text
stringlengths
10
11k
Ireo nahazo tombon-tsoa ka afaka nandranto fianarana tany ivelany moa, rehefa tafaverina dia maneho, na amin’ny fihetsika, na amin’ny teniny, fa efa hafa ny fomba fisainany, efa toa ra vahiny no mikoriana ao anatiny. Itodiho ireo vahiny izay namolavola anay ka namboatra koa ny saina hankamamy sy handray h. A, fiz ii
Lisitry ny fanafohezan-teny akfm antokon’ny kongresin’ny fahaleovantenan’i madagasikara
No andeferako laferana
Na dia sokajy aza no nanao ny fampitan-desona, dia tsapa fa tsy nisy nivaona akory izay novelabelarina mikasika ireo z. D isaky ny lohateny, ary ny zavatra nahomby nataon’izy ireo dia ny nahitany z. D vaovao hafa mihitsy, ohatra tao amin’ny lesona ny hasina amin’ny ankapobeny, z. D vaovao noforoniny tao ny hoe ireo seh...
Ihany, hoy izy ireo avy aminay andaniny sy ny ankilany tamin izany, saingy naleonay ireo tena ray aman-dreny roa tonta mihitsy no mifankahita. Nanomboka tamin izay dia teo amin ny fokontany hatrany izy ireo no nonina ary efa manan- janaka telo vavy roa ary lahy tokana. Miasa amin ny ladoany ao antanimena ilay raim-pian...
Jaovelo-dzao 1995
Voahangy a ! Ny elany no itondrany ny lokony kanto hitety ny tany !
Nahoana moa raha hifandao no izaho no hanembona anao e ? Izao no ambarako anao tsy tsara raha ny miaraka aminao.
Ny vola, ny vola, ny vola dia mamy tsy vitsy mpitia fa maro mpitady jereko ny zaza madinika tamy rehefa tolorana tonga malady ireo tovovavy raha toa hanambady ny vola no tiany raha tsisy azafady ireto rafozana hanam-binanto, ny mahazo lapa, dia izay be vato ireo mbola mpiasa sy kely karama tsy rariny, hono, hamelo-mada...
Tsy mitovy ny vanim-potona natrehina tao amin’ireo sekoly samy hafa nanaovana ny fanadihadiana. Tao ny efa namarana ny vanim-potoana, nisy kosa anefa ireo vao hanomboka izany arakaraka ny fitsinjaran’asan’ny mpampianatra. Ireto vanim-potoana ireto àry no aroso eto, satria nifanaraka tamin’ny fandaham- potoanan’ny mpika...
Er marina’h, izay nandalo teo, in rm, tak 33 138er marina’h, taranaka, in rm, tak 14
Certificat d’etude de second dégré
Mahavita mihanika ny tendrombohitra avo, tsy ketraka, tsy lavo. Miriotra hery hatrany, manohy tsy resin-kivy, mifofotra, mikiry! Ilay tiana ihany! Ilay tiana hatrany!
Fifampiakoan’ny vakoka sy ny tanàn-dehibe
Ny renifeo azo avahana roa ny renifeo eo amin’ny teny swahili, dia ny renifeo bantu ary ny renifeo arabo. Ny renifeo swahili dia b, p, w, m, v, f, , ? , d, t, n, l, r, z, s, ? , ? , j, g,
Vola mamelaka izaho aza mba valivaliana ny lamba no lazaina fa be nefa ity no be resaka tamin’ny ankizy teo. Haimah efa kobanina sisa ireto nenitoa a!
Iza moa i gasikara moa faritr’i toliary? Anjakan’ny hain-tany kere lava ts’isy vary; nefa ahitana vakoka, taratry ny fahendrena, sady harena toka-miavaka, rehareham-pirenena.
Ny fitantarana tsy manaraka ny fizotry ny fotoana antsoina hoe fitantarana tsy manaraka ny fizotry ny fotoana ny fitantarana manao dia mianotra indraindray. Ireo tantara nohadihadiana ka ao anatin’ity sokajy ity, dia ireo tantara manao dia mianotra na mihemotra ny fitantarana azy, izany hoe ahitana fampahatsiahivana fo...
