text stringlengths 10 11k |
|---|
Direction des etudes, de la legislation et de la documentation service de la legislation et de la documemarion fiche al’ atte 1tion dl s instances supf. R1el! H. Es |
Ny manao zavatra moa tsy mora. Tsy maintsy misy hatrany ireo olana misakana ny fanatanterahana ny asa. Anisan’ireny ny tsy fahampian’ny boky sy ny |
Apetraho hatrany ny fandalàna ny fitiavana sy ny fifandeferana ary ny fifanajana fa izany no manamafy ny fiombonanareo. Ny tsihy no fola-mandefitra fa ny olona tsy fola- mandefitra. |
Iii. Fanombanana ny vokatra azo nandritra ny seho izay natrehina sy fanolorana tolo-kevitra ho fanatsarana |
Balandier g , anthropologie dynamique in les notions clés de l’ethnologie, 1998, pp 150-156 dynamique, car elle tient compte du movement interne des societies, des forces qui les constituent tout autant qu’elle les modifient, des pratiques sociales concurrentes qui se réalisent sous le couvert des institutions et des o... |
Dictionnaire universel de poche, note 220, tak 417 la poésie est une forme d’expréssion littéraire caractérisée par une grande richesse d’images 30 rr raolison, rakibolana malagasy, ambozontany, fianarantsoa, 1985, tak 800. |
Créances clients |
Ohatra ralaizanamaria antso ho an’ ny tanora |
Hanantena an’iza indray ’lay nizaka fo maratra, raha ny tiana nolalainy no hameno ho avo fatra 5 ny mangidy notohofiny? |
Izay malaky tezitra manetsika ady, fa izay mahatsindry fo mampitsahatra fifandirana be fahalalana izay mahatsindry fo, fa mampiseho ny fahadalany izay malaky tezitra izany hoe izay olona mora tezitra dia vao mainka manamafy ady , ary lasa tahaka ny adala satria miteniteny foana izay sendra ny vavany. Fa ny fahendrena d... |
Soixante francs, lanjam-bola |
Ny joro fahan-jafy araka izany dia sorom-pisaorana sy fangataham-pitahiana atao amin’ andriamanitra andriananahary sy ireo hery tsy hita maso isan-karazany. Misy ny fombafomba arahina amin’izany, ary miafara amin’ny fanomezan’ireo raibe sy renibe sakafo ho an’ireo zafikely. Maneho famelomana aina sy fanehoam- pitiavana... |
Tsarahonenana |
Ii.1. Ny lafiny toe-karena |
In mpanolo-tsaina, lah. 52, oktobra 1916. |
Ratiasalisaly hendry ny zanahary ray olona fa nasainy nanompo antsika ny voaary. Hendry izy fa isika no be siasia ka mamorona ity tsy nataony rehetra ity hanimbantsika tena sy hanimbana ny voaary. Jereo anie ity rafatrapiketrika. Tenehina avokoa izay rehetra arapaka. Fa angaha ny zanahary raha nahary ny tontolo, tsy vo... |
Eliza freda, ho an’ilay namoy nateraka , and. 1, in vondrona ambara 1, tak. 66 |
Introduction générale 1- contexte partout dans le monde, les jeunes sont considérés comme l’avenir d’un pays, les jeunes d’aujourd’hui seront les adultes de demain. Mais malgré cela, ce sont eux qui sont les plus vulnérables aux problèmes sociaux, ce sont les jeunes qui sont les plus exposés à la difficulté d’accès à l... |
Voambolana ampiasaina ao amin’ny boky tantara ny andriana |
Tsy mifanalavitra amin’izany koa ny hita ao amin’ny ry tiako , v. A lah 3. Miresaka ny fanaovan’ny sasany namana ny toaka sy ny sigara manoloana ny fahantrana io tononkalo io. Mitaona ny olona hitolona izy mpanoratra amin’ireny sady mandona ny fon’ny mpitondra ihany koa. Andalana roa ambienimpolo be izao no nanehoany i... |
Ao amin’ny nilaza izy fa ny mianatra dia isika, ny mpitatitra ny teny taterina dia anisan’ireo olona itaterana ny teny ary mandray anjara amin’ny asa atao. Eto no ahitana ny fifanosonan’ny olona roa samy hafa. |
Andrem-by i sy ii |
Fizarana faharoa r ny resadresaka |
