text
stringlengths
10
11k
Ny akon ny fambolena nentim-paharazana
Ny olana nosetraina isan’ny olana nosetrainay tamin’ny fanatanterahana izao asa fikarohana izao ny tsy fahampian’ny tahirin-kevitra mahakasika mpanoratra ny tantara foronina nosafidianay. Efa maty raha teo moa ity mpanoratra ity ka somary nanano sarotra ny namantatra izay tena fomba fijeriny manoloana ny asa soratra na...
Mahatsiaro ho resy tanteraka izy osa , izany hoe, malemy tsy mahefa na inona na inona, ka mitanondrika sisa no ataony.
Antananarivo,
Ny fahaizana manavaka ny tsara sy ny ratsy, ny mety hamono sy hamelona
Aza manao miaramila be nify ka tsy mandalo katsa-maina aza manary tena tsy vazan-tsinona ka homan-katsa-maina aza manao fahandroan-kena miurakotra ka toa inona ihany tonga ranaotra vao lany ny laoka ataovy alahelon’omby ka sady mimà no miraoka fa ny alahelo tsy efan-joretra ny fo tsy aritra no vanona, ny ody fiaretana ...
Ny maha olona azo andikana ny maha olona ny maha izy azy sy ny toetra amam-pomba ananany. Ny malagasy dia mametraka fa ny fanahy no maha olona ; mahakasika ny fitondran-tena, ny herim-po sy ny herin-tsaina ananan’ny olona ka mahatonga azy hahaleo tena amin’ny fiainana samihafa, tsy ho tonga mpiankin-doha14. Ny maha olo...
Hoenti-mandresy lahatra ny olona mihaino azy. Mbola hita soritra ao amin’ny tononkalony koa io fampiasany ohabolana io. Fa ny ilazanay hoe endri-pehezanteny mampiavaka ny mpanoratra, dia noho ny fampiasany ireo ohabolana ireo amin’ny endriny tsy dia andrasana, satria indraindray misy anesorany; indraindray misy ampifam...
Ny dadatoany, ny dadabeny dia milobaka maivana avokoa , ary samy vitan’ny kapa amin’izao. V. A. Tak31 ? Tena mafana any an-toerana, iny faritra avaratra andrefana iny dia fantatra amin’ny hafanana.
Amin’ny teny indonezianina, afaka maneho ny tokana sy ny maro ny endrika mpanondro iray arakaraka ny anarana faritany no ahafantarana raha tokana na maro ny zavatra tondroina. Ohatra pelaut itu io mpiantsambo io ’ tokana , pelaut-pelaut itu ireo mpiantsambo ireo maro .
Ny fahasamihafana teo amin’ny lafiny fampianarana ny zana-taranja riba kilasy voalohany toy ny teo aloha ihany dia misy koa ny tsy fitoviana eo amin’ireo lycée roa ireo eo amin’ny lafiny fampianarana ny riba kilasy voalohany. Antony maro no mahatonga izany ka eo aloha ny mpampianatra sy ny fomba fampianarany, eo ihany ...
Ny zana-peo tsotra amin’ny tsinjara toerana i1
Fanazarana 2 lahatsoratra samy manana aina r. P. A. Rahajarizafy, filôzôfia malagasy, tak 50-52
Ekenay fa efa nisy ireo mpahaiteny nandalina ny laza masaka teo aloha. Teo amin’ny sehatry ny rhétorique sy ny stylistique no nanompanan’izy ireo ny fanadihadiana nataony. Ankehitriny anefa dia hita taratra ny firimorimon’ny fandrosoana sy ny fivoaran’ny fikarohana. Misongadina izany eo amin’ny fikarohana momba ny teny...
Hay ka lainga be no reko, raha izy ireo nilaza fa tsy ho ela dia ho avy ny fandrosoana nandrandraina
Eritrereto zareo, aoka hianatra izao, ny nenina anie ka mandatsa, voavela ny helokao, matoria amim-piadanana.
Sary 5 ny tranon’ny ben’ny tanàna sady toeram-pitsaboana tsy miankina
Araka ireo ohatra voatanisa ireo dia mety ho samy hafa ny fiteny ampiasain’ny olona anehoana ny fitiavana fa izany dia miankina indrindra amin’izay zavatra tsapany ao anatiny ao. Misy io fitiavana io mahery vaika be ka misy ny tsy mahazaka azy dia lasa marary, ng ma. Ny ankabeazan’ny olona dia mahatsapa azy ka na dia m...
