text
stringlengths
10
11k
Haimah kaomôriana hono ny dadako, nianatra izy izay, ary vao vita ny fianarany dia lasa nody any comores izy 87
Pour fonctionner, les associations ont besoin de financement. Ce financement provient de plusieurs sources. Dans cette section, il est question d’appréhender les sources de financement de ces associations, c’est-à-dire, d’identifier les entités uvrant le plus avec elles dans la réalisation de leurs activités et de déte...
Dinitra 13 19 32 ny zanako i 09 07 16 ny zanako ii 09
Hanaovana izany fankalazana izany. Ka anisan’ny hetsika natao tamin’izany fankalazana izany ny fifaninana ohabolana tamin’ny fitenim-paritra sy ny mitovy hevitra aminy amin’ny teny malagasy ofisialy ary ohabalana amin’ny teny malagasy ofisialy sy ny mitovy hevitra aminy amin’ny fiteny frantsay. Ka nampahafantatra izany...
Ii nolavina
Dubois, h. 2005
Izany izaho any am-piasana raha hamoha ny solosaina ny anaranao no ilaina fa zary teny miafina 145 ilay anaranao ilay anaranao146
Ny anjara toeran’ny finoana eo amin’ny fampanjakana ny marina
Ny fahafolahana ny teny malagasy amin’ny ankapobeny, ny teny no akora fototra ampiasaina amin’ny lahateny fanadihadiana an-gazety, ka izany indrindra no nanosika anay hanome lanja ny fahafolahan’ny mpianatra ny teny amin’izao asa fikarohana izao. Ezahinay havoitra manaraka eto, araka izany, ireo tanjonay amin’ny fampia...
Ny kabary nataon’andrianampoinimerina mitondra ny lohateny hoe ny mosary , toy izao ny nanolorana ny mombamomba azy. Andrianampoinimerina in tantara ny andriana ii , t 803
Selon les résultats, les principales sources de revenus des ménages aisés sont la production de riz et l’élevage surtout bovin. Pour cette catégorie, les surplus de revenus sont affectés dans l’achat de bétail. Les paysans capitalisent leurs épargnent ainsi dans l’acquisition de zébu vue qu’il est difficile pour eux d’...
Tsy vitan’antsoantso sy kabary tsara lahatra; tsy vitam-pitokonana vahoaka mitandahatra; fa mitaky adidy maro izay tsy maintsy tontosaina.
Poetan’ny fo tsy nilofika fa nanana fikirizana , herim-po , risi-po izay nahafahany nivoatra teo amin’ny fiainana ka nahatonga azy amin’izao fianarana ho dokotera izao azon’ny olona alain-tahaka izany herim-po hananany izany izany indrindra no mahatonga anay hanolotra ity asa fikarohana ity. Tsapanay fa ilaina ny mpano...
Heurtebize g. , op. Cit. Tak. 83 mercredi 15 novembre aujourd hui, premier jour de réunion à antanandava pour l enterrement de tsilombiry
Ny mikasika ny taozavatra azo sokajiana maromaro ny asa fampandrosoana azo resahina momba ny taozavatra, raha ny haitao landy no asian-teny. Isan’ireny ny fanomanana ny kofehy, ny fanenomana, ny fanjairana .
Ny fomba iainan’ny olona azy ireo.
Endrey ry avoko mianjaika 10- mandraraka fofona kanto lay nofiko malemy paika seraniny hofa millanto.
Fafana 10 ireo karazam-piompiana ao ampahimanga
Ny hidradradradra mafy an-kijàna sy tanàna
Ny fanondroana ny fotoana misy ireo tantara foronina tsy ahitana fanondroana ny fotoana mihitsy. Ao amin’ny asa soratr’i faralahy anefa dia nofaritany mazava ny fotoana ary miverina matetika aza izany mandra-pahatapitry ny tantara. Mandritra izany dia manao fanoritsoritana mihitsy izy.
