text
stringlengths
10
11k
L’historique historiquement, auparavant le territoire s’appelait miadana d’après ce que l’on a entendu, il existait un couple qui avait eu deux filles. Ils habitaient dans ce territoire à l’époque. Quand les deux filles devenaient adultes, deux bouchers leurs demandaient en mariage. A ce moment-là, alors qu’elles étaie...
Malagasy eny amin’ny sekoly tekinika. Anisan’izany ny fomba fampianarana zana- taranja, toy ny riba na literatiora. Azo dinihina ihany koa ny toetra amam-pihetsiky ny mpianatra eny anivon’ny fampianarana tekinika, sns
Fizaràna voalohany
Eo amin’ireo fanehoam-pitiavana mifamaly ireo manan-kery tokoa ve ny fitiavana?
Ny fankamamian’ny malagasy ny aina.
Date et lieu de naissance 01 mai 1987 à antananarivo adresse bloc 10 cité ambohipo n téléphone 034 16 303 87
Na ny olon-tsotra tsy manana ireo aretina ireo aza, rehefa ranovao ny andro dia lasa kizitina sy sarotsarotiny. Izay toe-javatra izay no lazain’ny olona maro amin’iny faritra iny hoe miaho ranovao izany hoe mihetsika ny ranovaon’iny olona iny. Lazain’ny eto afovoan- tany hoe mihetsika ny hadalany? Mihetsika tromba hoy ...
Dans cette deuxième partie, les résultats obtenus sur le système de contrôle interne et ce dernier sur les opérations comptables au sein de la société tpfjkm ont été présentés. Le premier chapitre a concerné les résultats de la description de circulation des documents flow- charte , de la fiabilité de documents commerc...
Fafana 5 fampitahana ny fiangonana ôrtôdôksa, rômana ary prôtestanta
Amin’ny tantaram-piangonana, maneho ny maha relijiozy azy. Eo amin’ny 11 eo no hita, araka ny filazan’i frère ismael norbert azy 182 .
Andininy 19 ireo mpanamarim-bola ireo mpanamarim-bola no manara-maso ny famoaham-bolan’ny fikambanana sy ny fidiram-bola; araka izany dia omena fahafahana mahazo misava ny bokim-bolan’ny fikambanana izy ireo. Ny filoha lefitra amin’ny komity mpitantana no misolo toerana azy amin’ireo andraikitra sahaniny rehefa misy ts...
Ny fiezahana hanao ny tsara tsy ny namanao no ifaninananao fa ny tsara vitanao omaly hoy ny teny filamatry ny sekoly arcade. Hita amin’izany fa mila miezaka manao ny tsara hatrany isika. Mba hananana izay toetra izay àry, dia ilaina ny fifehezan-tena. Eo ohatra, ny fanokanana fotoana hisaintsainana lamina hitondrana ny...
Ny ahiahy amin’ny fahombiazan’izay atao, ny fifandraisana, ny fikatsahana ny vokatra tsara indrindra mamokatra olom-pirenena manana fanabeazana ampy sy afaka mitrandraka ny harena voajanahary mba hampiakatra avo ny firenena eo amin’ny laharan’ny firenena mandroso indrindra, nefa voahaja hatrany ny fahendren-drazana.
Samy mahatsapa izany avokoa na ny mpanoratra na ny sarambabem-bahoaka, saingy nanana ny fijeriny manokana ny mpanoratra momba io haizina io.
Fomba antakay, jean ndema
Kisary maneho ny an-tanan-tohatry ny fihenan’ny herin’ny zava-manan’aina
Manombana ny hevitra fototra ilafihan’ny fino ana ny hasin’ny tanindrazana eo arnin’ ny fiainurn piaraha-monina
Accra ghana tamin’ny kongresin’ny pawa pan african writers’ association ny taona 1988. Tsy diso anjara tamin’ny mpifaninana indray nihira taminy koa izy fa nahazo loka tamin’ireto fifaninanana ireto taona 1986 hira ho an’ny fandriampahalemana nampanaovin’ny tanànan’antananarivo , taona 1991 fankalazana ny fahazato taon...
