text
stringlengths 9
415
| label
stringclasses 2
values |
|---|---|
Dimy ao amin’ny faritra Diana.
|
negative
|
Tetsy an-kilany, nampandre ny mpitandro filaminana sy ny vondrona mpiambina tsy miankina iray ireo Sinoa namany nahafantatra ny zava-nisy tao amin’ireo lasibatra.
|
positive
|
Tsy zakan’ny fahefa-mividin’ny tantsaha intsony izany.
|
negative
|
Ankoatra izay, somary nanana olana ara-pitaovana ny Barea nandritra ny fampivondronana nataon’izy ireo tany Tonizia.
|
negative
|
Samy hanaramaso ny fanomanana”.
|
positive
|
Hijoro amin’ny inona ?
|
negative
|
Hatramin’ny zezika aza vidiana, manta ny nofon-tany.
|
negative
|
“Ny leran’ny fifidianana no lera tonga amin’izao.
|
positive
|
“Tsy manaiky hatramin’ny farany aho.
|
negative
|
Marik’ izany firaisan-kina izany ny fiaraha-mientan’ny Foloalindahy nanatanteraka ity fambolen-kazo ity ho an’ ny taranaka faramandimby.
|
positive
|
Notanterahina teny Andanona Manjakandriana ny fanokafana izany taom-pambolen-kazo izany.
|
positive
|
Resy lahatra izy fa ho maro ny asa ho vitan’ny kaominina, raha miverina ity tetikasa ity, satria tsy ahavitana inona ny fanampiana ara-bola kely azony amin’ny fanjakana foibe.
|
positive
|
Nitaky ny vola tamin’izy mivady ireo olon-dratsy rehefa tafiditra tao amin’ny trano fatoriana.
|
negative
|
Niatrika ny Cosafa indray ny 30 jolay 2008 ka mbola resin-dry zareo tamin’ny isa 2 no ho 1.
|
negative
|
Talenta vaovao novolavolain’ny ivo-toerana indray ny haneho ny talentany ao anatin’ity fampisehoana ity.
|
positive
|
Ho an’ny Banky Iraisam- pirenena, maromaro ny antony nahatonga izao fitombon’ ny fahantrana izao sy tsy nahafahana nanarina ny toekarena sy sosialy izao.
|
negative
|
Mety ho endriky ny fiatrehana ny fifidianana ho avy izany rehetra izany, rehefa tonga tokoa ny tokoa?
|
positive
|
Miasa andro aman’alina ny ekipa rehetra ary mihodina avokoa ireo Station de pompage enina iandraiketan’ny Apipa manafaingana ny famoahan-drano.
|
positive
|
Mbola nisitraka kojakoja samihafa koa ireo fikambanam-behivavy.
|
positive
|
Nampitondraina ny lohahevitra hoe : “ Andao hifidy” izany.
|
positive
|
Latsaky ny 40 % izany fandehanana izany raha oharina tamin’ny herintaona.
|
negative
|
Miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana, satria efa azo ampiasaina ny fivilian-dalana, nametrahana tetezana vonjimaika hafa.
|
positive
|
Ekena ny lesoka.
|
positive
|
Fantatra nandritra ny fanadihadiana natao azy fa izy tokoa no namaky ilay toeram-pivarotana.
|
positive
|
Teo ampikonokononana ny hanao fanafihana no nifanehatra tamin’ny zandary.
|
negative
|
Miisa 34.114 ireo olona tsy maintsy nafindra toerana.
|
negative
|
Fantatra tamin’ny fanadihadiana fa tratra ambodiomby nangalatra fanitsona tsena eo Ivandry izy.
|
positive
|
Raha haravona, resabola ny tena olana fototra ao amin’ ny Omda.
|
negative
|
Tsy ho ratsy saina sy tsy hanana fijery miiba anefa isika, mba ahafahana miatrika sy manarina izay fahavoazana sedraina, ankehitriny.
|
positive
|
Nosamborin’ny polisy izy ka noentina nihazo ny kaomisaria hanaovana fanadihadiana.