Loharano lefitra voalohan’ny ben’ny tanàna, 2014
Ny adidy miandry ny olo-misaina. V. A, tak.109 and 3 teny mandidy hatrany no nangatahan’ny mpanoratra ny fitiavana mba hanenika ny olombelona rehetra, sy hirariany ny hiavian’ny mpamonjy ho an’ny mponina mahantra, ka hanolorany toky ho an’ireo izay milonjy
Efa nampiasaina tamin’ny fandrafetana ny teny fampidirana
Kioto koto
Toko i ny endrika ivelan’ny tononkalom-pitolomana ireo tononkalo tsotra, izany hoe ireo tononkalo tsy nomena endrika tantara an-tsehatra no vondrona ambara ampiasaina hoentina mijery ny endrika ivelan’ny tononkalo eto. Endrika iray nentin’i di naneho ny tolona mantsy izy ireny. Fohy izy ireny raha mitaha amin’ireo tono...
Lovako t12 1
Amin’ny asa soratra rehetra, ny tononkalo dia miavaka amin’ny fananany endrika kanto. Niainga tamin’ny fahaizan’ny mpanoratra mandrafitra ny teny araka izay itiavany azy io fanomezana endrika kanto ny tononkalo io. Araka ny voalazan’i gauthier hoe ny poeta dia ilay olona mahay mandrafitra ny teny araka izay itiavany az...
Solo mikapokapoka miala ianao ry satana, tsy maintsy mandeha ianao, tsy 855- misy anjara toeranao intsony aty, efa olon i jesoa kristy io nobodoinao sy nataonareo an-keriny io tsy maintsy voa ianao.
Gasy izy ve de atônao mamafa ary am lava-piringa ary, asoroko ao ny zanako sady toriko enao. Satry naôna? Mato izy tonga any an, ianatra no atôny any fa tsy ho sazinao lasa vo ny sainy am zay a, zany oe ra azoko tsara zany le fenarana any an, le fenarana mintsy ne zany no manjanakan loan le zanako ra oe za no manana za...
Miantraika any amin’ny fivelaran-tsain’ny ankizy sy ny fahasarotan’ny fanabeazana azy ireny koa izany, tsikaritra izany any amin’ny vokatra an-tsekolin’ny ankizy koa tsy mahagaga raha mihena toy izany koa ny tombontsoa azo avy amin’ny fanampiana ireny sekoly ireny na dia isan’ny rafitra iray andanian’ny goverinemanta v...
Misaotra anao aho, ratovo, amin’ny fandavan-tenanao. L’-m se sa f9
Setrin’ny kalokalo an-tanin’olona nataon’ny
Mbola anehoan’i ny eja ny maha mpino kristianina azy hatrany ny filazana fa avy amin’ilay tompo mpamonjy ny zavatra rehetra. Mandritra ny tonom-bavaka atao, dia voateny matetika izany fanehoana ny fandaharan’ilay mpamonjy izany, satria tsapa eo amin’ny fiainana tokoa. Taratra izany ao amin’ny fantatrao ny amiko tompo, ...
Efi ambahy 125 2 15 6
Faranany amin’ny fampiasana tsoraka ny fiotanam-pony manoloana ny fampahatsiahivana ny tantaram-pirenena.
Fanehoana ny lazany sy ny soa nataony
Hay tena nifamadika tokoa ny lahy moa, tsingetana kely, mibikan- dreniakoho fantaka , feom-bavy , malama molotra toy ny vatoasàna ; ravehivavy kosa , vaventy mandrindrina , midoàka fiteny , ary indrisy somorina , fa ny molony dia maintitany toy ny an’ny zazalahy enina ambin’ny folo taona ! 55 akoralava eran’ny trano.
Lah 28 78 v. Lah 13 and.1, 3, 4, 6
Urbanisme et architecture
Mpanefa adidy
Ny fivadibadihan’ny fiainana, izany hoe, ny maha- kodiaran-tsarety azy no asehon’ny mpanoratra amin’ny volon-danitra eto. Rehefa manga ny lanitra mazava baliaka ny lanitra manga dia mitory ny fiainana feno fifaliana izany. Kanefa rehefa takon-drahona izany hasoan’ny lanitra izany lefin’ny rahona manangasanga dia midika...
