Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet Duplicate
id
stringlengths
16
32
audio
audioduration (s)
3.01
34
text
stringlengths
18
546
book
stringclasses
59 values
chapter
stringclasses
918 values
verse
int64
1
174
duration_sec
float64
3.01
34
21_Mpitoriteny_012_v012
Ankoatra izany, anaka, dia izao no ampitandremako anao: Tsy ho tapitra ny boky mivoaka, ka mandreraka ny vatana ny mifantoka be amin’ireny.
21_Mpitoriteny
21_Mpitoriteny_012
12
9.486
46_1_Korintianina_010_v001
Tiako ho fantatrareo, ry rahalahy, fa nandeha teo ambanin’ny rahona daholo ny razambentsika, ary namakivaky ny ranomasina izy rehetra.
46_1_Korintianina
46_1_Korintianina_010
1
8.366
13_1_Tantara_011_v007
Dia nanorim-ponenana tao amin’ilay tanàna voaro mafy i Davida. Izany no antony niantsoana azy io hoe Tanànan’i Davida.
13_1_Tantara
13_1_Tantara_011
7
8.429
24_Jeremia_011_v023
Tsy hisy hiangana izy ireo, satria hahatonga loza amin’ny mponin’i Anatota aho, amin’ny taona hanaovako ampamoaka azy.”
24_Jeremia
24_Jeremia_011
23
9.039
01_Genesisy_010_v015
I Kanana niteraka an’i Sidona lahimatoany, sy Heta,
01_Genesisy
01_Genesisy_010
15
4.086
41_Marka_014_v038
Miambena sy mivavaha foana mba tsy ho resin’ny fakam-panahy. Mazoto ihany ny saina, saingy ny nofo no malemy.”
41_Marka
41_Marka_014
38
7.211
09_1_Samoela_010_v008
Koa tonga dia mandehana midina any Gilgala, fa hidina hanaraka anao aho mba hanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Dia miandrasa fito andro mandra-pahatongako any aminao. Hampahafantariko anao avy eo izay tokony hataonao.”
09_1_Samoela
09_1_Samoela_010
8
15.72
54_1_Timoty_005_v007
Resaho amin’izy ireo foana àry ireo toromarika ireo, mba tsy hisy hokianina izy ireo.
54_1_Timoty
54_1_Timoty_005
7
5.59
02_Eksodosy_005_v021
Tonga dia nilaza tamin’izy roa lahy izy ireo hoe: “Enga anie i Jehovah hijery an’izay nataonareo sy hitsara anareo! Fa efa nataonareo izay hankahalan’i Farao sy ny mpanompony anay, ary nasianareo sabatra teny an-tanany hamonoany anay.”
02_Eksodosy
02_Eksodosy_005
21
13.995
25_Fitomaniana_005_v019
Ianao kosa Jehovah ô, mipetraka mandrakizay eo amin’ny seza fiandriananao, Izay haharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby.
25_Fitomaniana
25_Fitomaniana_005
19
7.721
13_1_Tantara_015_v022
I Kenania, mpiadidy teo amin’ny Levita, no niandraikitra ny filanjana ny Vata, satria hainy tsara izany.
13_1_Tantara
13_1_Tantara_015
22
6.35
10_2_Samoela_019_v027
Kanjo nendrikendrehiny tany amin’ny mpanjaka tompoko ny mpanomponao. Hoatran’ny anjelin’ilay tena Andriamanitra anefa ny mpanjaka tompoko, ka ataovy izay hitanao fa mety.
10_2_Samoela
10_2_Samoela_019
27
8.847
23_Isaia_049_v017
Miverina haingana ny zanakao, Ary hiala aminao izay nandrodana sy nandrava anao.
23_Isaia
23_Isaia_049
17
5.777
48_Galatianina_002_v011
Rehefa tonga tany Antiokia anefa i Kefasy, dia noteneniko mivantana izy, satria tena hita fa diso.
48_Galatianina
48_Galatianina_002
11
7.093
52_1_Tesalonianina_003_v013
Amin’izay dia hataony matanjaka sy masina ary tsy misy tsiny eo anatrehan’ilay Andriamanitra Raintsika ny fonareo, rehefa manatrika i Jesosy Tompontsika, miaraka amin’ny olony masina rehetra.
