text stringlengths 10 11k |
|---|
Sarintany 01 ny faritra itasy sy ny distrika telo mandrafitra azy sarintany 02 ny fampifandraisana ny fambolena sy ny fiompiana lisitry ny kisary |
Mampivaingana ny lesona ny vontoatin-desona tantaran’ny literatiora, dia fandinihana ireo loharano niteraka ny fivoaran’ireo firehan-kevitra nifandimby teo amin’ny literatiora ny fanomezana lahatsoratra ny mpianatra amin’ny fampitana io lesona io dia ahitany ny endriky ny literatiora tamin’ny vanim-potoana iray, sady m... |
Tovolahy katôlika avy ao atsinanana izay no tonga aty hitondra famonjena hidera an’i zezo |
Reniny ianao ange mpivavaka e! Miarova tena ianao tsy ho latsaka amin’ny memy fa zanak’andriamanitra nanaiky atao batemy |
Ianareo e ! |
Niaina nirina arthur 15 jona 2002 in tanan-dava |
6’ 7’ 8’ 9’ |
Norms norms ny fomba fandrindran-kevitra, ny fomba fanehoan-kevitra izay atao amin’ny endrika tsotra sy manaja ny olona iresahana. Ny fomba fanandaminana ny fandraisam-pitenenana na eo amin’ny olona iresahana na eo amin’ny samy mpanentana. Ny fihainoana ny hevitry ny hafa sy fanomezana ny fitenenana ho an’ny hafa. |
Ny velona ray aman-dreny dia mana-kanarina ihany fa itony kamboty indrisy! Ny hany hery tomany! |
Teny fampidirana |
Ravoajanahary ch . |
Kisendrasendra mamy ny nahitako anao tanatin’ny tomanin’ny fiaina-mankalao ilay tsiky iray niantefa ary koa nitaratra indray hariva irain’ny andro fahavaratra |
Raivo ianareo no nanao ny fifanarahana, ka inona no hidirako amin’izany. Ary iza koa izany tovolahy mahafatifaty anareo izany? Dadabe tsy mbola hitanay fa efa noresahin’i dady fotsiny hoe isan’ireo zanany. Maro izy ireo fa anjarantsika no misafidy. Raivo mihomehy maneso raharaha ity lehiretsy. Hay olona mbola tsy hita ... |
Nirhy-lanto |
Eto am’ tananàn’i fandriena a die maro ny mpanjaka madinika nisy na odidi a an’i fandriena. Ny tantaran’ny anakiray ’zany a die rainitanjaka. Io rainitanjaka io ’zany a no tantaraina tsotsotra. Izy a die lelahy avo ranja ana ary vavety, dia mampiady aomby ro fielamboliny, refa mivôka ny lapany izy 05 ’zany de hapiady a... |
Analyse des charges et des produits 2.1.1. Analyse des charges cette analyse est nécessaire non seulement pour détecter s’il y a des charges inutiles qui pèsent lourd dans l’exploitation de l’entreprise, mais aussi de savoir s’il y a des charges à améliorer dans l’entreprise. Les tableaux ci-après vont indiquer l’état ... |
Fitaovam-panihifana iray vita amin’ny rofia ny sihitra. Akora hita eto amintsika ny rofia fanamboarana azy. Raha hazavaina misimisy kokoa, ny vololon-drofia izay hakana rofia no ampiasaina. Esorina ny tahony miraikitra amin’ny raviny ka rariana ho lasa sihitra. Roa karazana ny sihitra dia ny kaoba141 sy ny sihidava142.... |
Ny teoria itondrana ny fanadihadiana |
Ny vontoatiny. 3.1.3.1. Ny fantina lahatsoratra. 3.1.3.2. Ny boky sy ny haifampianarana. 3.1.3.3. Ny tombana. |
Ny rn2 sy ny rncfm ii-4-ny fifandraisan-davitra ny fifandraisana am-pinday rehetra dia efa mahazo tsara any daholo telma , zain, orange |
O o v n a a o famerenana tsy nisy nisy |
Ii.1.2.1- ireo voly fanampiny |
Ambohidrapeto, 1 janoary 1954 |
