text stringlengths 10 11k |
|---|
Tant d’autres solutions peuvent être imaginées mais face à la mise en place d’un système de contrôle interne, le développement et l’épanouissement du personnel fait un des principes fondamentaux, c’est la raison pour laquelle celle ci a été optée. Avec le développement proposé c’est à dire les recyclages et la remise à... |
La feffi en général cette section nous rappelle de la relation logique entre la décentralisation et la feffi. Tout d’abord, sa définition sera avancée. Nous présenterons ensuite les enjeux de la collectivité territoriale décentralisée et les acteurs pouvant y jouer. |
Ny laza masaka dia fomba fiteny fampiasan’ny olona eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Misongadina izy ireny na amin’ny sehatra manao ahoana na manao ahoana. Toa mahazatra ny olona ny mampiasa azy ireny na dia tsy nahatsapa ny halalin’ny hevitra fonosiny aza ny tsirairay. |
Loharano nakana ny sary ny mpikaroka ihany |
Ireo antony mampisy ny fikambanana misy ireo tokony hofantarina mikasika ny skotisma dia ireo fototra ijoroany ary ireo karazana skotisma malagasy. |
Tefy tanimanga travail de poterie vakoka, harem-bakoka, haren-tsaina patrimoine |
Date de soutenance 15 décembre 2014 |
Ao afrika atsimo ao |
Au niveau d’insertion professionnelle dès la première phase du projet asa, les familles sont formées à être des exploitants ruraux et capables de satisfaire leurs besoins sans l’intervention de l’autrui. Généralement, les activités qui génèrent de revenu dans la zone de destination sont essentiellement accès sur l’agri... |
Rano an’ ala |
Bika tromba bika? Hoy i robena tsy nahalala tromba izany ramosé v. A. Tak119 |
Ii.3.1- teo amin’ny lafiny fiarahamonina |
Idada no eto anilanao ineny kosa avy etsy an-daniny mandrotsirotsy an-kira anao sombiniaina tena maminy |
Araka izany dia tsy mahagaga ireo tantsaha raha mizaka ny tsy fahampian’ny haitao araka izay ambaran’i georges balandier hoe ao amin’ireo fiarahamonina manome toerana lehibe ny asa fambolena dia ny tantsaha izay mifikitra amin’ny fomban-drazana , no mizaka voalohany indrindra ny tsy fahampian’ny haitao sy ny fifandrais... |
Ny tarehimarika asehon’ny fafana dia ahazoana manaporofo fa misy fiantraikany betsaka eo amin’ny fiainam-bahoaka ny krizy pôlitika nisy teto amin’ny firenena toy izay niainana ny taona 2002 sy ny taona 2009. Ny ambanivohitra no tena lasibatra tamin’izany. Miteraka tsy fahafahana manatanteraka adidy sy andraikitra tokon... |
Boky niasana tamin’ny fandalinana dirkx p. 2000, sociologie de la littérature, collection cursus, paris ratefy. 1980, ny ôsika tsimihety , ambario vol. Ii, n 1-2, antananarivo razafiarivony m. 1995 2006 , richesses culturelles et pauvreté économique d’une société orale anosibe an’ ala madagascar , institute for languag... |
Zokin’ilay maty |
Produits d’exploitation |
Décembre 2005 |
Ny hoe dokotera dia avy amin’ny hoe docteur ary ny hoe avoka dia avy amin’ny hoe avocat ary farany ny hoe injieniera dia avy amin’ny hoe ingenieur niandry telefaonina teo amin’ny paositra izy sangisangy |
Fa ankoatra izany ny teny dia fitaovana lehibe ahafahana miserasera eo anivon’ny fiarahamonina, satria ny teny ihany no fitaovana ahazoana mampita sy mandray hafatra avy amin’ny hafa araka nanmbaran’i emile bienveniste 41. Ny tanjona izany dia ny fahafolahana ny teny eo amin’ny sehatry ny fiarahamonina mba hampirindra ... |
Ireo hafatra nomeny mba ho fanasina fandonaka ho an’ny tany sy ny fo. |
Nefa nony kelikely dia ho tofoka sahady |
