text
stringlengths
10
11k
Eban’isa fanamarihana ny ezaka vitan’ny mpianatra isan’ny mpianatra 04-06 tena ratsy 0 06-08 ratsy 5 08-10 tsy ampy 10 10-12 antonony loatra 22 12-14 antonony 3 14-16 tsara 2 16-18 tena tsara 0 18-20 tena tsara 0
Ny iriko ho tojo ahy ? Topy maso tonga fatra feno halemem-panahy
Ohatra ny tsy any mihitsy anie lery nilaozantsika teo iny e !
Manana fomba sy tetika tsara , ary mahomby eo amin’ny sehatry ny fampianarana ny mpampianatra a. Tokony hahomby izany ny fampianarana araka ny voalaza teo aloha, satria mipetrapetraka daholo ny dingana tokony harahina mandritra ny seho iray, toy ny fametrahana tanjona mazava, ny fiaraha-miasan’ny mpianatra sy ny mpampi...
Sekoly voasoratra afaka fanadinana salanisa ceg ambohimanambola 105 52 54,74 collège fivoarana 14 11 78,57 collège des princes 29 08 27,58 collège koloina tafita 14 09 64,28 lycée pionnier 23 12 52,17 collège espérance
Izany no atao dia ny hahafahan’ny mpianatra mampitaha ny zava-misy eto an- toerana sy ny any ivelany. Ary hahafahan’izy ireo manao sinton-kevitra hoenti- manatsara sy mandrindra ny fiainana.
Vola rojo tsy manonofy ve izaho mahita anareo izao?
Ii-1-3-1-d ny mpisolo tena tampisaka tsy feno
Rm.32 lanitra mangamanga e
Dikan-teny nataonay araka ny fanambaran’ny opera, 2016 les activités d’apprentissages qui se déroulent dans une discipline doivent être liées à d’autre domaine d’étude, comme la philosophie, l’histoire et même les mathémathiques. , tak 93. 75 url dikan-teny nataonay araka ny fanambaran’ny ressources pédagogique, la com...
Ray aman- dreny
Fizarana voalohany tak. 3 17; ahitana toko roa tsikalakalam-pihavanana.
Izany. Amin’ny fivoahana hitsidika toerana manan-tantara iray, ohatra, dia miditra an- tsehatra ny fanabeazana ara-batana, ny tantara sy jeogirafia, ny siansa ary indrindra ny fampianarana teny. Ambonin’ireo rehetra ireo, ny fampianarana ivelan’ny rindrina efatra dia azo lazaina, fa isan’ny fampianarana manome sehatra ...
Mpikambana
Misy asa famoronana ataon’ny poeta ao amin’ny poezia. Misy ifandraisany amin’izany, ny voarakitra ao amin’ny rakibolana grand dictionnaire universel manao hoe ny poeta dia fahazoana mandrafitra asa soratra miendrika tononkalo nefa koa ny poeta dia fahaizana manokana manao tononkalo 28
Renikalo iny fa misy zavatra natsipiny! Kitapo angamba izy izany! Ary misy mikodiadia ao anatiny izany? Ratsy fatotra angamba ny
Fakioliten ny teny aman-tsoratra sy ny siantsa maha olona
Asa soratra ahitana fanambarana roa ny tantara tsangana andaniny, ny resaka ifanaovan’ny mpandray anjara, ary ankilany, ny toromarika momba ny fanatanterahana ny fampisehoana 98 natao holalaovina eny an-tsehatra izy, ary fehezin’ny fepetra ifanarahan’ny mpisehatra sy ny mpijery ny toerana isehoan’ny tantara tsangana sa...
Ankajo lavan- dratsimahazorefy anjairana malabary manalasala, anjairana kompile mampandositra ny mpanjaitra.
Andriamanantsilavo seth sy ratrema william, ny fitsipi-pitenenantsika, boky faharoa, librairie mixte, 1981, tak.187.
Combaz andré fauquel, développement et civilisation n 39-40 .1970
Fanadihadihadiana tahirin-kevitra fanasana vahiny misehatra momba ny fampianarana riba famelabelaran-kevitra ataona sokajy adihevitra ataon’ny samy mpianatra faharetany 30 ora
Madringana tsikelikely ireo harena voajanahary. Hita misongadina ao amin’ny tononkalo fa mifampiankina ny fiainan’ny zavaboary manontolo, ka ny ala no ivon’ny tontolo. Noho izany, mila kajiana voalohany ny ala dia ho voakajy koa ireo zavaboary miankina aminy.
