text stringlengths 10 11k |
|---|
Ireo mpitsabo nentim-paharazana eny amin’ny manodidina an’ireo faritra nirotsahana an-tsehatra holazaina etoana ny momba azy ireo, na dia any amin’ny faritra ivelan’ny toerana nanaovana ny fanadihadiana aza izy ireo no mitoetra. Ny antony dia satria izy ireo no mpitsabo ny olona rehetra any amin’ny faritra manodidina a... |
Regis rajemisa r; rakibolana malagasy, ambozontany fianarantsoa, 1995 kahie legislation scolaire ens 2014 angon-kevitra avy amin’ny mpianatra |
Satria tanaty nofy no namontovonto lalina ny fahanginan’ny alina nanampina ny vavako ka moana ny fitiavako173 |
Ny soratra sy ny fotsy ary ny mari-piatoana |
Fi a rah amon i n a a t y an d r en i voh i t ra n o i f ot o ran a ami n ’ i za n y sat r i a fa r i t ra a f o voan y a t s i n an an a n o n an aovan a n y f i k a r oh an a ; sai n g y k o l on t sai n a n o r esah an a et o k a t s y a zo a t a o t s i n on t s i n on a k oa i r eo mp on i n a man ak a ik y r en i... |
Satria ny soa omeko tsy tambo hifaliany. |
Ny fampiasana fehezanteny mandidy ny fehezanteny mandidy ihany koa dia anehoan’ny ohabolana ny anatra raketiny mba hisintonana ny sain’ny olona anarina hankato avy hatrany. |
Randrianantenaina, raharijaona a, ratrema william, op. Cit, page 27 on part d’abord de l’observation des faits pour en arriver à la formule, à la règle, à l’idée générale |
Ny synecdoque no manasongadina ny fanekena ny anjara sy ny lahatra, araka ny tononkalo manao hoe tsy manam-pandavana akory ny foko fa miondrika foana vesaran-toloko, |
Tsy hary tongotra aman-tanana ny olona iray, raha tsy teo ny ray aman- dreniny niteraka azy. Izy ireny no loharano nipoirana, nahitana masoandro, namolavola sy nitaiza, ka mendrika ny hohajaina sy hotiavina mandrakariva. |
Mifameno hatrany izy ireo amin’ny asan’ny tantsaha. Ny fiompiana dia manampy indrindra indrindra ny fambolena, amin’ny zezika sy ny fanaovana ny raharaha eny an-tsaha. Ao amin’ireo fiarahamonina roa ireo dia ny fiompiana omby sy kisoa ary ny akoho amam-borona no manavanana ny mponina. |
Iii.2.2- ny fahantrana |
Hovolena mba hahafahana mivelona azy ireo, noho izany dia nifototra tamin’ny asa fanjonoana ireo fianakaviana ireo. Nifindra monina tao ankiakabe izay tsy lavitra an’antaindambo ny taranak’i bezara tany ho any tamin’ny taona 1927. Mbola rakotra ala sy heniheny50 ny faritr’ankiakabe tamin’izany kanefa mbola tsy nisy tom... |
Ny tsy fahafahan’ny vehivavy miteraka |
Velona ho madio hatrao anaty, hitokiana lalandava, mandra-maty 15 loza ho ahy raha izao foko izao no asaiko mba hanao ny tsy fanao. |
Ny toe-javatra iandohana misongadina ao amin’ny vontoatin’ireo tantara foronina nanaovana fanadihadiana ny ezaka ataon’ireo olona na andian’olona sasany ho famotehana ny firenena sy ny hetsika ataon’ireo mpitandro filaminana ho fanoherana izany. Endrika maro no isehoan’izany eo am- piandohan’ny tantara toy ny fanimbana... |
Izany ohatra, dia asehon’ny tononkalo mitondra ny lohateny hoe angamba voninkazo iray a tana mifandray a fitia tokan -doko b tena manan-tompo b saina samy lasa d fo efa an-kafa d io fitiavana io koa anefa, tsy maintsy mifanjohy amin’ny fanembonana hatrany, indrindra, moa, rehefa tafasara-toerana ny mpifamofo. Toy izao ... |
Ny osika betsimisaraka dia miaraka amin’ny dihy rodo a sy basesa matetika raha manoleda, makoagaly151 ary salegy152 kosa no tena fahita amin’ny ôsika tsimihety. Eo amin’ny karazany |