Ny fitiavan’olon-droa ny fitiava-namana ny fitiavana ankohonana ny fitiavan-tanindrazana ny fitiavana ny mpiara-belona |
Samy mahatsapa àry isika mianakavy fa ireo ezaka tiantsika hotratrarina ireo dia tena fanamby maika tsy azo idifiana tokoa. Anio ny ho avy fa tsy rahampitso miankina amin’ny anio ny ho avy raha mirindra tsara ny anio dia matoky isika fa ho tsara ny ho avy. Tsy ho vitantsika samirery anefa ireo ezaka ireo, ka miara-mito... |
Mpitatitra fa ny fitaovam-pifamoivoizana |
Ny nofo tinafin’anjaika miavaka, mihaba mirado , miankotso ravaka ny nofo, ny nofo, rehefa nofo, 20- dia tentina, lalotra mety miofo. |
Tranon’akoho 27 bomona barika aretin’akoho |
Ny fiampofoana razana rehefa voavaky ny taratasy fahazoan-dalana hamadi-drazana vao miroso amin ny famoahana ireo razana ho fonosin-damba. Ny ingénieur no miditra voalohany ao am- pasana vao manaraka ny zana-drazana sy ny zokin-jatovo mpiray kibon omby hamoaka ny razana. Raisina amin ny tsihy vaovao sy lamba vaovao ny ... |
Tsy voatery hitovy foana ihany koa ny fomba entin’ny mpampianatra manomboka ny fampianarana fa mety hiovaova araka ny zava-misy izany, ary mety hiovaova arakaraka ny tanjona na ny zava-kendrena mandritra ilay seho. Toy izao manaraka izao àry ny zava-nisy hita nandritra ny seho roa samy hafa natrehana tamin’ireo mpampia... |
Manatombo amin’ireo efa nisy ireo anefa ity asa fikarohana ity noho izy mifantoka kokoa amin’ny rafi-pisainana sy ny fomba amam-panao mifandray amin’ny fiompiana akoho ary ny fiharian-karena izany hoe ny fandalinana ny fiompiana akoho dia tsy naompana fotsiny amin’ny maha-fiompiana azy ka mihanona amin’ny lafiny fihari... |
Nandikana ny intrigue. Ny vonan’ny tantara dia ny fifampiankinan’ny toe-javatra samihafa ao amin’ny tantara. 27 boileau narcejac, le roman policier, puf, édition revue, boulevard saint germain, paris, 1968 tak 82 l’intrigue doit être solidement écrite et avoir un intérêt en tant qu’histoire |
Miller g. A langue et communication, paris lienhart 1963- 180p. |
Manao fifanekena amin’ny fmtr mikasika ny fifehezana ny rafitra amin’ny maha tompona andraikitra eny an-toerana azy. |
Toy izao kosa raha rasaina ny hevitry ny anarana ratsimaholy ra tsi maholy |
Fandaminana ny loko araka ny fahita amin’ireo karazam-boky samihafa, dia manana safidy ny mpanoratra na hampiasa loko na tsia. Milaza i françois richaudeau fa tsy mitondra fahalalana ny loko. Tsy hoe tsy misy dikany akory anefa na hadalana ny fanaovana sary miloko, fa manome endrika tsara ny boky izy, manintona ny mpam... |
Ampahany ihany ireo voalaza ireo, fa anjaran’ny mpampianatra ny manatevina izany, miampy ny hevitra samihafa avy any amin’ny mpianatra. |
Valohery mitsikitsiky dia faly mahafantatra anareo mivady koa. |
Ny karazan-teny |
Toy izay ny fiainany amin’ny maha olon-tsotra azy. Hidirana manaraka ny amin’ny maha mpanakanto azy. |
Amon e , bomati y , p.256 le textes argumentatifs reposent sur le développement d’arguments rationnels qui visent à convaincre le destinataire. 69 amon e , bomati y , p.256 il s’appuie également sur la force des émotions qui cherchent à le persuader. |
Ny madiro na ny jambarao kakazo ngeza sady mahitsy izy ireo noho izany dia mora ny mahazo hazo fisaka aminy ? Ny fibarana antsy maranitra ny fibarana noho izany dia mora ny mikapa hazo aminy ? Ny toaka araraka amin’ny hazo mba hahamora ny fanamboarana ny vata fangatahana tso-drano avy amin’ireo razana no heviny . |
Amin’ny ankapobeny , ny famaranana no anasongadinana ny hevitra sy ny lafin- javatra novahavahana tao amin’ny famelabelarana. Ny toe-javatra tiany hohamarinina tamin’ny nandrafetany ny tantara no antitranterin’ny mpanoratra ao amin’ny tantara |
