text stringlengths 10 11k |
|---|
Résultats obtenus auprès des deux epp par rapport au canevas obtenu, cette sous-section consiste à vérifier et à analyser les éléments nécessaires à la fonctionnalité et à l’opérationnalité de la feffi dans le domaine de la bonne gouvernance ainsi que ses impacts au niveau de l’école. Les résultats des enquêtes font l’... |
Samuel andrianarivony vaovao frantsay malagasy t-55, lah-2704, 21 01 1949 |
Boky i tak 63 |
Fety michel, 1975 nahoana no avondrona ho fokonolona isika ? In ny fiombonana, edisiona salohy, 78p |
Onjam-pilafila, tantara foronina faharoa navoaky ny faribolana i-p. A |
Madame ranaivozanany sahondra, maître de conférences, enseignant chercheur au centre d’etudes et de recherche en langue et lettres françaises à l’ecole normale supérieure d’antananarivo. |
Manontolo. Mahasahana lafin-javatra maro ny fironan-tsaina ary mitondra ho amin’ ny fijery vaovao eo amin’ny fiarahamonina sy ny olombelona ary ny tontolo manodidina azy31. 1-2-1-2 maro ny mpivohy |
Fahaizana manohana sy manaporofo hevitra |
Loharano projet d’assainissement et de developpement pour le fokontany d’amboditsiry |
Teny famaranana |
Sary 8 ny akoho gasy mikarenjy, sary nalain’ny tenanay, desambra 2015 loharano rabemanantsoa luc n f |
Tsy anavahana taona sombin-tantara; lahatsoratra. 75 3.2. Ireo asa soratry ny mamatonalina mifandray mivantana amin’ny fiainam- piarahamonina |
Loharanon-kevitra velonjanahary darhelle |
Ny hafatrafatra sy ny dinidinika navelan-drazezo tamin’ireo apôsitôly sy ny dimbiny. Voasoratra amin’ny evanjely, sy voatahiry tsara amin’ny boky masina |
Fomba fampianarana manome vahana ny mpampianatra ity fomba fampianarana ity antsoina koa hoe fomba fampianarana tranainy na fomba fampianarana tolotra izay manome lanja ny fifandraisana eo amin’ny mpampianatra sy ny fahalalana. Tsy hahitana firy ny fandraisana anjaran’ny mpianatra izy fa kosa manome vahana tanteraka ny... |
Stylistique génétique andinihana ireo fomba fanehoan-kevitra manokan’ny mpanoratra iray na andiana mpanoratra ka ny safidin’izy ireo dia miankina betsaka amin’ny kolotsaina sy ny fomba fijery ary ny toetrany2. Aseho amin’ity fomba fandinika ity ny fomba fanehoan-kevitra miainga amin’ny karazan-tsarinteny ampiasain’ny m... |
Ny sakafo vahiny eto no ampifamatorina amin’ny fiadanana sy haja. Hevitra tsy mifandray akory kanefa ahafahana mandresy lahatra manan-danja ary zava- dehibe tokoa ny avy any ivelany rehefa raiki-tapisaka ny fampiasana azy eo amin’ny andavanandro. |
Johary fa inona fotsiny basy no nahatonga azy nandeha izao vao tena tsapako fa i landy no tena tia naka ny teny hoe basy dia midika hoe izany fa nataony tamin’ny fiteny sakalava mba hanehoana fa avy any ny mpiteny. Toa izany koa ny hoe naka izay midika hoe ahy. Nampidirina tao koa ireo mba heontina misintona ny sain’ny... |
Zany nijerena anao tamin’ny bika misongadina 10 maradondradona fandihy, misandrahaka fandadina misy azy ery ny felana mamiratra eo an-kandrinao! |
Manoritsoritra ny endrika sy ny vontoatin’ny asa soratra novokarina tamin’ny vanim-potoana 1930- 1945; |