Ambodivohangy 29 27 02 24 05 09
Araka ny mpandinika vahiny tsy diso anjara tamin’ny famaritana ny tantara foronina ihany koa ireo ihany koa ireo mpandinika vahiny. Isan’izany ireto manaraka ireto ny tantara foronina dia zavatra tena tsotra ary tena manaitra, manana endrika malefaka, mandresy lahatra, manetry tena, manan-danja 22
Nanovo aingam-panahy tao amin’ny baiboly i jo andrianasolo. Ahitana taratra izany ireo asa sorany sasantsasany. Marihina anefa fa mety hisy fanovana sy fanamboarana ny fandaharana sy ny fanehoana azy ireo, saingy ny hevitra fonosiny dia mbola voakajy sy voatahiry ao ihany. Ireto tononkalo ireto no hotsongaina hanaovana...
Ny niandohan’ny fiompiana akoho
Izy mikiakiaka, mitomany ny valalany fonao ’zay va re mba mahatsiaro ny malalany ?
Teny fanolorana
Petraka hevitra araka ny iheveranay azy dia ireto lafin-javatra ireto no ahazoana mamaha ny olana voalaza tetsy ambony. Mirakitra fahendrena lalina ny ribam-pahafatesana anta ala, nefa toa tsy takatr’ireo ankamaroan’ny mponina ao izany. Heverinay, fa miantoka ny fifandraisan’ny velona samy velona ny fombafomba atao man...
Maro ireo karazana asa nataon’ny cecam ho an’ny mpikambana ao aminy mba hahafahan’izy ireo misafidy izay mifanaraka amin’ny tetika asany na izany aza anefa dia tsy ireo mpikambana rehetra ao amin’ny cecam ambohijoky no mandray anjara amin’izany asa izany fa mbola misy mpikambana mijanona ho mpikambana misoratra anarana...
Ny fikirakirana ny gazety hamantarana ny karazan-dahateny tokony ho fantatry ny mpianatra ihany koa fa azo sokajiana ho roa karazana izany ny lahateny an-gazety maneho ny zava-misy articles d’actualité sy ny lahateny an-gazety maneho fironan-kevitra articles d’opinion tokony ho voafehin’ny mpianatra ihany koa ny manava...
Tafiditra ao anatin’ny deiktika koa ny singan-teny mifaningotra amin’ny seha- pitenenana ireo.
Une nation se caractérise par la coutume, la langue, les m urs et la culture de la population à l’intérieur du territoire d’un pays. Le sport et les activités culturelles sont parmi les moyens de faire apparaître un pays aux yeux du reste du monde. Quant à madagascar en particulier, non, seulement notre pays est la tro...
Les plaines des reliefs de forme à peu près plane, où les vallées sont peu ou pas marquées.
Ni 16. Iii.85
Ny 49 tamin’ireo mpianatra kosa, izany hoe, ny 53,85 n’ireo mpianatra no nilaza fa tsy misy mampiavaka azy ireo amin’ny fampianarana ankapobeny raha ny taranja malagasy no jerena, nefa izy ireo dia milaza fa tokony hanana ny mampiavaka azy ireo amin’ny maha mpiofana ho tekinisianina azy ireo. Araka ny hevitry ny pianat...
Misaona ilay akany, niarahana nitsiry; ny toerana nialany, dia banga mankadiry.
Instat 46 fanisana sy fizarana ady amin’ny tazomoka2012-2013, district tsaratanàna-fokontany ambodivoara n 070121 à 070130 47 rakotondrasoa hajatiana fy, talen’ny epp, ambodivoara, mai 2014.
Nanangana ny havatsa u. P. E. M sampana frantsa
Toraka izany koa ity tononkalo iray ity, milaza ny fahatsapako ny fiainana an-tany, ka nampikalo ahy toy izao tompo malala ô! Nambaran’ny mpanoratra eto, fa efa tsy efa rovi-tsarotro aho vao nahalala manan-kotafiana, very hevitra sy tsy misy fa hay tranolay mora rovitra moa hiantsampazana izy, vao nahatsapa fa ity fiai...
Eo anatrehan’izany rehetra izany dia tsy hay ny hitazam-potsiny, indrindra amin’ny maha mpiofana ho mpampianatra ny tenanay. Izany indrindra no nanosika ny tenanay hanokana ny fizarana fahatelo ho amin’ny fitsikerana ireo zava-mitranga ireo sy ho fanomezana tolo-kevitra sy andram-bahaolana.
