text
stringlengths
10
11k
Tompon’ny tantara vavolombelona
Tsy mbola misy ao mahamasina ny fanilo hatramin’izao. Efa maro moa ireo olona mangataka ny hananganana ny fanilo, nefa tsy mbola neken’ny pretra izany hatramin’izao. Rehefa nanontaniana ireo pretra sasany efa niasa tao sy ireo eo am- perinasa dia mitovitovy hatrany ny valin-teniny. Ny antony voalohany aloha dia ny hoe ...
Ankoatra ireo fahalalana fototra samihafa novahavahana teo ambony ireo dia mbola isan’ny ilaina ihany koa ny fahafehezana ireo paika samihaa enti-mandresy lahatra. Ny mahakasika ireo no hoentina manaraka eto. Rehefa hamokatra lahateny ny mpiteny dia anisan’ny tsy maintsy fantariny izay kendreny ho domina amin’ny itenen...
Foto-pivelomana isan’ny mponina fambolena 9851 28,09 fiompiana 3167 09,03 taozavatra 1395 03,97 hafa 20647 58,91 loharano mônôgraphie 2013 p.14 , p.17 , p.18
Tsy fanaon’ny mponina aty an-toerana ihany koa ny manary na mandevina amin’ny andro talata sy alakamasy raha tsy maraim-be raha mbola zaza ilay maty, na rehefa maty masôva na masoandro raha olon-dehibe. Itoviany amin’ny faritra maro manerana ny nosy izany. Lakana mifanohoka no farafara fandrian’izay mody ho razana. Mis...
Olan’ny ta fantatra tamin’ny fanadihadiana natao fa manana olana izy ireo. Toy izao izany olana atrehany izany eo amin’ny famoahana ny fd sy ny fk, dia mpianatra 2 amin’ny 48 no manana olana eo amin’ny famoahana ny rh 1 thèse miampy ny zk tsirairay, dia mpianatra 7 amin’ny 48 no manana olana eo amin’ny fitadiavana ny r...
Rajemisa-raolison r. 1985 rakibolana malagasy, antananarivo i. O. E, librairie ambozontany fianarantsoa, 1059p.
Prudhomm, emile 1901 l’agriculture sur la côte est de madagascar, comité de madagascar. Paris.
Rahavana ity anarana ity dia azo avy amin’ny hoe havana notovonana ra- mpanoritra maneho fanajana. Ny havana moa dia ireo izay heverina fa misy fifandraisana noho ny ra iombonana na ny fanambadiana. Araka izany dia antsoina hoe rahavana ny olon-tiana satria heverina ho iray amin’ny tena ka misy fifandraisana akaiky.
Ry hava-malala ô! Maro ny orana eto amin’izao fiainana izao. Olona firy akory moa no efa vonton’izy ireny ka maty. Ary indrisy ao aza ny sasany izay velona ihany nefa miriorio eritreri-dava, ary mandeha amin’ny fandehan’ny adala.
Izay no zava-misy manodididna ity asa fikarohana ity. Tsapa fa tsy tonga lafatra ny asa. Voafetra ihany mantsy ny sehatry sy ny fotoana ary ny zavatra nodinihina nandritra ny fanadihadiana natao. Ny endriky ny fampianarana taranja malagasy amin’ny ankapobeny mantsy no nojerena tamin’izany. Mbola maro araka izany ny loh...
Nosokafana hidiran’ny zaza mahay teny frantsay ny sekoly vazaha ambaratonga voalohany sy ny lycée roa dia ny lycée galliéni sy ny lycée jules ferry .
Amin’ny voambolana fampiasa andavanandro no hanaovana zava- kanto. Izany hoe mila mifantina voambolana ny mpanoratra, mba hanaporofoana sy hanamarinana, fa manan-karena voambolana isika malagasy. Ankoatra izay, tsara ihany koa ny hamelomana ireny voambolana tranainy ireny, mba hanome endrika miavaka sy manintona ny asa...