|
positive
|
A ka aleo ho olon-kafa indray fa ianareo tsy nahitanay artista tombontsoa”, hoy kosa i Stéphanie.
|
negative
|
Ny vahoaka ihany no matiantoka fa ny tompon’andraikitra ambony mandeha fiaramanidina matetika.
|
negative
|
Iandrasana ny fankatoavan’ny HCC koa ny fifanarahana findramam-bola miisa efatra, efa lany teny Tsimbazaza sy Anosikely.
|
positive
|
Anisan’izany ny raharaha vonoan’olona tao amin’ny fokontany Antenina Kaominina Mahavelona Foulpointe, araka ny antontan-taratasin’ady faha 027-toa/11-7528-RP/10.
|
negative
|
Tsy mazava ny antontan-taratasy rehetra ahafahana mitondra izany.
|
negative
|
Fantatra fa nodimandry, omaly, ity andrarezin’ny kanto malagasy ity.
|
negative
|
Voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra miharo vaky trano izy ireo.
|
negative
|
Maty an-drano kosa ny fahitana azy, hoy ny dokotera nanao ny fizahana.
|
negative
|
“Hiasa mandritra ny fanomanana ny fifidianana hifanesy hatrehantsika eto izany, manomboka amin’ny faran’ny taona izao”, hoy ny teo anivon’ny filankevitry ny minisitra.
|
positive
|
Imasoan’ny Smk Obus School amin’izany ny fanehoana fa tsy dihy tsotra fanao eny an-dalambe akory ny dihy an-tanan-dehibe fa misy zavatra azo sintonina ao anatiny.
|
positive
|
Tsy kivy anefa izy ireny, satria nentanin’ny fitiavana ilay hoe « Revy Rajoelina », niezaka foana niaro, tsy nisy takalony.
|
negative
|
Nalaina tao amina trano fandraisan-danonana iray tsy lavitra ny toerana nahitana azy ireto entana ireto.
|
negative
|
Notsindriny fa loza mahatsiravina vaovao namely ny olombelona ny ady.
|
positive
|
Tontosa ny 28 janoary teo koa ny fambolen-kazo nataon’ny fikambanana Move up Madagasikara teny Antsahadinta Antananarivo.
|
positive
|
Manampy trotraka izany ny niakaran’ny vidin’ny solika eo amin’ny tsena iraisam-pirenena.
|
negative
|
Navotsotr’ireo mpaka an-keriny izy ny 24 janoary teo.
|
positive
|
Manampy trotraka koa ny vokatry ny ora-mikija amin’ny vanim-potoana toy izao.
|
negative
|
Nambaran’ity Tale Jeneraly ny Mvola ity ofisialy ihany koa, ny sabotsy teo, fa i Miotisoa sy i Mathias M’Madi no ambasadaoron’ny Mvola amin’ity taona 2023 ity.
|
positive
|
Nahabe resaka sy adihevitra ny nisian’ny kristianina nanao fandroahana devoly sy nanao hira fiderana teny amin’ny doany amin’ny Rovan’Ambohimanga.
|
negative
|
Indrindra, ahina ny hisian’ny rivodoza manaraka indray.
|
positive
|
Mitoetra hatrany ny fampitandremana amin’ny fahabetsahan’ny rotsak’orana.
|
negative
|
Koa iarahan’io orinasa io miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka aminy, fikambanana, na olon-tsotra ny namboly zanakazo miisa 100 000 tamin’ity taona ity.
|
positive
|
Mbola manentana ny rehetra ny tenany, hanohana ny Barea ka hitondrana ny amboara mody eto Madagasikara.
|
positive
|
Tsy nanadino nisaotra ny tanànan’Antananarivo amin’ny alalan’ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, ihany koa izy, nanome ny toerana nahafahana nanatanteraka ity hetsika goavana ity.
|
positive
|
Afaka manao fanatanjahan-tena koa ny voafonja rehetra ary mahazo fitsaboana sy miditra hopitaly raha ilaina izany.
