text
stringlengths
10
11k
Amin’ny alalan’ny gazety ny gazety ihany koa dia manana anjara amin’ny fampahafantarana ny asa soratr’i ran e.
Ny teboka telo 199 2.2 ny filalaovana amin’ny andalana sy ny andininy. 202
Tiako ianao hihasinkasina amin’ny fihetsikao rehetra, nefa tiako ho fanasina, fanaperana amin’ny toetra.
Maizina am-pototry ny jiro
Io. Ohatra izany no tanjona andl 60 natsakaina tsy araka ny tokony ho izy ny tsirin- teny mpilaza ny fitodiky ny iharana ampiasaina eto an ina fa tsy a ina nantsakaina andl 69 sy 72 fitsidihina fitodiky ny mpamaritoe-javatra no eto, noho izany tsy i ina fa i ana fitsidihana
Matona matomatona mamatomatona mamatopatona 361 mbomba mbombambomba mambombambomba
Lahaten’ny asa fikarohana ratsimba georges poetin’ny fanabehazana isan’ny takila 286 isan’ny fafana 05 isan’ny sary 11
Ankoatra ny fiadiany ho tompon’ny lakandranon’i suez, dia mihady solitany ao sahara ihany koa i frantsa ny janoary 1958. Manaiky izany fitrandrahana solitany ao aminy izany ny vahoaka ao, satria zanatany 118 isa ao sahara no nanoratra taratasy ho an’i frantsa. Izany dia fangatahana hitondra sata manokana sy hisaraka am...
Molet l 1953
Ny mpanoratra na scripteur dia ilay nanoratra, nisafidy ny trangan- javatra hotantaraina sy ny mpandray anjara ary ny fomba fitantarana izany hoe ilay tena nitana ny penina. 38
Dadatoa, nieritreritra aho hanolo-boninkazo nefa tsy mba nioty ny miora tsara indrindra ’zay rehetra mba nosainiko ho famonoan-talaho lazaiko fa tsy azo fa mafy ny kamboty kamboty fanindroany kamboty fanindroany fa lasa ianao ’lay mpiahy ka e! Mamihin-tsiahy f’ianao ilay dadatoa ’lay tsy nantsoiko dada kanefa tena izan...
Tanindrazana zavaboaary fitiavana fiainana -tanindrazana -dia afak’ilay tanindrazako -fiteny malagasy -vokovoko vato -herim-biby -lasa ilay mahery fo -andeferako ianao -anosiarivo sy ny alany -io no madagasikara isany 09 -iza iry ambony iry? -nahoana? -ambaka -ranomasina -meteza ianao -ilaozy -ny avana -ry andramasina ...
Mpampianatra mpitarika dr razafimahefa, maître de conférences.
Maro ny antony itiavan’ny mpianatra taranja iray. Mety ho antony avy amin’ny fomba fampianatry ny mpampianatra izany na mety ho antony hafa koa. Raha ny fafana no jerena dia 33,96? No salanisa ambony indrindra. Isan-jato izay mifanandrify amin’ny taranja siantifika hatrany izany. Araka ny hevitr’ireo mpianatra, tiana n...
Ny fombafomban’ny fanandroa-na ny mpanandro no mahafehy azy. Ny anaram- bolana roa ambin’ny folo no amoahany ny tonom-bina rehetra. Misy ny renim-bitana sy zana-bintana.
Date de soutenance 13 décembre 2011 antananarivo 2011
Azo hararaotina ihany koa ny fampianarana ny riba ankoatra ny fampianarana ny literatiora am-bava miainga amin’ireo akora voaangona ireo. Azo hitarafana ny fomba amam-panaon’ny faritra tsirairay avy mantsy ny lahabolana. Izay no maha saro-bidy azy ireny. Mahakasika ny fahafatesana ny riba mifandray amin’ity literatiora...