52_1_Tesalonianina
52_1_Tesalonianina_003
13
13.485
23_Isaia_053_v002
Hitsiry toy ny rantsankazo eo anatrehany izy, hoatran’ny faka maniry eny amin’ny tany karakaina. Tsy mba hoatran’ny olo-manan-kaja no fahitana azy, sady tsy manana voninahitra izy. Tsy mba voasarika hanatona azy izahay rehefa mahita ny bika aman’endriny.
23_Isaia
23_Isaia_053
2
16.12
26_Ezekiela_048_v001
“Ireto avy ny anjaran’ireo foko, manomboka eo amin’ny farany avaratra: Ny anjaran’i Dana dia manaraka ny lalana mankany Hetlona hatrany Lebo-hamata ka hatrany Hazara-enana, dia avy eo manaraka ny sisin-tanin’i Damaskosy mianavaratra, any akaikin’i Hamata. Manomboka eo amin’ny sisiny atsinanana ka hatreo amin’ny sisiny ...
26_Ezekiela
26_Ezekiela_048
1
21.328
15_Ezra_007_v017
Ampiasao avy hatrany izany vola izany mba hividianana ombilahy sy ondrilahy sy zanak’ondry, ary fanatitra varimbazaha sy fanatitra zava-pisotro ilaina miaraka amin’ireo. Dia atolory eo amin’ny alitaran’ny tranon’ny Andriamanitrareo any Jerosalema izany.
15_Ezra
15_Ezra_007
17
14.286
09_1_Samoela_006_v001
Fito volana ny Vata masin’i Jehovah no tany amin’ny tanin’ny Filistinina.
09_1_Samoela
09_1_Samoela_006
1
5.7
19_Salamo_038_v016
Fa hoy aho: “Enga anie ka tsy hifaly amin’ny fahavoazako izy ireo, Na hanambony tena ka hanambanimbany ahy, raha sendra mibolisatra ny tongotro.”
19_Salamo
19_Salamo_038
16
8.786
23_Isaia_017_v004
“Hihena ny voninahitr’i Jakoba, amin’izany andro izany, Ary ho lasa mahia kely ilay vatany salama.
23_Isaia
23_Isaia_017
4
6.635
51_Kolosianina_003_v015
Avelao hanjaka ao am-ponareo ny fiadanan’i Kristy, satria nantsoin’Andriamanitra ianareo mba hahazo an’izany fiadanana izany ka ho lasa vatana iray. Asehoy koa fa mahay mankasitraka ianareo.
51_Kolosianina
51_Kolosianina_003
15
11.681
40_Matio_014_v005
Te hamono an’i Jaona i Heroda saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nihevitra izy ireo hoe mpaminany i Jaona.
40_Matio
40_Matio_014
5
6.516
45_Romanina_009_v010
Tsy tamin’izay ihany anefa Andriamanitra no nampanantena, fa nanao an’izany koa izy tamin’i Rebeka niteraka kambana tamin’ny lehilahy iray, izay tsy iza fa i Isaka razambentsika.
45_Romanina
45_Romanina_009
10
9.766
18_Joba_024_v021
Mihaza an’izay vehivavy tsy miteraka izy, Ary mampijaly an’izay maty vady.
18_Joba
18_Joba_024
21
5.385
48_Galatianina_002_v013
Dia lasa nihatsaravelatsihy niaraka taminy koa ny Jiosy hafa rehetra, ka na i Barnabasy aza mba voataonan’izy ireo hihatsaravelatsihy koa.
48_Galatianina
48_Galatianina_002
13
7.834
59_Jakoba_003_v014
Raha be fialonana sy tia ady anefa ianareo ao am-ponareo, dia aza mirehareha na milaza zavatra mifanohitra amin’ny fahamarinana.
59_Jakoba
59_Jakoba_003
14
8.104
06_Josoa_013_v013
Tsy noroahin’ny Israelita anefa ny Gesorita sy ny Makatita, fa mbola miara-monina amin’ny Israely hatramin’izao ny mponina ao Gesora sy Makata.
06_Josoa
06_Josoa_013
13
8.255
09_1_Samoela_022_v007
