url stringlengths 41 46 | title stringlengths 10 284 | date timestamp[s]date 2007-09-12 12:24:22 2025-12-16 16:17:35 | author stringclasses 1
value | content stringlengths 113 36.1k |
|---|---|---|---|---|
https://mg.globalvoices.org/2015/06/08/70597/ | ‘Matoria Amin'izay, Izany Zanako Izany’ Miaraka Amin'ireo Hira Fandrotsirotsiana Heno Maneran-Tany | 2015-06-08T02:32:28 | Unknown | Fanamarihan'ny Rising Voices: Ity lahatsoratra manaraka ity dia nosoratan'i Yásnaya Aguilar ho an'i Este Páis tamin'ny voalohany ary naverina navoaka indray taorian'ny nahazoana alàlana. Afaka jerena eto ireo lahatsoratra hafa mikasika hira fandrotsirotsiana ato amin'ny Global Voices.
Any amin'ny vondrom-piarahamonina... |
https://mg.globalvoices.org/2015/05/12/70100/ | Sokafy ny Sofinao Handre ny Feon'Izao Tontolo Izao Miaraka amin'ny GV Radio | 2015-05-12T02:54:30 | Unknown | Global Voices Radio sary namboarin'i Kevin Rothrock
Miditra ao amin'ny onjampeo virtoalin'ny Global Voices!
Mientanentana izahay milaza aminareo ny fivoahan'ny Global Voices Internet Radio. Nanangana sy nanangona feo manerana izao tontolo izao ny fikambananay, ary izany dia azonao ao amin'ny solosainao na amin'ny fit... |
https://mg.globalvoices.org/2015/05/07/69847/ | Lalàna Tamin'ny Andron'ny Tsar no Entina Handrarana ny Votoaty Vetaveta ao amin'ny Aterineto | 2015-05-07T19:18:41 | Unknown | Tabilaon'i Ivan Répine “Ivan ilay mampatahotra mamono ny zananilahy” ahitana ilay mpilalao sarimihetsika vetavetamamoafady teo aloha Sacha Grey. Sary namboarin'i Kevin Rothrock.
Nanambara i Vladimir Putin indray andro hoe : ny antsasaky ny zavatra hita ao amin'ny aterineto dia tsy inona fa “ sary vetaveta”. Nampiseho ... |
https://mg.globalvoices.org/2015/04/16/69262/ | Misy Sahady Hira Rap Natao Ho An'ireo Tanora Mitafy Toy Ny Tantely Mampandihy Vody Ao Rosia | 2015-04-16T07:32:24 | Unknown | “Bumblebee Man” miaro ireo mpiombom-panahy aminy tao amin'ny Orenburg. Sary narafitr'i Kevin Rothrock.
Tantara iray miavaka nisarika ny sain'ireo Rosiana mpisera amin'ny aterineto tany ampiandohan'ity herinandro ity : ny lahatsary iray misy tovovavy efa ho ampolony mitafy toy ny tantely niaraka “nampandihy vody” tamin... |
https://mg.globalvoices.org/2015/02/07/67422/ | 37 Voafantina Hiady ny Famaranana Amin'ny SIMA 2015 | 2015-02-07T11:51:45 | Unknown | Pikantsarin'ireo miady ny famaranana sarimihetsika 2015. Avy amin'ny tranonkalan'ny SIMA.
Tantara 37 avy amin'ny firenena 35 no tonga any amin'ny tanjona famaranana hotsaraina amin'ny Social Impact Media Awards (SIMA) [Lokan'ny Fampitam-baovao Misy Fiantraikany ara-tsosialy] amin'ity taona ity. Tafiditra ao anatin'ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2014/08/09/62947/ | Miaramila Shinoa: Mandihy Amin'ilay Hira Malaza ‘Little Apple’ (Paoma Kely) Mba Handresena Lahatra Ny Olona Hanao Raharaha Miaramila | 2014-08-09T16:52:12 | Unknown | Ny Ministera Shinoa misahana ny Fiarovana no farany indrindra nanandrana ny fakàn-tahaka an'ilay lahatsarin-kira “Little Apple”, nosoran'ny sasany ho toy ny “Gangnam Style” any Shina, fa amin'ny endrika mandrisika ny olona hirotsaka ho miaramila.
