Malagasy stringlengths 1 500 | emotion stringclasses 7 values |
|---|---|
ny mahantra mitaraina izy sy ny ory tsy manan-kamonjy; | sadness |
nomen'Andriamanitra azy izay niriny. | neutral |
"Amin'izany andro izany, toy ny hangoronana ny soratra no handrodananay ny lanitra (ho eo ampelatananay). | disgust |
Eny, izy rehetra dia tonga tahaka an'i Sodoma raha amiko, ary ny mponina ao dia | neutral |
Ary rehefa nataony teo ampovoany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Fahefana manao ahoana, na anarana manao ahoana, no nanaovanareo izany? ka nasainy nentina teo anatrehany izy roa lahy, dia nanontaniany hoe: Amin' ny fahefan' iza, na amin' ny anaran' iza no anaovanareo izany? | anger |
Efa akaiky dia akaiky ny fotoana hamonoan'Andriamanitra ny mpanao ratsy. | neutral |
Sa mitaky ny fanaovantsika ireo zavatra roa loha ireo ny tena fivavahana marina? | neutral |
Ary tsy nahazo nampiseho hery akory Izy teo, afa-tsy ny nametraka ny tànany tamin'ny olona marary vitsy foana ka nahasitrana azy. | neutral |
tamin'ny famolaina; Handova izany mandrakizay ireo ary hitoetra ao | neutral |
finoana sy ny fampianarana tsara izay efa narahinao. | neutral |
Ary nitoetra teo aminy iray volana maninjitra Jakoba. | neutral |
Mihirà ho an' ny Tompo fa nanao zava-mahagaga izy; ka aoka ho fantatra any amin' ny tany rehetra izany! | neutral |
ka hanana izany mandrakizay ireo; | disgust |
afa-tsy amin' ny razana miandry azy, | neutral |
fa, indro, tsara indrindra izany; moa mbola mijanonjanona ihany va ianareo? | fear |
Ary ankehitriny, Rey olona ô, tsarovy, ary aoka tsy ho faty. | neutral |
Mila famindram-po isika amin'ny andro fitsarana. | disgust |
Mitoera ao aminy mandra-pialanareo (eo amin'ilay vohitra) | neutral |
tokoa ary ny tànan'i Josefa no hanirina ny masonao. | neutral |
Vao nahazo azy aho androany ary toa efa tiany ny tranony vaovao! | joy |
Nanasa ireo anjely i Lota (izay toa lehilahy) nandry tao an-tranony alina. | neutral |
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin' Andriamanitra izy. | sadness |
Ary hoy ny mpanjaka tamiko: "Haharitra hafiriana ny dianao, ary rahoviana ianao no hiverina?" | neutral |
Olombelona aho, noho izany dia mijery Instagram isaky ny roa-polo minitra. | neutral |
Mampalahelo fa betsaka ny anjely nikomy tamin'Andriamanitra. | sadness |
Read more about Ny amin'ny fijalian' ny marina | sadness |
amin'izany andro izany hoe: Indro Andriamanitsika, izay nandrasantsika | neutral |
Rehefa nasandratra tamin'ny laharan'ny fianakavian'ny Mpaminany izy dia nanjary "Renin'ny mpino." | neutral |
Ny faniriana hahafaly an'Andriamanitra eo amin'izay rehetra ataony no antony voalohany indrindra nanosika ny apôstôly. | neutral |
Hotafihina ny vahoakan'Andriamanitra. | fear |
Ny fibebahana dia ny fiverenana amin'Andriamanitra isan'andro. | fear |
Tsy nisy tsy tanteraka na iray aza." | neutral |
isika, ka miandry vonjy; andevo isika, ka miandry mpanafaka. | neutral |
Ary nanomana ny zanany izy ireo mba ho mendrika ny ho antsoin'ny Tompo hampianatra, hijoro ho vavolombelona ary hanompo any amin'ny faritra hafa ao amin'ny tanim-boalobony. | neutral |
Andriamanitra dia hanao fahagagana hafahafa amin'ny alàlan'ity torolàlana ity raha toa ka mino ianao. | neutral |
Ary tian'Andriamanitra ny mpanao ny tsara." | neutral |
Ary misy azonay atoriana ve ao an-tranon-drainao?" | neutral |
Ary ny rehetra eny amin'ny lanitra dia nitsangana teo anilany,, ho amin'ny ankavanana sy any amin'ny ankavia. | neutral |
mpaminany rahalahinao sy izay mitandrina ny teny amin'ity boky ity; | neutral |
Tena hafahafa tokoa! | neutral |
Mieritrereta àry hoe: 'Sao dia ry zareo àry no ampiasain'Andriamanitra mba hitaomana ahy hanatona azy?' | neutral |
