text
stringlengths 9
415
| label
stringclasses 2
values |
|---|---|
Nambaran’ny filohan’ny Fem sady evekan’i Morondava fa miseho amin’ny endriky ny zaza i Jesoa.
|
positive
|
Tsy hatoro voanjo hadiana rahateo izy, raha ny traikefa nolalovany tanaty krizy politika maromaro izay.
|
positive
|
Nanteriny fa tokony hatsaraintsika, miaraka amin’ny politika mifanaraka amin’izany, ny fandraisana sy ny fampidirana ao anaty fiaraha-monina ny olona, indrindra fa ireo mpifindra monina sy ireo ailiky ny fiaraha-monina.
|
positive
|
Mpianatra maherin’ny 150.000 avy amin’ny firenena 85 no efa nandray anjara tamin’ity fandaharanasam-pampianarana ity.
|
positive
|
Teo no ho eo, nisokatra ny fanadihadiana.
|
positive
|
Marihina fa fiaraha-miasa eo amin’ny Ceni sy ny Afham ity hetsika ity, mba hampirisihana ireo olona manana fahasembana hifidy.
|
positive
|
Tontosa izany noho ny ezaky ny fanjakana malagasy tarihin’ny filoha Rajoelina Andry amin’ny alalan’ny masoivohon’i Madagasikana any Frantsa nifampiraharaha tamin’ny firenena alzerianina.
|
positive
|
Mbola olana amin’izao ny tsy fahampian’ny fotoana satria mbola mianatra sy miasa avokoa ireo mpilalao, ka indraindray tsy azo amin’ny ora hahafahan’izy ireo ny efitrano fikotranana.
|
negative
|
Miisa 523 ny simba sy potika tanteraka vokatry ny rivodoza Cheneso.
|
negative
|
Nefa tsy izay amiko no tokony hanaovana fanisana mpifidy.
|
negative
|
Tsy tana anefa ny ain’ity farany.
|
negative
|
Tovovavy roa hita faty tsy nisy maso intsony…"
|
negative
|
Vokatr’ireo fitetezam-paritra maro nataony manerana ny Nosy no nandrafitra ny fironany ara-mozika ihany koa.
|
positive
|
Mba hisian’ny fanaraha-maso ny fiarovana sy fikojakojana ireo fotodrafitrasa, hisy fandraisana mpiasa ho mpanara-maso ny filaminana anivon’ny “Campus”.
|
positive
|
Tsy tafarina , noho izany, ilay mpitondra moto izay naratra mafy.
|
negative
|
Tsy tokony hanaiky izany endrika fanakorontanana sy fambolena krizy vaovao izany intsony ny vahoaka”.
|
negative
|
Noho izay fiaraha-miasa izay, hisy ny fitaterana an-dranomasina azo antoka.
|
positive
|
Teny filamatry ny holafitra hatramin’izay ny hoe : “Vadintany sy mpanao lavanty miray hina, miaro ny vahoaka sy ny tombontsoan’ny holafitra”.
|
positive
|
Navelan’izy ireo ilay zavatra nentiny raha vao nahita ireo polisy ry zalahy ka nitsoaka avy hatrany.
|
negative
|
Voavalin’ny filoham-pirenena malagasy, araka izany, ny hetahetan’ny mpankafy Barea taorian’ny fangatahana nataon’izy ireo tao anaty “Facebook”, ny talata lasa teo.
|
positive
|
Manahy ihany koa ny mpandeha maro.
|
negative
|
Manomboka mitsingilaila ankehitriny io fahendrena malagasy io raha atao indray mitopy maso ny rindram-piarahamonina misy ankehitriny.
|
negative
|
Rehefa misy antony lehibe izay tsy hanaovana fifidianana, izay aloha no hatrehina.
|
negative
|
Tanjon’ny fikambanana ny hampiakatra hatrany ny lenta sy ny fahaizan’ireo mpampianatra.
|
positive
|
Miisa roa ny trangana fanafihana voasoroka raha iray kosa ny trano may nandritra ny fetin’ny Krismasy.
|
negative
|
Salan-taona, 35 hatramin’ny 42 taona.
|
positive
|
Potika tsy nisy noraisina ny vatan’ilay fiaramanidina.
