text
stringlengths
10
11k
Article 2 toutes dispositions contraires à celles mentionnées dans le présent arrêté sont et demeurent abrogées. Article 3 le secrétaire général du ministère de l’enseignement secondaire et de l’education de base, le directeur de l’enseignement secondaire, le directeur de l’enseignement primaire et les directeurs inter...
Voarakitra ao anatin’ity andalan-tononkalon’i samuel tarany ity izany zazakely vao mandady vao mba miana-mitomany nefa raisinao sahady ka sintoninao ry tany. 187
Ny tantaram-piainany
L’horaire des entretiens, mais aussi dans l’observation de l’évolution et le changement de leurs comportements. 7- plan la présentation de notre travail se divise en trois 3 parties dans la première partie, nous allons présenter le cadre contextuel, conceptuel et méthodologique dans lequel nous avons mené notre étude. ...
Sary 20 mpiasa mikaly ny hatsarana. Loharano rasahondranimaro thérèse
Ny endrika hoe mwanangu dia avy amin’ny fitambaran’ny teny mwana zaza, zanaka sy ny mpisolo tena tampisaka -angu ahy araka ny efa voalaza any amin’ny ii-1-2-2, dia miasa toy ny mpisolo tena ny mpandrohy ka ny fiasany amin’ny endrika mitovana indray no hojerentsika manaraka eto. Ho an’ny tokana, dia ny mpisolo tena endr...
Raha te-hanadino
Soa tsy miteny an i koto aho fa aza mandray tsy raisina tahaka ny tsipolitra amoron-dalana an.
Misongadina noho ireo toe-javatra nofantenan’ny mpanoratra hotantaraina ato amin’ity toko ity ny tombony ananan’i feno ka nanova zavatra betsaka teo amin’ny fizotry ny tantara. Ny fahasahiana sy ny fahatanjahana nananany izany. Porofon’izany ny fahasahiany nifampiresaka tamin’i faly ny amin’ny tsy fankasitrahany ny ata...
Mba ho tompon-daka koa eo anivon’ny mpitondra ary kianjan’ny mpikaroka amin’ny fampiasana soratra sy serasera an-taratasy !
Tsy misy ny tonga lafatra fa tsy maintsy misy hatrany ny olana ary misetra izany ny rehetra mandia tany sy miloloha lanitra. Azo sokajiana ho roa no fototra niavian’ireny olana samihafa mihatra eo amin’ny fiainan’ny olombelona ireny ao ireo olana voajanahary izay tsy azo ialana; ao kosa anefa ireo olana ankapoben’ny mp...
Indraindray tsy laviko, ohatra h misy tsikinao mitsiky anehoanao fifaliana i indraindray anefa aho tohatra h
Mpihira vao misondrotra nivoaka avy aty fenoarivo atsinanana i kapepeky de madagasikara, omena any amin’ny tovana ny tononkira feno
Zandriny izy, amin’ny maha zoky azy, na ara-kevitra izany, na ara-pitaovana. Saika teo amin’ny lafim-piainana rehetra. Manodidina ny taona 1986 izany fotoana izany. Feno tanteraka, ary be tokoa ny andraikitra notanany, satria zoky izy. Rehefa samy tafita koa izy telo mirahalahy, dia samy nahaleo tena amin’izay. Fanamar...
Toy ireo faritra samihafa manerana ny nosy, dia manana ny fomba amam- panao mampiavaka azy ny mponina ao fenoarivo atsinanana. Maro tsy ho voatanisa eto ireny fomba samihafa ireny, sady mitaky fandalinana manokana, fa eto, dia izay mampiavaka ny aty amin’ny faritra analanjirofo sy ny ato anatin’ny distrikan’i fenoarivo...
Raha ireo fehezanteny ireo no dinihina dia hita fa nampiasa ny synecdoque ny mpanoratra eto. Fanovana anarana azo avy amin’ny filazana ny ampahany amin’ny toerana enti-manondro ny manontolo dia ny tampo-tanety, ny ampahana toe-tany misy eny ambanivohitra enti- manondro ny tontolo iray manontolo ; izay ahitana lohasaha,...
Type de projet ? Information et sensibilisation ; ? Mise en place de panneaux de signalisation et d’information ; ? Appui logistique des services de la sécurité routière ;
Mamarirra t ’ anl5oma hoe tanindrazana , y toerana sy ny wvatra manan-kasina
Ny kaominin’i vohitrindry dia iray amin’ireo kaominina 19 mandrafitra ny distrikan’i vohipeno. Izy no kaominina manakaiky indrindra ny renivohitry ny distrika satria dia miala eo ho eo amin’ny roa kilaometatra mianatsimo, manaraka ny lalana mankany farafangana. Raha vao miala ny tetezana lavaben’i matitanana dia manomb...
