text
stringlengths
10
11k
Kanefa hohasoaviko mandritra ny andro hoaviko 108 tsy avela holevonin’ny teny hafa, fa asandratra hatrany. Arovana fatratra , satria fototra maha izy azy ny firenena. Raha tiana izany ny hamerenana ny hasin’ny maha malagasy, dia tena ilaina ny fanomezan- danja ny teny malagasy. Raha misy te hanongotra ho levona, ho fon...
Na izany aza dia misy fe-potoana mazava tsara narindran’ny mpanoratra hifanaraka amin’ ny zavatra tantarainy ao tsy voaresaka ny 25 taona niainan’i bako teo anilan’ny ray aman-dreniny, satria teo no nanomboka ny tantara. Ny dimy volana voalohany tamin’ny nitondrany vohoka no voalaza ao, talohan’ny nampakaran-dratiaray ...
Jo andrianasolo
Ny tavy hafa
Niteraka efatra mianadahy izy mivady. Ireto avy izany raharolahy dhelys raharolahy edelyn raoeliarivelo harsoline raharolahy dhels nanoloana izany rehetra izany ny mpanoratra dia niantsoroka ny adidy amana andraikitra niandry azy fa tsy niraviravy tanana.
Misy fitsipika sy lalàna mifehy azy ny singa rehetra. Io lalàna sy fitsipika mifehy ny tsirairay io no entina mandrindra sy mandrafitra ary mandamina ny singa tsirairay. Entina hiarovana sy hamoronana zavatra na singa iray ihany koa ny lalàna noho izy manana fepetra mifanaraka amin ny antom-pisin ny zavatra iray. Hanat...
Hatrany dia nandray andraikitra randrenja handaminana izany, na dia hitady vahaolana amin’ny fisarahan’izy sy mariane aza no nahatongavany tany amin’i johary. 2.3.2.3. Ny fanahy
Mifankatiava tsara
Solutions concernant la gestion financière et comptable
Misy karazany roa ny mohara mohara henja mohara natao ho famonoa olo, famelza olo haratra, hisy kilema, famparariana ie mba hisy aretina hahazo ny fahavalo, matetika ny aretina amin’io dia tsy sitran’ny dokotera fa ny ambiasa ihany no mahafaka azy, famelezana olo mba hampahatra fadiranovana azy ka hahatonga azy tsy ho ...
Biby efatra lambo 29
Nanaiky an-kitsim-po izy, rehefa nahare ny antso. Ity tononkalo iray honerako ny lasa57 ity no nanehoany izany ô! Ry raiko mba henoy
Ohatra sora-baventy anehoana ireo lohahevitra maro haroso isaky ny pejin’ ny fizarana fito anaran’ ny mpanoratra, ireo teny tiana hasongadina manokana. Toy ny hita ao amin’ ny takila 116 sora-mandry ampiasaina amin’ireo fehezan-teny tian’ny mpanoratra hasongadina manokana ao amin’ny lahatsoratra, na tiana hohazavaina m...
Banque mondiale, febroary 1999 notre formation sur les points clés du développement en zone rurale, les femmes sont en activité permanente entre les activités domestiques et les activités agricoles
Ao koa ny manamboatra tany fotsiny izany hoe fanomanana indray ny tanimbary efa nasaina. Tsy misy fikarakarana betsaka intsony fa fanalana ny fakofako navelan’ny vokatra teo aloha ihany sisa hiandrasana ny lahasa manaraka. Hosen’ny omby ny tany mba ho azo hamafazana. Intelo iverenana ny osy voalohany mandavo ahitra, ma...
Ny teny fanao amin’ny andro iray teny fanao amin’ny andro iray no ilazan’i cfrlr ny teny tsy fampiasa amin’ny andavanandro, fa amin’ ny fotoana ilana azy ihany, na amin’ny toejavatra tiana hanoina na hanontsa na hanendratra ny olona. Azo lazaina ho misy fihatahana amin’ny fomba fiteny mahazatra mba hanakarana ny vokatr...
Dinidinika tarihina iss, focus group
Avy eto amboditsiry mihitsy ve ny fiavianareo?
Raha vatana ianao dia tandindona aho miamboho ianao mba mihodina aho manatrika ianao, misava lalana aho mandrimandry ianao, mba mitsotra aho
Tonga ho’aho ny aizim-pito, ali-maintin’ny fiainako fa nisoka ny masoandro, ’lay mpanafaka ahiahy iza intsony no hamaly tony feon’ny fintarainako raha marary izany tena, na ny saina, na fanahy?
Amin’ny ambaratonga ambony.
Fanoitra lehibe miantoka ny fandrosoan ny firenena iray ny fametrahana ny sehatry ny fanabeazana ho laharam-pahamehana. Ny fanjakana malagasy dia tsy manao izany ho ambanin-javatra. Maro anefa ireo karazana olana setraina eo am-panatontosana izany asa fampianarana izany ka nodinihina manokana tato amin ity asa fikaroha...
