text
stringlengths
10
11k
Tsy vitsy ny mpanoratra no mihira ny hakanton’ny tanindrazana niaviany. I lolo rajohns, ohatra, ao amin’ilay tononkalo nofy sa , dia mampitaha an’i madagasikara amina tovovavy tsara tarehy sy miravaka. Toy izao ny ampahany amin’izany nisy zazavavy niakatra ny rian-dranomasina indiana, niakanjo akanjo fotsy lava sy nita...
Fehiny hita nandritra iny toko voalohany iny fa niangaly ny fomba fanehoany hevitra tokoa ny mpanoratra. Nataony hatrany izay hampangitakitaka ny mpihaino. Mivantambantana sy tsy tia miolakolaka ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara. Toy ny manatri- maso izay zava-miseho toy ny vaky fasana mihitsy ny mpihaino, hany k...
Enga anie hihaona, any indray andro mino izany isika raha tsy mbola maty. Izay rehetra vita, hoentina mitandro tara-pahatsiarovana mamiratra ao anaty !
Ny vohon-tany sy toe-tany
Filalaovana amin’ ny fototeny tokana, miova endrika, ary mety hiova hevitra na hanana hevitra mitovitovy. Ohatra naoriko, voaorina takila 02 toa tsy mba naoriko izy fa dia voaorina ho ahy.
Mino an’andriamanitra izany, satria, tofoky ny fihetsik’ireo olon-tiany izay milaza fa tia an’andriamanitra taminy izy. Araka ny tantara dia toa manankina ny fitiavany amin’ny zavatry ny nofo i lala, ka matetika miteraka olana aminy sy ny olon-tiany izany. Mahagaga anefa fa toa izany toetrany izany no mampiraikiraiky n...
Graphique 3
Ary ny fanahy anie hoy aho dia mbola ho tsaraina ary ny nofo dia mbola ho lo hikambana indray izy ireo , raha tonga ny fara-andro
Eny an-taninkatsakay ny eny an-tsahan’ny voasary 10- misy riaka mitratreva, mahavita sarisary etsy an-dohasaha moana ’ndreo kingatsa toa torovana manintsam-bony mampiravo , rony fo fadiranovana.
Tarafina amin’ny endri-pitondrana tamin’ny vanim-potoana nitondrany zoky ray aman-dreny -andriana -fanjanahan-tany; repoblika 1 ka hatramin’izao fanadihadiana lahatsoratra na lahabolana; fampitahana eo amin’ireo lafiny ireo loharano, endrika isehoany ;
Charges sociales patronales 56 135 289
Mitarika sy manatanteraka ny fitsirihana ifotony ny fototry ny olana miaraka amin’ny mpifanandrina sy ny raiamandreny vitsivitsy.
Tsy nivalampatra loatra tamin’ny toerana ny boky vakivakim-piainana. Hita anefa fa ny ankamaroan’ny toerana rehetra nalehan’i tsiry dia nahitany faisana avokoa. Anabeazan’ny mpanoratra ny mpamaky izany, fa na aiza na aiza no aleha, dia mety hahitana fahoriana avokoa. Hazavain’ny mpanoratra kokoa izany ao amin’ny boky o...
Mahatonga ny mpianatra hahay mifantina sy mandalina ny fahalalana atolotra ny ffh. Miandalana ny fampiharana ny ffh eo amin’ny sehatry ny fampianarana, izany hoe tsy atao tery vay manta fa ezahina hazava tsara amin’ny mpianatra ny lalana hizorany amin’ny fanatanterahana azy. Afototra amin’ny fandaharam- pianarana atolo...
Tofok’izy ireo, koa aleony mody fanina soa fa mbola misy sahy 30 toa anao ranadahy misolo vava azy ireo hampita hiaka sy toreo hipaka eny am-bava ady hanaitra sy hiangavy 35 ireo izay tsy marenina sy tsy minia fanina mbola vonona hampiarina hitondra indray an-tananany marainan’izy ireo 40 eny ranadahy heno ny antsonao ...
Tany amin’ny faritra antanalan’ikongo, hono, nisy ampanjaka iray nanana ny maha izy azy tokoa. Tao amin’ny tanàna antsoina hoe marofohy no nipetrahany. Nanana mpanompo iray izay tena natokisany izy dia tsy iza fa i kalo. Niteraka lahitokana ny ampanjaka ary io ihany no mba zanany. Indray andro nampanantsoina tamin’ny t...
Zanaka 2 ramaherilanja tao ny niaro tsy hahavery ny fahefana teo an-tanany ka nibodo fitondrana hifandovan’ny taranany !