|
positive
|
Tsy nanaiky anefa ilay tovovavy ka norahonany ho faty mihitsy ka notolominy tamin’ny sitrapony.
|
negative
|
Samy nahazo fandresena 4 avy ary ady sahala 2.
|
positive
|
Nampanantena ny tenany fa hitsidika ireo faritra traboina, noho ny takaitran’ny rivodoza farany teo.
|
positive
|
Koa handraisana fepetra manokana mba tsy ho gaboraraka ny fitrandrahana harena an-kibon’ny tany.
|
positive
|
Ohabolana 18 nokendrena hifanitsy amin’ny lohahevitra kirakiraina ao anaty fandaharam-pibeazana no voaboasana ato ka mifameno tsara amin’izay ianarany any am-pianarana ».
|
positive
|
Fampisehoana, fandefasana horonantsary, fanentanana ary atrikasa no hameno ny herinandro hanatanterahana izany.
|
positive
|
Marihina fa efa nentanina ho mailo hatrany ireo mponina rehetra manoloana ny hamainan’ny andro taorian’ny rivodoza.
|
positive
|
Niantso vonjy avy tamin’ireo manodidina io lasibatra io ka raikitra ny fifanenjehana.
|
positive
|
Fotoana tsy nahitana fiovana loatra ho an’ny kolontsaina malagasy fa toa fanohizana ny efa natao teo aloha ihany.
|
negative
|
Izany no ambentin-tenin’ireo ankizy sy ny fianakaviana sahirana eny an-dalambe rehetra eny.
|
negative
|
Tsiahivina anefa fa tratra ambodiomby, nidoroka sy nivarotra zava-mahadomelina mahery vaika izy.
|
negative
|
Voalohany eo amin’ny tantaran’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ireo mpilalao tsy matihanina «Chan 2022», ny fihaonan’ny Barea de Madagascar sy ny Lion de Teranga avy any Senegal.
|
positive
|
Manodidina 400 dolara ny vidin’ny iray taonina eo amin’ ny tsena iraisam-pirenena.
|
positive
|
Tonga ara-potoana taorian’ny fampandrenesana ny zandary notarihan’ny kaomadin’ny vondro-tobi-paritra Fianarantsoa.
|
positive
|
Tonga nanotrona ny minisitra tamin’izany ireo solontenam-panjakana sy olom-boafidy avy any amin’ny distrikan’i Mampikony syi Port Bergé.
|
positive
|
Tsy manavakavaka ary misokatra ho an’ny rehetra ny antoko ka anasana ny rehetra ny fidirana ho mpikambana any amin’ny faritra misy ny tsirairay, araka ny fanambarana.
|
positive
|
Lasany tamin’izany ny poketra nisy finday.
|
negative
|
Maty tsy tra-drano ary tavela teo amin’io tanimbarin’olona io izy.
|
negative
|
Vehivavy roa fantatra fa nihinana sakafo tsy ara-pahasalamana.
|
negative
|
Efa voasaringotra tamin’ny raharaha fanodikodinana ilay rongony mavesatra tra-tehaka tao Toamasina ny taona 2022 ihany koa izy.
|
negative
|
Raha fehezina, toa tsy milamina ny tanana.
|
negative
|
Hazakazaka enina amin’ny fito ihany no nandraisany anjara.
|
negative
|
Tsiahivina fa ekipa efa fantatry ny Barea tsara i Niger, satria efa nifanandrina tamin’ny Barea “A”, tamin’ny fifanintsanana ho an’ny “Can 2021”.
|
positive
|
Nefa izany tsy midika hoe tsy harenina ny lesoka.
|
positive
|
Mitohy ny fanadihadiana lalina atao an’ity jeneraly polisy ity.
|
positive
|
Hamboarina daholo ny fotodrafitrasa ravan’ny rivodoza farany teo, hoy ny filoha.
|
positive
|
Lavo tanteraka ny Mambas.
