Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet Duplicate
url
stringlengths
41
46
title
stringlengths
10
284
date
timestamp[us]date
2007-09-12 12:24:22
2025-12-16 16:17:35
author
stringclasses
1 value
content
stringlengths
113
36.1k
https://mg.globalvoices.org/2025/10/15/175717/
Ankizy mpangataka ao Sahel, mariky ny faharefoan'ny fiarahamonina manoloana ireo olana marolafy
2025-10-15T13:20:58
Unknown
Sarin'ankizy mpianatra kôrany (talibés). Saripika an'i Soumaila Aya , nahazoana alàlana. Any amin'ireo tanàndehiben'ireo firenena ao Sahel afovoany, toa an'i Niamey (Nizera), Bamako (Mali) ary Ouagadougou (Burkina-Faso), misy trangan-javatra iray mampiahiahy lasa nivadika ho zavatra iainana andavanandro: ireo ankizy m...
https://mg.globalvoices.org/2025/12/05/175904/
Fitroarana erantany ataon'ny Génération Z : mihetsika ireo tanora afrikàna manohitra ny kolikoly sy ny fanjanahana amin'ny endrika vaovao
2025-12-05T06:12:00
Unknown
Mpanao fihetsiketsehana tao Madagasikara, milanja sorabaventy misy sary karandoha avy amin'ilay sarimiaina ‘One Piece’, nampisatrohana satroka tsihy malagasy.  Pikantsary avy amin'ny lahatsary ‘Nandositra niala ny firenena ny filohan'i Madagasikara raha ireo Gen Z kosa manao fihetsiketsehana’, nakarina tao amin'ny YouT...
https://mg.globalvoices.org/2025/12/16/175948/
Senegal: rehefa tsy azy fa an'ny hafa ny vatan'ireo vehivavy
2025-12-16T16:17:35
Unknown
Fihetsiketsehana tamin'ny 2021 nataon”ireo vehivavy tao Senegal nanoherana ny fanolànana; pikantsary avy ao amin'ny fantsona YouTube – Le Dakarois 221 Nosoratan'i Bowel Diop Ao Senegal, azo saziana ny vehivavy iray niharam-panolanana raha toa manandrana ny haka ny fifehezana ny fiainany ka manapaka hevitra hanàla zaz...
https://mg.globalvoices.org/2025/10/20/175704/
Ny fanginana lalin'ny fanolanam-bady any Senegal
2025-10-20T07:58:58
Unknown
Ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana mitaky ny fanolanana ho heloka bevava. Sary nalaina avy amin’ny fantsona YouTube WF1tv – Women First . Fanadihadian'i Bowel Diop Herisetra mifototra amin’ny lahy sy ny vavy, voasokajy anisan’izany ny fanolanana ao an-tokantrano, izay mitranga maneran-tany, ary matetika dia ny vad...
https://mg.globalvoices.org/2025/10/27/175707/
Madagasikara: mitarika fiokoana anoherana ny delestazy sy ny fahatapahan-drano an-tanandehibe ny Gen Z
2025-10-27T04:41:44
Unknown
Fangon'ny Gen Z Madagascar , nahazoana alalana An-taonany maro i Madagasikara tsy nitsahatra niatrika krizy ara-tsosialy, indrindra noho ny fahatapahan-jiro tsy mitsahatra sy ny tsy fisian-drano ao an-tokantrano mandritra ny ora maro, indraindray aza andro maromaro mihitsy. Niteraka lonilony mahatonga fihetsiketsehana...
https://mg.globalvoices.org/2025/10/13/174608/
Tandindonin-doza ny Debok'i Kôngô, toeram-ponenana tena ilain'ny karazan-javamananaina erantany
2025-10-13T11:36:55
Unknown
ireo olona Isangi mivelona amin'n,y reniranon'i Kôngô. Saripika avy amin'i Julien Harneis tao amin'ny Wikimedia Commons (CC BY-SA 4.0 Deed ) Nosoratan'i Grace Kobare Ny Debok'i Kôngô no manana ny ala trôpikaly faharoa lehibe indrindra eto an-tany , ny Debok'i Amazôna irery no mahasongona azy . Izy dia fifangaroana re...
https://mg.globalvoices.org/2025/08/30/175542/
“The Other Sahel” (Ilay Sahel Iray Hafa), fanadihadiana iray manome sary hafa anankiray momba ny faritra iray izay mazàna no ahetry ho toy ny “faritra fifandonana”
2025-08-30T17:38:58
Unknown
Eo amin'ny sary, ireo mpanakanto, mpamorona ary mpandraharaha ara-kolontsaina ao Sahel ; pikantsary avy amin'ilay lahatsary fanadihadiana Sahel, izay mivelatra avy eo amin'ny Atlantika amin'ny morontsiraka andrefan'ny Ranomasina Mena hatrany amin'ny morontsiraka atsinanan'i Afrika, dia mazàna ahetrin'ireo fampahalalam...
https://mg.globalvoices.org/2025/08/22/175196/
Nahatohina Afrikana maro anjotra ny fanamarihan'ny Filoha Trump ny teny anglisin'ny Filoha Liberiana
2025-08-22T04:25:39
Unknown
Ny Filoha Donald Trump nandray ny Filoha Joseph Nyuma Boakai avy ao Liberia tao amin'ny Birao Lavalava, Alarobia 9 jolay 2025, mialoha ny sakafo niaraha-nihinana tamin'ireo mpitarika afrikana. (Sarin'ny Trano Fotsy Ofisialy nopihan'i Daniel Torok). Sary avy amin'ny Trano Fotsy ao amin'ny Wikimedia Commons ( Azon'ny reh...
