text stringlengths 10 11k |
|---|
Na memy izay nolalovana mahatonga fadiranovana, na inona fahantrana, na inona fahabangana, ny voady, ry vady mombako 40 ny mivadika tsy mba fombako! |
Germain. C. , evolution de l’enseignement des langues, 5000 ansd’histoire, paris, hmh, 1993, 351p. Guilbert. J. , guide pour les personnels de santé, oms, 1990, 350p. Hameline, d. , les objectifs pédagogiques, paris, esf, 1992, 223p. Laforge, l. , la séléctiion en didactique analytique, presse universitaire de laval, 1... |
Ny fikambanana rehetra ao amin’ny fiangonana dia tsy anavahana na lehilahy na vehivavy fa miankina amin’ny safidin’ny tsirairay ny fidirana aminy. Na izany aza anefa, araka ny hita eo amin’ny tsanganana, dia misy fikambanana tsy misy lehilahy na dia iray aza. |
Ny tily maharitra, tsy azo kivina, tsy mety mikoan’ny fahalemena ; rehefa milofo dia tena kirina 40 mba hahatontosa ny zava-kendrena. |
Dingana iray lalovan’ny zazalahikeky izy io mba hiampitany amin’ny fanjakan- behivavy mankany amin’ny fanjakan-dehilahy. Amin’ny ankapobeny dia mbola manaraka ny nentin-drazana daholo ny fanatanterahana izany. Ny vanim-potoanan’ny ririnina no hanaovana ny famorana ary hanasana fianakaviana vitsivitsy. Maro ireo tandind... |
Ny feo migoboka dz sy b no mifamaly amin’ny feon-teny tsy migoboka t sy p ny renifeo t indonezianina dia mifamaly amin’ny renifeo k, tr, n malagasy. Miasa ireo fifamaliana ireo eo am-paran-teny, izay azo aseho amin’ny alalan’ny raiki-pohy t k tr n ohatra eo amin’ny fifamalian’ ny t k 2 t k- kempot kepoka, pepet fefika,... |
Enquête sur terrain |
Atsinanana 11782 24060 43 12767 4310 betsiboka 1007 4331 |
Tompona andraikitra voalohany amin’ny fampianarana ny mpampianatra. Tsara araka izany ny hamahavahana azy. |
Ny mpianatra |
Ny maha mpanoratra 1915 raha vao 14 taona monja, nanomboka nanoratra tao amin’ny revio. Verbal no solona anarana nentiny. Ireto avy ny asa soratra navoakany boky nosoratany 1927 namoahany ny boky voalohany amin’ny teny frantsay nitondra ny lohateny hoe la coupe des cendres -sylves 1927 volumes 1928 enfants d’orphée 193... |
Ramby rambiramby |
Inona no nahatonga izany? |
Hosorana amin’ny lohan’ny filohana omby 52, |
Ka toera-mampimalo tanim-pahavalo fonenana mandalo, no sisa mba takalo |
Sokajin’olona tena mpiditra ao -mpianatra hiatrika fanadinana -mpampianatra -mpiomana ho mpampianatra crinfp -zaza -ankizy -tanora -tantsaha -mpianatra manao fikarohana -mpampianatra ny karazam-boky tena be mpikirakira -boky siantifika -laza adina miaraka amin’ny valiny -tantara foronina amin’ny teny vahiny -albums -co... |
Définition de la culture in dictionnaire de la langue française, paris la rousse 2019 p enrichissement de l’esprit enrichi par des connnaissances variées et entendus ensemble complexe des représentations, des jugements, idéologies, des sentiments et des uvres de l’esprit qui se transmettent à l’intérieure d’une communa... |
Ny mpanota hilazako ny mpamonjy tanako hilazako fa ny rany no nataony avotra |
Tsindry mandry fampidiran’andriamanitra na ny razana hevitra avy aminy ao an- tsain’ny olona vonona handray azy. |
Efiandrambonivory |