Mafy ny tsy manana
Fa isika anie natao hiteny gasy
Jereo fizarana faharoa 1.1.1.2. 181 dictionnaire larousse, op. Cit, 1972 l’hypallage est une figure de style qui consiste à attribuer à certains mots d’une phrase ce qui convient à d’autres mots
Andeha hazavaina eto ambany ireo fizarana telo ato amin ny fiangonana. Hojerena voalohany amin izany ny sanctuaire toerana masina na sanctuaire ny toerana masina na ’sanctuaire’ dia ahitana efitra telo izay mitovy amin ny nisy tao amin ny tempoly taloha, voalazan ny baiboly izay mizara tahaka izao ao amin ny ilany havi...
Ry fanahiko ato anaty ry nomanina handova dia ianao ’lay tsy ho faty o! Misaora an’i jehovah! In ny mpandinika, 3 may 1929
Ny vary no foto-tsakafon’ny malagasy ka tsy tokony atao ambanin-javatra ny fampiroboroboana izany fambolena izany, mahatsiaro maty antoka ny tantsaha raha tsy misy vokany izay no sasarany tsy fahampian’ny fitaovam-pamokarana
Ny fahaizan’ny mpianatra any amin’
Les bêches ce sont les outils utilisés par les concurrents pour effectuer le
Anjara fitenenana mandeha irery
Adihevitra andraisan’ny tsirairay anjara ary tarihin’ny mpampiantra na sokajy iray.
Andrianjafy m orimbaton’ny fiadanana. Imprimerie takariva.
Dikan-teny natao avy amin’ny nambaran’i piaget tao amin’i crahay 1999 grâce à l’imitation , dans une activité collective sous la direction d’ adultes , l’enfant est en mesure de realiser beaucoup plus que ce qu’il réussit à faire de façon autonome. P318 51 dikan-teny malalaka avy amin’ny tenin’i tardif j , 1992 l’envir...
Mamiko hianao ry hatanorana, tsy laviko izany ekeko hobaben’izay raketinao, na tsiky na tomany 15 ho lavo ny foko raha sendra ny ankason’ny tahirinao hiravo eny kosa, raha sendra hafaliana izay hatolotrao.
A2.1. Ireo toe-javatra mpanova ny fitiavana
And-14 raha misy mpandova manindry ny anjaran’ny mainindry fananan’olona hosy-trano-tany-faf! Bolena aloha dia voan’ny dina roa hetsy ariary.
1 000 000,00
Ny mpamaritoetra tsara eto araka izany dia enti-mandoka ny tovovavy iray izay heverin’ny mpiteny ho tsara araka ny fomba fijeriny manokana. An’ankina ny fampiasana azy satria samy manana ny fomba fijeriny ny zavatra na olona na toe- javatra iray ny mpiteny tsirairay. Hovahavahana voalohany noho izany ny mpamaritoetra f...
Fafana 3 maneho ireo mpandray anjara ao amin’ny tantara foronina fa velona indray
Riffaterre, op. Cit p .31 ce qui revient à dire que la langue exprime et que le style met en valeur
Raolison, rakibolana malagasy, op cit, tak 419
Demarcheuse
Ny sehatra dia toe-javatra iray na trangan-javatra ahafahana maneho zavatra iray. Ny fitiavana dia miseho amin’ny endrika maro araka ny toe-javatra na tranga- javatra misy ary ny fomba fanehoana azy koa dia miovaova arakarak’izany trangan- javatra izany. Ny sehatra ahafahana maneho io fitiavana io dia mety ho kisendras...
Aza manahy ianao, tompokolahy, hoy i karetsaka nijaridina, fa na miorika na mivalana, tsy maintsy lasanao ravolahanta, fa tsy havelantsika ho eny an-tanan’ilay montana iry. Izaho eto miambina azy matoky an’ialahy àry aho! Hoy i mahaly.
Bobohihy bohihy tsy voafaritray mazava ny tena dika malalaka amin’ny teny malagasy amin’ireto teny ireto.
Raha atao indray milaza izay rehetra izay, dia hita fa mpanoratra mahay maneho ny filalaovana amin’ny fingadon-tononkalo izy. Hainy ny nampifanaraka izany amin’ny
An-taonany maro no efa niaraka ireto mpifankatia tany amin’ kaominina ifalimanjaka, ao anatin’ny fivondronana anjozorobe. Nifankatia aok’izany tokoa ry zareo, araka ny fantatra. Tsy maintsy niala teto antananarivo anefa ilay tovolahy mba hanao varo-mandeha tany amin’ny faritany, satria tsy nisy ny asa nivelomana tany a...
