text stringlengths 10 11k |
|---|
Ohatra 233. Vereza any amin’ny afobe! |
Tahaka ny fikarohana rehetra, dia misy ny tanjona kendrena amin’izao asa fikarohana izao. Eo aloha ny fanasongadinana ny hasarobidin’ny literatiora sy ny zava-tsoa raketiny. Singa iray manome laza ny firenena izy, ka ny fandalinana izany dia efa lalana ahafantarana ny maha izy azy ny firenena iray. Natao hanampiana ire... |
Ombay lalana aty |
Fahazoana ny lahatsoratra amin’ny ankapobeny |
Mada. Mg formation 2016 notsidihina tamin’ny 10janoary 2018 |
Fanamarihana ny mpanoratra dia mitantara ny fiatrehan’ny olona iray karàna seho marina teo amin’ny fiainany. Loza ilay seho ka manaitra satria tranga manokana tsy fahita matetika. Misy fifanesem-potoana lôjika nampiasan’ny mpanoratra, araka izao fotoana 1 andeha handrotsa-bola ? Fotoana 2 voaroba voaendaka ? Fotoana 3 ... |
Departemantan’ny fitoriana filazantsara sy asa misiona dfm |
Ny toetra amam-pihetsika eo am-piandohana 1.2.1.2.1. Ny fahamenarana |
Satria ny hadalanao dia noho ianao maniny ny tsy rariny dia mainka koa hampihariny aminao ny mety ho heriny voaroaka ianao fa hoe be saina ! Miana-kendry ka tsy ilaina ! |
Ny andalana fohy |
Ny fiainanao ankehitriny fanasohasoanao iny, ho toy ny zava- poana aminy! Fa ny fiainana ho maminy, dia fiainana ankiray hiavaka amin’ilay anao. Fiainana hafa izay heveriny ho fiainam-baovao! |
Ny mponina |
Lalahy ve mody fanina sa tsy te hahalala ireo manangitsika mandravaka arabe tsy andro mangatsiaka, tsy ora mamanala dia mampiseho ilay bika mihantsy anao mpandeha manomboka amin’ny vantony ka hatramin’ireo raneny dia samy iadiam-barotra, hoy ireo manafo nila ny loza izay aterany tsy fantatra ny habeny ny hany mahafinar... |
Boky fary mamy kilasy voalohany |
Nantenaiko nefa indrisy! Nantenaiko hay tsy nisy fa ilay fitiavana mihitsy no navelany hiampify eny an-tratran’olom-bitsy |
A, tak.104 and.1-2 |
Eo amin’ny fifandraisan’ny toe-javatra tantaraina sy ny fizotry ny fotoana dia mampiasa fomba fitantarana roa karazana ny mpanoratra ny fitantarana manaraka ny fizotry ny fotoana sy ny fitantarana tsy manaraka ny fizotry ny fotoana. Amin’ireo fitantarana manaraka ny fizotry ny fotoana dia manaraka ny fizotry ny fotoana... |
Rehefa avy nizatra nanadihady lahatsoratra tarihina tamin ny alalan ny fanontaniana roa na telo ny mpianatra tao amin ny kilasy faharoa, ary notarihina tamina lohahevitra tao amin ny kilasy voalohany, dia anjarany amin izay ny miatrika samirery ny fanadihadiana malalaka. Ny lohahevitra iompanann ny fanadihadiana lahats... |
Indro ankehitriny nandrobona fitsiry, efa mamelana aza, efa mibaby voa ireo natsatokao kinanjo saingy, indrisy ! Ianao, ’lay nihongo-bolo nanondraka, nikolo de lasa fa tsy tana ! Tsy mba hioty akory ny andom-boa hitsory ’zay nisasaranao . |
Sendra dia izany ve no mampilatsaka ny ranomasonao toy izao? Mariazy ange no alehantsika, fa tsy fandevenana e! |
Ireo lalam-piofanana maro eto amin’ny sekoly, dia samy manana ireo zana-taranaja halalinina avy. Na any amin’ny sampam-piofanana ho mpampianatra taranja frantsay izany, na anglisy, na fizika simia sns zana- taranja dimy kosa no dinihina raha ato amin’ny sampana malagasy manokana no hasian-teny ny haiteny, ny fomba amam... |