https://mg.globalvoices.org/2025/08/26/175525/
Kamerona : ny tambajotra sôsialy, toerana niaingàn'ireo fanetsehana goavana talohan'ny fifidianana izay ho filoha
2025-08-26T17:12:53
Unknown
Ny sainam-pirenen'i Kamerona arahan'ireo fanamarihana “Tiako”, mariky ny fanolorantenan'ny olompirenena eny anaty tambajotra sôsialy. Sary Canva. Ny taona 2025, mihoatra lavitra noho ny maha-fitaovana fandraharahàna azy fotsiny ny aterineto. Ao Afrika, ampiasain'ireo tanora ihany koa izy io hanamafisana ny feon-dry za...
https://mg.globalvoices.org/2025/08/28/175467/
Ao Nizera, Ibrahim Oumarou Yacouba, mpikatroka miady ho fampandrenesana ny feon'ireo vehivavy lazaina hoe “vady fahadimy”
2025-08-28T07:31:43
Unknown
Vondrom-behivavy Wahaya mpisitraka ny Tetikasa Bridge an'ny OIT ao amin'ny faritr'i Tahoua sy Agadez any Nizera ; Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny OIT Ao Nizera, misy vondrom-piarahamonina sasantsasany tena miaina ny atao hoe fanavakavahana ka mahatonga azy ireny ho tsy hita ara-tsôsialy sy ara-toekarena....
https://mg.globalvoices.org/2025/08/18/175487/
Ireo firenena Afrikana manome zom-pirenena ho an'ireo ampielezana
2025-08-18T14:29:59
Unknown
Nancy Pelosi, Filohan'ny Antenimieram-pirenena teo aloha nitarika ny delegasionan'ny Antenimieran'i Etazonia tany Ghana ny 28-31 Jolay 2019, hanamarika ny “Taona Nodiana” sy hanamarika ny 400 taona nahatongavan'ireo Afrikana andevo voalohany tao Jamestown, Virginia. Sary avy amin'ny Masoivohon'i Etazonia ao Ghana ao am...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/22/175249/
Fitsaram-bahoaka: Afa-mamarana ny herisetran'andian'olona ve i Nizeria?
2025-07-22T03:36:04
Unknown
Polisy Nizeriana lahy sy vavy. Sary avy amin'i AMISOM Public Information ao amin'ny Flickr ( CC0 1.0 Universal ) Avy amin'i Pamela Ephraim sy Adewale Fajana Manjaka any Nizeria ny fitsaram-bahoaka , endrika fanasaziana tsy ara-dalàna ataon'andian'olona na vondrom-piarahamonina mandray ny lalàna ho eo ampelantanany. M...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/20/175213/
Nahazo loka teo amin'ny sehatra iraisampirenena, Mouhamed Zamal Guèye mampahatsiahy ny lova manankaren'ny literatioran'i Senegaly
2025-07-20T09:00:54
Unknown
Mouhamed Zamal Guèye, ankavanana eo amin'ny sary. Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube Lofleaudumal. Mitohy mampanan-karena ny tontolo mampiasa sy miteny frantsay ny literatiora senegaly: tanora senegaley iray poeta, i Mouhamed Zamal Guèye, no vao avy nahazo loka iray malaza sy iraisampirenena ho an'ny tononkalo. ...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/18/175174/
Ao Burundi, fitondràna miaina krizy sy tanora mandositra faobe ny fireneny
2025-07-18T05:00:53
Unknown
Afovoan-tanànan'i Bujumbura, renivohitra ara-toekaren'i Burundi ; pikantsary tamin'ny fantsona YouTube France 24. Ao anatin'ny fifanomezan-tànana amin'ny www.afriquexxi.info no amerenan'ny Global Voices ity lahatsoratra ity. Hita ao amin'ny tranonkala Afriquexxi ny lahatsoratra niandohana. Ao Burundi, noteren'ny kriz...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/10/174822/
Filoha afrikana fahiny, miatrika fitsaràna: ohatra amin'ny fahaiza-mitantana sa valifaty pôlitika?
2025-07-10T13:00:27
Unknown
Macky Sall, filoha teo aloha tao Senegaly (2012-2024) ; pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny United Nations Global Compact Ao Afrika, marobe ireo filoha taloha no henjehin'ny fitsaràna any amin'ny firenen'izy ireny, saingy moa ve io dingana io hetsiky ny fahaiza-mitantana sa valifaty pôlitika? Matetika no vo...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/02/175028/
Saron'ny ‘loton-drivotra maro fiaviana’ avy amin'ny vovok'i Sahara sy ny doro tanety Kanadiana ny ao atsimon'i Frantsa
2025-07-02T08:01:10
Unknown
Trangan-toetrandro isidinan'ny fasika avy any an-taniefitr'i Sahara avaratr'i Afrika any amin'ny Ranomasina Mediterane, manova ny lokon'ny lanitra ho volomboasary any atsimon'i Frantsa, anisan'izany ny Alpes, araka ny asehon'ity sary ity. Pikantsary avy amin'ny YouTube. Tamin'iny volana Jona iny, iharan'ny fahalotoan-...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/26/174946/