Centre de documentation et d’information ? L. A. C centre de lecture et d’animation culturelle ? R. I. N. F. P centre régionale de l’institut national de formation pédagogique ? P. E conseil pédagogique inter établissement ? E conseil pédagogique de l’etablissement ? E. N direction régionale de l’enseignement nationale...
Ny tarika ramilison sy ranarison
Anisan’izany ny tsy fahampian’ny boky sy ny tahirin-kevitra ato amin’ny tranom-bokin’ny sekoly nentina nanatontosa ny asa. Noho izany, ny zavatra nataonay dia nandeha nitety ireo tranom-boky izay heverina fa afaka manome anay ny tahirin-kevitra ilaina, toy ny tao amin’ny tranom-bokim-pirenena, ny tranom-bokin’ny abm ap...
Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny taom-pianarana eny amin’ny oniversite kabarin’ny filoham-pirenena malagasy
D’après ce tableau, les ratios sont tous supérieurs à 1. Nous pouvons donc en conclure que la société est solvable vis-à-vis de ses créanciers de fonds. La solvabilité est très satisfaisante. Ainsi, d’après l’analyse par ratios, nous pouvons tirer que la tpflm a une liquidité immédiate insuffisante. En d’autre terme, e...
Raikitelon’ny fitia
Ny antony hampijoroana ireo tsangan-kevitra ireo tahaka ny olom-pirenena rehetra, ny malagasy koa dia mba miandry izay valin’ny fitondran-tenany eo amin’ny tontolo iainany. Amin’ny ankapobeny mantsy dia mitady fahasambarana ny olona eto an-tany, ny malagasy manokana, matoa nandala ny marina, ny rariny ary ny hitsiny di...
Lah. 34 121 , 11 avril 1940.
Etablissement privé non confessionnel
Actes de colloque, op cit le pays madagascar est voué à une dépendance vis-à-vis de celle-ci non seulement pendant la colonisation mais aussi sous la prèmiere republique p 111 183 actes de colloque, op cit les grèves de 1972, qui deboucheront sur la chutede la premiere republique p 113 184 encyclopedie ancarta 2009 le ...
Hira fo mitambatra ho iray
Mija! Faly be manao ahoana! Inona ny vaovao?
Singanina manokana ianao, andriamatoa mpampakateny. Nanao ny ainao tsy ho zavatra tokoa ianao, nanome anay ireo toro lalana rehetra nentina nanatontosana izao asa fikarohana izao. Tsy zava-maivana izany tompoko. Raha volabe no nomenao, manam-pahalaniana, raha lamba tsara, manam- paharovitana fa ny fary fotsy fanala het...
Veloma ry lalao, hoy rajery, tano mafy tsara izay voalazako. Amin’ny alahady hariva indray aho tonga atý ka mba lazao an-dreninao fa ho avy aho raha tsy misy sampona eny àry fa veloma rajery, kanefa aza manadino ahy eny matokia ry lalao, ary aza manana eritreritra hianao, fa raha mbola manana aina koa ity rajerinao dia...
Tak.91, and.1, and.2, and.3
Ny tompon-tany ny tany rehetra maneran-tany dia samy manana ny mponina nonina teo an-toerana voalohany indrindra. Ankehitriny anefa isaky ny tanàna dia ahitana karazam-poko maro samihafa monina ao noho ny fitadiavana ravinahitra, kanefa izay mponina fantatra nonina teo voalohany ihany no antsoina hoe tompon-tany. Raha ...
Date de soutenance 10 novembre 2014
Fafana12 ny fototeny mitsaikona misy tovana -ina -ana
Ii-1-1- ny eja kristiana sy ny fitiavana ireo nahitany masoandro toy ireo mpanakanto hafa rehetra izay mikalo ho an’ny nahitana masoandro dia tsy hadinon’ny eja ihany koa izany fa mba nikalo ho azy ireo izy. Tsy natambany tamina tononkalo iray anefa izy ireny fa samy manana ny fotoana izay nanaingan’ny fanahy azy avy. ...