Ny vadiny ramatoa esther ramanantenasoa
Lalan-tsaina telo mifanjohy sy mifameno no handaharana ity asa fikarohana hoenti-manandratra ny vakoka ity. Miainga amin’ny ankapobeny mankany amin’ny antsipirihany no anehoana ireo lalan-tsaina ireo ka toa izao izany voalohany, ny trangam-piarahamonina manontolo 47 izay milaza fa sady misandratra ho vakoka no manandra...
Nasolo, vondrona ambara, tak. 12 54 e fagereng, ibidem, tak. 78 55 ch ravoajanahary, tantaran’ny haisoratra malagasy, 1896-1915, stelarim, 1973, tak. 10
Diniho ny firafitry ny tononkalo fahazoana
Vero verovero
Fifamaliana teo aminy sy ramavo noho ny fihemoran-drandria tsy hanao sorona ho an’ny firenena
Somary nangingina ny menalamba. Ohatra mamon-tabataba ny olona ka somary namitsapitsaka nangina ny poa-basy aman-tafondro; fa raha tahaka ny tany amin’ny faritr’ivakiniadiana, dia efa folaka ny kirin-drainibakovelo, filohan’ny mpikomy tao andratsy. Tak9
Ohatra 2 hoy i charles rajoelisolo ny literatiora dia vokatry ny zava-misy fa tsy tongatonga ho azy .75 hazavao izany hevitry ny mpanoratra izany, ary ampiasao ny boky mitaraina ny tany hanaporofonao ny valin-teny omenao. Ny tanjona amin’ireo dia ny hahaizan’ny mpianatra mikirakira ny hevitra ary mampifandray izany ami...
Ny fahafolahan’ny olona ny teny teneniny dia miankina amin’ny fahaizana mandrindra ny hevitra tiana havohitra ao anaty fehezanteny. Koa na ny fisafidianana ny mpanondro hampiasaina fotsiny aza, rehefa tsy mirindra araka ny tokony ho izy, dia anisan’ny toe-javatra ahatsapana ny tsy fahafolahan’ny mpiteny ny teny tenenin...
Andro n 2 acteur 1- mboty ankizivavy 14 taona 2- jao mpitondra bajaja 3- mme mihary mpitantana hotely ao ambonara acte 5 mboty, jao amoron-dalana
Fahalehi-beazana
Hery lehibe miaro ny fahafahan’ny firenena ny finiavana hanohitra ireo herisetram-panjanahana. Ahatarafana izany ny tononkalo hoe zovy 149
Tsy nitandro hasasarana ireo avarapianarana nitady izay fomba hampandrosoana ny malagasy eo amin’ny lafim-piainana rehetra. Fitaovana nentina nitarika ny olona tamin’izany ny lahatsoratra navoaka an-gazety. Tao anatin’izany lahatsoratra izany no nilazana izay dingana efa mba vita niarahana tamin’ny frantsay. Anisan’ire...
Une vie intérieure étoffée, fructueuse, est le résultat d’une bonne dynamique de communication avec les enseignements vivifiants de la foi, avec le monde et les autres, avec soi- même aussi, pour culminer dans la relation communication avec dieu qui commence par la prière conversation avec dieu nous a dit eva gré le po...
Sokajin-taona lahy vavy tambatra isan-jato 0- 5 78 98 176 7, 67 6- 17 263 426 689 30, 04 18- 60 566 792 1358 59, 22 60 33 37 70 3, 05 0 60 862 1255 2293 100 loharano fokontany faravohitra ambony, nangonina tamin’ny taona 2013 tao amin’ny boriborintany voalohany 1-1-2-2 foto-piveloman’ny mponina
Aoka handinika lalina ity toe-javatra ity isika. Tiako mihitsy ny hamakafakanao izay fihetseham-pon i sahondra. Andln 7 9
Foretaka foretadretaka foretahana
Ny firafitry ny dina
Le contact fréquent avec la famille a favorisé une bonne relation avec elle et cela a raffermi la relation entre les familles. Les familles n’ont pas hésité à demander de plus amples informations et explication sur les différentes méthodes contraceptives. Tout cela a été confus dans leurs esprits avant mais elles ont h...
