text
stringlengths
10
11k
Fihetsiky ny olona tafiditra ao amin’ny fandalinana tahaka ny andinihany ihany koa ny hevitra fonosin’ireny hetsika ireny. 9 toy izao kosa ny momba ny multi-rationalités
Izaho dia tia voankazo fa ny tena halako dia ny voamadilo, 15 ala ratsiana tamin’ny malalako nirango toy ny bilo
Valeur ajoutée la valeur ajoutée traduit le rôle créateur de l’entreprise. Elle exprime l’augmentation de valeur apportée par l’entreprise du fait de ses activités de production ou de commercialisation. La valeur ajoutée est égale à la différence entre la production et la consommation achats consommés, variation de sto...
Mitomany amin’alahelo izy, mandritra ny alina, vonton-dranomaso ny takolany, tsy misy mampionona azy ireo mpitia azy rehetra, nivadika taminy ireo namany rehetra ka tonga fahavalony.
Embona an’i dada
Araka izany dia nosafidina ny teny malagasy mba hahazoana maneho ny zava- misy marina eo amin’ny fiaraha- monina. Raha atao amin’ny teny vahiny mantsy ny lahatsoratra dia ampahana olom- bitsy ihany no mahazo izay lazaina fa raha amin’ny teny malagasy kosa dia miantefa indrindra amin’ny malagasy ny hafatra. Izany no aha...
Mpankafy azy tokoa eny fa na dia ny ankizy mbola badabada aza ka tsy mahafantatra akory izay dikany sy ny tiany hambara. Misy akony lehibe eo amin’ny rango izany ka mahatonga azy hihen-danja ary hadino mihitsy. Ambaran’i j. Imbe fa ny fifandonan’ny riba anankiroa tsy mitovy no mety miteraka ny fihemoran’ny lahateny nen...
Ny filalaovana amin’ny alliteration sy ny parallélisme mandoko ny fihirana fandresena miantefa amin’izy ireo. Ny tamberin-jana-peo dia mandoko ny fihetsika feno tsiky eo amin’ireo olon- droa, izay hamafisin’ny fifamalian-drafi-pehezanteny mitovy hevitra, mitovy vahana fa olon-droa ireo miara-paly; eto izany dia hita am...
Ankoatra ny fivarotana tanindrazana, dia lafin-javatra miteraka ny alahelo ihany koa ny zava-misy eo amin’ny firenena vokatry ny ataon’ny mpitondra sy ny entina. Ohatra ao amin’ny hg1 and 18 201 kroeber in guiraud et kuentz, op cit, p 13 un style est une orientation dans une culture ou une civilisation un moyen cohéren...
Izay ilay izy 79, i anja no anarany ao amin’io tantara io, ary renim-pianakaviana izy.
Azy. Mbola hita soritra eto ilay hafaliana mameno ny fon’ny ankizy ka mahatonga azy tsy ilaza zavatra betsaka. Tsy nataon’ny mpanoratra anehoana ny fihetseham-po manoloana toe-javatra iray fotsiny ny nampiasany ny andalana antonony ao amin’ireo tononkalo voarakitra ho an’ny ankizy. Mifandray amin’ny pisikôlôjian’ny ank...
Modèles linguistiques
Nanehoan’ny malagasy ny fanajana ny razana ihany koa ny fikarakarana atao amin’izy ireny toy ny fanaovana famadihana tanjony amin’izany ny hahazo ny fitahian’ny razana. Maro tamin’ny malagasy no nanatanteraka izany. Ohatra hanao famadihana makotroka hanafian-damba ny razana sasany ato atsimon-trano izahay koa mihevitra...
Csb centre de santé de base ii
Kirisitianina rehetra ao amin’ny fiangonana katôlika, na ao amin’ny paroasy na eo amin’ny disitirika ny vovonana. Ny vovonana telo ambiny kosa efa tafajoro tsara ary efa miasa. Tsy anavahana izy io fa mitambatra ao avokoa na ny ao anaty fikambanana masina sy vaomiera na tsia. Misy mantsy olona tsy mba mety miditra anat...