Dia hoy i Saoly tamin’ireo mpanompony nanodidina azy: “Mba henoy kely izao, ry Benjaminita: Ny zanak’i Jese ve dia hanao hoatr’ahy, ka hanome anareo rehetra saha sy tanimboaloboka? Izy ve dia hanendry anareo rehetra ho lehiben’ny arivo sy ho lehiben’ny zato?
09_1_Samoela
09_1_Samoela_022
7
15.337
23_Isaia_023_v008
Iza no nandray an’ilay fanapahan-kevitra hoe hamely an’i Tyro, Ilay mpanome satroboninahitra? Andriana no mpivarotra tao aminy, Ary nomena voninahitra eran-tany ny mpivaro-mandeha tao aminy.
23_Isaia
23_Isaia_023
8
13.283
47_2_Korintianina_005_v017
Raha misy olona tafaray amin’i Kristy àry, dia zavaboary vaovao izy. Efa lasa ny zavatra taloha, ary ireo misy zava-baovao.
47_2_Korintianina
47_2_Korintianina_005
17
9.543
23_Isaia_048_v011
Hanao zavatra aho noho ny amiko. Fa nahoana no havelako hozimbazimbaina ny anarako? Tsy homeko an’iza na iza ny voninahitro.
23_Isaia
23_Isaia_048
11
8.982
16_Nehemia_004_v019
Dia hoy aho tamin’ny olona ambony sy ny solontenam-panjakana ary ny vahoaka: “Mbola betsaka sady goavana ny asa, nefa isika miparitaka be eny amin’ny manda ka mifanalavitra.
16_Nehemia
16_Nehemia_004
19
10.334
45_Romanina_002_v020
mpananatra ny tsy misaina, mpampianatra ny zaza bodo, ary azonao tsara ny fototry ny fahalalana sy ny fahamarinana ao amin’ny Lalàna.
45_Romanina
45_Romanina_002
20
8.092
29_Joela_001_v016
Tsy efa tapitra tsy misy intsony ve ny sakafo, Ary tsy misy olona mifalifaly intsony ao an-tranon’ilay Andriamanitsika?
29_Joela
29_Joela_001
16
8.034
12_2_Mpanjaka_025_v001
Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahafolo tamin’ny taona fahasivy nanjakan’i Zedekia, dia tonga hanafika an’i Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona sy ny tafiny manontolo. Dia nitoby teo akaikin’i Jerosalema izy, ka nanangana manda nanodidina azy.
12_2_Mpanjaka
12_2_Mpanjaka_025
1
16.928
10_2_Samoela_022_v022
Fa narahiko foana ny lalan’i Jehovah, Ary tsy nanao ratsy aho ka hoe niala tamin’ny Andriamanitro.
10_2_Samoela
10_2_Samoela_022
22
6.606
23_Isaia_008_v011
Nanohana ahy ny tanana matanjak’i Jehovah, ka izao no nolazainy tamiko mba hisakanana ahy tsy hanaraka ny fanaon’ity vahoaka ity:
23_Isaia
23_Isaia_008
11
7.718
18_Joba_021_v021
Fa inona moa no ivakiany loha amin’izay mitranga amin’ny taranany rehefa tsy eo intsony izy, Raha afohezina ireo volana tokony hiainany?
18_Joba
18_Joba_021
21
7.241
40_Matio_001_v005
Salmona niteraka an’i Boaza tamin’i Rahaba; Boaza niteraka an’i Obeda tamin’i Rota; Obeda niteraka an’i Jese;
40_Matio
40_Matio_001
5
7.92
23_Isaia_065_v012
Dia hatolotro ho fatin’ny sabatra ianareo, Ary hiankohoka mba hovonoina daholo. Niantso mantsy aho, fa tsy namaly ianareo. Niteny aho, fa tsy nihaino ianareo. Nanao izay ratsy teo imasoko foana koa ianareo, Ary ny zavatra tsy tiako no nofidinareo.”
23_Isaia
23_Isaia_065
12
19.087
07_Mpitsara_020_v036
Noheverin’ny Benjaminita fa ho resy ny lehilahy israelita matoa nandositra. Nandositra anefa ny Israely satria natoky an’ireo nasainy niafina mba hanafika an’i Gibea.
07_Mpitsara
07_Mpitsara_020
36
11.935
48_Galatianina_006_v003
