text
stringlengths
10
11k
Hain’ny mpanoratra ny mampihetsi-po ny mpamaky sy na mpijery. Aseho manjavozavo eny foana ny fampitahana ireo misionera amin’i kristy-ao amin’ny asa iii
Ny niverenan’ny fifankatiavan’i tsiry sy i mino. Lht1 vokatry ny finoana ny vintana ifotorana
Faharoa, nampiasainay ihany koa ny fomba fijery miompana amin’ny tantara, izay anisan’ny mamolavola ny fampianarana, satria tsy rafitra iray mahaleo tena ny fampianarana, fa mifaningotra sy miankina amin’ny rafitra hafa, ka ao anatin’izany ny tantara araka ny fiheveranay.
Ny fahalavirana
Vao sokafana ny boky dia naverina ao ny anaran’ny mpanoratra sy ny lohateniny, ary ny kilasy nanokanana azy. Izany hoe, ireo rehetra hita tao amin’ny
Ny litote dia sarin-teny anamaivanana ny filazan-javatra. Hoy rajaona fanam aivanana ny filazan-javatra m ba ham pafonja bebe kokoa izay tian-kam bara. S arin-teny fam piasan’ny olona m atetika na am in’ny fite ny andavanandro aza. 120
Lohahevitra hafa azo trandrahina ihany koa, ohatra, ny zava-kanto sy ny fialam-boly isan- karazany, toy ny fanatanjahan-tena, ny mozika, ny lamaody, sy ny sisa. Ankoatra izay, azo anompanana fanadihadiana ihany koa ny sokajin’olona samihafa; izany hoe, mety ho olona manana ny maha izy azy eo amin’ny fiarahamonina sy ny...
Mbola niverina izany fiderana ny toetra tsaran’ny malagasy izany ao amin’ny sombin-dresaka nifanaovan’i romy sy doda, raha nanao fizaham- pahasalamana tao amin’i romy i doda, ao amin’io tantara io ihany. Romy misy hafanana ve?
Fafana12 ireo fikambanana miara-miasa amin’ny mponina ao marololo
Ankapobeny momba ny vontoatiny
Toe-javatra ametrahana ny hafatra fanokafana ny ady hevitra ho fandranitana
Zany masoko mijery kotsakotsa vao maraina! 435
Mpanoratra arikaomisa randria lohateny kitroka isan’ny takila 71 refin’ny boky 14sm x 20sm hadiry 0,5sm foniny ivelany vita amin’ny taratasy matevina, ahitana soratra hoe kitroka amin’ny tarehin-tsoratra matevina. Ahitana sarim-behivavy iray mitana karavasy mikapoka zazavavy kely mandohalika. Eo ambany misy ny soratra ...
Art-4 equipements 4-1 la table des officiels et les bancs de pause la table des officiels et les bancs de pause sont situées du côté des spectateurs 4-2 la table des juges arbitres la table des juges arbitres se place sur le côté opposé de la table des officiels. 4-3 les équipements technique les équipements technique ...
L’ isandra
Eo amin’ny toe-panahy
Hohadihadiana manaraka indray ny mikasika ny mpampianatra eny amin’ny lisea araka ireto lafin-javatra roa manaraka ireto a. Ny isan’ny mpampianatra isaky ny taranja sy ny kilasy
Anatin’ny kolontsaina iray lehibe izy ireo, ary noho izany, dia manana ny niandohany sy ny tantarany. Ireo lafiny efatra ireo no nohalalinina, nampifanatrehina ka nahafahana nanangana mason tsivana nentina nanadihady ny akora nangonina, dia ny lahatsoratra nampiasaina nandritra ny fampianarana.
Faly zanak’i randrasana no manao ny fitantarana eto, mampiseho ny alahelony sy ny hirifiry iainany ary manoatra noho izany aza satria dia voaroaka tao amin’ny sekoly fanomanana ho mpiasam-panjakana tany antananarivo izy. Nirodana teo ny fanantenanay mianakavy mba hanana anjara masoandro 121
Ny renifeo v
Mampiasa fitaovam-pihinanana manokana mihitsy ny fiompiana akoho manara-penitra tahaka itony. Tsy mba toy ny akoho gasy ka mihinana eny rehetra eny. Misy karazany roa ny fitaovam-pihinanana ny tavin-drano na abreuvoir ary ny tavin-tsakafo antsoina ihany koa hoe mangeoir akoatra izay dia misy tavy iray hafa ihany koa hi...
