑnɡʌ kɑ teɪoʊ ' | 0.997976 | 26.076067 | 3.309076 | slightly clean | very close-sounding | monotone | almost no noise | moderate speech quality |
ka nitsahatra tsy namely ny isiraely intsony ilay areti-mandringana | 81.304901 | 18.497463 | 47.196678 | 59.416401 | slowly | kɑ neɪmli - | 0.997478 | 28.286802 | 3.994414 | balanced in clarity | very close-sounding | very monotone | very clear | great speech quality |
izany no mampiseho miharihary izay zanak'andriamanitra sy izay zanaky ny devoly | 101.326599 | 35.559689 | 36.672844 | 55.01614 | very slowly | noʊ ' saɪ | 0.984714 | 26.350183 | 3.679714 | slightly noisy | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary raha nahita izany ny olona rehetra dia niankohoka ka nanao hoe jehovah izy no andriamanitra | 91.008629 | 26.627659 | 53.89922 | 59.75045 | slowly | ɛɹi diʌ kɑ hoʊ dʒʌhoʊvʌ noʊ | 0.986165 | 24.927315 | 3.691114 | slightly clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
ary taorian'i abimeleka dia nitsangana hamonjy ny isiraely tola zanak'i dodo lehilahy avy tamin'ny isakara | 100.317139 | 29.331812 | 49.651711 | 57.658669 | slowly | ɛɹi 'aɪ diʌ 'aɪ doʊdoʊ ' | 0.994123 | 23.6101 | 3.597771 | balanced in clarity | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
koa izay hitany sy reny no ambarany ary tsy misy mandray ny fanambarany | 116.710098 | 39.530895 | 53.460629 | 40.404587 | slowly | saɪ ɹini noʊ ɛɹi | 0.984531 | 24.391197 | 3.369921 | slightly clean | distant-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
dia hoy izy ny tavako no handeha dia hanome anao fitsaharana aho | 74.89563 | 15.155311 | 60.601761 | 59.200687 | slowly | diʌ hɔɪ noʊ diʌ ɑhoʊ | 0.996341 | 26.479015 | 4.165633 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
ary nivory ny taranak'i benjamina avy tamin'ny tanànany rehetra hankany gibea mba handeha hiady amin'ny zanak'isiraely | 95.349434 | 29.110043 | 59.282845 | 58.603916 | slowly | ɛɹi 'aɪ ' ɛmbieɪ ɑmin' ' | 0.998061 | 26.222401 | 4.019497 | clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
ary ny mpitifitra teo amin'ny manda nitifitra ny mpanomponao | 98.261909 | 19.041229 | 46.299229 | 59.598892 | slightly slowly | ɛɹi teɪoʊ ɑmin' mændʌ | 0.996555 | 28.951202 | 3.998655 | balanced in clarity | very close-sounding | very monotone | very clear | great speech quality |
ary manaova satroka boribory ho azy ho voninahitra sy ho fahatsaran-tarehy | 84.652443 | 19.471111 | 46.636177 | 59.601688 | slowly | ɛɹi hoʊ hoʊ saɪ hoʊ - | 0.99775 | 23.120378 | 3.860936 | balanced in clarity | very close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
iray ihany no mpanome lalàna sy mpitsara dia ilay mahavonjy sy mahavery | 103.759453 | 32.587631 | 48.01408 | 46.68018 | slowly | noʊ saɪ diʌ saɪ | 0.992995 | 23.948862 | 3.75522 | balanced in clarity | slightly distant-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
dia nidina tany amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga aho ary indro nanao ny asany teo amin'ny ankodina fanaovana izy | 97.50737 | 19.075031 | 63.996708 | 58.600658 | slowly | diʌ ɑmin' ' ɑhoʊ ɛɹi teɪoʊ ɑmin' | 0.99756 | 27.22937 | 4.146187 | clean | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
ary isaorana anie ny anaranao malaza izay voasandratra ambonin'ny fisaorana sy ny fiderana rehetra | 86.497528 | 23.965761 | 51.89817 | 59.860676 | very slowly | ɛɹi ' saɪ | 0.997417 | 26.787167 | 3.615926 | slightly clean | very close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
iza no nanoro hevitra anareo handositra ny fahatezerana ho avy | 113.526718 | 41.678947 | 28.163929 | 52.742832 | slowly | noʊ hoʊ | 0.994092 | 25.377636 | 3.473351 | noisy | slightly distant-sounding | slightly expressive and animated | almost no noise | moderate speech quality |