Olana ara-piarahamonina
Tsy fiambakavakany rehefa manazava lesona. Anisany nanamafy ny traikefa ananan’ity mpampianatra ity ny tsy fiovaovan’ny vontoatin’ny fandaharam-pianarana efa ho taona maro izay. Hoy i malalaniaina elisoa 2013 85 iaraha-mahalala fa ny fahazarana amin’ny fanaovana asa iray, na ny fananana traikefa dia miantoka ny fahatsa...
Mpiara-monina kristiana
Vola mpiasana hôtely tsy mahagaga e! 93
Toy izao indrindra no hita ao amin’ny tantara saingy toa tsy mba nihatra mivantana teo amin’ny fiainana ny fahatanterahan’izany fahaleovantena ny tantaran- drakoto
Izay ny momba ny mpanoratra sy ny nanatontosana ny boky. Ahoana kosa indray ny bikabika ivelany? Horesahina amin’izany ny habeny, ny hateviny, ary ny taratasy nanaovana azy.
Amin’ny fiteny merina, ny endrika mpandihy niova ho pandihy miraraka ny fikentsona satria mety ho niharan’ny fiteny atsimo atsinanana na koa mitazona
Rehefa voarain’i pasitora ny hafatra, izay mpandray ny hafatra voalohany ny hafatra dia hampitany mankany amin’i jesosy izay mpitondra ny hafatra faharoa. Jesosy indray no mampita ny hafatra any amin’andriamanitra izay tena hiantefan’ny hafatra dia ny mpandray ny hafatra fahatelo izany. Mandefa setrin-kafatra mankany a...
Ara aroborobo ny mamalitse karakato ny lanitse sao! Voly valio karapapoake ny mpamorike
Ny o. M. S
Ny fanomezana fahafinaretana ny mpianatra mandritra ny lesona atao izay hahatonga ny fampianarana miendri-dalao, nefa tsy mivaona amin’ny vontoatin-desona ny zavatra atao amin’izany. Raha hampianatra ny rariny, ohatra, dia atao lalao aseho an-tsehatra ny tononkalo hoe ny rarin’ny matanjaka nosoratan’i jean narivony.
Ny boky itrimofoloalina
Brig ad ie r
Voatery nalatsaka koa ny tsaika sasany mba hitovizan’ny ba , ahitana izany, ohatra, ao amin’ny fiandohan’ny ton 97, andl 3 sy ao amin’ny ton 11, andl 1. Toy izany koa no hita amin’ny fifaran’ny andl 3, 4 ao amin’ny ton 57.
Hay tamy ianao! Hoy rainy. Tsy dia izy loatra no resahinay mivady eto fa ilay vahinintsika teo. Mampalahelo anefa fa somary tratra aoriana ny fahatongavanao! I mahaly ve? Hoy i noro nitonjona sady nanodin-doha. Saika hifanena tamiko tatsy am- piolahana tatsy tokoa, saingy nidifiako malaky ireny ka zanak’olona! Hoy ny r...
Fandola na ilay lavenom-potsy f. L nosoratan’i idealy-soa.
Vintsy n 2, antananarivo, graphoprint, 28p. 1993 vintsy n 7, antananarivo, graphoprint, 28p. 1994 vintsy n 12, antananarivo, graphoprint, 28p. 1997 vintsy n 20, antananarivo, graphoprint, 28p. 1998 vintsy n 22-23, antananarivo, graphoprint, 52p. 1999 vintsy n 25, antananarivo, graphoprint, 24p. 1999 vintsy n 26, antana...
Mampiavaka ity mpanoratra ity tokoa ny fanoratana tononkalo fanao amin’ny fahafatesana. Nataony izy ireny tamin’ny fotoana fohy mialoha ny handevenana ireo namana aman-tsakaiza, mpiara-miasa heveriny fa mendrika ny hotsaroana teo amin’ny toetrany sy ny andraikitra nosahaniny. Noho izany, dia nolazalazainy ao amin’ilay ...
Lisitry ny fafana
Rajaona s ny zava-kanto vita amin ny teny,
Aoriana, vao mainka mafy ny fakam-panahy tamin i ravo satria izaho izao lasa tale izao izy mihamisisika mafy amiko, izaho somary te hihataka satria sady efa mba olona ambony no toa matahotra, toa te hiafina, no tena te hanatona ve? Mhm ho hita eo.