Na inona holazainy; 15 mba ho ambony indray. 35 hatoroko azy leisy
Faralahy teraka ny taona 2012 fotoana nanatontosana izao asa fikarohana izao.
Mizarazara ny hevitry ny mpandinika manoloana ny 29 mars 1947. Ny sasany milaza fa ny malagasy no tompon’antoka. Araka ny voalazan’i andry andraina ao amin’ny mitaraina ny tany fa ny malagasy efa tena leon’ny fampahoriana nataon’ny mpanjana-tany tany amin’ny faritra sihanaka no nanapoaka ny ady. E. D andriamalala kosa ...
Dumarsais la métaphore est une figure par laquelle on transporte, pour ainsi dire, la signification d’un mot à une autre signification qui ne lui convient qu’en vertu d’une comparaison qui est dans l’esprit 39 leguern m sémantique de la métaphore et de la métonymie, librairie larousse, 17 rue de montparnasse, boulavard...
Epiphrase 1
Définition de l’emprise de la route nationale
Le modèle soma de la situation pédagogique selon legendre, claude germain, evolution de l’enseignement des langues 5000 ans d’histoire, didactique des langues étrangères, p. 10 1988
Toko iii fanabeazana atolotry ny mpanoratra hiatrehana ny zava-tsarotra eo amin’ny fiainana manana anjara asa lehibe eo amin’ny fiainan’ny ny fiarahamonina ny asa soratry ny mpanoratra. Tsy nentina hilaza ny zava-misy fotsiny izy, fa natao hitaizana ny sain’ny mpamaky ihany koa. Mitatitra izany i charles ravoajanahary ...
Maneho ny tantaran i jesoa kristy; toy ny nahatongavany tety an-tany, ny nanavotany izao tontolo izao, teo ihany koa ny resaka maha-olombelona sy maha- andriamanitra azy. Marihina fa taty aoriana dia nekena ihany izy io.
Alahady, iriana samy ho tafita
Ny voambolana maneho mivantana olombelona maro karazana ny voambolana azo iantsoana ny olombelona, saingy tsy dia izany loatra no tena nanaitra tamin’ny fanadihadiana ireo asa soratra, fa ny toe-javatra manodidina sy izay tsy afa- miala amin’olombelona. Anisan’izany ny karazana olona misy sy fahita eo amin’ny tontolo m...
Ohatra 1 ao amin’ny tononkalo nosoratan’i niry-solosoa, fanekem- pinoana fa farangon-dosifera, farangon’i satana
Ny gadra sy fatorana dia efa notapahina. Mihoatra noho izany, nodorako ilay tady! -misaotra, sombin aiko hidio ny vahavahady!
Olona mandala ny marina sy mitsimbina ny fihavanana
Ireo boky notrandrahina
Richaudeau, op, cit, p.88, l’auteur ne doit pas concevoir deux unités d’enseignement un texte, puis une image ou inversement , mais une seule unité le couple texte-image 124 f richaudeau, op, cit, p.88, les séquences d’images doivent donc être conformes à leur ordre logique d’exposition 125 f richaudeau, op, cit, p.89,...
Tontona tontontontona manotontontontona manotonotona 695 topy topitopy manopitopy manopinopy 696 torana torantorana manorantorana
Sampana teny sy lahabolana ary riba malagasy rantsam-piofanana ankapobeny haiolona
Ny foto-kevitra ijoroany maro ny zavatra azo trandrahina satria zava-kanto ny s. M ka ny hampivoatra ny azy mandrakariva no tanjony.
Atrehina satria taranja aty am-pianarana io
Tokontany 7m filalaovam-baolina
Tanora fianarana, laharana 005, tak 6 92 v. A. Lah 45
Nisy fetra mikisaka mora ny segondra sy ora dia tonga ny fetra. Hivalona hatreo ny taona iray, toy ny zava-drehetra.
Nous avons vu précédemment deuxième partie, deuxième section que certains centres de santé font face à de sérieux problèmes financiers à cause de l’insuffisance du suivi des utilisations des ressources ou utilisation irrationnelle de ses ressources l’auditeur interne peut analyser la source de ces problèmes mais la pro...
