text stringlengths 10 11k |
|---|
Koto koa tsy ianareo ihany ve izany no hanarinareo sa hanao mpitari-vato 420- vilam-bava |
Tsy vitsy ireo sarin-teny miorina amin’ny tamberina no nandokoan’i eliza freda sy i samuel ratany ny fihetsiny manoloana ny fiainana sy ny fahafatesana. Anisan’ireny ny anadiplose , izay nandokoany ny fanekeny ny anjara sy ny lahatra. Mirakitra izany ity andininy iray ity raha sendra ka tojo kapoaka mangidy ka reraka a... |
Veloma re ry beby antsoin’ireto sisa sambatra ianareo tsy latsa-dranomaso ts’isy fery akory, dia any am-paradisa lavitra ny ankaso |
Le patrimoine procède d’une appropriation du monde par les gens, une appropriation de ce qui les entoure, de ce à quoi ils tiennent et qu’ils ont envie de préserver, éventuellement de transmettre. , rautenberg m. , université de lyon, novambra 2010. 56 le patrimoine, continuité ou rupture dans l’usage et les représenta... |
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 96 pour mettre en évidence la spécificité de cette classe d’adjectifs, on peut invoquer certains critères tels que leur caractère graduable 210 kerbrat-orecchioni, op. Cit. , tak. 96 cette classe comprend tous les adjectifs qui, sans énoncer de jugement de valeur, ni d’engagement affectif... |
Andro fahadimy |
Misolo vava azy ireo hampita haika sy toreo hipaka eny am-bava ady hanitra sy hiangavy ireo izay tsy marenina sy tsy minia fanina mbola vonona hampiarina hitondra indray an-tananany marainan’izy ireo |
Fototra antirôpôlôjika ny ethnologue desmond morris dia naneho amin’ny ambangovangony ny biolojian’ny kanto. Voalazany fa azo atao ny fandinihana ara-biolojia, ny fampitahana ara- etnolojia, ary ny fandinihana ara-piaraha-monina ny tantaran’ny fitsikilovana. Azo atao koa ny manadihady ny manodidina azy; azo ambara ihan... |
Le sans-abrisme très loin de la vision du sans-abri comme acteur social, un ouvrage paru en 20011 a fait grand bruit, notamment auprès des acteurs sociaux de la prise en charge. Se plaçant dans une toute autre perspective de celle de j. Damon, le psychanalyste et ethnologue patrick declerck2 propose le fruit de quinze ... |
Sn 0 27 manisatra |
Nentin’i di naneho ny toe-javatra mifameno eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny rima feno eto. Ny fisavorovoroan’ny tsara sy ny ratsy izany. |
Yves lenoir, les enseignants du primaire entre disciplinarité et interdisciplinarité, les presses de l’université laval, 2004, pp. 5-10. 2 sophie babault, le paysage sociolinguistique actuel de madagascar in langues, ecoles et société à madagascar normes scolaires, pratiques langagières, enjeux sociaux, l’harmattan, pa... |
Mpandefa hafatra mpandray hafatra |
Rainibozaka ah! Aiza ary nenitoa? T tena marary aho! Tena hafahafa aho izany |
Fototeny verindroa tovona man- verindroa vv ny manara-dalàna fafa fafafafa mamafa mamafamafa mamafafafa fafy fafifafy mamàfy mamafimafy mamafifafy haka hakahaka mangaka mangakangaka mangagaka haro haroharo mangaro mangarongaro mangaroharo solo solosolo manolo manolonolo manolosolo loko lokoloko mandoko mandokondoko man... |
Dia nisinda ny ahiahy, hay ianao ka tia ahy! Izay aho vao tena tia tiako ianao, doria doria! 137 |
Eny , tiako ho tehirizina ho anao izato takarova tony, misy lyra vao, sondria-mitera-tsetroka eny ho eny variana mitsinjo vetso mirenireny . |
Ao koa ny mandrehitra labozia eo andohan’ny maty |
Voajanahary eo amin’ny olombelona ny fahafatesana, ary lalàna tsy maintsy mihatra amin’ny manana aina rehetra izany. Tanteraka tamin’i nampoina ny fandaharana sy fanendren’ andriamanitra ny 23 jona 2010 rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany izy. 20 taona kosa no nilanjany ny aretina. Trotraka ny nofony ary tsy nahatohi... |
