text stringlengths 10 11k |
|---|
Ny fampitahana dia fampifanatrehana zavatra roa samy hafa mba hahafahana manasongadina ny haben’ny andaniny mihoatra ny ankilany na ny fatrany sy ny velarany ; izany hoe mampiseho fifaninana eo amin’ny zavatra roa azo refesina 131 ka ny iray amin’ireo dia manatombo hatrany raha mitaha amin’ny ankilany. Inty misy ohatra... |
Loharanon-kevitra atoa rakotondrasoa daniel, mpitaiza olona, kaominina tritriva |
Manana ny lanjany ny fitenenana, satria mamatotra izay miteny izy ary izay miteny ihany no singorin’izay nambarany, ka tokony hanatanteraka ny voalaza. Tsy voafatotr’izany kosa anefa izay tsy nandray fitenenana. Tsy izany no miseho fa rakotovao mpikabarin-dranarison no miteny sy mijoro ho mpiantoka ny tarika roa tonta.... |
Na dia mahalam-piherina toy izany aza ny fampiasan’ny mpanoratra ity rima ity, dia tsara ihany ny mandinika azy. Hoy mantsy i weber ny toe-javatra mahalana sy tsy mahazatra, dia mety ho fanairana ny lafika tokana 114 ny rima mifampisakambina, dia maneho fifamahofahoan-javatra. Azo heverina araka izany, fa na dia mahala... |
Voambolana tsy dia fahita andavanandro maneho fihetseham-po. Ohatra ankona tak 21 ankona foana teo ifara! |
Fetran’ny asa |
Anisan’ny nahatarafana ny olana momba ny fahazoana ny fampianarana ny asa izay notanterahan’ny mpianatra tsirairay. Hita tamin’ny fampiasana momba ny fandrasana teny, ohatra, fa tsy mitovy ny fomba fanehoana ny asa, ka misy ireo mampiasa teboka roa aorian’ny teny horasaina ary misy ireo mampiasa ny marika ; ohatra misy... |
Fa any aoriana any aho tsy hino izay fitiavana! Tsy hinoako ny ho sitrany |
Ohatra 2 vonjy anarana mpandray anjara mpanampy nalaina tao amin’ny sombin-tantara voalaza teo ambony ihany. Vonjy ô! Ianao tokoa, rahavako, no vonjin’ny fiainako, ianao no vonjin’ny hasambarako satria ianao no vonjin’ny fitiavako mazava ho azy, araka io andalana io fa misy fifandraisana amin’ny anaran’ny mpandray anja... |
Mamy ny mofo le pain est sucré the bred is sugared matsatso ny kafe le café est fade the coffe is tasteless vitsy ny ankizy les enfants sont peu nombreux the kids are few manta ny vary le riz esty cru the rice is raw |
Mponina tompon-tany ao an-toerana satria any amin’ny renirano onilahy no efitry ny tanin’ny masikoro aminy iny faritra iny. Tsy izany ihany anefa, fa ny mpanjaka andrevola kosa no nanjaka tao, ka nifehy ny masikoro rehetra tany amin’ny faritra onilahy. Ahitana izany àry ny fanambarana izay efa nataon’i fangereng edwin1... |
Asa iiji lj. Lgtasy. C, i na saran-1. Ny oo-p nc |
Izay tianao hambara momba an’ t faniry vatosoa r’lji a. Ar. , , 1 1 ja 0 ’? 3 c . |
Ny ahitana ny kobandravina ankehitriny147 azo sokajina ho fotoana nampiroborobo ny fivarotana kobandravina tao talata volonondry ny 1960 satria nihamaro ireo mpanamboatra sy mpivarotra kobandravina tao an-toerana noho ny fisian’ny tsena sy ny habetsaky ny mpanjifa. Nisedra olana anefa izy ireo ny taona 1985 nipoiran’ny... |
Ny rafitra ara-pianahana tahaka izao ny fifampiantsoana eo anivon’ny fianakaviana antemoro. Ny fiarahamonina antemoro dia manome lanja ny lehilahy. Ohatra ny zanaka rehetra dia manara-dray avokoa raha maty, ny lehilahy no tompon’ny fanapaha-kevitra farany ao amin’ny fianakaviana ny taranaka mpirahalahy dia fady mifanam... |
Durkheim. E 1912 les formes élémentaires de la vie religieuse, puf , bibliothèque philosophique france, paris, 357p |