Ny endriky ny fampiharana
Dikan-teny nataonay araka ny nambaran’i meirieu p. 1983 travail de groupes rend les élèves acteurs de la construction de leur savoir 79 dikan-teny nataonay araka ny nambaran’i robert dottrens et al, 1966 se crée à l’intérieur de chaque groupe un sentiment collectif de responsabilité qui pousse chacun à donner son effor...
Information concernant la feffi et le pec torohay manodidina ny feffi sy ny tesi 5. Est-ce que vous avez déjà effectué une sensibilisation avant la création de la feffi? Nanao fanentanana momba ny feffi sy ny tesi ve ianareo ? A. Oui eny b. Non tsia
Jereo fafana 1, p. 6
Unesco, internet on entend par patrimoine culturel immatériel les pratiques, représentations, expressions, connaissances et savoir-faire ainsi que les instruments, objets, artefacts et espaces culturels qui leur sont associés que les communautés, les groupes et, le cas échéant, les individus reconnaissent comme faisant...
Ny ankohonana sy ny andevon’ireo voagadra, mikarakara sy manome sakafo azy ireo, na ihany koa misolo azy raha notsaraina ho tsy mahavita ny asa an-tery vozony intsony ilay gadra.
Section 1 déficience du système de contrôle interne
Fehin’ny toko faharoa
Botsaiky, mila vazony, 23 jolay 2007, ton.63, tak 69, boky i
Isan’ny fitaovana azo trandrahana tsara aty amin’ny taranja malagasy ny sary na sary omban-tsoratra, toy ny any amin’ny taranja mampianatra teny rehetra toy ny teny frantsay, angilisy, alemana ohatra azo raisina amin’izany ny sary pihina na sary natao tanana, ny tantara an-tsary, ny takela-by. Azo atao ho fitaovana ent...
Aro dia ahoana rey olona e?
Ao amin’ny vh dia tany am-pialan-tsasatra tany antsiranana i andry no nantsoina tampoka ka namonjy ny asany avy hatrany.
Izy amin izany milanjalanja loha sy manabontsibontsin-tratra ery. Tak 26
Présenté par rakotoarisoa njaraniaina onjamalala directeur de recherche andriamanatsilavo seth maître de conférences date de soutenance 30 octobre 2014 antananarivo 2014
Eto ny mpandaha-teny dia te hampahafantatra, fa mety miseho amin’ny tsirairay, amin’ny fotoana tsy ampoizina ny fahafatesana. Tsy misy afa-maminavina ny filaharan’ny zotram-piainany ny olona.
Firifiry mamirifiry
Ny rafitra ao amin’ny faritra ny faritra dia sampana ao amin’ny fiangonana, ka ny faritra tsirairay dia samy manana ny filohany. Noho izany dia zo sy fahefana ary adidin’ny filohany, miaraka
Ny fianarana narahiny sy ny fiainam-pahatanorany ny fahatanorana no herin ny fiainan ny olombelona; vanim-potoana lava indrindra isehoan ny toe-javatra isan-karazany. Nandalo izany rahateo i lyra. Lafin- javatra fito no hojerena amin ny fiainam-pahatanorany ny fanatanjahan-tena sy ny
Asiniony 10 desambra 1998
Marihina hatrany moa fa mandray mpianatra 80 ny ceres. Ary ny 60 amin’ireo dia atao kilasimandry 30 zazalahy, ary 30 zazavavy mitokana ny zazalahy , ary mitokana ihany koa ny zazavavy. Samy manana ny tranony. Ny zazavavy dia mipetraka ao amin’ny ivontoerana ceres, fa ny zazalahy kosa dia anofan’ny ceres trano. Eo akaik...
Fhzt 2 -ny fiarahamonina -akora -ny asa soratra sarin-teny fanovana endri-javatra. Andalana 2 fhzt 3 -soratra, fiarahamonina -fanentanana -fanamboarana -fanondrotana -fanazavana ny saina -fiarovana sarin-teny manova endri- javatra. Andalana 3-5
Fikarohana atao hahazoana ny mari-pahaizana
Randria e, e, e, mbola any an-kibon ny omby izany e izao ankehitriny izao no anontaniako.
