text stringlengths 10 11k |
|---|
Raharimanga , m s raveloarimanga, op. Cit tak 100 86 boky i tak 1 |
Degrossesse , la futur maman est dans l’angoisse total ne sachant pas trop ce qui adviendra. 185araka izany, tsy mba isany anatanterahana riba ireny faty ireny tsy ambara amin’ny fokonolona ny zaza votsotra, |
Haingo boky tsy misy lohateny , va tak 57 |
Rajery jean 40 taona l |
Manankarena sarin-teny ny asa soratry rabenja solomon. Manaporofo izany ny mbola fisian’ny sarin-teny hafa, izay tsy voalaza, na tao amin’ny tamberina, na koa tao amin’ny fanovana endri-javatra. Anisan’izany ny paronomase , ny harmonie imitative , ny antithèse , ny gradation , ary ny metonymie ? Ny paronomase |
Tena iainan’ny vadin’ny mpanjono rehetra io tebiteby lava ambaran’ny tononkiran’i bodo io amin’ny fotoana maha ratsy ny andro. Efa maromaro ihany ny mpanjono nandrasan’ny vady aman-janany hody, nefa tsy tafaverina fa natelin’ny ranomasina any. Kamboty tsy satry ny zanany, ary mananotena tsy fidiny ny vadiny. Antony ira... |
Vavolombelon’ny mpiasa ny bainga, ary tsangambaton’ny filofosana tamin’ny fianarana ny fahombiazana sy ny fahazoana mari-pahaizana. Olona avara-pianarana tokoa i irako ammi. Porofon’izany ireto mari-pahaizana azony nandritra ny fianarany, izay aseho amin’ny alalan’ny fafana ireto. Fafana3 ny mari-pahaizana azon’i irako... |
Ny tanjona iraisan ireto ray aman-dreny vahiny ireto dia ny hahaizan ny zanany miteny frantsay sy anglisy ary ny teny malagasy. Mifanaraka amin izany hetahetan izy ireo izany ity sekoly ity. Tsy mahatsiaro ho miavaka amin ny hafa ireo mpianatra vahiny, satria maro izy ireo, ary ahitana fiaviana maro ihany koa. Tsy mari... |
Adaptation ou perfectionnement il a pour but d’améliorer les connaissances et les compétences d’une personne disposant déjà d’une qualification dans la quelle apparaît de fois des lacunes telles que manque de maîtrises des connaissances pratiques ou ignorance des progrès techniques. La prévention elle prépare à un chan... |
Ataon’ny mpamorona vakodraza? A mihitsy izay hampiontana ny fon’ny mpihaino amin’ny fahaizana manome hevitra ny teny ampiasaina. Samy maneho ny tsy fahatomombanan’ny fitondrana daholo ireo ohatra roa naroso ireo. Ao amin’ny ohatra voalohany dia maneho ny tsindry hazo lena mihatra amin’ny malagasy noho ny fanjakazakana ... |
Tokony drehetra atao izany. Marihina anefa fa raha ny fitondrana sarety any ambany andrefana dia tsy ny rehetra no afaka manao azy. Asa mafy, ilàna hery sy tanjaka ny zavatra atao any satria mijinja ny vokatra, mitaona izany ary mampiakatra azy anaty |
Tantara fohy momba ny fampianarana tekinika |
Toa izany koa ho anareo izay efa nifaneresara tamiko ary mahalala ny fomba fiasako. Noho izany aoka isika ho vonona lalandava satria tsy kilalaon-jaza ny fampandrosoana ny firenena. Ho an’ireo izay natsahatra kosa, dia manamafy ny 35 fisaorana izay efa nataon’andria-matoa praiminisitra ny tenako. Betsaka ny ezaka vita ... |
Teny fampidirana ny antom-pisian’ity fandalinana ity 1 .1 ny akon’ny tantara teo amin’ny fiainan’i cher frère rapha l louis rafiringa 1.1.1. Ny tantaram-piainan’i cfrlr 1.1.2 ny tantaram-pirenena tamin’ny vanim-potoana niainany. |
Indraindray dia misy fanamboarana kely izany, toy ny hita amin’ity tononkalo ity ohatra 9 |
Jean paul goldenstein , le roman , ’’initiation a une lecture méthodique du fiction narrative’’, ed de -boeck duculot ,2e édition , paris , gembloux ,1983, tak 29 l’auteur est la réelle personne qui vit , ou a vécu , en temps et en lieux donnés , a pensé telle ou telle chose, peut faire l’objet d’une enquete biographiq... |