Gérard manahoana i mialy?
Cer langue et lettres malgaches
Razafindratsimba miharisoa
Ii-1-2-2- ireo karazana fintana vintana no iantsoan’ny mponina any amin’ny faritr’i maroantsetra ny fintana. Ny mpanjono mampiasa ny vintana no atao hoe mpamintana. Mirefy 25 ka hatramin’ny 200 metatra ny halavany ary mahazaka hatramin’ny 100 kg ny tanjaky ny tadim-pintana ampiasain’ny mpanjono. Misy karazany telo ny v...
Ny fonony eo amin’ny lamosiny
Misy fijoroana vavolombelona ataon’ireto vehivavy telo tafita teo amin’ny fiainany noho ny fahavitana fianarana ireto ao anatin’io horonantsary zazavavy aho io ramatoa lolita, 34 taona mpitsara sy sahirana ara-pivelomana teo aloha, tsy mba nataony sakana tsy hahavitana fianarana ny fahakelezan’ny fotoana nahafahany nia...
Voalaza tao amin’ny toko voalohany fa ahitana serasera roa sosona ny tantara tsangana ny voalohany dia ny fifandraisana mpanoratra-mpijery na mpamaky ; ny faharoa dia ny fifandraisana eo amin’ny mpandray anjara eny ambony lampihazo. Velomina eny an- tsehatra tokoa ny tantara tsangana, izany hoe omen’ny mpisehatra aina ...
Tsy fahafahana fotsiny anefa no nantenain’ny vahoaka malagasy fa tena fahaleovantena mihitsy. Ny hiala tanteraka eo ambany ziogan’ny mpanjanatany no nirin’ny fony fatratra.
Ravelomandroso. L le mouvement de resistance des ampanabaka pendant la
Rasamijaona, aina sy hevitra 124 r. Zanamihoatra, vainafo tononkira, ambozontany fianarantsoa, 1969, tak.6 125 n. Ravalitera
Feno, sariaka’lay volam-baliaka toy ilay fahiny niaraha-nitafa ny fitiavantsika fa tsy teo intsony toy ilay fahizay ’lay endrika kanto niaraha- nilanto fa silaka teo fanahiko irery no sisa toa very tsy nahaloa-peo nisidina mora, nanandrana ihany, nizotra nankany fa toa feon’akora mandatsa any anaty no mila tsy ho tanty...
Vokatry ny aretina pesta tao marovato no tena velabelarin’ny mpanoratra amin’ny ankapobeny. Fantatra fa maro ny olona maty ary tsy tao marovato irery fa hatramin’ny tanàna manodidina ka niteraka horohoro sy fisaonana 17. Nodorana ihany koa ny tranon’ireo
Ny antrôpôlôjia mandalina fivavahana ny teny hoe anthropologie dia avy amin ny fakan-teny grika anthrôpos izay midika hoe humain na olombelona sy ny hoe logos izay midika hoe étude na fanadihadiana na fianarana. Araka izany, ny antsoina hoe anthropologie dia siansa mandinika ny olona amin ny maha olona feno azy saina, ...
Noho ny fangatahan ny ray aman-dreny sasany, dia nanoratra azy io ny mpanoratra. Vita amboara izany ary navoaka tamin ny taona 2009. Lahatsoratra famotopotoran-kevitra maro ireo efa voasoratra fa ireto ihany no tadidin ny mpanoratra iza no atao hoe mpanoratra? , voarakitra am-boky navoaka tamin ny taona 2010, firenena ...
Ny teny eto no oharina. Ny anoharana kosa tsy eo, fa ny hoe mamy izay toetra iray ananany, no atafy io oharina io. Entin’i ny eja mandoko ny fientanam-po manoloana ny firedaredam-pitiavana izany eto. Raha ara-bakiteny, dia ny tantely no mamy. Koa rehefa ny zavatra iray no ambara fa mamy, dia maneho fahatsarana izy izay...
Fikarohan ny saina. Mety ho tsara fanahy na ho ratsy fanahy ilay olona raha misy ny fitongilanana8. Ireo olona ireo no mitambatra ao amin ny fiarahamonina ka mahatonga ny lamina sy mametraka ny lalàna. Miavaka tsara ny anjara toeran nyginga tsirairay ary ahitana fifanoherana sy f faninanana mihitsy aza. Izany fifanoher...
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire cer langue et lettres malgaches promotion ainga mémoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale capen
Famintinana lesona rehetra mpampianatra tombana hazavaina ireo ohabolana ireo
Rakalo dia mba ahoana koa hoy ireo ray aman-dreniny?