Ilay ianao fanahy silaky ny ahy a. R. Ni 16. Viii.85
Wellek r et warren a , la théorie littéraire, collection poétique, edition du seuil, paris 1971, 339p
Ny ankamantatra ny ankamantatra dia avy amin’ny fototeny hoe fantatra filazan-javatra tiana hovinavinain’ny hafa izy io. Misy zavatra tian- kofantarin’ny mpihaino ary ilana valiny eo no eo ny ankamantatra. Ny zava-misy amin’ny fiainana andavanandro ihany no ampifandraisina amin’ny tontolo manodidina fa lazaina amin’ny ...
Fanaovana vakiteny mangina sy vakiteny mafy ahazoana mitsara izay mety ho diso tao amin’ny fandrindrana voalohany. Ahazoana mijery ireo fitohizan-kevitra sy ireo tsipelina ao amin’ny lahatsoratra. Fafana 17 fafana fampianarana mandrindra lahatsoratra iray
Famintinana ity asa fikarohana ity dia mandalina mikasika ny vokatry ny asa fampandrosoana nataon’ny kaominina niarahan’ny mponina sy ny zanaka am- pielezana ary ny mpamatsy vola vahiny tao amin’ny kaominina ambanivohitra andramasina-faritra analamanga. Izany dia natao teo anelanelan’ny taona 2008- 2015. Ny fampandroso...
Kisary 1 ny tsingerim-piainan’ny landy. Loharano cite, fisy teknika momba ny fiompiana landy febroary 2003- e fikarakarana ny akoran-dandy. Mandalo dingana maromaro ny fikojakojana ny akoran-dandy, vao tonga eny an- tsena ny vokatra. Handroina ho masaka aloha izy vao atapy andro ho maina, avy eo dia folesina na sintoni...
Fanatevenana ny hita tao amin’ny kilasy faharoa sy kilasy voalohany araka ny fahitan’ny mpampianatra izay tsy ampy ao amin’ny mpianatra.
Ny tononkalo ity vanim-potoana ity no namaritra ny ho endriky ny tononkalo malagasy. Tany am-boalohany, dia tononkira no niantsoana azy, satria an-dalan-teny nasiana feo, ary hiraina any am- piangonana. Manamarina izany ny fisian’ny tononkira maitimolaly hira noforonin’ireo malagasy kristianina tany am-panenjehana tami...
Fafana 1 fanasokajiana ny mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra mahitsy araka ny taonany loharano répartition de la population par classe d’âge, kaominina mahitsy, 2011
Fankatoavana ny lehibe manana anjara toerana lehibe ny an-tanantohatra eo amin’ny fomba fandrindrana ny fiaraha-monina misy ny mpifehy ary misy ny fehezina. Toy izany koa eo anivon’ny toeram- piasana. Ireo lehibe no tompon’andraikitra voalohany sy tokony hankatoavin’ireo eo ambany fiadidiana.
Kaominina. Misy kianja 3 an’olon-tsotra ihany koa ao an-toerana izay ahafahana miala voly. Mba hidirana lalindalina kokoa eo amin’ny lafiny fanabeazana, dia andeha hojerena manokana ny mombamomba ny lisea mahitsy, sekoly nanaovana ny fanadihadiana.
Fitambarany
Ohatra1 te hijanona hiaino ny dinidinika hatramin’ny fiandohany izy, nefa antsoin’ny laona hitoto vary, irahin’ny sinibe hantsaka, asain’ny fatana mifako kitay, tsy avelan’ny hanoanana tsy hanasa vilany, tazonin’ny bozaka tsy hisorona afo. Oharin’ny mpanoratra amin’ny olombelona ny zavatra tsy manana fahefana hitazona ...
Encyclopedie encarta 2005, poésie art du langage, qui caracterise par la mise en jeu de toutes les ressources de la langue rythmique afin de créer pour le lecteur ou l’auteur un plaisir à la fois intellectuel et sensible 168 rr raolison, rakibolana malagasy, op cit, tak 800
Madagasikara ihany koa dia manana ireo toeram-pizahantany izay tena mahasarika mpizahatany. Santionany vitsivitsy izay tena mahasarika ny vahiny no aroso eto. Marihina fa tsy nahazo ny antontanisa izahay. Voalohany dia ny festival de baleine any sainte marie isaky ny volana jolay sy aogositra. Amin’ireo volana ireo no ...