Teny savily fampifanoheran- kevitra
Mitadiava olona hitondra azy fa ny asa tsy azo ajanona!
En littérature -2009 doctorat en littérature.
Ao amin’ny fokontany ambohitrinibe i, izay renivohitry ny kaominina ambanivohitra ambohitrandriamanitra no ahitana karazana sekoly be indrindra, dia ny
Ces tests ont consisté essentiellement à vérifier l’existence de bons de commande ; l’élaboration des pv de réception de bon de commande ; la certification des bons de commande ; l’existence de bordereaux de livraison ; le visa et la signature des bordereaux de livraison ; le paiement des factures ; l’imputation et la ...
Ny nampiharan’ny tantsaha ireo tekinika 2 ireo amin’ny ankapobeny araka ny nambaran’ny tantsaha sy ireo tekinisianina, dia ny fampiarahana ny voly amin’ny rakotra velona fihinana no tena nampiharin’ny tantsaha, satria sady ananany ny masomboly, ary tsy ilàna fikarakarana betsaka no tsy dia mandany vola. Ohatra, ny vary...
Sarin-tany 7 fitsinjarana ny tany misy harena an-kibon’ny tany nahazo halàlana ao amin’ny faritr’alaotra mangoro
Ny fanovana anarana dia sarinteny ampifanoloana toerana zavatra roa samy hafa, saingy misy ifandraisany na eo amin’ny atiny sy ny fisiana, na eo amin’ny antony sy ny vokany, ary mety ho fifandraisana miaty izany. Ny fanehoan-kevitra no mifintina ao amin’ny fanovana anarana fa ny angolan-kevitra sy ny fihetseham-po amba...
Famolavolana fandaharam-pianarana
Mamy fo velona, tsy mandainga na oviana na oviana, ny tsy mihatsaravelatsihy, ny maotina raha ireo rehetra ireo no voaraka tsara ka tanarahana tandremana amin’ny atao rehetra sy ny fanatonany matetika ny sakramenta mandra-pahaleovany tena na hiditra ho relijiozy izy na hanan-tokantrano dia tsy maintsy hisy olo-masina m...
Mitsirika ireo anton-javatra iankinan’ny fahombiazan’ny tetikasa ka mametraka ireo ho petrakolana, na voina; manome fototra ahafahana manara-maso ireo asa vita sy ny vokatra azo koa ny fampiasana ny fafana cadre logique ary tahirin-kevitra voafintina azon’ireo mpandray anjara rehetra fokonolona, mpitantana isan’ambarat...
Eduquer les familles sur la planification familiale, l’hygiène, la gestion du budget familial et les biens communs constat sur le plan hygiène et santé la famille ne respecte pas la condition d’hygiène et la propreté. La cause n’est pas par ignorance, mais c’est la manifestation extérieure de la souffrance due à la pau...
Hoy i roy claude ny tantara foronina dia mitantara ireo andro izay nitrangan’ny fahamarinana 23 araka ny hita ao amin’ny rakibolana pluridictionnaire larousse ny tantara foronina dia asa soratra foronin’ny saina, ka ny fitantarana zotram-piainana samihafa, ny fanadihadiana fomba amam-panao no tena mahaliana ao 24.
Natahotra mafy i sahondra nony fantatr ireo ray aman-dreniny izany. Tsy sahy nifanatri-tava tamin ireo ankohonany akory izy, sady tsy nihinan-kanina tsy sahy nitranga teo am-pisakafoana akory i sahondra ny antoandron io niantso azy i rainy sy i reniny nony alina alohan ny hatoriana. Nahatsiaro noana izy tamin izay kane...
Ireo singa mandrafitra ny tantara
Botsaiky, sambatra, 10 maritsa 2008, ton.90, tak 96, boky i 261 miara, inspiraka ririnina, 5 aogositra 2006, ton.15, tak 21, boky i
Kio! , hoy ireto vorona kely toa noana mafy ery, ka nomen’ingahy ngereza fotsimbary izay notaperin’ireo avy hatrany. Avia ianareo anaka! Avia fa hozaraiko aminareo ireto vorona tsara tarehy ireto , hoy ingahy ngereza ho anao, ry mahery, zanako lahimatoa, atolotro anao ny vorona mangamanga ka anjaranao ny mikolokolo azy...