Sasasasa manasasasa
Madagascar notre aide au centre akany avoko122 4 avril 2010 marie c-b
Raha vao maneno ny tropetra farany zezo miantso anay hoe manatona ianao ry mpanota
Haimah ahoana tompoko? Mamindra
Ry tompo zanaharinay manati-tsaotra izahay fa efa novelominao
Loharano sary 5,6,7,8 ny mpikaroka, andriamasinoro tohy miahy r, taona 2014
Teraka tamin’ny taona
Dubois r malagasy aho, edisiona md paoly antananarivo, 1998
Fitambarany
Toerana mba milamina lavitry ny korontana, toy ny arabe fifamoivoizan’ny fiarakodia, trano fandefasana haronan-tsarimihetsika sy madio no toerana tokony hisy ny sekoly. Izany hoe toerana azo iainana sy ahitana fitonian-tsaina. Ny fianarana ataon’ny mpianatra mantsy, dia mila fitoniana sy risi- po. Tokony ho toerana mal...
Loharanon-kevitra ny kaominina ambanivohitra andranovorivato, taona 2008.
Araka ny hita teo amin’ny kisary niala teo amin’ny 0 nidina 1 , 2 , niakatra teo amin’ny 1 indray, avy eo nidina hatrany amin’ny 3 ny tohiny dia niakatra tsikelikely ka tafaverina teo amin’ny 0 , izay lamina tany am- piandohan’ny fiainany. Toy ny kodiaran-tsarety ny fiainana ka indraindray ambony, indraindray ambany , ...
Olombelona nofo aman-dra, fa olona namboarina sy noforonina ihany. 42 midika izany fa olona noforonin ny mpanoratra hampiaina ny tantara fotsiny ny mpandray anjara. Izany hoe tsy tena misy akory, saingy heverin ny mpanoratra ho toy ny tena izy mihitsy, ka omeny aina ao anatin ny tantara. Misokajy ho telo miavaka tsara ...
Aiza ve ry tompo tsara henoy anie ity tantara ny vadinay mba bôgôsy misy tena sahy mikôty
Ao avaratra antsohihy sy bendrarezina.
Vavaky ny mpifatotra ady marina no ety, r’ilay nahary tomponay ô! Raha tsy ho tsiny, mivilia, f’aza dia mandalo anay e! Raha vao misokatra ny maso, mandraka andeha hatory. Resabe sy tatasika, manetsika ny fo ho ory! Tany maizina, maloto, no anoharana ny ety! Zary toeram-pahafatesana sy fasana mangia.
Pritchard e e , anthropologie sociale, paris payot, 1969, 192 tak
Contenus et notions abordés a. Les repères d’une carte 1. Les points cardinaux 2. Les coordonnées géographiques d’un point la latitude, la longitude, les méridiens, les parallèles, l’équateur, les tropiques, les fuseaux horaires 3. Les conventions de la carte les limites naturelles administratives les couleurs la légen...
Goldenstein j. P. 1983
Manana ny tantarany avokoa ny zava-drehetra. Tsy tongatonga ho azy izy ireny fa tao ny anton-javatra samihafa no niteraka azy. Ndeha àry hofantarina amin’izao manaraka izao ny tantaran’ny sekolin’ny marenina miankina amin’ny fiangonana loterana eto madagasikara29. Hitory ny filazantsara no antom-pisian’ny flm, kanefa d...
Momba ny lanjan’ny finoana azy manoloana ny fampandrosoana 1- mionona amin’izay zava-misy amin’ny fiainany ny olona ka tsy miezaka intsony hanarina na hanatsara izany satria efa izay no vintany.
Fagereng e tantaran’ny firenena malagasy, rakotomamonjy m edisiôna salohy, antananarivo, 94 p. 1963
Na dia eo aza anefa ny fiaraha-mitoetra, manome hasambaram-pitiavana ihany koa ny fifanoinan’ny tia sy ny tiana.
Ahoana lesy ny fahitan’ialahy an’iny vadiko iny.