Fa raha misy mihevi-tena hoe ambony nefa tsinontsinona, dia mamita-tena izy.
48_Galatianina
48_Galatianina_006
3
5.332
26_Ezekiela_027_v001
Niteny tamiko indray i Jehovah hoe:
26_Ezekiela
26_Ezekiela_027
1
3.448
40_Matio_004_v014
Tanteraka àry izay nasaina nolazain’i Isaia mpaminany hoe:
40_Matio
40_Matio_004
14
3.586
23_Isaia_021_v010
Ry vahoakako voahosihosy toy ny varimbazaha, Ry vokatra avy eny amin’ny famoloana! Notantaraiko taminareo izay henoko tamin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Andriamanitry ny Israely.
23_Isaia
23_Isaia_021
10
12.729
20_Ohabolana_013_v008
Ny harenan’ny manankarena no omeny hanavotana ny ainy, Fa ny mahantra kosa tsy mba misy mandrahona.
20_Ohabolana
20_Ohabolana_013
8
6.342
23_Isaia_007_v023
“Amin’izany andro izany, dia tsilo sy ahidratsy fotsiny no haniry eny amin’izay nisy foto-boaloboka iray aotra nitentina volafotsy iray aotra sekely.
23_Isaia
23_Isaia_007
23
8.565
12_2_Mpanjaka_019_v007
Fa misy hevitra hampidiriko ao an-tsainy, dia hody any amin’ny taniny izy rehefa avy maheno tatitra. Dia hataoko matin’ny sabatra any amin’ny taniny ihany izy.”’”
12_2_Mpanjaka
12_2_Mpanjaka_019
7
9.508
66_Apokalypsy_016_v015
“Ho avy toy ny mpangalatra aho. Sambatra izay miambina foana ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany. Amin’izay izy tsy handeha mitanjaka ka ho hitan’ny olona ny fitanjahany.”
66_Apokalypsy
66_Apokalypsy_016
15
13.653
24_Jeremia_002_v020
‘Fa efa hatry ny ela no nopotipotehiko ny zioganao, Ary notapahiko izay namatotra anao. Hoy anefa ianao: “Tsy hanompo anao aho.” Teny amin’ny havoana rehetra sy teny ambanin’ny hazo midoroboka rehetra mantsy ianao No nitsilailay nivaro-tena.
24_Jeremia
24_Jeremia_002
20
16.266
28_Hosea_006_v002
Hataony velombelona indray isika rehefa afaka roa andro. Hatsangany isika amin’ny andro fahatelo, Ka ho velona eo anatrehany.
28_Hosea
28_Hosea_006
2
7.556
07_Mpitsara_005_v012
Mifohaza, mifohaza, ry Debora ô! Mifohaza, mifohaza, ka mihirà! Mitsangàna ry Baraka! Ento manaraka anao ireo olona azonao babo, ry zanak’i Abinoama!
07_Mpitsara
07_Mpitsara_005
12
11.365
13_1_Tantara_008_v017
I Zebadia, Mesolama, Hizky, Hebera,
13_1_Tantara
13_1_Tantara_008
17
5.886
23_Isaia_049_v021
Dia hiteny anakampo ianao hoe: ‘Mba iza àry no rain’ireto zaza ireto, ka nanome ahy an’ireto? Izaho ange vehivavy maty anaka sy momba e! Dia izaho koa natao sesitany sady nogadraina. Dia iza no nitaiza an’ireto? Na izaho aza nilaozan’ny olona irery tany, Dia avy aiza izany ireto?’”
23_Isaia
23_Isaia_049
21
19.671
14_2_Tantara_017_v005
Koa nataon’i Jehovah mafy orina ny fanjakany. Ary nitondran’ny Joda rehetra fanomezana foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.
14_2_Tantara
14_2_Tantara_017
5
10.763
11_1_Mpanjaka_018_v008
Namaly i Elia hoe: “Izaho ity! Mandehana lazao amin’ny tomponao hoe: ‘Any i Elia!’”
11_1_Mpanjaka
11_1_Mpanjaka_018
8
6.923
07_Mpitsara_006_v003
Ary rehefa namafy voa ny Israely, dia nanafika azy ny Midianina sy ny Amalekita ary ny Tatsinanana.
07_Mpitsara
07_Mpitsara_006
3
7.349
23_Isaia_044_v017
