text stringlengths 0 797 |
|---|
Efa nangina ny tany (ny tany, ny tany) |
Taitra ny fo mahatsiahy (mahatsiahy) |
Embona anao any ho any (any ho any) |
Embona mbola lasa tsy nahy |
Misy feo tany ho any |
Toa manontany anao |
Inona no hitomany |
Adala angaha ianao |
Nefa tsy haiko ny ho gina |
Hanery samirery |
Ilay embona tsy hangina |
Hany fo no manirery |
Ny hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao) |
Zava-tsarotra izany (izany) |
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao) |
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany |
Misy feo tany ho any |
Toa manontany anao |
Inona no hitomany |
Adala angaha ianao |
Nefa tsy haiko ny ho gina |
Hanery samirery |
Ilay embona tsy hangina |
Hany fo no manirery |
Ny hanadino hoy ianao (hoy ianao, hoy ianao) |
Zava-tsarotra izany (izany) |
Holazaiko tsotra izao (tsotra izao) |
Tiako ianao, tiako ianao, ianao ihany |
(A/C Rolland Raelison) |
Avy amiko ho anao |
Ity hira ity henoy |
Ho entinao mba ho namana |
Raha irery ianao, |
Irery koa |
Satria nataoko ho anao |
Tehirizo tsara ataovy am-po |
Ho hitanao eo aho |
Hihira, hihira ho anao |
Aoka hifarana eo, ndeha mody amin'izay |
Ny fiarahana teto hatrizay |
Fisarahana efa nampoizina ihany |
Nefa mafy ka mampitomany |
Ndeha hody ianao |
Ka aoka hifandao |
Miandry ilay olon-tianao |
Angina aho satria |
Eny angina matokia |
Miandry anao ilay tia anao |
Nofaranana koa ny vetso mangina |
Tsy analana ary koa tsy ampiana |
Mety hijaly ny foko, hijaly noho ianao |
Nefa aoka aleo mifandao |
Ndeha hody ianao |
Ka aoka hifandao |
Miandry ilay olon-tianao |
Hofaranana eny nefa mbola hiteny |
Ireny fahatsiarovana ireny |
Izaho ve no tena tsisy vintana ? |
Sa ve ny fiainako no voahozona ? |
Fa ilay voaloham-pitiavako |
No nandao ny foko |
Tsy fidiny azy ny hoe nandeha |
Fa tena tampoka be |
Chorus: |
Toa tsaroako foana akia ianao, toa tsaroako foana hatramin'izao |
Fa na dia efa vovoka aza ny tenandry |
Tsy afaka an-tsaiko akia, fa ny avenir-ako any afara |
Hatokako ho anao tantra (in-2) |
Tamin'izay fotoana izay izaho dia tsy nanam-po |
Raha mba nandeha namonjy ilay rendez-vous |
Izy tsy tonga, izaho sasa-miandry |
Hay izy efa nodimandry |
Tsy hitako intsony izay naleha, f'izaho saika lasa adala e ! |
Bridge : |
Tsy hitady olon-kafa intsony aho baby, f'aleoko misaona aminao foana |
Na dia souvenir akia ny amour-ntsika, tsy avelako hangatsiaka |
Chorus (in-2) |
3 ISAN-100. Novembre 2001 |
Rija - Andry - Naina - Brown |
Auteur : Brown |
Tsy avy amin ny herintsaiko |
tsy avy amin ny herimbatako |
tsy noho ny vola amkarena |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.