text stringlengths 10 11k |
|---|
Laharan’ny fisesin’ny tantara fetran’ny takila isan’ny takila faharetan’ny fotoana 1 7-9 3 1minitra 2 10-14 5 1 andro 3 15-16 1.5 1 alina 4 16-19 3 1andro 5 19-25 6 3 na 4 ora 6 25-46 21.5 1 andro 7 46-47 2 2 ora 8 48-68 21 1 andro 9 69-108 40 12 taona 10 109-114 6 1 ora 11 115-118 3.5 30 minitra 12 118-148 30.5 2 andr... |
B5 inay aòmbe inay aòmbe raza baka an-joho a y e inay aòmbe raza baka an-joho a y e inay aòmbe raza baka an-joho a y e inay aòmbe raza baka an-joho a y e vao , 68 taona, ambohimahavelona 27 aogositra 2013. |
Vintanarimalala harivola nadinina |
Ho poeta indray ianao! |
Art-5 les juges les juges coordonnent et supervisent les aspects techniques pendant la compétition. Les juges de départ et d’arrivée regardent les fautes pendant la compétition, et c’est l’un de ces juges qui donne le signal de départ. Art-6 le marqueur et l’aide marqueur 6-1 le marqueur le marqueur doit utiliser les f... |
Ranoe, mémoire de capen, présenté par ramasiarisoa aimée, ’’ranoe poetan’ny fitiavana ’’, boky, tak 61, 2002, va2 tak 16 27 arni, hiratry ny kintana, tak 19, va tak 12 |
Ny mpandray anjara mpianatra mpifampiandany ny filoha na solontenan’ny kilasy na ny mpampianatra tomponandraikitra ny ankolafi-mpianatra manohana ny andaninny na ny ankilany amin’ny mpifanandrina ny mpianatra rehetra ny tanjona fananarana sy fandaminana ary fanonerana ny simba, nefa tsy mampiasa hery fa mifototra sy ma... |
Loharano ny mpikaroka, 2015 |
Loko lokoloko lokoina |
Misy koa ny fanokanan’ny ivotoeran-tserasera fotoana indray mandeha isan-taona mba hihaonan’ny tantsaha rehetra eny ankalamanjana. Tanterahina ao anatin’izany ny fampandraisana anjara ny tantsaha hampahafantatra bebe kokoa ny andraikiny eo anivon’ny faritra. Omena endrika fifaninana izany toy ny radio crochée , fampira... |
Manome endrika kanto ny tantara foronina, ary manasongadina avy hatrany ireo fiheverana tian ny mpanoratra havohitra. Voalazany fa mitovy ny fihetsiky ny zava-boahary, araka ny karazany avy. Fehezanteny mitovy vahana, mitovy rafitra, mifanohi-kevitra tak 15 ny zotom-pony mianatra, tsy tia fandriana; fa ny fitiavako tor... |
Ireo niharan’ny herisetra ireo niharan’ny herisetra dia mbola misokajy ho roa koa dia ireo mpiara-miasa amin’ny jiolahy, sy ireo olon-tsotra. Izy ireo dia samy novonoina noho ny fiahiahiana sao hamoaka ny tsiambaratelon’ny mpanao ratsy, na sao hilaza ny zava-misy marina. Misy amin’izy ireo moa dia novonoina tsotra fots... |
Chassang a et denninger ch les textes littéraires généraux, col hu classique hachette ,1958. |
Hoaviny no izy 36 fary mamy , |
Tableau n 1 rendement annuel par type de culture ménage |
Tsoa-kevitra niteraka hakingana teo amin’ny famoahan’ny mpianatra hevitra ny endri- pampianarana naroso noho ny fiparitahan’ireo singa samihafa nifantenana ny lahatsoratra nampiasaina. |
Ny vavaka omaly nasandratra aminao ry tompo zanahary, ny ao andrefana ao |
Nosikely manana tantara ankehitriny anefa mamarara mba mandroso ihany anefa mihemotra |
Iii- ny foto-karena amin’ny sehatra tsy miankina araka ny mbola maha kaominina ambanivohitra an’i manjakandriana dia mibahan-toerana eo amin’ny fototra asan’ny mponina ny fiompiana sy ny fambolena tsy hadinoina koa fa renivohitry ny distrika izy, noho izany, maro ny sampana asa mitsangana ao an-toerana, na ara-panjakan... |
Andrivotra 23 20 03 10 13 11 |
Iii.3.2 manondro hakelezana |
Toy izao manaraka izao àry ny tolo-kevitra ho fanatanterahana izany. |
Mbola zava-dehibe eo amin’ireo mponina ao mahamasina ny fanan’izy ireo rakitry ny ela mitahiry ny fomba fiainana taloha sy ny toeram-ponenana fahiny. |