Ny ambiny kosa anamboarany andriamanitra ka ataony sary sokitra. Iankohofany ilay izy dia ivavahany. Dia mivavaka aminy izy hoe: “Vonjeo aho fa ianao no andriamanitro.”
23_Isaia
23_Isaia_044
17
12.233
18_Joba_034_v036
Aoka i Joba hotsapaina hatramin’ny fetra farany, Satria hoatran’ny an’ny ratsy fanahy ny valin-teniny!
18_Joba
18_Joba_034
36
6.118
23_Isaia_041_v016
Hokororohinao ireny, Ka hoentin’ny rivotra, Ary haelin’ny tafio-drivotra. Dia hifaly noho ny amin’i Jehovah ianao, Ary Ilay Masin’ny Israely no ho reharehanao.”
23_Isaia
23_Isaia_041
16
12.547
51_Kolosianina_004_v018
Ity no veloma nosoratan’ny tanako, izaho Paoly. Tadidio foana fa mifatotra rojo vy aho. Enga anie ianareo hanehoana an’ilay hatsaram-panahy miavaka!
51_Kolosianina
51_Kolosianina_004
18
13.344
13_1_Tantara_024_v016
Petahia no faha-sivy ambin'ny folo, Jehezekela no faha-roapolo,
13_1_Tantara
13_1_Tantara_024
16
4.876
18_Joba_004_v020
Mbola tsy hariva ny andro dia efa potipotika ireny, Maty mandrakizay izy nefa tsy misy miraharaha.
18_Joba
18_Joba_004
20
6.481
23_Isaia_008_v017
Izaho hanantena foana an’i Jehovah, izay manafina ny tarehiny amin’ny taranak’i Jakoba. Dia hanantena Azy aho.
23_Isaia
23_Isaia_008
17
8.118
32_Jona_002_v010
Farany, dia nobaikoin’i Jehovah ilay trondro ka naloany teny amin’ny tany maina i Jona.
32_Jona
32_Jona_002
10
6.355
25_Fitomaniana_001_v005
Ireo manohitra azy indray izao no lasa tompony; tsy manana ahiahy ny fahavalony. Fa nataon’i Jehovah vonton’alahelo izy satria nandika lalàna imbetsaka. Nentin’ny fahavalo ho babo ny zanany.
25_Fitomaniana
25_Fitomaniana_001
5
14.315
47_2_Korintianina_003_v014
Donto anefa ny sain’izy ireo. Mbola tsy nesorina foana mantsy hatramin’izao ilay lamba manarona rehefa vakina ilay fifanekena taloha, satria amin’ny alalan’i Kristy ihany no anesorana azy io.
47_2_Korintianina
47_2_Korintianina_003
14
11.338
01_Genesisy_004_v012
Rehefa mamboly ianao, dia tsy hamokatra ny tany. Hirenireny sy handositra foana koa ianao eny ambonin’ny tany.”
01_Genesisy
01_Genesisy_004
12
8.048
12_2_Mpanjaka_006_v006
Ary hoy ilay lehilahin’Andriamanitra: “Fa taiza ilay izy no latsaka?” Dia natorony azy ilay toerana. Nanapaka rantsankazo i Elisa avy eo ka natsipiny tao, dia natsinkafony ilay lelam-pamaky.
12_2_Mpanjaka
12_2_Mpanjaka_006
6
11.354
40_Matio_005_v002
Dia nanomboka nampianatra azy ireo izy hoe:
40_Matio
40_Matio_005
2
3.075
11_1_Mpanjaka_001_v050
Natahotra an’i Solomona koa i Adonia. Nitsangana àry izy ka lasa nandeha namikitra tamin’ny tandroky ny alitara.
11_1_Mpanjaka
11_1_Mpanjaka_001
50
8.046
55_2_Timoty_004_v016
Tsy mba nisy tonga nanotrona ahy, tamin’izaho nilaza ny fiarovan-tenako voalohany, fa nandao ahy izy rehetra. Enga anie tsy homelohina noho izany izy ireo!
55_2_Timoty
55_2_Timoty_004
16
9.75
11_1_Mpanjaka_017_v018
Dia hoy ilay vehivavy tamin’i Elia: “Fa naninona anao aho, ry lehilahin’Andriamanitra ô? Tonga atỳ amiko ve ianao mba hampahatsiahy ny fahadisoako sy hamono ny zanako?”
11_1_Mpanjaka
11_1_Mpanjaka_017
18
10.194
24_Jeremia_046_v023