Nofinofin-koavin'ny tanora Afrikana tapaka tarangana eny ambava adin'ny Rosiana sy ny Okrainiana
2025-06-26T04:24:08
Unknown
Eo amin'ny sary, Dosseh Koulekpato, Mpianatra togoley iray azon'ny vondro-tafika okrainiana ; pikantsary tao amin'ny YouTube United24 Nanomboka ny volana Febroary 2022, nanjary lasa ady iraisampirenena haingana ny fananiham-bohitry ny tafika Rosiana ao Okraina, ; izay namela fiantraikany goavana hatrany Afrika. Naneho...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/17/175199/
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizarana faha-28
2025-07-17T04:26:25
Unknown
Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'i Diana Eyango Officiel . Tsy voatery hitovy hatrany ny endrika teny frantsay ifampiresahana manerana ny lafivalon'izao tontolo izao. Ato anatin'ny fizaràna “An'ny voambolana ny fitenenana” izahay manasongadina ireo voambolana na fomba fiteny manavaka ny faritra iray, firenen...
https://mg.globalvoices.org/2025/07/05/175102/
Atrikasa hampiroboroboana ny fizian'ny teny malagasy anjotra
2025-07-05T05:01:38
Unknown
Notontosaina teto Antananarivo tamin'ny 31 May 2025 ny atrikasa nampitondraina ny anarana hoe Wikiteny , vokatry ny fiaraha-miasa teo amin'ny vondro-mpisera Wikimedia Madagascar sy ny Global Voices Malagasy . Tontosa ity atrikasa ity noho ny fanohanana ara-bola avy amin'ny Knowledge Equity Fund ao amin'ny Wikimedia Fou...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/24/174898/
Etazonia: fampiatoana vizà ho an'ireo vahiny mpianatra, miantraika koa amin'ireo firenena afrikàna
2025-06-24T15:57:34
Unknown
(Fanamarihana: lahatsoratra frantsay nivoaka tamin'ny 05 Jona) Pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube : The Indian Express Tsy afa-bela ireo mpianatra avy amin'ny firenena afrikàna, isan'ireny i Tôgô, amin'ilay politika vaovaon'ny fitantanan'i Trump mikendry ny hampiatoana ny fanomezana vizà ho an'ireo vahiny mpiana...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/09/173282/
Tsy Satàna i Esu: Fanentanana Yoruba hanoherana ny fanavakavahana ara-pivavahana
2025-06-09T09:46:55
Unknown
Ireo mpandàla ny fivavahana nentim-paharazana Yoruba nandritra ny diabe “Tsy Satàna i Esu” tao Osogbo. Saripikan'i Iyanifa Egletunmise, nahazoana alalana. Tamin'ny 24 Desambra, ireo mpandàla ny finoana nentim-paharazana Yoruba dia nidina an-dalambe tao Lagos renivohitr'i Nizeria, ao Osogbo, ary tany amin'ireo tanàndeh...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/20/174999/
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #27
2025-06-20T04:55:23
Unknown
Andiana Almajiri ao Nizerià ; pikantsary avy amin'ny fantsona YouTube an'ny Journeyman Pictures Tsy voatery hitovy daholo ny dikanteny frantsay ifampiresahana manerana ny lafivalon'izao tontolo izao. Ato anatin'ny fizaràna “An'ny voambolana ny fitenenana”, asongadinay ireo voambolana na fomba fiteny miavaka ho an'ny f...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/12/174952/
Ao Nizera, ny “haoussa” no misolo ny frantsay ka lasa fiteny ôfisialy, anaty dingana fanamafisana ny fiandrianam-pirenena
2025-06-12T04:45:44
Unknown
Ny tsena lehibe ao Niamey (renivohitr'i Nizera) ; pikantsary avy ao amin'ny fantsona  YouTube an'ny Sky Travel Ao Nizera, tamin'ny Martsa 2025 teo dia verin'ny fiteny frantsay ny sata noterena haha-fiteny ôfisialy azy hatrany amin'ny vanimpotoana fanjanahantany, novaina ho ny fiteny “ haoussa ” izay ifampiresahan'ny a...
https://mg.globalvoices.org/2025/06/15/174799/
Mety ho fandrisika amin'ny fiovan'i Afrika ny fanabeazana ho an'ny zazavavy
2025-06-15T04:22:18
Unknown
Ankizy feno hafaliana mandritra ny fakan-drivotra any an-tsekoly. Sary tao amin'ny Pexels . Azo ampiasaina malalaka . Avy amin'i Raby S. Diallo sy Stéphanie Manguele Mbola fanamby lehibe hatrany ny fanabeazana ho an’ny zazavavy na dia nahitana fandrosoana amin'ny fitovian-jon'ny lahy sy ny vavy sy fivoarana lehibe te...
End of preview. Expand in Data Studio