|
negative
|
Koa, mitaky ny hanokafana indray ny orinasa izy ireo.
|
positive
|
Nataony ho ohatra amn’izany ny fampanantenana fiara 4L nataon’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc; ny fampanantenana ny fanafoanana ny delestazy ao anatin’ny telo volana nataon’ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery.
|
negative
|
Mitohy ny asa fanamboarana.
|
positive
|
Fa raha ny 30.000 Ar isam-bolana ny mianatra fanorona na valiha, « izany ve tsy lafo loatra », hoy ny Malagasy.
|
negative
|
“Mila faharetana anefa izany”.
|
negative
|
Tena misy ve ny tsenam-barotra sy ny asa mifanaraka amin’izany ?
|
negative
|
38 no tena atahorana ho fongana
|
negative
|
Hatramin’ny ben’ny Tanàna ao Ankaboka nahazo moto sy ordinatera, ny mpamboly nomena masomboly.
|
positive
|
Milanja 149,62g kosa ny rongony “héroine” tratra raha toa ka mitotaly 88,6g ireo “cocaïne” sarona tamin’izany.
|
positive
|
Nisy ny namoy ny ainy, teo ny naratra marobe.
|
negative
|
Nentina nanaovana fanadihadiana tao Tsaralalana ilay lehilahy nitondra azy ka nolazainy fa moto novidiany ity moto halatra ity.
|
positive
|
Miandry ny fotoam-pitsarana azy any am-ponja avokoa ireo olona valo voasambotry ny zandarimaria tao Nosy Be raha saika hiondrana antsokosoko atsy Mayotte.
|
negative
|
Efa azo nandehanana ary niverina amin’ny laoniny nanomboka ny 20 sy 21 janoary lasa teo ireo lalana miisa dimy tamin’izany.
|
positive
|
Mbola tsy fantatra kosa ny fotoam-pitsarana azy ireo.
|
negative
|
Tsy iandrasana an-taonany toy ny any amin’ny fitsarana ny famahana izany, fa eo amin’ ny iray ka hatramin’ny telo volana eo dia vita; avy eo, alefa any amin’ny departemanta manapa-kevitra farany ny amin’ireo olam-bahoaka.
|
positive
|
Mahatratra117 ny olona marary amin’izao fotoana izao ka ny telo amin’ireo anatin’ny tranga sarotra avokoa.
|
negative
|
Maty naratra mafy teo amin’ny lohany sy mangana teo amin’ny tendany ilay rangahy.
|
negative
|
Milaza ny mponina any an-toerana, fa efa ela no nanomboka nisy fahasimbana tsikelikely ity lalana ity, saingy tsy ampy ny fikojakojana, ary izao potika tanteraka izao.
|
negative
|
Nentin’ny hatezerana ireo nahasambotra ka nofatorany tamin’ny andrin-jiro ity olon-dratsy, efa saika niharan’ ny fitsaram-bahoaka.
|
negative
|
Naharay antso ny zandary fa mikirakira sy manaparitaka io karazan-java-mahadomelina io izy ireo.
|
positive
|
Nanteriny fa ahafahana mamaha ny olan’ity ivontoerana misahana ny antontanisa ity izany.
|
positive
|
Nohamafisin’ny dokotera lehiben’ny Bmh hatrany fa ankoatra ireo efatra matin’ny hanoanana, misy valanaretina somary haingana mitarika fahafatesan’olona izao ka mahatonga ny olona marary sasany tsy tonga any amin’ny hopitaly fa maty an-dalana.
|
negative
|
Nomarihan’ny Pr Ratsimbazafy Jonah, filohan’ny Gerp (1) fa mila tsara fiarovana ireo karazana gidro any anaty ala manerana ny Nosy.
|
positive
|
Notoloran’ny masoivoho amerikanina, Claire A Pierangelo, mari-pankasitrahana ireo mpianatra 20 mianadahy nahavita fiofanana momba ny fampianarana teny anglisy.
|
positive
|
Samy nanaiky ny valim-pifidianana avokoa ireo mpifaninana, taorian’ny fanisam-bato.
|
positive
|
Nofefena ny toby fiantsonana eny Soarano, iarahana amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), handrindrana ny fanembatsembanana ateraky ny asa.