Dia hokapain’izy ireo ny alan’i Ejipta’, hoy i Jehovah, ‘na dia hoatran’ny hoe sarotra hitsofohana aza. Fa be lavitra noho ny valala izy ireo ka tsy hita isa.
24_Jeremia
24_Jeremia_046
23
10.002
07_Mpitsara_004_v017
Fa i Sisera kosa nandositra nankany amin’ny tranolain’i Jaela vadin’i Hebera Kenita, satria nihavana tsara i Jabina mpanjakan’i Hazora sy ny fianakavian’i Hebera Kenita.
07_Mpitsara
07_Mpitsara_004
17
10.647
10_2_Samoela_022_v017
Avy any amin’ny avo izy no nanatsotra ny tanany; Nitazona ahy izy ary nisintona ahy avy tao anaty rano lalina.
10_2_Samoela
10_2_Samoela_022
17
8.034
19_Salamo_145_v010
Hanome voninahitra anao ny asanao rehetra, Jehovah ô! Ary hidera anao ireo tsy mivadika aminao.
19_Salamo
19_Salamo_145
10
6.86
45_Romanina_008_v011
Raha ao anatinareo ny fanahin’ilay nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty, dia hamelona ny vatanareo mety maty koa ilay nanangana an’i Kristy Jesosy tamin’ny maty. Amin’ny alalan’ilay fanahiny ao anatinareo no hanaovany an’izany.
45_Romanina
45_Romanina_008
11
12.026
26_Ezekiela_016_v037
Angoniko daholo àry ny lehilahy niarahanao izay nomenao fahafinaretana, izany hoe izay rehetra tianao sy nankahalainao. Hangoniko avy eny amin’ny manodidina rehetra eny izy ireo mba hanohitra anao. Dia haharihariko amin’izy ireo ny fitanjahanao, ka ho hitany hoe mitanjaka tanteraka ianao.
26_Ezekiela
26_Ezekiela_016
37
19.713
24_Jeremia_004_v002
Raha manao ny marina sy ny rariny ary ny hitsiny ianao rehefa mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’ Dia hahazo fitahiana avy aminy ireo firenena, Ary Izy no ho reharehan’izy ireny.”
24_Jeremia
24_Jeremia_004
2
12.26
49_Efesianina_005_v003
Aza avela hotononina eo aminareo akory izay resaka momba ny fijangajangana sy izay rehetra mety ho fahalotoana na faniriana tsy mety afa-po, fa tsy mety amin’ny olona masina izany.
49_Efesianina
49_Efesianina_005
3
10.872
13_1_Tantara_004_v022
Jokima, ireo olona tao Kozeba, Joasy, sy Sarafa, izay samy nanambady vehivavy moabita, ary Jasobi-lehema. Lisitra efa taloha be ireo.
13_1_Tantara
13_1_Tantara_004
22
12.388
45_Romanina_009_v015
Hoy mantsy izy tamin’i Mosesy: “Hamindra fo amin’izay tiako hamindrana fo aho, ary hangoraka an’izay tiako hangorahana.”
45_Romanina
45_Romanina_009
15
7.14
24_Jeremia_032_v024
Jereo fa manangana dongon-tany hanaovana fahirano an’ilay tanàna ny fahavalo! Tena ho resin’ny Kaldeanina manafika azy ilay tanàna, satria ho tratran’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana. Tanteraka daholo izay nolazainao, araka izao hitanao izao.
24_Jeremia
24_Jeremia_032
24
16.256
18_Joba_036_v028
Dia araraky ny rahona izany, Ka mirotsaka amin’ny olombelona.
18_Joba
18_Joba_036
28
3.988
22_Tononkirani_Solomona_002_v007
Ry zanakavavin’i Jerosalema ô! Asaiko mianiana amin’ny gazela sy amin’ny serfavavy any an-tsaha ianareo Mba tsy hitady hanaitra na hampitsiry fitiavana ato amiko, fa avelao ilay izy hitsiry ho azy.
22_Tononkirani_Solomona
22_Tononkirani_Solomona_002
7
11.982
46_1_Korintianina_014_v035
Raha misy zavatra tiany ho fantatra, dia hanontany ny vadiny izy rehefa any an-trano, fa mahamenatra raha miteny eo anivon’ny fiangonana ny vehivavy.