Toy izao kosa indray no andrasana no vao mandalo ianao. |
Ny fampiasana tsoraka ! |
Talohan’ny fanambadiana, izany hoe nandritra ny fiarahan’ ny eja sy ilay olon-tiany dia efa nisetra ny fanenjehan’ ny fiarahamonina izy ireo. Sedra tsy maintsy notoheriny izany ary onja tsy maintsy nolalovany. Masiaka ianao ry fiarahamonina hoy ny eja, ao amin’ny tononkalo maneho ny fanenjehan’ ny mpiaramonina ny fiara... |
Lisitry ny sary |
Ny haitsikera nampiasaina |
Ny karazana literatiora misy azy voasoratra 2000 taona talohan’i kristy ny testamenta taloha. Raha teo amin’ny firenena tsy nanana soratra dia lovantsofina no nitazonana sy nampitana azy. Heverina fa literatiora am-bava noraketina an-tsoratra izy ity38. Ny maha-literatiora an-tsoratra azy no hojerena ka haseho misesy e... |
Ity izao dia fombam-pampianarana vaovao nentin-drobena, fampianarana miainga amin’ny zavatra hita maso dia nanazava ary ramosé, fa misy lasantsy kely mirehitra ao anatin’ny hodim-boasary raha potsirina izany io lasantsy io dia ilay mampangirifiry ny maso rahefa mifampitifitra amin’ny ranon-kodim-boasary ianareo, hoy iz... |
Lovako t12 |
Teny fisaorana i dikan-teny ii lisitry ny fanafohezan-teny iv lisitry ny fafana v lisitry ny kisary vi fanondroan-takila vii 0.1. Ny momba ny lohahevitra 1 0.1.1. Ny fikarohana efa vita 1 0.1.2. Ny mampiavaka ny asa fikarohana 2 0.2. Ny anton’ny safidy 3 0.3. Ny petrakolana 3 0.3.1. Ny olana eo amin’ny mpianatra 3 0.3.... |
Ravelojaona, mpanolotsaina, lah 19, jolay 1908 24 h randjavola, mpanolotsaina, lah 176, aprily 1946 25 r zanamihoatra, vainafo tononkira, ambozontany fianarantsoa, 1969 |
Fitsinjarana isaky ny distrika misy ny dokotera sy ny mpampiteraka mpiasam-panjakana amina toeram-piterahana iray. Ao amin’ny faritr’alaotra mangoro, saika ny 79,5 ny kaominina misy dia manana dokoteram-panjakana misahana ny toeram-piterahana. Ny distrikan’ambatondrazaka sy amparafaravola no tena manana tombony amin’iz... |
Toa anao toa anao izao koa anie aho, nigoka dia nigoka avy eo niloka, nijorojoro teny nanangona mpandalo saingy nisy olona irery nanao ny ainy ho sorona, hitari-dalana ahy. Tsy niery taminy ireo ditra sy hadalana, nandrakotra ny fiainako tanaty fahazazana, nefa nilofosany ny hanavotra ny aiko, hamonjy ny fanahy. Nisian... |
Fianarana tany an-tsekoly izy. Ny mba hahafahany mirotsaka avy hatrany eo amin’ny sehatry ny asa, raha vao vita ny fianarany, mba hahazoany manampy sy mifanohana amin’ny reniny amin’ny fampitana ireo zandriny dimy mianadahy no antony. Ireto avy ary ireo mari-pahaizana ananany sy azony nandritra izany 1953 nahazo ny c. ... |
Immobilisations |
Le faf fiaraha-miombona antoka ho fampandrosona ny sekoly est une structure de gestion mise en place par le décret 2002 i007 du ii 09 02 au sein de chaque établissement primaire et privé, ayant pour ? Objet gestion, approvisionnement, santé et appui nutritionnel des élèves, ? Mission suivi de l’application des conditio... |
Ralaimihoatra e 1965 histoire de madagascar, tananarive, sme, tome i ii |
Ho an’ny mpampianatra, dia akora hanovozan-kevitra hoenti-mampianatra ny asa fikarohana toy izao. |
Lanooro n1 i oktobra 1990! ; |
Iii.1.4.1 associations dont le modèle économique n’est pas reconnu |
Mahasoabe 6 9 157 35 262 3 sahalava 4 sahalava 7 8 410 50 168 4 ankarimbary 5 6 ankarimbary 9 9 011 40 225 |