Endrika nandalo
Sary 2 ny endriky ny tanàna sy ny tao-trano ao antananambo
Va tak 34 kanto dia kanto tokoa ilay toerana nisy farihy lehibe iray koa teny amin’ny lafiny atsinanana, ary mamirapiratra aok’izany tarafin’ny masoandro madiva hilentika, vorom-potsy an-jatony no manomboka maka toerana teny an-tendron’ireo zozoro sy hazo manamorona ilay farihy. Manakoako ireo feom-biby isan-karazany i...
Vohitra nanompo ny andriambavy teo ambohijanamasoandro
Ireo teny savily fampiankinan-kevitra
Manazava ilay hevitra miainga amin’ny zava- nisy nipoirany.
Tina jereo ka mbola be sento ihany; fa maninona mihitsy ny malalako e?
Raha nivaingan-ko lakana ny hazo, ny tany nitaiza no tsara. Ny tokantrano no tsy mba malazo, ny vady no mahakarakara !
Vonona hanasoa anao n’iza n’iza hankahala sanatria zay hihoatra vala. Maneho ny périphrase eto ny hoe sanatria izay hihoatra vala entina milaza ny fittiavana ny tanindrazana izay tany nipoirana, ka na iza mitady handrava ny firaisan- kinam-pirenena dia asehony amin’ny teny milaza fandavana sy tsy fankasitrahana hoe san...
Andriamalala e. D hetraketraka i. Tranom-printim-pirenena. 1966. 200 tak fanagasiana. Librairie mixte. Analakely. Antananarivo 1999. 59 tak
Misy mihitsy aza dia sahy milaza tsotra fa efa lasa adala mirediredy lava toa olona nisosa ka mampisalasala.
Ny tanjona fahiny dia ny fahavokaram-be ho an’ny mpiray tanàna manontolo no notanjonin’ny mpamahoaka. Ankehitriny kosa dia nafantoka indrindra ho amin’ny fahatongavan’ny mpizaha tany sy ho sehatra iveloman’ireo mpanakanto izany. Tsy mifanipaka akory ireo tanjona ireo, satria ny fandrosoana eo amin’ny toe- karen’ny fari...
Endriky ny lohateny
Dia ny andron’ny fahazazana teo anilan’i dada sy i neny fotoana tena nihantahantana tsaroana lava, tsaroana ombieny.
Inona no tena tadiavinao? Hoy indray ilay mpanozon-doha sanganehana.
Concept des risques
Ny asa aman-draharaha niandraiketany
Avy aiza isika olombelona? Araka ny hita sy voalaza ao amin’ny lahabolana, dia tsotra ihany ny fiaviantsika ; andriamanitra no namorona ny olombelona. Ireo mpamorona sy mpihira zafindraony ireo moa iaraha-mahalala, , fa samy olona notaizana sy nobeazina tamin’ny fiainana kristinina avokoa, hany ka izay ambaran’ny baibo...
Amin’ny kolontsaina tsirairay, araka ny fomba nentin-drazana sy ny anganon’ny ntaolo, mandray ny karazana fomba indrindra amin’ny hafa. Betsaka ny fivavahana tsy manatontosa ny sorona. Ny fombafomban’ny jiao de renouveau ao amin’ny tao stes dia miatomboka, eo no misy ny mpampianatra mampianatra, amin’ny fandiovana ny h...
Nefa any, indray andro, raha ny andonao hiraraka, hampilofika anao aiza anie ka aiza izany 15 mitsikia tsy satry ihany eo isika vao tafaraka, eto an-tany ianao ho tany, izaho koa anie ho tany.
Fafana 5 isa azon’ny mpianatra kilasy voalohany d3
Fototra iray lehibe mahatonga ny fahasamihafana endrika eo amin ny teny atao verindoa io fifanoloan ny renifeo amin ny io. Tsy ao an-tsain ny mpiteny intsony ny hamerina ilay feo niova rehefa manao verindroa amin ny matoanteny aman-tovona man- izy; fa ny n miova ho -m- na ny -n- tsy miova no ao an-dohany. Iny ampahana ...
Teraka mba ho faty, tsara mba ho simba, maitso mba halazo 62
Expression orale asaina mitanisa énumération izay rehetra hitany tany am- pitsangatsanganana niarahana ny mpianatra, ary asaina manao fehezanteny tsotra amin’izany.