Ilay lahatsary, izay navoaka tamin'ny 17 Jolay, dia ahitàna fiaramanidin... |
https://mg.globalvoices.org/2014/07/22/62145/ | Fijery Tokana No Atolotry ny Boky Taridalana Amin'ny Fizahantany Ho Anao. Fa Itantaran'ny Mponina Ny Fijeriny Manokana Kosa Ity Fampiharana Vaovao Ity | 2014-07-22T08:20:48 | Unknown | Afisim-boambolana avy amin'ny Voicemap. Nahazoana alalana ny famoahana azy indray.
Rehefa handeha lavitra ianao, dia te-hahafantatra bebe kokoa ny toerana alehanao. Saingy leon'ny filazana taloha efa mahasorena ianao, tsangambato manatantara sy tantara an-tsoratra nentim-paharazana avy amin'ny biraon'ny fizahantany?
... |
https://mg.globalvoices.org/2014/06/06/60395/ | Fomba Fiteny Venezoeliana Miavaka, Ravahana Sary Sy Nadika Tamin'ny Teny Anglisy | 2014-06-06T12:51:00 | Unknown | Ao amin'ny bilaogy Venezuelan Sayings , ilay mpandravaka an-tsary Daisy Patton, no mamorona sary maneho ireo fiteny Venezoeliana sy mandika izany amin'ny teny Anglisy. Amin'ny fanehoana an-tsary ataony ny mpamaky no mahita ny fomba fijeriny manokana mikasika ireo ohabolan-drazana voaravaka loko sy hatsikana, ary izany ... |
https://mg.globalvoices.org/2014/05/27/59150/ | Bitsika 10 Malaza Indrindra Amin'ny Teny Rosiana, Herinandro Faha-15 Anatin'ny Taona 2014 | 2014-05-27T17:40:56 | Unknown | Ireo bitsika malaza indrindra ao amin'ny tontolon'ny twitter Rosiana. Sary nafangaron'i Kevin Rothrock.
Manohy ireo andianà fironana vaovao ao anatin'ny tontolon'ny Twitter ny RuNet. Isaky ny faran'ny herinandro, hanangona ireo bitsika folo malaza indrindra amin'ny teny Rosiana ny RuNet Echo ary mandamina azy ireo ho... |
https://mg.globalvoices.org/2014/05/12/59606/ | Ny Fahasamihafan'ny Sora-Baventin'ny Fihetsiketsehana Ao Brezila | 2014-05-12T02:31:09 | Unknown | Nanomboka ny volana Mey hatramin'ny Jolay 2013, nidina an-dalambe ireo vahoaka mpanao fihetsiketsehana ary nanozongozona ireo tanàna tao São Paulo, Rio, Porto Alegre, Brasilia, Fortaleza, ankoatra ireo tanàna am-polony manerana ny firenena. Miteraka adihevitra hatrany mikasika izay mety mbola hitranga izany hetsika sos... |
https://mg.globalvoices.org/2014/02/19/57897/ | Mankalaza Ny Tetikasa “Narakitra An-tsarintany Tsara” | 2014-02-19T08:51:01 | Unknown | Nanatontosa lanonana ho fanomezam-boninahitra ny fampiofanana naharitra enim-bolana ny Mapping for Niger ( Fandraketana an-tsarintany an'i Nizera ) ary mampafantatra ny vokatry ny tetikasa tao amin'ny Oniversiten'i Niamey izay eo am-panatontosana ny tetikasa ireo mpianatra 12 avy amin'ny sampana jeografia. Ho atolotra ... |
https://mg.globalvoices.org/2014/02/03/57490/ | Fiainana Ao Amin'ny Fiarahamonina Vazimba Teratany (Indizeny) Ao Paragoay | 2014-02-03T15:56:52 | Unknown | Nampiasa sary ho fandraketana ny kolontsaim-paritry ny vazimba teratany ao Paragoay, amin'ny alalan'ny pejy Facebook sy bilaogy ilay nahazo vatsy avy amin'ny Rising Voices , Ache djawu (voambolana Ache). Nanatontosa fitsidihana hanaovana atrikasa momba ny fampahalalam-baovao an'olo-tsotra ihany koa izahay.