Niantso olona hafa koa izy ireo mba hanampy azy ireo hanatanteraka ny baikon' ny Tompo. | neutral |
Ary na avy amin'ny fiambenana faharoa amin'ny alina izy, na avy amin'ny fiambenana fahatelo, ka mahita toy izany, dia sambatra ireo mpanompo ireo. | joy |
Izay manendry io lehilahy io na ny vadiny dia hatao maty tokoa. | sadness |
Nanambara ny iray tamin'izy ireo hoe: "Tsy asa fitoriana fotsiny izy ity. | disgust |
Ao Monaco, azo antoka kokoa izy ." | neutral |
Tsy maintsy mamoaka rano ho anareo avy amin'ity vatolampy ity angaha izahay?" | disgust |
Tanora na antitra, efa nantsoina isika mba hiaina ho Azy. | neutral |
Vodi-varin Andriamanitra ny olona, ka izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany avela no avelany. | neutral |
Ny Bokin'i Môrmôna: hanao ahoana re ny fiainanao raha tsy nisy azy? | fear |
Ary miantsoa ny anaran'ny andriamanitrareo, nefa tsy mametraka afo ambaniny. " | anger |
Ireto misy famantarana sasany. | neutral |
ka mitarika azy amin'ny lalana tsy tsara. | sadness |
Dia Andriamanitra tenany no ho fahavalon'ny tsy mino." | disgust |
Eto dia manazava ny tenany ho lehilahy afaka i Paoly eto! | neutral |
Jereo koa ireo olona natsangana tamin'ny maty! | neutral |
Eo anoloan'ny Tompo no amindran'ny olombelona: izay amin'ny lalana tiany, no ankahereziny. | neutral |
Tsotra amin'Andriamanitra izany. | joy |
"Iza tokoa moa ilay mpanompo mendri-pitokisana sy malina izay notendren'ny tompony hikarakara an'ireo mpanompo ao an-tranony?" - MAT. | surprise |
na hanangana ampinga eo anoloany, | neutral |
Izay mandray ny fanambarany dia nanisy tombo-kase fa marina Andriamanitra. | neutral |
Misy dia ilay miampanga anao, Moses, in izay manantena. | neutral |
Mety hanontany ny sasany hoe: "Aiza no ahitana ny fahamarinana toy izany, ary amin'ny fomba ahoana no hamantarantsika izany?" | neutral |
Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo" | joy |
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin'Andriamanitra izy. | sadness |
Ataoko izany ary manao zavatra tsara ho an'i Etazonia irery aho! | joy |
Ary rehefa nitoetra tao aminy andro iray volana Jakoba, | neutral |
Saingy manalavitra ny zanako lahy ianao ary efa niaina izany. | neutral |
Family and the Caribbean no maha-izy antsika, ary nomeny antsika izany. | neutral |
lohany izy, dia hiakatra hiala amin'ny tany, fa ho lehibe ny andron'i Jezirda. | joy |
Koa any ianao no ho faty, ary any ny kalesim-boninahitrao no ho fahafaham-baraka ho an'ny ankohonan'ny tomponao | disgust |
Ho fafan'i Allah ny fahotana nandritra ny efapolo taona; | neutral |
Koa amin'ny fitsanganan'ny maty, ho vadin'iza moa ravehivavy? | neutral |
Indro, Izaho hanao zava-baovao; izao dia hitsimoka izy; tsy fantatrareo va? | fear |
"Rehefa fantany izany, (dia) mahameloka azy." | disgust |
Ary Andriamanitra dia niteny tamin'i Noa ka nanao hoe: | joy |
Tsy te hiteny aho hoe 'Tsia' na i Spencer dia mety nieritreritra fa niresaka taminy aho. | neutral |
Avy eo, rehefa nitodika tamin'ireo Apôstôly rehetra izy, dia mety nilaza zavatra toy izao: "Moa ve ianareo manabohamaty toy ireo mpanora-dalàna sy Fariseo? na i Heroda sy Pilato? | neutral |
azy ny olona, satria efa ela no talanjona tamin'ny odiny. | surprise |
Fantatrao ve fa manana hery sy tanjaka bebe kokoa ianao noho ireo lazaina fa mpitondra eo amin'ity planeta ity? | surprise |
Ary hoy i Noa: "Androany dia tsy hisy ho afaka hiala amin'ny didin'i Allah - afa-tsy izay amindrany fo." | disgust |
Izany no famantarana ny fanekena izay naoriko ho amiko sy ho amin'ny nofo rehetra ambonin'ny tany. | neutral |
Izay efa teo ihany no ho tonga indray, ary izay efa natao ihany no mbola hatao indray fa tsy misy zava-baovao akory atý ambanin' ny masoandro. | neutral |