46_1_Korintianina
46_1_Korintianina_014
35
8.242
30_Amosa_007_v002
Rehefa lanin’ny andiam-balala ny zavamaniry teo amin’ilay tany, dia hoy aho: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, mba avelao re ny helony e! Mbola ho tafavoaka velona ve i Jakoba? Fa malemy ange izy e!”
30_Amosa
30_Amosa_007
2
15.592
14_2_Tantara_035_v025
Dia nanao hira fisaonana an’i Josia i Jeremia. Ary mbola mihira momba an’i Josia foana ny mpihira lahy sy vavy rehetra hatramin’izao, rehefa manao hira fisaonana. Lasa natao fanao koa ny nihira an’ireny hira ireny teo amin’ny Israely, ka nosoratana ho anisan’ny hira fisaonana ireny.
14_2_Tantara
14_2_Tantara_035
25
16.265
41_Marka_013_v009
“Ianareo kosa mitandrema, fa hanolotra anareo any amin’ny fitsarana ny olona. Hokapohina any amin’ny synagoga ianareo, ary hoentina any amin’ny governora sy ny mpanjaka noho ny amiko, mba ho vavolombeloko eo anatrehany.
41_Marka
41_Marka_013
9
13.566
26_Ezekiela_043_v013
“Izao no refin’ilay alitara raha refesina araka ny hakiho, ka ny iray hakiho dia nirefy iray hakiho niampy sakan’ny felatanana: Iray hakiho ny haavon’ny fototra, ary iray hakiho ny sakany. Misy molony mirefy irain-jehy ny sisiny manodidina. Izany no fototr’ilay alitara.
26_Ezekiela
26_Ezekiela_043
13
17.484
20_Ohabolana_007_v007
Dia nandinika an’ireo olona mora fetsifetsena aho, Ka nahamarika tovolahy iray tsy ampy saina, izay niaraka tamin’ny tanora maromaro.
20_Ohabolana
20_Ohabolana_007
7
7.561
06_Josoa_022_v005
Tandremo tsara fotsiny ny didy sy ny Lalàna nomen’i Mosesy mpanompon’i Jehovah anareo, ka tiavo i Jehovah Andriamanitrareo, mandehana amin’ny lalany rehetra, tandremo ny didiny, mifikira aminy, ary manompoa azy amin’ny fonareo manontolo sy ny tenanareo manontolo.”
06_Josoa
06_Josoa_022
5
17.947
26_Ezekiela_002_v008
“Fa ianao, ry zanak’olona, henoy izay lazaiko aminao. Aza mikomy hoatran’io taranaka mpikomy io. Sokafy ny vavanao dia hano izay omeko anao.”
26_Ezekiela
26_Ezekiela_002
8
10.67
34_Nahoma_003_v003
Manjelanjelatra ny sabatra sy ny lefona entin’ny mpitaingin-tsoavaly, Be dia be ny olona voavono, ary mivangongo ny faty. Tsy hita isa ny faty, Ka voafingan’ireny ny olona.
34_Nahoma
34_Nahoma_003
3
11.444
66_Apokalypsy_014_v007
Niteny mafy izy hoe: “Matahora an’Andriamanitra dia omeo voninahitra izy, satria tonga ny ora fitsarany. Dia mivavaha amin’Ilay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny loharano.”
66_Apokalypsy
66_Apokalypsy_014
7
15.708
26_Ezekiela_018_v004
Fa ahy ny aina rehetra. Ahy ny ain’ny ray, dia hoatr’izany koa ny ain’ny zanaka. Izay olona manota no ho faty.
26_Ezekiela
26_Ezekiela_018
4
9.582
19_Salamo_122_v003
Naorina ho tanàna i Jerosalema, Izay natambatra ho iray.
19_Salamo
19_Salamo_122
3
5.099
14_2_Tantara_023_v009
Nomen’i Joiada mpisorona an’ireo lehiben’ny zato avy eo ny lefon’i Davida Mpanjaka sy ny ampinga keliny ary ny ampingany boribory, izay tao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.
14_2_Tantara
14_2_Tantara_023
9
8.94
End of preview. Expand in Data Studio