Ny sarin-teny notovozina tao amin’ny tontolo malagasy
Azo sokajina arakaraka ny mpiteny sy ny olona itenenana ny ompa. Raha eo amin’ny lafiny mpiteny dia samy hafa ny ompa fampiasan’ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny zaza. Raha eo amin’ny lafin’ny olona itenenana kosa indray dia misy ireo teny fanompana entina manompa lehilahy ary koa ireo entina manompa vehivavy. Misy kos...
Va tak 156 261 sonnet tononkalo ahitana andininy efatra, ka ny andininy roa voalohany misy andalany efatra, ary ny andininy roa farany andalany telo avy, rafitononkalo fampasan’i dox
Ny fiheveran’ny mpampianatra ny tombana
La psychologie des styles, geneve
Fampahafantarana ny mombamomba an’i soa sy ny ray aman-dreniny. Tak. 127
Samia mitandrina isika ravaly 10 ovao ny fanetsa tsy tahaka ny omaly
Kilasy voalohany
Ny fomba filalao
Raolison, op. Cit, tak 768 98 ip andriamangatiana, op. Cit, tak 60-61 99 ed andriamalala, ilay vohitry ny nofy, op. Cit, tak 46-47 100 k. Marx et f. Engels op. Cit, on entend par bourgeoisie la classe des capitalistes modernes, propriétaires des moyens de production sociale et qui emploient le travail salarié
Ii-2-2 ses traits caractéristiques ii-2-2-1 le climat le climat de la région est de type tropical humide dans les parties élevées de l’est et du centre antanifotsy, antsirabei, antsirabeii, faratsiho et ambatolampy par contre, la moyenne des températures dans les moyen ouest mandoto, s’élève plus de 6 par rapport à cel...
Eo amin’ny voanteny miafara amin’ny vanin-teny iasan’ny hasimpeo n , misy ireo voanteny maro vany indonezianina miafara amin’ny n nefa tsy manana fanovany malagasy miafara amin’ny -na. Ohatra jangkan zehy, makin mainka, mingkin mainka, miskin masikiny, pinggan finga, sahan sahany, senen alatsinainy, tuhan tuha, ubun-ub...
Tsy azo dinganina ihany koa ny fisaorana ny mpiara-mianatra andiany zahatra sy andiany mamita izay nifampizara ny soa sy ny tsara nandritra ny fotoana niarahana teto amin’ny sekoly.
Wikipedia internet dans l’annuaire figures de styles la thématisation repétition, généralement au début des phrases ou de vers, d’un élément repris ensuite afin de le mettre en relief 80 august rajon, bina sy ny fahoriany in bina, achevé d’imprimerie sur les presses de l’imprimerie luthérienne- antsahamanitra-antananar...
Misy sarimihetsika 5 miovaova foana na sehatra, na teny
Tia zanaka tokoa ny reny malagasy, ary maro no endrika anehoan’izy ireo izany. ’ndeha hojerena manaraka kosa ny mahakasika ny atao hoe fitiava-namana.
Ny fialonana no koroka mikiky ny andry mitazona ny firaisan-kina.
Izay sitrakao dia tanteraho
Indraindray dia milaza daty mazava ny mpanoratra ao amin’ny asa sorany, indraindray koa anefa dia tsy avy hatrany dia milaza daty mazava ireny mpanoratra ireny fa fantarina amin’ny alalan’ireo zavatra nambarany ny mety ho fotoana
No sady mipetraka, na no sady mitombina, kanefa mety hiova ny heviny, satria toa mahalala ny toerana ipetrahany ity olona voalaza, na koa toy ny efa toerana na zavatra azo ipetrahana io itombenany io; ohatra tsihy, dongon-tany sy ny hafa koa. Ilay olona tantarainy anefa dia adala , ary tsy mahalala izay hahasoa na haha...
Aseho an-tsary eo amin’ny takila manaraka ny vatolahy eo ambatonitotohely.
Mahatsinjo est 26 0 0 28 0 0
Dia toy izany hatrany ny fiainana eto an-tany, 10 ka lasa ny vinany mandinika an’izany, raha mifamadika eto ny hehy sy ny sento, karohy izay fanafody, raha hitanao dia ento 248 justin rajoro ireto no tokony ho hita raha hitsikera ny maha kanto ity ampahan- tononkiran’i justin rajoro ity a. Ny endrika ivelany ny tsikari...