Tsapany koa anefa fa raha ny mahasoa no jerena dia tsy misy hafa tsy ny fanadinoana. Ny fahalalany izany indrindra no nanambarany ato amin’ ity tononkalo ity manao hoe fa tsy maintsy atao tokoa f’izay no mety mahasoa sy ny hoe hanadino anao aho izay no mety sy sahaza . |
Izao tarehimarika izao dia manambara fa tsy marisika amin’ny fandraisana andraikitra ny mpianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina. Mety noho ny tsy fahazarany hatrany amin’ny sekoly niaviany no anton’izany. Sehatra manefy ny mpianatra hahay hitsinjo lavitra anefa ny famolavolana azy hahay handray andraikitra sy hiray v... |
Misy fampiofanana manokana ve ataonao amin’ny fanabeazana ny zaza? V fitarihana amin’ny maha vehivavy tompon’andraikitra f inona ny tanjona tratrarina amin’ny fanarenana toy izao? |
Siméon rajaona, 1972, tak. 640 pour définir les substantifs, on peut caractériser cette classe distributionnelle par les 3 traits liés suivants aptitude à la fonction prédicative, inaptitude sans l’aide d’un monème définissant à la fonction de sujet postposé d’un prédicat non défini et aptitude à la fonction d’agi-expa... |
Ankehitriny tokoa mantsy dia mihalefy ao amin’ny fiarahamonina ny fitiavana ny fihavanana fa ny vola no miha-mahazo laka. Na ny ohapitenenana aza moa dia niova toy izao ny vola no maha-rangahy toa hindrahindraina sy omena toerana ambony ny vola. Lasa ambanin-javatra ilay fihavanana. Ahatsapana izany indrindra ny amin’n... |
Boky i , tak 84 |
Ny maha mpanoratra azy ary ny momba ny tantara foronina. Ny ao amin’ny fizarana faharoa dia fanadihadiana ny boky tantara foronina fa velona indray, izany hoe ny momba ny boky sy ireo singa rehetra mandrafitra ny tantara foronina izay hokirakiraina. Ny fizarana fahatelo kosa dia hiresahana ny fanabeazana hita taratra a... |
Tontolo isainana, sandratra, amboaran-tononkalo faharoa, 1991, 130 p, p48 |
Aro aza hanihaniana intsony izy ry angola fa hotanterahiny eo tokoa ange 335- izany e, ary, hono, ho aho rahoviana moa ity andro neritreretinareo hanaovana ny raharaha? Ary iza no hiantoka ny lany? |
Maureuil a , guide pédagogique. Brodary taupin, paris, 1971, 230tak. |
Mifaly aho ato anatiko tsapa eto fa iray fifaliana izy roa. Ny fahorianao nanjary toa tsy tantiko ny tebitebinao nanindrona ny aiko izay tsy tianao nanjary tsy nilaiko amin’ io indray no hanehoany ny maha-iray alahelo sy fahoriana ny mpifankatia. Miseho amin’ny fiombonana tanteraka ihany koa ny maha-iray ny roa hoy ind... |
Ny firafitry ny tantara foronina amin’ny ankapobeny lafin-javatra telo no mamaritra ny tantara foronina amin’ny ankapobeny dia ny toe- javatra iandohana, ny toe-javatra manova ary ny toe-javatra iafarana. Indro hodinihina mifanesy ireo. |
Tsy adino ianareo mpiara-mianatra izay nifanohantohan-tsy ho lavo. Hisondrotra amin’ny ambony indrindra anie ianareo. |
Ny andronay dia voninkazo mivelatr’eny raha maraina rehefa hariva kosa indray dia malazo ka jinjaina. |
Famantarana ny karapanondron’ny lahatsoratra |
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 94 il n’y a non plus d’erreur ou de vérité dans l’affirmation que les objets sont proches ou qu’ils sont lointains |
Ny fampiasana voambolana iontanana raikitra rehefa hisaotra an-dratovo noho ny fombany azy teo anatrehan-dravalo rasela, dia toy izao ny fiandohan’ny teniny ratovo sakaiza malala tak. 50 ao amin’io fehezanteny io dia ny anarana sakaiza no faritan’ny mpamari-toetra malala. Ny fampiasan-drasela an’io mpilaza toetra io di... |