Ankoatra ny fampiasana ny teny verin-droa na ny tamberim-boan-teny manokana, dia hain’ny mpanoratra ihany koa ny milalao tamin’ny andian-teny. |
Boky ii, tak. 9 110 boky ii, tak. 101 |
Mba hahafahana manakatra ny lanjan’ny sarin-teny dia hofantarina bebe kokoa ny toetry ny anoharana. Ny hoe miboiboika dia rano mivoaka avy any anaty tany toy ny loharano tsy mety ritra. |
Donc, l’audit interne est une affaire d’acceptation ou de rejet par les directions opérationnelles. Il n’a pas la liberté d’intervenir dans les directions opérationnelles. L’auditeur ne peut pas assurer le suivi des recommandations qu’il fait à l’échelon opérationnel. |
Famonoan’olona an-drandria, ary naharatrany taorian’ny fivoriany tany amin- dry dr rabary |
Bem vaovao frantsay malagasy t-62, lah 3078, 03 02 1956 |
Boky sy lahatsoratra |
Ran e 2001 firaketana ran e |
Kaominina antanetikely ambohijoky 5 |
Iii-3-2- mandray anjara amin’ny adihevitra rehefa aorian’ny fampisehoana |
Famintinana |
Ireo olana nitranga naneho ny tsy fahafehezan’ny mpianatra fanadihadiana lahatsoratra araka ny efa nambara ambieny ombieny dia ny fisian ny olana ka tsy nampahomby ny fampianarana, indrindra ny teo amin ny fampianarana fanadihadiana lahatsoratra, no asongadina manokana ato amin ity asa fikarohana ity ka hikarohana vaha... |
Fonagy, la vie voix, payot 1983, tak 69 |
Tsy ela, tsy ela io fa aseho izao ny vokatra fifidianana madio izay indray no arangaranga indrindra ho anareo mpamokatra tsisy laingalainga fitapitaka aoka ianareo hibitaka ! Nolazaina tamin’ny vahoaka tokoa fa hadio mangarahara ny fifidianana rehetra izay hatao. Ny hita anefa, dia ny hala-bato hatrany no manjaka. Tsy ... |
Toy izao manaraka izao no nanehoan’i r. Gagné sy e. Gagné izany amin’ny kisary53. |
Tsy mahazo amnistia ireo gadra pôlitika 49 teo ihany koa ny fanentanana fa raha tena kristianina ny mpitondra, dia tokony hahay hamela heloka. |
Ny voly varimbazaha sy ny voly vary orza anisan’ny mampiavaka ny faritra tritriva ny famboleny varimbazaha sy vary orza. Vokariny ny varimbazaha mba hanaovana rary samihafa ny tahony satroka, harona, tsihy, pôketra, tsy ahondrana akory ny varimbazaha fa akoran’ireo mpanenona eo an-toerana. Tena manome endrika ny tanàna... |
Mbola ahitana an’izany koa ao amin’ny miaka-pidinana omena ny vahiny ireo orinasa ngeza ny varotray rehetra ny tany sy fananana nihalafo ny fiainana vidim-bary, miakatra vidin-tsolika, miakatra vidy izay mety ho vidiana miakatra! Fa ny sandam-bola midina ireo? Omenany vahiny ndeha fa tsisy tsiny |
Op. Cite tak 82, efa lasa fomba fitenin’ireo olona tena tsy mampiana-jaza mihitsy io. |
Manaiky aho ankehitriny fa na ianao aza dia mihevitra ahy fa milina mpiteraka fotsiny araka izay voalazako ny reny, satria mino ianao fa azonao atao ny hisarika an i bakoly avy ato amin ny fitiavako 175 |
Araka izao hita amin’ny kisary izao dia misy toe-javatra roa mifanipaka ampifanatrehana eto. Ny toe-javatra voalohany, milaza ny hatsaran’ilay lisy toa tsy lefy ny toe-javatra faharoa mifanatrika aminy, maneho ny faharavan’izany ny 411 s ratany, izao fianana izao , and 3, in vondrona ambara 2, tak.11 |
Ny ti dia ao amin’ny andininy voalohany, izay isehoan’ireo sarin-teny ireo tahaka izao aza malaky reraka ary aza mba trotraka amin’ny fanaovan-tsoa fa valy no andrasana |
Conso, p. 1985 la gestion financière de l’entreprise. Tome 1 les techniques et l’analyse financière. 7è edition editions dunod, paris, france. 303 pages. |