Atrikasa mo... |
https://mg.globalvoices.org/2014/02/07/57575/ | Mandraisa Anjara Manao Sariitatra Momba Ny Fanaraha-Mason'ny (Fitsikilovan'ny) NSA Ary Mahazoa $1000 | 2014-02-07T06:51:38 | Unknown | “Kaomandy Keith Alexander eo amin'ny tetezana” Sariitatra nozarain'i DonkeyHotey (CC BY-SA 2.0)
Ny The Web We Want [ny web tiantsika] no manasa ny mpanao sariitatra, mpamorona ary artista handray anjara amin'ny The Day We Fight Back [ny andron'ny valin-kafatra] amin'ny 11 Febroary 2014 amin'ny fananganana sariitatra n... |
https://mg.globalvoices.org/2014/01/14/56854/ | Santas Miafina Virtoaly – Ny Fomba Global Voices | 2014-01-14T13:19:26 | Unknown | Hafatra miafina avy amin'ny GV mpanolotra fanomezana krismasy virtoaly iray avy any India ho an'ny “lasibatra” iray any Alemaina
Iray amin'ny fomba fanao krismasy adaladala indrindra ny mampihiratra olona iray (tsy misy filazana anarana) amin'ny alalan'ny fanaovana zavatra tsy ampoizina mandritra ny volana desambra.
... |
https://mg.globalvoices.org/2013/12/22/55994/ | Antso an-dahatsary: Ny tsy fantatrareo mikasika ireo toerana izay niavianay | 2013-12-22T16:07:31 | Unknown | Efa nanao zipo ravin-kazo mihintsy aho na niaina tany anaty hazo ve aho? Nahoana aho no miteny anglisy tsara? Tsy nanontaniana ahy ireo roa voalohany ireo nandritra ireo andro valohandohany nianarako tao amin'ny anjerimanontolon'i Etazonia, saingy indraindray misy olona tsy mihevi-dratsy manontany ahy io fanontaniana f... |
https://mg.globalvoices.org/2013/10/18/53196/ | Manerana Izao Tontolo Izao Izahay! Sary Avy Any Amin'ireo Nahazo Famatsiam-bola Bitiky ny RV | 2013-10-18T02:46:15 | Unknown | Nirakitra ny tetikasany manaraka ny fivoarany ireo nahazo ny famatsiam-bola bitiky ny Rising Voices eran-tany. Nisafidy sary vitsivitsy avy amin'ireo fijerena sary flickr, pejy Facebook ary vohikalan'izy ireo izahay, entinay mizara ny asa nataon'izy ireo nandritra ireo volana vitsy lasa.
SARINTANY HO AN'I NIGERIA
Toe... |
https://mg.globalvoices.org/2013/04/26/47550/ | VIDEO: Radiom-Bahoaka Any Ginea-Bisao Ho an'ny Vahoaka Fa Tsy Politika | 2013-04-26T12:14:56 | Unknown | Misy zavatra tsara ataon'ny radiom-bahoaka any Ginea-Bisao ankoatra ny fandefasana hirahira amin'ny onjam-peo, araka ny nolazainà fanadihadiana iray vao haingana.
Araka ny nambaran'ny “ Voice of the Population ” na “ Feon'ny Vahoaka”, fanadihadiana maharitra 26mn, nalaina sary tamin'ny 2012, ary navoaka tamin'ny Febro... |
https://mg.globalvoices.org/2013/01/31/44545/ | Adin'ny Graffiti Eny Amin'ireo Rindrina Syriana | 2013-01-31T19:48:30 | Unknown | Ampahany amin'ny fandrakofanay manokana ny Hetsi-panoherana ao Syria 2011/12 ity lahatsoratra ity.