Ambarany fa mierinerina ny toerana misy azy ireo eto iarivo. Izany hoe ambony manana toerana avo eo amin’ny sehatry ny teatra malagasy izy. Na dia misy olona tsy tia sy mankahala azy aza, dia tsy maintsy manopy maso azy noho ny fahamboniany. Tsy inona izany, fa ny lazany. Tsy latsa-danja amin’izany ny fampahafantaran’a...
No koa maty vanja ny vavam-bahoaka rehefa ny lainga no vaky bantsilana 25 sy mihanjahanja tsy afa-mihilana.
Tsy famantarana ny fandrosoan’ny firenena fotsiny, fa taratry ny fiainan’ny olombelona mihitsy ny literatiora. Izany hoe ireo zavamisy eo amin’ny fiarahamonina ireo no tanteriny sy raketiny an-tsoratra ka nahazona sora-kanto. Mifandray amin’izany ny voalazan’i rado manao hoe taratry ny fo sy fisainan’ny olombelona no r...
Ty hantsam-botonao solafaka eo ny hery ka potraka izy izao anaty rano irery.
Donak’afo amindroana amin’ny andro mahaory dia ilay ray manohana aina mihary, mamory
Efa nanao izany ny mpanjaka nalaza ho hendry sy nahay nitondra fanjakana teto madagasikara dia andrianampoinimerina fahiny araka ny tatitra nataon’i r. P. Callet ao amin’ny tantara ny andriana. Nozarainy tamin’ny ambaniandro ny lemak’i betsimitatatra mba hamokarany handresena ny mosary. Nasainy nandoa hetra isam-pangad...
Manjakandriana ambatomanga
Tovana laharana 1 ny rijam-panontaniana novalian’ny mpianatra 61 ifotoran’ny fandinihana
Nefaravelo a 90
Ve dia tsy azo lavina ?
Résumé du rapport mondial de suivi sur l’éducation, rendre des comptes en matière d’éducation tenir nos engagements , unesco, 2017 6courrier de l’éducation nationale numéro spécial recueil des acteurs de l’éducation au développement durable au luxembourg , septembre 2012, page 03 7 van zanten agnès, les politiques de l...
Dia fomba fijery vao nentin’ny fivavahana kristianina.
Zava-dehibe ho an’ny tantsaha tokoa ny nisian’ity tetika asa ity noho izy tafidiny hatreny amin’ny ambaratonga farany ambany amin’ny rafi-panjakana dia ny fokontany. Mivezivezy any amin’ny tantsaha any izy ary mampita aminy ny tokony hataony manoloana ireo sakafo maro ananany, nefa tsy mbola ao an-tsainy akory ny hanod...
Taty aoriana, nisalasala ny rain’i sonia teo am-pilazana ny hafatra avy amin-janany noho ny tsy fahatokisany an’i andry sy i camalo.
Vavolombelon’i jehovah 1998 50
Lalan-tsaina
Ny literatiora ny literatiora aminrny ankapobeny
Ireo jiolahy manam-pahaizana
Ny lazaina hoe toe-javatra miseho ankolaka dia hita taratra amin’ny voambolana izay ampiasaina’ny mpanoratra izay maneho fandrahonana hanao herisetra na famonoana mihitsy. Milaza izany ny tantara manao hoe raleka raha miantsoantso eo koa ianao dia taperinay ny ainao. Tak.14
Ny roman d’espionnage frantsay nitondra akony teo amin’ny literatiora frantsay ny fisian’ny re. Ambara mandritra ny famakafakana ny tantaran’ny re frantsay, ny faharetany, ny loharano nipoiran’ny re frantsay, ary hotanisaina eto ihany koa ny santionany amin’ireo mpanoratra re frantsay sy ny asa sorany.
Fanondroan-takila i 0. Teny fampidirana 1 0.1. Ny votoatin’ny asa 1 0.2. Ny anton’ny safidy 1 0.3. Ny zava-kendrena amin’ny asa fikarohana. 1 0.4. Ny fomba fandinika nampiasaina. 2 0.5. Ny olana sy ny vahaolana. 2 0.5.1. Ny olana. 3 0.5.2. Ny vahaolana. 3 0.6. Ny fetran’ny asa fikarohana. 3 0.7. Ny drafitra nitondrana ...
Sarin’i lila ratsifandrihamanana
Introduction de la deuxieme partie
Vao nifoha dia efa nanangan-tsaina i robena v. A. Tak172 ? Izany dia milaza fa efa manakaiky ny fetim-pirenena.