Sorajavona takariva t-26, lah-1966, 21 02 1958 |
Ry lanitra avo mangamitazana ahy ery ry vanin’andro lasa ry rakitray tety ry ara-maso moana o! Ry tempolinay endrey ry vetsom-poo manohy ny fahizay |
Samy manana ny voambolana ampiasainy enti-manangana ny asasorany ny mpanoratra tsirairay avy. Raha ho an i eric ravalisoa manokana dia misy fantina sy safidy avokoa ireo voambolana ampiasainy ao amin ny zava-kantony, fa tsy atao kitoatoa akory. Hoy izy raha nilaza ny heviny mikasika io voambolana io voalohany indrindra... |
Lisitry ny tovana |
Raha ny mpampianatra indray no asian-teny dia toy izao manaraka izao ny momba azy ireo. Mizara roa miavaka tsara izy ireo. Andaniny, dia ireo mpampianatra ny taranja ankapobeny misy 21 izy ireo no avy amin’ny fanjakana ary telo kosa no karamain’ny sekoly. Ankilany kosa, dia ireo mpampianatra ny taranja tekinika, izay m... |
Tsapa, araka izany, fa ny haavon’ny toerana misy ny tanàna no nahatonga ny anaran’io tanàna io ho ambohimahavelona. Ka rehefa tonga ny tondra-drano izay nahafatifaty olona sy biby fiompy marobe dia tsy takatry ny rano ny eny fa ambony ka velona foana ny olona sy ny biby fiompiny. |
Fikambanan’ny mponina manontolo ny ami saingy soloin’ireo mpikambana tena eo anatrehan’ny fanjakana. Misy mpikambana 170 ankehitriny misolo tena ny fokontany. Mitovy daholo ny mpikambana rehetra ary afaka mandray anjara amin’ny asa atao na ny vehivavy na ny lehilahy. D- ny anjara asan’ny tsirairay |
Tery ny fotoana anananay , satria sady mamonjy asa ivelomana izahay , no tsy maintsy mandeha any ankaraobato mijery ny fomba ataon’ny mponina somary sahirankirana ihany izahay tamin’ny voalohany, indrindra teo amin’ny resaka voambolana , misy ireo fomba fiteny izay toa mila tsy ho fantatra ny heviny ka tena nilaina mpa... |
Natao ny vinavina mahakasika ny fizarana ny tany. Nidina teny ifotony mihitsy nijery izany. Raha nojerena dia mbola malalaka ny tany, saingy mbola mila folahina satria rakotra kirihitr’ala. An’andriamatoa ngiahy ny azy teoaloha satria izy no nikarakara izany. Mbola niampy izany satria ampahany kely ihany io niasany hat... |
Ny toetr andro sy ny toe-tany miankina amin ny tontolo jeôgirafikan ny faritra ny foto-piveloman ny mponina ao aminy, indrindra ny tontolo ambanivohitra izay mivelona amin ny fambolena. Izany no antony hijerena manokana ny toe-tany sy ny toetr andro. Ny toe-tany lonaka no fahitana ny toe-tanin ny kaominin i firavahana ... |
Rehefa tonga ilay anjara ka hampisaraka amin’izay dia mionona fa tsy tsara ny hisento toa tsy hay. |
Raharolahy, teny fanolorana , erika, imprimerie d ouvrage éducatif, librairie mixte,1976, tak 15. 5 sainte-beuve, portrait littéraire, edmée de la roche foucauld, ed-universitaires, paris , 1964 entrer en son auteur, s y installer les reproduire dans les aspect divers , le faire vivre, se mouvoir et parler comme il doi... |
Randriamiadanarivo, sikajin’idadabe, librairie mixte, antananarivo 2006, famintinana any amin’ny faran’ny boky 33g. Andriamanantena, teny fanolorana, in vakivakim-piainana, mandrosoa ivato, 18 mey 1998 34 r. Andriamananjara filohan’ny akademia malagasy , teny fanolorana, in hafatry ny mpanabe , 04 martsa 2013. |