Hita amin’ireo kisary telo ireo fa miaina anaty olana tsy mety tapitra ny mpandray anjara. Ireny anefa dia misarika ny mpamaky ho tafiditra ao anatin’ny tantara, hiara-hitaintaina amin’ny mpandray anjara, ary koa mety hitady vahaolana any an-tsainy. |
Randria ka ny renin ialahy isany mahatanty mifamaly aminy fa izaho ny zavatra ataoko aza manempotra ny volon-dohako, iny koa ve no hahafotsivolo tanora ahy na sanatria hanafohy ny andro iainako? Miteny aho ka raha tsy henoin-dry zalahy dia efa iny aho no mipà. Mihataka manko e. Ary aleo amin izay aho andeha ry izy dahy... |
Ny tenanao toa voninazo na ravaky ny nosy izao, 15- ka mba tandremo tsy halazo, vonoy irony fositra ao. Ny hanitrao no afafazo, hambabo ireo mpisotro ao |
Conception de la mort chez les malgaches in la révue de madagascar, 3ème année, n 9, pp 638-648. |
Tanjona kendrena dia ny ahatsapan’ny itenenana ny hasarobidin’ny fananana taranaka handimby rahatrizay. Ny matoanteny mitombo itsarana ny singa mpandrafitra noho izany dia entina manaporofo ny hasarobidin’ny fananan-janaka amin’ny itenenana. |
Fehiny ity fampiharana notontosainay ity dia nentina indrindra nisedrana sy nandrefesana ny fahombiazan’ny tolo-kevitra narosonay mikasika ny fanomanana lavitra ezaka tokony hotanterahin’ny mpampianatra rehefa hampianatra ny tsangan-kevitra ao amin’ny kilasy voalohany. Koa ambaranay etoana fa fahombiazana tokoa no hita... |
Tsy tontosa tokoa ny asa ataonay raha tsy nisy ireo fomba nentina nanatanteraka azy, toy ny fanatonana ny mpanoratra anaovana fanadihadiana. Nandritra ny fihaonana taminy voalohany no nanangonanay ny akoran-kevitra, sy nanombohanay nanao fanadihadiana ny momba azy avy hatrany. Ankoatra ny fanatonana ny mpanoratra mivan... |
Fafana 1 maneho ny distrika, kaominina, fokontany ao amoron i mania |
Haingo 13 novambra 1989 |
Classe de 1ère |
Ny fomba fanehoana ny hira teatraly eny an- tsehatra |
Fameno zoina toerana pt t e st am an e st ohatra manafina firavaka e ao amin an e ny boaty e ao i soa. Mitondra ny ny raiki-pohy hoe man-m a1 e st am an e s a2 e st a0 anafenan’i soa firavaka e ao amy an e ny boaty e ao . |
Fiai ana ka manahaka ahy satria aho de kohaka no aretiko koa enga anie mba hikohakohaka fotsiny ianareo de mba hatam-belo a ’zay ro angatahina fa fantatra miharihary fa ny eo ambony misy filohany ary ny eo ambany a tenina misy topon-diany die fatatra miharihary fa izao raharaha atrehitsika eto ’zao die misy fotony de a... |
Isa 1 3 10.71 |
Jean pierre durand, robert weil, sociologie contemporaine, paris, 2002, p 115 |
Momba ny bikabika ankapoben’ny boky amin’izay zavatra rehetra atao dia misy hatrany ny fenitra tiana hahatongavana. Ohatra, raha hanoratra boky ny olona iray, dia efa misy eritreretiny sahady mialoha ny hanoratany, toy ny hahazo vola, na ny ho tonga olo-malaza sns. Izay tanjona izay, dia manosika ny mpanoratra sy ireo ... |
Infrastructure capacité de production kw production annuelle kw ambatondrazaka ambatondrazaka centrale thermique 1425 4420085 |
Ireto fikambanana ireto dia manentana ny olona hampiasa ny fomba fandrindram-piterahana ara-boajanahary, ary ho azy ireo ny fanaovana izany dia miankina amin’ny fanapahan-kevitry ny mpivady. R ny fkt fivondronan’ny tokantrano kristianina fikambanana niorina teo anivon’ny finoana katôlika tamin’ny taona 1974. Misehatra ... |