Tohon-tantely ny teny mahafinaritra, ka sady mamin’ny fanahy no mahatsara ny taolana.
Milaza ny fitrangan’ny olana sy ny ezaka efa nataony ary mangataka fandaminana avy amin’ny fokonolona ny mpitory.
Ny zanapeo u indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo i malagasy. Miasa io fifamaliana io eo amin’ny vanin-teny faharoa amin’ny faran-teny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny faharoa amin’ny faran-teny 2 u i adu ady, langu lany
Izany àry, fa ho an’ny mpanao gazety malagasy, dia lohalaharana eo amin’ny fampahalalam- baovao izay arosony ny mpamaky ny firesahana izay zava-mitranga eto madagasikara. Ny firesahana ny zava-mitranga rehetra eo amin’ny fiainam-pirenena, araka izany, dia lohahevitra tsy mahasaraka ny mpanao gazety. Raha manome lanja n...
Nanan-danja lehibe teo amin’ny fiainan’ny amerikana ny re nampiasaina nandritra ny ady mangatsiakan’ireo sivily izy io. Niteraka herisetra tany etazonia ny taona 1972 ka hatramin’ny taona 1980 ny fisian’ny re .
Rakotomalala mialy mireille, bibliographie critique d’ intérêt éthnomisicologie sur la musique malgache, 1986, tak.87. La valiha et le jejy ont les instruments de tristesse, de regret ou la méditation de parleur sonorité intime et voilée.
Tonga ny fitarikandro! Avy ny ora fifohazana! Lasa ny ora fiambenana! Somambisamby no tazana mitsangàna ry mpiasa! Mifohaza ry matory fa maraina izao ny andro fa tsy alina tsy akory!
Araka ny voalaza teo aloha, dia ilain’ny tekinisianina ny fahafehezana ny lafiny fifandraisana sy ny serasera. Raha tanteraka tokoa mantsy izany dia azo antoka, fa ho tekinisianina hahafehy ny asany izy ireo, ary hitondra vokatra sy fahombiazana. Toy izao manaraka izao àry ny tolo-kevitra ho fanatanterahana izany. Miza...
Lehilahy satria efa afaka noho ity vehivavy ity ny vintan-dratsin’ito zaza teraka alakaosy ito. Ka dia ho velona soa aman-tsara ny zaza, fa ity kosa no holefonintsika sa tsy izany e! 146
Fifonana nipololotra avy eo imolotr’i ratiaray, rehefa avy nanolana an’i bako izy dratiaray. Ny fahazazany, ny hatanorany izy sy ramatoa razafinimaro reniny anao, fa te hiala tsiny aminao aho. Fahotana izay nataoko tamin ny alatsinainy iny mifona aho ry bako. Mamelà ahy fa tsy nety tokoa iny nataoko iny. Ory loatra rat...
Er marina’h, tso-drano sy ozona, in vaf, tak 07
Ny faharisihana motivation araka ny efa voalaza teo ambony dia mitombo kokoa ny fahalianan’ny mpianatra rehefa mifanandrify amin’ny filany ny fampianarana atolotra azy. Raha ny mahakasika ny fianarana ny teny kosa, indrindra ho an’ny taranja malagasy, dia matetika toa ataon’ny mpianatra ankilabao. Ny ao an-tsain’ny mpi...
Araka izany, sady ahatafitana ny lesona ireo paika natolotra miainga amin’ny lahateny kabary am-pianakaviana na mitaiza ny fitadidiana eo amin’ny mpîanatra.
Sary 7 ambohitraina, vohitry ny andriambavy rasoaveromanana, ny endriky ny vavahady sy ny fasany
Rakotondrasoa, op. Cit
Ity toe-javatra ity dia isan’ny ironan’i clifford mayes. Hoy izy ahitana lesoka ny fanabeazana eto amintsika any etazonia io satria dia ny zaza ihany no ifotoran’ny fanabeazana, kanefa ireo olon-dehibe izay mpanabe azy ireo, tsy beazina 114. Tsindrina etoana moa fa dia mavitrika tokoa ny ray aman-drenin’ny mpianatra am...
Manamafy izany i ranoe, ao amin’ny tononkalony hoe ny soratro io mpanazava izay manjavozavo ao an-tsain’ny olona, mpanazava izay tsy azon’ny olona eo amin’ny fiainana ny soratra. Fa ny soratro no kintana hanazava dia anao fitarikandron’ny maraina hanazava anao ny fiainana na ny tsara noharatsiana na ny ratsy nohatsarai...