Araka izao hita amin’ny fafana izao, 51 ny sekoly ao amin’ny io toerana io. Ny epp no maro an’isa indrindra satria dia ny 18 amin’ireo fokontany 31 dia ahitana izany. Mbola manampy izany ny fisian’ny sekoly. Ny ceg sy ny lisea sekolim-panjakana dia iray ihany ao mahitsy ankoatra ireo tsy miankina amin’ny fanjakana. Eo ...
Potika potipôtika potehana
Ny caisse ecole
Voka-javatra zvt zavatra relation fifandraisana sinton-kevitra b olombelona in dns ao anatin’ny kely noho fm fiaraha-monina pb problèmes olana lehibe noho. M sy malagasy ex exemple ohatra midina aa andriamanitra def définition famaritana miakatra fan fandrosoana intro intoduction teny fampidirana ! Tandremo oh ohatra d...
Ry toa sady hatsatra no mahia no maloto be misaringo- bori-damba ity ianao ry hasina? Fa ahoana? Izao sisa e! Te hitomany mahantra! Tsy misy na inona na inona intsony aho! Mff! Mitomany sambatra ianareo tafita be. Izany ny fivadiky ny fiainana ry hasina! Gaga sy variana fa naninona ianao? Aiza daholo ny volabenao sy ir...
Topazo an90 razoky ny harena nanah ry noraketln’ny ala teto hany j9lsa dla ny sary lzay voarekltry ny diary ,
Ny fotoana
Ny firafitry ny tantara tarafina amin’ny fizotrany misy fivoarana hatrany ny toe-javatra tantaraina ao amin’ny tantara foronina. Misy ny rafitra arahina rehefa mitantara. Ny rafitra dimy lafin’i jean michel adam no hita fa mifanaraka amin’ity tantara foronina ity kisary 2 schéma séquentiel
Faharoa hiran-dahin’avaradrano alohan’ny fipahan’ny dihin-dry imamolahy fahatelo hiran’izy roa tonta miara-mifaly
Tafavoaka anefa izany talenta maha-mpihira azy izany, raha tsy teo ny fanampian’ny hafa azy.
Anjara toerana lehibe izay mitaky adidy aman’andraikitra maro ny asa fampianarana. Ankoatra ny maha mpizara fahalalana ny mpampianatra mantsy dia isany takina aminy koa ny famolavolana ny mpianatra mba ho tonga olom-banona, indrindra eo amin’ny fahaiza-miaina. Sarotra ny hahatontosa izany raha tsy ao aminy ireo toetra ...
Porofoin’ny boky onjam-pilafila, fa amin’ny toe-javatra rehetra miseho, dia tokana ihany ny marina izany no marina, ary dia izany ihany, tsy misy afa-tsy izany 314. Iankinan’ny fifampitokisana eo amin’ny fiarahamonina ny marina, tsy azo afenina, tsy azo totofana, ary na asitrika aza, dia tsy maintsy hiseho ihany na ho ...
Ny fitiavako tsy lefy, n’iza n’iza no hamefy, ’ndriamatoa! Ny fitiavako no ento, fa hisintona ny sento, miravoa!
Mahazo harena ny olona mazoto ny harena na ny vola no anisan’ny sarobidy indrindra eo amin’ny olombelona araka ny ohapitenenana hoe ny vola no hozatry ny fiainana sy ny hoe ny vola no maha-rangahy ; koa variana mihitsy ny tsirairay mikaroka hevitra sy mikatsaka izany. Toy izao no torohevitr’i solomona mikasika izany ny...
Feno 45 taona ny tarika mr razafy nanao fampisehoana maromaro izy noho izany mbola hitety faritany izy fa namoaka raki-kira aloha ho fanamarihana io tsingerin-taona io the best of mr razafy no anarana isaloran’izany raki-kira izany
Fampifandraisana toe-javatra roa tsy mitovy na tsy mifampiankina
Azo ambara ihany koa fa manery ny olona handanjalanja tsara ny toetra amam-pihetsika ary ny teny aloaky ny vava ny malo, indrindra mba hiaina ao anatin’ny tontolo manodidina voaaro. Tontolo mirindra anjakan’ny fifankatiavana, fifanampiana indrindra fifandeferana ny tontolo manaiky ny malo. Voafehin’ny fihavanana avokoa...
Go mijery et go-go mandinika, mibanjina teny nama
Fanazavana nataon ny mpikaroka ny anthropologie biologie dr andriamialison haingoson.
