Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet Duplicate
text
stringlengths
0
797
Efa nangina ny tany (ny tany, ny tany)
Taitra ny fo mahatsiahy (mahatsiahy)
Embona anao any ho any (any ho any)
Embona mbola lasa tsy nahy
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
Misy feo tany ho any
Toa manontany anao
Inona no hitomany
Adala angaha ianao
Nefa tsy haiko ny ho gina
Hanery samirery
Ilay embona tsy hangina
Hany fo no manirery
Ny hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao)
Zava-tsarotra izany (izany)
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao)
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany
(A/C Rolland Raelison)
Avy amiko ho anao
Ity hira ity henoy
Ho entinao mba ho namana
Raha irery ianao,
Irery koa
Satria nataoko ho anao
Tehirizo tsara ataovy am-po
Ho hitanao eo aho
Hihira, hihira ho anao
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay
Ny fiarahana teto hatrizay
Fisarahana efa nampoizina ihany
Nefa mafy ka mampitomany
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Angina aho satria
Eny angina matokia
Miandry anao ilay tia anao
Nofaranana koa ny vetso mangina
Tsy analana ary koa tsy ampiana
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao
Nefa aoka aleo mifandao
Ndeha hody ianao
Ka aoka hifandao
Miandry ilay olon-tianao
Hofaranana eny nefa mbola hiteny
Ireny fahatsiarovana ireny
Izaho ve no tena tsisy vintana ?
Sa ve ny fiainako no voahozona ?
Fa ilay voaloham-pitiavako
No nandao ny foko
Tsy fidiny azy ny hoe nandeha
Fa tena tampoka be
Chorus:
Toa tsaroako foana akia ianao, toa tsaroako foana hatramin'izao
Fa na dia efa vovoka aza ny tenandry
Tsy afaka an-tsaiko akia, fa ny avenir-ako any afara
Hatokako ho anao tantra (in-2)
Tamin'izay fotoana izay izaho dia tsy nanam-po
Raha mba nandeha namonjy ilay rendez-vous
Izy tsy tonga, izaho sasa-miandry
Hay izy efa nodimandry
Tsy hitako intsony izay naleha, f'izaho saika lasa adala e !
Bridge :
Tsy hitady olon-kafa intsony aho baby, f'aleoko misaona aminao foana
Na dia souvenir akia ny amour-ntsika, tsy avelako hangatsiaka
Chorus (in-2)
3 ISAN-100. Novembre 2001
Rija - Andry - Naina - Brown
Auteur : Brown
Tsy avy amin ny herintsaiko
tsy avy amin ny herimbatako
tsy noho ny vola amkarena
End of preview. Expand in Data Studio
README.md exists but content is empty.
Downloads last month
2