Rajaona siméon, 1972, p. 83 il aura recourt à l’énoncé le plus courant en malgache construit avec un prédicat non défini, et un sujet défini postposé. 91 tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 57 92 nofy lalina vondrona ambara takila 7
Hita araka izany fa singa iray lehibe entin’ny mpanoratra andrafetana ny tantara ny lalana izoran’ny vehivavy. Hita taratra ao amin’ny tantara ny maha vehivavy ny mpanoratra satria fantany ny antsipirian’ny lalana diavin’ny vehivavy eo amin’ny fotoana ananany ny menaky ny ainy.
Ny schéma actanciel dia kisary maneho ireo mpandray anjara rehetra ao anaty tantara, miaraka amin’ny anjara asany avy, amin’ny ankapobeny. Ny mpandray anjara fototra sy mpanampy no tena ho hita ao, mety ho olona na zavatra tsy miaina na tsy olona izy ireo. Noho ny mpandray anjara ravaka tsy mandray anjara fitenenana sy...
Ireo olona izay manao ny asa fanjonoana ho anton’asa sy ho foto-pivelomana ary antoky ny fiainana amin’ny ankapobeny no atao hoe mpanjono. Mametraka tetika amam- paika mba hahitana fahombiazana ny mpanjono tsirairay. Izany tetika amam-paika ampiasain’ireo mpanjono izany no nahafahana nanasokajy ny mpanjono ao ankiakabe...
Ireto avy ireo lohahevitra dinihina ao amin’ny zanataranja riba ny marina, ny rariny, ny hitsiny ny fahalalana sy ny fahendrena ny tsiny sy ny tody ny anjara, ny lahatra, tendry, ny vintana andriamanitra, zanahary, razana
La joie a pour symbole une plante brisée ; humide encor de pluie et couverte de fleurs. Ne te disais-tu pas guéri de ta folie ? Nres r tu pas jeune, heureux, partout le bienvenu, et ces plaisirs légers qui font aimer la vir, si tu nravais r pleuré, quel cas en ferai r tu ? Lorsqurau déclin du jour, assis sur lz bruyère...
Misaotra tompoko!
Ny vola sy ny harena, no azo lazaina, fa mitory hasambarana, fa ity fitiavana sy fanantenana no azoko ninoana fa hitondra hafaliana ary koa fiadanana. Va lah 18
Ny mpampianatra
Vakiteny f araka ny fiheveran’ireo olona mpanala ny vintan-dratsy, inona no mety hitranga raha tsy afaka io vintan-dratsy io? V mety hitera-doza eo amin’ny fiainan’ny fianakaviana sy ny manodidina azy. F rehefa afaka kosa io vintan-dratsy io dia inona no mety hiseho? V mizotra tsara ny fiainana ary tsy hisehoan- doza. ...
Ny volana janoary 1972 no efa nihanafana ny raharaha teto amin’ny firenena. Ny mpianatra ho dokotera sy farmasiana tao mahamasina no nitarika ny hetsika voalohany, izay vao niitatra tsikelikely ny raharaha. Raha tsiahivina fohy, dia nitaky ny hijerena manokana azy ireo ireto mpianatra ireo teo amin’ny fampitaovana toy ...
Laharana andraikitra isa l v 01 pretra 02 02 filoha 03 03 mpitan-tsoratra 02 04 mpitam-bola 02 05 masera 01 tambatra 08 lehilahy
Araka ny efa voalaza dia niainga tamin’ny fandaharam-pianarana nisy no nananganana ny boky. Mikaona amin’izany ny vontoatiny rehetra. Fa ny boky dia fitaovam-pianarana tsy tokony ho lany andro , fa ho azo ampiasaina hatrany. Izany hoe afaka miatrika ny fiovan’ny fandaharam-pianarana. Raha ampitahaina ny vontoatin’ny bo...
