text stringlengths 10 11k |
|---|
Tsy manana fahafahana |
Levona levondevona levonina |
Ny momba ny mari-piatoana |
Ny gadongado-tongony no hany sisa heno. |
Manaraka izany, tompoko, ho tsarina ny resaka ka hatao hadivomangan’ ikirijavola, ka ny voamasony no avy dia hopotsirina. |
Liste des figures figure n 01 cycle d’exploitation tpfjkm 10 figure n 02 organigramme de la société tpfjkm 10 figure n 03 organigramme du daf 11 |
Niova endrika ny anaphore eo amin’ny andininy farany ao amin’ny tononkalo, satria naneho ny fihetseham-pony sy ny fanantenany, rehefa nahatanteraka io hetahetany io izy. |
Nanaraka ny omby novidiko taminy dia ny taniko kosa no novidin-drainijery na karazan’ny lasany maina aza no azo ilazana azy. Nifanena teny an-tsena izahay indray mandeha, ary avy hatrany dia horakoraka araka ny mahazatra azy no nataony tamiko ity eto ialahy tahaka ny natosik’andriamanitra! Hoy izy. Andeha ho any an-tra... |
Goaikia goaika |
Ragly dia ahoana fotsiny izany ? |
Tononkalo sy manana endrika, toetra mampiavaka ny tononkalo tsara ny pôezia, ary mety ho hita any amin’ny asa soratra hafa io toetra io. 53 iombonan’ireo mpandinika vahiny ireo ny maha asa kanto miankina amin’ny fahaiza-milalao ny teny ny pôezia. Maneho ny heviny ihany koa ny malagasy. Toetran’ny zavatra mampisondrotra... |
Pcd 2008, op cit p.8 |
Mer omaly tamin’ny omaly oviana tamin’ny oviana androany tamin’ny androany 1.2.2.4.3 fampiasana ny mpampiankin-teny araka ampiasana ny mpampiankina araka raha afaka mifanolo amin’ny teny hoe manaraka izy; amin’ny fiteny merina anefa na azo ampifanoloana na tsia amin’ny teny hoe manaraka ny mpampiankina araka dia ampias... |
Fa tiako izy ho mamin’ny mpiara-monina 10 tsy hotsiriritiny no hevitr’izany aoka ny tompony ho izaho irery ihany fa tiako ny vadiko. |
Saika hesoriny ny zanany, fa tsy nanam-bola izy |
Taona sokajy anjara toerana anjara asa 18-35 tovolahy eo amin ny zana-tohatra fahatelo manaraka ny zokin- jatovo manaraka ny baikon ny zokin-jatovo sy ny ray aman-dreny misahana ny asa mila hery sy tanjaka amin ny fanatontosana fomban-drazana |
Lainga raha mitia milaza tsy miaro a fa kobonina mangina ny hasarotana fiaro. A mody tsy miraika bontsinin’hambom-po b nefa zava-bitika dia mampiasa loha b sainina daholo mbamin’ny hetsika tsy nahy a manara-maso foana fatra-piahiahy a dia hoe tsy raharahiako fa zavatra mandalo b nefa olon-tsotra ahiana ho fahavalo b |
Fihetsika iv sady miteny hoe leleo reninao! Ilay olona manompa no mipepeka amin’ny tanany havia na havanana. |
Mihitsy no nenti-nanavaka azy tamin’ny rehetra. Toa te hilaza ny mpanoratra noho ny fampiasany ireo karazan-tsarinteny telo mifanesy ireo fa zara fa mitafy izy mianakavy, tsy misy haingo sy resaka didin’akanjo fa rehefa mitafy dia ampy. Tsy misy fijerena hoe mampafana sa mampangatsiaka, manendrika sa manaratsy ny fitaf... |
Rehefa ilala no mibaiko, ny vahona aza mihamamy; ny mba mivadika tsy haiko, na fahafatesana aza tamy |
Ny tebo-kevitra niaingana tamin’ny fanombanana |
Universite d’antanarivo ecole normale superieure |
Ohatra2 neny sao dia nisy hadisoana nataonao taminy kosa? Mariah tena tsy misy ry neny a! Efa talohan’izao fihetsiny izao no nahatsapako fa misy zavatra mampiasa mafy ny sainy. Tsy hitany akory izaho eo anilany eo. Toa hadinony mihitsy re ry neny ny manodidina azy an! Hadinony aho, hadinony ny misakafo, hadinony ny fot... |
Misy karazany efatra ny fomba fitsinjarana ny fahefana amin ny tany demôkiratika iray voalohany ny centralisation izany hoe ny fanapahana sy ny fandrindrana rehetra ny fiainam-pirenenana dia eo am-pelatanan ny rafitra iray antsoina hoe fanjakana ny atao hoe fanjakana dia fikambanan ireo rafi-pitantanana isan- karazany ... |
Ny anjara asan’ny zazalahy sy zazavavy amin’ny fiompiana |
Izay no hilazako iky a |
Sarintany 1 ireo faritra roa amby roapolo mandrafitra an’i madagasikara loharanon-kevitra bd 500 ftm |
Farany, raha mahakasika ny lafiny ara-piarahamonina dia hita fa teto no nitarafana ny fahasahiranan’ny vahoaka sy ny fitobaky ny kolontsaina vahiny. |
Araka ny resaka nifanaovana tamin’ireo mponina vitsivitsy dia mbola misy ny tsy fahatanterahan’ireo fitsipika mifehy ny fikambanana indrindra eo amin’ny fiarovana ny ala ; ao ireo mandika izany nefa tsy ampiharana ny sazy mifanaraka amin’izany noho ny henamaso amin’ny maha mpiray tanàna. Maro ireo manam-pahefana any an... |