Antanimena antananarivo. 176 tak. |
Soratana mazava tsara eo amin’ny sampana ny hevitra tsirairay, arindra tsara mba tsy hibahana manaraka an-tanan-tohatra mazava tsara, asiana laharana mazava tsara ary marihina manokana izay ilana izany atao anaty boribory na mahitsizoro mampiasa sary na loko samihafa hoenti-manaitra ny masontsaina, mba hahamora ny fije... |
Haingoan’ilay dobo izay maro mpaniry |
Sary3 k7 vhs |
Famintinana izay hita. Izany hoe, misy fizarana roa ny totoana fanabosesehana avy hatrany ao an- tsain’ny mpianatra ny angom- pahalalana ananan’ny mpampianatra. Izany hoe, nasesika tao an-tsain’ny mpianatra fotsiny ny fahalalana, fa tsy nisy fikarohana nataon’ny mpianatra. |
Haren-tsaina. Editions tsipika, antananarivo. 143p |
Mpanabe irery ihany no mandray anjara fa itarihana ny fampianarana ny endrika fifaneraserana ary manampy ny mpampianatra raha toa ka misy ny toe-javatra ilaina fanazavana. Manamafy izany ny famaritana tao amin’ny taona fahaefatra ny fampianarana, fifandraisana eo amin’ny mpianatra sy ny zavatra hanovozam-pahalalana ny ... |
Fa fihetsika tsy afa-misaraka amin’ny mpifankatia rehetra ary toa mandeha ho azy ny fifanolorana teny mamy sy safosafo, mba hikolokoloana ny fitiavana. Singa iray mampifaningotra azy ireny izany. Koa tsy mahagaga raha rima mifaningotra no nampiasaina hampitaina azy teny mamy, teny soa a miharo safosafo kely b eny tsy a... |
Manaraka ny lalàna izy eto amin ny endrika am-panovanana noho izy manana fara vanin-teny malemy ka manova ny renifeo-k h-. |
Fanontaniana hadihadio ny lahatsoratra, ka asongadino ny anjara toeran’ny anjara sy ny vintana eo amin’ny olombelona. |
Veloma farihy fitia vitam-bava, ’zay tsy hisento ny dina efa rava! Ho entiko hiala ny fo sy ny tava handositra ny aizina, fa tia ny mazava. |
Kilasy famaranana |
Sekoly ambony manofana ho mpampianatra eny amin’ny sekolim- panjakana lisea ny ecole normale superieure dimy taona ny faharetan’ny fiofanana, ka ao amin’ny taona fahadimy, izay famaranana ny fianarana dia misy ny fanatontosan’ny mpianatra asa fikarohana amin’ny alalan’ny famoaboasana lohahevitra iray. Amin’ny taranja m... |
Sami la même chose, pareil, du pareil au même samy sampai accrocher, suspendre sampy sampir accrocher, suspendre, étendre sampy sandhi articulation sandry saput couvrir légèrement, envelopper d’une couche très mince, voiler, estomper safotra sarak séparé, sevré saraka sarong, sarung, sarong vêtement sarona sarung étui,... |
Ireo baiboly sy asa fikarohana |
Vokatry ny olana ara-bola dia voafetra ihany ny lahatsoratra azo nangonina sy nandrafetana ny boky ii. Na dia betsaka koa aza ny gazety nahakasika ity vanim-potoana 1945-1960 ity dia tsy maintsy noferana ny gazety nokirakiraina noho ny ankamaroan’ireo gazety ireo tsy dia tena miompana amin’ny literatiora loatra ny anka... |
Tsy hivena, tsy hirona, n’ino-n’inona midona, hampikoy! Ka ny fosa, rahom-bava, tsy mba hisy haharava, ry tsy foy |
Rainibozaka rehefa tsy sitran’ny fingotra sy ireo evoka! Dia izay no azo atao sisa. |
Zany tsantanay fahiny teny mantsy no niraona toy ny antsan’ny anjely teny an-dembalemba moana |
Ramarolahy c. E. C. A. P. N 2015 |