Tovana 4 ny vokatra azo tamin’ny fanaovana rijam- panontaniana momba ny famelabelaran-kevitra sy ny asan-tsokajy mpianatra 34 tao amin’ny lisea techique proféssionnel ampefiloha no nanaovana izany. Momba ny mpianatra |
Albinal et malzac c. J 1987, dictionnaire malgache-français, fianarantsoa |
Ny tanjona kinendry no mby sy todinao tsy tanjakao irery izy tena tao! |
Nanafatra ihany ireo |
Izay ianao vao niaiky |
Les personnages ont un rôle essentiel dans l’organisation des histoires. Ils determinent les actions, les subissent, les relient, et leurs donnent sens. D’une certaine façon, toute histoire est histoire des personnages. , yves reuter, introduction à l’analyse d’un roman. Bordas. Paris. 1991, p.50 |
Fafana 05 ireo mpandray anjara ao amin’ny fa velona indray |
No sahy mifampidera feo |
Ny lafiny ratsy mpandala fatratra ny fiombonana aina sy ny fifankatiavana ny mamatonalina. Nisy ny toe-javatra mafy nosetrainy, dia ny fodiamandrin’ireo ray aman-dreniny. Tsy nanary azy ireto anefa ny havany. Nikiry sy hiezaka ireto kamboty, taorian’izany, ary tafarina soa aman-tsara. |
Vao mainka nihanafana ny toe-draharaha eran-tany sy teto an-toerana tamin’ity vanim-potoana ity. Nanakoako hatraiza hatraiza ny tolona fitakiana fahafahana sy fahaleovantena. Na dia niezaka hihazona ny ady tsy hipoaka intsony aza ny firenena mikambana , dia nanjaka ny tsy fandriampahalemana, na tany ivelany izany, na t... |
Ho an’ialahy atolotro ny zokiko lahy izay mpankahery ahy hatrany |
Rado ramaherison, ronjom-bazo tak 12, va tak 69 |
Ny fahasalamana tamin’ny fotoana nanaovana ny fanadihadiana dia tsy mbola tafajoro ny trano fitsaboana izay naorina teo anivon’ny kaominina noho ny olana ara-bola ny fototra sy rindrina mirefy iray metatra no hany vitan’ny kaominina mba hisorohana ny olana sy ny mety ho vokatra izany dia toeram-ponenan’ilay mpitsabo , ... |
Ny olona rehetra dia afaka maneho ity fihetsika ity avokoa na vao nifankahita na efa nifankazatra. Ny fahatsapana io fiaraha-miasa io no hamantarana ny fitiavana ary misy olona tsy afaka mifanampy raha tsy misy zavatra kendrena araka ny fomba fiteny manao hoe ny hitsikitsika tsy mandihy foana fa ao raha . |
Ilay hany tontolo fianohana mamy dia zary tontolo mirakitra saona manampy ny tsetra sy ankason’ny tany hitambesatra hatrany tsy mety foana ! |
Lita alefa leitsy aloha ny hafatra, fa izay lalany any lalany a rehefa voarain ny mpihaino fotsiny dia izay. Tsy ny ataoko akory no atao fa izay lazaiko. Oay, amin ny firy izao? Han! Efa amin ny 11 sy fahefany, andao amin izay ry vao a! Mbola misy fotoanako amin ilay kofoboay akamako izay. |
Maratra fo? Mitomany? Ny fanefitra amin’izany lahatsoratra voakaly! |
Fanafohezan-teny |
Toy ny tamin’ny fanandratana ny teny malagasy ihany dia anisan’ny fomba iray ahazoa-manandratra ny mpanoratra sy ny asa soratra ny fampahalalana ny anjara asa sy ny ajara toerana tazoniny eo amin’ny fiainan’ny zanak’olombelona. Ny tsy fahafantarana izany mantsy dia mahatonga ny olona tsy hanome hasina ny mpanoratra sy ... |
Fifankahitan’i dr rabary sy randria tamin-dramavo tao nairobi |
Rasoamahatratra m. P , ny fanabeazana sy ny filan’nyzazavavytantsaha aoambohimahazo manandriana, mémoire de c. A. P. E. N. Antananarivo, ens,2006 |