Vahaolana noraisina ho toy ny zezika nampaniry ny fikirizana hahavita ny asa fikarohana avokoa anefa ny olana rehetra nolalovana. Koa na dia nisy aza ny fotoana izay toa nampisalasala ny amin’ny hitohizan’ny asa, dia niniana nojerena tamin’ny lafiny tsara hatrany izany, ka nahafahana nanatevina ny hevitra sy nanatanter... |
Hanoratra aho satria, firifiry reo ankizy no tsy manan-kialofana hanoratra aho satria, asa mba rahoviana moa izy no hahazo fanavotana ? Hanoratra aho satria, ny halafom-bidim-piainana ireo ilaina andavan’andro hanoratra aho satria, iantsorohana am-panaintainana ’ty fahantrana isan’andro 60 |
Ny tompona andraikitra eny an-toerana ny fampandraisana anjara no ahafahan’ny tompona andraikitra mamorona ireo singa azo atao amin’ny fifandaminana maro mifanaraka amin’ny fenitra tratrarina. Ny drafitry ny tantsaha no ahafahana ihany koa manamora ny fandraisana anjara amin’ ny lafiny vola mifanentana amin’ny fahefan’... |
Iainanan’ny fiarahamonina hatramin’ny andro taloha ka hatramin’ny ankehitriny , miampy ireo vakoka am-bava sy asa kanto miavaka vaovao noforonina taty aoriana. Tamin’ny 13 oktobra 2003 no nisy fiaraha-midinika nataon’ny unesco mahakasika ny fiarovana ny pci -convention pour la sauvegarde du patrimoine culturel immatéri... |
Raha mifototra amin’ny fahafehezan’ny mpianatra ny fampianarana omena azy ny pédagogie de maîtrise , ny pédagogie par objectifs kosa dia fomba mahomby hanatsarana ny tombana sy ny fanaraha-maso ny vokatry ny fampianarana. Noho izany dia mifameno ireo fomba fampianarana roa ireo. Ny teorian’ny haifampianarana araka izan... |
Ny firafitry ny andalany |
Izany hoe, ny fivavahana rehetra, amin’ny lafiny iray dia fifandraisan’ny olona amin’andriamanitra, indraindray mifandray amin’ny tetika maro fampijalian-tena, yoga, fanelanelanana, fifadian-kanina na mifandray amin’ny fampianarana maro ny toetry ny moanina, chamanisme , amin’ny lafiny iray kosa dia fifandraisan’ny olo... |
Fiandohana fivoarana fiafarana fizotry ny fiainam-pitiavan’i dina sy i voahary fahavitan’ny fifamofoan’i dina sy i voahary ary ny fanomanana ny fanamasinam- panambadian’izy roa. Roa taona izay no nahavitan’ny lanonam- pifamofoanay efa eo am-panomanana ny fanamasinana ny fanambadianay izahay v. A. Tak.5 nandalo olana ma... |
Dictionnaire de poétique et de rhétorique, paris, 2133p. |
Dumont r 1959 evolution des campagnes malgaches. Quelques problèmes essentiels d’orientation et de modernisation de l’agriculture malgache. Imprimerie officielle. Antananarivo.234p. |
Buyssens, op cit , p 77 le langage comme un moyen d’agir sur l’auditeur |
Amin’ny ankapobeny, ny atao hoe pôlitika dia ny fomba fitantanana raharaha, izay mifandraika amin’ny teti-pitondrana, eo amin’ny vondrona na fikambanana na firenena iray. Niova tsikelikely anefa ny hevitr’izany teto madadagasikara noho ny fisian’ny fomba tsy mety ataon’ireo mpitondra fanjakana sasantsasany. Noheverin’n... |
Ny teny hoe hitsikitsika sy ny papango eto dia azo soloana mpisolo tena toy ny hoe ianao na izy ohatra 2 nantenain-kanirina vao nampivandravandra . |
Op tak 17 126 op tak 17 |
Ankoatra ny fanovana endri-javatra, dia mampiasa fanovana anarana ihany koa i haingo. |
Aiza ho aiza eto an-tany no mba misy silatsilam-piononana, indrisy toeran’aiza ambarao mba handevenako ’ty fitiavako mahantra sy ny tenako? |
Ketaka o! Ry laza! ’zay vazaha angaha haka anaran-gasy ireo kilonga tavilahy sy vony a! Isika tsy handà, fa ny anaran-gasy dia maha-dongadonga. |
Nataon-draharivao miadatsoa no line |
Ao anaty masonao 1 -ilay fihaonantsika 2 -namako ianao 3 -baiko maona 5 -antsika roa 6 -hay moa 7 -raha mba fantatrao 8 -nofy lalina 9 -endrika nandalo 11 -eny 12 -iza ianao 13 -te hahita anao aho 14 -voninkazo 15 -ho mendrika anao 16 -tia 17 -omeko anao ry a 19 -namanao fotsiny 20 -satria tiako ianao 21 -teny mamy 23 ... |