Afaka raisina ho toy ny tsy fanarahan-dalàlan'ny olom-pirenena syfanehoan-kevitra milamina ny Graffiti. Na manana ny lanja manokana eo amin'ny fanampiana ireo sahirana aza ny Hetsi-panovàna Syriana ; fanovàna manana endr... |
https://mg.globalvoices.org/2012/10/15/39099/ | Blog Action Day Androany! Ndeha Hankalaza Ny “Herin'ny Isika” | 2012-10-15T11:51:07 | Unknown | Isan-taona, manambatra ny heriny ireo bilaogera manerana ny tany ary manoratra manodidina lohahevitra iray, aminà andro iray, mba handonana mpanjohy an-tapitrisany. “Blog Action Day” ny androany (15 Oktobra 2012) ary amin'ity taona ity ireo bilaogera rehetra manerana ny tany dia hibanjina ny “Ny Herin'ny Isika” – rehef... |
https://mg.globalvoices.org/2012/10/08/38821/ | Hanandratra Ny “Herin'ny Isika” Ny Blog Action Day 2012 | 2012-10-08T14:48:02 | Unknown | Vonona hitendry lahatsoratra amin'ny alalan'ny tànana kinga avokoa ireo bilaogera avy amin'ny firenena 95. Ao anatin'ny andro iray, hibilaogy mikasika lohahevitra iray iombonona izy ireo ka hamoaka fitambaranà tantara samihafa loko sy fampahatsiarovantena izay hipàka amin'ireo mpihaino an-tapitrisany. Amin'ny 15 Oktobr... |
https://mg.globalvoices.org/2012/09/03/37778/ | Eoropa Tratran'ny Krizy: E-Boky Voalohany Navoakan'i Global Voices | 2012-09-03T15:54:49 | Unknown | “EU in crisis” (Eoropa Tratran'ny Krizy amin'ny teny anglisy) no vokatra voalohany avy amin'ny tetikasan'ny Global Voices Books ary ahitana ny tsara indrindra tamin'ireo resaka an-tserasera nifanakalozana, nandraisana anjara ary nirohotan'ny mpiserasera nandritra ny fotoana mafin'ny fifehezan-kibo ao amin'ity kaontinan... |
https://mg.globalvoices.org/2012/05/16/33166/ | Lahatsary: Asehon'ny Robot Antsika Ny Fomba Hiarovan-tena Ao Amin'ny Aterineto | 2012-05-16T16:53:32 | Unknown | Lalana sarotra izay matetika saro-takarina tsy hay hoe atao ahoana ny fiarovan-tena ety amin'ny aterineto. Miezaka ny mampahafantatra ny olona ny Tactical Tech Collective ny amin'ny mba hiarovany tena amin'ny aterineto, amin'ny alalan'ny fampiasana torohevitra an-tsarimihetsika, izay azo jerena amin'ny aterineto na sin... |
https://mg.globalvoices.org/2011/11/09/24954/ | Global Voices Podcast: Famenoana ny Banga Eo Amin'ny Teny | 2011-11-09T05:02:39 | Unknown | Ao anatin'ity famoahana Podcast an'ny Global Voices ity isika dia hiresaka ireo teny izay sarotra tadiavina eo anivon'ny aterineto. Teny iray saro-tadiavina eto amin'ny aterineto ve no teneninao? Avy aminà faritra iray izay tsy ampiasàna betsaka ny tenin-dreninao ve ianao? Ankoatra izany dia mety ho isan'ireo olona ma... |
https://mg.globalvoices.org/2011/10/19/22092/ | Rosia: Nahoana Isika No Mandao Ny Firenentsika? | 2011-10-19T05:07:05 | Unknown | Tato ho ato, ary volana maro izay, tsy maintsy ahitana resaka fifindra-monina na mihodinkodina eo amin'izany ny foto-dresaka teo amin'ny tontolon'ny aterineto Rosiana. Lahatsoratra matanjaka maro tanaty bilaogy nosoratanà olona avy amin'ny vondrona sosialy maro samihafa no lasa sehatra hanehoan'ny tsirairay ny toerana ... |
https://mg.globalvoices.org/2011/10/13/23689/ | Blog Action Day 2011: Andao Hiresaka Momba Ny Sakafo | 2011-10-13T03:46:36 | Unknown | Ny Blog Action Day dia hetsika fanao isan-taona izay iarahan'ireo mpitoraka bilaogy eran-tany manoratra mikasika olana iray ao anatin'ny andro iray. Ny tanjona dia ny hametrahana fampahatsiarovan-tena sy ny hitarihana adi-hevitra eran-tany mikasika ny olana goavana iray izay miantraika amintsika rehetra.