Ny lalànan’ny fampikaonan-dresaka ao amin’ ny marina no hototorana |
Mandray anjara ihany koa ny sekoly rehefa misy fifaninanana atao amin’ny sekoly hafa, toy ny hetsika ara-panatanjahan-tena, ara-kolontsaina fa mba manao ahoana kosa indray ny momba ny fikambanana misy ao amin’ity sekoly ity? |
Tsapa avy amin’izay rehetra izay ny maha zava-dehibe ny fomba famoahana hevitra. Miankina tanteraka amin’izany mantsy ny mahakanto ny famelabelarana. Niniana tsy nomena ny porofon-kevitra, satria tsy manana olana amin’ny famoahana porofo ireto mpianatra ireto. Ny olany dia ny fomba fitadidiana ny porofon-kevitra sy ny ... |
Amintsika izay mitantana isaka ny ambaratonga, maro ve no azo toky hanan- kevitra hampisonga ity tanintsika ity, ka hanolotra ny kantony tsy hiaingitra fa hoe sao dia folaka an dantony! ? |
Fa eo ihany koa ny fehezanteny bingo, izany hoe tsy mirafitra araka ny tokony ho izy, tsy tonga volana. Santionany azo raisina amin’izany ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe 2003 2004 be no vita, tsy mbola tratra ny tanjona ao amin’ny lakroa, tamin’ny 11 zanvier 2004 lah. 3352, t. 1 corpus be ny asa vita. Tsy mbol... |
La dernière partie de nos recherches concerne les liens entre roman et l’ histoire nationale. Par ce fait, nous avons pu constater que les romans réprésentent une forme spécifique et solide de la société |
Matsiranoka rano |
Naverimberina novakina ny boky ramose. Nanampy izany ny fanangonana hevitra tamin’ireo boky sy tahirin-kevitra samihafa. Novakina ihany koa ny asan’ireo zoky teo aloha, sy nanontany olona samihafa ary nifampiresaka tamin’ny mpampianatra mpitarika anay tamin’izao asa izao. |
Jereo ny tovana laharana 07 grille d’analyse des comportements des élèves selon crahay et marcel delhax |
Firaisana iray amin’ny firaisana 10 ao amin’ny distrika manandriana, ambohimahazo. Toerana manana ny tantarany sy ny niandohany ary ahitana mponina 10.898. Betsileo ny 95 ny mponina ary vehivavy ny antsasaky ny mponina mahery 57,7 eo amin’ny lafiny fihariana dia saika ny fambolena sy fiompiana no ifotoran’ny mponina iz... |
Tak.2 48 ibid n 47, tak24 |
Boky malagasy fandaharam-pianarana |
Amin’ny ankapobeny ny asa soratr’i asiniony dia malala-drafitra. Tsy mba voafehifehin’ny rima toa an-dry dox, ny avana ramanantoanina, samuel ratany izy. Rehefa mibosesika kosa ny aingam-panahiny dia mipoitra eny ho eny ihany ny rima. Misy karazany roa ny laharam-pisehoan’ny rima hita ao amin’ny asa soratr’i asiniony. ... |
Sary5 tongasoa ilay nokakerin’alika, sady matetika misy malo mikasika azy fona loharano ny mpikaroka |
Dina mba tsy rariny kosa ry pasy a! Vao mikatona ve ny varavaram-pasana, dia efa fitakiana sahady no dradrain’ilay maivan-doha io? Ka no tsy notazonina ihany ny vava tany amin’ny hôpitaly hojereko! Vero tsy mila resa-be avy aminao aho ry dina a! Rehefa tsy hanatitra ianao, dia ho hitanao, fa huissier mihitsy no hirahik... |
Fiafaran’ny raharaha |
Solofon’ ireo nahavita, hono hoe, vololon’ireo nahefa aza mandany andro amin’izay tsy ho inona fa ny lasa tsy mba miverina, ny andro very tsy mba mifody. |