Ao an-dafin’ony ao ao ny tanim-piravoana feno antsa sy mozika fa jesosy manoloana o! Ry foko mifalia ka ravao ty fonjanao; mihatràna ka banjino io no ilay kanananao
Important de faire connaître à l’équipe d’audit ce qui est jugé comme performant ou non performant, comme convenable ou non convenable. A la fin de chaque mission, le chef de service audit prépare une feuille d’évaluation de chaque membre de son équipe. On établit une note en fonction des points forts et ponts faibles ...
Ny teny taterina dia tsy maintsy misy fotoana nitrangany na nanehoana azy tany am-boalohany. Ka io fotoana io dia miainga amin’ny fotoana ankehitrinin’ny mpiteny.
Ny fahatanorana no azo lazaina ho fotoana lava indrindra amin’ny fahavelomana. Misy fiaintraikany ao amin’ny fiarahamonina sy ny firenena manontolo, ny fiainan’ny tanora. Izany no tsy maintsy handraisana andraikitra amin’ny famolavolana ny tanora mba tsy hivaona mankany amin’ny tsy izy ny fiainany manoloana ny fiovana ...
Lroccident 227-228 iv
Joba 1 21b 372 s ratany, irery teo akaikin’ny fasana , and.8, in vondrona ambara 2, tak.41
Fitra , soratana fitra,
Ny lafiny fiarahamonina niala teto madagasikara ireo mpampiasa vola vahiny noho ny fisian’ny korontana pôlitika. Nihamaro ny tsy an’asa izay niteraka tsy fandriampahalemana sy asan-jiolahy samihafa. Niseho lany tetsy sy teroa ny kolikoly. Najoro teo anivon’ny
Soka sokasoka sokafina
Irony loko manga mitory fifaliana
Jiafotsy no atao sarony ary araikitra amin’ny tany manaraka ny
Tokoa aho. Tsiry tsia, tsy mitana alahelo aho fa mamela anao, ary ny vintana no tsiniko fa namily ny zotram-piainantsika. Mino mahita ny mahazo ahy ianao dia milaza izany nisy safidintsika tao ! Eny e ! Safidiko angaha no marina ! Tsiry mahery ny vintana ry mino ka tsy ampy hatosiny raha ny safidinao. Amiko, mbola vint...
Fanontaniana momba ny vaky boky
Mba efa renao moa ny kotro-bara-dririnina? Mba efa hitanao ny atsanga tsy aman’orana? Mba efa tsinjonao moa ny masoandro misasak’alina? Mba efa nahita akoho nanatody indroa indray andro moa ianao?
L’approche du programme dans son accompagnement du pali cherche à rendre conscient et responsabiliser davantage le pali dans son propre développement et lui faire comprendre que les projets et programmes sont là pour donner des appuis mais ne réalisent pas les actions à sa place le programme aide le pali à définir lui-...
Ho azy fiara, rehefa nampian i
Miverina amin’ny endrika samihafa ao anaty andinin-tononkira iray eto ny fototeny tsena ny voalohany, amin’ny filaza tsotra; ny faharoa kosa, amin’ny fiaza mandidy.
Tsapa fa mihena isan-taona ny taham-pahafahana fanadinana araka izao tarehimarika izao, toraka isan’ny koa ny fahavitrihan’ny mpianatra noho ireo antony efa voalaza ireo.
Pejy voalohany naparitak’ireo jiolahy
Toy izany koa aty amin’ny taranja malagasy, misy antony avokoa ny ianarana ireo fandaharam-pianarana voasoritra. Andeha hojerena ny momba izany.
Observatoire national de l’emploi et de la formation institut national de formation article 24. Des arrêtés du ministre de l’education nationale et de la recherche scientifique fixeront, en tant que de besoin, les missions et les structures des différents directions et services du ministère. Article 25. Toutes disposit...
Ny fararano volana aprily-jona .
Koto koa maninona?