Adam, 1992, tak. 154 le texte dialogal peut être défini comme une structure hiérarchisée de séquences appelées généralement échanges deux types de séquences doivent être distinguées les séquences phatiques d’ouverture et de clôture, les séquences transactionnelles constituant le corps de l’interaction 120 adam, op. Cit...
Mila fiarovana ny fiarahamonina. Ny kendrena amin’ny fampanjakana ny rariny dia ny hisian’ny filaminana ao amin’io fiarahamonina io. Koa mba hitandroana izany dia tsy azo atao ny mirona amina firehana izatsy na izaroa. Fomba fijery tokana no tsy maintsy ananana dia izay mifanandrify amin’ny heverin’ny fiarahamonina ho ...
Valin-teny tsy mifantoka ny ankamaroan’ny mpianatra
Saingy nitia aho ka tsy nojerena saingy niangavy aho ka tsy nekena saingy mavomavo aho ka noharatsiana niantso aho nefa tsy novaliana.
Rajaona, takelaka notsongaina ii, ambozontany fianarantsoa, 1969, tak 22 108 jp sartre, qu’est ce que la litterature, edition gallimard, collection idées, paris 1948, tak 62, ecrire c’est faire appel au lecteur pour qu’il fasse passer à l’existance objective du dévoilement que j’ai entrepris par le moyen du langage 109...
Ny tantaran’ny literatiora malagasy; ny vanim-potoana ankehitriny.
Zk tohin ny saina efa ananan ny olona ny fanahy
Aok’izay ny ranomaso fa ineny anie jereo miran’endrika aok’izany fa afak’ady sy toreo.
Sehatra iarahan’ny tsirairay amin’ny mpiara-belona aminy ny fiarahamonina. Tsy zakan’ny malagasy mihitsy izany hoe mitoka-monina izany. Hany ka mitady hevitra hatrany izy hanatsarana ny fifandraisany amin’ny hafa. Isan’ny noforonina tamin’izany ny tsangan-kevitra marina, rariny, hitsiny izay mitàna anjara toerana lehib...
Le remède au mélancolique c’est la musique et la beauté a. De musset ’zay singana irery an-dakira mila ho kivin’ny zava-manjo no ho rotsirotsiko amin-kira tsy handairan’ny famoizampo
La fonction formative ny voambolana évaluation formative dia nampidirin’i scriven tao amin’ny boky un article à propos des moyens d’enseignement tamin’ny 1967, avy eo dia noraisin’i bloom sy ny mpiara-miasa taminy tao amin’ny asan’izy ireo mikasika ny tombana tamin’ny 1971.
Fafana 23 ny olana atrehin’ny mpianatra amin’ny famakafakan-kevitra
Ras o ary andr iaman itr a o! F. Fa? Aaaah kiaka lava be 22
Ireo sekoly nampianaran’i nalisoa ravalitera
Dikan-teny
Ny fisarahan-toerana misy fotoana iaraha-mitoetra na ifanakaikezan’ny toerana misy ny mpifankatia, nefa ao koa ny andro sy ny ora anasarahan’ny elanelan-tany azy ireny. Tsy vitsy olon-droa no tratran’izany, noho ny antony maro samihafa. Ohatra amin’ireny ny hita ao amin’ny sombin-tantara iray nosoratan-dramangamalefaka...
Hiaina amin’ny tsy fahafahana lava eo. Mitaona ny olona hanana fahasahiana àry ny mpanoratra, ary koa mba tsy hiandriandry intsony fa avy dia hitolona. Hoy izy hararaoty, ry sakaiza, ny andro maraina andraisana angady hirotsahana an-tsaha alaviro ny fihetsiky ny olo-malaina; ny andraso, andraso ! Tsy ahavitan-draharaha...
Ohatra 2 tononkalon-drandja zanamihoatra, rtaratasy sy laokar, in vanaifo tononkira rany raoba mianakavy, am-pita lavitra tsy tazana izay mifindra monina ela, nahafoy ny tanindrazana manahoana ihany horaho, inona e! Ny vaovao fa izahay rehetra aty salama tsara hatrizao
Valiha atolotro ho an’ireo mpanangana ny gazety valiha
Zafikely 2 aza fady dadabe , raha hoe ny azy foana no nanjaka hatramin’izay, moa ve ankehitriny na mpitondra na vahoaka, tsy voaziogan’ny vahiny ?