Niherikerika eran’ ny efi-tranony i sahondra , raisiny amin’ny fela- tanany ny volon-dohany, ary fihininy maharary azy. Nifantoka an’i bakoly teo am-pandriana izy ka nikimpy maharitra bakoly’, hoy ny fifotroaky ny fitarainany, namono tena hatry ny ela aho raha tsy nanana anao! Nitsangana nandinika ny zanany i sahondra ...
Dihin-draza? A fahagola sns
Seho i ravony azafady fa nampiantso mpianakavy tsy mahay misaraka aho, fa misy anton-javatra roa lehibe izay tsy nampoizina hitanareo tsara angamba , indrindra ianareo mianaka rambola , fa nandeha tampoka tany anjeva izahay sy izanajaza, ary dia naharitra tany efa ho iray volana sy tapany. Rambola gaga tokoa izahay sy ...
Bakoly aleo hataoko fa asako ange ity e!
Ho an’ny sampana f. T. G dia azo lazaina ho antonony ihany io ora 4 isan- kerinandro io. Na izany aza anefa dia hita fa tsy tena ampy izany. Ny mpianatra f. G, dia mbola tokony hanohy fianarana any amin’ny ambaratonga ambony, araka ny tanjona napetraky ny fanjakana. Noho izany, dia tokony hanana angom- pahalalana mahak...
No tsy lamba hirakofana
Rosnay j. , 1975, op cit, un système fermé n’échange ni énergie, ni matière, ni information avec son environnement. Il est totalement coupé du monde extérieur. La système utilise sa réserve d’énergie potentielle interne p.103
Ary raha ny hevitra tian’ny mpanoratra hampitaina ao amin’ny tononkalo dia tsy manalavitra loatra amin’ireo voalaza ireo. Ny votoatin’ny tononkalo raha zohina, dia ny fiezahan’ny manam-pahaizana eran-tany hikaroka araka izay tratry ny sainy ny fomba hahazoana miaro ny olona amin’ny sida, na ireo aretina mety ho azo avy...
Ny mpampiankina
Anisan’ny zo fototra tokony hositrahan’ny olona tsirairay ny fialam-boly. Olana ho an’ny mponina ao vodiriana, indrindra ho an’ny tanora, anefa ny tsy fisian’ny fialam-boly. Na eo anivon’ny sekoly na ny eo anivon’ny kaominina amin’ny ankapobeny, dia tsy misy ny toerana sy foto-drafitrasa natokana ho an’ny fialam-boly. ...
Ny andalana lava dia maneho fihetseham-po mivelatra manoloana toe-javatra isan-karazany mahasahana ny fanabeazana. Maneho ny fitiava-tanindrazana amin’ny mpiara-belona izy, avy eo mitondra fanentanana. Manambara izany ity ampahan- tononkalo ity ny ta ni ndra za na , ry la hy , lo va soa sa ro bi dy 16 tsy a la m-ba ra ...
Araka ny efa volazanay tany amin’ny teny mialoha an’izao asa fikarohana izao dia mpanoratra efa maty i eliza freda, izay mpanoratra nofidinay. Noho izany, dia nanahirana anay ny nanangona ny tantaram-piainany. Teo aloha ny fanatonana mpampianatra literatiora teo amin’ny sampana ary tany amin’ny sampana teny malagasy ta...
Ménages activités activité 1 activité 2 activité 3 activité n ménage 1
Hamafin ny asa teny roa. Diso fanantenana
Tsy fahombiazan’ny paikady nampiarana ny tetikasa taratra ho miteraka olana eo amin’ny lamim-piaraha-monina ny fomba fanaparitahana ity fitaovana fandrindram-piterahana ity. Fantatra fa isan’ny tanjon’ny tetikasa ny hanaovan’ny olona rehetra ny fandrindram-piterahana; izany hoe, tsy anavahana sokajin-taona na sokajin’o...
Tsy nisy zavatra azoko mihitsy 1
Beattie j , 1972, introduction à l’anthropologie sociale, edition payot, paris, tak 27. Les anthropologues étudient les institutions sociales et les valeurs d’un peuple et la façon dont elles sont étroitement reliées entre elles. 5 rocher g , introduction à la sociologie generale, tom 1, l’action, éd hmn, litée, 1968. ...