Rainibozaka ras oary rainibozaka ras oary rainibozaka |
Sekoly arcade analakely. |
Manomana lesona foana ve ianao isaka ny mampianatra ? Eny tsia 2. Mahita fltaovana ampiasaina foana ve ianao rehefa manomana lesona 1 ll i tsia 3. Inona no fampiasanao ? Lahatsoratra boky tahirln-kevitra hafa toy 4. ; ; ; i ; ; lesona manontolo s. Haflrlana ny faharetan’izany fanomanana lzany ? F 6man. Drafitra takela-... |
Ras oary hum ! Izany ve rainibozaka tsy zavatra hafa mihitsy ity mahazo anao ity a ! Marina e ! Tsy hitako izay olona hiditra eo misasak’alina be izao. Ny trano mididy tsara daholo |
Tak.17, and.1, and.3, and.4 tak.18, and.5 |
Tsy karitra fa rehefa tsy mifamaly amin’ny tenany ny zanapeo i dia tsy nahitana voanteny mihoatra ny telo ny fifamaliany amin’ny zanapeo e, a, u, ai . |
Fahatsiarovan-dramavo vadiny ny bitsi-pitiavana nataon-drandria taminy, herintaona |
Approche quantitative et qualitative enquêtes auprès des jeunes artisans formé et placés professionnellement par le cfa au sein de l’asa ; enquêtes auprès des personnes responsables du cfa et de l’association asa; |
Manova dia miala amin’ny mahazatra, izay mahatonga ny fisarahana amin’ny loharano nipoirana 60 eny am-panombohan’ny asa dia efa tokony ho hita taratra izany mba tsy hampisy olana ny asa sahady, satria miankina amin’ny fanombohana ny fitohizan’ny asa, araka ny efa voalaza teo ambony. Ny kaominina tsy ambanivohitra tsy a... |
Nataony ho fahadisoana goavana ny mitsako alohan’ny vazana na dia amin’ny fandraisana sotro voalohany rehefa hihinana fotsiny aza. Hoy rampela jaomaria nilaza izany miara-misakafo ny mpianakavy amin’ny hariva. Ny efa manambady tsy misy mihinana ny vodivorona fa tsy maintsy aterina any amin-drangahy, izany hoe ny tafont... |
Toa toatoa toavina |
Voalohany, na dia mpanoratra mbola tanora dia tanora aza izy, dia tsapa kosa fa efa nanana traikefa tamin’ny fanoratana, satria efa nandritra ny 20 taona teo ho eo no nidirany teo amin’ny sehatry ny fanoratana sy ny zava- kanto. Manaraka izany, ireo asa sorany dia efa voasedra sy voasivana tamin’ny sehatra maro talohan... |
Tsy nataotao fahatany izao asa fikarohana izao, fa nisy ny dingana narahina nentina nanatanteraka azy. |
Ny fitiavana eo amin’ny olon-droa |
Masiaka amiko indray ange idada e ! Tsy avelany hiresadresaka aminao intsony aho ! Raha tratrany eto aho izao dia matiny! Noro! Hoy rabe ninehaneha. Izany tokoa ve? |
Fifaninanana fanoratana tantara foronina nampanaovin’ny akademia malagasy 1975 loka voalohany ivola, nosoratan’i andry andraina |
Ny resadresaka r karazana resaka nifanaovana tamin’ny olona nanaovana fanadihadiana sy ireo tantara maro isan-karazany tao amin’ny fiaraha-monin’ny tanànan’ambohimahavelona mba hitarafana ny fomba amam-panaon’ny mponina sy nyfomba amam-piheverany manoloana ny biby antsoina hoe do. |
Andry pilier, lah87, 28 01 1971 |
Rahoviana ny zaza no tsy hanganohano amin’izao hijaliany sy ikafiriany na rano isasany -na vary hokaliany |
Raha tonga ny fetin’i dada, ’ndreo fa atolotr’i neny miaraka ny arahaba sy ny akanjo iray ’zay omeny! |
La compétence discursive connaissance des moyens langagiers permettant de lier un contexte, à une situation de communication, à un type de discours |