Manovona izany ka mampifameno ny traikefa ananan’izy ireo. Mitondra vokatra tsara eny anivon’ny fiarahamonina izany satria tsy vitsy ny voaarina amin’ny fandikan-dalàna, manamaivana ny andraikitry ny ray aman-dreny rahateo ny fitaizana ny zaza mania amin’ny toby sahala itony. Manampy izany, mandray fanofanana ireo beaz... |
L’utilisation des documents comptables probants et suffisants facilite non seulement l’investigation de l’auditeur mais aussi le simple contrôle effectué par le chef hiérarchique. |
K’izao vao he, akory ! Nony mby an-tsandrin’olon-kafa indray vao mamerovero sy hoe tahak’izay! 135 |
Mifahatra amin’ny lalantsaina telo ny fandinihana eto amin’ity asa fikarohana ity ny lalantsaina momba ny hairaha misy karazany dimy ny hairaha kendrena amin’ny fampianarana ny taranja teny ny haikirakira ny teny, ny haifitenenana, ny haikolontsaina sy fiarahamonina , ny haihodidina ary ny haiserasera. Hovahavahana ao ... |
Nandritra ny fakan- drivotr’izy ireo ny olana lalovan’ny mpianatra indrindra fa ny ankizivavy ny soson-kevitra avy amin’izy ireo papan’i simone 45 taona l zandary peletton fenerive-est 12 07 13 tao an-tokatranony ny anton’ny fialana an- daharana an-tsekoly simone 19 taona v zanak’i papan’i simone mpianatra niala an-dah... |
Ny fanadihadiana asa soratra sekoly roa ihany no nahitana ity karazana tombana ity, dia ny stmr sy ny lmm. Toy izao ny fomba nitondrana izany tao amin’ny stmr |
Asiniony 18 janoary 1998 |
Raoka raodraoka raofina |
Lohataona hatrany |
Desambra 2005 |
Toerana mahafinaritra ny faritry boina. Hita taratra ao mahajanga sy ireo toerana manodidina azy, ohatra izany ny lalana marovoay-mahajanga, ny seranan-tsambon i mahajanga, amborovy toeram- pitsangantsanganana, ary ny zaridainan ny fitiavana, |
Ako nateraky ny tononkalon’i niravo mitondra ny lohateny hoe teo antaninarenina |
District inscrits en 2nde 2008-2009 inscrits au lycée 2007-2008 pourcentage redoublants 2007-2008 candidats bacc 2008 taux de réussite au bacc 2008 ambatondrazaka 654 1814 10,1 559 40,8 amparafaravola 299 495 23,6 133 48,9 andilamena 262 564 13,3 148 26,4 anosibe an’ala 136 153 19,6 42 66,7 moramanga 329 667 14,4 284 5... |
Ny mahatsikaiky teo amin’ny toetoetrany azo atoko telo ireo toetra mahatsikaiky fahita ao amin’ny sombin-tantara ny toetra tsy manam-pamavany ; ny toetra mitompo teny fantatra, kevokevoka ; ary ny toetra fetsifetsy 14. Ireo karazan-toetra fahita eo amin’ny fiainana andavanandro ihany, nefa lasa lalim-paka loatra ka tsy... |
Araka ny telozoron’ny fampianarana, dia ny mpampianatra no tena manana andraikitra lehibe indrindra, na manoloana ny fahalalana, na manoloana ny fahaiza-mampita. Fahalalana |
Date de soutenance 22 décembre 2016 |
Torak’izany ihany koa ny tohin-teny hoe bonbon vorona ao amin’ny 42 ny bonbon dia teny frantsay izay midika hoe vatomamy amin’ny teny malagasy. Sakafo tena ankafizin’ny ankizy ny bonbon noho ny hamaminy. Ny vorona kosa dia biby manan’elatra ka manidina. Raha aravona izany hevitra ara-bakiteny dia vato mamy manidina, iz... |
Ii. Présentations des deux écoles l’epp antanety i et l’epp anosy avaratra cette partie se focalisera sur la monographie respective des deux communes notons que seuls les éléments nécessaires en lien direct à notre thème et à notre recherche y sont exposés. |
Fafana 13 ny isan’ny mpianatra manana boky sy ny tsy manana |
Olom-pirenena handray ny fahalalana mifandraika amin’izany. Tao koa ny talen’ny sekoly fampiofanana eto amin’ny ecole normale supérieure e. N. S izay isan’ny solon-tenam-panjakana eto aminay, fisaorana goavana no asetrinay ho anao amin’ny adidy sy andraikitra maro lafy sahaninao. Ny tompo anie homba anao hatrany ny haz... |