Avy any ilafy kosa randriamitandrina sy razafindrabodo raibe sy renibeny avy amin’ny lafin-dreniny. Ao anatin’ny fianakaviana avy amin’ny reniny misy mpitandrina roa. Ny iray amin’izy ireo ny anadahin-dreniny rakotondralambo niasa tao itaosy; ny iray hafa kosa ny zana-drahalahiny. Ny fahafantarana ireo dia manampy bets...
Karazam-pialam-boly isany isan-jato mijery horonan-tsary 110 48,68 mandehadeha, mampiaraka, mihira, mandihy, 104 46,02 mamaky boky 12 5,30
Sekoly fanabeazana fototra tsy miankina amin’ny fanjakana
Raloka bezoro ratoaka, akory izato izy ? Manahoana ny vadin’ise sy ny ankizy ? Izaho dia tsara fa efa nambinina, bolangina toy ny voatavo ririnina. Ratoaka 5
Samy manana ny fomba fanoratany boky ny mpanoratra. Misy ihany anefa ny lamina tokony harahina. Tafiditra ao anatinrizany ireto ny lohateny, ny fanasokajiana ireo vondron- dahatsoratra, ireo fepetra fototra ahazoa-mamaky ny lahatsoratra. A ny lohateny
Sary 14 ny endriky ny trano sasany amboarin’ny fram
Fomba entina manatratra ny tanjona fanadihadiana lahatsoratra lahabolana fanangonana sy fanasokajiana ny asa an-tsokajy fifanakalozan-kevitra sy valan-dresaka iantsoana mpanabe na olon- dehibe eo an-toerana ary andraisan’ny rehetra anjara fitenenana. Tsara raha ampiomanina herinandro mialoha ny rehetra adihevitra iarah...
Ankadifotsy, antanimora, mahajanga
Callet tantara ny andriana etomadagasikara, 1981 tome i, edisiona mfz, 482 p tome ii, edisiona mfzr, 760 p.
Ny tevim-batolampy nihotsaka ho fasika ny rindrina ampian-tany niraraka ho vovoka ny ony tankina aza nanjary safomorona kanefa erikerika fa tsy dia ranonorana
Efa tiako hatramin’izay 1
Loharano ny mpanadihady.
Ny fafy tay tsy mahazo mivady
Mamelona azy. Mba hahakanto ny tantara sy hahatafita ny hevitra anefa dia mila fiangaliana ny fampiasaina azy ireny mba tsy hiteraka fahasorenana na fanankorontanana eo am-pihainoana ny tantara. Vaotery milalao amina sarin-teny koa zany na dia mpandray anjara aza no resahina. Toy ny hoe rehefa aiza dia iza sy iza no am...
Avo avovona ny avovona ilazana zavatra mifanongoa avobe. Ny avo zavatra ambony tsy takatra.
Esther randriamamonjy, rary, ranto, 1995, tak 7 61 ranjatohery harilala, rary, ranto, 1995, tak 3
Nanosi-bohotanana fa nanaiky sy naneho avy hatrany ny fahavononany hanampy araka izay tratrany. Ankoatra izay, nandritra ny fiofanana tao amin’ny ens dia taranja maro no nianarana ka nanovozana fahalalana, samy manana ny hanitra ho azy izy ireo. Tao anatin’izany dia nisy ihany koa ny dia fibeazana sy fivoahana ara-peda...
L’arianisme est un courant de pensée théologique des débuts du christianisme, due à arius, théologien alexandrin au début du ive siècle1, et dont le point central concerne les positions respectives des concepts de dieu le père et son fils jésus la pensée de l’arianisme affirme que si dieu est divin, son fils, lui, est ...
Tadiavo ny lohako vondrona ambara takila 106 28 fitiavan-dolo tantara fintina takila 170 29 rangotra folo vondrona ambara takila 120 30 rangotra folo vondrona ambara takila 124
Fa hoenti-mampihatra ireo teôria ireo dia eo ny fomba fiasa singanina amin’izany ny firotsahana an-tsehatra izay nosantarin’i malinowski ka nandrafetany torolalana.
