text stringlengths 10 11k |
|---|
Faneken’ny saina fa tsy maintsy misy fahoriana tsy maintsy ekena fa misy ny fahoriana ka tokony ho vonona ny rehetra indrindra fa isika olombelona. Hoy rabary ao amin’ilay lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe ny fahoriana ao amin’ny bokin-drakotoarivelo harimalala perla73 manao hoe ny fahoriana dia tandra vadin’ny hod... |
Op. Cit, tak. 17, and. 3 122 nasolo, antso farany , in v. A, tak. 2 |
Ny itoviany -asa fandrindrana an-tsoratra -zava-kanto vita amin’ny teny -asa fandalinana sy fikarohana -tantaram-piainan’olona -namboarina avy amin’ny zava-misy -miantefa any amin’ny fihetseham-pon’ny mpamaky |
Ny angidina no oharina ary ny olombelona no anoharana. Izany dia fantatra tamin’ny alalan’ny teny maneho fanovana endri-javatra izay miray seha-kevitra amin’ny anoharana |
Ry rené coty, roger duveau, fournier sy ny namany tsy voatanisa, izay nitana ny anjara asa solom-bavam-bahoaka frantsay. Saika nahitana frantsay avokoa tao amin’ny fitondram-panjakana. Raha jerena ifotony, dia azo natoko ho roa ihany koa ny malagasy ao ireo mpitondra fanjakana |
Jilatra jilarina, fnjilarana, jilaro lonjehitra filonjerana fanova r no miseho eo amin’ireo fototeny ireo ao amin’ny endrika am-panovanana. |
Diplome d’etude d’approfondies |
Na mamiratra aza ny andro rehefa tsy eo anilanao zava-poana kianjoanjo tsy manjary izay atao fa eo anilanao lohantaona lalandava feno zava-baovao mahamirana ny tava ny an’i vatoary kosa indray dia manome hatsarana sy famirapiratana ny tontolo rehetra iainany ny eo anilan’ilay tiany. Ohatra 3 tononkalon’i nofy, tsy mani... |
Fetran’ny asa |
Tsanganana 07 ireo tanoran’ny faritra loharanon-kevitra lala colombe rakotomanana, 2011 |
Aorian’ny famakian-teny |
Fety michel, nahoana no avondrona ho fokonolona |
Ireo firafitra ireo dia mety ho hita amin’ny tononkalo manara-drafitra sy malala-drafitra. |
Ka ny zokiny ho ampinga hiaro an-jandriny tokoa sy hitari-dalana azy amin’izay mba mahasoa. Niangaviany tamin’andriamanitra ny hananan’ireto zanany toetra mendrika hoenti-miatrika ny fiainan-ko avy. Samy hahay hitana ny andraikitra izay tandrify azy avy. Izany toetra izany moa dia efa raiki-tampisaka ao amin’ny mpanora... |
Mpanolotra |
Asiniony 1996 |
Lalan-tsaina mitondra amin’ny fampandrosoana haingana kokoa ny fijerena izay tena laharam-pahamehana ao amin’ny fiarahamonina iray, izany hoe, izay mifanaraka amin’ny hetahetan’ny vahoaka maika indrindra. Ny fikatsahana izay tena maika dia midika fitadiavana lalana haingana indrindra amin’ny fampandrosoana. Raha ambara... |
Alohan’ny hidirana amin’ny fanadihadiana ny fomba filazan-javatra dia tsara raha fariparitana fohy ny momba ny sehatra iasana. Ny boky mitondra ny lohateny hoe zetra no hanaovana ny asa fikarohana. J. Nalisoa ravalitera, zetra, t. F. L. M. , antananarivo, 2005, 96 takila. Hojerena ao anatin’izany ny endrika ivelan’ny b... |
Anjara asan’ny mpianatra tompon’andraikitra ny mpianatra amin’ny fahombiazan’ny fianarana izay ataony amin’ny maha singa fototra mandrafitra azy ao amin’ny telolafy haifampianarana sy noho izy iantefan’ny fampifantohana. Manamafy izany i tardif 1992 307 manana anjara andraikitra lehibe amin’ny fahombiazany na amin’ny t... |
Ceg ankorona 4 kolejy flm ankorona 4 |