Ry olombelona ny andro, ora mifanjohy, dia miasa mifanolosolo, ny taona hiainanao dia fohy fa raha be dia valo-polo. |
Amin’izany ? Ndeha àry aloha ireo no hovahavahana miandalana mba hahafahana mijery ny fisehony ao amin’ny gazety malagasy. |
Sisasisan’olona sarotra navalona ny sisanao ry rova! Sisan’hadalana tanaty fo mafana no nandoroana anao dia rindrina eny sisa! No hany sahy nanisa ny taona niainanao tokonam-babangoana lavo andry nijoroana no sisa, isaloranao fa sisasisam-bato sisa mba tavela ô! Ny foko no onena. |
De mangina ! Aoka ihany aoka ianao ts’hahita foana, aoka ianao tsy hahatsapa, aoka ianao tsy hahalala aoka ihany izany ho anay ! Ny tsy fisiana mba ho anay ! ! |
Ny fijerena ny vanim-potoana niainan’ny mpanoratra sy ny nanoratany ilay asa soratra no tiana hambara eto amin’ny hoe fotoanan’ny mpanoratra. Ampifandraisina amin’ny tantaram-piarahamonina izany, na eo anivon’ny tantaran’ny literatiora. Marihina ihany koa na mifanaraka amin’ny taonan’ny mpanoratra ny taonan’ny mpandray... |
Ao an-dakilasy sy ao amin’ny faritry ny sekoly |
Adiresy az 78 kii anosizato andrefana, antananarivo atsimondrano |
Tsoa-kevitra nezahina navoitra tato amin’ity fizarana lehibe faharoa ity ny toetoetra maha-literatiora ny asa soratra, izay vokatra iray lehibe niharan’ny lafika tokana olombelona tao amin’ny asa soratry ny mpanoratra. Tao anatina toko telo lehibe no nanatanterahana izany, ka ny toko voalohany dia nijerena ny famaritan... |
Naharitra elaela ihany ny fampijaliana efa ho rendrika torana ilay zalahy vao navelan’izy roalahy naka aina kely aloha, dia lasa indray ny tery vay manta. Nivalo ilay zalahy nony farany ary nanomboka nidradradradra, vonona hitantara ny fiainany rehetra vh tak 57. |
Famintinana |
Ny hanina hohanina, ny lamba tinafy, ny adidy isan-karazany raha tsy misy io dia miongana ny vilany , mandry fotsy ny kibo. Azo ambara izany fa ankohonana mitrongy vao homana no tena hevitra tian’ny mpanoratra aseho, ary hatramin’ny ankizy madinika aza mandray anjara amin’izany fivelomana izany satria nivelomanay , iza... |
Mpianatra tononkalo |
Jj rabearivelo, gazety tsara hafatra, 27 janoary 1927 |
Amin’io fizarana io no nanolarana ny kaominina ambanivohitra andramasina sy ny zava-misy ao aminy. Ireto avy no resahina ao anatin’izany mônôgrafian’ny kaominina andramasina. Tebo-kevitra enina no resahina ao ny tantaran’ andramasina, ny toerana misy azy, ny isan’ny mponina sy ny fiparitahany, ny momba ny toe-karena ny... |
Op. Cit, tak 5 l’otite est une inflammation de l’oreille dûe le plus souvent à une infection virale ou bactérienne. Elle peut être aig e ou chronique mais aussi bi ou unilatérale l’otite aig e sans écoulement d’oreille et l’otite aig e avec l’oreille qui coule 15 une méningite est une inflammation des méninges. Une de ... |
Les caractéristiques des jeunes chômeurs de l’asa les plus jeunes chômeurs 15 à 24 ans ont un très faible niveau d’instruction. Ce niveau d’instruction est plus faible chez les jeunes femmes au chômage, ayant un âge compris entre 15 et 24 ans, que chez les jeunes hommes de la même tranche d’âge. Les jeunes chômeurs de ... |