Van zanten agnès, les politiques de l’éducation , que sais-je, france, 2004 |
Jereo 1.2 fandrindrana ny fiainana amin’ny fitondran’andriamanitra. |
Ny do ao amin’ny lakaton’i bejiro sy ny fampandrosoana ny teny hoe fandrosoana dia avy amin’ny fototeny hoe roso izay ahazoana nysampan-teny maromaro toy ny mandroso, aroso, androsoana, mampandroso ary fandrosoana. Ireo rehetra ireo dia milaza hevitra ho fihetsehana tsikelikely mankany aloha, izany hoe fiovana ho amin’... |
Vola faly sahirana tokoa ny rainareo nefa nolazainy fa tombony lehibe ho azy ny hanaraka io fiofanana any frantsa io. Mba hanatsarany bebe kokoa ny asany e!96 hita araka izany fa samy mahazo vokatra tsara amin’ny fifaneraserana, na ny vahiny na ny malagasy. Misy ihany anefa ny voka- dratsy ateraky ny fifaneraserana. Ny... |
Kerbrat-orecchioni, op. Cit, tak.71 il y a en gros le choix entre deux types de formulation le discours objectif , qui s’efforce de gommer toute trace de l’existence d’un énonciateur individuel ; le discours subjectif , dans lequel l’énonciateur s’avoue explicitement ou se pose implicitement comme la source évaluative ... |
Ny tovana ina voloina; ana nofosana, vavana. |
District total des enseignants 2007-2008 enseignants fram 2007-2008 pourcentage enseignants fram ambatondrazaka 347 107 30,8 amparafaravola 314 126 40,1 andilamena 102 37 36,3 anosibe an’ala 78 37 47,4 moramanga 248 53 21,4 ensemble de la région 1089 360 33,1 par rapport au niveau national 8,1 |
Ambohidava 167 177 211 205 220 226 236 241 212 221 262 266 210 216 215 226 173 184 112 120 2018 2082 4100 |
Beko nataon’ny tarika lafihengo tamin’ny lanonam-pahafatesana tao imongy ny 11 01 2004 |
Resaka 1 avereno répetez repeat |
Toerana azo hamarinina ara-jeôgrafika daholo ny ankamaroan’ireo voatanisa ao amin’ny tantara. Manamafy hatrany ny fampiorenana ny tantara izany , mba hahatonga azy ho azo inoana. Araka ny voalazan’i jean paul goldenstein, manao hoe mifandray akaiky amin’ny fizotry ny tantara foronina ny fanehoana ny habaka. 89 eo amin’... |
Ny tsirinteny manasokajy ny anarana no ampiasaina amin’ny firindran’ny mpamari-toetra amin’ny anarana iarahany. Mipetraka ao aorian’ny anarana faritany izy. Ohatra m wa mtoto mdogo watoto wadogo zaza kely m- mi mkate mingi mikate miingi mofo betsaka ki- vi kisu kikali visu vikali antsy maranitra |
Rehefa hita teo ny mombamomba ny rima mifanjohy, dia andeha hojerena indray ny momba ny rima mifaningotra. |
Mampiavaka ny tononkalo ny endrika ananany, saingy mampiavaka ny tantara foronina kosa ny halavany. Mila fahaiza-manao goavana sy fahafehezana ireo paikadim-pamoronana tantara foronina ary faharisihana avy amin’ny mpanoratra ny fanatanterahana izany. Tantara foronina telo no horaisina ao anatin’ity asa fikarohana ity. ... |
Ao sy eo raha sitrakao |
Ny fitaovana ampiasaina amin’ny fahazoana fahendrena dia ny fo, saina ary sofina. Hoy ny mpanoratra ao amin’ny ohabolana 18 15 ny fon’ny manan-tsaina ary ny sofin’ny hendry mahazo fahalalana mitady izany. |
Ny hoe anaphore no ilazana azy ity. Ny anaphore moa dia tamberim-boan- teny na andianteny an-dohan’andalana na an-dohan’andininy mifanesy. Sarin-teny anisan’ny ankafizin’ny mpanoratra malagasy mihitsy ny anaphore araka ny fandinihan’i siméon rajaona. I haingo moa dia mba nampiasa azy matetika. Ireo sehatra samihafa nik... |
Zava-dehibe ny fahalalana ny tanjona fototry ny gazety, ny an’ny fanabeazana araka ny namaritan’ny unesco azy, ary koa ny tanjon’ny taranja teny malagasy. Ny momba ireo no ndeha hovahavahana miandalana. |