Mamela antsika handeha hiaraka amin'izy ireo ny bokin'i Lioka: | neutral |
Tiany ny milomano ary mijery TV miaraka amiko. ' | joy |
Raha ianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy? | neutral |
Tsy maintsy manao an'ity zavatra voalohany ity ianao amin'ny maraina amin'ny fotoan'ny standard EASTERN - raha tsy teo aloha. | neutral |
ny Isiraely amin'ny tanan'ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho? | fear |
Raha hianao hanao anakampo hoe: Maro noho izaho ireo firenena ireo, ka hataoko ahoana no fahay mandroaka azy? | neutral |
Miafena any telo andro, mandra-piverin'izy ireo. | neutral |
Loza ho an' izay manafina lalina tsy ho hitan' ny Tompo, ny hevi-mifono voakasany, sady manao ny asany ao amin' ny maizina, ka manao hoe: Iza no mahita antsika sy mahalala antsika? | fear |
Noho izany minoa an'i Allah sy an'ireo irany. | neutral |
Koa vavolombelona aho fa araka ny zakany, eny, mihoatra noho ny zakany aza, sady araka ny sitrapony ihany, no nanomezany, | disgust |
Ary te-hampahafantariko anao aho mba hahafahanao mandefa azy any amin'ny olona marina. " | neutral |
Trip Lee Tiany ho fantatrareo: Misy mihoatra noho ny havoana. | neutral |
Ny taolany dia feno ny herin' ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin' ny vovoka izany. | neutral |
Ny taolany dia feno ny herin'ny fahatanorana, Nefa hiara-mandry aminy eo amin'ny vovoka izany. | neutral |
Ary raha mitazona karazan-trondro mpiremby ianao, dia azo inoana fa ireo malemy kokoa dia hohanin'ireo matanjaka kokoa. | neutral |
Ampy nampitomany ny ansars izany teniny izany ary nitaraina tamin'ny feo niaraka toy izao izy ireo: "Ampy anay Andriamanitra sy ny mpitondra hafany! | anger |
ry terak'i Jakoba, hianareo olom-boafidiny. | neutral |
Malagasy Emotion Analysis Corpus
Dataset Description
This dataset contains emotion-labeled text data in Malagasy for emotion classification (joy, sadness, anger, fear, surprise, disgust, neutral). Emotions were extracted and processed from the English meanings of the sentences using the model j-hartmann/emotion-english-distilroberta-base. The dataset is part of a larger collection of African language emotion analysis resources.
Dataset Statistics
- Total samples: 1,338,706
- Joy: 116087 (8.7%)
- Sadness: 77081 (5.8%)
- Anger: 76028 (5.7%)
- Fear: 55481 (4.1%)
- Surprise: 65794 (4.9%)
- Disgust: 100775 (7.5%)
- Neutral: 847460 (63.3%)
Dataset Structure
Data Fields
- Text Column: Contains the original text in Malagasy
- emotion: Emotion label (joy, sadness, anger, fear, surprise, disgust, neutral)
Data Splits
This dataset contains a single split with all the processed data.
Data Processing
The emotion labels were generated using:
- Model:
j-hartmann/emotion-english-distilroberta-base - Processing: Batch processing with optimization for efficiency
- Deduplication: Duplicate entries were removed based on text content
Usage
from datasets import load_dataset
# Load the dataset
dataset = load_dataset("michsethowusu/malagasy-emotions-corpus")
# Access the data
print(dataset['train'][0])
Citation
If you use this dataset in your research, please cite:
@dataset{malagasy_emotions_corpus,
title={Malagasy Emotions Corpus},
author={Mich-Seth Owusu},
year={2025},
url={https://huggingface.co/datasets/michsethowusu/malagasy-emotions-corpus}
}
License
This dataset is released under the MIT License.
Contact
For questions or issues regarding this dataset, please open an issue on the dataset repository.
Dataset Creation
Date: 2025-07-04 Processing Pipeline: Automated emotion analysis using HuggingFace Transformers Quality Control: Deduplication and batch processing optimizations applied
- Downloads last month
- 22