Andriamalala ed 1972 taolambalo. Imprimerie d’ouvrages educatifs. Ankatso antananarivo. 159 tak escarpit r 1964 |
Tsy afa-miala amin’ny mpitandro filaminana ny resaka fifamoivoizana. Tokony hohatsaraina ny sampam-pianarana manofana sy mamolavola ny olona ho tonga mpitandro filaminana mba hanatsarana ny fomba fiasany. Nasehon’ny mpanoratra fa ilana fandraisana andraikitra avy amin’ny fanjakana izany, mba hanafoanana ny mpitandro fi... |
Ny anadiplose eto dia nanehoana ny fiavian’izao rehetra izao sy ny fifamatopatorany, ary mandoko fampieritreretana ny amin’ny niavian’ny mpahary. |
Tovana, tak x ’’possession d’équipements et matériels’’. Fanadihadiana nataon’ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana tao amin’ny kaominina andranovorivato, taona 2004 . |
J’entoure la bonne réponse nous avons construit le village au sommet de la colline parce que c’est une vaste étendue de terrain plat un terrain peu élevé au sommet arrondi un terrain de rochers très élevé au sommet pointu. Tanterahina amina fomba fiasa toy izao ny fampiasana vakin’ny mpampianatra ny fanontaniana sy ny ... |
Isada moa mba ho aiza fa miondrika amin- tany ny zioga no sakaiza! Hatrany am-parany any. |
Equilibre financier la règle de l’équilibre financier repose sur le fait que les ressources doivent être supérieures aux emplois. Ce principe se traduit par deux conditions les besoins permanents doivent être couverts par des ressources permanentes. Ces besoins sont constitués par les immobilisations et le besoin en fo... |
Ahitana fanamafisana filazan-javatra mikiry, mitozo |
Fa ny hany angatahiko dia ho faly ny fanahiko tsiky, iray minitra ihany mba hiserana ao am-bavako, volavolam-bary kely hampihetsika ny vazako, zaron-trano mba hialofako handefasa-nofinofy, solon-damba hirakofako |
Zaho mandry amin-dreniko io! |
Ao anaty masonao, i. F. Tak 17 |
Niseho tamin’ny endrika roa ny firotsahan’ny mpanoratra teo amin’ny fiarahamonina, ankoatra ny asa maha mpitsabo nataony nankahery ny mpiaramonina izy nanoloana ny fangejana nataon’ny mpanjanaka, ary nananatra ny olona mba hahay handanjalanja tsara eo amin’ny fiainana. |
Lokon’ny maraina |
Any am-pianarana no tokony hisy azy ireo hianatra sy hobeazina hanana toe- tsaina mendrika. Noho ny fahantrana sy ny tsy fisiana, moa, dia tsy afaka manoatra ireo ray aman-dreny fa avela ho amin’izao fotsiny. Na dia niantsoantso aza ny fitondrana tamin’izany fotoana izany hoe ankizy ankehitriny mpanangana ny hoavy dia ... |
Ny centre de santé de base niveau i ao ambodimanga avaratra. |
Toa zary tsy nahafa-po izay teo an-tanana. Toy ny taon- tranon’antananarivo ny fanambadiana, ka izay mahavita aloha no manenina niseho lany ny tsy fahamatorana ara-pitiavana teo amin’ny lehilahy. Mbola voalazan’i om-gui ao amin’io tononkalony io izany. Ny efa manana aza te hanary ny azy sanganehana ny vita mariazy tsy ... |
Efi ambohimanatahitra 113 2 11 5 |
Propp, morphologie du conte, op. Cit, page 38 un nouveau personnage fait ici son entrée dans le conte on peut le qualifier d’agresseur du héros de méchant 133 niresaka momba io i vladmir propp ao amin’ny hoe l’interdiction est transgressée , in morphologie du conte, op. Cit, page 38. |