Toa nangaina mbola tia, izany foko noratraina, fa ny teny voasonia indrisy kosa, rava maina
Mba satriko hifampizarana ny tsikin’ny fo te hitroatra, fa misy fitia andrarana kanefa mba mamiko loatra
Proposition de procédure de recrutement ultérieure 27 sanctions
6 7 8 9 10 11 12 13
Post-press
Faritra iry, ny taraky ny mpanompon’ny mpanjaka ary, tena misy fahamarinany tokoa ve izany? 8. Inona àry no mampiavaka ity tanàna ambony ity?
Va 078, op cit 245 va 079, op cit 246 va 040 toriteny 247 va 088, op cit
Rainandriamampandry maro loatra tamin’ireo natao ampinga ho fiarovana no vao mainka nampijaly ka be ireo fadiranovana na vahoaka amorontsiraka, na ny teto anivon-tany tsy navela mba hitraka natao fitaovana hatrany !
Ny vokatry ny zava-nisy ara-toekarena sy ny ara- piarahamonina teo amin’ny toetsain’ny olona ny taona 1929-1939
Mankatelina indrindra tompoko, randriatoetra vola mavosoa narindra
Boky i , tak 25
Ny métaphore ny atao hoe métaphore na fanovana endri-javatra dia fomba filazan-javatra ampifanatrehana anaty fehezanteny na andian-teny tokana ny oharina sy ny anoharana 140 araka ny famaritana nomen i siméon rajaona. Manana ny lanjany lehibe ity sarin-teny ity eo amin ny filazan-javatra noho izy voasokajy ho mpanjakan...
Kipaka kipakipaka kipahana
Fahafaham-pon’ny mpianatra momba ny fampianaran’ny mpampianatra fahafaham-po isan’ny mpianatra isan-jato afapo 32 80 tsy afapo 8 20 fitambarany 40 100
Ny sonia ’zay natao tsy kosehina ny fanantenanao tanterahina
Gestion de grands travaux la mission de la mise en uvre des actions sociales et de genre en accompagnement du programme routier, a été confiée à l’ong lalana ; afin d’aboutir à une rentabilisation effective de la route par le biais de son entretien, sa protection et sa préservation. Pour pouvoir exécuter et entreprendr...
Jehovah no anjarako jehovah no anjarako hita amin’izao fa noraisin’ny maintimolaly ho tahaka ny anjara i jehovah andriamanitra ny mba hanampiana ny mpamaky sy ny mpihaino ny hira noforoniny hahatsapa fa na dia nampitoviana aza ireo, dia noheverina ho misy tombon-dahiny ny fitiavana an’i jehovah, ambony sy sarobidy noho...
Directeur du mémoire andriamanatsilavo seth maitre de conférences
Sedes societé d’etudes pour le développement economique et social
Andro itenenana omaly afakomaly rahafakampitso andro iray mialoha ny f0 andro roa mialoha ny f0 alina iray alohan’ny f0
Tovana faharoa
Misy fanahiana ao amin’ny mpanoratra manoloana ny fahaverezan’ireo lalao nentin-drazana. Manahy izy satria very ny fanabeazana tokony ho azon’ny zaza malagasy. Toa mifono fanentanana an-kolaka ary fampahatsiarovan-tsaina ny teboka telo eto.
Teo no niditra i bôna zanaka lahimatoa sady nivimbina laona ty ny ankalana ry izy roa
Adiresy fvz 01bis ambohidrazana fenoarivo
Na ny erika mifafy, 10 na ny oram-batravatra, hainy mora ny mihafy ka mizaka izay mihatra.
Fiaraha-miasa amin’ny manodidina ilana fahaizana mifanerasera aman’olona ny fanaovana asa fitsikilovana. Izany no natao, dia mba hahafantarana ny tsiambaratelo sy ny asa ratsy kasain’ny jiolahy hatao. Karazan’olona samy hafa no hifaneraserana sy mety hitadiavana fanampiana.
Any antanim-bahiny
Fafana40 ny fiovan-drenifeo n h ng
Hita izany ao amin’ny dila v a tak 72 manao hoe dilam-bolan-tsinana dilan-kazavana nilaozanao an-kaizina nilaozanao masoandro ny fo dorodoroka fanahy tsy very dia
Ny hita tao amin’ny kilasy fahafolo
Partie i-materiels et methodes
Ratany, nofiko hono , in vondrona ambara 2, tak.26 288 s ratany, arosy kely fohy elatra ela ihany vao tody any itasy , and.1, in vondrona ambara 2, tak.8
Ahitana sokajy roa ireo appareils auditifs ireo ny appareils auditifs analogiques tsotra ny fomba fiasany ary tsy manivana ny feo manodidina. Ny appareils auditifs numériques manivana ny tabataba avy ety ivelany, ary manome izay feo ilaina28.