Henoy, ry malagasy, henoy fa misy antso,
Valavato, fasana 35 valovontaky, mifangaro 18 va a, vorompotsy 104 vinda, zava-maniry 7 vondro, zava-maniry 7 vaveako, zanaka aman-jafy 95 volohazo, tapa-kazo atao fanafody 74 vorindrano, rano mandrovy hoatran’ny vorin-tsavony 102 vorombe, tromba 41
Ny anton’ny safidy
Kolontsaina misy ary iainan’ny mponina ao antananambo; kolontsaina manandratra ny fiombonana; kolontsaina, satria misy fisainana sy fihevitra ary rindran-dalàna maro no ampitaina amin’ny taranaka amin’ny alalan’ny malo.
Koa ’ndeha re sakaiza ’ndeha hampiombon-tohana ho kiady fiarovana.
Ny fampiasana ny fiheverana iombonana ny tiana ho lazaina amin’ny hoe fampiasana ny fiheverana iombonana dia ny fanohanan-kevitra amin’ny alalan’ny ohabolana sy oha-pitenenana mirakitra kolontsaim-piarahamonina. Fomba iray efa nahazatra hatry ny ela izy ity rehefa maneho hevitra ary azo lazaina fa iombonan’izao tontolo...
Ny ratsy tsy miala amin’ny lalana hombana vao miha-mihazakazaka hanao fahotana toa tsy misy andriamanitra, satria dia tsy reny dia ezahiny haringana ny fireneny ny malemy sy osa ampihorohorony ny mitrongy vao homana esoesoiny mitady ny fomba ahafaha-misoloky mba hanabotriana ny olo-mahatoky fa mangina andriamanitra eny...
Rehefa tafajotso ny mpanjaka dia atomboka amin’izay ny sakafo ary tsy miakatra eny ambony ondambody intsony fa mipetraka ambany amin’izay ary afaka mihetsiketsika sy miara-mikorana amin’ny rehetra.
Noho ny fampandrian-tany natao tany antsihanaka dia nisy vazaha nitoby tao marovato. Maro ny fihetsika amam-pitondran-tenan’ireo vazaha ireo nampitondra faisana ny tanàna izay nampandriany ary indrindra ny tao marovato. Ireo izay fa ho avy ny vazaha dia nitsoaka niala ny tanànany fa ny fananan’izy ireo kosa rehefa tong...
Tiako nefa t92 71 ny fiainako mafaitra, ny fiferotana aina, ny adiko tsy laitra, ny ngidy tsy hay zakaina, tsy tiako hiainanao.
Teny miverin-droa
Ity fampianarana ity dia voasokajy ho ao anatin’ireo endri-pampianarana tranainy. Azo lazaina fa efa nilaozan’ny toetr’andro ny fampianarana tolotra. Raha ny pedagôjia ankehitriny mantsy dia maneho fa ilaina dia ilaina tokoa ny fandraisana anjara avy amin’ny mpianatra mandritra ny fampianarana.
Mpianatra roa hatrany koa no voamarika ho nandray anjara fitenenana tamin’ireo mpianatra teny an-toerana; na izy ireo manontany izay zavatra tsy azony, na naneho ihany koa ny heviny mikasika izay voalazan’ny sokajy. Ny ambiny manao zavatra hafa nitabataba, natory, ary nihaino sy mijery izay ataon’ny sokajy fotsiny. Ara...
Rojo tena faly aho izany ry mama a!
Taminy sy ny ezaka efa nataony ary ny soso-kevitra katsahiny eo anatrehan’ny mpimalo izy amin’ny fotoanan’ny malo.
Tsy avona anefa tsy akory tsy fampitambazana koa fa misy mba manorisory ka aza manody ny voa! Fa zary mangidy ny miaina ny patsa iray dia tsy telina rehefa sorena ny saina ny hary avy no mampanenina! !
Izay ny momba ny fijerena ankapobeny momba ny fampianarana tekinika sy ireo sekoly nojerena manokana, fa hiroso lalindalina kokoa amin’ny fanadihadiana, ka ny zava-misy mahakasika ny fampianarana ny taranja malagasy eny amin’ny sekoly tekinika indray no hanohizana izao voka-pikarohana izao.
Ecole régionale tao mantasoa.
Iii-ny anjara asan’ny literatiora am-bava, ny fiheverana azy, ny fivoarany 3-1-ny anjara asan’ny literatiora am-bava tarafina amin’ny rango
Mitsonika aminao, ty foko lasanao lala ô.
Tiako avokoa tiako loatra ny zava-boahary, mitory amiko izao ’rony lokony ao am-poko izy ireo vita sary tsy avahako koa irony fokony.