Ny Global V... |
https://mg.globalvoices.org/2010/09/29/9510/ | Iran: Ny kanto sy ny Fanomezana endrika amam-bika ny ‘Hetsika Maitso – Green Movement’ | 2010-09-29T05:08:53 | Unknown | .” Aiza ny vatom-pifidianako ” dia fampirantiana iray ahitana afisy lehibe miresaka politika miisa 150 nataon'ny Hetsika Maitso ao Iran izay naranty tao amin'ny Sekolin'ny Kanto azon'ny maso jerena – School of Visual Arts ao New York (30 Aogositra – 25 Septambra) ary nandraisan'ireo mpanakanto maro maneran-tany ( io am... |
https://mg.globalvoices.org/2010/04/07/5582/ | Rosia: Fampihomehezana amin'ny aterineto tamin'ny andron'ny lainga | 2010-04-07T09:55:16 | Unknown | Na dia nosembanin'ny voina sy ny alahelo [RUS] aza ny fiandohan'iny herinandro iny, niezaka ny nanome toerana ho an'ny tsikitsiky teo amin'ny fiainany ihany ireo mpitoraka blaogy Rosiana sy ireo adalan'ny solosaina. Ireto misy fampihomehezana vitsivitsy natolotr'ireo mpitoraka blaogy sy orinasa maro mpanao rindrambaiko... |
https://mg.globalvoices.org/2010/02/21/5082/ | Iran: Miorina ny Cyber-tafika Islamika | 2010-02-21T16:56:55 | Unknown | Matetika ny aterineto no lazaina ho sehatra ifampiresahana sy ifanakalozan-kevitra amim-pilaminana, saingy rehefa any Iran kosa, nivadika ho lasa karazana “ady an-tserasera” ny fifandirana ara-politika hany ka izay hary fitaovana matanjaka any dia mampangina ny fahalalaham-pitenenana.
Indreto tononina etsy ambany ny p... |
https://mg.globalvoices.org/2010/01/26/4749/ | Haiti: Olo-malaza Haitiana nambara fa maty | 2010-01-26T09:29:26 | Unknown | Mbola sarotra dia sarotra ny fifandraisana anatiny sy ivelan'i Haiti ary maro amin'ny olona no mbola tsy afaka nahazo vaovao – raha misy – momba ireo tapaka sy namana, tonga ireo vaovao, mahaliana ihany, avy amin'ireo mpitoraka blaogy ivelan'i Haiti, momba ireo olo-malaza tsy hita na efa voalaza fa maty.
Ireo mpitorak... |
https://mg.globalvoices.org/2009/09/28/3515/ | Thailand: Telo taona aty aorian'ny Fanonganam-panjakana tamin'ny 2006 | 2009-09-28T08:12:17 | Unknown | 19 Septambra 2006 no datin'ny fanonganam-panjakana farany tany Thailand, nanaovana sesitany ny Praiministra Thaksin Shinawatra. Telo taona aty aoriana, mbola tsy milamina ihany ny toe-draharaham-pirenena.
i Suranand Vejjajiva, iray amin'ny mpikambana ao amin'ny kabinetran'i Thaksin izay nolazaina ho mpandalina ny hain... |
https://mg.globalvoices.org/2009/08/30/3250/ | Ekoatora: Ny hiaka ho amin'ny fahaleovantena roanjato taona lasa izay | 2009-08-30T15:28:01 | Unknown | Tamin'ny 9 Aogositra 1809, nisy andian-dehilahy tany Quito, izay ny Repoblikan'ny Ekoatora amin'izao fotoana, nandray anjara tao anatin'ny “Hiaka voalohan'i Amerika Latina.” Ity hetsika ity dia hiaka fitakiana fahaleovantena hiala ambany vahohon'ny mpanjaka Espaniola ary mpialoha lalana ireo maro hafa nanerana ny fari... |
https://mg.globalvoices.org/2009/08/15/3070/ | Very ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny Global Voices | 2009-08-15T04:05:46 | Unknown | Very nandritra ny ady nifanaovany tamina saka iray tamin'ny alin'ny alarobia teo tany Boston ny maso havian'ny biby famantarana tsy ofisialin'ny mpamaham-bolongan'ny Global Voices fantatra amin'ny anarana hoe “GV Ferret”. Toy izao ny endrik'i voloina, zavatra mavomavo nitampina bandy ny ilamasony sy ny tenany tao amin'... |
https://mg.globalvoices.org/2009/08/13/2916/ | Put it On: Fifaninanana ho an’ireo mpamokatra sarimihetsika | 2009-08-13T03:37:55 | Unknown | Andoavambola ity andiany ity. Put it On Ankalazao dia manandratra ireo mpamokatra sarimihetsika izay miasa any amina faritra ara-jeografika samihafa sy fiteny samihafa ihany koa ho fantatra manerana izao tontolo izao..