Alakarabo adizaoza |
Tovo azafady aky cherie fa manome asa anao amin’ity andro alina a! |
Date livraison |
Ny havoitra amin’ny toko ii dia ny fanambaniana ny hafa amin’ny alalan’ny fanambaniana ny maha izy azy sy ny ataony. Hita, mateti-pitranga ny fanovana endri-javatra sy ny hyperbole amin’izany, vitsy an’isa kosa ny sarin-teny hafa. Ny ifantohan’ny hafatra eto dia ny mpifanandrina sy ny hafatra ihany koa. |
Hovelabelarina manaraka ato amin’ity zana-pizarana ity àry ny amin’ireo endrika samihafa anehoan’ny olona ny fitiavany an’andriamanitra izay ahitana ireto hasin- kevitra manaraka ireto finoana ny fahefany sy fizarana izany amin’ny hafa fitadiavana ireo tetika sy paika hanentanana ny hafa hanam-pinoana fanoherana ireo t... |
Directeur de mémoire m seth andriamanatsilavo maitre de conférences |
Lah 76 fitsarana farany 5- v. A lah 15 ry tanindrazako 27- v. A lah 77 efa ela 6- v. A lah 19 ny any aminay |
Le petit larousse illustré, dictionnaire encyclopédique, paris 1996, 1784 tak. |
Tribunaux. Conscient s, ws joule |
Holoka holokoloka mangolokoloka |
Ny volana novambra 1945 dia nisy didim-pitondrana nivoaka nanafoana ny sivana. Nalalaka indray ny fanaovan-gazety. Samy nanana ny fironany nanomboka teo ireo gazety samihafa noho ny fiforonan’ireo antoko samihafa. Andaniny ireo gazety navoakan’ny fanjakana kolonialy frantsay, ankilany ireo gazety momba ireo antoko poli... |
Tezao ny fifankatiavany ho antoky ny fijoroany. 10 fa ny tànanao mpitantana hatramin’ny farany, inoany! Enga anie ny fanorenana najoro androany ho mafy fototra! |
Betsaka ny karazana vanim- 1 |
Toy ny amin ’ny mpisolo tena mitana anjara asa lazaina dia misy ny manavaka anay sy ny tsy manavaka antsika koa ny mitana anjara asa fameno laharana voalohany amin’ny maro. |
Manondro zavatra iray ihany ny etnôlôjia sy ny antrôpôlôjia. Ny faritra misy ny mpikaroka no mahasamy hafa ny fanononana azy. Ho an’ny antrôpôlôgy miteny frantsay dia etnôlôjia no ampiasainy. Ho an’ny antrôpôlôgy avy amin’ny tany mampiasa ny teny aglisy kosa dia antrôpôlôjia no ilazany azy. Ny antsika eto madagasikara ... |
Eto amin’ny fizarana fahatelo sady farany no ampisongadinana ny osika sy ny fiarahamonina ka havoitra amin’izany ny anjara asa sy ny akon’ny osika eo amin’ny fiarahamonina, ny fampitahana amin’ny faritra hafa, ny fivoarany ary ny tombana. 3.1. Ny anjara asa sy ny akon’ny osika eo amin’ny fiarahamonina |
Fafana lah |
Ny hevi-dehibe mikasika ny fahafahana ambaran’ny mpanoratra matetika ao amin’ireo piesiny, dia ireo endrika samihafa isehoan’ny tsy fananana fahafahana eo amin’ny sehatra maro. Azo itarafana izany ireto ampahana resaka notsongaina tamina tantara samy hafa ireto 1- resaka ifanaovan’i dadabe sy i raivo ao amin’ny raivo, ... |
Effectifs -12,0 5,0 7,0 |
Zany foko mitoloko feno loatra ka mandroatra; manin-dreny mba hiteny, manotany ’zay nombany |
Ny atao no miverina, andalana faha-12 fa ny tody no misy; ny atao no miverina toa mivaona mihitsy ilay fitenenana raha oharina amin’ny tena izy. Ny tokony ho izy dia hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ny vontoatin’ny tononkalo koa dia ny fampitandremana ny olona tsy hanao ratsy na hanisy ratsy olona, fa tsy ma... |
Tsy maintsy voky, tsy mahalala noana! Andn 1 186 |
Amboanana 84 13 0 86 19 0 |
Avy amin ny teny anglisy hoe my cottage no nahazoana an’io, efa nambara tany aloha; mbola dihizin’ny tarika mpanao vakodrazana tahaka an-dry voninavoko tarihin’i dadagaby na rakotomavo gabriel, taranaky ny mpandihin’andriana fahiny, io. |