Faralahy tiako ho tohizana kely ny resantsika sy dadatoa teo. Manalasala ahy be ihany mantsy ilay antsoinao hoe misy lolo ny alan’ambohimahavelona. Rajery manalasala ahoana hoy ise ? Faralahy izao e marina fa mitovy ny fitantaran-drajenitra sy ratarika amin’ny hoe tsy nisy olona hita maso kanefa miteny mitrerotrerona. ... |
Teny fisaorana misy oha-pitenenana malagasy hoe ny rano tsy tonga tsy aman-tsiny ary ny vary tsy masaka tsy aman-drano ity asa fikarohana ity kosa dia tsy vita raha tsy teo ianareo rehetra nanampy tamin’ny fanatontosana azy. Tsy sanatria hanao toy ny tahom- boanjo izahay ka ny nahitana indray no akifika, fa dia toloran... |
Ny lalana hizorana amin’izany dia miompana hatrany amin’ny fampandraisana anjara azy hanome ny heviny, ka hanamora izany dia tokony hohajaina hatrany ny foto-kevitra ijoroan’ny fomba fampandraisana anjara amin’ny fakana fanapahan-kevitra. |
A, tf 2 ny renikeliko , tak.71-72 136 v. A, tn 1 asa maizina , tak.2-3 |
Ra-gly ieny lesy a! Atsipazo amin’izay ny kitapo e! |
Ny renihira |
Ny fananganana ny tontolo niaviany izay manoritsoritra ny zava-misy sy ny fiainam-piarahamonina nandritra ny vanim-potoana nitrangany. Isan’izany ny hairaha sy ny haitao nananganana azy izay mifandraika amin’ny toerana misy azy ary ahafantarana ny antom-pisiany. 4- ny dikan’ilay singa araka ny tontolo niforonany izay m... |
Izay ny momba ny haitsikera nentina nandrafitra ity asa fikarohana ity, fa hidirana manaraka ny fanatontosana ny asa fikarohana. |
Midika zava-maro amin’ny fanehoam-pitiavana eo amin’ny olon-droa ny fanolorana voninkazo. Tsy tao an-tsainy, anefa ny nanolotra izany, fa sary no nomeny. Hany ka tsy nahomby ilay famboraham-pitiavana. Niandry izay hasetr’ilay ankizivavy izy raha nanitrika ilay sary. Mety ho nangitakitaka sy tsy tafandry mandry izy teo ... |
Rajemisa raolison 1995 |
Ny mpijery dia mipetraka manodidina ny vala hanaovana ny savika. Tamabtr ireo zaza amam- behivavy sy ny tanora tsy mandray anjara izany. Anjara asan izy ireo ny mankahery |
Saika efa hita any amin’ny marofotsy avokoa ny foko rehetra misy manerana ny nosy. Maro ireo mpifindra monina tonga any an-toerana. Ankoatra ny malagasy efa misy koa ireo vahiny. Ny karana no efa ela indrindra tamin’izany, ny sinoa vao nanomboka tonga tsikelikely ny taona 2000 no mankaty. Marihina fa tsy mbola nanorim-... |
Ny fanakonana dia mametraka fitsitsiana nefa koa miantoka ny fifamatoran’ny zavatra ambara amin’ny any alohany. Eo amin’ny fitenenana tokoa mantsy dia azo takonana ny teny efa voalaza tany aloha, raha heverina fa ho azon’ilay itenenana ny tiana hambara. Noho izay toetrany izay dia mamaritra fikaonana eo amin’ny lahatso... |
Sary nalain’ny mpikaroka tao ampiringalava ny volana jolay 2013 |
Ireo dingana amin’ny fanefena tanimanga; |
Asan’ny mpampianatra fanaraha-maso ny asa fikarohan’ ny mpianatra, ary fanampian’ny mpampianatra fanazavana fanaraha-maso ny tsipelina diso fananan’ ny mpampianatra taranja malagasy fahalalana betsaka |
Misaotra azy, notahiany ny natao ka lavorary |
Dadavelo ahoana? Nahazo aina? Njara tsy maninona aho ka! Izay ihany! Dadavelo angaha tsy zava-doza sy mampalahelo e! Ary tena zavatra manahirana! Fooo misento njara dia ahoana ry dadavelo a! Raha azoko tsara izany dia ireo zanany anankiroa nivoaka nandoaka ny kibony ireo no nahafaty an’i baozara? Dadavelo ireo no nahaf... |