Sedra ka ahoana? Tara aminy angaha ialahy? |
Fahambaniana izany 29. Manamafy izany ilay amin’ny hoe tsy misy maharatsy ny fakan-tahaka , saingy ilaina koa ny famoronana ary rehefa avy maka tahaka , dia mamorona 30 |
Tak.12, and.1, and.2 |
Mitaky ihany koa ny fisian’ny olona manana fahaizana sy traikefa ary finiavana hiasa ho an’ny tombontsoam-pirenena .27 ny lahatsoratra manaraka horaisina dia fanadihadiana mikasika ny pôlitika misy eto madagasikara. Ity ampahan-dahatsoratra ity dia maneho ny toetran’ireo mpitantana hatramin’izay. Tsy mikatsaka ny tombo... |
Fifandrais an’ny mpandray anjara |
Na zana-tsindretra tsy re tsiro akory 10 nizatra nahita; |
Efa lasa ny ririnina, ’ndreo voandelaka mihaingo, 10- isalorany eo izay diadema feno laingo ; maitia anio higoka ’resty ranon’ny tantely, misy tsiro kanto loatra , ando atolotry ny anjely, |
Samy manana ny fiheverany ny atao hoe literatiora na ny mpandinika malagasy na ny mpandinika vahiny. Misy ireo mihevitra fa fitaratra tsy mandainga ny zavamisy ny literatiora anisan’izany ry ravelojaona raha milaza hoe ny literatiora dia maneho ny zava-nalaza nitranga teo amin’ny tany, dia ny fivavahana izany, ny fitao... |
Mivalona eo, mifarana eo ny tantarako rehetra, reo sangan’asa maro, reo vetsovetsoko rehetra. Lasa aho, lasa any ankoatra tsy hay tohaina, any am-paradisa soa handrandrain’ny olo-miaina. |
Matoanteny hibaosy hilako nilaiso mahakobo hianatra hikapoka nangalatra mahafantatra ton.9, tak 15 ton.40, tak 46 ton.155, tak 161 ton.8, tak 14 |
Ny andalana misy vaninteny 12 no nandokoan’i samuel ratany izany fahoriana mihamafonja izany. |
Ni 05. Vi.86 |
Ny niandohan’ny ombiasy sy ny hasy voalohany indrindra |
Randja zanamihoatra16 na edmond |
Azo lazaina ho deikitika ny mpilaza tena laharana fahatelo izy araka ny nambaran’i kerbrat-orecchioni satria sady tsy manondro ny mpiteny izy no tsy manondro ny itenenana fa manana sanda mpamerin-dresaka noho izy manana teny soloana ; izany hoe misolo ny teny nampiasaina teo aloha 52. Ka miovaova arakaraka ny seha-pana... |
Aiza ho aiza eto an-tany no mba misy silatsilam-piononana indrisy aiza ho aiza no toeran-kandevenako ’ty fitiavako mahantra sy ny tenako? |
Boky mikasika ny antrôpôlôjia althabe g anthropologie politique d’une |
Tsy nandeha tsy voizina toa lakan-jejo anefa ny fanatanterahana ny asa. Nisy ny vato misakana tsy maintsy nalana, tao koa ny olana tsy maintsy novahana. Sehatra telo no nitrangan’izany. |
Fampianarana literatiora |
Noraisina manokana ny lohahevitra fanabeazana , noho ny fahatsapana fa amin’izao vaninandro iainantsika izao, dia mihasarotra hatrany ny fiainana, hany ka toa variana amin’ny fitadiavana ny ray aman-dreny. Mihen-danja ny fifampiresahana eo amin’ny ray aman-dreny sy ny zanaka. Vokatr’izany, tsy ampy ny fanabeazana ny ta... |
Ny saiko dia tsy miala mihira anao ihany |
Fanazavana ny lohateny fitiavan-dolo satria i volana efa maty, fa ny avelony no nifanerasera tamin’i tovo, ka naha raiky pitia azy. Fahafatesana no niafaran’ilay fitiavana lolo. |
Manambady teo ihany koa ilay raibeny mpanoratra rabarijaona io anarana barijaona entiny io izany dia azo lazaina fa teraky ny fifandrifian ny anaran ny vadiny sy ny anaran ny raibeny. |
Ho mahay vina tena tonga lafatra, toavin’olo-maro ka miteny hoe ny hery atambaro!166 lavalava kokoa noho ireo ny andininy fahatelo, izay ampihariharian’ny mpanoratra ny setrin’izany fanambatambazana ataon’ny mpanao pôlitika izany, rehefa lany tokoa izy. Rehefa mahazo toerana eo amin’ny fitondrana anefa izy ireny mateti... |