Endrika asehon’ny mpiteny araka ny efa voalaza dia mizara ho roan y itenenan’ny mpiteny ao amin’ity lahateny ity. Andaniny, lahateny entina hanindrotsindronana ny hambom-pon’ny mainty hoditra rehetra izy ity ka endrika maneho fandrangitana ny itenenana no avoitan-drado. Mandrangitra satria abaribarin’ny mpiteny hiray t... |
Eh, ny fony be fitiavana, no kalesiny mitondra, itony vetso voatantavana, misy taratra diamondra. |
Momba ny fahafatesan’ny mpanoratra indray dia nahitam-bahaolana ihany koa, tamin’ny alalàn’ny fanatonana ireo vady aman-janany. |
Jo andrianasolo |
Kisary manambara ny firafitry ny flm synodaly |
Ny fijaliako no fandreseko fifaninanana nampanaovin ny gazety ny sakaizan’ny tanora ireo tantara roa ireo dia efa navoaka boky avokoa ary efa samy nahatratra ny edisiona fahadimy. Ankoatra ireo dia efa nivoaka ihany koa ny haingom-pirenena voninkazon-jaridaina 1939 ny fahantrako no fiadanako diamondra malagasy ondry bo... |
Jean narivony |
Amélioration non obtenue |
A, tak.149 and.2 |
Ruth amossy, l’argumentation dans le discours |
Ny fanangonana akora takina ny firotsahana an-tsehatra ataon’ny mpikaroka mba hahazoana ireo akora ilaina. Tsy ampy, araka izany, ny mahalala ireo hevitra teôrika fotsiny, fa tsy maintsy mandeha any an-toerana ny mpikaroka mamantatra ny tena zava-misy marina ao amin’ilay fiarahamonina ho an’ireo mpikaroka antrôpôlôjika... |
Fanehoana ny filaharan’ny fafana |
Nisy koa ny ora tsy nampahita tory nampivadibadik’ahy. |
Ny antony siantifika eo amin’ny lafiny taranja dia efa nanomboka tany amin’ny taona voalohany no nanarahana ny zana-taranja antrôpôlôjia ka hatramin’ny fiafaran’ny fotoam-piofanana. Efa nisy rahateo ny fanaovana firotsahana an-tsehatra madinika, mikasika izay fahaizana amam-pahalalana norantovina. Tiana araka izany ny ... |
Mampahafantatra ny zava-misy no ataon’ny mpanoratra. Mpitondra tenin’ny mpiara- belona aminy izy, ary mipetraka ho vavolombelon’ny tantara ny asa soratra apetrany. Hoy f. Rakotonaivo, ao amin’ity ampahan-dahateny ity ny asa soratra izay mivela mantsy dia vavolombelona sy dindon’ny sombin- tantaran’ny fiainan’ny olom-pi... |
Mpitarika razafimahefa, maître de conférences |
Fehin’ny fizarana faharoa ity fizarana faharoa ity no namahavahana ireo fombafomba rehetra atao rehefa misy maty. Nahitana zana-pizarana telo mazava tsara ihany koa izany, ka ny zana- pizarana voalohany no nasongadinana ireo fihetsika amam-pomba aseho sy tanterahin’ny mpiaramonina ireo. Mizara roa lehibe izany. Misy ir... |
Zato fihofahofany mampanonofy misy tsioka mampangitakitaka eo amin ny hodiny fony tsaika misy ny anarana voasokitra eo |
Lavo amin-jany tsy moramora. Atahôro ny nify miady aminazy. Tafirafitry amin’i lematy tsy mentsy bagna. Zany bagna tsy antitry. Bagna tanora mandany varin-jaza. Tabolabolam-bato tsy mitsikembo. Vato fisaka an-drano tsy milomagno. Vato magneto saha manjary riagna. Bidôbidô-bato miôrin-tsaha tsy ialan’amalogno. Nialako n... |
Ellenberger h, 1994, histoire de la découverte de l’inconscient. Paris, fayard , 10. Fainzang, s. , 2000, la maladie, un objet pour l’anthropologie. 11. Freud, s. , 1923, le moi et le ça. Traduction de l’allemand par le dr. S. Jankélévitch en 1923, édition complétée le 6 octobre 2002 à chicoutimi, québec. |
Ii-1-4 famaranana ny teny swahili no tena manasongadina ny mpisolo tena tampisaka na dia samy ananan’ny teny roa tonta aza izy ireo. Miovaova endrika araka ny tsinjara toerana izy ireo amin’ny teny swahili noho izy samy hita amin’ny toerana telo ao ny mitovona, ny miasa toy ny tsofoka ary ny mitovana, fa amin’ny toeran... |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire c. E. R. Langue et lettres malgaches |