Asiniony 21 aogositra 1998
Teny fanolorana i fanoroam-pejy iii dikateny vii lisitry ny lahatsoratra ix lisitry ny sary xi lisitry ny fafana xii lisitry ny kisary xiii lisitry ny tantara an-tsary sy takela-by xiii 0 teny fampidirana 0.1 olana 1 0.1.2 olana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena 1 0.1.2 olana eo amin’ny fampianarana taranja malagasy ...
Inona moa izany no atao hoe; fanjakana araka ny hevitr’andrianampoinimerina? Fahazoana
Création des canaux de distribution dans le but de rendre la gestion commerciale efficace, nous proposons à la tpflm d’étendre son circuit de distribution. Il faut augmenter le nombre de points de vente. Pour cela, l’entité doit implanter des espaces de vente aux provinces pour faciliter la distribution des produits ho...
Ny fitiavako tsy mety miova, ka mbola manontany hoe tianao va aho?
Nanomboka niroborobo izay tsy izy ny fanatontoloana tamin’ity vanim- potoana ity. Ny fiainan’ny tanora no lasibatra tamin’izany. Maro izy ireo no roboka nanaraka ny fomban’ny tanora vahiny. Ohatra ireo hira sy dihy vahiny izay nampisongadina ny rafi- batana. Anisan’izany ny rap, hip hop, sy ny sisa.
Lalànan’ny fahafenoan’ny hafatra
Jacques faublee, le récit bara, tak 203
Izay ilay hira tiany sy tsy afaka eo imolony ’zay nampianariny ahy ny feony sy tonony;
Raveloson andriambololona iandry, mise en place d’un système de contrôle et promotion de la qualité du koba ravina vendu dans la ville d’antananarivo , décembre 2003 221 rakotonirina, talen’ny orinasa bongou talatamaty, 03 jolay 2015
Ohatra ny lanja miangatra , dia tantarana ankizivavy iray mipetraka eo an-tanàn- dehibe. Nifankatia tamina lehilahy karana iray izy. Na dia raiki-pitia tamin’io aza anefa izy, dia nataon’ilay karana kilalao fotsiny. Tat? Aoriana vao fantany fa hay moa ity olon- tiany ka efa manam-bady. Nanao lanja miakatra hatrany ny f...
Antafian’i besalampy toerana fihantsonan’ny botry avy any mojangà
Tsiry, tao amin ny vakivakim-piainana, ohatra, dia nambakain i aziz390
Lahabolana
Izao no azo tsoahina amin’ny alalan’io fafana io. Ny fokontanin’andoharanofotsy no betsaka mponina indrindra satria mahatratra 9826 23 ny mponina ao aminy noho izy no renivohitra. Ny ankizy sy ny tanora tokony hiditra an-tsekoly ihany koa dia maro izay miisa 10542 24 marihina fa nitombo hatrany ny isan’ny mponina ao am...
Vita batisa tonga isan’alahady fotoan- dehibe fjkm ambohipotsy
Araka ny didy hitsin-volana laharana dia toy izao ny didim- pitsarana na dia nisintona ny fitoriany aza ramatoa bakoly, dia miditra an-trano maizina mandritra ny enim-bolana ramatoa kely landy satria efa nisy vono niniana natao. Araka izany dia nametraka ny lanjan’ny teny malagasy ôfisialy ny mpanoratra sy ny mpanatont...
Farany, nosafidianay ny haitsikera ara-tara-kevitra approche thématique mba handalinana misimisy kokoa ny vontoatin-kevitra ilafihan’ny tononkira teatraly sy ny lohahevitra hoenti-mitondra ny fanadihadiana.
Ny kalitaon’ny fampianarana, ary tratran’izy ireo tokoa ny tanjona eo amin’ny fahatsaran’ny voka-panadinana. Izay voambara teo izay ny mikasika ny kaominina ambohitrimanjaka, fa manao ahoana kosa ny kaominina anjozorobe. 1.1.2. Ny kaominina anjozorobe
Dégradation prévisible processus de dégradation dégradation produite , 1966, p.62
Amparatanana fenoarivo