Dia tsy mahay taratasy ka matahotra ny fanambakana, eo ihany koa ny ahiahy amin’ny mety ho faharatsian’ny vokatra azo ka tsy misy andoavana izay vola indramina. Ankoatra ireo, eo dia eo ihany koa ny tsy fahampian’ ny fanentanana. Sary 11 ny biraon’ny cecam ao antsahalava
Izany sy izany no hiara-mitranga, 50 hiara-manondro sy samy hiampanga rehefa mipoitra ny fanontaniana ka mila rapaoro ilay tian-kovadina.
Toerana niaviana
Pascal, la république malgache, 1965, p 107 les dinam-pokonolona reprenaient des coutumes, les codifiaient et ajoutaient; elles etaient des créations originales , la periode coloniale n’avait été qu’une parenthèse, on revenait au passé. Ces conventions étaient dirigées contre l’autorité, contre le pouvoir central, cert...
Annexe 1 base de calcul des montants du budget par activité
Madagascar, paris, librairie edition l’harmatan, 157 pages
Araka ny maha mpandray anjara ravaka azy, dia mandravaka ny tranga samihafa ao amin ny tantara izy, mba hampiaina tanteraka ny tantara. Ireto avy ny mpandray anjara ravaka ao amin ny tantara ny zanako i bakoly, i mômpera f. Sy i mamera, ingahy p. , i jao, i dokotera ramiarana, i dokotera rasahoby, i mbola, ny mpitandri...
Ary mbola io faniriana io ihany no natao ho andrin’ny fanambadiana. Ny faniriana anefa dia matetika miantefa amin’ny zavatra vaovao sy tsy mbola azo hatrany. Noho izany dia mety ho lefy izy io rehefa vita ny nilàna ilay zavatra nirina. Ka ny fanampiana ny ray aman-drenin-drazazavavy dia mbola tsy tapaka raha mbola tsar...
Niry solosoa 13 jolay 1993
Tsy vitan’ny minisitera avokoa anefa ny misahana ny fampianarana sy ny sekoly rehetra eto madagasikara. Nozarazarainy izany andraikitra izany, mba hanakaiky kokoa ny sekoly. Dia izany no antom-pisian’ny dren izay misahana ny faritra iray. O ny dren ambaratonga manaraka ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ny dren. Tsy...
Hojerena mifanesy eto ny fomban’ny sary ao anatin’ny boky telo hanombohana azy ny boky fary mamy t12, manaraka azy ny lovako t12, ary farany ny collection littéraire lagarde et michard xixè siècle. Ny lafin-javatra mety no atambatra any amin’ny farany.
Le nom de romantique a été introduit nouvellement en allemagne, pour désigner la poésie dont les chants des troubadours ont été lrorigine, celle qui est née de la chevalerie et du christianisme. Si lron nradmet pas que le paganisme et le christianisme, le nord et le midi, lrantiquité et le moyen âge, la chevalerie et l...
Manafoana ny fanontaniana mety apetraky ny mpamaky izany. Mazava kokoa mantsy ny hevitry ny tononkalo tarafina amin’ ity endrika karazan-dohateny ity. Ohatra, ny bainga voavadika vavolombelona! V. A lah 29. Azo an- tsaina ao amin’io lohateny io sahady fa misy zava-bita manaporofo ny asa na hetsika nataon’ny olona iray ...
Voin-kava-mahatratra , hoy ny fomba fitenenana. Anisan’ny manompo io oha- pitenenana io ny anta ala. Misy akony betsaka eo amin’ny fahafatesana ny rohim-pihavanana. Manana adidy sy andraikitra lehibe ny havana manoloana ny voina toy itony. Hita ho tena tomponandraikitra feno mihitsy aza izy, satria hoy ny fomba fiteny ...
Isan’ny fitaovam zanaka akoho 100 isa tavin-tsakafo roa vantotra akoho 100 isa tavin-tsakafo efatra akoho manatody 100 isa tavin-tsakafo efatra
Na inona na inona zava-mitranga ao an-dakilasy, ny mpianatra dia tokony hanaja ny mpampianatra hatrany. Tokony hanaja ny mpampianatra , satria ny mpampianatra dia maka ny toeran’ny ny zoky ray aman-dreny, izay manabe ny ankizy any an-tsekoly. Tsy misy angamba ray aman-dreny ka ho sahy hanolo-bato mafana ny zanany. Izan...