Ny tanjaky ny tena
Unité monétaire en ariary
Loharano safidiarindimby eva tahiry p. Avril 2015
Ny dingana arahina rehefa mandrary
Teny fampidirana ny sekoly ambony manofana ho mpampianatra ecole normale supérieure dia ahitana sampam-piofanana maromaro ao aminy. Misy sehatra samihafa azo irotsahana ao amin’ny tontolon’ny asa fikarohana, toy ny literatiora, riba, fitsipika, haifampianarana. Dingana iray ahazoana ny mari-pahaizana certificat d’aptit...
Toy izao kosa no hita ao amin’ny tantaran drakoto
Mizara telo miavaka tsara ny endri-pampianarana amin’ny sekoly tekinika. Misy karazany telo araka izany koa ny fomba hidirana amin’ireo sokajy telo ireo, ka toy izao manaraka izao ny momba izany.
Ohatra mifanila ny taninay, ny ilany atsimo an’i ngiahy, ny ilany avaratra an’i mbony, ny tapany ampovoany an’i iambosola. Ny ambiny sisa anay avokoa. Ity ny taratasy nanaovana fanekena tamin’ny nizarana azy ny volana mai
Alina mangina o kintan-tsy miteny hontsa ny fanahy mandinika azy ireny. Lasa ny heritreritra miakatra mankeny hitady filasiana sao dia mba homeny.
L’objectif est de promouvoir l’égalité entre les sexes dans tous les aspects de la vie des êtres humains.
Ravelojaona, in mpanolotsaina, n 19, jolay 1908
Ant l ran y la ridelle intermediaire en dessous de la partie a claire-voie tol fr. Cei11t11re.
Rabemolaly f. Fary mamy kilasy famaranana. Edisiona salohy. Trano printy loterana rado dinitra zo
Volution d une histoire suit exactement l évolution du personnage central p. 57.
Fanondroan-takila
Ny fahefatra, dia isan’ny manampy ny ray aman-drenin’ny mpianatra ny ’’cantine scolaire’’. Kanefa noho ny fahasahiranana izay mianjady eo amin’izy ireo, dia mafy be aminy ny fandoavana ny fandraisana anjara. Mandoa vary mantsy izy ireo , vary 123 kapoaka isan- jaza. Nanoloana izany dia nanampy ny ceres ny hampidinana i...
Nataon’ny mpanoratra niavaka amin’ireo andininy hafa rehetra ny andininy voalohany, satria andalana enina no mandrafitra azy. Miseho tahaka ny teny fampidirana na tari-dresaka izany eto. Nataony hampisongadinana ny hevitra amam-pihetseham-po tiany hampitaina amin’ny mpamaky izany. Eo am-panombohana no niventesan’ny mpa...
Ny fakana andinin-tsoratra masina naka andinin-tsoratra masina izy. Io no noheverina ho nibaiko ny fanahiny hanakorisa ny peniny, hanao poezia. Ohatra ’’ry foko mifalia’’ mifalia ry zatovo, dieny mbola tanora hianao ka mandehana amin’izay sitraky ny fonao sy izay jeren’ny masonao ; nefa aoka ho fantatrao fa hoentin’and...
Nandroso fanalana hetaheta sy godrogodro ho azy mirahalahy ramatoa andrambesa. Nankasitraka ity sakafo mbola tsy nohaniny hatrizay niainany robena, hitany fa nitsonika am-bava ery izany. V. A. Tak61
Tsy ny soatoavina sy ny literatiora ihany anefa no noraiketiny, fa mbola ao ireo noheverina ho zava-masina indrindra eo amin’ny fiainan’ny tsirairay. Maneho izany ny diam-peniny hoe tsy hoe 118 ireo soratsorany tsy mino fandavana natsangan’ny fony vontom-pitiavana, tsy hoe tononkalo meva firindra fa teny mirakitra ny m...
Tsy niasa irery koa izahay fa nanaiky am-pitiavana ireto mpitandrina ireto rehefa nifampiresahanay ny amin’ny hira maintimolaly 1. Solofotiana randrianasolo, sady mpamoron-kira avy ao amin’ny fileovan’i soamanandrariny, district antanifotsy. 2. Andriamanampisoa ratolojanahary, ben’ny tanàna sady mpitondra fileovana ao ...
Hiverenan’ilay malalany izy. Ao amin’ilay tononkalony hoe miverena no amborahany izany, manao hoe miverena ry arosy, izay nandao ny kamory raha tatamo te hitosy no miantso anao any ; miverena, hoy ny feo, mba hanala sorisory, fa lavitra anareo ka mitomany. Miverena, miverena, fa tsy zaka samy irery ny ziogam-pahoriana ...