Toe-javatra roa eto no miseho ary miteraka voka-dratsy. Asehon’ny mpanoratra mantsy fa raha mihoatra ny tokony hatao eo amin’ny fitiavana no atao dia lasa aretina sarotra sitranina tahaka ny haromontan’ny alika. Ny fitiavana masiaka mantsy dia manondro fa saro-piaro amin’izay ananany ny tompony, tsy azo idiran’olona na...
Moussa hay ve izany no mahazo ny bainin’ialahy e! Fa aiza izy no tsaboina dia rahoviana ny fandidiana no hatao?
Ny famakiana boky
Alalan’ny finday, solosaina, internet , sns. Izany indrindra no nanaovan- drakotolehibe mamy fikarohana manokana mikasika ny fitaizana manoloana ny teknôlôjia 38. Noho ny fahitana ny tsy fahazotoan’ny olona mikirakira boky loatra intsony no nanafainganana ny fampitan-kafatra ao amin’ny hafatry ny mpanabe ho any an-tsof...
Maintimolaly fihirana ffpm lah. Faha 607
Raivo tony fa fa. Dadabe. I. Io i. Ilay tovolahy nalefan i dady ho aty 245- amiko araka ny fangatahan i dadabe ihany. Iny fa lasa.
Ny volofotsy indray dia azo amaritana ny taonan’ny olona iray. Izany hoe, miankina amin’ny lokon’ny volon-dohany no ahafahana milaza fa tanora izy, na antitra. Ka ny volofotsy , dia natokana ho an’ny antitra, amin’ny ankapobeny. Noho izany, ampahany entina mamaritra ny momba ilay olona manontolo ihany koa no asehon’ny ...
Nosokajiana araka ny lohahevitra ireo akora ireo ny lafiny sôsialy no navahana manokana mba hahafahana mijery sy mamantatra ny sakana ho amin ny fampandrosoana satria ny zavatra rehetra mitranga amin ny fiarahamonina dia misy akony amin ny sôsialim-bahoaka. Ny toekarena, na ny pôlitika dia samy antoky ny filaminana ho ...
Diso paika mantsy ianao toa fanoro-matimbela ny lalanao asiana olona izato tenanao jerena.
Sy vavaka ataonay anareo dia hambinin-java-manasatra anie ianareo, hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny, misondrota voninahitra ho kiady sy reharehan’ny fianakaviana !
Sehatra iray ahafahana mampita ny zava-niseho nandritra ny fotoana tsy nifankahitan’ny andaniny sy ny ankilany dia ny fianakaviana mifanalavi-toerana ny fifanantsafana amin’ny fahafatesana. Miankina amin’ny toe-java-niseho no mahalava na mahafohy ny fifanantsafana, na izany niseho tao anatin’ny iray andro, herinandro, ...
Kentsona tapany mb nd ndr ndz ? G
Nofo-kena mitam-pihavanana ny tena zava-dehibe amin’ny fiarahamonina malagasy, dia ny fanajana ireo sanda raketin’ny fomba amam-panao. Noho ny famafisam-piainana angamba, dia toa notsotsorin’ny olona araka izay mampety azy sisa ireny fomba amam-panao ireny. Toa marika sisa no ataon’izay mbola mihazona azy , indrindra a...
Ny tany hikodia, ny rano dia ho vaky ny biby samihafa, hitsahatra hiaina fa ny fanahinao, ry olona mamaky moa dia mba ho faty azo antenaina?
Raha mbola misy ihany kintana mamiratra azonao banjinina, nahoana no tomany no andanianao ny alin’ny ririnina?
Loharano instat faritra analanjirofo
Kintana f 1927 ny poezy malagasy; fianarana manoratra poezy malagasy, in gazety fahazavana tak.78-81
Avitsara miomana haingana ianareo fa hatao aty amintsika, hono, ny fivoriana! Bary fa maninona, ramatoa? Avitsara tsy fantatro fa i dakoto no nangataka an’izany hatao aty. Toa misy fambara loza izany hono! Bary ka ny aty amiko no naninona? Vao avy niresaka azy mantsy izahay rolahy teo.