Azo ve rreo gadra izay lasa tafavoaka? Nisondrotra ary ve ny vidinrny kafe |
Ny fetran’ny asa ny zavatra rehetra dia misy fetrany, tahaka izany ity asa fikarohana ity. Nisafidy ny tsy hanadihady afatsy ny lafiny fanabeazana izahay. Ka izay niainanay, hitanay maso no noezahina nodinihina. Heverinay fa misy ifandraisany amin ny lohahevitra ny antrôpôlôjian ny fivavahana sy ny miralenta kanefa nin... |
Repobilika voalohany ka |
Ratianarivo sy c ravaloson, ny troupe jeannette, dimampolo taona nisehoana an-tsehatra 1929-1979 , t. P. F. L. M, fametrahana n 203, antananarivo 1979, tak.18 |
Rehefa tsy misy fanita-pototeny kosa izy fa fanatsaram-peo na tsy misy mihitsy dia mijanona ao amin ny fototeny ihany ny tsindry fa tsy makeo amin ny tsirinteny tovana akory. Ohatra lo lovina lo-v-ina là làvina là-v-ina raha asiana tsirinteny mandidy kosa izy dia tsy mikisaka mankeo amin ilay tsirinteny mandidy ny tsin... |
Vono olona ? Sanatriavina ! Fa ho fanefitr’ilay fery izay tsy tanty moa misy. Ny ody f. |
Soa nandalo kely tany am-piasany aho mantsy fa mbola tsy tao izy |
Raha vao maraina tsy maintsy voakôty ny gardiain! Vao tsy komplisy d’efa konsay fa tsy ankitsitsy |
Tsy maintsy ampahafantarina ny tantsaha eto ny fikarakarana atao amin’ny voly, toy ny fanesorana ireo ahitra manelingelina ny fitomboan’ny vary. Amin’ny voalohany, tsy maintsy esorina amin’ny tanana ireo ahitra ireo fa amin’ny taom- pambolena manaraka kosa vao azo ampiasaina ny fanafody famonoana ahitra. Amin’izany dia... |
Ny lafiny fampianarana ny fotodrafitrasa, ny isan’ny mpianatra, ny tahan’ny fahombiazana, ny fahavitrihan’ny mpianatra. |
Anisan’ny fialam-boly ankafizin’i faralahy ny mitendry gitara sy ny mihira, indrindra ireo hira malagasy sy ny kalon’ny fahiny. Fony mbola mpianatra tany amin’ny lycée gallieni izy dia efa mpitendry gitara. Nihanitombo izany fankafizany ny zava-kanto izany nony nanambady an-dramatoa zoeline izy. |
Tenin-drazako 1 ary ianao ry tenin-drazana ianao koa ka tanindrazana teny mendri-panajana koa tandremako ny peniko. 5 tsy handiso anao ry teniko. Teny manana lalàna. Ary ianao ry tenin-drazako fitaovan-tsoa anabeazana ny tarana-mifanolo 10 ampitàna fahendrena sarobidy, volamena mitaiza sy manolokolo. |
Ny hoe tsy zakan’ny tsena ao amin’ny 122 sy tsy zakan’ny balam-pilesy ao amin’ny 123 dia mbola maneho tsy fahavitan-javatra. Saika teny fampiasan’ny olona manoloana ny |
Toromarika a. F1 anjara asa fandaminana, af2 anjara asa fampiorenampaka , a. F3 anjara asa fampivelarana , a. F4 anjara asa fanavahana , a. F.5 anjara asa fanehoana hafaliana miabo, a. F6 anjara asa fanehoana hafaliana miiba, a. F7 anjara asa fampivainganana, a. F8 anjara asa fanehoana fankasitrahana miabo , f. A9 anja... |
Misy toe-javatra mampihetsi-po maro, no tantarain’ireo mpanao lahabolana ireo hisintonana ny sain’ny mpamaky. Ao ny toe-javatra mampalahelo, ny mahatezitra, ny mahatsikaiky, ny mampitaintaina, ny mampieritreritra. |
Dia misaotra indrindra, tompoko, samy hotahian’andriamanitra. Andriananahary sy ny razana anie, ianareo rehetra, hambinin-java manasatra, hieren-doza amin’antambo. |
Saika mitovitovy amin’izany ihany ny ao mangatany, saingy ny mampiavaka azy dia vitsy ny olona manao ny fikaramana isan’andro ho asa |
Fantatro fa nisy ditraditra kely tsy voatohitrao ka natao nisalasala koa ny foko tamin’ireny, tsy nahita izay hatao tanatiko tao anefa ilay feo tsy nijanona niteny nampahery ahy hatrany handefitra satria sarobidy ’lay toky mamy hoe tiako, eny tiako, tiako ho doria. |
Pahefana teto amin’ny firenena. Olona mpanao didy jadona, tsy mba refesi- mandidy, mpanao teniko fe lehibe izy ireo, mba ho fiarovany ny tombontsoany. Rahanta sy rajery ary ilay rafotsibe kosa dia samy anehoana ireo sokajin’olona mpanatanteraka ny baikon’ny mpitondra. Tsy iza ireo fa ny vahoaka malagasy, izay noterena ... |
Vato misakana lehibe tsy azo odian-tsy hita amin’ny fampianarana ny taranja malagasy ny toe-tsain’ny ray aman-dreny sasany. Raha nametraka ny fanontaniana tamin’ny mpianatra mantsy izahay, ny ankamaroany dia nanambara ny tsy fanomezan’ny ray aman-dreny lanja ny taranja malagasy, araka izao fafana manaraka izao. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.