Imbe j ; op cit tak 109 |
Ny endri-pampianarana nandritra ny fampiasana lahatsoratra tamin’ny famerenan-desona |
Rajaona siméon, zava-kanto vita amin’ny teny, 1993, takila 44 |
Aman-tovona me sembutan melup fandraisana mihaja , |
Teny fampidirana 0 1 ny sehatra nirotsahana |
Petrakevitra |
Ny fiainana ho’aho vadibadika ny fiainana tsimbalivaly. |
Aleo hojerena indray ny amin’ny fomba nanehoan’izy ireo ny fotoana mba hahafahana manara-maso akaiky izany fahasamihafana sy fitoviana izany. 4.1.1.3. Fampitahana ny fomba fanehoana ny fotoana |
Pas de processus d’amélioration amélioration non obtenue |
Rehefa nisy rano teo amin’ilay tendrombohitra dia nanomboka nitsiry ny zava-maniry isan-karazany, nahita izany ny mponina ka namboly hazo ho fanampin’ny efa teo. Nanomboka nonenana amin’izay teny amin’ny manodidina taorian’izay. |
Teny fisaorana 1 fizahan-takila 3 lisitry ny fafana 7 lisitry ny kisary 7 lisitry ny fanafohezan-teny 8 0- teny fampidirana 9 0-1 sehatra nirotsahana 10 0-2 anton’ny safidy 10 0-3 lohatenin’ny asa fikarohana 11 0-4 zava-kendrena 12 0-5 petraka olana sy petra-kevitra 12 0-6 fomba nentina nanatontosa ny asa 13 0-7 ireo o... |
Ny iray nisaotra an’andriamanitra sy nivantambatan-teny 15 omeo azy re ny lanitra, fa ampy izay ny afobeny! |
Izay nandokoana ny tsy fahafaritana intsony ny fihetseham-po. |
Rado hay niala! |
Ny fokontany ankaraobato manokana ity fokontany ity no renivohitry ny kaominina , okm miala amin’ny kaominina ambanivohitra ankaraobato izy ary voafaritr’ireto fokontany manaraka ireto ? Avaratra ankoririky ? Atsimo bemahogo ? Andrefana tsianaloka ? Atsinanana beanamamy |
Au premier plan à l’atteinte de ces objectifs satisfaction professionnelle et performance économique. Il y a plusieurs types de formation professionnelle |
Vositra vosibositra mamosibositra mamosimositra 818 vosotra vosobosotra mamosobosotra mamosomosotra 819 vontangina votangitangina |
Terezy taniravo dia iantsana afaka ho azy. Efa misy fahaizany azy mihitsy. V. A. Tak119 |
Manaraka izany dia rano misosa ; ny farany indrindra, raha tianao hatoro ; intelo no hita ao anaty zozoro. 27 resy lahatra tamin’izany rajoelisolo charles, tonian’io gazety io, ka nampirisika azy hanohy hatrany. Nivelatra tokoa ny talentany ka lasa nahaforona tononkalo, tantara, lahatsoratra famotopotoran-kevitra izy. ... |
Tsy misy mpitsabo voaofana toy ny dokotera manana mari-pahaizana, na mpitsabo mpanampy ao antananambo. Mpanentana ara-pahasalamana izay olon- tsotra avy eo an-toerana, nahazo toromarika avy amin’ny dokotera any fenerive- est no mampihodina ny tobim-pahasalamana misy. Fitsaboana zaza madinika sy fanaovana fanefitra ary ... |
Fanazavana sy fandalinana tsara raha aravona aloha izay hita mialoha ny hirosoana amin’ny fanazavana sy fandalinana ny voalaza tao amin’ny fafana. |
Clarisse ratsifandrihamanana, in gazety hehy, 09 jolay 1975 , nalaina tao aminrny boky aritory, tak. 40, imp. Cath. Antanimena t ve-tirage 2000 ex. D. L. 56-07-77. |
Akon’ny tantara eo amin’ny sanganasan’i cflrr |
Ny fanadihadiana lahatsoratra ao amin’ny kilasy famaranana |
Eny tamy manakaiky, misy hery iray tsy hita, ka ny nofoko hanaiky, mba hateriny ao am-pita |
Fafana 12 maneho ny fampanofana fitaovana na l. V. M nandrindra ny enin-taona nisesy taona mpikambana fampisamboram- bola ar 2000 14 3.558.300 2001 17 3.750.830 2002 07 2.965.000 2003 06 3.973.940 2004 12 5.080.288 2005 e 04 2.280.000 loharanon-kevitra tahirin-kevitra tao amin’ny cecam mihary ambohijoky taona 2005 e fa... |