Ny fomba fijery ny famakafakan-kevitra samy manana ny fomba fijeriny ny amin’ny famakafakan-kevitra ny mpandinika. Ilain’ny mpampianatra ny manana angom-pahalalana momba izany, satria tsy tampom-pahalalana akory izy ireny. Zava-dehibe moa ny manana fahalalana maro, ahafahana mampita fahalalana kely. Tsara ny manovo fah...
Ny ltp alarobia dia lycée tekinika manana ny maha izy azy tokoa. Raha ny foto-drafitra no jerena dia azo lazaina fa manana tombony tokoa ity sekoly ity. Midadasika mantsy ny toerana misy ny sekoly. Malalaka tsara ny tonkotany izay ahitana toerana filalaovana basket ball sy volley ball vita tsara avokoa ny tokontany reh...
Ny mpanadihady dia tokony ho efa manana tsirin-kevitra na fahalalana ankapobeny mikasika ny lohahevitra anompanana ny fanadihadiana, sy ny olona hatoniny, olona efa nofantenana mialoha, ka fantatra avy hatrany ny zavatra kendrena amin’ny fihaonana. Avy amin’izany tsirin-kevitra samihafa ananany izany mantsy no hahafaha...
Fanehoan-kevitra arahina tohan-kevitra tsara rafitra ny fandresen-dahatra. Izany dia mikendry ny hiantraika mivantana eo amin’ny tontolom-pandinihana sy fiheverana ankapoben’ny mpandray. Izany hoe, atao izay hahatonga ny hafa hiaiky fa marina sy mitombina ny hevitra naroso.
La critique littéraire, collection u , librairie armand colin, paris, 120p. Le romancier et ses personnages, editions r. A buchet chastel-correa, 81p. Portrait littéraire, edméé de la roche foucauld, ed- universitaires, paris, 677tak. Qu’est- ce que la littérature ? , collection idées, paris, 374p.
Rasolonirina, florette,
Hauts revenus ont un pouvoir d’épargne, et donc de constitution d’un patrimoine, plus fort que les bas revenus de ce fait, les inégalités de patrimoine restent fortes il faut remarquer que cette promotion est constituée généralement par des pst. En somme, la croissance du niveau de vie de chaque ménage résulte de la cr...
Zazavavy ka tsy mitondra fampandrosoana eo amin’ny fiainany. Tokony ho fitaovana mahomby hamaliana ny filàna eo amin’ny fiainana andavanandro ny fanabeazana omena ny zazavavy. Ilaina araka izany ny fahalalana ny fiaimpiainany sy ny filàny eo amin’ny fiainana mba ho fanatratrarana izany. Tokony hezahina ny manome fanabe...
Fitiavan-tanindrazana enina mialoha ny andro no efa lasa tamin’izany isika no efa nikasa ny fahaleovan-tena ho an’ity firenena. Tsy hoe fitiavna-tena, fa fitiavan-tanindrazana tolona namoizana aina maromaro handresy fahavalo mosary, fahantrana, korontana nefa hatramin’izao, izao foana, izao ihany, izao hatrany, tsy mbo...
Rijarija haavo na tsanganana maradona tsara; fiteny koa ny hoe mirijarija
Misarika ny mpamaky hiara-hianoka aminy ny zava-drehetra manohina ny fony. Misy sarin-teny hafa mbola nentin’ny mpanoratra nandoko ny fanabeazana nataony dia ny sarin-teny hafa sisa.
Ny andalana
Ny setrok’ireo tranobongo ny antsan’ny kilongavavy 15- mitamberina manongotsongo mandrotsy ity saiko manavy.
Niara-niaiky taminy tamin’izany fiheverana izany i adolphe razafintsalama amin’ny hoe tsy fandeferana fotsiny tsy akory ny fiononana fa fiankinana amin’ny lamin-javatra mandrindra ny eran-tany sy ny eran-danitra ary fanantenana fa mbola hoavy ny andro mamiratra. 252
Safidy antropologie mpanatontosa razanamiandrisoa marcelline estelle
Satria anarana tsy foiko ny anaranao ry dada anarana koloiko fa anarana fibada raha sendra ka tomany ’ty sombin’ny aina dia tamy midodododod ianao, raha sendra malahelo ka mitaraina dia tonga ny tambitambinao
Handrahona izany lanitra
Ny lahatsoratra toy itony dia tsy vitan’ny hoe fanomezam-pahalalana mikasika ny lahatsoratra manazava, fa manampy ny beazina amin’ny fiainana mihitsy ary manolotra fahaiza-manao hoenti-miatrika ny fiainana sy manatsara izany, ary mitsinjo ny tontolo iainana ihany koa. Aseho amin’ny beazina amin’izany, fa tsy voatery ma...
