text
stringlengths
10
11k
Nibaribary tamin’izay rehetra voalaza tao fa isan’ny mpanoratra kinga eo amin’ny fahaizana manintona ny mpamaky hiombon-kevitra sy hiray fihetseham-po aminy i eliza freda sy i samuel ratany. Tsy izany ihany, anefa, no tena nanavanana azy, fa teo ihany koa ny filalaovana amin’ireo sarin-teny hafa sisa.
Raha fehezina dia ahitana fahasamihafana ao amin’ireo tanàna roa nanaovana ny fanadihadiana. Tsy dia mampiraika loatra ny mponina ao imerikanjaka ny fampandrosoana iraisana toy ny fampidiran-drano fisotro madio sy ny hafa noho ny antony maro.
Fisaorana feno mitafotafo no atolotra ireo olona nandray anjara mivantana na ankolaka tamin’ny fanatontosana ity raki-pikarohana ity ; singanina ireto hotanisaina manaraka ireto ny filohan’ny oniversite ; ny sojabe rehetra ; ny tomponandraikitra voalohan’ny sampana haiolona, ny dr rabotovao samoelson, maitre de confére...
Ny sokajin-dahateny manoritsoritra raha ny mpiteny no jerena misy karazany roa ny lahateny manoritsoritra rah any mpiteny no jerena ny fanoritsoritana mifantoka amin’ny zavatra lazaina na ny lahateny tsy miandany objectif eto dia mihataka ao anatin’ny fanoritsoritana ny mpiteny, fa ny zavatra na toe-javatra na ny olona...
Vehivavy anta ala mivarotra satro-bory vita avy amin’ny lakatra
Fa hobaikon’ny fahamarinana, fo sy saina malagasy
Tsy hijanona ny tanako hanoratra ho anao rah’ts’ireo maso roako no mikimpy tsy hahita
Tsy manan-kalatsaka hatramin’ny tsinay
Otrikafo, janoary 2006 , op cit, tak 12 , teny fanolorana 65 otrikafo, janoary 2006 , op cit, tak 16 , ny amin’ ny kolontsaina pôlitika sy r iba pôlitika misy eto madagasikara 66 jacques tiersonnier ? 2001 ? Op cit, taj 199 le secret de dévellopement, c’ est le t ravail mené dans une ambiance de confiance mutuelle, bas...
Tsy hahasoa antsika izany! Hoy rabe hita ho very fanahy. Mila ny tso-dranon’ny ray aman-dreny isika raha te ho vanona ! Na dia avy amin’ny andaniny iray ihany aza farafaharatsiny! Niondrika i noro. Tankina tanteraka. Feno rano95 ny ao am-pony, ka tsy tanany intsony. Nipotrapotraka ny ranomasony! Andaniny avy amin’iza n...
Tsisy izay namaly fa toa mainka faly mijery anao mijaly!
Hita teo fa manana andraikitra maro ny fitenenana satria dia fitaovana mafonja entina hanentanana ny sy hitarihana ny olona hanjohy ny serasera izay ampitaina. Eo amin’ny lafiny serasera ihany koa anefa dia zava-dehibe tokoa ny teny, tsy azo fafana na atao ambanin-javatra ny teny noho ny maha fitaovan-tserasera mahomby...
Rajaona, takelaka notsongaina i, ambozontany fianarantsoa, 1972, tak 159 174 cf supra note 168 175 cf supra note 168 176 cf supra note 169
Ohatra 2 rajao e! Nga tsy mbola mihidy any ilay zalahy iny! Izany mihitsy izao no mba saika ilaiko hevitra aminao hoe, asa raha mba misy azonao atao marina fa tena tsy laitrako ilay latsalatsan-dreniny e! Ny ilay zalahy midika hoe ilay zazalahy.
Mbola manjaka hatrany am-piangonana, araka ireo voalaza ireo, ny fiheverana raiki-tampisaka mikasika ny lehilahy sy ny vehivavy eny anivon’ny fiarahamonina. Hita taratra izany, tamin’ny fanambarana nataon’ny pretra tompona andraikitry ny mpiserivy lamesa ny taona 2006 noho izy ahitana endrika fanoherana ny miralenta. M...