Fafana 6 famintinana ankapobeny ny tambinteny sy ny mpanampy fizahoana |
Notre questionnaire à l’interview v-2-1 au niveau des dirigeants de l’association 1 comment est la situation administrative de l’association sport asa tany madagascar ? 2 quels sont les buts de l’association ? 3. Quels sont les programmes d’activité de l’association ? 4. Est -ce que vous possédez déjà des associations ... |
Mahaiza mamindra razanako izany fa manodoka ny hatanorana ny hery sy tanjaka mihelina ihany mazàna voafetra ; ny lala-kombàna. |
Olona mety ho nahita mivantana ny zava-nitranga na tsia, saingy mijoro manamarina na tsia ny toe-java-niseho ny vavolombelona. Manana hevitra, na olona, na tombon-tsoa arovana izy manoloana ny malo iray. Roa karazana ny vavolombelona mety hisy ny vavolombelon’ny mpitory izay miaro ny mpitory sy ny tombon-tsoany. |
Fanolorana tantara an onjam-peo telo nosoratan i sophie ravelomanantsoa, izay mitondra ny solon anarana nirintsoa no noraisina ho vondrona amboara, nanompanana ny fikarohana. Ireo tantara telo ireo dia efa nandeha tao amin ny rnm avokoa, ary samy manana ny foto-kevitra resahiny sy ny fanabeazana avoitrany avy. Ny naola... |
Mifanova amin’ny renifeo malagasy v ny renifeo swahili w eo amin’ny vanin-teny mialoha ny tsindry. Ohatra wageni vahiny wali vary |
Ny oharina dia ny tenan’ny mpanoratra ihany izaho ny anoharana dia misy telo 395 s ratany, embona , and.7b, in vondrona ambara 2, tak.31 396 s rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny sy ny sarin-teny eo amin’ny fomba filazan- javatra, op, cit, tak. 82 ampifanatrehana ankitsirano ny oharina sy ny anoharana, ka aseho am... |
Solon-tena iny lokon-danitra iny; no nampisava ny tomany nanembonako ny tiana izay lasana any ho any. Ilay loko manga nentiny toa mitory avy hatrany fa mahatsiaro ahy izy; any an-tany lavitra any. Iny rahona misosa, miankandrefana tsy tana, no nataoko solon-tena hamangy ilay tanàna. Tsy mba mety miantsinana ilay rahona... |
Miainga avy amin’ny fikarohana ataon’ny mpianatra samirery, na avy amin’ny fikarohan’ny mpianatra mivondrona anaty tarika na sokajy 1999 207 46. Miainga avy amin’ny famoaboasana sy fandalinana ataon’ny mpianatra ny fahalalany. Misintona ny antsipirihany avy amin’ny ankapobeny ny mpianatra. Ny anjara asan’ny mpampianatr... |
Ma-; ji ma tokana ? , ji- ji-, j-, z- maro ma- |
Tsy neken’ny sainy ny hotantanana, zanahana, fa niady mafy izy ho amin’ny tanjona katsahana ka indro i gasikara izao misalo-bolamena dia ilay fahafahana sy ny fahaleovantena. |
Amin’ireo karazan-tserasera ireo anefa dia misy ny mamolavola olona hiteny sy handray anjara ary misy kosa ny manazatra azy hahay hihaino sy hijery ary handinika. |
Ohatra raha nandinika ny lohahevitra mikasika ny fanahy ny kilasy famaranana ta4 tao amin’ny lisea tsiroanomandidy ny 25 janoary 2012, dia toy izao manaraka izao no nitondrany azy nanome lahatsoratra iray mikasika izany izy ka nasainy nohadihadian’ny mpianatra izany; nandritra ny fotoana nanaovan’ny mpianatra ny fanadi... |
Satan mieritreritra kely eny àry e! Raha izay no lalana mizotra mankany |
Miora mija |