Maro ireo harena voajanahary samihafa tsy hita raha tsy eto madagasikara biby, zava- maniry, sns tsy izany ihany anefa fa manana ny lanjany koa ny toerana ara-jeografika misy azy eo anivon’ny kaontinanta afrikana. Nosy mitokana izy ary lehibe ny velaran-taniny. Asongadin’ny mpanoratra izany hakanton’i madagasikara izan... |
Ny anjara toeran’ny fanabeazana eto madagasikara |
Fehiny, tsy marin-toerana ny lafiny pôlitika teto madagasikara nandritra ny taona 1991-2002 99, hoy diamodra. Maro ny fifanolanana nisy nateraky ny fitiavan-tseza sy ny fanahalalahana ary ny fitiavan-tena. Vokatr’ireo dia miaina ao anatin’ny korotan- dava sy ny tsy fandriam-pahalemana ny vahoaka. Misy fiantraikany bets... |
Nanamafy ny tolona nataon’ireo mainty hoditra tao afrika atsimo ny fandrarana ny fanambadian’i hedrick gunther sy landy. Niara-nitolona tamin’ireo mainty hoditra i hedrick gunther. Tsy nanaiky intsony ny fanavakavahana nampiharina taminy ireo mainty hoditra. Vokatr’izany dia nisy ny fifandatsahan-drà teo amin’ireo samy... |
Fa ianao mijoro tsy miamboho adidy, sahy mandray andraikitra na mamy na mangidy |
Ilay fanantenako bakora |
Fari- panononana |
Wallek et a. Warren, op cit tak 306 le nom propre des personnages est le premier stade de leur individualisation |
Mba handrombona mihitsy! Tsiry halazo marefon’ny fiainana 106. Manabe ny mpamaky eto ny mpanoratra fa tokony hiezaka ny tanora mba tsy ho toa an’i tsiry. I bako koa, teo amin’ny ezaka maro nataony, ny fikatsahany vahaolana tamin’izay rehetra nianjady taminy, dia nihevi-tena ho nanan-tsaina nahafehy ny fiainany; kanjo n... |
Fa aina vaovao midika valim-bavaka deraiko tsy mitsahatra ny eny nao mandravaka ny foko tia dia tia |
Miorina ao anatin’ny boriborintany voalohany, faritra analamanga, antananarivo renivohitra ny fokontany faravohitra ambony. Iray ao anatin’ny fokontany 44 izay miorina ao anatin’ny boriborintany voalohany ary anisan’ny faritra be mponina ny boriborintany amin’ny maha andrenivohitra ny toerana, sady ifamezivezen’ny soka... |
Ny zava-nitranga |
Fafana8 ny rafitra andinin-tonokalon’i irako ammi |
Ny filôzôfian’ny cecam |
Koa mipetraka ho olana eo amin’ny mpampianatra eto amintsika matetika izany fandraisana ny mpianatra tsirairay izany fa atao amin’ny ankapobeny foana, tsy ho vitany mihitsy mantsy izay takina aminy noho ny mpianatra maro be ary na te hanampy manokana izay hitany ho tena mila vonjy aza izy, dia tsy hanaiky ny sasany na ... |
Hazakazaka manentana ny olona hibanjina ny ho aviny |
Ny zoky manam-pahendrena |
Tsy mba tsora-kazo fa tsora-pitia, izany hoe, teny malemy sy kapoka kely atao am-pitiavana |
Niezaka nanentana ny vahoaka mba hampandroso an’i madagasikara ireo avara- pianarana. Nasehon’ireo mpanoratra fa efa nisy ny dingana vita niarahana tamin’ny frantsay, ary azon’ny malagasy tohizana tsara izany; ananany ny fahefana hanohy izany. Notaomina hiray hina sy hiara-hiasa ny malagasy rehetra, indrindra fa ireo a... |
Fa afaka roa andro teo ho eo angaha, tsy hita ilay domoina domoina sahisahy! Ary io andro io koa no tonga teto an-tany ilay zanako malala solonomenjanahary. |
Hita mivaingana koa fa tratra amin’ny ankapobeny ny tanjona voalohan’ny fanamby sy ny mponina eo amin’ny lafiny fizahan-tany. Araka ny mampitombo ny isan’ny vahiny mitsidika no mampiakatra ny fidiram-bolan’ny tsirairay. Araka ny fanadihadiana natao àry dia toy izao manaraka izao ny isan’ireo mpizaha tany tao anatin’ny ... |