Araka ny maha lavi-toerana ny sekoly dia vitsy ihany ireo mpianatra no afaka manohy izany eny amin’ny ambaratonga faharoa fototra ceg . |
Ny fanabeazana ny fanabeazana izay nadika avy amin ny teny frantsay hoe éducation dia midika ho famolavolana olona ho lasa olom-banona. Izany hoe, raha tamin ny toerana iray heverina ho ratsy ilay olona dia esorina amin izany mba ho amin ny hafa heverina fa tsara kokoa. Ahitana taratra izany ny famaritana ao amin ny ra... |
Ry akany 30 28. Misaona anao ny tononkirako 31 29. Aiza ? 32 30. Hira 33 31. Hihoatra an-drabearivelo 34 35 32. Ho an’i rado 36 33. Nataoko 37 34. Tsy maninona 38 35. Firy sisa ? 39 36. Tsiahy 40 37. 41 38. Hiezaka aho 42 39. Ny fitiavan-tanindrazana 43 40. Hira 44 41. Difotry ny alina 45 42. Mitsikia 46 43. Hanina ny ... |
Fohy sy lava |
Omby ampiasaina amin’ny fambolena sy nahafahany nanitatra ny fambolena sy fiompiana ataony. Tantsaha ny ankamaroan’ireo mpanamboatra sy mpivarotra kobandravina ary vitsy ihany ireo tena tsy manao asa afa-tsy ny fanamboarana kobandravina fa toa ampifandrindran’izy ireo amin’ny fambolena sy ny fiompiana hatrany izany. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N. |
Di santa-bary, tak 107 |
Ny sarin-teny miorina amin’ny tamberin-javatra |
Ohatra 7 maty aombilahy i y. A.10 |
Novahavahana tao amin’ny tapany voalohany ireo rafitra pôlitika sy toe-karena ary fiarahamonina, izay hita fa toa mihamivaralila hatrany. Noresahina tao amin’ny tapany faharoa kosa ny momba ny faharavana hita eo amin’ny rafi-pisainana sy ny fomba amam-panao, ary ny fiantraikan’izany taratra eo amin’ny toetra amam-pihet... |
D’après la théorie de hoyois giovanni dans la sociologie rurale partant d’un nombre significatif d’observations et d’exemples précis sur terrains, dans des zones rurales de l’europe occidentale, hoyois giovanni propose une réflexion sur les aspects proprement humains de la vie rurale envisagée d’un point de vue sociolo... |
Mifototra amin’ny haitenin-dahateny ity fanasokajiana faharoa ity. Araka izany dia ny rafitra anatin’ny lahateny no ifotorana, izany hoe ireo singa mandrafitra azy sy ny fifandraisany no iaingana. Noho izany, fanavahana ny lahateny arakaraka ny votoatiny sy ny firafiny no atao eto. Mpandinika maro no mahatsapa fa manah... |
T4 tsy mahasoa ny tenako ihany fa mahasoa ny hafa koa. G’ setriny valiny nomen-dratovo mahita soa amin’ny fanapahan-keviny avokoa ny olon-drehetra. |
Objectifs du projet les activités principales du projet portent sur la réalisation d’enquêtes relatives aux besoins primordiaux et de survie des ménages dans la commune, la sensibilisation de la population, l’offre de formations concernant l’amélioration des techniques de culture et d’élevage, la surveillance et le sui... |
Le département commercial s’occupe en général de la gestion des vendeurs, de l’organisation de la distribution tandis que le service marketing s’occupe de plusieurs tâches à la fois dont la recherche et le développement de nouveau produit ; la planification et le contrôle des actions commerciales ; la prévision des ven... |
Toky fehizoro, voahangiala, faribolana sandratra , toamasina, pp. 36-37, va tak 234 36 zo maminirina, tanik’afo, tanin-dinika, tanin-tsorakanto , ambioka, lah 37, jona 2001, taona faha 4 37 zo maminirina, tontolo isainana op cit , tak 46, va tak 14 |