Ankoatry ny maha fialam-boly, fanalana hamohamo, fanalana harerahan-tsaina ny vakodraza? A dia mitondra anatra sy torohevitra mahasoa ary fanabeazana mbamin’ny fitaizana ny mpiara-belona koa izy. Sehatra iray lehibe ivelaran’ny lahateny ny fiaraha- monina ka hoy randrianirina jean claude maddox 71 manamafy izany tompon... |
Ny mpianatra 1818-1896 ny mpampianatra milazà tara-kevitra hita tao? Ny mpianatra 1. Ny fiantorahana amin’andriamanitra 2. Ny fanantenana ny paradisa 3. Fanehoana fa ratsy izao fiainana izao |
Selaka selatselaka |
Zana-kira na sôlô 61 |
Ireny adin-tsaina ireny no mikiky azy andro aman’alina ka nanteriny tamin’ny alalan’ny hyperbole 417 izany amin’ny hoe tsy hitsiky intsony mantsy ’lay sahondran’ny sahondra tsy hamiratra eto intsony ’lay diamondran’ny diamondra lozanao ’ty fo maratra, o, ry fasana nitondra maizim-pito ny minitra, rako-tsento ny segondr... |
Mba hahafahan’ny mpianatra manatontosa ny asa ampanaovina azy dia manetsika ny fahalalana ankapobeny ananany izy toy ny fahalalana, ny fahaiza- manao, ny fahaiza-miaina ary ny fahaiza-mianatra. Mampiasa ihany koa ny hairaha ara-pitenenana eo aminy izy conseil de l’europe, 2000 15 54. Maro ny seha-piainana azo ametrahan... |
Ny jono225. ? -mpikambana hafa ao amin’ny rurum i yunusa dankisha izay mpamoto-barotra na mpiala-kantoka trondro nanambara ny fahombiazana azony nahavita nanorina trano, nividy bisikileta izay ilaina amin’ny asany ary nahavita nandefa ny zanany nianatra amin’ny -institut d’etudes islamique. ?226 fiovana azo tsapain-tàn... |
Fari-pahalalana fiatrehana kilasy. Fifandraisana didaktika na famolavolana fahalalana. Fifandraisana fianarana na fandraisana fahalalana. Fifandraisana misy eo amin’ny taranja roa na maromaro. Fifandraisana pedagôjika na fampitana fahalalana. Fifantohana. Fikorontanan-tsaina. Firotsahana. Fitadidiana maharitra. Fitsabo... |
L1uix w. N, aj l0 cdr; , j. 0ldtl, b i, i. Lli j’ 11; ; i. I ’ , ’ ii u ! ; , lt, ic 1ua an. Q c. A j. R. Ana. Dc n, ana ! Q q. L c ; t l -; ; 1 ’ ! , , ; ; ; , , , ; , ; ; ; , ; i. Oi ,1ljmfi 1afali ’. Y. Y m. Plra 8. A. K 9. Lo m4fi. A gas. Jkalia , , ; , , , , ; , , , , ; , , ; tfalia. Tm nat, w , , , fanana. ’l y, ... |
Mba foto-dresatsika; |
Misy anjara toerana tsirairay amin ny asa fambolena ny mponina any an-toerana. Araka ny karazana foko misy, izay hita any an-toerana no mametraka ny sokajiana asa famokarana. Ny mpiavy no mitana anjara toerana lehibe amin ny fambolena katsaka satria tsy manana tanimbary malalaka ireo mpiavy fa efa sombiny ihany no zara... |
Kianja fanaovam- baolina |
Ekena fa mihamisondrotra ny vidim-piainana, mahantra ny vahoaka, araka izany. Eo anatrehan’izany dia izay tsy maintsy ilaina amin’ny fiainana andavanandro ihany no tena imasoana. Noho izany, sarotra ho an’ny mponina ny mandany vola sy fananana amin’ny fividianana fitaovana ampiasaina mandritra ny ribam-pahafatesana. Iz... |
Toe-tsaina skoto, 80tak |
Rehefa ny vary no misondro-bidy, mihen-danja ny vola fandray; ny molotra maina, ny rora mangidy tsy misy harehitra koa ny kitay 109 lazaina ombieny ombieny anefa fa ny 80 isan-jaton’ny malagasy dia mpamboly avokoa; ary ny fambolem-bary dia anisan’ny tena imasoan’ny tantsaha. Ambonin’izany, manana velaran-tany midadasik... |
Rafitra manaraka ny lalàna |