Ny taona 1996 izy no niditra tao amin’ny fikambanana. Ny fimpima dia fanafohezana ny hoe fikambanan’ny mpikabary eto madagasikara. Rehefa nitombo niandalana ny traikefany, dia lasa talen’ny fampianarana kabary ny tenany nanomboka ny taona 2003 ka hatramin’ny taona 2014. Nanampy izany koa ny fitetezam-paritra tamin’ny f... |
Miverina indray izy rehefa tonga ao ambadiky ny sehatra, dia mimpody indray. Seho2 manaraka azy amin’ny fiverenany i soalava sy rasoa, avy eo i rabe. Nijanona rabe, rehefa tonga teo anatrehan-dramaka ka niteny, fa ny namany nandalo an- dramaka fotsiny. Rabe oadray! Fa angaha tsy henonao, lehiroa, ilay hazolava teo iny ... |
Olana tamin’ny fanatanterahana |
Daniel- momo 11-11-91 maresaka, lah .11.050, taona faha- 38, zoma 22 novambra 1991 |
105 106 106 107 107 110 110 112 |
Ny kolontsaina teo aminrny fiangonana niezaka ireo mpitondra fivavahana nanao ny fampiraisam-pinoana nomena lanja ny kolontsaina frantsay. Ny endriky ny literatiora vokatrrireo zava-nisy ireo ampahafantarina aloha ireo mpanoratra nalaza taminrizany, manaraka ny tara-kevitra vaventy ary farany hisy santionana asa soratr... |
Tanambao- anandrivola 19 19 0 19 0 11 |
Voapempon’ny mpangorona |
Ambara ihany koa fa tarakevitra maro no voasana eo amin’ny hain-teny. Eto kosa dia ny resaka momba ny fiainana andavanandro, ny mikasika ny olana ara- 329 jereo va2 tak. 68 330 jereo va2 tak. 70 331 jereo va2 tak. 45-46 332 jereo va2 tak. 26-29 |
Ny tantara nolalovan’ny seecaline manjakandriana |
Tsy tafiditra ao amin’ny tontolon’ny razana ny olona tsy vita serana. |
Saotra sy vavaka ho azy koa aho satria aho ro dadan-dradinna niteraka azy, atoraka fa vita soa-matsara afa-po a ay ’zay re misy ny fahafaha-po satria ara- dalàna ny raharaha rehetra ’zay natao a satria ahatamin’ny atsakany ka 10 ahatramin’ny an-davany, fara a izy niany, niany alahady no farany, anaovana ny saotra faran... |
Sanda sandasanda sandaina sandaindaina 542 sandoka sandotsandoka sandohana |
Les conceptions symboliques de la royauté et exercice du pouvoir dans les royaumes tanala de l’ikongo aux xviiie et xixe siecles in raison-jourde, f ; les souverains de madagascar, paris karthala, pp. 299 336 |
Seha-pikarohana iray mandinika ny olombelona vatana, fanahy, saina ny haiolona ka voafaritra ao anatin izany ny fifandraisan ny olombelona sy ny tontolo voajanahary. Ny olombelona mantsy nohariana hiaina ao anatin ny fiarahamonina izay manefy azy ho afaka mikirakira ny voaary. Raha ny tontolo ambanivohitra kosa, ny fam... |
Izay tianao hambara momba an’ i faniry vatosoa. |
Raseta efa voalevina soa aman-tsara iny ny razana. Tsy nisy tsy nitsetra nahita an-i haja kely mipitrapitra mitazana ireto vahoaka maro be tonga hanotrona izato fahorianay mianaka. Kisendrasendra sa inona no nahatonga sy nanosika ahy hanofa ny taniny sy hikarakara ny taranany ? |
Potika sy lo rah any tena marina ’ty vatana malia lavo tsy tafarina 10 nifarana ny dia! Nefa re ry ray noho ianao izay antra, be fitia ny tananao mandray 15 k’inty ’lay zanakao fa navotanao ka velona indray! |
Ny fandokoana ny fomba filaza an’i kristy |
Famahavahana ara-hairafi-peo ny fiovam-peo eo amin’ny faran-teny -tra iharan’ny fanovanana ity fizarana fahatelo sady farany ity dia famahavahana araka ny hairafi-peo ny fiovam-peo eo amin’ny faran-teny mikatona tapany mihovitra t? R iharan’ny fanovanana ka anasongadinana ny endrika isehoan’ny fiovam-peo sy ny fiantrai... |
Antony itiavan’ny mpianatra manao famelabelaran-kevitra |
Op tak 88 343 vkp tak 44 344 vkp tak 29 345 vkp tak 29 346 op tak 88 347 lovako t12 tak 70 348 op tak 89 |
Adolphe razafintsalama, 1994, in deux mondes en présence, tak 25 |
Chd1 centre hospitalier de district niveau i csb1 centre de santé de base niveau i csb2 centre de santé de base niveau ii fid fonds d’intervention pour le développement |
