text stringlengths 0 797 |
|---|
Efa ela be no tsy nilalao Andao hikotaba indray |
Adinoy any ny ahiahy Fa avia hiaraka aminay |
Dia araho tsara ny mozika |
Dia sady mandihy no mikiakiaka |
Avia ry akama hikorana fa milay be ny ato an-tanàna |
Mozika feno hatanorana hafanao f’aza mianahana |
Dia araho tsara ny mozika |
Dia sady mandihy no mikiakiaka |
Tsisy miala fa samy mahatanty |
Na hisotrosotro na hivazivazy |
Manala azy tsy misy bedy |
Aleo hiodina eo ny revy |
Antsoy ny akama hikorana |
@reto revy be mafana |
mozika be no sady milay |
hoan’sipa sy ny kofboay |
Ianao izay marary an-doha Mankanesa ety aloha |
Ny fety hitohy mandra-maraina Mitondra mody tsy miala-maina |
Dia araho tsara ny mozika |
Dia sady mandihy no mikiakiaka |
Aza maka lagy, Mandihiza bainina |
Aleo ny fety hitohy mandra-maraina |
Dia ny olana aleo hisinda raim |
Fa eto tsisy revy manaintaina |
Tanora ny ato fa aza asiana resaka antitra |
Sotroy ny beks dia avy eo ialahy misy manatitra |
Ny sipa manovokovoka, ny bandy etsy mandamina |
Zairina ’zay rovitra, dia hatsangana ’zay fanina |
Revenareo ve ’lay lalao oueh! |
Tabatabao, tabatabao oueh! |
Dia aza misy miala pà, f’andao hiaraka aminay |
Kozio hoe eoah eoah dia ataovy ambony ny tanan’ialahy |
TONONY: Ndranto, Raboussa |
FEONY: Andry Ramamonjisoa |
Tiko ho fihiniko, io tananao io |
Mahafatifaty 'ky ndry ooye |
Nty aho aho fe resimpitia |
Firy moa ny num-andry, mba hiantsoako andry |
Mba omeo ahy akia ilay number |
Omeo ahy your number |
Mialohan'you say Good bye |
Omeo ahy your number (×2) |
Mialohan'you say Good bye |
Sakambiniko io tenanao io |
Hanafana andry |
Andray zany tsikindry |
Kantokanto ery,Mahafatifaty kely |
Ref |
Ny hatsarandry nahataitra ahy vao teo |
Mampanotany haiky ahy hoe iza io |
Fahagagana miseo. |
Hoy aho izy iny, enga anie mba ho ahy ny foniny |
Enga anie mba tsy handà ahy i ndry |
I say love you, I love you. |
Ref |
Thank's tsiorymahefa7@gmail.com |
REVY MILAY |
Tsaroako tsara fahiny izay |
ra mbola zaza tokana iray |
ny revy rehetra voarara avokoa |
any sisa.... ny manidry fo!!!! |
fa tsy afaka mivoka eh, dia mihaina rock eh! |
mamita ny entimondy avy eo X 2 |
REVY MILAY...... REVY MILAY...... |
Niombo taona taty afara |
nianatranatra nifoaka sigara |
ny ditra rehetra natao avokoa |
nisetrasetra...... sy mafy loha |
Dia niaraka nivoka eh NISOTRO TÔka eh! |
niaraka nanala azy avy eo!!!! X2 |
REVY MILAy....... REVY MILAY...... |
SAHEDENA 2009 ....Pouny, Dayo,Ra-el,Andrianina |
Lasa ary aho f’ianao avelako eo |
Ny ato koa toa efa mankaleo |
Izay angamba no tadiavinao |
Fa teritery lava, k’aleo mitady rivo-baovao |
Efa ela loatra angamba izay no niaretako |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.