Finoana tafiditra teto madagasikara nentin’ny arabo ny finoana ny vintana. Hery inoana fa napetraky ny zanahary teny amin’ny kintana tamin’ny fotoana nahaterahana izy io, mba hifehy sy handrindra ny fiainan’ny zanak’olombelona tsirairay. Izany hoe ny vintana dia hery miaraka amin’ny olombelona miankina amin’ny tononand... |
Parents d’élèves 4 11 7 8 30 elèves 5 5 5 5 20 total 13 17 13 18 61 source auteur 2018 |
Ny asa raikitra dia ny asa fototry ny ny fivelomana, atao vaindohan- draharaha, mampidi-bola eo amin’ny mpiasa isan-tokantrano. Ao anatin’izany ny fambolena, ny varotra, ny asam-panjakana ary ny asa amin’ny sampan-draharaha tsy miankina. |
La visite à domicile la visite à domicile est une procédure qu’un médiateur ou accompagnateur ou intervenant social devrait suivre afin de connaître les bénéficiaires dans leur milieu de vie, de discuter et se familiariser avec eux. Pour ce faire, on a choisi que le stagiaire assume la vie quotidienne, faire la vaissel... |
Fiezahana 12 t11, t12, t14, t89, t90, t91, t96, 97, t32, 9 |
Tsikaritra ihany koa fa misy ny fifamalian’ny zanapeo a indonezianina amin’ny zanapeo u malagasy izay hita amin’ny voanteny tokana tampak tampoka, ary ny fifamalian’ny zanapeo a indonezianina amin’ny zanapeo sosona ai malagasy toy ny hoe mambu maimbu |
Izaho nandamina ny trano sy nibata azy tao amin’ny w. C l em em |
It is important and interessant to know the different problems caused by development in the traditional breeding and modern one especially in the economic field, cultural and sanitary. According to what we have seen in the rural commune of antanetibe mahazaza, modern hen breeding is taken care whereas traditional breed... |
Sary 23 ny mpanjaka vavy ampitafiana |
Fanontaniana inona no antony? Isan’ny mpianatra |
Toy ny hitany eo anoloany izy amin’ny alalan’ny mpisolo manondro indro, ary maniry izy ny hohatonina fa tsy hanatona, hita amin’ny fehezanteny hoe tamy izy. Raha aravona ny hevitra amin’ireo dia maneho ny fitiavan’ilay tovolahy mbola tsaroan’ilay solemita hatrany ka tsy maty ao an-tsainy. Hatramin’ny feony aza ao mbola... |
Tahaka izany koa ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe isaorana andriamanitra 172. Azon’i asiniony natao ny nanisy mpampiankina fa teo amin’io teboka telo io. Nampiasainy, anefa, ny teboka telo mba hanehoany fihetseham-po bebe kokoa. Araka izao hita ao amin’ny tononkalo izao ny tanjona kinendry |
Dia adino ’lay akany mahonena, mavomavo, f’asa, tsy hainy ny miaina isanandro mihafihafy! Ka heveriny ho tafita, tena tafasondrotra avo ’lay tsy manina ny hody, sarimonina any an-dafy. |
Maromaro ireo ny voninkazo tsara feheziko ho anareo ny foko tsy handrara |
Teo amoron-drano teo no niantsoany ahy hoe manantona ka avia fa ambarako anao. |
Niry-solosoa mihira ny fitiavana ao amin’ny amboaran-tononkalo dia no lohateny nomenay izao asa fikarohana izao. Izany dia noho ny fahatsapanay, fa anisan’ny tara-kevitra tsy lefy laza ny tara-kevitry ny fitiavana. Miseho amin’ny sehatra maro ihany koa izy io, ka afaka mivelatra amina lohahevitra isan-karazany. Ankoatr... |
Eo amin’ny fomba amam-panao |
Tsara madina52, fa misaotra, tompoko! |
Ny vahaolana noraisina |
Maingueneau, op. Cit. Voambolana argumentation l’argumentation est une activité verbale et sociale, ayant pour but de renforcer ou d’affaiblir l’acceptabilité d’un point de vue controversé auprès d’un auditoire ou d’un lecteur, en avançant un constellation de proposition déstinée à justifier ou à réfuter ce point de vu... |