Loharano nanovozan-kevitra boky amin’ny fiteny frantsay barthes r. , introduction à l’analyse structurale des récits, edition seuil, paris, 1970 le degré géro de l’ecriture, edition seuil, paris, 1972 |
Pahasalamana koa |
Kisary 3 maneho ny isan’ny mpikambana arakaraka ny |
Mpanoratra hoe fonja hirindrina mandrakizay ireo fampitahana ireo no tena manasongadina fa toerana fitehirizana razana ny fasana. |
Misy koa irony karazan-dalao miendrika fampiasan-tsaina; toy ny daomy , belotte izay karazan-dalao vahiny nahasarika an’i nampoina. Ny fampiasan-tsaina no zava-dehibe amin’ireny lalao ireny hoy hatrany izy fa tsy ny fanamby atao aminy. Manana fomba fijery malalaka ny mpanoratra teo amin’ny sehatry ny fialamboly no jere... |
Andrefana ireo ihany y ny olon-drehetra izahay, manana ny fialambolinay izahay ary manana ny ankohonany avy koa hoy ny |
Miantomboka amin’ny m- tandindon’ny tovona mifamaly eo amin’ny sokajy m mi- amin’ny teny swahili. Ohatra mahabibo mabibo mbibo mibibo, mahôgo na mangahazo mhogo mihogo, mokotra mkoche mikoche, mokonazy mkunazi mikunazi. |
Tontolon-ketaheta ny hanitry ny teny hamony finiavana ho aina vao mitepon’ ny fon’ny tanindrazana |
Lettre à monsieur félix faure, président de la république |
Fanolorana ny drafitra ireo singa fototra hita ao amin’ny olombelona ka misy ifandraisany amin’ny fanahy. Famaritana ny fanahy. Ny endrika isehoan’ny fanahy. |
Alif amin’ny endrika mahaleo tena |
Hananany. Harena ho an’ny mpanjifa kosa ny fahadiovan’ny koba ampidiriny am-bava, satria antoka iray ho an’ny fahasalamana izay voalaza fa voalohan-karena ny sakafo madio. Noho izany, heverinay fa antoky ny fahasalamana azo avy amin’ny fihinanana koba ireo fitandroam-pahadiovana voalaza ireo. 3.4.2. Ny serasera tolo-ke... |
Lahabolana iray ao anatin’ny fiarahamonina; natao ihany koa hanakarana ny fombam- piarahamonina amin’ny alalan’ny asa soratra. Raha adika malalaka dia toy izao no azo amaritana io haitsikera io ny hoe haitsikera ara-piarahamonina dia lalam-tsaina handinihana ny fifamatoran’ny fiarahamonina sy ny asa soratra. Niresaka m... |
Mpanapa-malo olona havanana amin’ny fandravonan- kevitra, manao ny rijan-teny amin’ny fehin-kevitra farany amin’ny malo. |
Faritra fivezivezen’ny mpampianatra a ao an-dakilasy fizotran’ny fampandraisana anjara nataon’ny mpampianatra a |
Fiainana fa ny filofosana amin’ny asa fivelomana. Noho izay toe-javatra izay dia ny fanabeazana ny zaza hiatrika ny foto-pivelomana no imasoan’ny ray aman-dreny sy handrisiany azy mafimafy kokoa toy izay ny fianarana any an-tsekoly. Eo amin’ny lafiny fahasalamana, ahitana karazany roa ihany koa ny eo amin’ny sehatry ny... |
Ratefinanahary minosoa |
Hatramin’ny fanambinana isan-karazany no mandamoka be ihany fa ny ambolen- tsy maniry, izay asosoka maty maso, ny am-pahitra kongonina, ny am-pisoko deronina, ary ikoto sy ikala tsy hita veroka. Manaraka izany, mety ho totoim-bintana ihany koa ny olona rehefa tsy mahay manaiky ny vintany. Ohatra razorizety nototoim-bin... |
Avy amin’ny fototeny rary no ahazoana ny hoe rariny sy ny matoanteny man-drary, teny ampiasaina amin’ny hoe mandrary tsihy. Amin’ny fandrariana tsy maintsy apetraka amin’ny toerana tokony hisy azy ny singa tsirairay arakaraka ny lokony, ny habeny. Maro ny hevitra mety ho azo takarina avy amin’ny hoe mandrary, fa izay m... |