Rehefa taterina tsy mivantana ny teny dia miova ny fihetsiky ny olona mitatitra ilay teny raha mitaha amin’ny olona niteny azy mivantana. Arakaraky ny hamaroan’ny olona mitatitra ilay teny no mampiova ny fihetsika ka mety fihetsika mifanohitra amin’ny zavatra lazainy na teneniny no hiseho. Arakaraka ny zavatra lazaina ... |
Ny fomba nandravonan’ny fi. Mpi. Ma an-drafatrapiasa sy rabekabary fandrosoana ny hevitra marina enti-maneho ny hevitra marina dia mampiasa ny prolepse ny elanelam-panahy izay sarin- teny anasongadinana teny na hevitra iray ka ny tanjona dia ny fanitrikitrihana na fandetehana an-tsain’ny mpandray hafatra ny hafatra amp... |
Présenté par rakotondrafara rindra mamitiana |
Roa ny petrakevitra azo aroso momba izany anton’ny tsy fifantohan’ny mpianatra izany mety ho avy amin’ny tenan’ny mpianatra; mety ho avy amin’ny mpampianatra azy na ny taranja ianarany. |
Randriamamonjy e 1983, ho avy ny maraina, trano pirinty fiangonana loterana malagasy, antananarivo 2013, fo miara-miofo, trano pirinty fiangonana loterana malagasy, antananarivo 2003, tsarao àry aho ! Trano pirinty fiangonana loterana malagasy, antananarivo rajaonarivelo a. , 1971, bina, trano pirinty fiangonana lotera... |
Breton,2008, convaincre sans manipuler. Apprendre à argumenter |
Ezahina takarina amin’ity fanadihadiana ity indray ny mety fifandraisan’ny dina sy ny finoana kristiana hoy ity mpanoratra iray foto-pisainana iraisam-pirenena ny fahafantarana fa tsy misy firenena afaka mivelona am-pilaminana ka tsy manan-javatra hajaina sy atahorana; ka avy amin’izany zavatra hajaina sy atahorana iza... |
Ny zava-nisy teo amin’ny sehatry ny fiarahamonina nisy fitokonana lehibe nataon’ny mpiasa sy ny mpianatra tany frantsa ny 10 11 may 1968. Notoherin’ny mponina manko ny fahefana feno momba ny toe-karena sy ny fiainam-bahoaka nangatahan’ny mpitondra mba hanarenana ny toe-karen’i frantsa izay mbola tsy niarin-doha noho ny... |
Teto antananarivo no niseho ny tantara. Nitatra hatrany marovoay izany avy eo. Nifankatia ravalohery sy i sahondra, izay fototry ny tantara. |
Afenina sy tandrovana mafy mba tsy hisy mpahita, indrindra fa ny olom-pady, ny taovam-pananahana satria zavatra saro-pady sy mahamenatra. Io zavatra mahamenatra io no ampiasaina amin’ny ompa mba handatsaham-baraka sy hanaratsiana ilay olona itenenana. Endrika telo no isehoan’izany ny teny fanaratsiana ny taovam-pananah... |
Tsy hahamenatra ny taniko fahamarinana no hizorako, ny tenin-drazako hamboniako, tiaviko ny fahendrena, ao anaty tonom-bavaka sy tomanim-po mangorako no inoako hisandratan’ny malagasy manantena |
Fizahan-takila |
Ireo boky momba ny tantara, ny riba, ny literatiora, ny fampianarana bachelard g. , l’eau et les rêves, coll. Rien de commun, librairiejosé corti, paris, 1979 baudereau f. , fozza f. , giovacckini, précis de français, edition nathan, 1996 frère. Bedard d. , jacques rabemananjara-poete malgache, 1957 boileau, le lutrin,... |
Anterinay etoana fa anisan’ireo mpanoratra nanamarika ny vanim-potoana fiforetana anaty i eliza freda sy i samuel ratany. Voasokajy tao anatin’ireo mpanoratra zandriny114 izy ireo. |