Efa mba nanonofy foana ny hianatra any amin’ny New York Film Academy ve ianao? Ity no sehatra ira... |
https://mg.globalvoices.org/2009/05/22/2352/ | Okraina: faha-65 taonan'ny famindràna faobe ireo Tartares avy any Crimea | 2009-05-22T13:26:46 | Unknown | Ny 18 May no anamarihana ny faha 65 taonan'ny Sürgün , ny famindràn-toerana faobe tamin'ny 1944 natao an'ireo Tartares avy any Crimea hiala ny tanin'izy ireo tao Crimée.
J. Otto Pohl dia nanoratra momba ny tantàran'ireo famindràna faobe, ary indro misy ampahany avy amin'ny hafany:
Tamin'ny 18 May 1944, ny NKVD sovie... |
https://mg.globalvoices.org/2009/05/18/2323/ | Myanmar: Faha-150 taona nananganana an'i Mandalay | 2009-05-18T16:54:51 | Unknown | Mankalaza ny faha-150 taonany mandritra ny telo andro manomboka amin'ny 14 ka hatramin'ny 16 mey i Mandalay, renivohitry ny fitondram-panjaka farany.
Fankalazana ny faha-150 taona an'i Mandalay
Renivohitry ny faritanin'i Mandalay i Mandalay (he!he!) sady tanàna faharoa lehibe indrindra any Myanmar.
Nosoratan'i Ye Lw... |
https://mg.globalvoices.org/2009/05/12/2256/ | Iran: Hetsiky ny mpitoraka blaogy 1000 isa ho fanohanana an'i Mousavi ho filoham-pirenena | 2009-05-12T09:04:33 | Unknown | Ny mpanohana ireo roalahy ‘ reformist a’ mpilatsaka ho fidiana ho filoham-pirenena, ny praiminisitra teo aloha Mir Hussein Mousavi sy mpitondra tenin'ny parlemanta teo aloha, Mehdi Karroubi dia mampiasa ny aterineto, tafiditra anatin'izany ny blaogy sy ny Facebook, mba hampiakarana ny vintan'izy ireo ho isan'izay voaf... |
https://mg.globalvoices.org/2009/02/17/1554/ | Amin’ny fetin’ny mpifankatia: Ampianaro mitoraka biloagy (na mamahana bolongana) ny olon-tianao. | 2009-02-17T16:07:44 | Unknown | Ny andron’ny mpifankatia (ny 14 febroary) izay andro natokana ho an’ny fitiavana, fisakaizana ary fifaneraserana. Inona ary no fomba tsara indrindra mba ahafahana manamarika ny fahafahana hanararaotra hampianatra ny olon-tianao hitoraka bilaogy na hamahana bolongana kelikely ( micro-blog ?)