Talentany sy ahazoan’ny rehetra mahita tsara ny mpanao vakodraza? A. Tsy mifidy toerana toy ny dongona ny fety any amin’ny fokontany. |
Nezahina navohitra tao ny fandraisan’ny tantsaha anjara amin’ny fanapahan-kevitra izay ho rafi-pitantanana ny rano. |
Ny fahaizana mifantina ny olona hiarahana |
Ny verindroa am-panovanana dia verindroa natao ho an ny vanin-teny manaraka ny misy ny tsindrim-peo no miverina fa tsy ny teny manontolo akory. Ny fototeny mingadona no tena ahitana izany araka ny ohatra eto ambany. Fa vitsy dia vitsy ny tranga hita amin ity karazana verindroa ity. Ahitana fitovian-kevitra ihany anefa ... |
Hatrizay naha-nosy an’i madagasikara dia tsy mbola nahitana na |
Nangidy loatra ity hoe ratsiry tsy i tsiry koa! Hoy ny fiomehiny |
Misy ifandraisany betsaka amin’ny asa fikarohana nosafidinay ny lafiny tantara. Noho izany, tsy azo atao ambany maso tsy hita eo anatrehan’ny mpianatra ny tantaran’ny faritra misy azy. |
Amin’ny ankapobeny dia manodidina ny 768,7 milimetatra eo ho eo ny haavon’ny rotsaka orana ato amin’ity kaominina ity ao anatin’ny taona iray. |
Ny teo anelanelan’ny taona 1929-1939 |
Ny anaran’ny vato a! Dia ratiatabataba a! Fa tsy tia monjomonjo a! |
Toy izao no voalaza momba ny registre dramatique izay nadikanay hoe endri-pampiontanana mampitaintaina au théâtre comme dans le récit, on parle de registre dramatique pour un texte où se succèdent les péripéties. Ce registre maintient le spectateur ou le lecteur dans un état d’attente |
Amin ireo akora an-tsoratra no nahitana rakitra efa ela ny kolontsain ny ntaolo. Misy no voarakitra ao amin ny boky fa misy koa ao amin ny gazety samihafa. |
Fizahan-takila |
L v l v l v l v l v l v l |
Hoe na lehibe sy zokiny aza aho, mbola misy kay ny lehibe noho izaho sy mbola zokiko. Tena tsy tokony hieboebo! Dia tsy niady ny ho zokiny intsony, hono, ny farihy sy ny dobo. Rabenandrasana lalao françois, angano vakina boky faharoa, p.15 |
Asa ataon’ireo mpandrafitra na mpanambatra ilay horonan-tsarimihetsika ny feo na feon-kira na hira fandravahana. Atao izany mba hanomezana aina ny fizotry ny tantara sy hisintona ny mpijery hifantoka. Amin’ny alalan’ireo fitaovana mamoaka feo zava-maneno matetika no anaovana azy. Misy koa ny fitaovana manokana ao amin’... |
Anton’ny safidy lafim-piainana iray midadasika ny fanabeazana. Maro rantsana sy maro sampanana ny lalana hahatongavana aminy, ary toy izany koa ny tanjona kendrena aminy. Nosafidina ny hanadihady ny asa soratry ny mamatonalina, satria 1 sartre j. P. Qu’est-ce que la litterature ? , collection idée, gallimard, p 79. Bie... |
Certains ministères ont déjà favorisé l’espacement des naissances par des actions spécifiques avant l’adoption de la loi sur la population en 1990. Actuellement, le ministère chargé de la santé s’occupe de la planification familiale. Le ministère de la santé et de la planification familiale assure donc la tutelle de l’... |
Jacquet s. 1995 |
Lôranjy, mokotra, mokonazy mamy ery ny lôranjy, ary tsy mandeha lavitra akory, fa ety ivelambelan- tanàna fotsiny dia mahazo mokôtra mbamin’ny mokonazy. V. A. Tak141 mikatsakatsaka maka voankazo eny amin’ny sisin-dalana lalovana izy rehetra fa voka-dava ny mokonazy sy mokôtra v. Tak215 alan-drofia |