Ary moa mba henonao ilay fiteny toa hafa hoe mahita dia mahita dia tonga ho mahitahita, ka lasa roa heny ny fijerin’izy ireo ?
Guilhem m. Magueres r. 1967
Lalantsaina sy fanjohian-kevitra ary haitsikera narahina mba hahasiantifika ny asa fikarohana dia tsy maintsy misy ny fanjohian-kevitra sy ny lalantsaina narahina.
Lay olon’ory ry lahy indrisy, nangovitra bodofotsiny nahahy no nisy nandrovitra;
Milazà kilalao mitaiza ny firaisan-kina ao amin’ny ankizy mba fantatrao, taloha sy ankehitriny. ? Fitanisana
Ny famakiana ity rafitry ny tononkalo iray ity dia mahatonga ny mpamaky hahazo sary an-tsaina izay voalaza ao amin’ny tononkalo. Ohatra iray amin’izany ity tononkalo mitondra ny lohateny hoe iarivo mahafanina ity. Posy itambesaran’ny ovy avy atsimo any mirezareza dia hananika an’iarivo mampihisatra tsy satry ity fiara ...
Controle 2
Indro ny tso-drano afafiko lehiroa ! Et voici ma bénédiction mahaleova ! Mahalasana ! Saingy izao puisse-tu avoir la force et réussir aoka tsy haningantsingana na hizahozaho ianao cependant tsy hitera-bokatsoa ny tolona atao irery garde toi des luttes isolées ny mita be tsy lani-mamba, ny firaisana no hery prône toujou...
Misy anarana vitsy manondro biby ao anatin’ny sokajy. Ohatra ki-boko vi-boko lalomena ki-faru vi-faru biby manana tandroka eo amin’ny orony
Avia fa misento aty ny olonao; ny fanjakana ento, fa tompo hianao tsy hisy hitomany eo anatrehanao. Hiadana ny tany izay alehanao. 5. Faingàna, ry mpamonjy, ry tompo be fitia, ny olonao tra-bonjy miantso hoe avia!
Fa mety hiteraka kamban-telo. Zolia tsy laviko izany, kanefa kosa, ny tany zanahina anie kanosa! Mahita vazaha matavitavy dia indro mangovitra toa hanavy, rzahay tsy mibaiko ny mifitsaha fa vonona hifampiraharaha. Lazao mba ho fantatry ny tantsaha rtsy biby hatahorana ny vazahar.
Anisan ny fitaovana be mpikirakira amin izao fotoana ny tranokala raha ny eran- tany no jerena; maro ny tahirin-kevitra miparitaka ao aminy. Niezaka nijery izany koa ny tenanay mba hahafahana mahalala kokoa ny zava-misy amin ny lohahevitra dinihina. Manavaka ireo tahirin-kevitra mifandray kokoa amin ny lohahevitra anao...
Le asa ampinga est l’une des figures habituelles des fêtes traditionnelles dans la région d’amoron’i mania. Nous allons donc essayer de revaloriser cette culture à travers cette recherche afin de l’intégrer dans le système scolaire en tant que discipline physique éducatrice.
Mizara amin’ny vanin-teny samy hafa ny singa ao anatin’ny zana-peo sosona. Ny voanteny faida tombon-tsoa dia mivany telo fa-i-da, dia tononina fa? Ida ny voanteny mitsatoka dia marihina amin’ny alalan’ny zana-peo miverina eo amin’ny fomba fanoratana fampiasa andavanandro. Ohatra bidii bi? Di ezaka , wazee wa? Ze olona ...
Ramiandrasoa j. I 1992 la poésie même référence tak.56-66
Raha toy izay ny firafitry ny dinika, inona kosa ny endrika anatiny araka ny nandrafetan’ny mpanoratra azy? B ny zava-kendrena amin’ny dinika lafin-javatra roa no mamaritra ny tanjon’ny dinika ny anjara toerany ao amin’ny tantara araka ny nandrafetan’ny mpanoratra azy, andaniny, ary ny tanjon’ny seho ahitana fifanohina...
Maneho ny asany amin’ ny mpampianatra i vao.
Ny sombinaiko!