Mpampiasa an- miaro, ireo olona
Caporal efa ho avy izay ny chef de poste, ka mahareta kely miandry. Elson hono ho’aho caporal, inona moa ny antony hapiandrasana anay eto? Randrianoely inona tokoa moa tompoko? Efa voasava anie izahay raha niala ny baka nampita anay ny lakadranon’i marimbona e! Caporal ny baiko azon’ireo mpiambin-dalana eo amin’ny fial...
Ny ray aman-dreny
Fanao matetika rehefa manompa olona ny fampitahana ilay olona ompana amin’ny biby, toy ny hita ao amin’ny 111 , 112 ao amin’ny 111 dia ampitahaina amin’ny kibon’ny sahobakaka ny kibon’ilay lehilahy. Ahitana mpamari-toetra be ao anatin’ireo ohatra ireo. Ny mpamari-toetra be dia ilazana halehibiazana. Ny sohobakaka dia b...
Tantsaha. Ary nivoatra hatrany ny asa fambolena sy fitaovana entina manatanteraka izany, satria niezaka nampiofana sy nampianatra ny tanora malagasy maro ny fanjakana. Kanefa maro amin ireo fampiofanana no tsy tafita amin ny vahoaka mpamokatra satria manohintohina ny fomban-drazany ireo fomba vaovao enti-mamboly ary mi...
Tsy maintsy andraisana fepetra rehefa tratra ambodiomby na voaporofo fa nandika lalàna ny olona. Izany hoe nisy olona nanao fahadisoana ary hita fototra ny tsy fetezan’ilay zavatra nataony. Tsy fanao anefa ny manao fitsarana an- tendrony, fa ny malo no enti-manadihady ny marina hiatrehana ny olana. Hoy ny
Inona avy ireo lafiny tokony hodinihina raha hamantatra ny bika aman’endriky ny lahatsoratra. Lazao izay fantatrareo momba izany. Diniho ihany koa ny mety ho loharano nipoiran’ny voambolana
Région d’antsirabe qui la rend très célèbre, la raison pour laquelle les gens venant des autres régions de la grande île ou même les étrangers sont encore attirés à admirer la beauté de la ville d’eau.
Haingo, anonkantsa, teny fanolorana 418 va tak 177
Tapitra hajaina, oktôbra 1997
Na inona olana
Fepetra iray maha sekoly ny sekoly ny fisian’ny mpandraharaha sy ny mpampianatra ary ny mpianatra. Noho izany dia tsy azo dinganina ny momba azy ireo raha ny resaka fampianarana no asian-teny. Atolotra misesy eto àry ny momba azy ireo. 1. 2. 3. 1 ny mpandraharaha
Raolison r. R rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, 1985 1061 tak
Misy ako volamena
Bibliographie
Fetra izaho ange ry dada rehefa manao zavatra dia tsy maintsy manao avo fitetika e!
Teny famaranana hita teo amin’ny famelabelarana fa sarotra ny mitady ny marina. Voalaza fa an’andriamanitra ny fahamarinana ary ao aminy ihany no azo inoana sy ekena izany, satria izy no mahalala ny zavatra rehetra sady izy koa no ilay tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Ny olombelona koa anefa eo amin’ny fiatreha...
Teo amin’ny riba kosa, dia nahitana karazam-pomba amam-panao maro. Asehon’ny mpanoratra ao amin’ny gazety fa maha-saro-piaro azy ny fomban- drazany ka tsy ekeny ny fanaovana tsinontsinona azy. Ohatra amin’izany ny lahateny iray izay manohitra ny bokin’ny vahiny iray dia i louis molet izay milaza fa mihinam-paty ny mala...
Fanamarihana raha ireo toerana sy habaka notanisaina teo ireo no jerena, dia hita fa tsy vitsy ireo habaka no sady voalaza tao amin ny rehitra hambom-po no hita tao amin ny fa velona indray. Indro aseho amin ny alalan ny fafana izany fitoviana izany, mba hampisongadina tsara azy
Ny mari-dalana ny mari-dalana na signe de piste dia kaody fanaon ny skoto eny amin ny lalana. Amin ny alalan ny mari-dalana no amantarana ny toerana aleha sy ny fomba tokony hatao. Ireto misy ohatra vitsivitsy manomboka ny lalana lalana mitohana ? Lalana haleha
Lamba angaha na firavaka sarobidy, araka ny fonosin’ny teny hoe fihaingoana natao anoharana nenti-nilaza ny oharina. Sady namintina ny maha-izy azy an’i kristy ny métaphore eto, no maha-kanto io hira io. Mba hampazava izany dia azo aseho kisary tsotra tahaka izao ny fanazavana natao io métaphore io handresena lahatra n...