Hita eto fa mifamaly avokoa ny vanim-pehezanteny mamorona ny fehezanteny telo. Mitovy ny vanin’ny fehezanteny. Torak’izany koa ny hevitra ambaran’ny fehezanteny tsirairay. |
Ny fanovana endri-javatra mandoko ny fiteny miorina amin’ny fitaovam-piadiana |
Ramaka mandoro tanety ramaka voasambotra |
A, heritreritra , tak.35, and 4 |
Manazava izany aminrny alalanrny voambolana tsotra. Mba hanavahana azy dia atao anaty mahitsy zoro mba ho mora aminrny mpianatra ny mandray azy. Hoy richaudeau, rtsy voatery ampifanarahana aminrizay voambolana efa anananrny mpianatra fotsiny no ampiasaina ao anaty boky, fa ny hampianatra azy voambolana vaovaor104. Tsy ... |
Amin’ny maha sekoly tekinika ny ltp alarobia, dia ahitana ireo sampana telo lehibe fahita amin’ny sekoly tekinika izy. Tsy inona izany fa ny fpi, fpq ary ny ftg. Misy fampianarana ambaratonga ambony ihany koa diany bts izany. Ny fpi, dia ahitana ireo seha-piofanana telo ireto électrotechnique électronique fabrication m... |
Seho vi samy tsy miteny 7 segondra eo ho eo izy mianaka |
Zavatra manana ny hasiny no ampiasaina amin’ny fandraisana ny andriana. Ny olobe eo an-tanàna, ny mpisorona sy ny mpanotrona azy, no misolo ny andriana amin’ny lanonana andavanandro. Kôpy sy lasety no ampiasaina amin’izany. Fitaovana vaovao manana ny fiandrianany ireo tamin’izany fotoana izany. Ny teny hoe kôpy dia avy... |
Ireo mpanoratra tranainy hafa anefa izay mitovy amin’ny radcliffe brown izay mankafy ny fiheveran’i durkeim dia maneho endrika fidirana ao anatin’ny fombafomba sy ny maha izy azy ny fombafomba mba hanehoana fa ireo fombafomba ireo dia manamafy ny fifandraisana, mikendry ny fiontanam-po mahery vaika. Izy ihany koa dia m... |
Raha hofintinina izay nambara tetsy aloha, dia ny fomba fahitan’iharilanto patrick andriamangatiana ny tontolo manodidina ny tanora mihitsy no nasehon’ny fanadihadiana tato anatin’ity fizarana faharoa ity. Notakarina avy amin’ireo singa mandrafitra ny tantara foronina izany. Hita tao amin’ny fitsikerana ny fiainan’ny m... |
Amortissement |
Tsy fahatongavana 3 7.58 0 0 totaly 68 51.52 68 51.12 totalibe 132 100 133 100 loharano mpizatra asa , desambra 2019, fandinihana natao tao amin’ny 1ère c , lmai |
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale |
Fanamarihana mandritra ny fanatanterahana ny fampiasana no hanamafisana ny lesona efa vita tany aloha izay manome ny toro-marika sy ny dingana arahina hahafahana mijery ny teny manan-danja sy ny hevi-dehibe. |
Monsieur andriar’ samuel, maître de conférences, chef du département de la formation des encadreurs et l’education à l’ecole normale supérieure d’antananarivo. |
Taranja tokana |
Fizahan-takila tovana |
Taorian’ny nanambadiany besalampy 1946 |
Fanamarihana |
Riba a- andriamanitra zanahary razana b- ny marina -rariny-hitsiny d- ny tsiny -ny tody e- ny vintana anjara -lahatra- tendry |
Ankitsikitsika, fenomanana, amboatavo rubis tourmaline loharano mpanolo-tsaina kaominaly antsahalava |
Tatitry ny asa vita |
Ny fisehon’ny fitsimbinana ny aina 1- fikolokoloana ny vatana fampitomboana ny herim-batana amin’ny alalan’ny sakafo ara- pahasalamana fanaovana fanatanjahan-tena fisorohana ny zava-dratsy mety hanimba ny vatana. Hoy ny ntaolo ny mahery tsy maody tsy ela velona 2- fanarahana fitsipi-pitondran-tena mendrika mifanaraka a... |