Abbe trublet, 1954 réflexion son divers sujets de littérature t de morale, tii, hayman ronald, 1972 texte d’arthur miller, théâtre de tous les temps, éditions gallimard, paris joubert jean louis, 1992 littérature francophone, édition de l’océan indien nathan, paris landier jean claude et barret gisèle, 1999 expression ...
Antanetilava
Maty t73, t72, t30, t8, t65 6, t34 , t56, t91, t55 , t50 , t57 2, t11 3, t84, t79
Ny teny hoe mitady 19 na mila 19 izay hita ao amin’ny ohatra 65 dia ahitana hevitra mifanandrify avy amin’ny hevitra ara-bakiteny fonosiny. Ny 19 dia salan’isa ambony rehefa manome salan’isa ny mpampianatra. Vakina amin’ny teny frantsay no fampiasan’ny olona azy io mitady dix-neuf ny matoanteny mitady na mila kosa dia ...
Araka izany dia mampiasa ireo fomba fampandraisana anjara maro ny fikrifama amin’ny famantarana ny zava-misy ao amin’ny fiarahamonina. Marihina fa voarakitra ao anatin’ny fomba fiasa ireo, ary tsy maintsy ampiharin’ny tekinisianina izay manao ny firotsahana an-tsehatra.
Ireo sampam-pampianarana misy ao amin’ny sekoly.
Tsy mandeha irery ny fampiasan’ny mpanoratra ny teboka roa eto, mialoha izany, misy ny hoe mampiditra tenin’olona amin’ny ankapobeny. Tsy vitan’izay fa mampiasa ny farango sosona izy mba hanehoana fa teny taterina tokoa no mitranga. Ny resaka ifanaovan’ny mpifankatia mbola vao mifamboraka fitiavana no taterin’ny mpanor...
Nanao ezaka lehibe ny repoblika malagasy voalohany hampandrosoana ny fampianarana. Natomboka hatrany amin’ny ambaratonga voalohany ka hatrany amin’ny ambaratonga ambony. Nisy ny foto-kevitra lehibe nampiharina famahoahana ny ambaratongam-pianarana rehetra -fanapariahana ny fampianarana any amin’ny faritra rehetra eto a...
Zava-dehibe ny fanomezana hasina, na lanja ambony ny reny niteraka amin’ny malagasy, raha itarina sy fakafakaina ao an-tsaina ny hevitr’io oha-pitenenana io.
Fanamarihana
Isan-telovolana
Tendry ohatra namela orimbato velona ho an’ny mponina tao ambohijafy i max courdy razanajaza sy hubert courdy
Nisy hira notefeko tany anaty foko tany tao an-tsaha nofinofy saingy kosa dia naleoko tsy niseho hiventy izany teny anivon-tositosy misy hira kanto loatra na ny feony n any tonony tao an-dapam-bazovazo fa naleoko tsy navoaka ’ndrao manko izay koboniny hadikanao ho vazivazy hisy hira tsisy mpanana hokalointsika foana am...
Ny vintana dia anjara raisin’ny olona araka ny tononon’androny ny andro ahaterahan’ny olona no mifehy ny vintana
Ary nahoana no mitehaka ny vahoaka? -betsaka anie no voataonan- dravalo homba azy sy hanaraka ny diany ampiasao mihitsy ny ambalavelona mba hampikombom- bava mandrakizay an- dravalo ary rabefilatro mba ahoana, ilay tsy mena mivadika toa ravin- tseva io indrindra no mitarika ny tehaka sy ny horakoraka ho karakaraina iza...
Tandremana ny fifehezanteny eo amin’ny firafitra fehezanteny tso-pirafitra no mahazatra, izany hoe tsy tokony ho be loatra ny filalaovana amin’ny teny mpampifandray. Iray na roa isam-pehezanteny ihany dia ampy. Tsy tokony hihoatra ny 35 isa eo ho eo kosa ny voanteny ampiasaina ao anaty fehezanteny iray.
Toy izany santionany amin’ny endriky ny lahatsoratra politika izay notaterina tamin’ny mpamaky ny gazety imongo vaovao. Fa mba nanao ahoana kosa ny teo amin’ny lafiny toe-karena?
Ara-piforonan-teny dia misy ny hoe religio tany amin’ny antsoina hoe antiquité romaine ; religio izay midika hoe, sehatra tsy miankina amin’ny fitondrana izay mandamina ny finoana sy ny fomba amam-panao mifandray amin’ny zava-masina .
Ary ny ao amin’ny rangotra folo nikasa ny hanao sambo-belona ireo mpangalatra ny mpitandro filaminana satria hita ny toerana nisy azy, kinanjo tsy nahita fa namantana faty brig ad ie r ka inona izany no atao ins pecteur?