Dataset Description

This dataset contains news articles, stories, and cultural reports scraped from Global Voices Malagasy. It is intended to support Natural Language Processing (NLP) tasks for the Malagasy language, such as language modeling and text generation.

The data is automatically scraped and updated once a month to ensure freshness.

Dataset Structure

The dataset is formatted in JSONL (JSON Lines). Each entry represents a single article.

Data Fields

  • url (string): The original URL of the article.
  • title (string): The title of the article.
  • date (string): The publication date (ISO format or similar).
  • author (string): The name of the author or translator.
  • content (string): The main body text of the article (cleaned).

Example

{
  "url": "https://mg.globalvoices.org/2025/12/15/example-story",
  "title": "Lohateny momba ny fiarahamonina",
  "date": "2025-12-15T10:00:00+03:00",
  "author": "Rakoto",
  "content": "Ity dia ohatra iray amin'ny lahatsoratra hita ao amin'ny Global Voices..."
}

Use Cases

This dataset is ideal for training models on formal and standard Malagasy. Because news articles follow specific grammatical rules and journalistic standards, they provide a clean baseline for NLP.

  • Language Modeling (LLM Pre-training): To teach models the core grammar, syntax, and vocabulary of the Malagasy language in a formal context.
  • Named Entity Recognition (NER): The dataset contains numerous mentions of people, locations, organizations, and dates relevant to Madagascar and the world, useful for training entity extractors.

How to use

from datasets import load_dataset

dataset = load_dataset("Lo-Renz-O/GBV-Malagasy")

# Print the first example
print(dataset['train'][0])
Downloads last month
3