text stringlengths 10 11k |
|---|
Dia ho tanterahiko eto f’efa izay no fitiavako |
Ambohibao atsimo ampaneva |
Ahoana kosa indray ny teo amin’ny lafiny toe-karena teo amin’ity vanim- potoana ity, raha ny asa soratra no ifotorana ? |
Toy izany ny mombamomba ny fiainan’ny mpanoratra tamin’ny fahazazany sy ny fahatanorany ary ny tokantranony. Toy izao manaraka izao kosa ny momba ny fitaizana amam- panabeazana azony. |
Ary niaraka tamin’ireo -nifankahita indray izy roa |
Ao amin io dingana fanakaran-kevitra io koa no hijeren ny mpianatra ny fifandraisana eo amin ny lahateny sy ny fanontaniana ka hahazoana mamoaka ny foto- dresaka sy ireo hevi-dehibe misongadina ao amin ny lahateny sy ny fitsinjarana mety ho hita amin izany. |
Humouris mahay mampiala voly sy manentana ny olona ifampiresahana. |
Naivosoa takariva t-13, lah-597 , 31-01-1945 |
Mihamitsy c, lesona la méthodologie , taona fahaefatra. |
Andry andraina pseud razafindrazaka a 1979 |
Malagasy, mba hisalorany 13 tafiditra nianatra teny |
Rajaona, ny zava-kanto vita amin’ny teny, op cit , tak 24 203 va fasana ny foko , tak 88 |
Araka ny efa nambara tetsy ambony dia ahitana efitra fianarana sivy ato amin ity sekoly ity. Tsy nosokajiana isaky ny kilasy anefa ireo efitra ireo, fa nosokajiana isan-taranja, izany hoe ny taranja no mitondra ny anaran ny efitra tsirairay. Ireto avy ny efitra fianarana hita ao malagasy, frantsay, anglisy, turque , ma... |
Ireo boky famakiny |
Figure 9 joueur avec bâton et bouclier |
Lydiary 02.05.1990 |
Adam j. M. Les textes types et prototypes, paris nathan, 265tak. 1992 |
Insertion 3000ar |
Nanao ezaka goavana hitandro ny mahaizy azy. Tsapa araka izany fa samy nitady hevitra ny olona hialana tamin’ny fanjanahantany ka ny nitoviany dia ny tsy fijanonana intsony ho andevo eo ambany fiahian’ny mpanjanaka. Samy nanana izay fomba heveriny hahatonga izany hany ka hevitra roa nifanipaka no tazana. Izany no niter... |
Ity vavanao mavany79, ry zanako! Hoy ny reniny tafatsangana. |
Au terme de ce mémoire, tout au long duquel nous avons pu étudier les trois grandes parties suivantes; les considérations générales, les différents problèmes rencontrés, et les solutions préconisées. |
Mety ho endrika ara-kolontsaina miankina amin ny toerana sy ny toe-karena ohatra ny fikarohana tany aloha, ary mampiseho fa hafa ny fivavahan ny miaramila mihoatra amin ny mpivarotra na mpamboly. |
Vi.3.2 optimisation des stratégies d’approches nos prospections nous informent que pour une iec efficace, il faudrait des approches plus proxènes et mieux cadrées. Par exemple, il s’agirait de recadrer un peu la structure des aides et appuis, afin de connaître un peu mieux les besoins et motivations profondes de la pop... |
Encarta 2005 |
Loharano faritra analamanga |
Les compétences des associations |
Herahera manerahera |
Ny fionokov1ono la f? Mille rahoingoson eugene bella, ny lvon-tsero omon-kolo di i le centre de renconrres et d’acfions culturefles di. Serokolo croc di. Ny vondrono soamiakanga le groupe soamiokongo |
Vitsy ny mpandray anjara |
Miovaova eo anelanelan’ny efatra ambin’ny folo ka hatramin’ny telo amby roapolo taona eo ny salan-taonan’ny mpianatra ao amin’ny lisea mahitsy. Ireo azo lazaina fa sakan-jaza no maro an’isa ao anatin’izany, izany hoe ireo latsaky ny valo ambin’ny folo taona. Vitsy an’isa kosa ireo ankizy manodidina ny roapolo taona man... |
Any aoriana any ity voka-pikarohana ity, raha sendra misy ny fiovana. Mba tsy ho lasa anganongano fotsiny ny zava-nisy nifanabeazan’ny antanala toy ny tao ampiringalava. Ny mahakasika ny akora voaangona. |
Soa mihomehy mikakakaka fa angaha hono mety ho lany? Fa angaha moa 950- ilay fanendrena tsy fantatra mialoha fa dia milatsadatsaka ho azy tahaka izany fotsiny? |
Mijaly leiretsy ny zava-boary maty ilay fitatra kely vao foy kilan’ny afo, may maharary ny biby mandady aina afoy. |