Malagasy NWT Dataset

Dataset from the Malagasy New World Translation Bible (JW.org 2021).

Format

  • audio — 16 kHz mono WAV
  • text — clean Malagasy transcript, digits converted to Malagasy words

Speaker Information

This dataset contains multiple speakers — several readers who each narrate different books or chapters of the Bible. Automatic speaker diarization and clustering was attempted using pyannote/speaker-diarization-3.1, but reliable speaker identity assignment was not achievable due to:

  • All readers using the same formal liturgical reading style
  • Similar prosody, pace, and acoustic characteristics across readers
  • Short segment lengths (verse-level) providing limited acoustic context
  • Occasional within-segment speaker switches (quoted speech read by a different voice)

No speaker ID column is provided in this dataset.

Stats

  • Clips: ~21,900
  • Total duration: ~60 hours
  • Train split: ~20,800 clips (95%)
  • Test split: ~1,100 clips (5%)
  • Language: Malagasy (mg)
  • Sample rate: 16,000 Hz mono
  • Segmentation: verse-level, aligned via JW.org API timestamps
  • Transcript: clean text, digits converted to Malagasy words
  • Source: JW.org (NWT 2021)

Columns

Column Type Description
id string Unique clip ID e.g. 01_Genesisy_001_v001
audio Audio 16 kHz mono WAV
text string Malagasy transcript
book string Bible book folder name
chapter string Chapter prefix
verse int Verse number
duration_sec float Clip duration in seconds

Usage

from datasets import load_dataset

ds = load_dataset("XedriX/malagasy-nwt-bible")

Limitations

  • No speaker labels — automatic clustering was attempted but not reliable enough to include
  • Multi-speaker segments — some segments contain more than one voice (quoted speech read by a different reader)
Downloads last month
85

Models trained or fine-tuned on XedriX/malagasy-nwt-bible