Fiheverana an andriamanitra
Zay angamba vao nihiratra ilay masony mpifidy ka nahita ny mamiratra tena akanga sarobidy iarivo-ialamanga tsy mba lany olon-tsoa na adrisa na akanga samy ananany avokoa tsy maninona tsy akory tsofin-drano ramatoa ndeha ilaozy ny kamory afaka hankaiza moa? Raha olona iray no nandà ny dina vita mbola any ilay iray tsy m...
Nofidinay manokana ny endrika boribory, satria taratray mihalohalo ao amin’ny eritreritra tsy tsaroan’ny mponina tany an-toerana fa izany no amaritany ny tontolo. Ohatra manao faribolana izy ireo mihodidina ny fisokina izay toerana misy ny razana avy amin’ny vazan-tany efatra ; manao faribolana ihany koa ny velona rehe...
Teny mahavantana sy mahazatra ary fampiasan’ny mpifankatia rehetra, mba hanehoany ny fitiavany, indrindra, fa ny lehilahy, raha vao hamboraka sy hitory fitiavana izy ny hoe tiako ianao nanambara sy nanonona azy io koa ny mpanoratra ary nataony tsy am-pihambahambana na miolakolaka fa mivantana avy hatrany ny filazany az...
Fizarana fahatelo fandalinana ny fampandrosoana ateraky ny fanorenam-ponenan’ireo mpiavy eo amin’ny fokontany 67 ha avaratra atsinanana
Liste des abreviations liste des tableaux liste des annexes introduction partie i cadre theorique et methodologie de recherche
Sary 6 tany lemaka voahodidina tendrombohitra
Ratra lalina fizarana voalohany
Amin’ ny eja izany dia anisan’ny tsy hahavitany manadino ilay olon-tiany ny fahatsiarovana ireo zava-nisy sy fotoana niaraha-niriaria. Tsy maintsy mandray fanapahan-kevitra
Ilay rangahibe nampivahiny an’i fenosy donga fony izy ireo hihazo ny alan’i didy p.169 ireo mpiara-mitolona nandritra ny tabataba ny renin’i donga ilay soanagaly tompon’antoka tamin’ny mpigadra tao ambohitsilaozana lehilahy tia herisetra sy mpimamo p.210
Fisondrotana isam-batan olona na ny fibeazan-tena eo am- panatanterahana asa système de progression personnelle .
Ny toe-tany
Izay ny ankapoben-javatra mahakasika ny fifandraisana, fa atolotra manaraka eto ny fizarana faharoa amin’ity lohahevitra ity, dia ny fomba entina manatsara ny fifandraisana amin’ny sokajin’olona samihafa.
Ny fampiasana fitaovana ilaina ny fampiasana fitaovana azo tsapain-tanana sy hita maso mba hanampy amin’ny fiasan’ny fitadidiana. Ohatra ny sary, ny tononkalo, ny peta-drindrina
Ton. 64 o ! Ry foko
Tsy fantatra 40 17,70
Anisan’ireny ny fanovan-javatra azo avy amin’ny fampitovitoviana ny oharina sy ny anoharana. Io sarin-teny io no nanehoan’i eliza freda ny maha- toerana fitehirizana faty ny fasana, araka ny hoe indro ny croix mijoro eo an-lohan’ny malala toa milaza toa manoro
Tsizarizary ny trano ipetrahan’ny mpampianatra amin’ny sekolim- panjakana hitan-drobena fa tsotra toy ny fitafiany koa ny tranon-dramosen’i besalampy. Tokan-tena izy, teto nandritra ny herintaona sy tapany izao dia izay ilaina tokoa no fanaka ao an-tranony ary kesika ampifanongoavina ny ankamaroany. Tsy mba
Puisque le montant des postes des stocks, des créances d’exploitation et des dettes d’exploitation varient dans le même sens que le chiffre d’affaires, le montant du bfr d’exploitation est aussi fonction du chiffre d’affaires.