Lavon des h 1967
Les ressources du centre de santé sont utilisées de façon efficiente les résultats correspondent aux buts et aux objectifs fixés efficacité même si l’auditeur interne peut faire une évaluation au niveau de la performance des activités effectuées par les centres de santé, il est important de mettre en place au sein de l...
In gazety takariva ankehitriny , lah. 403 , alakamisy 25 aprily 1946.
Aza ny foza nadrovitra vava
Miankina indrindra amin’ny lahatsoratra na lahabolana omenany mpianatra.
Haingo 24 septambra 1990
Sarintany maneho ny faritra anta ala
Ny firafitry ny mamahoaka ireo rafitra samihafa nampisy ny fotoam-piravoana mamahoaka indrindra no tiana hovelabelarina eto. Hojerena eto, noho izany ny namoronana ny mamahoaka, ny mpikarakara ny hetsika, ireo mpanohana ny hetsika.
Bb adulte enfant fam
Lala-rakotoson, julienne agnès, 2000. Lovako t 11. Antananarivo ambozontany analamahitsy. Seetfp, 2010. Programme de formation professionnelle initiale 2ème année bep.
Fanondroana fafana
Meva 5.07.96
Tous les niveaux où l’on avait basé notre recherche correspondent des modules de formations 30 jugés nécessaires. 2.4 procéder à l’évaluation du personnel
Ts- vetis voa vitsy, keti hetsy
Loharano ny mpikaroka
Nihevitra ny zavaboary ho tsy niraharaha azy izy nisy tokoa fotoana izay nifanoheran’ny zava-misy niainany sy ny fahitany ny lokon- javaboary. Toy izao ny endrika isehoan’izany amin’ity tononkalo ity dia tonga ny maraina mazava ny tontolo zay rehetra manan’aina toa samy velom-bolo
Pasitera tena marina izany, rajao anie no tena mahalala an’iny tantara iny e! Fa izany hoe tsy azo lazaina amin-drajao izany fa hitanao ihany ny toetrany. Tena mpanampy milaza fanizingizinan-kevitra. No kianteny. Fa tsy teny savily fampiankinana maneho fanitsihan-kevitra.
Ratsimba georges mpampianatra hira
Manaraka izany, na dia samy manana ny asa iandraiketany aza ny ray sy ny reny, ny reny kosa tsy mba manadino ny fikarakarana an-janany, eny fa na dia efa lehibe aza itý farany. Sahala amin’i falihery izao, tovolahy efa 28 taona, kanefa dia mbola tsy mahavita ny manasa ny lamba malotony ihany, fa mbola ny reniny no mana...
Comme suite à cette étude, il faudrait mener des explorations du coté de ceux qui s’en sont sortis, c’est-à-dire, ceux qui bénéficient actuellement de la dernière étape proposée par asa. Mais cela fait l’objet d’autres approches théoriques et d’autres méthodologies. Pour l’heure, voyons en gros les résultats de nos ana...
Razaimalala m. A ,
Drafitra asa goavana ny fanorenana ny sekoly akanin’ny marenina sy ny fampandehanan- draharaha ao aminy. Efa voalaza fa ny fiangonana loterana malagasy no tompon’andraikitra voalohany misahana ny sekoly. Ny taotrano anefa, hono, tsy efan’ny irery, noho izany, ao ireo mpiara-miasa amin’izy ireo amin’ny fanatrarana ny ta...
Ravalisoa , soratry ny fo , ed tsipika , antananarivo 1998 , tak 7 59 boky i , tak 64 60 baiboly , i kor 13 13 61 boky i , tak 35
Tahaka ny mpanoratra maro, dia manana ny anarana amin’ny maha mpanoratra azy izy. Jo andrianasolo, izany anarana nosafidiny izany. Tsy safidiny hatrany am-boalohany io, fa efa taty aoriana vao nisalorany. Fony izy sy ny vadiny mbola mpifamofo dia ny hoe jo no anarana angoty nifampiantsoana. Tiany sy nanaitra azy io ana...
Faharoa, ny endri-panabeazana asehon’i hajaina ao amin’ireo piesy teatraly sy tantara an’onjam-peo nosoratany.