hanafoanana ny tany sy handringanana ny mpanota tsy ho ao | 82.819099 | 19.706709 | 53.90015 | 58.929813 | very slowly | saɪ hoʊ | 0.991543 | 17.045244 | 3.11501 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | noisy | moderate speech quality |
ary nony hitan'ny isiraely rehetra fa tsy nihaino azy ny mpanjaka dia namaly ny mpanjaka ny vahoaka ka nanao hoe | 85.243629 | 14.098958 | 51.404453 | 57.658478 | slowly | ɛɹi ' diʌ kɑ hoʊ | 0.996454 | 24.288048 | 3.923115 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | slightly noisy | great speech quality |
ary hoy davida moa maninona aho izao mba miteny aho ka nahoana moa | 102.291664 | 29.872652 | 51.471935 | 59.645756 | slightly slowly | ɛɹi hɔɪ dɑvidʌ ɑhoʊ ɛmbieɪ ɑhoʊ kɑ | 0.99508 | 28.837719 | 3.881277 | slightly clean | very close-sounding | monotone | very clear | great speech quality |
ka dia ho fantatrareo fa izaho no jehovah raha manokatra ny fasanareo aho ry oloko ka mampiakatra anareo hiala amin'ny fasanareo | 79.152786 | 8.871132 | 48.220016 | 58.397205 | slowly | kɑ diʌ hoʊ noʊ dʒʌhoʊvʌ ɑhoʊ kɑ ɑmin' | 0.997404 | 27.666227 | 3.71718 | balanced in clarity | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ekeo ihany ankehitriny fa izao no mety amintsika hahatanteraka ny fahamarinana rehetra | 108.059288 | 26.035715 | 49.218922 | 33.555233 | very slowly | noʊ | 0.987976 | 24.660454 | 3.09585 | balanced in clarity | very distant-sounding | monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
ny lalàna rehetra izay andidiako anao anio dia tandremo harahinareo mba ho velona ianareo ka hihamaro ary hiditra sady handova ny tany izay nianianan'i jehovah tamin'ny razanareo homena azy | 85.040085 | 19.4928 | 52.43539 | 59.108002 | slowly | diʌ ɛmbieɪ hoʊ kɑ ɛɹi 'aɪ dʒʌhoʊvʌ ' | 0.995391 | 27.869127 | 3.796098 | slightly clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary ny andro nanjakan'i davida tamin'ny isiraely dia efa-polo taona tao hebrona no nanjakany fito taona ary tao jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona | 88.632019 | 26.064302 | 57.881378 | 59.509754 | slowly | ɛɹi 'aɪ dɑvidʌ ' diʌ -poʊloʊ taʊ noʊ ɛɹi taʊ noʊ -poʊloʊ | 0.995864 | 25.718822 | 3.714531 | slightly clean | very close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary ny faritry ny tany azony dia teo anelanelan'ny taranak'i joda sy ny taranak'i josefa | 83.703186 | 18.681849 | 58.551895 | 58.138878 | slowly | ɛɹi diʌ teɪoʊ ' 'aɪ saɪ 'aɪ | 0.995175 | 28.425968 | 3.887784 | clean | slightly close-sounding | very monotone | very clear | great speech quality |
koa izany no hiderako anao eny amin'ny firenen-tsamy hafa jehovah ô sy hankalazako ny anaranao | 87.668678 | 22.041857 | 58.022354 | 58.662201 | slowly | noʊ ɑmin' - dʒʌhoʊvʌ saɪ | 0.995295 | 27.551792 | 3.940711 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
nefa izaho efa nilaza hoe hianao sy ziba no hizara ny tany | 84.380348 | 14.038838 | 61.986191 | 59.765129 | slowly | hoʊ saɪ noʊ | 0.991838 | 26.323389 | 3.968729 | clean | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary ilay filistina nandroso nanatona an'i davida sady teo alohany ilay lehilahy mitondra ny ampinga lehibe | 81.266846 | 22.882362 | 55.125343 | 57.844048 | slowly | ɛɹi æn'aɪ dɑvidʌ teɪoʊ | 0.996572 | 24.005051 | 4.115005 | slightly clean | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | wonderful speech quality |
koa noho izany dia handositra tokoa ianareo ary hoy ianareo hitaingina ny faingan-tongotra izahay | 86.048012 | 14.046236 | 67.055695 | 58.675411 | very slowly | diʌ ɛɹi hɔɪ - | 0.997766 | 25.966879 | 3.492887 | very clean | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | moderate speech quality |
lozanareo mpanora-dalàna sy fariseo mpihatsaravelatsihy | 106.695625 | 24.433189 | 37.645229 | 42.806232 | very slowly | - saɪ | 0.985959 | 26.210949 | 2.35808 | slightly noisy | distant-sounding | monotone | almost no noise | bad speech quality |