Ary dia nentiny e ’zao i zezo mba halevina amin’ny fasana amin’ny fasana e vaovao ô o amin’ny fasana vaovao ô |
Tononkira dia tononkira fahefatra toko 5 2 ka hatramin’ny 6 12 |
Handrodana ihany koa ireo andry maro samihafa kasaina hanatanterana na hitarihana ny malagasy ho amin’izany. Ireo hevitra rehetra ireo no tsy maintsy andehanan’ny sain’ny mpamaky eo am- panarahana ny fizotry ny tantara ka zary mandray anjara mivantana amin’ny fahariana ny lahatsoratra izy ireo ka ahafaha-milaza fa mami... |
Nihevitra izahay fa azo idifiana ny lahatrao ry tompo namparinay ny hery sy saina anananay mba sitrany ahay na dia minitra iray ahazoanay mitana ’lay reny nihantana nanolokolo fatratra hananam-piainan-tsambatra kanefa dia hery very maina sy hevi-diso ihany fa hay va re ’ty aina ’zay misy niandohany tsy azonay sakanana ... |
Ny atao hoe vady dia ilay olo-miady, migoka ny mangidy manefa koa adidy ny atao hoe vady dia ny olo-mitady ’zay rehetra mahasoa sy vonona hankatoa155, |
Fanamarihana ankapobeny |
Tompon’andraikitra voalohany amin’ny fitantanana io tetikasa io ny minisiteran’ny fahasalamana; mba ho fanomezana vahana ny fandrindram- piterahana dia novana ho minisiteran’ny fahasalamana sy ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana ny anaran’io minisitera io. Toy izao ny rafitra sy ny ambaratogam-pitantanana ny tetika... |
Fametrahana ny fiaraha-miasa |
Fafana 13 ny fivoaran’ny isan’ny tantsaha mpikambana tao amin’ny fikambanana fanantenana taona isan’ny mpikambana 2002 23 2003 54 2004 68 2005 108 2006 128 2007 124 2008 119 |
Mitolona aho satria takiko ny ho tabia ny hajaka lalandava hipoiran’ny mazava ho an’ny fireneko no zavatra kendreko. |
Ry mamin’ny foko, mpandresy toloko, na inon-kihatra na inon-kidona, ny fitiavako anao tsy mba hirona. |
Fanolorana ny tarika hilalao ny tantara |
Tamy nisehoan’io vôlohany moa dje zazazaza aby no avy tan-dra o areo nody talohaka. I o moa raha fantatry ny zaza? Nozahany arika akô 120 manifatra kibo troka k’amberiny te hihi ana. Nozakainy ka tsy nihi ana ’ zay vô nangaika olom-be. Zay aby hoy nareo ny amin’azy io. |
Raha avy eo toamasina miala avy eo toamasina, mihazo ny lalam-pirenena fahadimy rn 5 mianavaratra manaraka ny morontsiraka atsinanana, mandalo an’i fenerive- est, ka mipaka ao soanierana -ivongo dia misy160km; làlana vita tara azo aleha fiarakodia mandavan-taona. |
Fahaizana manohana sy manaporofo hevitra |
C’est une chose extraordinairement difficile, même pour les plus habiles théologiens, d’exalter en même temps devant le peuple la puissance des indulgences et la nécessité de la contrition. |
Andriamalala dia niezaka nanaja ny fahadiovan’ny teny malagasy ary niezaka izy nandika amin’ny teny malagasy ireo teny vahiny tsy maintsy nampiasaina na farafaharatsiny izany nogasiana fotsiny izao.38 ohatra, ny hita ao amin’ny takila faha- 178 eo anelanelan’ny tantanana sy ny riandriana aho, ka aiza no tany halehako? ... |
Ambohimasina 29 2 0 32 3 0 |
Hoy ranaivosoa a. D ny teny savily dia teny kely na andian-teny miray toerana na misara-droa mampifandray ara-drafitra sy ara-kevitra fehezan- kevitra roa na mihoatra. Mizara roa sokajy izy ireo teny savily fampitohizan-kevitra sy teny savily fampiankinan-kevitra 110 amin’ny teny savily tsirairay, dia misy lafin-javatr... |