|
negative
|
Raha oharina tany amin’ny 15 taona lasa, tsara fiarovana kokoa ny fadintseranana malagasy, ary mivoatra”, hoy ny PDG, Rtoa Lisiniaina Razafindrakoto.
|
positive
|
Nanampy ara-tsakafo ho an’ireo traboina tao amin’ny faritr’i Boeny sy Sava ny solontenam-panjakana rehetra.
|
negative
|
Misy ny fikorontanana noho ny rivotra mafy mahatratra 55km/ ora, arahina tafiotra 65 km/ora.
|
negative
|
Manginy fotsiny ny fahavoazan’ny lalana sy fihotsahan’ny tany, miteraka fanelingelenan’ny fifamoivoizana.
|
negative
|
Masomboly 20 kg ho an’ny tany 1ha ka rehefa misintona ny rano dia afaka manarina ny fambolena izy ireo.
|
positive
|
Nisitraka ny fanampiana ny avy aminy ireo mpivarotra amoron-dalana.
|
positive
|
Etsy an-kilany, lavon’i Niger, tamin’ny isa 2 no ho 0 kosa i Ghana.
|
positive
|
Ankoatra izay, nitrangana lozam-pifamoivoizana teny Anosibe, omaly tolakandro.
|
negative
|
Taorin’ny hatairana saika niteraka rarin-tsaina ho an’ilay renin’ny tovovavy kely niasa ka namoy ny ainy teto an-dRenivohitra ny 02 janoary teo.
|
negative
|
Nanampy ireo voafonja voatazona ao Betroka ny fikambanana Association Zanak’i Gasikara (AZIG).
|
positive
|
Voalohany, ny fanaovan’olona iray eo anivon’ny fitsarana ambony fanelanelanana raha misy olona tratran’ny zandary na polisy amina raharaha ady heloka bevava.
|
negative
|
Ny “Saribakoly vorodamba” an’i Richianny Ratovo.
|
positive
|
Zava-dehibe ny fanabeazana ny olona ho tomponandraikitra, tsy hoe mora mandray na andairan-javatra fa mamakafaka lalina: hoentina aiza ny tena?
|
positive
|
Tamin’io fotoana io indrindra, nikasa hananika ny fefy misy ny fitoeran’ny fitaovam-piadiana ilay jiolahy.
|
negative
|
Betsaka ny fongana fananana sy very herim-po tanatin’ny minitra vitsy monja.
|
negative
|
“Ho an’ny Otrikafo, azo adika izay hoe: efa nahita olona azony antoka ny firenena frantsay hiaro ny tombontsoany eto Madagasikara”, hoy ihany izy.
|
negative
|
Tafiditra ao i Maroantsetra, Ratambe ary Mananara Avaratra.
|
negative
|
Notondroiny manokana ny minisitry ny Mponina amin’ny tsy fandehanan’ny sosialim-bahoaka.
|
negative
|
End of preview. Expand
in Data Studio
vaovao_malagasy_sentiment_corpus
Dataset Card for Vaovao Malagasy Sentiment Corpus (VMSC)
Dataset Summary
The Vaovao Malagasy Sentiment Corpus (VMSC) is the first publicly available, manually annotated sentiment dataset for the Malagasy language. It contains 5,041 sentences from news articles published between 2022 and 2023, each labeled with binary sentiment (positive or negative).
This dataset was created by native speakers using a high-quality annotation protocol, achieving Cohen’s Kappa = 0.96. VMSC enables research in sentiment analysis and other downstream NLP tasks for Malagasy, a low-resource language spoken by over 25 million people.
Supported Tasks
- Sentiment Analysis (binary classification)
- Text Classification
- Sentence-level Language Modeling
- Benchmarking for Low-resource NLP
Languages
- Language: Malagasy (
mg) - Variant: Standard Malagasy
How to Use
from datasets import load_dataset
dataset = load_dataset('Lo-Renz-O/vaovao_malagasy_sentiment_corpus')
print(dataset['train'][0])
- Downloads last month
- 11