Translations of the Holy Scriptures
Collection
Bible translations in Parquet format: historical and modern versions from around the world. • 128 items • Updated • 1
translation_id stringclasses 1
value | translation stringclasses 1
value | language stringclasses 1
value | book_number int32 1 66 | book stringclasses 66
values | book_abbr stringclasses 66
values | chapter int32 1 150 | verse stringclasses 176
values | verse_number int32 1 176 | verse_suffix stringclasses 0
values | verse_id stringlengths 6 11 | text stringlengths 1 511 |
|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|---|
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 1 | 1 | null | Gen_1_1 | Tamin’ ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 2 | 2 | null | Gen_1_2 | Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin’ ny lalina. Ary ny fanahin’ Andriamanitra nanomba tambonin’ ny rano. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 3 | 3 | null | Gen_1_3 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 4 | 4 | null | Gen_1_4 | Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin’ Andriamanitra ny mazava sy ny maizina. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 5 | 5 | null | Gen_1_5 | Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe andro; ary ny maizina nataony hoe alina. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro voalohany izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 6 | 6 | null | Gen_1_6 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia habakabaka eo anelanelan’ ny rano; ary aoka hampisaraka ny rano amin’ ny rano izy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 7 | 7 | null | Gen_1_7 | Ary Andriamanitra nanao ny habakabakaka ka nampisaraka ny rano ambanin’ ny habakabaka tamin’ ny rano ambonin’ ny habakabaka; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 8 | 8 | null | Gen_1_8 | Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro faharoa izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 9 | 9 | null | Gen_1_9 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka hiangona ny rano eny ambanin’ ny lanitra ho eo amin’ ny fitoerana iray, ary aoka hiseho ny maina; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 10 | 10 | null | Gen_1_10 | Ary Andriamanitra nanao ny maina hoe tany; ary ny rano tafangona nataony hoe ranomasina. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 11 | 11 | null | Gen_1_11 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny tany haniry ahitra sy anana mamoa ary hazo fihinam-boa izay mamoa, samy araka ny karazany avy, ka manam-boa ao aminy, eny ambonin’ ny tany; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 12 | 12 | null | Gen_1_12 | Ary ny tany naniry ahitra sy anana mamoa samy araka ny karazany avy, ary hazo mamoa izay manam-boa ao aminy, samy araka ny karazany avy. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 13 | 13 | null | Gen_1_13 | Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahatelo izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 14 | 14 | null | Gen_1_14 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia fahazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra hampisaraka ny andro sy ny alina; ary aoka ho famantarana sy ho fotoana ary ho andro sy taona ireo. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 15 | 15 | null | Gen_1_15 | Ary aoka ho fanazavana eny amin’ ny habakabaky ny lanitra izy hanazava eny ambonin’ ny tany; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 16 | 16 | null | Gen_1_16 | Ary Andriamanitra nanao ny fanazavana roa lehibe, dia ny fanazavana lehibe ho mpanapaka ny andro ary ny fanazavana kely ho mpanapaka ny alina sy ny kintana. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 17 | 17 | null | Gen_1_17 | Ary Andriamanitra nametraka azy teny amin’ ny habakabaky ny lanitra hanazava eny ambonin’ ny tany, |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 18 | 18 | null | Gen_1_18 | sy ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary hampisaraka ny mazava sy ny maizina. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 19 | 19 | null | Gen_1_19 | Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahefatra izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 20 | 20 | null | Gen_1_20 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny rano ho be zava-manan’ aina; ary aoka hisy vorona hanidina ambonin’ ny tany eny amin’ ny habakabaky ny lanitra. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 21 | 21 | null | Gen_1_21 | Ary Andriamanitra nahary ny biby vaventy anaty rano sy ny zava-manan’ aina mihetsiketsika rehetra, izay efa betsaka ao amin’ ny rano, samy araka ny karazany avy, ary ny voro-manidina rehetra, samy araka ny karazany avy. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 22 | 22 | null | Gen_1_22 | Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa anaka sy mihabetsaha ary mamenoa ny rano ao amin’ ny ranomasina; ary aoka ny vorona hihamaro eny ambonin’ ny tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 23 | 23 | null | Gen_1_23 | Dia nisy fa hariva, ary nisy maraina, andro fahadimy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 24 | 24 | null | Gen_1_24 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Aoka ny tany hamoaka zava-manan’ aina samy araka ny karazany avy, dia biby fiompy sy biby mandady sy mikisaka ary bibi-dia, samy araka ny karazany avy; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 25 | 25 | null | Gen_1_25 | Ary Andriamanitra nanao ny bibi-dia, samy araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy, samy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany, samy araka ny karazany avy. Ary hitan’ Andriamanitra fa tsara izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 26 | 26 | null | Gen_1_26 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika; ary aoka izy hanjaka amin’ ny hazandrano ao amin’ ny ranomasina sy ny voro-manidina sy ny biby fiompy sy ny tany rehetra ary ny biby rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 27 | 27 | null | Gen_1_27 | Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik’ Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 28 | 28 | null | Gen_1_28 | Ary Andriamanitra nitso-drano azy hoe: Maroa fara sy mihabetsaha ary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy; ary manjaka amin’ ny hazandrano ao amin’ ny ranomasina sy ny voro-manidina ary ny biby rehetra izay mihetsiketsika ambonin’ ny tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 29 | 29 | null | Gen_1_29 | Ary Andriamanitra nanao hoe: Indro, efa nomeko anareo ny anana manintsam-boa rehetra izay ambonin’ ny tany rehetra ary ny hazo rehetra izay misy voa sady manintsam-boa; dia ho fihinana anareo ireny. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 30 | 30 | null | Gen_1_30 | Ary ny amin’ ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra ary ny zava-manan’ aina rehetra izay mandady na mikisaka amin’ ny tany, dia efa nomeko azy ny zava-maitso rehetra ho fihinany; dia nisy izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 1 | 31 | 31 | null | Gen_1_31 | Ary hitan’ Andriamanitra izay rehetra nataony, ary, indro, tsara indrindra izany. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro fahenina izany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 1 | 1 | null | Gen_2_1 | Dia vita ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 2 | 2 | null | Gen_2_2 | Ary tamin’ ny andro fahafito dia vitan’ Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin’ ny andro fahafito Izy tamin’ ny asany rehetra izay efa nataony. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 3 | 3 | null | Gen_2_3 | Ary Andriamanitra nitahy ny andro fahafito sy nanamasina azy, satria tamin’ izany no nitsaharan’ Andriamanitra tamin’ ny asany rehetra izay noforoniny tamin’ ny nanaovany azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 4 | 4 | null | Gen_2_4 | Ary izao no tantaran’ ny lanitra sy ny tany tamin’ ny namoronana azy, dia tamin’ ny nanaovan’ i Jehovah Andriamanitra ny tany sy ny lanitra: |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 5 | 5 | null | Gen_2_5 | Ny hazo madinika famboly dia tsy mbola nisy teo amin’ ny tany, ary ny anana famboly tsy mbola nisy naniry; fa tsy mbola nampilatsaka ranonorana tambonin’ ny tany Jehovah Andriamanitra, ary nisy olona hiasa ny tany; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 6 | 6 | null | Gen_2_6 | nefa nisy zavona niakatra avy tamin’ ny tany ka nandena ny tany rehetra. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 7 | 7 | null | Gen_2_7 | Ary vovo-tany no namoronan’ i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 8 | 8 | null | Gen_2_8 | Ary Jehovah Andriamanitra nanao saha tao Edena tany atsinanana, ka napetrany tao ralehilahy izay noforoniny. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 9 | 9 | null | Gen_2_9 | Ary nampanirin’ i Jehovah Andriamanitra teo amin’ ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon’ aina teo afovoan’ ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 10 | 10 | null | Gen_2_10 | Ary nisy ony nivoaka avy tao Edena handena ny saha; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra: |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 11 | 11 | null | Gen_2_11 | Ny anaran’ ny voalohany dia Pisona; io no mandeha manodidina ny tany Havila rehetra, izay misy ny volamena; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 12 | 12 | null | Gen_2_12 | ary tsara ny volamena amin’ izany tany izany; any ny bedola sy ny vato beryla. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 13 | 13 | null | Gen_2_13 | Ary ny anaran’ ny ony faha dia Gihona; io no mandeha manodidina ny tany Kosy rehetra. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 14 | 14 | null | Gen_2_14 | Ary ny anaran’ ny ony fahatelo dia Hidekela; io no mandeha tandrifin’ i Asyria. Ary ny ony fahefatra dia Eofrata. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 15 | 15 | null | Gen_2_15 | Ary Jehovah Andriamanitra nitondra an-dralehilahy ka namponina azy tao amin’ ny saha Edena hiasa sy hitandrina azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 16 | 16 | null | Gen_2_16 | Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin’ ny saha dia azonao ihinanana ihany; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 17 | 17 | null | Gen_2_17 | fa ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy dia aza ihinanana; fa amin’ ny andro izay ihinananao azy dia ho faty tokoa ianao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 18 | 18 | null | Gen_2_18 | Ary Jehovah Andriamanitra nanao hoe: Tsy tsara raha irery ralehilahy; dia hanaovako vady sahaza ho azy izy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 19 | 19 | null | Gen_2_19 | Ary tany no namoronan’ i Jehovah Andriamanitra ny bibi-dia rehetra sy ny voro-manidina rehetra; dia nentiny tany amin-dralehilahy ireny hahitany izay hanononany azy avy; ary izay rehetra nanononan-dralehilahy ny zava-manan’ aina rehetra, dia izany no anarany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 20 | 20 | null | Gen_2_20 | Dia nomen-dralehilahy anarana ny biby fiompy rehetra sy ny ny voro-manidina mbamin’ ny bibi-dia rehetra; nefa tsy hita izay vady sahaza ho an-dralehilahy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 21 | 21 | null | Gen_2_21 | Ary Jehovah Andriamanitra nahasondrian-tory an-dralehilahy, ka dia natory izy; dia naka ny taolan-tehezany anankiray Izy ka nanakombona nofo ho solony. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 22 | 22 | null | Gen_2_22 | Ary ny taolan-tehezana izay nalain’ i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 23 | 23 | null | Gen_2_23 | Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin’ ny taolako sy nofo avy amin’ ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 24 | 24 | null | Gen_2_24 | Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin’ ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 2 | 25 | 25 | null | Gen_2_25 | Ary nitanjaka izy mivady, dia ralehilahy sy ny vadiny, nefa tsy nahalala henatra izy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 1 | 1 | null | Gen_3_1 | Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon’ i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon’ Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin’ ny saha? |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 2 | 2 | null | Gen_3_2 | Fa hoy ravehivavy tamin’ ny menarana: Ny voan’ ny hazo eo amin’ ny saha dia azonay ihinanana ihany; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 3 | 3 | null | Gen_3_3 | fa ny voan’ ny hazo eo afovoan’ ny saha kosa no efa nataon’ Andriamanitra hoe: Aza hihinanareo na tendrenareo izany, fandrao maty ianareo. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 4 | 4 | null | Gen_3_4 | Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory ianareo; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 5 | 5 | null | Gen_3_5 | fa fantatr’ Andriamanitra fa na amin’ izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an’ Andriamanitra ianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 6 | 6 | null | Gen_3_6 | Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 7 | 7 | null | Gen_3_7 | Dia nahiratra ny mason’ izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin’ aviavy izy, ka nataony sikina ho azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 8 | 8 | null | Gen_3_8 | Ary nandre an’ i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin’ ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan’ i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin’ ny saha. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 9 | 9 | null | Gen_3_9 | Ary Jehovah Andriamanitra dia niantso an-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Aiza moa ianao? |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 10 | 10 | null | Gen_3_10 | Dia hoy izy: Nandre Anao tao amin’ ny saha aho; dia natahotra aho, satria mitanjaka, ka dia niery. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 11 | 11 | null | Gen_3_11 | Ary hoy Izy: Iza moa no nanambara taminao fa mitanjaka ianao? Efa nihinanao va ny hazo izay nandrarako anao tsy hihinananao? |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 12 | 12 | null | Gen_3_12 | Dia hoy ralehilahy: Ny vehivavy izay nomenao ho namako, izy no nanome ahy ny voankazo, ka dia nihinana aho. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 13 | 13 | null | Gen_3_13 | Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin-dravehivavy: Inona izao nataonao izao? Dia hoy ravehivavy: Ny menarana no namitaka ahy, ka dia nihinana aho. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 14 | 14 | null | Gen_3_14 | Ary hoy Jehovah Andriamanitra tamin’ ny menarana: Satria nanao izany ianao, koa amin’ ny biby fiompy rehetra sy ny bibi-dia rehetra dia ianao no voaozona: ny kibonao no handehananao, ary vovo-tany no hohaninao amin’ ny andro rehetra hiainanao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 15 | 15 | null | Gen_3_15 | Dia hampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy hanorotoro ny lohanao, ary ianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 16 | 16 | null | Gen_3_16 | Ary hoy koa Izy tamin-dravehivavy: Hahabe dia hahabe ny fahorianao Aho, indrindra fa raha manan’ anaka ianao; ary fahoriana no hiterahanao zanaka; ary ny vadinao no hianteheran’ ny fanirianao, ka izy no hanapaka anao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 17 | 17 | null | Gen_3_17 | Ary hoy koa Izy tamin’ i Adama: Satria efa nihaino ny feon’ ny vadinao ianao, ka nihinananao ny hazo, izay nandrarako anao hoe: Aza ihinananao izany, dia voaozona ny tany noho izay nataonao; fahoriana no hihinanao ny vokany amin’ ny andro rehetra hiainanao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 18 | 18 | null | Gen_3_18 | Ary haniry tsilo sy hery ho anao izy; ary hohaninao ny anana famboly. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 19 | 19 | null | Gen_3_19 | Ny fahatsembohan’ ny tavanao no hahazoanao hanina mandra-piverinao any amin’ ny tany; fa ny tany no nanalana anao; fa vovoka ianao, ary hiverina ho amin’ ny vovoka indray ianao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 20 | 20 | null | Gen_3_20 | Ary ralehilahy nanao ny anaran’ ny vadiny hoe Eva, satria izy no renin’ ny olombelona rehetra. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 21 | 21 | null | Gen_3_21 | Ary Jehovah Andriamanitra nanao akanjo hoditra ho an’ i Adama sy ny vadiny ka nampiakanjo azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 22 | 22 | null | Gen_3_22 | Ary hoy Jehovah Andriamanitra: Indro, ny olona efa tonga tahaka ny anankiray amintsika ka hahalala ny tsara sy ny ratsy; ary ankehitriny, andrao haninjitra ny tànany izy ka hakany koa ny hazon’ aina, ary hohaniny, ka ho velona mandrakizay izy; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 23 | 23 | null | Gen_3_23 | ka dia nesorin’ i Jehovah Andriamanitra tamin’ ny saha Edena izy hiasa ny tany izay nanalana azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 3 | 24 | 24 | null | Gen_3_24 | Eny, noroahiny ny olona; ary nampitoeriny tany atsinanan’ ny saha Edena ny kerobima sy ny lelafon’ ny sabatra mihebiheby hiambina ny lalana mankany amin’ ny hazon’ aina. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 1 | 1 | null | Gen_4_1 | Ary Adama nahalala an’ i Eva vadiny; dia nanan’ anaka Eva ka niteraka an’ i Kaina, ary hoy izy: Efa nahazo zazalahy tamin’ i Jehovah aho. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 2 | 2 | null | Gen_4_2 | Ary niteraka an’ i Abela rahalahiny koa izy. Ary Abela dia mpiandry ondry, fa Kaina kosa mpiasa tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 3 | 3 | null | Gen_4_3 | Ary rehefa afaka elaela, dia nitondran’ i Kaina ny vokatry ny tany ho fanatitra ho an’ i Jehovah; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 4 | 4 | null | Gen_4_4 | fa nitondran’ i Abela kosa ny voalohan-terak’ ondriny, dia izay matavy. Ary Jehovah nankasitraka an’ i Abela mbamin’ ny fanatiny; |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 5 | 5 | null | Gen_4_5 | fa Kaina mbamin’ ny fanatiny kosa tsy mba nankasitrahany. Dia tezitra indrindra Kaina, sady nanjombona ny tarehiny. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 6 | 6 | null | Gen_4_6 | Ary hoy Jehovah tamin’ i Kaina: Nahoana no tezitra ianao? Ary nahoana no manjombona ny tarehinao? |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 7 | 7 | null | Gen_4_7 | Raha tsara toetra ianao, moa tsy ho miramirana va? Fa raha tsy tsara toetra kosa ianao, dia mamitsaka eo am-baravarana ny ota; ary ianao no kendren’ ny faniriany, kanefa ianao no tokony hanapaka azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 8 | 8 | null | Gen_4_8 | Ary Kaina niteny tamin’ i Abela rahalahiny; ary nony tany an-tsaha izy mirahalahy, dia nitsangana Kaina nanatona an’ i Abela rahalahiny, ka namono azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 9 | 9 | null | Gen_4_9 | Ary hoy Jehovah tamin’ i Kaina: Aiza Abela rahalahinao? Fa hoy izy: Asa; moa mpitandrina ny rahalahiko va aho? |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 10 | 10 | null | Gen_4_10 | Ary hoy Izy: Inona no nataonao? Ny feon’ ny ran’ ny rahalahinao mitaraina amiko avy amin’ ny tany. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 11 | 11 | null | Gen_4_11 | Ary ankehitriny dia voaozona ianao hiala amin’ ny tany onenana, izay nivava hitelina ny ran’ ny rahalahinao nalatsaky ny tananao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 12 | 12 | null | Gen_4_12 | Raha miasa ny tany ianao, tsy mba hahavokatra ho anao intsony izy; ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin’ ny tany ianao. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 13 | 13 | null | Gen_4_13 | Dia hoy Kaina tamin’ i Jehovah: Lehibe ny valin’ ny heloko mihoatra noho izay zakako. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 14 | 14 | null | Gen_4_14 | Indro, efa noroahinao hiala amin’ ny tany onenana aho androany; dia hiery ny tavanao aho ary ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin’ ny tany; koa na iza na iza hahita ahy dia hamono ahy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 15 | 15 | null | Gen_4_15 | Ary hoy Jehovah taminy: Noho izany na iza na iza hamono an’ i Kaina, dia hovaliana fito eny izy. Ary Jehovah nanao famantarana ho an’ i Kaina; mba tsy hisy hamono azy izay rehetra hahita azy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 16 | 16 | null | Gen_4_16 | Ary Kaina dia niala teo anatrehan’ i Jehovah ka nonina tao amin’ ny tany Noda tandrifin’ i Edena. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 17 | 17 | null | Gen_4_17 | Ary Kaina nahalala ny vadiny, dia nanan’ anaka ravehivavy ka niteraka an’ i Enoka; ary nanorina vohitra Kaina, ka ny anaran’ ny vohitra dia nataony hoe Enoka, araka ny anaran’ ny zananilahy. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 18 | 18 | null | Gen_4_18 | Ary Enoka niteraka an’ Irada; ary Irada niteraka an’ i Mehojaela; ary Mehojaela niteraka an’ i Metosaela; ary Metosaela niteraka an’ i Lameka. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 19 | 19 | null | Gen_4_19 | Ary Lameka nampirafy roa: ny anaran’ ny anankiray Ada, ary ny anaran’ ny anankiray Zila. |
malagasy_bible_mg | Baiboly Malagasy (1865) | Malagasy | 1 | Genesis | Gen | 4 | 20 | 20 | null | Gen_4_20 | Ary Ada niteraka an’ i Jabala; izy no rain’ ny mpitoetra an-day, mpiandry omby aman’ ondry. |
The Baiboly Malagasy (Malagasy Bible) of 1865 is the first complete translation of the Bible into the Malagasy language of Madagascar. Prepared by British missionaries of the London Missionary Society, working with Malagasy scholars, this translation from the original Hebrew and Greek is a landmark of Malagasy literature. It has played a central role in the Christianization of Madagascar, where over 85% of the population is Christian. It includes the Protestant canon (66 books).
Each row represents one Bible verse.
| Column | Type | Description |
|---|---|---|
translation_id |
string | Translation identifier |
translation |
string | Full translation name |
language |
string | Language code |
book_number |
int32 | Book number (1-66) |
book |
string | Book name |
book_abbr |
string | Book abbreviation |
chapter |
int32 | Chapter number |
verse |
string | Verse number (may include suffixes like 13a) |
verse_number |
int32 | Numeric part of verse |
verse_suffix |
string | Verse suffix (e.g. a, b) or null |
verse_id |
string | Unique verse identifier ({book_abbr}_{chapter}_{verse}) |
text |
string | Verse text |
from datasets import load_dataset
dataset = load_dataset("k-mktr/malagasy_bible_mg", split="train")
print(dataset[0])
# {'translation_id': 'malagasy_bible_mg', 'book': '...', 'chapter': 1, 'verse': '1', 'text': '...'}
Public domain (1865 edition, copyright expired).