Manome azy talenta sy fahaizana amin’ny fitsaboana nentim-paharazana. Hoy kosa indray ny fanehoan-kevitrai zay hita ao amin’ny lahabolana izay nangonin- dramamonjisoa jean bertin iréné50 manao hoe tsa maty any tsika fa saro-kai atra ka manafin-kilema a y, a a ambondrombe, a a antai ina. Izany hoe tsy maty ny fanahin’ol... |
Ireo. Nandritra ny fiarahan-draozy sy andry dia raiki-tahotra raozy nony nanontanian’i andry ny momba ilay vazimba. Tsy afaka nanome valin-teny mahafa-po an’i andry izy noho ny tahotra tao aminy. |
Mpandray anjara |
Dictionaries malgache-français, editions ambozontany, antananarivo, 876p. Akademia malagasy misahana ny haikanto sy ny haisoratra ary hairaha 2005 rakibolana rakipahalalana, editions antananarivo, 1157p. Pierre boiteau, marthe boiteau, lucile allorge- boiteau 1999 dictionnaires des noms malgaches de végétaux, editions ... |
Baibo skl tanimboly voasafotry ny rano amin’ny fahavaratra. Rajemisa, rakibolana malagasy, tak.136 26 giraud p , op. Cit, c’est une pénéplaine profondement latérisée et érodée, couverte de prairies et déchiquetée par un chevelu hydrographique |
Tsikalankalam- pihavanana 1 03-12 |
Vanjam-bolana |
Manaiky ny safidy ho isan’ny adidy mpiambim-bavahady tsy mitoaka ady, tsy miroa fo handresy izay manjo, |
Eto ny oharina dia ny fanahinao elie, ny anoharana kosa dia ny ankohokely vao foy izay fantatra amin’ny alalan’ny teny milaza fanovana endri-javatra akorany. Ny ankohokely mantsy no manao io fomba io raha vao foy izy. Misy ihany ireo karazam-borona manao fomba toy izany fa heverina fa ny ankohokely no tazantsika akaiky... |
Tamin’ity indray mitoraka ity dia tsy nisy teny velively na iraka nampanaovin’ny sefo distrika mialoha akory, ry zareo za-dratsy no zatra mila handitra ka nanaonao foana toy izao. Ary dia lasa mena-200- maso an’i francine izy ireo ka lasa fatra-panaja azy ery taty aoriana. Mampalahelo loatra ny fahazaran-dratsy nampidi... |
Ny fiaraha-miasan’ny rehetra mandrafitra ny tapany voalohany amin ny fanolorana ny tolo-kevitra ny famenoana ny banga ao amin ny akany mba hialana amin ireo olana manembatsembana ny asa fanabeazana. Miankina betsaka amin ny fiaraha-miasan ny rehetra anefa izany satria ny tao trano tsy efan ny irery ary tsy misy toeram-... |
Niteraka fahamailoana teo amin’ny mpanoratra ny ratram-pitia nahazo azy. Vokatr’izany, nisy ireo fepetra maromaro narafitry ny sainy alohan’ny hangalany izay ho ravaky ny tokantranony. Tsy holazaina intsony ny fitiavana satria izany no lehibe indrindra. Anisany fepetra takiana amin’izany ny toetra amam-pihetsika, ary a... |
Tsy mateza hantenaina rony lanitra madio, fa oran-tsy era’aina no mitoetra ambadik’io; |
Pritchard evans , anthrôpôlôgie sociale, 1969, paris payot, p79 l’anthrôpôlôgue doit se communiquer avec elles dans leur langue 17 riviere claude , introduction à l’anthrôpôlôgie, edition hachette, paris, 1995, tak 20. Le propre de l’obsérvation participante est le mimétisme faire comme les autres, faire oublier le plu... |
Me période |
Mena masoandro |
Nisy fikarohana efa vita mikasika ny fanabeazana talohan’izao asa fikarohana nataonay izao. Teo amin’ny lohahevitra, ohatra, dia efa nirotsaka tamin’izany i fanantenana fanomezantsoa tsirimalala izay nandray ny lohahevitra hoe irako ammi sy ny fanabeazana mémoire de capen 2011 tao koa rasoloarisoa claudine izay nanompa... |
Ohatra 25 ma a y y mpianatsy. |
Manomboka eo amin’ny fiforonan’ny trangan-javatra ka hatramin’ny fiafarany tanteraka. Ahatarafana ny fahefan’ny mpitarika dia ny laidama, ny tangalamena, ny zokiolona ihany koa ny malo. Avy amin’izy ireo avokoa ny fahefana ahafahana manatsara ny fiainam-piarahamonina. Toraka izany koa ny fahazoana manangana fotodrafitr... |