Omena ny iray amin’ireo mpianatra heverina fa havanana amin’ny fanoratana eny amin’ny solaitra be ny lesona efa voaomana ao anaty kahie. Ireto no drafitra narahina tamin’izany zava-nisy ara-tantara |
Izany indrindra no nanosika ireo mpanorina ny gazety handray ny andraikitra eo amin’ny lafiny politika15. Na dia namaivay aza ny fitakiana ny fahaleovantena dia iaraha-mahalala fa tsy vao tamin’ ity vanim-potoana ity akory no nanoheran’ny malagasy izany fa efa nisy tari- dalana nataon’ ireo ray aman- dreny teo aloha. A... |
Laplantine f 1987 |
Vokatra ara-piarahamonina sy araka maha olona araka ny voalaza tao amin’ny 2-4- hatrany, mahakasika ny soatoavina sy ny fampandrosoana raketin’ny mamahoaka izay antony namoronana azy io, dia misy |
Ny tarehin-tsoratra nampiasaina |
Famelabelaran-kevitra ataona sokajy arahina adihevitra. |
Raha fehezina izay rehetra voalaza izay dia tsapa fa fahoriana sy fijaliana no vokatry ny faharavan’ny fitiavana. Ka na misy zavatra miseho mety hanamaivana na hanasitrana ny ratram-po aza dia toa tsy misy azo raisina na ekena hiditra ao amin’ny tena. Miteraka fahadisoam-panantenana ny faharavan’ny fitiavana ary alahel... |
Misy ihany koa ireo sehatra hafa ivelaran’ny fitiavana ka ikatsahana izay heverina fa tonga lafatra. Miara-dalana mandrakariva ny fitiavana sy ny fahasambarana. Na iza na iza olombelona miaina ety ambonin’ny tany dia samy mikatsaka fahasambarana avokoa. Miankina amin’ny tsirairay anefa ny heverina fa fahasambarana ny v... |
Teo amin’ny fanomezana fanontaniana fanadihadiana amin’ny alalan’ny fanamarihana an-tsoratra ny valim-panontaniana fanadihadiana no hitanay fa mahomby kokoa raha hanao fanadihadiana amina |
Toko faharoa mitantara ny famindrana asa an-dramily sy ny akon’izany teo amin’ny fiainam-pianakaviany izay niafara tamin’ny fandroahana an’i tsiry. |
Rantsan-kazo aho ka rantsan-kazo ny ankizy dia samy mahazo, ny fehikibo no rampilasan |
Mahatehidera rangahy iny zanakao iny, hoy izy, kanefa mampanahiran-tsaina ny mieritreritra azy mahatehidera hoy izy satria tsy mety kivy ? Nisy fantatro niaraka voatohina taminy tamin’ireny raharaha ireny kanefa izany no tonga amin’ny fitenenana hoe leom-boananana omaly ka tsy tia zava- boribory ny zanakao anefa ity iz... |
Azo atao ny mampihatra ity fomba fandinika ity mba tsy hampivaona ny fahazoan- dresaka rehefa misy laza masaka ary izany no hifotorana ato. Maro ny hevitra fonosin’ireny laza masaka izay hodinihina araka ny toe-javatra miteraka ny fampiasana azy eo amin’ny fiainana. |
Parallélisme sy ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina, hita amin’ny hoe saribakoly vori-damba ny loha sy ny tananano mipelipelika, ny tongotra hamindra voatanan’ny tompony a. P 49 ambaran’ny mpanoratra fa tsy manam-pahefana amin’ny tenany sy izay momba azy ny saribakoly vori-damba. Eto anefa ... |
Ny rano tapa-tsiny, ny vary kely an-daona dia midika ho tsy fahafenoana avokoa. Ka raha mandray ireo ho anoharana ny iresahana ny mpiteny dia te hilaza ny maha tsy tomombana ny iresahana. Ireo anoharana ireo dia misy fihetsika ampiharin’ny mpiteny aminy ny rano mihontsana, ny vary nototoina, ny ronono notanehana, ny af... |
La valeur rhétorique des interrogations |
Mando izao ny tany kotsa ny mpandalo mba vonto koa izany ty fo mivalovalo. |
Lohahevitra momba ny fanandratana ny vakoka an-tanàn-dehibe no ifotoran’ity asa fikarohana ity. Mitaky fifehezana ny dikan’ireo voambolana sy fehin-kevitra maro fampiasa anaty seham-pikarohana momba ny vakoka izany asa izany. Miainga amin’ny teny frantsay hoe patrimoine izay nadika ho vakoka ny fikarohana. Mbola iadian... |
Mitsimbadika ny tany sondriana loatra ianao rahavako mikalo mibitaka milaza fa mandry izao ny tany! |