Fehiny tsy fandaniana andro akory ny fampianarana ny zana-taranja riba, ary tsy firesahana ny fomba amam-panaon’ny ntaolo fotsiny, fa sady mampiorina amin’ny maha malagasy marina amin’ny fomba fijery malalaka, no mitarika ho amin’ny fampandrosoana ny olom- pirenena tsirairay. Izany moa dia hitera-boka-tsoa ho an’ny fir...
Aman-tovona me-.
Article 32 l’application du dina s’effectue par la procédure du ’kabary fototra 96 -article 10 al 3 et 32 l’absence des parties d’une mauvaise foi ou de la détention provisoire par décision de juge ne serait faire obstacle au déroulement de la procédure d’application du dina 97 -article 33 la décision du comité exécuti...
Tamin’ny taona 900 talohan’i jesoa no nipoiran’i teshup na ilay andriamanitry ny varatra keraunos izay tao amin’ny tanàna kummiya izay voadidin’irony biby antsoina hoe tigre irony. Tao amin’ny renirano kely tsy lavitry ny tanàna kelin-dry zareo syrianina ao samal no nahitany fitomboka misy nifiny telo izay voadidina ts...
Il existe une relation entre développement et association. Son analyse paraît cependant difficile en raison de l’ambigu té liée à la définition de ces deux concepts. Une telle ambigu té s’explique, en grande partie, par les différences dans leurs trajectoires. La notion du développement est complexe. Ce chapitre cherch...
Fikambanana ity. Rehefa azokosa ny akora rehetra dia nidirana avy hatranyny fandrafetana ny tatitra momba ny andrana asa. Satria asa fikarohana no atao dia misy hatrany ny haitsikera hoenti- mitrandraka azy. Raisinay eto ny haitsikera fanentanana vondron’olona na communication sociale izay heverina fa mifanandrify amin...
Samy manana ny heviny koa ireo mpiangaly zafindraony nifampiresaka taminay, ireto atolotray avokoa ny fanehoan-kevitra nataon’izy ireo momba ny antsoina hoe zafindraony ara-piforonan-teny ny zafindraony dia avy amin’ny teny roa nakambana zafy sy raony. Ny zafy dia iantsoana ny taranaka faharoa aorian’ny zanaka, fa ny r...
Voin-tenan’ny vava miantraika vatolampy aho ampy hianjerany andriamanitra tsy andrin’ny maika dia mbola ho andriko ihany
Amin’ireto lafiny ireto no nampiasan’ny mpanoratra ny fampifanoherana ny mpandray anjara, ny habaka ary ny fisehoan-javatra.
Travers ce tableau, 70 des personnes enquêtées préfèrent que le paiement de facture soit dans les 30 jours et 25 prévoient qu’il est effectué dans les 45 jours. Le reste dit sans hésitation qu’il doit dans les 15 jours.
Vita tanteraka ny raharaha natao. Tsy hoe tsy ilaina ny tanàna amin’ny antanala fa endrika anehoana ny fihaonana ny tanàna aminy. Ohatra misy fety, tsena, famorana, fampakaram-bady, fahafatesana dia eny an-tanàna no mifanao fotoana raha misy fifaliana na fahoriana hiarahana. Miray trano avokoa ny mpianakavy raha sanatr...
Misy ireo fanontaniana telo mitondra ny laharana 05 sy 06 ary 17 ao amin’ ny andiam-panontaniana ho an’ny tomponandraikitra, notsongainay manokana ihany koa noho ny fiheveranay ny maha zava-dehibe ny fahafantarana ny valiny. Indro aseho amin’ny fafana eto ambany ny mikasika izany fafana 35 andiam-panontaniana sy valiny...
Efa midona tokoa ’zao ny voina vao tra-nenina ’lay bemarenina.