Mba mieritrereta ihany lahy fa malagasy isika. Ary tsy 68 enti-manamarika baiko mahafaty antoka ny zandry ny manaja zoky
Natambatray ho ato amin’ity sarin-teny hafa ity avokoa ny fanovana endri- javatra, ny fanovana anarana, ny fehezanteny mifamaly rafitra, ny fanomezana toetr’olona ho an’ny zavatra iray, ny fitanisana maneho an-tanan-tohatra, ny fanontaniana tsy miandry valiny ary ny teny roa mifamaritra nefa mifanipa-kevitra.
Ny zana-peo mizara roa ny zana-peo eo amin’ny teny malagasy ny zana-peo tsotra sy ny zana- peo sosona. Mandeha singana ny zana-peo tsotra ; zana-peo roa na telo mifanaraka ny zana- peo sosona nefa miasa toy ny zana-peo tsotra ; vanin-teny iray ihany no misy ireo zana-peo mitambatra ho zana-peo sosona ireo. Tafiditra ao...
Tsy dia miavaka amin’ny fiteny merina ny zana-peo tsotra misy amin’ny fiteny bl av. Hofaritana manaraka indray ny toetra ananan’izy ireo.
Ny akoho maty
Noevakiena120 tany an-dafy vao mainka toa narary mafy natao daholo ny analizy fa mifanintona, krizy!
Bararata noladinim-bahy izahay izahay miaro sy i felana bararata noladinim- bahy tsy afa- misaraka, fa mifanongotra sy tsy mifankafoy tanteraka 124 solika mampandeha sy mampirindra ny fiainanay ny fitiavana fitiavana solika mampisosa sy mampiroso
Ny fahazato taonan’ny avana ramanantoanina. Nahazo voalohany tamin’izany i harilala ranjatohery, tamin’ny amboaran-tononkalo mitondra ny lohateny hoe fandrirobola tamin’ny taona 1993, dia nisy ny fankalazana ny andron’ny teny malagasy ny taona 1995 indray, dia nisy ny fifaninanana tantara foronina nampanaovin’ny havats...
Iii. Ny fihariana hafa
Critique, car elle ne s’en tient pas à l’apparence des formes sociales et à l’affirmation des théories officielles qui les justifient
Bridoux a dia milaza fa ny fitiavan-tanindrazana dia voajanahary ao anatintsika, fihetseham-po mamaka tanteraka ao am-pon’ny olombelona izy io 158 anisan’ny manana izany fihetseham-po tia tanindrazana izany koa i jo andrianasolo. Raha miresaka tanindrazana moa, dia maro ihany ny hevitra mifangaro sy mifamahofaho ao an-...
Razafindralambo paulbert balita lah 1895 17 septambra 1957
Gradation -hypallage sarin-teny hafa sisa manasongadina fandrarana ny olona tsy ho kivy amin’ny fanaovan-tsoa
Antitr’aho ty hoy ianao ka tena mila mba mitandrina na mbola tsy hita soritr’aza ireto kentrona amin’ny handrina.
Ity substance ity no miantoka ny fanariana ny loto rehetra ao amin’ny vatan’olombelona ; mamoaka ho ety ivelany izay tsy ilaina na ny sisam-panodin’ny vatana no tena raharahany. Vi-6-ny rano io no ampahany betsaka indrindra ao amin’ny sakafon’olombelona. Ny rano no miantoka ny famenoana izay tsy fenon’ny lipida any ami...
Ireo fomba samihafa nentin’ireo mpampianatra nanatontosa ny fampianarana
Tsy hisy fampianarana ho lavorary raha tsy misy dingana mazava sy miantanantohatra lalovana eo amin’ny fampianarana. Tsy maintsy tapatapahina araka izany ny lohahevitra voatondron’ny fandaharam-pianarana. Ferana mialoha ny lanjan’ora hampianarana ny lohahevitra tsirairay, ny fotoana anaovana fampiharana, ny tombana fan...
Tovana 1 endriky ny fanontaniana napetraka tamin’ny isam-batan’olona anarana taona. Lehilahy vehivavy asa atao. Andraikitra sahanina eo anivon’ny fiarahamonina. Fonenana 1 inona no nahatonga ny anaran-tanana hoe marololo? Mitombina ve fa noho izy io tanàna be lolo no niantsoana azy hoe marololo betsaka lolo maro lolo m...