Les principaux obstacles des associations sont en termes de partenariat qu’il s’agisse de partenaires financiers, institutionnels ou opérationnels, l’environnement actuel dans lequel elles évoluent est loin de favoriser les échanges et l’entrée en contact avec ces derniers. |
Ny ceres dia tsy mandray mpianatra mamerin-taona. Raha sanatria ka tsy afa-panadinana izany ilay mpianatra dia miverina ho mpianatra tsotra. Mandroaka ihany koa izy raha toa ka tsy manana risi-po ireo ray aman-drenin’ny mpianatra na ilay mpianatra . |
Bary sy i max eto no mifarimbona mandresy lahatra an’ i willy tsy hiroso amin’ny fanambadiana. Tapahin’i max eo amin’izay tena mahaliana an’i willy ny teneniny mba hampandraisana anjara azy sy hifantohany amin’ny zavatra resahina. Manamarina izany ny valin-tenin’ i willy mampiasa ny mpampiankin-teny ndrao amin’ny hoe n... |
Ny hasin’ny tsirairay ny toerana sy ny zavatra manan-kasina ny hasin’ny tanindrazana ny loharanony |
Amin’ny ankapobeny, maro ny fahasamihafana hita taratra eo amin’ny tekinisianina sy ny tantsaha, indrindra fa ny lafiny ara-pahalalana sy ny fahaiza- manao, araka ny nambaran-drazafindratoanina hoe mifanalavitra ny fari- pahaizan’ny tantsaha sy ny tekinisianina. Ambany dia ambany ny fahaizan’ny tantsaha ka tsy mahatrat... |
Creances et emplois |
Bema manao ahoana i koto |
Dje nenga iaho namonzy neno tra o nivanta ana teroy eo an-ta ana 75 ambatofotsy ihany misy fianakaviana novanta ana neno ha a a i y nindaoko nipody. Vantany niditra neno varangara a iaho dje tsy ta ako koa neno ranommasoko lefy rafotsy, lefy rafotsy andron’i y moa dje nirahana ny zalahy madinika teo hampilaza ny an-kar... |
Ny fiainam-pahazazany sy ny fahatanorany |
Samy manana ny andraikitra mifanandrify amin’ny anjara toerany avy ireo olom-boafidy ho birao maharitra ireo, araka izao hoentina manaraka izao ny tale mpitan-tsoratra maharitry ny faf -miandraikitra ny fanatontosana ny tatitra rehetra ilaina hahazoana vola sy ny fandefasana izany isan-tsokajiny lisitry ny mpianatra, m... |
Ralaniboahangy dame de perles de corail princesse d’une rare beauté fille du mpanjaka de la dynastie zafirambo de vohitrarivo-tsinjoarivo sur l’onive ambatolampy qui son nom donne pour prince de l’univers. Andriandanitramantany prince des fleuves du ciel et de la terre et prince du fleuve dans le ciel et sur la terre. ... |
Fanafohezan-teny |
La structure du sol et son évolution conséquence agronomique, maîtrises par l’agriculture. Histoire des rois. Tome 1, 2, 3,4. Dition |
Manjakatokana ny liona lahy ka mieronerona ratsy fanahy; mitetika irery hanao ampihi-mamba 20 ka ny vady avy no atao sora-damba |
Mampiasa ny fehezanteny lava sy mifamatopatotra kosa izy, rehefa misy hevitra na toe-javatra tiany hovelabelarina misimisy kokoa. Hojerena tsirairay ny ohatra maneho ireo fehezanteny fohy tak 11 nikiry aho. Nibitaka aho. Faly i dada. |
Ny épiphore indray dia tamberim-peo na tamberin’andian’-teny am-param-pehezanteny na am- paran’andalana na amparan’andininy mifanesy .217 ao amin’ny lahatsoratra famotopotoran-kevitra avy ny orana 218 dia ahitana épiphore. Isaky ny avy maneho hevitra amin’ny alalan’ny trangam-piainana iray i harioley, dia mampiasa ny é... |
Ny omby eo anivon’ny fomba fandevenana ao vonizongo atsimo-atsinanana imerina , mémoire de capen, antananarivo, |
Raha izaho mantsy no mba mahasaotra raha mahita fiokoana, latsa, fosa, vava ratsy, endrikendri-poana. |
Fatratra dia fatratra tokoa ny tao an-trano. Tsy azo heverina amin’ny maha lavi- toerana azy. Ao daholo ny kojakoja ilaina rehetra va tak 102 |