|
negative
|
Samy manana anjara amin’ny fikajiana ny tontolo iainana ny rehetra.
|
positive
|
“Raha izao zava-misy izao no ikirizan’ny mpitondra fanjakana sy ny mpanao politika mieritreritra hiroso amin’ny fifidianana, manahy izahay hoe: ianareo indray izany no hampiditra krizy vaovao, raha tsy hialohavana fifampiresahana ny fifidianana?
|
negative
|
Namela mananon-tena sy kamboty telo lahy ny Dr Aimé.
|
negative
|
Manampy ireo, efa esorina koa ny tany nihotsaka any Ranomafana, RN 25 (PK 35+400) any Vohiparara-Ifanadiana-Irondro-Mananjary, ka manomboka afaka mandeha ny fiara.
|
negative
|
Ny biby (alika, saka…) ilàna fahazoan-dalana manokana avy amin’ny veterinera manamarina fa vita vaksiny.
|
positive
|
Mety mieritreritra ny Ceni fa iandrasana ny any ivelany ve ny fifidianana filohan’ny Repoblika?
|
negative
|
Misy dia efa baikoin’ny halako bika tsy tiako tarehy angamba.
|
negative
|
Tanjona ny fanamorana ny fanaovam-baksiny ireo zokiolona tonga maka fisotroan-dronono amin’ireny toerana ireny.
|
positive
|
“Mitombo ny ahiahy ny amin’ny mety hisehoan’ny korontana politika manoloana ny fiomanana amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ity taona ity”.
|
negative
|
Toy ny ao amin’ny lalam-pirenena fahaefatra sy faha enina.
|
negative
|
Manentana ny olom-pirenena hisoratra anarana anaty lisi-pifidianana, izy ireo, amin’izany ary mampirisika koa ny hanarahana maso izany.
|
positive
|
Nohamafisiny fa olana ara-drafitra no mila jerena satria raha ny zavatra tsikaritra, lasa mihaino ny feon’ny mpanao facebook na hetsika hafa ataon’ny olona izay matetika manakana ny fanatanterahan’ny vadintany ny didim-pitsarana ny fanjakana.
|
negative
|
Nanokatra ny isa ho an’ny Barea, i Koloina teo amin’ny minitra faha-18, taorian’ny tolotra nataon’i Tantely kapiteny.
|
positive
|
Tsy izy io fifidianana terena hatao io ka tsy ekenay.
|
negative
|
Miisa 800 mahery eo ireo traboina izay noraisina an-tanana amin’ny toerana manokana ao amin’ny Fokotany Ouest Mananjara, Tana IV.
|
positive
|
Niantso ny rehetra te hanamafy ny antoko izy ireo tamin’izany.
|
positive
|
Lasa sampy manohintohina ny fahazoana ny rariny, ny fihavanana ary ny fiadanana irina.
|
negative
|
Taona maromaro taty aoriana, nipoitra tsikelikely ny tanora sy ny vehivavy ambara fa mpikabary.
|
positive
|
Naiditra am-ponja vonjimaika avokoa ireo efatra mirahalahy voasaringotra tamin’ny fanafihana nahafatesan’olona tao Tanamakoa, ny zoma 20 janoary lasa teo.
|
positive
|
Hetsika natao hoan’ireo te haneho ny talentany sy ny fahaizany izy io.
|
positive
|
Nidina teny an-toerana avy hatrany ny polisy mpanao fisafoana eny Besarety sy ny manodidina ka tamin’izany no nahatrarana ity jiolahy ity, nitondra vola 2 431 500Ar sy kojakoja hafa toy ny fahitalavitra, ordinatera entin-tanana, finday, fanalahidy, seky, tournevis.
|
positive
|
Tsy afa-bela amin’izany ny eto Antananarivo, miantraika any amin’ireo fotodrafitrasa maro mitantana ny fivarinan’ny rano.
|
negative
|
Tanterahan’ny ekipa avy ao amin’ny CSB II Mahamasina satria aleo misoroka toy izay mitsabo.
|
positive
|
Tsara kokoa anefa raha mbola ankizy izy dia mahalala ny kolontsainy sy ny an’ny vahiny.