Ii- ny olana setrain’ny fampianarana eo anivon’ny sekoly fanabeazana fototra ao ambohipo amin’ny maha orinasa iray ny tontolon’ny fampianarana, dia ilaina ny mamakafaka tsara ny fototry ny olana ao anatiny raha te-hanatsara azy. Ny fahafantarana izany no ahafahana mandray fanapahan-kevitra, ary mitarika any amin’ny fan... |
Araka ny famaritana naroson-drajaona siméon54; ny périphrase dia sarin-teny ilazana amin’ny teny maro izay voalaza amin’ny teny tokana ohatra azo raisina hanamarinana izany ny vakodraza? A mitondra ny lohateny hoe azafady hoy aho, vondrona ambara takila 37 andalana faha 30-31 54 rajaona siméon, op. Cit, tak 129 |
Nandritra ny telo volana no nivezivenay tamin’ireo toerana samy hafa, nisy ny sekoly nandray anay, teto antananarivo renivohitra sy avaradrano ireo, izany hoe hatramin’ny volana avrily 2006. Nanampy anay tokoa ny mpianatra rehefa nazava taminy ny asa tianay hatao ka nilanay ny fanampiany. Nisy, araka izany, ny mbola na... |
Ia , ô, ô, ô, |
Rehefa hanatanteraka ny ady hevitra dia zaraina ho vondrona maromaro ny mpianatra ao an-dakilasy, manaraka izay omena ny lohahevitra izay hanaovana ny ady hevitra mba hahafahan’ny isam-bondrona mikaroka ny hevitra izay horesahiny mikasika ny lohahevitra ary farany hampiomanina ny mpianatra mba haneho fianjaika milamina... |
Loharano vpei cream monographie 2009 |
Anarana iantsoana azy isam-paritra no samy manana ny azy. Raha manao hira fankalazana fety ama-ndanonana ifaliana ny any fisakana dia entina andravahana ny fety ny vakodraza? A. Ny any amin’ny faritra tanala kosa dia lazainy hoe fa? Obiana 9 ny lahabolan- kiraina tontosaina amin’ny fety ifaliana. Amin’ny maha olona tia... |
Concurrents niag, imprimerie de mahamasina, new print, graphoprint, edition ambozontany, librairie mixte, nouvelle technologie, micro édition source documents internes de la tpflm et réflexion personnelle ce tableau expose les clients de la tpflm, ses fournisseurs et ses concurrents. Ce chapitre a mené à présenter la t... |
Tamin’izany, miara-mientana ny olona mba hikatsaka izay mahasoa ny tanana misy azy, amin’ny lafiny ara-batana sy ara-tsaina ary indrindra ny ara- panahy. Efa fomba fiainan’ny vahoaka malagasy hatramin’izay rahateo koa moa ny fiarahamonina tsy misara-mianakavy, mahay mifanampy amin’izay asa atao rehetra, mifandefitra sy... |
Eny am-pototry ny manga , ’ndreny voa toa volamena, ka mirantiranty loatra, mampideradera tena ; ’zato bikanao , ru manga, mijaridina aok’izany, ’zato molotrao tsy foiko, mavomavo tena mamy. |
Saussure f 1979 |
Le poete le mal dont jrai souffert srest comme un rêve ; aje nren puis comparer le lointain souvenir qurà ces brouillards que lraurore soulève, et quravec la rosée on voit srévanouir. |
Sary laharana 03 |
Ny fomba nanatanterahana ny asa |
Desas resaka |
Ny fandanjalanjana mahamafy orina ny fitiavana kaloin’ny syllepse. Eto am-pamaranana, paika maha mafy orina ny fitiavana dia tian’ny mpanoratra hamafisina ny fampanjakana ny fahaiza-mandanjalanja. Asehony tsara fa tsy ny fanaovana mihoatra ny teny matotra nomena no zava-dehibe fa ny fahaizana manatanteraka izany. Ambar... |
Tsy mifidy sokajin’olona hiantefany ity asa soratra ity, koa heverinay fa na dia tsy feno aza ny asa, dia samy handray izay fanabeazana tandrify azy ny tsirairay. Tsy eo amin’ny lafiny vatana ihany, fa eo amin’ny saina amam-panahy koa. Ary tsy hanao tsinontsinona ireo singa maha olona ireo izy. Hanana fahendrena sy hit... |
Nombre et qualité des personnes ressources durée de l’accompagnement calendrier d’intervention établie. |
Mpitarika ramatoa solo-raharinjanahary raharimalala anatolie professeure titulaire |
Fafana 16 fampahafantarana ny lalao karatra |
Intsony , droa amin’ny sehatry ny zava-kanto |
Fiombonan ny olona6. Maneho indrindra ny fihavanana izay soatoavina malagasy maneho ny maha izy azy an i madagasikara indrindra izany. Azo tsoahina avy amin izany fa manabe ny tanora ny savika. Manabe azy ireo mba hahay hifety tena amin ny zavatra ataony, hahay hanaja ny hafa sy ny manodidina azy rehetra. Mamolavola az... |