Pokontany. Ny fokontany manjakandriana aza vao tamin’ny faramparan’ny taona 2008 teo vao nahavita biraom-pokontany tao aorian’ny ampolo taona nijaliany tamin’izany. Ny biraon’ny distrika ny biraon’ny kaomina ny biraon’ny fokontany
Izany hoe ny do dia misy efa biby noforonin’andriamanitra, kanefa ny ankabetsahany dia fiovan’ny fanahin’olona efa maty. Tsy ny mpanjaka ihany anefa fa misy koa ny tsy mpanjaka ary tsy taranaka mpanjaka mihitsy fa manana angatra ka miova ho do. Ohatra amin’izany ireny olona mpitondra hazomanga ireny ka hoy ny voalazan-...
Information sur l’education de base torohay manodidina ny fanabeazana fototra 6. L’éducation de base est-elle importante pour vous? Manan-danja ho anao ve ny fanabeazanafototra? A. Oui eny
Ainsi, une politique nationale de santé pns a été élaborée en novembre 2005; elle se repose sur plusieurs objectifs, mais la survie de la mère et de l’enfant en constitue un des axes stratégiques. Cette politique a été progressivement concrétisée grâce à l’exécution des différents programmes d’action.
Mpanondro no ilazana ireo teny entina anehoana olona na zavatra na toerana izay tiana hiavaka amin’ny maro. Mety hampiasana ny fihetsiky ny rantsan-tanana na fari-batana hafa izany fanehoana manavaka izany ; mety tsy ampiasana fihetsika ara-batana ny fanondroana fa ny eritreritra no enti-manondro. Matetika ny sehatra i...
Fototry ny fanimbana sy ny loza ihany koa izy ireny rehefa lehibe loatra ka antsoina hoe fa àny noho ny tafio-drivotra sy orambe entiny amin’ny fotoana odiany any an-dranomasina, kanefa mitondra fahasoavana ihany koa satria lena ny tany fambolena vokatry ny fandalovan’ny tondra-drano ka mamokatra be ny fambolena rehetr...
Rojo manaintaina be ny ila tarehiko?
Ravelojaona, firaketana ny teny sy zavatra malagasy, litera h 68 rajemisa raolison, rakibolana malagasy, tak.400 69 dominichini ramiaramanana b , colloque sur la traduction poétique, les traductions poétique du hain-teny 70 ranarison6rasolohery b. D , hiratra n i, tak.76
Mijery lera tampoka toa hita ho hendrantrendratra nefa, toa sosoa voatapoka tsy sahy nikopak’elatra !
Vontoatiny takila 01 lisitry ny fokontany sy ny fanamarihana momba ny lalàna 016 02 toha-drano sy ny faritra voavoly amy amin’ny faritra 021 03 ny asa fiveloman’ny mponina 026 04 ny vokatra ara-pambolena any an-toerana navoakan’ny kaominina 026 05 ny vokatra ara-piompiana 031 06 ny isan’ny kristianina isam-piangonana 0...
Andl 1 7 ? Mbola ianao tsy nanombinana fony fahagolan-tany ? Nitondra ahy tany an-d avaka ? Dia ilay lavaky ny l a lina ? Nangitsokitsoka tsy f a ntatra ? 5 dia ilay lalina ? Nihirina tsy mba nety kely akory ? Hoe nitafit a fy .
Cf v. A tak 40
Izao asa fikarohana izao no tontosa, dia tsy noho ny herinay na ny tanjakay, fa teo ny sandrin’ilay andriamanitra mahery nitantana sy nivimbina ary indrindra nanome anay fahasalamana, ka izany no ankalazanay ny anarany masina.
Fehin’ny fizarana fahatelo toy ireo fomba amam-panao rehetra hita ao anatin’ity fiarahamonina anta ala ity ihany ny ta y faty. Misedra olana maro izy. Ny fizarana fahatelo amin’ity asa fikarohana ity indrindra no nanolorana izany. Nahitana zana-pizarana telo ihany koa izany, ka tao amin’ny zana-pizarana voalohany no na...
Littérature et langage, vol 3, le roman, le récit, le cinema , coll. Dirigée par mitterand, ed. Fernand nathan, paris, 1971 mauriac. F, le romancier et ces personnages, éd. Buchet chastel, paris, 1973 michaud. G, l’oeuvre et ses techniques, lib. Nizet, paris 1971. Ratrema william, eda, un écrivain à la charnière de deu...