Rehefa lany ny rano novatsian’ireo mpandeha am-botry ka tsy nahazo rano hosotroina dia niteny azy ireo i litsika aza manahy, hoy ny antson’i litsika, amaraigna isika midina an-tanety mihitsy v. A. Tak55 tsaika ankizy
Tolona dia aina, ny fitolomana fiainana, ny mpitolona dia mpiaina ny fahafahana tadiaviny ary mampiaina izany ho fanorenana ny ho aviny 187. Izany hoe, ho an’ny taranaka any aoriana no antony hitolomana, satria izy ireo no hioty ny voka-tsoa azo avy amin’ny tolona ataon’ny tena. Ny tolona dia fialana amin’ny fototra ma...
Ny tanjona ankapobeny tamin’izao fanadihadiana izao dia ny fandraisana anjara amin’ny fanatsarana ny asa fampianarana. Tsy azo hadinoina fa raha tiana hiova ny fiarahamonina dia ny zaza no anombohana ny fampiharana izany amin’ny alalan’ny fanabeazana sy ny fampianarana. Noho izany, raha misy fivoarana ny asa fampianara...
Ahaizany mandray sy mitadidy ary koa misaintsaina sy mandalina.
Ny fomba nanompanana ny fandinihana ny fomba fiasa nentina nanatanteraka izao asa izao dia azo avahana ho roa miavaka tsara na dia hita aza fa afaka mifameno tsara ihany koa izany. Voalohany amin izany ny fanoritsoritana ny tranga manodidina ny lohahevitra araka ny nahitana izany tany an- tsekoly nandritra ny fampianar...
Dossier d’information sauvegarde du patrimoine culturel immatériel , unesco, 9 juillet 2004 une résponsabilité commune et une source de bien-être pour l’humanité toute entière , ainsi qu’un facteur pour favoriser les échanges et la compréhension
Ara-kolon-tsaina
Ity zareo no kely jefy, mamonjy rafitra sy tefy ; mazàna manan-dela roa, mahay atsy mahay aroa.
Kisary laharana 02 ny antony miteraka ny faharisihana 1 faharisihana
Tamberim-boanteny andohan’andalana mifanesy, na tamberin’andalana andohan’andininy mifanesy no atao hoe anaphore raha ny tononkiran’i abel ratsimba no jerena, natao ny anaphore , mba hilazana fihetseham-po. Fihetseham-po vokatry ny fandaozan’ny olon-tiana, ary izany dia tsy hay tohaina satria alahelo no vokany, hany ka...
Orotra orosana, orotana
Misy karazany efatra ny rima araka ny hafenoany rima tsy feno rima zara fa feno rima feno rima mihoatra
Taranja inona no hazavaina amin’ny teny malagasy fa omena amin’ny teny frantsay?
Eo amin’ny fihariana sy ny sehatry ny asa o mihen-danja ny fampiasana ny teny malagasy eny anivon’ny sehatry ny asa satria tsy maharaka ny fivoarana eo amin’ny sehatry ny asa ireo voambolana ananan’ny teny malagasy. O tsy ampy hiatrehana ny sehatry ny asa ny fahalalana norantovin’ny mpianatra tany an-tsekoly satria mai...
Misy vatan-dehilahy 16
Anton’ny fandaniana lycée andoharanofotsy lycée ambohimanambola saram-piantohana 1.207.000 ar 510.000 ar fampitaovana fanatanjahan-tena 1.520.000 ar 200.000 ar fanatsarana ny sekoly 45.500.000 ar 12.500.000 ar karama isan-karazany 7.000.000 ar 4.800.000 ar fitaovam-pampianarana 15.000.000 ar 7.000.000 ar samihafa fitsa...