Ary araka ny hevitr’i claude hagege, ny tena mahafehy teny roa dia izay mahay miteny azy roa, mahazo azy tsara sy manoratra azy avy ara-pitsipika, ary samy mahavantana ny vavany ireo teny roa ireo samy hainy mampiasa amin’ny ilàna azy avy tsy am-pihambahambana.7
Randja zanamihoatra pseudo vain’afo tononkira editionsambozontany- randriamanjara e , fianarantsoa.140 p 1969
Na senegaly na ny malagasy
Heverinay fa tokony hampifandraisina ireo fotoana roa ireo raha hanadihady tantara foronina mba hahafahana maminavina izay mety ho fihetsiky ny mpanoratra teo am-panoratana ny tantara. I auguste rajon dia niaina teo anelanelan’ny taona 1890-1957. Ny tantara kosa dia nosoratana tamin’ny taona 1932, izany hoe, teo amin’n...
Coût total cv cf achat matières premières 564.856.208 564.856.208 100
Tsy fahaizan’ny olombelona manaja io toerana nomena azy io samy tsy nisy nionona tamin’ireo toerana nametrahan’andriamanitra azy i adama sy i eva. Satria tsy nahay nanaja ny lalàna napetrak’andriamanitra taminy, hany ka sady voaroaka tao amin’ny saha edena no voaozona ihany koa. Hita izany ao amin’ny z 24, ny demony , ...
Talen-tsekoly
Ty fanilo hangolen’ny erika kely na fanilo velomina tahitahiana fa fanilo-mijoro tsy laitram-pively fanilo miilo manaja ny dina
Abey. Y 1984
Izay no filazana ny fomba fiasa nentina nanangonana ny akora sy ny tahirin-kevitra mikasika ny seha-pikarohana, hiroso amin’ny fisafidianana ny lalan-tsaina izay fivehy mampisosa ny lakana sy arofanina mba tsy hampivoana ny asa fikarorahana satria mijanona fitantarana fotsiny ihany raha toa ka tsy soritana lalan-tsaina...
Ankaotra izay harantiranty aminy ny vokatra tsara ateraky ny fanajana sy fanomezana ny ankizy ny zony. Toy ny fahatratrarany amin’ny tanjona iriny sy ny nofinofiny, fananany fahalalana, ny fahasalamana, fahadiovana, fananany zo amin’ny maha olom-pirenena azy, fananany hafaliana sy fahafinaretana. Ka atao tsapany fa ny ...
Ny fikaonan’ny lahateny
Ran e 1983 firaketana ran e
La formalisation des informations signifie la matérialisation des informations sur des supports matériels. Cette pratique peut réduire le risque de non-exécution des ordres verbaux. Elle pourvoira au personnel ou à toute personne concernée la possibilité de se protéger et de se défendre contre les décisions disproporti...
Fa izao rehetra izao284 satana noharin’ny safidy safidy nozarain’ny mpahary fa ny mpahary moa avy aiza ? ? Maneho fa tsy takatry ny sain’ny olombelona na tsy azony visavisaina akory ny niavian’ny mpahary izao tontolo izao.
Mahafinaritra anao ve ny mianatra? Inona no tena mahafinaritra anao rehefa aty am-pianarana? 3 inona izao no antony tena ianaranao?
Ny ankalamanjana raha vao miresaka hoe fanabeazana skoto, dia teny tsy azo ialana mihitsy ny hoe ankalamanjana fomba iombonan ny skoto maneran-tany io ary toerana tsy maintsy lalovan izay rehetra milaza fa nanao skoto.
Fa iza marina moa ranavalona ?
Injao ’lay tavam-bohitray fa lokoin’ny tarakan’andro miova tsy ny dobo soa, ka ny vetsoko eo no mandro ’zato embonembom-poko eny izao no mba mitroatra 20- ’zato tsiahy mihararetra eny koa no mba mivoatra.
Famaritana ny antsoina hoe amin’ny tsirairay
Jean narivony, op cit tak 12
Ny parallelisme maneho ny fomba ampiasan’ny olona ny harenany, sy ny fihetsiky ny olona eo anatrehan’ny mahantra sy ny manan-karena.
Vanim-potoana io. Ny fizarana faharoa kosa indray dia filazana ny tarakevitra izay naeraky ireo zava-nisy ireo, ary ny fizarana farany hanambarana ireo karazana ohatra momba ny asa soratra novookarina tamin’io vanim-potoana io. Toy izany no andrasana amin’ny famelabelarana izay asaina ataon’ny mpianatra. 3.1.3.3. Ny as...