Misy ifandraisany amin’ireo lohahevitra ianarana tokoa ny boky vakin’ny mpampianatra. Miainga amin’ireny hevitra ireny izy, ary ireny ihany koa no ataony porofon-kevitra amin’ny asa omeny na fanitsiana. Taratra izany tamin’ny fanitsiana feno natolotry ny mpampianatra. Nitondra fahombiazana teo amin’ny fampianarana izan... |
Callet rp 1982 |
Lohahevitra nomena ity asa fikarohana ity ny hoe ny anjara toeran’ny literatiora madinika toy ny tono ngah mikalon ’ny gazety ngah 2006-2009 eo amin’ny fiainam-piarahamonina sy firenena noho izany, horesahina amin’ity fizarana voalohany ity ny fiheverana ankapobeny momba ny literatiora mialoha ny hanomezana andram-pama... |
Feo any am-piangonana, feon’orga mariazy |
Ireo lesoka sy tolo-kevitra eo amin’ny lafiny pôlitikam-pampianarana |
Amin’ny maha tanora ny mpanoratra sy noho ny asa sorany mivetso mandrakariva ny fitiavana, no nanosika anay hanadihady ny tara-kevitra fitiavana ao amin’ny tononkalony. Ilaina hovelomina ao am-pon’ny olona tsirairay mantsy ny fitiavana mba hirindran’ny fiainana. Manomboka amin’ny olon-droa izany, mitatra eo amin’ny fia... |
Izao ny an’i abela no nataony sorona ondrikely volamena |
Fizarana voalohany |
Noho ny maha zava-dehibe ny resaka fahasalamana dia vaindohan- draharahan’ny fanjakana ny fananganana hôpitaly manara-penitra ankoatra ireo csb izay efa saika manerana ny renivohitry ny kaominina ka anisany ahitana izany ao antsahalava. |
Lasa loharanom-bola 17. Voatery nijanona |
Noho izay vita teo aloha |
Raha ny foko falifaly, no hanjary mba hijaly; iza re no mba hanony tony saiko ory itony. |
Fatratra ny fahendren-drazana malagasy dia ny fitodihana hatrany amin’ilay mpahary ny zavatra rehetra. Na dia tsy hitan’ny masony aza izany dia natahorany. Manamarina izany ny ohabolana hoe ny adala no tsy ambakaina, andriamanitra no atahorana ny tanjona kendrena amin’ny fahan-jafy dia ny fikatsahana fifandraisana misi... |
Ny hevitra mihalohalo |
Tsy misy akory namana hiarahana manainga mamikivik’irery handeha hamadi-bainga. |
Raha mivelatra ny voninkazo soa ka mamerovero manitra tokoa ny lokangako, ho fiderana izany, dia hihira ka haneho ny hamangany. |
Isaky ny mandeha ianao ka manitsaka toy izao iny lalana iny ho lava ny fisainana hiova koa ny fiainana sy iny lanitra iny |
Conseils recette conseils horoscope |
Na dia vao erotrerony, araka ny voalazanay tetsy aloha aza ity mpanoratra ity, dia betsaka ireo karazana asa soratra novokariny. Nanoratra tantara foronina, sombin- tantara, tononkalo ary tantara fandefa amin’ny fampielezam-peo izy. Tsy izy rehetra ireo anefa no nifantohanay tamin’ny asa, fa ny amin’ny tononkalo ihany.... |
Va tak 135 ; and 4 ; andl 18-22 61 va tak 14 and 2 ; andl 25-28 |
Ny nosy mangabe any avaratra indrindra, izay fito kilometatra miala ny morontsirak’i maroantsetra no misy ny nosy mangabe, valanjavaboary voaharo izay manana ny maha izy azy ary manan- karena noho ireo biby sy hazo sarobidy hita ao aminy. Ohatra amin’izany, ireo hazo sarobidy toy hazomainty, vombona sy ny hazo tsotra t... |
Toko ii takila 100-114 |
Izany lalana eroa an-kadilalana ririnina tsofin’ny rivotra fahavaratra kaohin’ny riaka; lohataona mangezangezana fararano toa mahamanimanina roy a! Manila izany ny eritreritra. |
Ny sampanasa asa fitoriana ny filazantsara ity sampanasa asa fitoriana ny filazantsara ity dia mitory ny filazantsara ranofotsiny ao anatiny sy ivelan’ny fiangonana ary any amin’ny faritra. Mikendry izay hahatonga ny olona rehetra handre ny filazantsara indrindra fa ireo izay mbola any amin’ny tany maizina.30 hofanina ... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.