Fanontaniana tsotra sady mazava apetraka amin’ny mpianatra isokirana ireo voalaza ireo
Fikapohan’ny tompo antsika izao ny fahoriana atolory amin’andriamanitra e e e ny fahoriantsika toy ny an’i joba
Eo amin’ny fototeny mingadona manana faran-teny mikatona tapany mihovitra t? R, marihina fa tsy ahitana ireto renifeo mikatona ireto eo amin’ny toeran’ny x0 ireo renifeo kentsona rehetra ao amin’ny renifeo mikatona m , n , mp , mb , nt , nd , nk , ng , ireo renifeo mikatona afara tsy kentsona g , ny renifeo mikatona al...
Ny fanabeazana azon’ny olona rehetra raisina eto izany dia ny hoe tsy maintsy ampitain’ireo izay nahazo fanabeazana, amin’ny hafa izay rehetra azony izay manana fahaizana sy traikefa ary fahalalana noho ny hafa dia tokony hampita izany amin’ireo tsy mahay sy tsy manana. Hita taratra arak’izany fa mampiseho fanabeazana ...
Le co t interrompu est une méthode très simple, mais qui exige la notion de compréhension et de maîtrise de soi pour le sexe masculin. Si cette méthode est longtemps utilisée à l’étranger elle est sans condamnation dans le coran, et elle a provoqué le déclin de la population française au xviie siècle , et si cette méth...
L’un des objectif principaux du saha est le développement de l’économie locale qui nécessite la collaboration et la concertation des différents acteurs des secteurs publics, des secteurs privés et la société civile pour mettre en place les conditions cadres favorables à une croissance économique durable en vue d’une am...
Ny maso no taova enti-mijery. Mampita hafatra tokoa ny fomba fijery, ary mety hitarika fifankatiavana eo amin’ny olon-droa ny fifampitopazan’ny maso. Hita izany ao amin’ny tononkalo mpiangaly
Teny fampidirana sehatra iray mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny firenena ny fampianarana ary ny fanabeazana izany indrindra no isian’ireo fanofanana isan’ambaratonga. Isan’ny manao izany ny eto amin’ny ens na ecole normale supérieure, sekoly ambony manofana ho mpampianatra amin’ny ambaratonga faharoa. Toy ny fama...
Houlder j. A 1960
Raha ilaozanao manko aho ireny ange tsy veriko!
Ny seccc service des etudes et de la communication pour la changement de la comportement izay misahana ny fanentanana sy fanofanana ny olompirenena hanana fitondran-tena mendrika amin’ny endrin-tserasera rehetra toy ny afisy, takela-damba, horonan-taratasy ; fa indrindra amin’ny onjam-peom-pirenena izay mandeha isan’an...
Endrika, joko orona, bingo, fa an-kevitry ny
Diniho ireo teny voalaza eo aloha
Vokatr’izany, dia noraofina tsy amim-pisalasalana rainandriamampandry. Hampiharina aminy ny tenin’i galliéni. Miampy ireo voalazanao dia kalamina ny tetika. Ary rainandriamampandry dia tsy afaka hihetsika hohelohina ho faty fa manana toetra maizimaizina!
Eo amin’ny lafiny fotoana, dia hita fa mandany fotoana ny fanomezana ny lahatsoratra atao soratononina. Nandritra ny firotsahana an-tsehatra dia efa nisy ihany ny andrana natao amin’ny fametrahana ny lahatsoratra hadika amin’ny fotoana hafa. Mihena ny fotoana lany amin’ny seho manaraka ka ahafahana manao zavatra hafa. ...
Resaka nifanaovana tamin’ny renin’i narindra, namangy ny zanany tao amin’ny toby tamin’ny fotoana nanaovana ny firontsahana an-tsehatra.
Ny fotoana anaovana ny taranja malagasy
Izaho tsy mikalo, raha toa ka tsy hira, voaravaka gadona sy fanta-drazana, ka re mifanainga, any anty voafira ny sary sy tenany, na dia tsy tazana.
Ny fizarana actes toy izao no hita ao amin’ny fizarana iray toe-javatra iray, izay aseho eo amin’ny toerana iray, amin’ny fotoana voafaritra tsara ; ary misy hevitra avohitran’ny tantara amin’izany, hahatonga azy hitohy tsy miato. Soratana miavaka tsara io fizarana io. Ary mety hiova manaraka ny fizarana koa ny ravaka ...