Maro ny anoharana zavatra tsy manana aina izay nentina naneho ny zavatra ratsy ao amin’ny comparaison. Anisan’izany ny ranonorana sy ny oram-panala. Maneho izany indrindra ity voalaza eto ambany ity toy ny orampanala amin’ny lohataona, ary toy ny ranonorana amin’ny taom-pijinjana, dia toy izany ny voninahitra tsy tandr... |
Varavarana mivoha tampoka mahefa io vehivavy io lesy ry misa a! Io no manakorontana anay vao maraina eto! Misa afaka manaraka anay any amin’ny kômisaria ve ianao madama? Bodo izaho ho’aho tsy hiala eto, raha tsy kômpile ny entan’ny anadahiko. Landy indrý ve adala e? Ny entan’ny anadahinareo, efa notaominy mialoha. Mahe... |
Nanova ny fomba fijery ny vehivavy izany tamin’ny taona 70. Noheverina mantsy taloha fa ny vehivavy dia tohanana sy mpandray fanampiana fotsiny. Nanomboka teo kosa dia nisy ezaka fampitoviana ny vehivavy sy ny lehilahy hananany zo mitovy amin’ny lafiny rehetra. Tamin’ny fiafaran’ny folo taona natokana ho an’ny firenena... |
Mhitsy. Ampiasainy koa ny teboka telo hilazany fa mbola betsaka no azo ambara momba ny hevitra narosony. |
Lesona ny asa soratra ny fanagasiana ny hevitry ny lohatenin’ ny boky tanjon’ny mpanoratra fanazavana ny hevitry ny zana- pizarana tsirairay tsoa-kevitra na tanjon’ny mpanoratra amin’ny zana-pizarana. |
Hatrany amin’ny fiarahamonina tao an-tsekoly dia hita foana ny anjara toerana nametrahan’ny olona ity fianakaviana ity. Porofon’izany ny vavan-dramose mpampianatra mampahatsiahy ny maha mpitarika sarety ny rainy isak’izay misy fahadisoana ataon’ny iray amin’izy roalahy. Eo ihany koa ny tsy fananana fahamarinana manoloa... |
Na mahantra ny vahoaka fadiranovana, mikaoka n’iza n’iza tsy ho faly na vahoaka koa mijaly anaty fotaka no mandro 80 |
Rehefa hitan’ireto mpanoratra ireto aza fa tsy misy azo ianteherana eto an-tany dia fantany fa toa tandindomin’ny fahafatesana mandrakariva izy. |
Manampy trotraka izany ireo mpiara-miasa amin’ny mpitondra, izay tsy mba mitondra ny tenin’ny vahoaka na manampy azy, fa dia miray petsapetsa amin’izy ireo, mila handitra aminy, hany ka mandokadoka fahatany fotsiny ny fitondrana na dia efa hita fa tsy mahomby aza. Tsy maintsy mbola ho avy anefa ny fotoana manjombona eo... |
Amin’ny poezia dia zava-dehibe ny fandaharan-teny. Raha alefa ny teny, hoy izy, dia tsy azo atao indray lasa, fa tsy maintsy alefa mifanao aloha sy aoriana, dia tafalahatra; izany no anaovana ny olona miteny hoe mandaha-teny raha fampahalalana fotsiny an’ilay zavatra no itenenana, dia ny teny fanao andavanandro no alai... |
Nenibe ndray i kalakely ity mitonantonana, f izaho angaha no nanafina ny 585- raiben-driako, ataoko inona hafenina aty izy? Ny lambako aza ity iafenany hodiany adala aminareo ity sady nisintona mafy ilay lamba nisaronan’i dadabe |
Raha toa ny kapoaka feno dia feno fa misy ny mamy tovonan-tantely ry fanantenana ny foko ambeno |
Didy sy lalana |
Mibitaka misaritaka ny fidoboky ny tratrako raha vao mahita anao mijery an-karihary ! |
Ka manao ahoana ianao izao monsieur rado? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.