Source ressource humaine asa, juin 2013
Ankoatra ny tononkalo, dia niezaka nanoratra tantara foronina koa ireo mpanoratra, toa an-dry randrianasolo na i s. Bem. Poety sy mpanoratra tantara fampiseho an-tsehatra. Ny anisan ny mampiavaka azy dia ireo tantara vita poezia. Ohatra any an-koatra tontosaina, sao mba hitanao randria? , tsy nataoko ry dada, sns, maro...
Ny safosafony an’ny endriko, 10 ny tefa-molony an’ny molotra!
Documents codés documents codés
Izany hoe fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana no hita eto. Ny loharanon’ny fahendrena dia oharina amin’ny rano miboiboika. Ny tiana hambara amin’izany dia hoe ny tenim-pahendrena ataon’ny olon-kendry dia tahaka ny rano lalina tsy manam-paharitana. Ny fahaizana sy torohevitra a...
Nitrandraka ny talenta nenitoany
Argumentation dans la communication, paris la découverte, 125p.
Ny zava-misy momba ny mponina , ny toe-karen’ny kaominina sy ny sôsialy 4.1 zava-misy momba ny mponina
Fafana 11 ny tahan’ny mpianatra sahanin’ny mpampianatra iray eto amin’ny faritra analamanga loharano annuaire version finale 2013-2014, men
Nosoratana teny amin’ny solaitrabe sy ny kahie ny hoe hasina zavamaniry ampiasain’ny olona sasany ho fiarovan-tena
Farany, izay tena tsy latsa-danja tokoa dia noho ny fahitana fa efa ampiasaina eo anivon’ny fiaraha-monina ny fiteny literera anisan’izany ny baiboly. Izany hoe manana ny lanjany eo amin’ny ara-tsôsialy, ny fitondran-tena tsara eo amin’ny ara-tsaina, ny fianarana ambony, noho izany dia manana ny toeram-boninahiny eo an...
Miora ka ny ray aman-dreniny aza tsy sarotiny kouh i madame miora no hiasa saina ? Ratefy manova resaka ao esory kely aloha ity poketranao ambony latabatra ity fa efa ireny ny zavatra nokaomandianao teo miora sosotra hmm, mba ela koa ny service-ndry zareo izany kah ! Ratefy eny e, fa sady manohy ny resaka ihany isika s...
Tarika porakamban a juliette
Ny tanjon’ny fampianarana taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinikan’ny fambolena ary ny fiompiana.
Tantaran’ny tanalan’ikongo in gasety lakroan’i madagasikara, taona faha 51, lah 2146, 24 jona
Ambohinavela
Bernard schneuwly, texte de base en psychologie-vygotsky aujourd’hui, p 169. Le langage se concrétise dans la langue.
Sary 19 farihin’itritriva hodidinina tendrombohitra
Paikady mitondra ho amin’ny fahazoana ny fampianarana ny taranja malagasy, kilasy voalohany, lycee technique et professionnel ampefiloha antananarivo
Farany dia tokony hitombo hatarany ny fampahalalan’ny infor ny fisiany mba hampielezana ny fampiofanana arak’asa izay ataony, izany dia miainga eo amin’ny fahaizany miara-miasa amin’ny meetfp.
Ny halavan’ny lahatsoratra amin’ny ankapobeny, dia ny lahatsoratra lava no tena mibahan- toerana ao anaty boky misy mahatratra hatrany amin’ny andalana roanjato mahery. Io no lava indrindra. Ohatra tononkiran’ny ntaolo tak. 64- 72 nosoratan’ i samuel ratany, misy andalana roa amby fitopolo sy roanjato.
Ilay ora hodiako