Araka izany, lafin-javatra telo no ahatarafana ny endriky ny fandrosoana eo amin’ny tanora, rehefa nodinihina ireo ampahan-tononkira roa ireo dia ny fomba fihetsika, ny fomba fiteny, ary ny fomba fitafy. Hoy i randja zanamihoatra manamafy izany ao amin’ny malagasy mankany eny, ho’aho, ramalagasy! Malagasy be fivoarana!...
Tsy andriko ny tsinan-ko avy hitafana ny toky baliaka fa mangina ê, ny lalan-komaly ’zay manjary diavina irery ka manilaka ’lay fenomanana
Sanasana mananasana
Loharano m-dev
Hoy i deschamps hay kanto ambony sady feno hoso-doko ary mozika misaina ny poezia44. Hamafisin’i paul valery ny maha hay kanto ny poezia. Hoy izy ny poezia dia hay kanto manokana mifototra amin’ny teny. 45. Nambarany ny maha akora fototra ny teny ao. Amin’i jupiter ny atao hoe poezia dia tononkira voalahatra ara-dalana...
O, ry foko savolaina, voly am-pamikirana eto, fa mikatsa-dava izao, ny handosirana ny sento ; fohazy fa izy manana fodiana, tsy hijanona eto akory .
Fototeny mingadona miseho feno ao amin’ny endrika aman- tovanana ahitana olana ihany koa ity fototeny ity rehefa tovanana -ina na -ana ka hosokajina eto ireo fisehoan ny olana amin izany. Tsy dia tsaroan ny mpiteny loatra ity olana ity fa toa mandeha ho azy ny fanonony ilay teny.
Hita ao amin’ity fomba amam-panao ity ny atao hoe zana-drazana; ireo tompon-draharaha izany. Hita ao koa ny mpanotrona manome voninahitra ny zana-drazana sy manatanterakany fehim-pihavanana atao hoe atero ka alao na kao-drazana vola fanome ny tompon-draharahaio. Sakafo iraisanano asetrin’ny tompon-draharaha hoan’nyvaho...
Ny fiantraikan’ny fahantrana fitaovana iray natao ifanakalozana eo amin’ny fiarahamonina na ny firenena ny vola manan-danja lehibe izy noho ny fampiasana azy eo filana andavanandro. Ny tsy fitovian’ny vola eo am-pelatanan’ny tsirairay no hanasokajiana azy ho mahantra na manan-karena i asiniony dia manantitrantitra ny t...
Ny antemoro dia manan-karena kolontsaina sy fomba amam-panao, fatra- pitandro izany izy ary tena saro-piaro, saingy tsy hita loatra ny vokatr’izany raha eo amin’ny lafiny fandrosoan’ny fiainan’ny mponina no jerena. Izany hoe tsy misy ny fampivorana entin’ireo fomba ireo. Manoloana izany, tsy maintsy fantarina avokoa ny...
Ny zava-kendrena amin’ity asa fikarohana ity
Ny kilalao fanaony anisan’ny fanabeazana, ary tena manamarika ny andron’ny fahazazana tokoa ny lalao. Misy fitenenana manao hoe raha zaza tsy hilalao, modia ho tanora nilalao tokoa i soza marie yolande fony fahazaza. Tsy mba nifidy izay nolalaovina na izay nilalaovana izy. Izany hoe nanao ireo lalao fanaon’ny ankizy re...
Ny toerana ravaky ny tantara eo amin ity toerana ravaky ny tantara ity no anehoan ny mpanoratra ny talentany, ka tonga toy ny zava-misy marina sy azo porofoina ny tantara. Raha ny ao amin ny navalona, ohatra, dia iray amin ireny ny amoron-dranomasina toerana tena misy tokoa, ka na dia tsy fantany tanteraka aza, dia azo...