Ny fandaminana ny fiainana andavanandro ny tontolo iainan’ny olona dia manampy azy amin’ny fiainana sy ny fahafantarana ny izao tontolo izaony, izany hoe ny tontolo manodidina azy no mandrindra ny fiainana andavanandrony ka manamora ny fiatrehany izany. Ho an’ny malagasy, ny tontolo manodidina azy no akany famantatra m... |
Claude levi-strauss, 1958, anthropologie structurale i, p. 306 2 mampivohitra ny fifamatoran’ny hasin-javatra maro ka avy amin’ny fifamatorana izany no mampisy lanja ny zavatra atao ary mampandeha ny lafim-piainana samihafa. |
Aorian’izay dia atolotry ny solontenan’ny mpanjaka ho an’izay rehetra manatrika eo ny kafe iray kafitera, dite iray kafitera, ary toaka telo litatra hiaraha-misotro ho mariky ny fiaraha-mifaly ka ny kafe sy dite no zaraina aloha izay vao ny toaka. Rehefa lany |
Ny teniko na vitsy tsy resaka ankizy tsapako mihitsy fa ianao no izy ! 57 toy izany sy toy izany ireo singa mety hamoha ny fitiavana. Fa rehefa vaky vony ny fitiavana, dia azo atao koa ny maneho izany amin’ny alalan’ny teny mivantana. |
Amin ny fototeny mitsatokany lalànan ny tsindry no mamaritra sy manavaka azy amin ny fototeny hafa. Ny vaniny farany no misy ny tsindry amin ny fototeny mitsatoka tsy mikisaka na mifindra toerana ny tsindry amin ny fototeny na tovonana izy na tovanana. Ankoatra ny fampiasana fanita-pototeny az- ; av- ; an- ; as- tsy ma... |
Lahatsoratra 1 lakroa tamin’ny 11.01.04 , lah. 3352, v. A t.284 |
Satria tsy dada hananatra na reny hanorotoro hanefy no filamatra taranaka voakolokolo |
Ce ratio indique le temps moyen qu’il faut attendre pour qu’une unité sortie du stock et vendue vienne régénérer la trésorerie. Il est égal à 3.1.3- ratio de rotation des fournisseurs |
Vakavaka teo razazavavy. Mba sahiran-kevitra koa amin’izay hataony toa tsy mandry ny saiko, rabe, hoy izy nony farany, fa hiara-handositra aminao koa aho. |
Goldenstein jp pour lire le roman. Ed j. Ducolot. Paris. 1983 gembloux mauriac f le romancier et ses personnages. Imprimerie 1970 jean grou-randenez. Ed buchet chastel paris |
Imongo vaovao , lah 2, p 5 41imongo vaovao , lah 2 p 5 42tovana laharana fahatelo |
Najoro araka ny volavolan-kevitra naorin’andriamatoa rajaobelina serge, filoha ambonin’ny fikambanana ankehitriny, ny ong fanamby. Najoro mba hikajy sy hampivoatra ny fiarovana ny ala sy ny harena an-dranomasina ny fikambanana. Ny fiarovana ny tontolo iainana no nanaovana ny asa fikarohana. Tsapa fa maro ireo ala efa m... |
Fikambanan’ny mpikabary eto madagasikara |
Mitovy ny zanapeo indonezianina sy ny zanapeo malagasy. Azo aseho amin’ny alalan’ny fafana tokana ny toetra mampiavaka azy ireo, saingy ny fomba anehoana azy ireo eo amin’ny fanoratana tsotra no misy fahasamihafany. Amin’ny ankapobeny, ny feon-teny i dia aseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra tsotra i raha miasa am-p... |
Betsileo avaratra betsileo atsimo mianatra mi’anatra mianatsa mi’a? Atsa hafatra ’hafatra hafatra ’hafatsa faritra ’faritra faritra ’fari tsa fototra ’fututra fototra ’fututsa taretra ta’retra taretra ta’retsa |
Georges raholison vaovao frantsay malagasy t 58 , lah 2890 , 11 07 52 |
Mpikambana aoa anatin’io fikambanana io ve ianao, |
Voajanahary ao amin’ny olombelona ny fampitahana ny zava-misy iainana sy ny zavatra manodidina azy, hany ka tsapany sy tsaroany avy hatrany ny fahalemena raha vao mahita ny fahambonian’ny hafa. Izany no ilazan’i harioley ao amin’ny sombin-tantara ny taombaovaon’i nenimialy hoe raha tsy ny mason’ny olombelona manko, dia... |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.