Raha toa ka mpandray anjara... |
https://mg.globalvoices.org/2009/01/27/1531/ | Madagasikara: fitadiavam-bolan'ankizy | 2009-01-27T11:30:23 | Unknown | Green Boy sarin'i Patrick
Lahatsary roa roa avy aty Madagasikara no maneho antsika ny fikaratahan'ny ankizy mikarokaroka sy mamoron-javatra ary fahasahiana kely mba hihoirany eo amin'ny fiainana. Voalohany amin'izany i Toky izay mampiasa kapoaka sy fitaovana hafa efa nampiasaina hanaovana fiara kapoaka, ny iray hafa i... |
https://mg.globalvoices.org/2009/01/17/1495/ | Brunei: fampisehoana fahitalavitra mivantana “Passport to Fame” | 2009-01-17T01:35:32 | Unknown | Manana ny fankafizany manokana ny télé réalité toy ny firenen-kafa i Brunei amin'ny fisafidianany izay mpihira tiany indrindra. Nahatratra ny faratampony ny andiany faharoa tamin’ny fifaninana ny P2F(Passport To Fame) tamin’ny nioahan'i Dayat ho mpandresy tamin’izany. RanoAdidas dia nitatitra ny fizotran’ny lanonana ka... |
https://mg.globalvoices.org/2008/12/05/1409/ | Fandraisam-peo ny ôrikesitra saifônika virtoaly voalohany ataon'ny Youtube | 2008-12-05T17:20:50 | Unknown | YouTube izao no mikononkonona zava-baovao ho fiaraha-mietana: Manasa ny mpahay mozika manerantany ity orinasa ity mba halaina feo (sy sary) amin'ny fananganana orikesitra saifônika avy amin'ny vazantany efatra virtoaly voalohany . Manana fotoana hatramin'ny faha28 ny volana janoary 2009 ho avy izao na ny mpankafy tsotr... |
https://mg.globalvoices.org/2008/10/08/1341/ | Tanzania : Narahin-dranomaso ny Eid | 2008-10-08T19:15:16 | Unknown | Inona no eritreretr'ireo mpitoraka blaogy Swahili avy ao Tanzania manoloana ny loza nitranga tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitr ? Olona 20 mantsy no maty tamin'ny fankalazana ny Eid Al Fitre tao amin'ny toeram-pikoranana natokana ho an'ny tanora ao Tabora , afovoan'i Tanzania. Raha ny tombatombana dia tanora 7 ka hatr... |
https://mg.globalvoices.org/2008/09/16/1302/ | Fifaninanan-dahatsarin'ny Banky mondialy – Traika sosialin'ny fiovaovan'ny toetr'andro. | 2008-09-16T14:35:40 | Unknown | Nanao antso ho fanatevenana lahatsary fanadihadiana fanadihadiana 2 – 5 minitra maneho ny karazana sy ny fiantraikan'ny fioavaovan'ny toetr'andro tsy amin'ny fotoany. Amin'ny 24 oktobra 2008 ho avy izao no andro farany hametrahana izany lahatsary fanadihadiana izany. Tsy maintsy avy any amin'ny firenena andalam-pandros... |
https://mg.globalvoices.org/2008/08/19/1255/ | Fifaninanana horonan-tsary ao amin'ny You Tube | 2008-08-19T07:40:22 | Unknown | Namoaka horonan-tsary hampielezana ny fifaninanana amin'ny filazam-baovao avy amin'ny firairay ny sampana Citizen News ao amin'ny You Tube . Horonan-tsary amin'ny teny Anglisy, latsaka ny 3 minitra ny faharetany, ary mikasika olona iray eo amin'ny fiaraha-monina izay heverina fa tokony ho fantatry izao tontolo izao ny ... |
https://mg.globalvoices.org/2008/06/18/1067/ | Sina : Topi-maso amin'ny sary sikotra eny amin'ny zaridaina Olympika | 2008-06-18T19:57:15 | Unknown | Asehon'i Safin an-tsary ao amin'ny FunEnclave ireo sary sikotra eny an-jaritaina ao Sina, tafiditra ao amin'ny fanomanana ny lalao Olympika atao any Beijing.
Hoy ny mpamaky iray, patch01 :
Mety mahafinaritra ho an'ireo mpizaha-tany koa, heveriko fa tsy hitolagaga ireo fianankaviana 30000 izay nifindra noho ny fikarak... |
https://mg.globalvoices.org/2008/01/25/556/ | Afrika Atsimo : Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany” | 2008-01-25T06:49:12 | Unknown | Fanirian'ny Cape Town Rocks ny hahita ny tanànan'i Cape Town ho isan'ny Monopoly andiany “maneran-tany” :
Cape Town is one of the Cities that you can vote for to become a city on the World Monopoly Board.
“Isan'ireo tanàna (vitsy) afaka safidianareo hanana toerana amin'ny lalao Monopoly andiany “maneran-tany” i Cape ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.