Olana avy amin’ny fahalalana atolotra |
Vary t78, t87, t90 3 3 |
Namana hiaraka hanarina isan, andro ny lesoka tsy mety |
Nahitana karazana tombana maromaro ireo sekoly nanaovana fanadihadiana. Toy izao avy ny momba izany misy ny tombana izay atao mialohan’ny fampianarana. Izany hoe, mandritra ny fifaninanana hidirana ho taona voalohany ao amin’ny sampana f. T. G, dia tafiditra amin’ireo taranja anaovana fifaninanana ny taranja malagasy. ... |
Ny fanabeazana tsoahana avy amin’ny firafitry ny tantara |
Rehefa harivariva toa miafina hazavana, indreo tanora vavy. Mpivarotra hafanana ! |
Ny tantaram-piainan’ny mpanoratra azy |
Fanehoana mazava tsara ireo tanjona kendrena isaky ny lohahevitra. |
Famaritana amin’ny mpampianatra tao amin’ny akanin’ny marenina 67ha. 7 dans le langage médical, surdité est synonyme d’hypoacousie 8 la surdité est la diminiution de l’acuité auditive 9 www-mediadico perte complète ou partielle du sens de l’ou e 10 world federation of the deaf, uptaded 15 march 2010 the world federatio... |
Ny fomba fiasa andrasana amin’ny mpianatra mitaky fianaran-desona ny zana-taranja literatiora, toy ny anarana na solon’anarana entin’ny mpanoratra, daty , ny lohatenina asa soratra kamo izy ireo hitadidy izany ka nahatonga azy hilaza fa hay foana ny riba na tsy mianatra lesona aza ankoatra izany, mihataka amin’ny fomba... |
100,00 gadanà |
Drano, izay miteraka fitotonganan antoka mampitombo na tsia izany tany an- izany. Betsaka noho izany ireo voly tsy mitombo ara-dalana intsony ka miteraka fa . |
Sary3 rakotra maina tahona katsaka 4rakotra velona tsy fihinana brachiaria |
Tsy fantany angaha fa ny aty fihafiana tsy hitany angaha ny jamba miari-pahoriana. |
Ny asa ataon’ny mpianatra tsirairay |
En conséquence, l’entreprise manque de ressources de financement stables ou de capitaux permanents. La structure financière est déséquilibrée. |
Ii.2.1. Souci de convaincre |
Ny fandresen-dahatra eto dia miompana amin’ny fandomana ny fon’ny itenenana satria ny ohabolana sy ny fomba fiteny ampiasainy dia maneho ireo lalana nodiavin’ny ray aman-dreny nandritra ny fitaizana sy fikolokoloana ny tena fony fahazazana ka tonga olon-dehibe ankehitriny. Miteraka fitserana sy fangoraham-po ao amin’ny... |
Mpivarotra kafe sy sakafo tsotra no asan’i soatoly. |
Ity tononkira ity dia notsongaina tao anatin’ny amboaran-tononkalo misy tononkira 56 nosoratana tany amin’ny taona 1918 tany ho any, araka ny hita ao amin’ilay boky kely natontan’ny bureau frère rafiringa tahaka itony ilay sokajiany hoe lahateny manao lahamatso, izany hoe milahatra toa mielana mahitsy, mitovitovy halav... |
Ambozontany fianarantsoa, 143 tak |
Fiakaran’ny rano. Ohatra, tamin’ny fandalovan’ i itemperie izay nahatonga ny tra-boina maherin’ny 6600 teto andrenivohitra midi madagascar, 29 janvier 2007, n 7141 raha izay no azo ambara teo amin’ny sehatry ny fiarahamonina, ndeha hasian-teny fohy ny mikasika ny kolon-tsaina. I ny lafiny kolon-tsaina |
Ny zana-tsoratra manomboka teny dia ampiasana alif ohatra andrana ny alif ihany koa dia fanamarihana tsindry ho an ny teny avahana |
Ukila harato ma-imbi membi akoholahy ma-kayabo makayabo trondro maina makila harato |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.