Tsy faty antoka velively ny fanoloran-tena ho an’andriamanitra. Raiso i kristy v. A lah 5 hoy ny mpanoratra mba handovana ilay doria, dia ny fiainana mandrakizay na ny paradisa. Mifanindran-dalana amin’ny fandraisana an’i jesoa tompo ny fanetren-tena, izay toetra tsara tokony hananana ihany koa. |
Indrindra ary koa manan-karena amina sira mineraly. Fepetra fototra ahazoa- manamboatra taolana sy tsiranoka enti-miasa ireo. Andry fototry ny fitomboana ny prôtida azo avy amin’ny biby toy ny hena, trondro, atody izany izany no mahatonga ireto fomba fiteny tandrefana amin’ny fitaizana zaza ireto hoe hano ny lasopinao ... |
Hipoiran’ny fihenjanany , raha tsy henjana izy tsy afaka hanao izay danin’ny kibony. Ny fitondrana marina kosa mandray ny heriny avy amin’ny vahoaka sy mifototra amin’ny rariny sy ny hitsiny araka ny fisainana maha olombelona ary satria tsy misy fanjakana eto ambonin’ny tany hametraka mpitandro ny filaminana iray avy i... |
Singan-dribam-piarahamonina malagasy iray mifono fiheverana sy fahendrena amin’ny vanim-potoana isiany sady mampiavaka ny fiarahamonina mamokatra azy. |
Ny tsy ankasitrahany |
Loharano rakalobe. Org, nojerena ny 19 14 12 |
Siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny, op. Cit, tak.14 |
Benac h guide des idées littéraires. Librairie hachette. France. 1988 |
Tafohasina3no anaran’io tanàna io fahiny toerana fieren’ny mpanjaka, resy noho ny ady. Andriambe zanakalahin’andriantompokoindrindra avy any ambohimalazabe no tonga teny voalohany, ary nifampiraharaha tamin’ny vazimba tompon-tany teny. Taty aoriana, dia nandositra teny ihany koa andriamanjakatokana zanakalahin’ andrian... |
Ny ilana ny fahalalana eo |
An’andriamanitra, na ny tsiny sy ny tody, na koa ny |
Baiboly protestanta i pet 4. 8 102 flaubert g , op. Cit la forme est le chaire même de la pensé, comme la pensé est l’âme de la vie 103 baugrand j et courault m , les francais par le texte, 79 boulevard st germain, paris vi. P.154 elle la suspension est un moyen sûr de gagner l’attention d’un auditoire lecteur |
Io renifeo -n- nanampiana ny mpisolo manondro io dia sady mamaritra no mametraka ny teny azo avy eo hitana ny anjara asa entimilaza mandrakariva. Manova sokajin-teny no manova anjara asa io renifeo -n- io. |
Ny ray aman-dreniny |
Fanasokajiana ireo mitovy lalàna fa samy hafa endrika |
Tolo-kevitra sy soso-kevitra ho an’ny tantsaha noho ireo olana nifamahofao teo amin’ny tantsaha, tsara ny manome torohevitra azy ireo mba hahafahany mivoatra amin’ny zavatra atao. Azo sokajina roa izany soso- kevitra izany eo amin’ny fitondran-tena manoloana ny mpampandroso tokony ho sahy mijoro amin’ny maha izy azy ny... |
Ny fahatsapan-tena |
Paris. Avy amin’izany no nipoiran’ny faniriany namoaka gazety toa ny la croix de paris. Kristianina laika izany no vy nahitana sy angady nananana ny gazety lakroan’i madagasikara. |
Ny tamberi-pototeny potsitra no hita eto, izay natao hampieritreretana an’i miaro hanehoana izay tena heviny. Ny fomba fijeriny ny lasa sy ny tiany hatao manoloana izany. Ny polyptote eto dia natao nanerena ankolaka an’i miaro haneho ny heviny ary nibaribary teo izay hevitra nokoboniny tao. |
Namidy noho ny nanavotana azy sy namidiny no mijoro, na trano, na fiara ananatsika. Tina nefa tsy ireharehantsika ny fananana izany e ! Fa aleo milefitra hatrany. Ilefitra isika fa aleo ho azy ny azy, samy mijinja izay nafafiny ny tsirairay. Hery tsy voakosoka ato antsaiko mihitsy ny fahatsiarovana ny tantaranay. Notan... |
Ny anatra manoloana ny fifandraisan’ny mpinamana zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny olona iray ny fananana namana. Tsy misy olona mahavita tena fa tsy maintsy mila ny hafa izy hifanampy aminy. Io fifanampiana io no ahatarafana fa misy fitiavana eo amin’ny fifandraisan’izy ireo. Tsy eo amin’ny fifanampiana ara-batana iha... |