|
positive
|
Manana fahafahana miala amin’ny fahantrana ireo firenena aty Afrika atsimon’i Sahara noho ny fananany harena betsaka.
|
positive
|
Firenena lavitry ny fandrosoana ny firenena tsy manaiky fanatanterahana didim-pitsarana, raha ny fanazavany.
|
negative
|
Raim-pianakaviana iray kosa naratra nandritra ny famonjena voina.
|
negative
|
Ny fiainan’ny Malagasy no tena laharam-pahamehana ho an’ny fitondranam-panjakana: fijerena inona no tena zava-manahirana ny Malagasy?
|
positive
|
Nanoritra ny lalany izany, ka nahatonga azy ho anisan’ireo mpamorona feon-kiran’ilay mpanakanto amerikanina Beth Ratay tamin’ny taona 2022.
|
positive
|
Araka ny tarehimarika navoakan’ny Cnuced, tsy misy afa-tsy 0,12 % monja amin’ny vokatra eran-tany ny avy eto Madagasikara, tena mbola lavitry ny vokatra avy any Côte d’Ivoire sy Ghana izay manome 2/3 ny vokatra eran-tany.
|
negative
|
Indroa ihany kosa ny Malagasy ary indray mandeha ry zareo Maorisianina.
|
positive
|
Tsy voatery manatona CSB intsony fa efa manakaiky azy ireo ny fanaovam-baksiny mba tsy hisian’ny fivezivezena.
|
positive
|
Nisy ny nilaza fa tsy anjaran’ny filoha fa ny minisitra mpiahy dia mahavita izany.
|
negative
|
Tsy voatery hahay hamaky teny sy hahafantatra ny fandaminana sy ny toromarika avokoa izay tonga amin’ireny hopitaly ireny.
|
negative
|
Tsy nisy nahina ny ainy taorian’izay.
|
positive
|
Efa tapaka an-taonany maro ny rano raha ny nambaran’izy ireo tamin’ny mpanao gazety.
|
negative
|
Olana roa goavana izany no atrehan’izy ireo, manoloana ny fanatanterahany ny anjara andraikiny eto amin’ny firenena sy eo amin’ny fampianarana ambony sy fikarohana ara-tsiansa"
|
negative
|
Lasan’ny Malagasy ny laharana fahatelo ary norombahiny ny medaly alimo, tamin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika “Chan 2022”.
|
positive
|
“Miha mampanahy hatrany ny fitoniana politika any Madagasikara, taorian’ ny fiampangana sy nampidirana am-ponja ny teratany Frantsay noho ny antony voalaza fa fikasana hanongam-panjakana”.
|
negative
|
Nitrangana fanafihana nataon’ andian’olona tao an-toerana.
|
negative
|
Efa karazana fandikan-dalàna koa ny mitaona olona hifidy ny tena na kandidà, raha tsy tafiditra ao anatin’ny vanim-potoan’ny fampielezan-kevitra.
|
negative
|
Hentitra, araka izany, ireo tompon’andraikitra eny amin’ny hopitaly fa mpiandry marary tokana ihany no afaka mijanona miaraka amin’ny marary.
|
positive
|
Ankoatra izany, efa niverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana any amin’ny faritra Sava taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Cheneso, any amin’ny lalam-pirenena RNT 3b, mampitohy an’i Andapa sy Sambava (PK 91 hatrany amin’ny PK 97).
|
positive
|
Manoloana ity loza mitatao ity, nanapa-kevitra ny Produir nanao vonjy rano vaky, nanarina ny vahilava simba.
|
negative
|
Anton’ny hetsika ny hanampiana ny olona mba hiomana sy hiaina tsara kokoa ny alahadin’ny tenin’Andriamanitra.
|
positive
|
Hiatrika ny famaranana kosa i Senegal sy i Algerie, ny asabotsy ho avy izao.
|
positive
|
Nanamafy ny minisitry ny Fiarovam-pirenena fa manan-danja ity ivontoerana ity satria sarotra ho an’i Madagasikara ny manao ny fandrindrana ireo krizy na loza voajanahary rehetra mety hiseho teo aloha fa ankehitriny ho mora ny fanatanterahana izany indrindra amin’ny fandraisana andraikitra eo amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany.
|
positive
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.