Mora fantarina ireo fa mazàna lala-mamiratra sy migodana ; 15 ary ny vatsy ataoko am-babena dia ny fahaizana asiam-pahendrena. |
Indro eo an-tananareo ny anjambolana izay fampitana ny fanahy voarakitry ny soratr’i jacques prevert. Tsy dikan-teny mampita heviteny fotsiny fa fampitana ny fanahy voarakitry ny teny, ny sary ary feo raketiny, sy ny tontolony. Elie rajaonarison teny fanolorana, anjambolana 88 mamy olivier randrianjoanimanana, zedazeda... |
Lhive dorsoname |
Ny rima tsy feno na ny sary rima amin’ny maha-rima tsy feno azy, dia izay feo mitondra ny tsindry ihany no mitovy; araka ny ahitana azy ao amin’ny tononkalo fitadiavana va lah 42 hiantsinana ianao, raha toa hiala ety, ka tso-drano no ataoko hahatomombana ny dia b. Ny rima feno antsoina kosa, hoe rima feno ny rima raha ... |
Malo momba ny ompa razana fanevatevana ny maty |
Hafa firenena. Izy telo ireo mantsy no tsapanay fa mibahan-toerana indrindra ao amin’ireo vondrona ambara teo am-pelatanana. |
Chalvidan, les droits del’homme, édition armand colin, paris, 1995, tak 66 toute personne a droit au libre choix de son travail, l’esclavage et la traite des esclaves sont intérdits sous toutes leurs formes 57 p. Courbe, droit de la famille, armand colin, paris, 1997, tak 79 la communauté de vie peut être source de dro... |
Ii- tantara ririnina sy lohataona |
Na ny isata anaomby, na ny mpanjaka isan-tanàna dia samy manana lefitra tsirairay avy izay antsoina hoe tovoho troky samihafa ary mifanaraka ara-pizokiana no ivoahan’ny mpanjaka sy ny tovoho, raha ao andranovolo atsinanana. Ohatra ao amin’ny antevohitrevo 1 troky fahefatra no misy an’andriamatoa clairon françois mpanja... |
Avant- propos |
Oswald ducrot op. Cit. , tak. 27 tout nom entendant par là des expressions de forme très diverse, comme pierre, ce livre, l’étoille du soir est destiné à designer un référent, un objet de la réalité distinct de lui. Mais il ne désigne cet objet qu’en donnant une certaine description. C’est cette description, au moyen d... |
Mija has ina |
Ny fampandrosoana ny maha olona dia fototra iray lehibe ilafihan’ny fampandrosoana rehetra. Ny fanahy no mahaolona , hoy ny fomba fiteny. Misy heviny roa ny hoe fanahy andaniny, araka ny fiheverana malagasy izay midika ho toetra ka nahatonga ny hoe, tsara toetra izay mifanohitra amin’ny ratsy toetra. Izany hoe, ny faha... |
Encarta 2008 |
Andriamanitra maro na mino andriamanitra tokana. Koa ilaina fantarina tsara ny fiaraha-monina iray fa tsy maminavina fotsiny. Tsikera azo lazaina tamin’ny fandalinan’i tylor io ny tsy fandinihana ny anjara toeran’ny fiarahamonina. Teo koa ny fanasokajiana ho lehibe sy tsy lehibe ny finoana nisy maneran-tany koa dia nah... |
Distrika 1 2 3 4 5 6 ambositra 0 4 15 3 1 7 ambatofinandrahana 0 0 6 1 1 2 manandriana 0 0 0 0 0 0 fandriana 0 0 15 1 1 4 amoron’i mania 0 4 36 5 3 13 loharano monographie de la région centre- est 2001 |
Singa fototra ao amin’ny olona izay mifamatotra amin’ny fanahy vatana, saina, eritreritra, hevitra. |
Raha tsy teo ianao, ry teniko, tsy ho nanoratra ny peniko fa dia fitaovam-panoratana tsy afako hanandratana ny fiteny malagasy tao anaty taratasy! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.