Ambohitraina indray dia tendrombohitra eo avaratra atsinananan ny tanànan i firavahana. Mirefy 150 metatra eo ho eo no haavony. Nonina teo amin ity tendrombohitra ity ny andriambavy rasoaveromanana. Nahitana vavahady fito teo ambohitraina, tsy mba nisy hadivory fa fefy rary vato no tazana satria be harambato rahateo it...
Amin’ny teny malagasy
Ii-1-3-2 les vakiniadiana
La gouvernance quant à la gouvernance, elle se définit comme une organisation du pouvoir faisant appel à la mobilisation et à la conciliation des intérêts et responsabilités des éléments constitutifs de ce pouvoir 42 bien évidemment, dans la notion de décentralisation et de la déconcentration, dans un etat unitaire, le...
Tsy handraraka ny ilon’ny razana nipoirako;
Ny fizarana fahatelo no namahavahana ny endrika ivelan’ny tononkalo. Maha- tononkalo ny tononkalo ny vontoatiny sy ny endrika ivelany. Ny fahaizana maneho ny hevitra amin’ny fomba mandresy lahatra, mambabo fo ary mampangorakoraka fanahy ka hahatonga ny mpihaino na ny mpamaky hiray fo sy saina ary fanahy amin’ny mpanora...
Na ny mankany amin’ny ratsy. Io ivon-toerana io no faritra ifandonan’ny hery mahavelona sy ny hery mahafaty. Izany hoe, misy ny sehatra sy ny fotoana ifangaroharoan’ireo hery roa ireo, mety ho fotoana miserana io na maharitra. Misy koa anefa toe-javatra mampisaraka tanteraka ireo hery roa mifanohitra ireo.
Misy ny fitenenana hoe ny sery vitan’anamalaho tsy hamonoana vantotra akoho raha io fitenenana io no jerena dia tsy ny aretina maivamaivana fotsiny no ilana ny akoho gasy fa tena vonjy aina mihitsy. Mety ho an’ny fahasalamana tokoa ny fihinanana ny akoho gasy noho izy mihinana akora voajanahary, tsy mihinana prôvandy n...
Anjarantena emeline 2005 gestion et transfert de droit d’autorité chez les masikoro, mémoire en vue de l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c a p e n toliara université de toliara, 70 p.
Ao amin’ny 58 , tanavo vao niakatra, ny tanavo dia anarana ilazana ireo olona vahiny avy amin’ny sisin-tany na antsoina koa hoe mpiavy, fomba fitenin’ny olona ny hoe tanavo miakatr’imerina matetika dia saika olona midanàka no fahita azy ireo satria gaga noho ny fahitana ny zava-baovao maro ao antananarivo izay tsy fahi...
Ny fanazarana mifototra amin’ny endrika
Ny mpianatra, dia manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampianarana. Voalohany, dia ho an’ireo mpianatra ireo no anaovana ny fampianarana. Izany hoe izy no iantefan’ny fampianarana. Faharoa, singa manana anjara lehibe eo amin’ny fampianarana ny mpianatra. Raha tsy eo mantsy izy ireo, dia mandringa ny fampianarana ar...
Nenibe ndry, fa te ho tonga aiza koa laikely ity? Fa i zefa ity aloha ve 70- mpanao fanadihadiana sa mpaka am-bavany sa mpanampy e.
Solo solosolo manolosolo manolonolo 595 sombina sombintsombina manombintsombina manombinombina 596 sominda somindaminda manomindaminda
Le stock d’alerte est le stock au niveau duquel il faut lancer une commande afin d’éviter le risque d’une rupture de stock. Ce stock d’alerte doit donc couvrir au minimum le délai d’approvisionnement.
Nous pouvons constater, par rapport à l’afrique subsaharienne que la réalité malagasy reste alarmante. Avec des rapports insatisfaisants, la majorité des cibles dans les objectifs pour le développement durable odd , en dépit des efforts accomplis pour y parvenir se situe encore loin des objectifs de départ. Mais à cour...
A6 nahavonjy ain’olo marobe