Misy koa anefa irinay tsy hankitsahatra 20 ombao ny elatrao ilay saraka irery
Hainteny ntaolo, ambozontany fianarantsoa184p.
Fanamarinam-ponenana
Les résultats des interviews dans la région du vakinankaratra v-3-2-1 aux dirigeants de l’association sport asa tany vakinankaratra q-1 comment est la situation administrative de l’association ? L’association sport asa tany vakinankaratra est un ong ou organisation non gouvernementale, dont le siège national se trouve ...
Fampianaram-pinoana izay mbola iainana hatramin izao. Hoy hatrany i mômpera andreas taminay. Mialoha ny hitanisana ireo konsily fito sy ireo lova masina ary ny fijerena ny foto- pinoan’ny fiangonana ôrtôdôksa dia hofaritantsika vetivety ny mahakasika ny hoe konsily famaritana ny konsily
Maro karazana ary sakamalaho sy havozo raha ny lahabolana eto madagasikara. Kanefa raha ny lahabolana hiraina no asian-teny dia toy ny faritra rehetra ihany ity faritra nanaovanay fanadihadiana ity, satria manana ny mampiavaka azy. Tsy vitan’ny hoe mitanisa sy mitantara fotsiny ny zavatra hita maso akory ny lahabolana ...
Ireo mifono ambony latabatra ireo ny sakafonao. Hano aloha fa sao dia noana no mahavoa anao toy izao e! Misaotra anao fa tena sahirana e!
Teo ny psd na ny rparti social democrater. Foto-kevitra nijoroanrny psd ny hoe sôsialisma tena malagasy; tsy manisy adin-tsaranga ary manaja ny rafi- piangonana. I philbert tsiranana no filoha mpitarika izany, ary i andré resampa kosa no sekretera jeneraly.
Journal officiel de madagascar du 8 décembre 1956
Latsy latsilatsy latsiana
Ankapobeny tsara ho fantatra momba ny boky fampianarana hoy i tselatra, raha milaza momba ny boky izy, notsongaina tamin’ny fampirantiana nokarakarain’ny havatsa- upem, ny volana oktobra 2008, tao amin’ny tahala rarihasina ny boky no loharanon’ny fahaizana, fahendrena, fandrosoana. Izy no mpanolo- tsaina ambony sy mpam...
Fizaram- potoana tanjona manokana votoatiny tetika sy paika sahan’asa fitaovana tombana
Livre référentiel de formation-action de l’infor
Tononkalo miendrika fitantarana sy resaka maro ireo karazana toe-javatra mitranga eny anivon’ny fiarahamonina. Misy amin’ireny ny manaitra ny saina, ka zary tsy afaka am-bavan’ny olona. Taratra amin’izany ny fahaizan’ny malagasy mitantara toe-javatra, amin’ny alalan’ny resaka ifanaovana. Tsy miala lavitra amin’ireny ih...
Rontona rontondrontona
Fiainana hatrany anefa izy. Mpiray tampo, fa izy irery
Be ny tovolahy, tovovavy, maika loatra ny hanambady; matim-bika sy tarehy, ka tsy mikendry ny hiafarana; raikitra eo vao te hiala, mandositra ny tokan-trano.
Fehin’ny fizarana faharoa misy akony betsaka eo amin’ny haifampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny lisea ny fampiasana ny mpaikam-pampianarana mifototra amin’ny lesona tolotra. Andaniny, eo amin’ny fampitam-pahalalana, ankilany, eo amin’ny fandraisam- pahalalana. Tsy mampirindra ny fampianaran’ny mpampianatra izy ...
Aza ary misy olona monina. Nantsoin’ny malagasy hoe tanàna haolo ilay toerana raha toa ka tsy misy monina ao anatiny, tanàna kely kosa raha toa ka mitokana sy vitsy mponina ary tanàn-dehibe kosa rehefa maro trano sy be mponina. Ny tanàna dia fitambaran’ny vakim-paritra na quartier maromaro ary faritan’ny fizarana ara-p...