Na dia tsy hitanao mipoitra sy mitranga na tany karankaina toa an’i bemolanga volabe miraraka ny any ambaniny any ohatrinona ny vidin’ny barikan-tsolitany? Mandry ambony vola ianao, fa mandry fotsiny ihany
Endrika anatiny
Fahasambarana, araka izany, ny fahafatesana, satria izy ihany no hany hampita ny olona ho any amin’ny paradisa, izay tanàna feno fifaliana sy fiadanana, tsy ahitana ranomaso sy alahelo. Ny fahazahoana io fiainam-pahasambarana any ankoatra io no ilazana fa fahasambarana ho an’ny nandao ny fahafatesana.
Nenibe tena anti-maola tss.
Ny fomba amam-panao amin’ny fandevenana any betsimisaraka avaratra ireto dingana telo ireto no andeha hiaingana amin izany mialoha ny fandevenana, mandritra ny fandevenana, aorian ny fandevenana.
Eo amin’ny sehatry ny fampianarana, dia havanana kokoa ireo efa manana traikefa amin’ny fiatrehana sy ny fanatanterahana ny asa fampianarana. Takina indrindra izany rehefa mitady asa, ka arakaraka ny traikefa efa ananan’ny mpampianatra no mahavoaray azy na tsia. Tsapa izany teo amin’ny mpampianatra sasany, satria manan...
Une fiche questionnaire pour la famille qui permet de situer le contact social et familial de la consultante.
Fahabangana lehibe eo amin’ny tontolon’ny fanoratana ny fahalasanan’ny mpanoratra iray. Tsy very anefa ny soa navelany ho an’ny mpamaky sy ny mpankafy noho ny fisian’ny poeta namana mbola afaka mamelona ny asa sorany. Ho mariky ny fifamatoram-pitiavana ao amin’izy ireo mantsy, dia anjaran’ireo mbola velona no miandraik...
Fampiasa ho iombonana kosa ny endrika naotra satria azo avy amin’ny fanafohezana ny voanteny ranaotra ; aotra no fototenin’ny endrika ; tsy miasa amin’ny iombonana tahaka izany koa ny teny dahy sy bavy, izay avy amin’ny fanafohezana ny voanteny anadahy sy anabavy. Ny endrika anaka sy lahy ary vavy no fototeny niavian’i...
Momperaramasindroavola jean venance miandraikitra ny tanora kilasy mody sy ny oratorio
Ny mitomany zafy tsy aman-janaka manko moa hadalana! Dieny mihiratra àry ny andro fa tsy mbola mandaviana velomy ny afom-pikirizana, ary aza mety vizana
Fatram-bary ataon’ny mponina any amin’ny distrika andramasina. 1 fahefany 6 zinga plastika mahalany rano iray litatra 4,5 kg
Ny hoe tra-pahoriana eo amin’ny fiainana , dia ireo izay taratra na mahatsiaro tena ho ory, na malahelo sy miferinaina, noho ny zioga entina. Miseho amin’ny endrika maro ny fahoriana mianjady amin’ny olombelona. Misy ireo tsy manan- kohanina vokatry ny tsy fananana asa. Misy indray ireo gejain’ny aretina, ka tsy mahita...
Famintinana
Ireo haitsikera nampiasaina 10
Monographie de la district de maroantsetra
Teny famaranana tamin’ity asa fikarohana ity dia ny sehatry ny haifampianarana no nirotsahanay. Andry lehibe iray miantoka ny tontolom-piainan’ny tsirairay mantsy ny vokatry ny fampianarana sy ny fanabeazana ka heverinay fa mila fifanomezan-tanana ny fanatsarana sy ny fampivoarana hatrany ny asa rehetra mahakasika azy....
Na dia efa imbetsaka aza aho no nandre momba an’i moramanga, tsy azoko an- tsaina mihitsy ny hamaroan’ny olona tsy hita isa, ny posy maro loko, ny fiara sy ny ombitsarety be dia be mifamezivezy amin’ny fomba tsy hita hoe ahoana. Toraka izany koa ny trano mirindrim-bato eny amoron-dalana ary fitaratra ny varavarankeliny...