Ainsi, nous proposons quatre solutions le respect de la politique de vente, la création des canaux de distribution, le renforcement de la campagne publicitaire, la conception de nouveaux produits et enfin, la responsabilité de l’etat. |
Zava-nitranga efa am-polony taona lasa, araka ny fitantaran’atoa theo. 48 loharanon-kevitra atoa rakotondrasoa daniel, fokontany tritriva, kaominina tritriva 49 loharano andriamatoa rakotondrasoa daniel, fokontany tritriva, kaominina tritriva |
Nefa raha mbola mikiry, ny rariny sy ny hitsiny; fitia tsy nangalarina ny anay, ka sanatria izay mba ho fay. O ry vintana ô! Tsy hanampy ve fa dia hanary, o izahay tapi-dàlan-kaleha. |
Sy warren taratry ny zava- misy ny literatiora, ary tahirin- kevitry ny fiarahamonina 66 tsy mba mpanao ambany maso tsy hita , na mpilaza ny fiainany samirery ihany koa ny mpanoratra, hoy i randja zanamihoatra. Toy izao ny filazany inona moa anefa ny poeta sy mpanoratra? Va mitondra ny feon’ ny tenany araka izay ihever... |
Eny anivon-takariva mampiherika mpandalo |
Hafatra mikendry ny hahaizan’ny mpianatra mampihatra izay omena azy amin’ny sehatra sy ny fotoana ary ny toerana tokony hanehoana izany. |
Ny paika fikarohana natolotr’i jean paul weber, dia mifototra amin’ny fitadiavana ny lafika tokana izay manindry ny pôeta hita ao amin’ny tononkalony. Mialoha ny hirosoana amin’ny fandinihana izay atao anefa, dia tsara aloha ny mamantatra hoe inona moa io lafika tokana io? Toy izao no famaritan’i weber azy io ny lafika... |
Rehefa nahazo ny mofo dimy sy ny hazan-drano roa tamin’ny mpianatra i zezo dia samy nalamindamin-drazezo tamin’ny ahitra131 tsaratsara ny vahoaka |
Hanototra ny hantsana natao mba hanavahana ny zoky sy ny zandry tsy hifampindran-tsandry. Ny mamatonalina. 19 aogositra 1989. Tanjombato. 10. Mba tantano ray ô! Ry raiko feno antra indro mba tantano ’ty lalan-janakao fa lomotra malama mamotraka, manala ny aina tsotra izao ireto fahoriana, tohivakam-pijaliana tsy hita f... |
Formation des adultes la politique de réinsertion n’a pas négligé les adultes vu que ces derniers bénéficient gratuitement des programmes d’andragogie et des formations professionnelles. La première vise essentiellement à accroître le niveau de connaissance des paysans pour pouvoir échapper aux abus rencontrés par ces ... |
Raha voarara tsy mahazo mivoaka an’i marovoaikely noho ny fisian’ny fikomiana ory izy mieritreritra ny fankanesana any besalampy izay hafoy indray. Toy ny mahita miserana ny fitsikin-drasazy sy ny fahamailamailaky ny fihetsiny izy, toy ny maheno ny ny fikorinan’ny hehiny v. A. Tak236 |
Ny sandany |
Fafana 16 ny taonan’ny mpianatra kilasy faharoa ao amin’ny lisea mahitsy, fpe 2012-2013 loharano mahefanirina ando, marsa 2015 |
Rehefa tia miray fanahy, dia fady izay hizarazara; izaho azy izy ahy, fa sady tiana no anjara rehefa tia sy mifanaiky, |
Eo amin’ny lafim-pandinihana mitety vanim-potoana dia azo heverina fa tsirinteny ireo vanin-teny voalohany tsy mitondra tsindrim-peo sady tsy miverina ireo. |
Koto ka andraso i dada fa mody antoandro eo izy e! |
Ny tononkalo |
Ny embona sy hanina |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.