Misy ny mpanondro ny hita maso sy ny tsy hita maso amin’ny teny malagasy. Ny tsirinteny -z- no manamarika ny mpanondro manondro zavatra tsy voafaritra mazava tsara. Misy ihany koa ny mpanondro mahafaoka be, izany hoe manondro andian-javatra mitovitovy, izay marihin’ny tsirinteny -ony. |
Irinyny mba hanavotan’andriamanitra ny olombelona tahaka ny nanavotany an’i lota sy ny ankohonany, na dia teo aza ny fahotan’ny maro. |
Tsy maintsy ilain ny mpampianatra ny takela-panomanan-desona mba hahafahany misoroka izay mety ho olana eo amin ny fanatontosana ny lesona, ary koa hampizotra tsara ny fampianarana atao. Ny takela-panomanan-desona no arahina rehefa mampianatra, ary efa voafintina ao avokoa ny ho fizotry ny lesona, eo am-panombohana hat... |
Andalana sy ny andininy, ny fingadona ary ny rima. Nisafidy ireo voambolana nampiasainy koa izy araka ny fihetseham-pony sy ny hevitra tiany haroso ny mpamaky. Tontolo roa samy manana ny maha izy azy no nanakarany izany ny tontolon’ny zavabaoaary, ny tontolon’ny baiboly. Azo tarafina fa tena mandala ny maha-malagasy sy... |
Rajaona s , ny zavakanto vita amin’ny teny, tak.7 |
Ny feonao tsaroako, , mizika mahangoly, 10- manainga ity mania sy rembinn’ny devoly, manantsika ny diako, hamonjy ilay kanana, ka ny hiranao fahiny no ataoko famindrana |
Ramarolahy 1974 tahirin’ny ntaolo. Antananarivo imprimerie takariva, 104 p. |
Fisehoana ix miditra ny vavahady atosik’ingahy rabeza i vololona |
Lafin-javatra telo no ambara mikasika ny boky ny tombontsoa azo amin’ny vaky boky, ny boky enti-mampianatra ao amin’ny sekoly aka. Ma, ny fomba fitrandrahana lahatsoratra na boky. |
Ny fanehoana fihetseham-po mampivelatra ny tantara vokatry ny nofy tsy ao anatin’ny fizotran’ny tantara ny fanehoana ny fihetseham-po. Maneho tantara azony tamin’ny nofy ilay solemita, toy ny nanatri-maso ny zava-niseho ny mpamaky. Entiny manaraka azy ny mpamaky ka toy ny mijery avy eo ambony, mahita ny manjo azy. Ny f... |
Tokony hahafehy ireo toetra vitsivitsy nolazaina ireo ny mpampianatra, farafaharatsiny, mba hahatsara ny fifandraisany amin’ny mpianatra sy hahamora ny fampitana fahalalana. Ilàna olona mahay sy be fandavan-tena ny fampianarana , satria ny atao hoe fampianarana, dia fampahalalana, fanoroana zavatra tsy hay, fanaovana i... |
Fizarana voalohany ankapobeny momba ny famolavolana fandaharam-pianarana |
Ny fanoloana mp- ny m- ao amin’ny tovon’ny matoanteny mpanao na sehatra dia ahazoana anarana manondro ny olona na zava-manan’aina hafa manatanteraka ny hetsika voalazan’ny matoanteny. Ohatra miasa mpiasa, milalao mpilalao, manjono mpanjono |
Fizarana voalohany ravaka toerana malalaka misy vatobe, fond ranomasina |
Nalaina avy tamin’ilay hevitra hoe kant fait remarquer que la représentation n’est pas dévolue à un objet, mais qu’à la représentation est dévolue un rapport à quelque chose d’autre par quoi elle devient communicable à autrui. Il fait valoir aussi que l’appréhension du multiple et son assomption dans la conscience, ne ... |
Mpanota tokoa, ka mifona aminao, tsy mendrika akory hangataka izany mino aho anefa, fa ianao no hamela, ka hanolotra etoana ilay famonjena. |
Ny nifidianana ny toerana |
Azo heverina fa zakan’ny fahefa-mividin’ny ankamaroan’ny olona ny vidin’ireto atody ireto izay eo anelanelan’ny 250 ar sy ny 350 ar eo izany. Maro ihany koa ny sehatra hampiasana azy amin’ny andavanandro, indrindra moa rehefa manodidina ny andro fankalazana, ny asaramanitra, ny lanonana isan-karazany. Tena mitombo ny f... |