Ny fanehoana trangan-javatra iray
Miroso amin’ny famalifaliana ny vahoaka amin’izay ny mpitsoka mozika ary raikitra amin’izay ny fampiadiana ranjany.
Bronckart j. P. , 1985
Sehatra ahatarafana ny olombelona eo amin’ny tontolo misy azy ihany koa ny tantara foronina izy no karazan-dahatsoratra mamakafaka indrindra ny lafim-piainan’ny olombelona 3 .
Tsy fahatratrarana
Centre d’etude et de recherche eps
Programmes
Tsy ny mpikabary ihany anefa no afaka mampiasa azy fa hita eny amin’ny resadresaka ifanaovan’ny olona amin’ny andavanandro ihany koa. Hoy indrindra i estine rinara soa milaza izany isan’izay mahafinaritra ny olona tokoa ny mandre teny tsara lahatra, na dia
Lovako t11 12
Ny asa soratra literera no tena hodinihina ato anatin’ny asa fikarohana. Manana ny mampiavaka azy izany, na eo amin’ny vontoatiny, na eo amin’ny fomba nandrafetana azy. Tsy tongatonga ho azy moa ireny tara-kevitra voizin’ny literatiora ireny, fa nisy antony avokoa. Ohatra tara-kevitra tena niroborobo tao anatin’ny zana...
Ranavalona tomponay! 80
Ny olana sy ny vahaolana tsy misaraka amin’ny asa fikarohana toy itony ny olana samihafa. Tsy nanaiky ho resy tsy miady anefa izahay, fa nanao izay azonay natao ho fanatanterahana an-tsakany sy an-davany izao asa atolotra izao.
Ny fampitan-kafatra, indrindra raha fanazavana toe- javatra handresen-dahatra no kendrena. Fampiasa ihany koa izy ity rehefa hanazava teny na hevitra irey toy ny fahita ao anaty raki- bolana. Ohatra hoy ny razana milaza ny momba ny tody ny tody tsy misy fa ny atao no miverina izany hoe tsy inona akory ny tody, fa ny at...
Lazao izay zana-taranja mahaliana anao kokoa ny literatiora sa ny riba. Inona no antony?
Il est très important pour l’arrangement de la vie familiale, de la vie de la société et celle du pays de connaître les problèmes de ses jeunes. Les uvres d’iharilanto patrick andriamangatiana intitulées vakivakim-piainana et onjam-pilafila, sont les reflets de cela. L’auteur connait bien ce que vivent les jeunes car i...
Izaho kosa manirery
Mo rite zy mortaise; ci. Leno, ambaviny fr.
Iv.3.3 impact des dites situation quand l’argent ne rentre pas, rien ne va automatiquement. C’est le cas pour les familles cités en question. La sensation de mal-être que provoque cette situation se traduit par des déviances. Ces individus essaient de fuir la réalité en s’adonnant à des pratiques déviantes. Le problème...
Eka a line eka a line e takeza nandrienô lahaly ? Eka a line e tany nandrieko tsy atoroko anô eka a line e takeza nandrienô lahaly ? Nindôn’ ny foko te hanambady aho eka a line b.44 hisôma ale hisôma ale tsara e hisôma hisôma arô valilahy e avy e hisôma hisôma anô lehilahy avy e hisôma ô ô ô hisôma e e e valy e ! Vero ...
Sekolin’ny ntaolo, librairie mixte, tananarive, 44 tak
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire cer langue et lettres malgaches
Jp sartre, qu’est-ce que la littérature, edition gallimard, coll. Idées, paris, 374 p la fonction de l’écrivain est de faire en sorte que nul ne puisse ignorer le monde et que nul ne s’en puisse dire innocent p 3 35 jp sartre, qu’est-ce que la littérature op cit, p 58 la création ne peut trouver son achèvement que dans...
Anatin izany.
Tsy ataotao foana na mandeha ho azy akory ny fakana faty. Ekena, fa zon’ny havany ny manao izany, saingy noho ny maha fomba amam-panao azy dia misy ny riba tsy maintsy arahina. Kabary ifamaliana no atao amin’izany ka izay maharesy lahatra no mivoaka ho mpandresy. Amin’ny ankapobeny dia ny lafin-dray no tena mangataka f...