T62, 63, t80, t85, t86, t96, 97, t50, t59 t 21, t91 t23 |
Ny tena hifotoranay mandritra ny famakafakana dia ny fahalalana ny asa soratr’i haingo. Mirakitra haren-tsarobidy sy fahendrena mantsy ireny asa soratra ireny, ary afaka mitety vanim-potoana maro. Manana anjara toerana lehibe ny literatiora, dia ny fanabeazana, fanolokoloana ny maha olona, ny fitaizana ny fihetseham-po... |
Manana ny raiki-pohy m-a an-m-a -na a0 a1 e st e am s a2 izay lasa toy izao amin’ny fiteny masikoro fameno tanty toera pt am e st ohatra mamelatsy tihy e amy tany e eo soa. |
Maro ny karazana asa soratra novokariny ny angano, ny sombin- tantara, ny tantara an-tsehatra, ary ny tantara foronina. Ny tantara foronina kosa no nironan ny sainay noho izy milaza ny zava-misy marina amin ny alalan ny kanto. Hoy i arnaudies ny tantara foronina dia tantara marina 3, hoy koa wellek warren manamafy izan... |
Misafoaka. |
Manana fizaran-taona efatra miavaka tsarany distrikan’ andramasina dia ny lohataona aogositra, septambra, oktobra , ny fahavaratra novambra, desambra, janoary, febroary , ny fararano martsa, aprily ary ny ririnina mey, jona, jolay ireo no arindran’ny mponina mba hifanaraka amin’ny fomba fihariany ka zary lasa fizaran’n... |
Mikambana 200ar isakin’ny manihitra tsy mpikambana 500ar isakin’nymanihitra ny mpijibika sy mpitifitra trondro 1 000ar isaky ny mandeha mpanjono mampiasa lakana maotera 2 000ar isanandro maka fahazoan-dalana 2 000 ar isan’andro ireo vazaha mpanjono manao fialam- boly. Raha tratra tsy mahazo alalana kosa dia mandoa vono... |
Crahay m evaluation et interactions maitre-élèves. Service de pédagogie expérimentale, université de liège.1995. |
Miady maraina ny mpanofa trano ny kabone no nampiditra angano ny sasany poritra, efa akaiky vao mainka ny hafa mitaraikiraiky! |
Vitsika momba kitay na manimanina ny any aminay |
Ras oahary mpitsabo gasy? Gaga |
Ny bibibe masiaka no anoharany ny fasana sy ny fahafatesana miseho amin’ny alalan’ny mpanondro io. Ny fahafatesana dia oharin’ny mpanoratra amin’ny bibibe izay mitelina na mandrapaka izay sendra azy. Io bibibe io anefa tsy hoe mampatahotra fotsiny noho izy manaikitra ary mety hamono hahafaty mihitsy aza fa mbola masiak... |
Misy karazany roa ny razngo fohy sy ny rango lava saingy ny rango lava no tena misy ary fahita aty. F inona no tena ilana ny rango? |
Guthrie, malcom 1970 1971 comparative bantu an introduction to the comparative linguistics and prehistory of bantu languages, gregg international publishers, farnborough |
Toy izany ny famaritana ny fitiavana araka ny rakibolana. Tsy latsa-danja amin’izany koa ny famaritana omen’ny baiboly. |
Mpivavaka nafana fo tao amin ny fiangonana nisy azy izy ireo. Ninia tsy nahalala ny fitsipi-pivavahana anefa ingahy rabary sy ramatoa razay, satria te hanan-janaka. Niray tsikombakomba tamin ny fanarontsaronana ny ditran i sahondra izy ireo, ary nandray ny fahavoazan ity zana-kavany ho fahasoavana. |
Misy toe- fiaraha-monina iray anefa eto ny lohahevitra noraisinay satria tsapanay fa mbola vitsy ireo voka- antrôpôlojia momba ny fihariana aman-toekarena iray sampana aminy. Manaporofo izany ny -pikaroana m antrôpôlojia momba ny fihariana aman-toekarena nivoaka sy tato izay vitsy dia vitsy tokoa vitsy dia vitsy koa ka... |
Ka ny haizina ho foana. Miareta tory ihany ka tovony ilo indray ny lahinjiro efa may. 48 |
Miakatra mitrabaka mamaky ny habakabaka, mitaraina mafy, miantso hoe avoty ! Ny hiakan’ny kamboty miakatra mitady ny tavan’andriamanitra, mangataka azy haninjitra ny sabany maranitra amin’ireo mpanao kely tsy mamindro . |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.