Ireo mpanoratra sy boky ankafizin’i eric ravalisoa
In matetika no misy, andl. 1 sy 2
Tsy misy maso ny fitiavana fa sahala amin’ny rivotra, fantany ihany izay hiantefany.
Microsoft encarta 2007 34 libération archive la femme pas encore un homme politique
Nanana izay fomba nampivelarana ny fitiavana tao aminy izay ratsimba georges. Ambarany ao aman’ity tononkalo ity ny heviny mahakasika izany raha mierika aho mantsy ka mitodika ny lasa dia ny ora sy minitra eritreritra sy asa tsy navalon’ny fotoana niarahan’ny fitiavana dia niravo noho ny herin’ilay tanam-pahasoavana ad...
Io lohateny io, ry mpamaky havako, dia nalaina tamin’ny feon’ilay voron-kely maro mpahalala atao hoe kankafotra isaky ny miantomboka ny lohataona, dia io hira io ihany no re ventesin’ ilay vorona, ary ataoko aza fa avy amin’izany no isehoan’ilay fitenenana raikitra hoe volan’ny kankafotra, ka dia ny omaly tsy miova mam...
Menaka malama mahasolafaka ny dia diloilo mampisandratra, loharanon’ ny fitia
Ny métaphore maneho ny zava-misy ety ambonin’ny tany
Kerinandro anaovana ny mpampianatra isan-jato
Iaraha-mahalala fa mifameno ny fanabeazana sy ny fitaizana ataon’ny ray aman-dreny. Manatombo eo amin’ny toe-batana ny ray, izany hoe manatombo kokoa ny azy ny hery sy ny tanjaka. Maneho fanabeazana ara-batana ny zanany ny fampiasany izay amin’ny asa fambolena izay ataony. Misy ihany koa anefa ny anjara asan’ny reny ma...
Izahako sôvan y zazamena amboalohany tsy hita itongavany, valo volana y zaza omby an-tsinay ; valo volana, zakain ampisikidy, sivy volana, zakain i sazifamo, fahafolony navari a am-babiana, tokony y olona maty tapa-foitra nalevi a am-barangara a, an-dra o midi-mivoaka, atany ma itsakitsaka.
Ny toetra anatiny maro ny lafin-javatra azo dinihina raha miresaka toetra anatin’ny mpandray anjara; anisan’ireny ny toe- tsainy, ny toe-panahy sy ny toe-pony entiny miatrika ny fiainana, ny finoana ananany, ny fari-pahaizany sns. Na dia maro aza ny lafin-javatra azo dinihina ao anatin’ ity zana-pizarana ity dia izay h...
Andaniny, mety ho poizina handratra ny hafa ny teny, ankilany kosa, mety ho fanafody hanasitrana ihany koa izy. Toy izao no anehoany izany
Noho izany, manàna hambom-po ary asehoy fa mahavita azy ny malagasy fa tsy hisy hanaiky gisitra lava eto akory. 10 raha ny ady ataontsika amin’ny fahantrana no resahana
Ohatra ny rakibolana sy hafa misy tafasiry; fa ny tena tsy azo hadino dia ilay boky mitahiry izay mikasika ny nosy sy ny hareny sarobidy, ary koa ireo olomangany mendrika ny ho tadidy !
Rakotoandrianoela, bible et naissance des arts littéraires à madagascar , in hiratra, n 5, 1987. Toetra iraisantsika malagasy rahateo ny fitiavana hira
Sata sy fitsipika mifehy ny zanabiby
Pouzalgues j. C. Et alii 1995
Famintinana fanasongadinana ny fomba fanazavana ao amin’ny boky fanagasiana nosoratan’i andriamalala emilson daniel no tena nokendrena tamin’ity asa fikarohana ity. Noresahina tamin’ny ankapobeny ity karazan-dahateny ity ka nofaritana ny atao hoe manazava ary nomena ihany koa ny singa mandrafitra ny lahateny manazava s...
Ravoajanahary. C, fanasina, lah 539, 18 fevrier 1968
Ao amin’ny tapany voalohany amin’ny tononkalo izy, dia milazalaza ireo zavatra rehetera horaketiny an-tsoratra. Lafin-javatra samihafa izany ka ao ny tsara, ao ny ratsy, ao ny mahafaly, ao ny mampalahelo.
Hitady anao ny fahatsiarovana!
Ho an’ny mpampianatra taranja malagasy tafita ve ny fampianarana azy?
Ny teny ao anaty fononteny dia fanazavana ireo teny nampiasainy tamin’ny teny frantsay.
Ireto avy ny tanàna manodidina an’ antananambo fafana 1 fafana maneho ny toerana manodidina an’antananambo