Ekar eglizy katôlika rômanina 11 masera filles de st-paul, victoire rasoamanarivo ilay andrin’ny fiangonana, edition md paoly, antananarivo, 1989, victoire rasoamanarivo teraka tamin’ny taona 1848, natsangana ho olon- tsambatra tamin’ny 30aprily 1989 tamin’ny fotoana nandalovan’i papa joany paoly ii teto madagasikara 1... |
Manomboka amin ny fito ora maraina ny fihaonana ary miafara amin ny mitataovovonana. Misy ihany koa ny fiaraha-misakafo, ary aorian izay sady amaranana tanteraka ny andro masina ny tsitsika13 sy ny rary14 ataon ireo lohavohitra sy ny fehiloha na ny zokiolona lehiben ny faritra telo andrainarivo, miantsoarivo, andraibib... |
Koa enga anie, ry tovovavy, ho mari-toetra tsy voahosy hitandro izay hajany avy ho voninahitry ny nosy! In akon’iarivo, 4 novambra 1926 |
Ry vahoaka, ry tanora avitrano aloha ny saina fa ny tolona tsy mora raha hikatsaka maraina raha hery mitsipotika no iantsiana fahavalo aoka fa handositra, hilavo lefona, himalo |
Artin d’imala takariva ankehitriny t-16, lah 694, 18 10 1951 |
Entiko eo an-tongotrao izay hery am-pelatanako hahafahana manavao ny fari-piainan’ireo havako isalobom-pahantrana sy tenain’ny fahoriana sao ny asako hahitana sombin-danitra hitsikiana 14 |
Raha hanomboka toe-javatra iray ny malagasy lanonana; fampisehoana; fivoriana; dia tsy nohadinoiny mihitsy ny manolotra ny arahaba. Izany no mahatonga ny mpikabary malagasy hanolotra ny hasina sy ny arahaba ary ny firarian-tsoa any am-piandohan’ny lahateniny. Fiteny mahazatra rahateo ny hoe tonga tsy miarahaba, naman’n... |
Afrika dia tafiditra hatrany tamin’ireo firenena be olona tsy mahay manoratra sy mamaky teny. Ho fisorohana izany, dia nisy ny fanatsarana natao, ary nifototra tamin’ireto hevitra telo ireto ny firenena afrikanina dia tokony hiezaka hanatratra ny tanjona mba ho fampandrosoana mikendry ny fahombiazana eo amin’ny fampian... |
Nafafy nitsimoka nandrobona nivelatra araka ny fandinihan’i miaro ny zava-nitranga taminy no nampitombo ny finoana tao aminy. Izany hoe toy ny voa nafafy ihany ny finoana ka rehefa nahazo tany tsara dia nitsimoka, nokolokoloina tsara ary nomena ny sakafo sahaza azy dia nandrobona ary nivelatra. Araka izany, ny métaphor... |
Tsy afa-misaraka amin’ny hira atao ny zava-maneno anarahana azy. Tokony hasandratra ihany koa ny zava-maneno tena malagasy hoy ny ao amin’ny faribolana sandratra. Tsy mena-mitaha amin’ny an’ny hafa izy ireny. |
Anisan’ny tanjon’ny faribolana sandratra ny hamongatra sy hampiroborobo ny literatiora malagasy. Tsapa mantsy fa matoritory noho ny sivana izy io. Maro noho izany ny olona tsy mahalala ny lanjan’ny literatiora sy ny mpanoratra. Adidin’ny mpanoratra ny manandratra izany. Maneho izany i solofo josé tian’ny mpanoratra ao ... |
Ratrema w. Famakafakana lahatsoratra, famintinana, famoaboasan-kevitra, op. Cit. Tak. 139. |
Tsoa-kevitra ny tan indrazana maneho ny fiheveran’ny ma agasy ny amin’ny fifan lraisan’ny tany sy ny olona, ny olona samy olona, ary ny razana sy 11y luranaka. |
Très respecté 2 assez respecté 3 pas respecté |
Fafana 14 ny isan’ny mpianatra sahanin’ny ceres isan-taona |
Rakibolana frantsay malagasy. Ambozontany fianarantsoa |