Hatry ny omaly no tapitra ritra tsy misy intsony ’reo solon-tsakafo nomen’ny masera93 |
Se comprendre, |
Ny iantefan’ny fivavahana |
Fomban’ny olona taloha ny mifanomba amin’izay raharaha rehetra atao, indrindra ny eny an-tsaha. Raha nanome tanana anao androany ny hafa, dia mba anjaranao indray rahampitso ny manampy mamaly tanana azy. Io no nantsoina hoe valin-tanana, endrika anankiray lehibe nisehoan’ny firaisan- kinan’ny ntaolo, fony mbola tsy nam... |
Ahazoana mandrefy ny fari-pahalalan’ny mpianatra tokony hanana angom-pahalalana betsaka ao an-tsaina ny mpampianatra, mba hahafahana manovona ny tsy ampy, na manitsy ny diso ataon’ny mpianatra. Ahafahana mahita ny haabom-pahalalan’ny mpianatra tsirairay izany. Ho hita eo ihany koa ireo mpianatra tena mazoto amin’ny fik... |
Erika, imprimerie d’ouvrages educatifs, librairie mixte, antananarivo, 207 pages |
Lk ny anjara fitenenana ny firafitry ny fifanakalozana fanazavana |
Ity karazana harato naseho antsika etsy ambony ity dia harato harabaraba137. Izany hoe halatsaka tsikelikely ny fampiasana azy. Mila olona roa mampiasa ity karazana harato ity, ny iray mitondra ny lakana, ny iray kosa mandatsaka ny harato. Fomba maromaro no azo atao rehefa latsaka ny harato azo atao ny mandona138 azy i... |
L’espace de vente auprès des librairies est assez étroite, ce qui ne permet pas à la tpflm de pratiquer une méthode d’achalandage adéquate aux besoins des clients. En effet, ces derniers n’apprécient pas que les livres soient fermés dans des vitrines et sont difficiles à feuilleter. Cela constitue pour eux un frein à l... |
Izaho ilay mpilokaloka indro fa mpamafa trosa raha taloha anefa izany dia nanambaka hatrany hatrany. |
Théorie de l’activité introduction de l’innovation technologique dans l’éducation, une activité est associée à un motif, une action à un but et une opération à des conditions nécessaires à son exécution |
Hay toe-peo, hay rafi-peo, hay voambolana, hay endri-teny, hay fehezan-teny. |
Ny fitazonana ny fifantohan-tsain’ny mpihaino mikendry hatrany ny hisintona ny sain’ny mpamaky amin’ny hevitra arosony, ireo mpanao lahabolana ao fandriana ireo, mba hahatafita ny hafany. Noho ny fisian’ny zava-mifamahofaho eo amin’ny fiainan’ny olona, toy ny zava-manahirana azy amin’ny fiainana, eo koa ny asan’ny devo... |
Mao tse-toung le petit livre rouge , citation du président mao tse-toung, ed seuil. 1967, i87p. |
Mampitombo hasina ary mari- panajana |
Vao midradra. |
Maître de conférences à l’université de toliara |
Ny baiboly, op. Cit, i korintianina 13 4-8a 87 brugnoli m. , comment devenir l’amie de son mari, copyright c 2002, carlo brugnoli, laussane 88 aimer, c’est être son plus fidèle supporter. Tak.30 89 aimer, c’est prier pour lui. Tak.30 90 aimer, c’est parfois le donner. Tak.32 91 aimer, c’est communiquer. Tak.34 92 aimer... |
Rationalité et irrationalité en économie, paris. |
Mon fidi vaovao frantsay malagasy t-56, lah-2768, 24 03 1950 |
Mahafinaritra ny mandalina 1 |
Ny fomba fiheveran’ ny mpandray anjara ny fiainana |
Tsy ho ela koa dia hielaka ireo aizina an’arivo tanaty ravin-delaka hanarona an’iarivo. |
Tati-dresaka ankolaka 02 fafana n 16 maneho ny tomban’ny fitantarana resaka. |
Andriampanarivofito nataony tao manazary. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.