Raotra raodraotra mandraodraotra mandraondraotra 431 rapaka rapadrapaka mandrapadrapaka |
Solohery b. D. R 1978 ny tsikera samihafa fampiasa amin’ny fandinihana haisoratra in aingam-pivoarana, laharana manokana, antananarivo, fofipa, tak.71-76. |
Ny lahateny eto dia nafantok’i rado amin’ny maha izy azy ny vahoaka afrikanina. Enti-maneho toetra mampirehareha sy manavaka azy ireo amin’ny fiarahamonina hafa maharitra amin’ny ady fa tsy mitsoaka an-daharana eo ihany koa ny toe-tany izay evan’ny ho avin’ny vahoaka satria mahazo anjara |
Milka andonova hristova les nouveaux mouvements religieux défi pour l’eglise orthodoxe bulgare, fribourg 2007 |
Tsy dia ny hitaizanareo ny zanako no mampalaina ahy fa ny hitondrana azy any ambanivohitra, hoy ilay rahavavin-drahary. Aleoko mahita azy ireo velona, na dia mahantra eto anatrehako aza, toy izay ho faty tsikelikely any, tahaka an’izay nanjo ny fianakaviantsika. Niha-kivy rahary! Na tsy niteny mivantana taminy aza ilay... |
Nofidiana ihany koa ireo sekoly izay manofana mpianatra ho afaka miasa avy hatrany aorian’ny fiofanana, ary afaka manohy ihany koa raha te hanao izany. Natao izany mba hamantarana hoe manao ahoana ny endri-pahalalana omena azy ireny sy ny tokony hanatsarana izany? Nokendrena ihany koa mba ho ireo sekoly eto andrenivohi... |
Ny anaran-tsamirery ny anaran-tsamirery dia natao hanondroana singa tokana ao anatin’ny vondrona misy azy. Atomboka amin’ny tarehin-tsoratra vaventy ny fanoratana azy ireo. Misy izy ireo anarana iantsoana olona iray toy ny hoe lita, paoly ; olona efa maty toy ny hoe andriantompoinarivo ; foko na vondron’olona toy ny ho... |
Fampitahana miorina amin’ny kalitao |
Ohatra ny tranombarotra shoprite, eo anatrehan’ireo tranombarotra lehibe samihafa, ary manoloana ny fifaninanana ara-barotra dia mampiasa ny teny filamatra hoe ny mora indrindra hatrany ampiasainy izany mba hanehoana fa zakan’ny sarambabem-bahoaka ny vidin’entana ao aminy, ka isarihana ny mpanjifa mba hividy ny vokatra... |
Ny tamberin-jana-peo na assonance |
Endrey izato tratrany kanto tokoa! Voaravaka lisy natao amboara; inoako ao anatiny dia misy fo mitafy hadiovana mangarahara! |
Dadabe voaray ny fiarahabana sy ny hataka ary ny fanolorana ny solom- bodiondry. Tsy ho be sasiny toy ny angorodao rovitra tokoa izy ity, fa ataonay hady vomangan ikirijavola, ny voamasony avy hatrany no potsirina fa tsy lany andro hangady ny manodidina ny tany. Ianareo hoy ianareo te hanome voninahitra anay. Ny zazava... |
Ohab 28 19. Izay miasa ny taniny dia ho voky hanina; fa izay manaraka ny olom-poana ho voky alahelo kosa. Ohab 28 20. Izay olona mahatoky tokoa dia ho be fitahiana; fa izay maimay te hanan-karena dia tsy maintsy hohelohina. Ohab 28 21. Tsy mety raha mizaha tavan’olona; kanefa na dia amin’ny sombin-kanina ihany aza dia ... |
Harena ve? Harena ve ry mpisakaiza no hampisaraka tsy fidy? Harena moa ho entina aiza? Ny vola anie ka tsy hangidy. |
Vao 13 taona izy, dia tsy nianatra intsony, nefa kosa tsy nitsaha-nampiana-tena ka hainy hatramin’ny teny espaniola. |
Tsiresy, ireo mpiara- ambanivohitra, ireo |
Hofantarina eto ny fiakarana sy ny fidinan ny fari- piainan i sahondra. Mba hampazava azy kokoa93 anefa dia ny kisary miendrika répère orthonormé no ampiasaina hanehoana izany ny axe des abscisses na ny tsipika mitsivalana no hanehoana ny tranga samihafa nolalovan ny mpandray anjara fototra ny axe des ordonnées na ny t... |
Avy amin’ ny hoe raha tohina ny aty maharary ny afero. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.