Interprétation |
Ny mpandray anjara raikitra 33 1.1.2.3 ny lahatsoratra mampahalala 35 a ankapobeny 35 b ny zava-kendrena aminy 35 1.1.2.4 ny lahatsoratra manazava 36 1.1.2.5 ny lahatsoratra mandresy lahatra 38 a ankapobeny 38 b ny amin’ny tohan-kevitra 38 d ny tohan-kevitra miorina amin’ny fampitahana 39 e ny tohan-kevitra miorina ami... |
Avy amin’ny mpampianatra manana adidy lehibe amin’ny tsy fahombiazan’ny mpianatra ny mpampianatra. Tsapa mantsy fa rehefa misy ny tsy fahombiazana eo amin’ny mpianatra, dia saika miantefa any amin’ny mpampianatra ny fijerin’ny olona. Fanaon’ny ray aman-drenin’ny mpianatra ny manontany ny mombamomba azy, toy ny fari-pah... |
Sary 25 fary mamy t12 tak.205 sary 26 fary mamy t12 tak.149 |
Takona kosa ny oharina. Noho izany, tsy miafina loatra ny hevitry ny fampitahana satria efa fantatra mialoha ny fifanandrifiana misy eo amin’ny oharina sy ny anoharana. Hita taratra izany rehefa manaratsy olona na rehefa misy olona tafintohina vokatry ny fiharan-javatra ratsy eo amin’ny fiainany. |
Ny mampitovy azy samy tantara noforonin’ny saina , nefa samy miorina amin’ny zava- misy marina izy ireo. Samy ao amin’ny literatiora an-tsoratra , izany hoe natao hovakina. |
Xvii 02 fandaharam-potoanan’ny mpianatra mandritra ny herinandro, kilasy famaranana, sokajy d , lisea andohalo |
Isan’ny fototry ny harenan’ny mponina ny jirôfo. Hajaina sy omem- boninahitra izay manana azy betsaka. Nofinofin’ny mponina ny mba hanana azy maro araka izay tratra, satria io no ahazoana izay ilaina, ahavitana trano be soa, ahefana ireo adidy samihafa ao amin’ny fiarahamonina toy ny amin’ny sintaka21, ka atao diafôtak... |
Ny ray aman-dreny araka izany, no manana adidy voalohany amin’ny famelomana ny zaza sy miantoka ny fampidirana azy any an-tsekoly. Ny fahatsiarovan-tenan’izy ireo amin’ny anjara asa tandrify azy avy ao an-tokantrano no mampirindra sy mampilamina ny fiainana. Tokony tsy ho hadinoiny ihany koa anefa fa tontolo tsy mitovy... |
Alohan’ny hirosoana amin’ny fanadihadiana ny sekoly nanaovana atrika asa, dia tsara ihany ny hijerena ny toerana misy azy. |
Tsirinala, 11 07 2012, 3 ora sasany maraina |
Nasehon’i eliza freda ihany koa fa tsy tokony hitohy intsony ny fitiavana rehefa nivadika tamin’ny toky nifanomezana ny iray, ka nilazany hoe tsy maninona tsy akory, fa ho fafako indray mandeha, o, ry vola-mampahory misitriha, milenteha! 224 |
Dadavelo eny, rehefa feno enin-taona izy ireo dia nandositra niala tao amin’ilay toerana nitaizana azy, araka ny tantara nambara ahy. Rehefa avy namono olona telo tao, dia mpitaiza mpikarakara iray sy zaza kamboty roa hafa namany. Njara andriamanitra ô! Tena zava-doza izany! Dadavelo zava-doza ho ahy ! Tonga tany ampot... |
Mirosoa ka misidina, hanavatsava ny oram-baratra, 10- eny anivon ny tafiotra, fa ao ankoatra no hitaratra, izay masoandrom-paradisa, hazavana mahamanina, izay mitsilo lalandava, ilay tanàna hovantanina |
Noho ny fisian’ireo fifanintsanana maro ao amin’ny fanomanana, dia misy hatrany ny fifaneraserana sy ny fifampitondrana ao amin’ny tekinisianin’ny fikrifama sy ny mponina. Amin’ny ankapobeny dia maneho ny fanomezana anjara toerana ny olona sy ny fiarahamonina, eo amin’ny fampivoarana ny fiainan’ny tantsaha, ny fomba fi... |