Tsy maintsy mbola hikalo ianao hametsovetso ny hariva hitsena tsiky ny maraina hanonofy ny fitia ao an’eritreritrao! Ao ianao no handrindra tononkalo tena kanto tononkiran’ny fanahy ny fisiana hitanao ny fanahy iaiananao ny hasambarana katsahinao mbola hody hira ireny hanjary indray ho tononkalo dia minoa ahy ianao fa ...
Ka ny mety amintsika dia ny manamboatra vatsy ny manenjana tsipika hamelezana ny ratsy
Asa izao ny mba hitondra fampahalalana ho an’ireo malagasy mpiray tanindrazana fa misy ny foko marofotsy. Azo ambara fa anisan’ny foko manana ny fomba amam- panaony mampiavaka azy amin’ny hafa izy. Fomba izay mitahiry ny soatoavina sy ny kolontsaina mahamalagasy. Iray amin’izany ny fahan-jafy izay fomban-drazana toa mi...
Tsy maintsy hamonjy ny fonenany avy ny tsirairay na ny avy lavitra na ny eo an- toerana. Anjaran’ny vahiny indray no misaotra sy mampivara 206 ny eo an-toerana. Mivory ao an-dranondahy ny solontenam-pianakaviana maromaro mialoha ny hialan’ny faty ny avy lavitra sy ny manodidina ary ny eo an-toerana. Fisaorana, firarian...
Faritra io, noho izy manaporofo ny maha olona mendrika sy manana ny maha izy azy. Azo atao amin’izany ny fampandraisana anjara azy rehetra ireo amin’ny alalan’ireo fokontany. Ity farany izay miisa 1 002 ao amin’ny faritra, ka raha ampandraisina anjara 10 000 ar tsirairay avy ity farany, dia hahazo hatrany amin’ny 10 02...
Fournet-guerin c. , op. Cit. Tak. 23. Des plaisanteries portent sur le retard de développement des régions côtiers sur la paresse supposée de leurs habitants expliquée par le climat, ou sur une mentalité jugée différente m urs, côtières plus relâchées par exemple
Ny fanonerana ny ratsy natao amin’ny tsara miteraka famelan-keloka ny fanonerana ny ratsy natao amin’ny tsara. Maro ireo endrika nisehoan’izany teo amin’ny malagasy sy ny frantsay. O nasetrin’ireo frantsay ny basy aman-tafondro, ny fanehoam-pitiavana ny malagasy. Io fitiavana io no niteraka fahatsaram-piainana izay nit...
Mpiteraka mila famonjena haingana. Ny aina sarobidy anefa no voadona sy voatohina eto. Inona no hatao ? Very fanahy mbola velona ny olona, indrindra ny fianakaviana. Toy ny valala voatango e ! Tsongoy fon’olona, tsongoy fon-tena. Tranga toy izao mihitsy no ilàna asa fa tsy kabary. Atrehina ny ady amin’ny sida izay atao...
Tovana voalohany
Niaingia niainga
Fisotrosotroana madinidinika ataon’ny vinantolahy mpihady fasana no mamarana tanteraka ny lalonana .
Tarakevitra salan’isa fitiavan’olon-droa 40 fitiavan-tanindrazana 30 fitiavana ny literatiora 30 fafana laharana fahafolo famintinana ny tarakevitra manintona ny olon- dehibe.
Ireo zavatra rehetra niseho nanomboka hatramin’ny namparary ilay olona mandra- pahatonga amin’io fotoana itenenana io ny firafitry ny lahateny manana rafitra mazava tsara ny kabary mivala a. Toy izao izany raha fintinina
Ankizy very na mirenireny 67 2-2 tontolom-pampianarana sy fanabeazana 67 2-2-1 zava-dehibe ny fikolokoloana ny saina 68 2-2-1-1 ireo tsy mahay mamaky teny sy manoratra 68 2-2-1-2 ireo mahay mamaky teny sy manoratra 69 2-2-1-3 fihetsiky ny beazina manoloana ny fitaizana 70 2-2-2 omen-danja ny fitsimbinana ny vatana 70 2...