Aminy, tsy rariny ny hametrahana ny vehivavy ho amin ireo toerana ireo tsy natao ho fakana fahafinaretan ny nofo fotsiny ny vehivavy, tsy fanaka malemy izy, ary tsy kofehy manara-panjaitra porofon izany ny nialan i sahondra tam-pahasahiana tamin ny asany noho ny fanararaotana nataon ingahy p. Lehibeny taminy 174 claris...
Trimofoloalina 4 sikajin’idadabe 2
Ny fandaharam-pianarana dia tsy mandeha singany fa mifandray amin’ireo sehatra maro samihafa. Anisan’ny maneho izany ny kisary izay asehon’i jean pierre adam22, ka azo fintinina an-tsary ho toy izao izany;
Malagasy firy no mihafy sy miziry mba tsy hisy hiasa maina na ho resy tsy hay lazaina?
Ry namela ratra! O, tsy misy tsiny ! Tsy resy akory ilay nitia anao fahiny ririnin-dasa mampiondrika tsy nahy voatsabo anefa ankehitriny ilay ratrako am-panahy.
Iny ranomasina iny ray olona, manonja fa tsy mety tondraka, misamboaravoara fa tsy mihoa-tsiraka.
Rakotonarivo ao amin’ny kaominina antanetibe, fkt mangidy
Fanomanana ny mpianatra hiatrika asa sy na fianarana ambony ny fanaovana io tombana am-bava io dia atahoran ny mpianatra mihitsy indrindra fa ireo tombana tsy dia mahazatra azy matetika. Tsy vitsy no mivarahontsana amin izany, ary tsy ny mpianatra ihany aza no tratran izany fa hatramin ny olon-dehibe koa rehefa hiditra...
Matory mbola hifoha
Paha cuisse fe pahit amer, acide, non sucré, dur, piquant faitra mafaitra panas chaud fana mafana pandan pandanus fandrana papaya papaie papay paran direction, but farany pari raie fay parit fossé, canal fahitra pasir sable fasika payah las, fatigué, éprouvé fay pejam fermé, clos yeux pendrana pemuda, pemudi jeune tano...
Ny mpampianatra naman’ny mpande- fa hafatra. Mitarika ny mpianatra hanadi- hady sy hamakafaka ny lohahevitra iana- rana. Ny mpianatra naman’ny mpandefa hafatra. Manangana ny lesona miaraka amin’ny mpampianatra mpandefa mpandray hafatra h hafatra ny mpampiana mpianatra ary tra sy l mety koa ho ny l mpianatra mpampianatr...
Indique les quatre points cardinaux b- trace approximativement le tropique de capricorne c- indique le nom de ce qui sépare madagascar de l’afrique d- situe, sur la carte, les endroits suivants antananarivo toléara le massif de l’isalo
Conformement à l’appel d’offre ci-joint et sous réserve de toutes les conditions y relatives ; le soussugné propose et accepte ; si la presente offre est accepté dans un delai de jours civils à compter de la date d’ouverture du pli qui la contient, de fournit tout ou partie des articles ou services. Pour lesquels un pr...
Dada sy ry neny zoky sy ry zandry tsy mbola voatendry mifampiarahaba tratrin’ny noely izao
Manatsiala marsa 2008
Any amin’ireo angano na ny kabary izay tafiditra ao anatin’ny literatiora am-bava no azo anovozana ny lesona momba ny hasina. Toy izany ny lahatsoratra ny vazimba, fivavahan’ny mpanonta ombimanga , fivavahan’ny mpiady volamena , kabarin’ny mpisikidy , ny niandohan’ny olombelona , ny sokatra ireo dia samy maneho ny hasi...
Introduction
Ny lalana nolalovan’ny creni manjakandriana 066 ii- ny tanjona kendreny 066 iii- ny fomba fiasany 066 iv-ny hevitry ny olona sasany efa nandalo tao 068 ny andraikitra iantsorohan’ny seecaline any amin’ny faritra manjakandriana i- ny tantara nolalovan’ny seecaline manjakandriana 070 ii- ny tanjony 070 iii-ny fomba fiasa...
La rentabilité économique est donc le produit du taux de profitabilité et de la vitesse de rotation de l’actif ; la variation de l’un d’entre eux peut affecter le niveau de rentabilité économique de l’investissement de la société. Dans notre cas, nous pouvons constater que c’est surtout le faible taux de profitabilité ...