Ireo rangodrango-peniko narafitro hatrizao dia nankafizinao handrotsy anao mangina tononin-tsy hay vakina, taka-tsy takarina feo tsy hay fantarina tsy re kanefa heno manintona sy feno aina iray misarika mamatotra mitarika anao hianoka aminy handonaka ny taniny anaty hirahira manginan’andakira io ianao sondriana tojo il... |
Ako monja ? Feon’onja ? . |
Ankoatra ny fambolena dia ny fiompiana no tena imasoan’ny olona aty amin’ny faritra ambatomainty. Ny fiompiana omby no tena mampalaza ity faritra melaky ity, indrindra ato ambatomainty. Ny olona tsy manana omby dia tena heverina ho toy ny olona mahantra eo amin’ny fiarahamonina; koa raha te hitazona izany voninahitra e... |
Lafiny toe-karena tamin’ity vanim-potoana ity dia narary ny toe-karena eran-tany. Ny antony dia ny fitontongan’ny vola dolara intelo miantoana 1973, 1975, 1982. Teo koa ny tsy fananana vola hividianana ireo vokatry ny indostria izay tsy mitsahatra mitombo vidy. Noho izany, dia nisy ny kirizy eran- tany. Teo anatrehan’i... |
Tak 33 variana mitafa sy miresaka ny mpianakavy teo am-pihinanana sakafo hariva. Kanjo injao tampotampoka naneno ny telefaonina allô renareo izany. Ho avy izahay dahalo haka ny anjaranay. Tonga ny fotoana |
Tianareo ve ny manao famelabelaran- kevitra? -eny tsia |
Antony lahy vavy fitambarany isan- jatony tiako ilay taranja 2 8 10 16,39 matahotra ny ho bedy aho any an-trano 15 5 18 29,50 atrehina satria taranja aty am-pianarana io 12 7 17 27,86 tsy misy atao, dia mba mankaty an-tsekoly manala andro 10 8 16 26,22 loharano ny mpianatra kilasy voalohany 2q20 , tao amin’ny lycée tec... |
Tonian’ny lahatsoratra |
Eo amin ny pejy fahafito hatrany no manomboka ny tantara, na dia mihoatra takila roa amin ny tokony ho isan ny pejy aza ny boky voalohany, noho ny teny fanolorana ao aminy. Midika ho fahafenoana ny isa fito. Feno tokoa ny fepetra tokony hanombohan ny tantara satria vita ny teny fanolorana, voarafitra ny fanamarihana is... |
Sous un autre angle le paysage est ressenti de manière subjective. La plaine devient réellement hostile, car il y a 1’ entrée en scène du vent. Dans cette perspective etienne est ici comparé à un marin perdu en mer dans la nuit épaisse qui noie la plaine rase. On a donc une vision plate et distante du paysage. L’usage ... |
Famaritana ny fanahy fitaovana enti-mieritreritra fitaovana enti-misaina fitaovana enti-manahy fomba entina mitondra tena amin’ny fifanfraisana amin’ny hafa. Singa fototra ifandraisan’ny olona amin’andriamanitra fitaovana entin’ny mpanoratra sy ny poeta mifandray amin’ny andriamanitry ny poezy muse |
Tsy namaly kosa ravololona. Nivandravandra fotsiny ny masony nanara-dia an’iry nandeha. Nanomboka nitsioka ny volon’andro ririnina. Nihamaizina koa ny takariva, fa nanatona ho tsinana ny volana. Na ireo ankizy mpiriaria hariva aza, tsy naharitra ela intsony teny an-kianja filalaovana, dia samy namonjy nisitrika any an-... |
Famantarana manambara ny fiakaran ny vokatra famantarana manambara ny fidinan ny vokatra loharano fao |
Au niveau de la méthode d’approche, il est nécessaire de prendre en compte l’effectif des hommes et des femmes lorsqu’on organise les réunions, formation et enquête, en vue d’impliquer les deux sexes, à les axer sur les projets au niveau information etc. En expliquant que la démarche a pour but d’améliorer le statut de... |
Niniako nantsoina ny fanadinoana hikosoka am-poko ’reo andro taloha nefa izato izy tsy mba maty vonoina fa mainka mandrobona sy mamohafoha. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.