Régis rajemisa-raolison, opt. Cit, tak.757 9 ravelojaona, jolay 1908, mpanolo-tsaina, lah 19,
Ny sampana sekoly alahady dia mitaiza ny ankizy madinika hahalala ny tenin ny soratra masina, mampianatra azy ireo koa ny fitondran-tena kristiana ary miandraikitra ny fitoriana ny filazantsara ataon ny fiangonana ho an ny ankizy. Araka ny maha sekoly alahady ny anarany dia isaky ny alahady alohan ny fidirana faharoa a...
Isaorako aza andriamanitra, raha tsy fantatrao akory izay alehan’ny fisainako, na izay adin’ny fiainako feno zava-mifamaho mila tsy hahitako tory efa an-taona maro izao! Soa fa niafina aminao izany izaho mifoha maraina mieritreritra ao an-tsaina sy mitetika ny asa hamonoako ny masoandro
Va tsy foy , tak 23 63 va an ? Nofy , tak 57
Raha taterina mivantana ny 35 sy 36 dia izao no fehezanteny azo 35a hoy i be hoe iza ny anaranao? 36a hoy aho hoe oviana ianao no tonga?
Nanoratra tononkalo -vao 15 taona izy no nanomboka nanoratra ary sarotiny tokoa, ka nisy niverenany in- 3 na in- 4 ny fandrafetana sy fanadiovana ny asa soratra navoakany, ary tanicus no solona anarana nentiny nifanerasera sy nifankatia tamin’ny mpanoratra nitovitovy taona taminy izy, indrindra, fa tamin’i j. J. Rabear...
Tsy poeta aho fa mpikalo !
Ny tampo-tanety ity ! Ilay ravin-kazo lazain’i neny izao tsy hitako mihitsy i neny ato mihamarary mafy ihany. ; reraka amin’ny fitadiavana fanafody no manomboka ny resaka ao amin’ny fanombohana dia ralisy kosa no miteny voalohany ato amin’ny famaranana toa reraka, taitra ny zanako ! Mba tsy novonoin’ilay olona ve ianao...
Source cours de gestion de trésorerie, 3ème année gestion, 2008.
Namandrika voro- mahery manenji- pitia lakalaka niaritra ratra sy fery kanefa indrisy voadaka
Mbola hety ve hianao hatsanganay ho sampinay fa izahay dia mbola liana hahita anao miseho indray! Iny endrikao iny tsy miverina intsony ny eritreritray sisa hitahiry azy hamony ?
Fanoroana sary kisary
Fahombiazan’ny dinan’i melaky tsy mimpoly
Petrakolana sy ny anton’ny safidy
Ary niandry anao aho, fa hisampana ho taho ny tsirin’ny vololon’aiko ka handravina sy hamony! V. A, tak. 66 and 1 sy 3
Quel est le rôle du ray aman-dreny pour la pratique du asa tany ? Seul, les ray aman-dreny nous distribuent ici leurs expériences pour l’amélioration de nos acquis techniques et nous rappellent les bonnes m urs de la société malagasy comme le fihavanana et le valin-tanana.
Fizarana fahatelo fandalinana sy tolo-kevitra ho fanatsarana ny fampianarana tsangan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany ary andram-pampiharana.
Eny, ianao, ilay poeta izay mandany ron-doha, te-hamboraka ny miafina sy milevina ao am-po ka mandrary soratroratra hanana endrika milanto sy miezaka hampihaingo hanatratra irony kanto.
Ny anarana ao amin’ny sokajy u amin’ny teny swahili dia manondro anaran-javatra mitoetra ao anatin’ny sehatra samy hafa. Ny tovona u- no maneho ny anarana amin’ny tokana; miovaova ny fomba fanovana ny endriky ny tokana ho endriky ny maro , ny- , m- , n- no maneho ny anarana amin’ny maro. Misy amin’izy ireo ny mifanova ...
