text
stringlengths 9
415
| label
stringclasses 2
values |
|---|---|
Nentin’ny hatezerana, nisy saika hikasi-tanana ilay lehilahy ny sasantsasany tamin’ny fokonolona.
|
negative
|
Hanomboka tsy ho ela ny fanarenana ny lakandrano C3, mirefy 12 km, izay hatomboka amin’ny fanalana ny fotaka.
|
positive
|
Naneho ny fahavononany amin’ny fandraisana andraikitra amin’ny raharaham-pirenena ny mpikambana eo anivon’ny antoko.
|
positive
|
Mitaky ny fahasahian’ny vahoaka malagasy mandray an-tanana ny hoaviny sy ny fiainany izany.
|
positive
|
Nisy ny fanapahan-kevitra noraisina ho fanampiana sy hitandroana ny fandriampahalemana ao amin’ny kaominina.
|
positive
|
Tanjona amin’izao fifaninanana izao ny fampiakarana ny lentan’ny fahaizana teny frantsay eto Madagasikara.
|
positive
|
Namela takaitra amin’ny faritra maro ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso, indrindra ny ora-mijojo nentiny: ampolony ny olona namoy ny ainy sy tsy hita popoka, analiny ny traboina…
|
negative
|
Nambarany fa tsy mbola naharay taratasy avy amin’ny CAF milaza ny tarehim-bola marina, izy ireo.
|
negative
|
Mangata-bady hatramin’ ny vehivavy.
|
negative
|
Naveriny indray fa matetika aorian’ny fifidianana hatrany ny krizy eto Madagasikara.
|
negative
|
Nanamarika azy teo amin’ny fiainana ary tena nahafaly azy ny nitaingenany fiaramanidina mialoha ny fe-potoana nanaovany fanamby mba hisidinana eny ambony eny.
|
positive
|
*efa manao ny ezaka rehetra ny federasiona hahafahan’ireo mpilalao miatrika fifaninanana irasaim-pirenena toy izao, na izany aza manaitra ny sain’ny mpanohana sy ny mpiaramiombona antoka, torak’izany koa ny Minisitera sy ny komity olympika malagasy.
|
positive
|
Mbola nanova mpilalao indray i Roro, ka nesorina i Rakol sy i Tsiry ary niditra i Tendry sy i Onja.
|
positive
|
Ambentin-tenin’ny minisitra tamin’io fotoana io ny hoe « fanohizana ny efa natao no laharam-pahamehana ».
|
positive
|
Tsy am-bava fotsiny ny fitiavana fa manome porofo.
|
positive
|
Raha ny tao amin’ny sampana vonjy taitra manokana, miisa 32 ny antontanisa mikasika ireo loza niseho teny anivon’ny fiarahamonina.
|
negative
|
Ankoatra ity, nahitana faty olona teny Ambatomitsangana, fokontany Tsarahasina, kaominina Ambohimangakely.
|
negative
|
Mba hahafahan’ireo mpianatra maniry ny handalina ny taranja kabary.
|
positive
|
Tapaka ny fifamoivoizana any amin’ny RN 33 A (mankany Tsaratanana) satria niakatra ny rano.
|
negative
|
Homena tombony manokana ny tantsaha mpamokatra any amin’ny distrika Maroantsetra, anisan’ny faritra nandalovan’ny rivodoza.
|
positive
|
Mahafaly anay ny nanamafisana ny fandaharanasa fiarovana sosialy, izay natao laharam-pahamehana, izay lasa natao fandaharanasam-pirenena mihitsy, mahakasika ireo fianakaviana tena marefo”.
|
positive
|
Raha fehezina, fifanomezan-tanana ihany no vahaolana amin’ny olan’ny vary sy ny fambolena amin’ny ankapobeny eto Madagasikara.
|
positive
|
“Azo lazaina hoe natao anatin’ny hamehana ihany ity fivoriambe ity, mba hilazana sy hatolotra ny filoham-pirenena fa efa tafapetraka ny rafitra, feno ny toerana ao amin’ny Filankevim-pitantanana, ka mangataka aminy hanendry tale amin’izay mba hahafahan’ny Omda miasa.
|
negative
|
Tsy mandroso ny firenena iray, raha tsy samy mandray andraikitra ny olom-pirenena ao aminy.
|
negative
|
Anisan’ny efa vonona hisehatra amin’izany fanaraha-maso ny fifidianana izany ny eo anivon’ny Andrimaso FFKM, araka ny fanambaran’ireo filoham-piangonana, ny volana janoary teo.
|
positive
|
Tena nambabo ary isan’ny naha voahosotra azy ho mpandresin’ity fifaninanana ity ny hatsikany nitondra ny lohateny hoe “Mon ami virtuel”, iresahany ny olombelona oharina amin’ny tambajotra sosialy ankehitriny.
|
positive
|
“Arahabaina isika rehetra tratry ny krismasy 2022 », hoy izy.
|
positive
|
Ireo ben’ny Tanàna, nahitana an’Andriantsitohaina Naina.
|
positive
|
Eo amin’ny laharana faha-4 no misy azy amin’ny filaharana eran-tany amin’ny Moto Raid.
|
positive
|
Any amin’ny Complexe sportif Vontovorona ny handball, ny ady totohondry, ny kick-boxin, ny badminton ary ny tir à l’arc.
|
positive
|
Mbola Cosafa ihany ny taona 2017, lavon’ny Barea 4 no ho 1 ny Mambas.
|
positive
|
Mba ho fampandrosoana ny tanàna eto amin’ny faritr’Antananarivo.
|
positive
|
Mahatratra 5399 ireo fotodrafitrasa simba nandritra izany.
|
negative
|
Eo koa ny fanamafisana ny fifanakalozana eo amin’ny fizahantany, ananan-dry zareo traikefa amin’ny lafiny fitaterana ana habakabaka”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, momba ny fihaonana sy ny fifampidinihan’ny delegasiona parlemantera avy any Torkia sy ny loholona teny amin’ny Lapan’ Anosikely, afakomaly.
|
positive
|
Mitaky firotsahana an-tsehatra sy tari-dalana avy amin’ny mpitondra ny zava-drehetra.
|
negative
|
Tao anatin’ny andro maromaro no efa nanara-maso ny fizotry ny fandehan’ny rano ny Apipa ary efa nahazo filazana loza manambana ny kaominina maromaro nanomboka teny Tsiafahy hatrany Ampangabe, noho ny fiakaran’ny reniranon’i Sisaony, ny alakamisy teo.
|
positive
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.