Ireo paika samihafa handentehana voambolana miroso manaraka ny fivoaran’ny toetrandro ny zava-misy maro, anisan’izany ny fahalalan’ny mpianatra. Koa na mbola kely aza izy dia tokony tsy hajanona fotsiny amina fahalalana tsy ampy. Eo amin’ny resaka fanabeazam-boho ny teny, ohatra, dia tsy ampy intsony ampiasain’ny mpian...
Ny fampialam-boly ankoatra ny fanabeazana sy ny fampahafantarana dia tanjon ny mpanoratra ihany koa ny hampiala voly ny mpihaino na mpamaky amin ny literatiora foroniny. Ilàna paikady araka izany ny famoronana mba hisarihana ny mpihaino ho liana sy hankafy ilay zavatra foronina. Eo amin ny fomba filazan-javatra sy ny f...
Tovana 3 ny mombamomba ireo mpampianatra nanaovana ny asa fikarohana.
Haingo 7 janoary 1995
Isan’ny mpizahatany taona malagasy sy vahiny 2016 10 564 2017 11 857 2018 12 579 fafana 2 maheno ny fitomboan ny isan ny mpizahantany ao amoron i mania loharano maison du tourisme ambositra
Nisy ireo dingana nolalovana tamin’ny fanatontosana ny asa. Tsy avy hatrany dia nivantana tany anaty kilasy izahay, fa nanatona ny tompona andraikitra sy ny mpampianatra mialoha, mba ho fangatahan-dalana hirotsaka an-tsehatra. Rehefa tontosa izany, dia niezaka izahay nanatrika fampianarana maro sy nanao andiam-panontan...
Fa ankoatra izany, miresaka ny zava-nisy sedrain’ny orinasa teto ihany koa ny gazety. Lahatsoratra iray no entinay eto izay mitondra ny lohateny hoe ny jiro milaza ny heviny momba ny fampiakarana ny jiro sy ny rano ataon’ny tompon’ andraikitra ny gazety eto ka hoy izy tsy tokony hasondrotra ny vidin- javatra maro mpila...
Ny polyptote
Ny joalan-karavoana, fanjavasoa anjoanina teo am-pisantarana ny refin’androntsika no rohin’ny aina emboka sy miora,
Dostie b. , randriamamonjy, rabenasolo, 1999. La filière manioc amortisseur oubblié des vulnérables antananarivo instat cornelluniversity usaid, p. 29p.
Eo anatrehan’izany àry, tsara raha fantarina aloha ny amin’ny atao hoe teny, ary ireo anjara asany eo amin’ny serasera. Horesahina ihany koa ny lanjan’ny fampiasana ny sary eo amin’ny serasera noho izy tsy afa-misaraka amin’ny asa fanaovan-gazety. Hanokanana toko manokana kosa ny mikasika ny gazety.
Ii iii maanjan malagasy indonezianina malagasy swahili malagasy i i i i, e, a, ai i i, a e e, i e e, a, i, u e e, a a a a a, i, u a a, e, i
Ny dina nifanekena- angamba?
Sintony aingana leitsy a! Faty koa roràna! Angaha ialahy tsy mba ho faty? Tena ilay faty vao avy nalevina heno maimbo be ity mitsonika ity. A ry mianjera eo ambonin-drainibozaka mihitsy ilay izy! Feno mihosina ny tenany! Hoa! Mitady hidegoba
Sokajio ireo fepetra maha olombelona sy izay toe-tsaina iatrehana izany hita soritra amin’ireto hevitra naroson’ny mpanoratra ireto. Fanasokajiana.
Nomen- drakoto pierre
Ny fotoana nis ehoany taona iray