Ny aretina dia mateti-pitranga fa raha araka an-tsakany sy an-davany ny fanaovana ny vakisiny sy ny fanadiovana rehetra dia mihena ny mety ho fahavozan’ny mpiompy. Tsy ny aretina ihany anefa no miteraka fatiantoka ho an’ny mpiompy. Anisan’ny mitondra fahasahiranana ihany koa ny fisondrotry ny vidim-piainana. |
Manana anjara asa fibaikoana na fandresen-dahatra ny fitenenana rehefa natao hitarihana olona hanao fihetsika na hetsika voafaritra. Izany indrindra no ambara amin’ny alalan’ny filaza mandidy. Izay fanentanana ny olona ho amin’ny fitondran-tena iray izay no votoatin’ity ampahan-tononkalon-drado ity. Ohatra 5 mahaiza az... |
Resim-pitiavana ny fo mifanaiky hikambana ho rafitra tokana irery, imason’ny tefy manambana dia hery tsy resin’ny hery ! |
Hyppolite ramaroson |
Dadabe hay tokoa moa izany ny ankizy ankehitriny? Rehefa mba nahazo fianarana kely tsy mankaiza dia milaza fa izay entin’ny riba tandrefana no lazaina fa fandrosoana ka tsy mampaninona fa raha tsy izany tsy olo-mandroso? Dia ety am-bodimololo no mifampitositosy sy mikanikany. 123 2- tenin’i bao ao amin’ilay tantara hoe... |
Tokony ho mora hita ny laharan-takila mba hahamora ny fampiasana ny boky araka ny fandalinana natao teo aloha. Ho an’ny boky fary mamy t11, dia tsy nohadinoin’ny mpanoratra ny nametraka izany. Eo amin’ny farany ambany amin’ny takila no misy azy, ary eo afovoany, marihina fa tsy misy ny mifandiso. |
Ecole normale supérieure département de la formation initiale littéraire c. E. R langue et lettres malgaches andiany mamita ? Mémoire de fin d’études pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c. A. P. N ? |
Mbola hevitra roa mifanipaka no ampifanatrehan’ny mpanoratra eto andaniny, ny hameno paosy irery sy hisaina maramara, ary ankilany, hiambina isan’andro, hitandrina tsy ho lavo, hiady ny ady tsara. Ny voalohany, dia toetran’ny olona tia tena tsy mitsinjo ny hafa. Ny faharoa dia toetran’ olona matotra, malina, azo itokia... |
Na dia tsy hita misongadina loatra amin’ny fari-piainan’ny mpanao ity asa ity mivantana azan y vokatr’izany dia tsapa fa miantoka fananam-boninahitra sy fananan- karena ny fananana omby. Natao fitaovana hanampy amin’ny asa ihany ny fiompiana toy ny asa tanim-bary, fitaovam-pitateram-bokatra fa tsy natao amidy. Amin’ny ... |
Soa lita miara mamihina an-drainy arahabaina be mihitsy izany e mananjara izay hipitihan ny rony. |
Pihavanana. Izany hoe aleo ny vola no afoy toy izay ny havana. Azo tsoahina avy amin’izany rehetra izany fa ny fiarahan-dalan’ny fitiavana sy ny fihavanana no nipoiran’ny fitenenana hoe fitia mifamaly mahatsara fihavanana. Endrika iray isehoan’ny fitiavana ny tanindrazana ny fandalana ny soatoavina maha malagasy. Marik... |
Cette différence représente le fonds de roulement. |
Tanànan’ambohijanaka. Ny fito amby efapolo 47 isa kosa dia hita ao baiboka atsinanana. Dia toy izay no azo namintinana ny lafiny ara-tantaran’ny faritra. Ny lafiny toe- karena ihany koa dia mbola hahafahana manovona ny fampahalalana azy, koa izay no hojerena amin’ny toko manaraka. |
Ras oary mangingina ato an-trano izany! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.