Dian-tananao
Ganagana nitety tombana ny remby tsy azo moa ny tratra mangana
Lesona pédagogie taona fahatelo, 2007-2008, ens 23 le modèle soma de la situation pédagagique, selon legendre , 1988, p.515, claude germain, in evolution de l’enseignement des langues 5000 ans d’histoire, didactique des langues étrngères, p. 10 96 eto dia ny fomba fampianarana nifototra tamin’ny mpampianatra b, no nata...
Teo amin’ny lafiny fampianarana mahatsapa ny gazety takariva fa latsa- danja ny lafiny fampianarana eto madagasikara. Tamin’ny taona 1956 izao, dia ankizy 736.000 no tokony hianatra any amin’ny sekoly fanabeazana fototra ecole primaire , nefa 283.454 fotsiny no tonga manoratra anarana, izany hoe 348.000 eo no tsy mahit...
Toy izany i felana tsy marin-toerana satria tsy mijanona amin’izay nametrahana azy, ary izay no nandaozany ny tokatranony, fa ny zanakondry kosa tsy mandao ny trano fonenany. Anteriny hatrany izay fiheverany an’i felana izay ary nabaribariny fa ao aminy kosa ny fahendrena. Fa ny zanakondry kosa voatendry hitoeram-pahen...
Manampy betsaka ny mpanoratra amin’ny famoahana ny hevitra sy ny fihetseham-po ny zavaboary sy ny tontolo manodidina. Tanisainy sy lokoiny ao amin’ny asa sorany ireo mba hampivoitra ny fihetseham-pony hifanaraka amin’izay tiany ambara.
Tokony hijanona eo aminrny fahazoana ny lahatsoratra fotsiny ny fanontanina apetraka aminrny mpianatra. Indreto misy ohatra vitsivitsy ohatra 1 lahatsoratra 1 vetsovetso
Fanovana fomba fiheverana i-5. Antony eo amin’ny lafiny toerana 002
Famintinana forotra mahamafy orina ny fampandrosoana ny firenena ny fampianarana. Ny olona nianatra tsy very mandeha , hoy ny fitenenana. Tsy ho enta-mavesatra ho an’ny firenena ny tanora ao aminy rehefa manana fahalalana hoentina miasa. Ny fampianarana no mamolavola ny sain’ny mpianatra hananana tahirim-pahalalana hoe...
Manokana eto ny azo ampiasana ireo piesy teatraly ireo eo amin’ny sehatry ny fampianarana. Ny mikasika ireo hevittra ireo àry no handrafitra ny fizarana fahatelo.
Kanefa kosa indray izao no toetra hita mivelona amin-kafa ity hazo soa ity. Manao fiainan-kongona na toetram-parazita 20 raha sitraka ny mpiahy miferinaina ery.
Fampiasana teny verindroa ambaran’i peyroutet fa manamora ny fomba fandraisana hafatra ny famerimberenana. 198 fantatra moa fa misy karazany telo mazava tsara ny teny verindroa. Ao ny teny verindroa natao mba ho fanamafisan-kevitra, ao ireo teny tsy maintsy atao verindroa, ao kosa ireo teny verindroa natao ho fanalefah...
Amin’io hira io dia isehoan’ny métaphore azo avy amin’ny fampitoviana ny anoharana sy ny oharina. Ka ny vavaka no navohitra sy nampiasaina ho oharina. Ny fofon’aina kosa no anomarana nampitoviana taminy, manao hoe vavaka no fofon’ainy ho an’ny maintimolaly izany dia tsy misy hafa amin’ilay rivotra mivoaka sy miditra ts...
Tppv travaux pratiques pour la production végétale pa production animale mc machinisme
Isa 3 36 72
Fanoherana ny kilasisisma
Tsaroana fa samy manana ny fomba fanakarany hevitra ny mpianatra tsirairay hoenti-mikendry ny fahazoana manaraka izany, ny fahazoana dia milafika any an- tsaina ka tsy azo tsapain-tanana. Ambaran’ny mpandinika fa tsy voafaritra mazava izay ao an-tsaintsika olombelona, ka sarotra ho an’ny olona iray na dia ny mamantatra...