Aza manao vava mila ao anaty ala fa sao dia mifanena amin’ny ratin’akondro. |
Singa mandrafitra ny fifandraisana |
Rajemisa r raolison r. , op. Cit. Tak. 1006. |
Tsy vitsy tokoa ny tanora no manana fiheverana tahaka an’i adama sy i eva toy izany. Heveriny fa mangeja azy ny lalàna sy fitsipika napetrak’andriamanitra hitondrana ny fiainany. Maro koa ireo tanora no tsy mahatohitra fakam-panahy na ny mena miraviravy hoy ny fitenenana, toy izany; anisan’ireny ny tanora malagasy izay... |
Maro ny hetsika natao, araka ny efa voalaza tao amin’ny zava-misy niainan’ny firenena tamin’ity zana-banim-potoana ity, saingy ny vokatr’izany teo amin’ny olona |
Famintinana |
Fafana vii ireo mpanampy nampiasan-dratrema william anehoany ny zava-misy. |
Dahl, otto christian 1951 malgache et maanjan. Une comparaison linguistique, egede instituttet, oslo |
Manakalahy |
Mpanolo-tsaina n 19. 1908 ny basivava n 81-82. 27 marsa sy 3 avrily 1908 ny fandrosoam-baovao 9 marsa 1932 ny lakolosy volamena lah.104. 22 mars 1912. Lah.129. 13 sept. 1912 ny ranovelona n 7, octobre 1925 n 9. Décembre 1925 ny sakaizan’ny tanora novembre 1931. Lah.127. Martsa 1996. Ny vaovaontsika lah. 0665. Zoma 21 j... |
Vola etsy aloha horohako ny zanako e! Afaka bacc soamantsara e! |
Manao fanamarinam- pahatongavana |
Seha-piainana lafy tsara lafy ratsy sôsialy -ny finoana ny razana dia mahatonga ny olona hitandrina amin’izay ataony eo anatrehan’ny namany, satria matahotra ny tsinin- drazana. |
Anisan’ny tanjona lehibe eo amin’ny sehatry ny fampianarana ny fampirisihina ny mpianatra mba hahay hamorona na hanana fahaiza-manao tsy i j. Tardif ihany moa no manambara izany fa ny mpandinika hafa ihany koa tanjona ny mba hahatafitan’ny hafatra ; koa ny fahaizana mampihatra sy mamorona no venty lehibe indrindra ahat... |
Tendrombohitra tsy mihoatra an’ ankaratra, lohasaha tsy mihoatra an’ ilempona, avo tsy mihoatra an’ andriamanitra ka tolorana azy ny dera, ny laza ary ny saotra satria izao fikarohana izao no vita dia noho ny fitahiany sy ny fanambinany ka nanomezany hery sy tanjaka ary fahasalamana nentina nanatanteraka azy. Ny tao tr... |
Ny isan’ny mpanjaka nifandimby tao hatramin’izay ka hatramin’izao. |
Vao raisiko ny peniko dia indro fa teniko no avy hamborahako ny vetson’ny fanahiko. |
Malagasy, avy eo an- tanàna. Malagasy, ny alliance française , ny fikambanana fanairana. |
Nenibe manapaka ny tenin’i zefa aoka, aoka mipetraha ambony seza mihitsy aloha, dia aza miteny mafy samy mipetraka izy mianaka dia tohizo ny tenin i zefa. Izaho sy le iza no hitan i zefa |
Toy izao ny zavatra tsikaritra avy amin’io fafana io tsapa ho mihena isan- taona ny kilasy famaranana, fa ny kilasy faharoa sy ny voalohany kosa no nahitana fitomboana tamin’ity taom-pianarana vaovao 2015 2016 ity. Somary nitombo ny isan’ny mpianatra rehetra tamin’ity taona vaovao ity amin’ny ankapobeny raha tsy nitsah... |
Manatontosa manoromanda herimampionona ezechi l |
Mpianatra mahafehy ny tanjon’ny fanadihadiana mahay mifantina ny lalan-tsaina hitondrana ny fanadihadiana, |
Ii. Ny fiompiana fombam-pihariana nahazatra ny mponina hatramin’izay ny fiompiana. Zary lasa fahazarana hoan’ny tantsaha any an-toerana ny mampitombo ny isan’ny biby ompiana. Tsy voaara-maso eto ny fepetra sy ny fombafomba atao mba |