nefa izaho tsy naniraka azy na nandidy azy tsinona ka dia tsy mahasoa ity firenena ity akory izy hoy jehovah | 82.369049 | 18.494707 | 53.974594 | 58.757103 | slowly | nɑ kɑ diʌ hɔɪ dʒʌhoʊvʌ | 0.993609 | 26.10997 | 3.867825 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
iakatra ho any amin'ny tanànan'ny joda anankiray va aho | 91.431358 | 16.14496 | 59.96191 | 59.26725 | slightly slowly | hoʊ ɛni ɑmin' ' ɑhoʊ | 0.997652 | 28.710428 | 3.687317 | clean | very close-sounding | very monotone | very clear | great speech quality |
ary moaba niodina tamin'ny isiraely rehefa maty ahaba | 92.016846 | 23.639442 | 51.175404 | 59.335461 | very slowly | ɛɹi ' | 0.996111 | 21.940538 | 3.625778 | slightly clean | very close-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
fa ny nofo rehetra samy efa nanimba ny lalany avy tambonin'ny tany | 104.467529 | 34.385105 | 42.704971 | 59.790913 | very slowly | ' | 0.994741 | 26.267572 | 3.870911 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | almost no noise | great speech quality |
ary aza avela hisy olon-kafa hihinana zava-masina na izay mivahiny ao amin'ny mpisorona na izay mpikarama dia samy tsy mahazo mihinana zava-masina | 79.988884 | 17.350178 | 48.804356 | 52.096935 | slowly | ɛɹi - - nɑ ɑmin' nɑ diʌ - | 0.99886 | 26.019199 | 4.224164 | balanced in clarity | slightly distant-sounding | very monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
ary paoly niantso ny kapiteny anankiray hankeo aminy ka nanao hoe | 101.840691 | 28.864883 | 59.493809 | 41.599583 | slowly | ɛɹi kɑ hoʊ | 0.995027 | 23.916988 | 3.519778 | clean | distant-sounding | monotone | slightly noisy | moderate speech quality |
ary tamin'izany andro izany nisy ny sasany teo izay nanambara tamin'i jesosy ny nanjo ny galiliana izay naharoharon'i pilato tamin'ny fanatiny ny ràny | 113.260681 | 36.826954 | 46.544853 | 58.748299 | slowly | ɛɹi ' teɪoʊ 'aɪ 'aɪ pilɑtoʊ ' | 0.994421 | 24.161936 | 3.712512 | balanced in clarity | slightly close-sounding | monotone | slightly noisy | great speech quality |
ary tsarovy fa andevo tany amin'ny tany egypta ianao koa izany no andidiako anao hanao izany zavatra izany | 81.102257 | 18.829256 | 48.433205 | 59.698097 | slowly | ɛɹi ɑmin' noʊ | 0.997662 | 27.212629 | 3.694818 | balanced in clarity | very close-sounding | very monotone | almost no noise | great speech quality |
ary nony afaka kelikely tamin'ny taom-pijinjana ny vary tritika dia nitondra zanak'osy samsona ho entiny mamangy ny vadiny ka hoy izy | 94.298668 | 21.230114 | 45.159431 | 59.345715 | slowly | ɛɹi ' - vɛɹi diʌ ' hoʊ kɑ hɔɪ | 0.995431 | 27.915615 | 4.044373 | balanced in clarity | very close-sounding | monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
mpaminany no hatsangako ho azy avy amin'ny rahalahiny tahaka anao ka hataoko ao am-bavany ny teniko ary holazainy aminy izay rehetra handidiako azy | 75.956116 | 13.15319 | 51.304394 | 58.346912 | slowly | noʊ hoʊ ɑmin' kɑ æm- ɛɹi | 0.997845 | 26.544727 | 4.228118 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
fa ny trano ao amin'ny vohitra izay tsy misy manda manodidina kosa dia hatao taha ka ny tany ihany ho azo avotana ihany izany na ho afaka amin'ny jobily | 80.743492 | 18.685156 | 56.781868 | 57.661777 | slowly | ɑmin' mændʌ koʊsɑ diʌ kɑ hoʊ nɑ hoʊ ɑmin' | 0.997599 | 27.232422 | 4.040061 | slightly clean | slightly close-sounding | very monotone | almost no noise | wonderful speech quality |
rahely nitomany ny zanany ary tsy azo nampiononina izy satria lany ritra ireny | 108.118301 | 24.960896 | 47.934074 | 34.077969 | very slowly | ɛɹi | 0.973717 | 22.302086 | 2.920003 | balanced in clarity | very distant-sounding | monotone | slightly noisy | slightly bad speech quality |
End of preview. Expand in Data Studio
README.md exists but content is empty.
- Downloads last month
- 3