Je voudrais maintenant vider jusqu’à la lie ce calice mêlé de nectar et de fiel ! Au fond de cette coupe où je buvais la vie, peut-être restait-il une goutte de miel ?
Fizarana faharoa ny antony niteraka ny tolona sy ny fiantraikan’izany teto amin’ny firenena
Ny métonymie toy izany dia mamintina hevitra sy fihetseham-po tsy tiana hiseho mivantana. Tsy hitanjaka na ho voavelively eo anatrehan’andriamanitra izay mitafy ny teny hatramn’ny farany.
Mamo tampina tanteraka ilay natao hananatranatra tsy vanon-ko olona sy tsy mendrika ny anarany amin’ny maha raim- pianakaviana azy intsony ilay olona voalazan’ny tononkalo eto. Kanefa tsy ny toetra ratsy eo amin’ny olona hatrany akory no ventesin’ny mpanoratra, fa ao koa ireo toetra tsara izay asongadiny amin’ireto ton...
Satria ianao no hitandro ny soan’ny nosy ho fisantatra, ka aza toroan- tsy mba mino na maika dia maika hanadino tsy hifako kitay merik’andro tsy hivongika hazo tsy fantatra
Nanamafy ny safidinay ihany koa ny fahatsapana fa sarobidy ny firenena ka tokony harovana. Ambaran’i randza zanamihoatra ao amin’ny tononkalony mitondra ny lohateny hoe ny firenena fa vatana tsy hay tsapaina ny firenena kanefa tsapa isian’ny tena tahaky ny aina fanahy sy saina 5 .
Araka izany ary dia misy anjara asa enina 06 ao anatin’ny schema actatiel izay mitsinjara ho toy izao 1. Destinateur mpaniraka na izay mety hisarika ny sujet 2. Sujet tompon’ny hetsika ivondronan’ny zava-misy rehetra. 3. Objet tanjon’ny tompon’ny hetsika na ny sujet mety ho zavatra na toe-javatra na olona 4. Destinatai...
Ny hira gasy dia natao hananatra sy hampianatra. Ka nofidin’ny mpiventy ny lahateny manoritsoritra satria mamaly izany zava-kendrena izany. Ny fahafantarana ny zava-misy avy amin’ny fanoritsoritana 151 mantsy dia manainga ny mpihaino hieritreritra sy handini-tena ny amin’izay tokony hitondrana ny fiainana. Lafin-javatr...
Dia mainka ho talanjona sy handatsa tena raha tonganao ny tanjona sy ny fandresena.
Isan’ireo toeram-pitsaboana nahazo fiofanana manokana ao amin’ny sdsas fandriana fafana 5 csb 1 26 isaky ny fokontany csb 2 14 kaominina chd 1 01 disitrika total 41 source fiantsorohana ny antontan’isa, csb2 fandriana, taona 2009
Prolepse toute man uvre narrative consistant à raconter ou évoquer d’avance un événement ultérieur , 1972, tak. 82
Tsapa tamin’ny fizarana asa natao fa manahirana ny mpianatra eny amin’ny lycée ny fomba famakafakan-kevitra. Raha misy anefa ny torolalana mazava hoenti-miatrika izany, dia inoana fa ho voavaha ny olana. Teo ihany koa ny fahatsapana fa manana adidy tokony hoefaina izahay, manoloana ny fanatsarana ny fampianarana ny tar...
Tu partiras oui partiras aimeras et pour de bon aimeras mais notre passé commun nos pojets on ne les oubliera surtout pas
Ny hairaha ananan’ny mpianatra fanatanterahana fiovan’ny mpianatra
Fanadihadiana natao tao talata volonondry, ny 18 aogositra 2014 166 amin’ny malagasy ankapobeny dia eo anelanelan’ny fihinanam-bary intelo isanandro, 167 lannoy josiné , savoir se bien nourrir, belgigue, collection femmes d’aujourd’hui, 1985, p.9, 310p
Solon-dreny