No voavolavola ho zanaka nirina, lalaina sady tiana. 45 io zaza nirina aoka izany io mantsy no hampiombona azy mivady bebe kokoa, ary hampifamatotra azy roa sy ny fianakaviana manontolo. Eo am-piandrasana ny fahatongavany, dia efa tsindrian-daona be ihany ny rehetra. Hita izany tamin’ny fiandrasan-dry niry-solosoa ny z... |
Ey tr-my sy ny hp rer.1-be fl. Z0n ireo d- jij. Ohe. N, ’ ny hrrr.111rrivma i ty ti in- o. Rn fohy, i ’ y kl! L1r1bc’ l. Nar bnrotra tsy tsy h 1 c zo knsikrsi dir.1. Izay , nisehc tany el. Nts1 kosa no ho l ’ zai- i ru , s, urr-pironen trunin1ny 1889 di tapa tao f’al’qt 1lrny es aiin’ny fanirian1-pirencn; y, m hi- ny l... |
Na dia nisy aza anefa ireo olana ireo, noho ny fitavana izao asa izao, sy ny fanampian’ireo sokajin’olona samihafa dia nivaha ny olana natrehana. Noho ny fahateren’ny fotoana dia noferana ihany koa ny asa hatao. |
Eliza freda, vetsovetso takariva and.1, in vondrona ambara1, tak. 105 |
Fanasina 2. Fandrosoam baovao 3. Takariva 4. Takariva ankehitriny 5. Teny soa hanalan’andro 6. Vaovao frantsay-malagasy |
En somme, l’impact du processus de réinsertion en milieu rural initié par l’asa a beaucoup changé la condition de vie des familles en difficulté encadrées par l’asa sur divers domaines. La réparation psychologique de ces familles défavorisées est souvent mal considérée alors qu’elle constitue la base de la politique de... |
Ny tombana famaranana |
Comme procédures la démocratie directe ou semi-directe dotées d’un pouvoir décisionnel et pas seulement consultatif. 35 d’après le colonel ratsimadrava il y a souvent mauvaise interprétation des termes directives venant d’en haut et avis exprimé par la base. Selon l’ancien mode de gouvernance, il n’existait que les dir... |
Asakasany re sombinaina! Tera-bary sy rakitra anaty! Ny ahy kosa tsy azoko afenina hiloloha anareo mandra-maty! Raha lamba ianareo na tavilotra ho nanefy avoko ’zay ta hanana tsy mba vitako izany ka aoka iankohofako ’zay eto an-tànana! |
Rmp tak 14. |
Ny fomba fandinika ampiasaina |
Boiffin j. |
Toy ny valala voatango ka very fanahy mbola velona ny fianakaviana sy ny mpiara- monina, satria maty ilay toka-mahenina, lasa any amin’ny varo tsy mifody ratompokolahy, ka mitanondrika ny fianakaviana. |
Nahitana toetra amam-pihetsika manohitra ny soatoavina malagasy, na teo amin’ireo avara-pianarana, na teo amin’oreo mpitondra. Ny fihetsik’ireo avara-pianarana |
Ny ohatra 168 , 169 , 170 , 171 , indray ndeha ho jerena ny lanjan’ny hafatra ao aminy. Na dia eo amin’ny endrika ivelany fotsiny aza no jerena amin’ireto ohatra ireto dia efa hita taratra avy hatrany ny fanehoana faniriana mivantana fa tsy amin’ny fomba ankolaka toy ny fahita amin’ireo sasany teo aloha. Ny hevitra fah... |
Izany hoe hita taratra eo amin’ny maso avokoa izay zavatra rehetra kobonin’ny fo ny hevitra rehetra saintsainin’ny fo dia taratra ao amin’ny maso manamafy izany ny tononkalon’i malalatiana hoe tsy miafina 20 taratro amin’ny masonao ny lokon’ny fisiana , ireo tandran-drahona haingon-tsalovan-danitra , ilay fanjam-bony m... |
Andry -andry izany re ry |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.