Manaôn énaou
Ny fahombiazana tamin’ny fomba fiasa fampandraisana anjara ny mponina lafiny tekinika
Va tak 34 ; and 11; andl 42-57
Foto-kevitra
Raha ialohavan’ny renifeo kosa ny zana-peo -i ao amin’ny mari- pirindrana dia iharan’ny fanahafana, dia manahaka tanteraka ny zana-peo -a na -e. Toy izao ny fiovana mihatra li a la zi a za li e le zi e ze
Ampahany amin ireo fototeny mitsaikona mivany efatra ihany ireto naroso tamin ny alalan ny fafana ireto. Miafara amin ny -ka -tra -na izy ireto ary ao amin ny vaniny faha telo avy any an-kavanana no misy ny tsindrim-peo amin izany.
O united nation educational scientific and cultural organisation f. T. Fotoana nivelaran’ny tantara
Miverena ry dada tsy foy fa i neny ato matin’ny trosa ny asa any aloha hadabohy fa ny aty efa manina kosa!
Ramiandrasoa j. I , 1978 ny tsikera samihafa fampiasa amin’ny fandinihana haisoratra, in aingam-pivoarana lah manokana, tak 43- 70 antananarivo rasamuel m. , 1948 , 1951 ny menalamba tao andrefan’ankaratra 1895-1896 , ny zanakantitra antananarivo imp. Volamahitsy rasolofomasy s. S ,1998 ny antsa bara , mémoire de d e. ...
Ny fomba filazan-javatra nananganana ny fampidirana sy ny famaranana
Ny flkarakarana, na ara’. ’pahasala- ny1anora mpangalatr’on-bf, nef-a mana, na fampitomboan-taranaka ny getaheta te hampitombo ny vclarl ’ tia- omby gasy, t ioy izahay, dia mbola tsy trany amin’ny alalan’ny omby, lreo da- hlta mazava lzay tena ezal a avy amin’ halo ambony, tsy hi aroka mplka- ny fitondrana. Fa raha ny ...
Mahefa horovitsika tak 71, va tak 38 88 lydiary, aingan’ny tanàna, tak 26, va tak 34
Tsara raha arahina fanadihadiana ity fafana ity mba hampivoitra tsara izay tiana hambara.
R4 ny do ao bejiro, fa ahin’olo maty devoly io do ao bejiro ao laha amiko manokany, fa ahin’ny mpanjaka taloha fa maty re y io ka tsy voaray ndrana ahary fa raty say baka ambonintany etoy, mpanao asan-devoly, mpamonovono olo avao, mpa andevondevo olo mpa ambony tena ka mirery avao y fa ahany ka farany manjary biby, mis...
Na dia hita tokoa aza fa mihen-danja ity karazan-dahateny nenti-drazana dia azo lazaina fa mivoatra manaraka ny toetr’andro ny rango ao faratsiho. Amin’ny ankapobeny dia rafitra no tena nisongadina tamin’io fiovana io fa ny feony sy ny ventin-kevitra fonosiny kosa dida tsy miova. 3-4-1-ny rafitra
Ndia-binty, definir les objectifs, editions hurtubise, canada, p.29 les objectifs constituent un cadre de référence pour la séléction des méthodes et des matériels éducatifs 13 constitution et la loi n 94-033 du 13 mars 1995, orientation générale du système d’education et formation à madagascar.
Maneho ny fiheveran’ny mpanoratra ny fo izay toy ny fasana, mirakitra ireo lasa na ny tsara na ny ratsy, izay miseho amin’ny fotoana iray, ary tsy hay hadinoana rehefa tonga izay fotoana isehony izany, hany ka averiny foana ilay andian-teny rehefa haneho ilay toetra ny fo izy.
Ny tahan’ny mpianatra sahanin’ny mpampianatra iray eto madagasikara mifototra amin’ny fanomezan-danja ny tsirairay mandritra ny fampianarana fianarana ny pedagojia miovaova araka ny zava-misy. Anjara asan’ny mpampianatra ny mijery ny tranga misy eo amin’ny mpianatra tsirairay izay mifamatotra amin’ny fandraisany fahala...
Hoy rasoa hoe tezitra aho .
Fampiasana manokana ny mpisolo manondro
Fa olon-droa mitafa dia moana sy marenina no sary itarafana ’ty lamim-panafahana. Ka tsisy ako loatra ho an’ireo mpifatotra ny hevitrao voafaritra
Mpitarika andriamatoa ratrema william maître de conférences