Ny fotoana ao amin’ ny tantara |
Eléments janv. Fév. Mars avril mai juin totaux matériel |
Dia noraisiny avokoa ireo fitaovana an-kiroa tsy miala am-paosiny ao mpanaraka azy tsy mandao dia penina sy taratasy ho famehezana irony izay mety ho fihetseham-pony. |
Hoy i randja zanamihoatra ao aminrny sasin-teniny ao aminrny boky vainafo tononkira rny anjara toeranrny mpanoratra eo amnrny firenena iray dia ny mamohafoha ny mpiara-belona aminy tsy ho domelina, tsy ho donto, tsy hataonrny olona soavalyr. |
Famelabelaran-kevitra ataona |
Ny endrika ivelany |
According to our studies, family planning could be a support with the development if their condition of correct operation will be establishes and if each family has a stable and durable financial resource. A development caused by the faculty of the husbands to maintain together the responsibilities towards their family... |
C’est en effet en 1947, lors de la signature du traité mettant fin à la deuxième guerre mondiale, que l’italie a promis à l’empereur hailé sélassié de restituer l’obélisque d’axoum. A ses frais et dans les dix-huit mois. Le présent italien oscar luigi scalfaro, lors d’un voyage à addis abeba, l’avait de nouveau proclam... |
Araka izany rehetra izany, dia ao anatin’ny baiboly ihany no ahitana ny niandohany. Ny baiboly ihany koa dia boky mampita hafatra ho amin’ny vanim-potoana mifandimby rehetra sy ny fepetra iainana. |
La responsable des ateliers de formation et de production en artisanat elle est le premier responsable des afpa et assure la liaison directe avec le directeur de l’association asa. Ses principales missions et responsabilités consistent à organiser, coordonner, prendre des décisions, contrôler et suivre les opérations e... |
Hervé mino aho fa toy ny atokisako an’ialahy no atokisan’ialahy ahy. |
Raha fitaovana misy molony toy ny vilany, sinibe, tavim-boninkazo no atao dia andrasana ho vita tanteraka aloha ny tefy, izay voa atao ny molony. Vontosana rano ny vori- damba ary ahodina moramora manodidina ny molotry ny zavatra atao no sady somary velarina mivoaka kely mankaty ivelany. Rehefa vita izany dia vontosana... |
Mba tiako ny ahy ny hariva |
Teny tsy vaovao aminy sofina intsiny ity teny ity satria efa mahazatra ny rehetra ny miteny azy. Entina maneho fitiavana ihany koa izy io saingy tsy ahatafarana andraisana andraikitra loatra amin’ny teny tenenina ka tsy mahataitra ny olona ny maheno azy. Tsy dia voafaritra mazava ihany koa ny faharetan’ny fitiavana ami... |
Amady, tradition orale et ethno archéologie les mpa azary de l’antsihanaka du xviiè siècle jusqu’à nos jours. Maitrise d’histoire université d’antananarivo, p88 c’est par la bouche du mpihanjaka que les mpa azary transmettent leur recommandation aux vivants 51 zanaharin’ny varatra izay fanahy mipetraka ao amin’ny mpa a... |
Absence de motivation au suivi des activités de l’asa certaines familles ne sont pas motivées à l’exploitation agricole. Elles ne s’adaptent pas au rythme d’un vrai paysan. La plupart d’entre eux sont des fsa ou des fgd qui ne pensent pas de devenir des paysans. Toutefois, si l’orientation de l’asa ne leur convient pas... |
D3 rasoloarimalala esther |
Araka ny voalaza tany amin’ny famaritana, zava-kanto vita amin’ny sary sy feo ny sm. Kanto miavaka amin’ny andavanandro tokoa izy satria tsy misy zavatra mitovy |
Toerana nanohizan i miaro sy i tsiresy ny fianarany hôpitaly hanatitra ny voatery nentina toeram-pitsaboana |
Les stocks sont-ils assurés contre différents risques et le risque assuré est-il revu régulièrement ? |
Fiontanam-pon’ny mpiteny na ny faniriany tiany hiantefa any amin’ny olona resen-dahatra |
Amin’ity zana-pizarana ity dia misy lafin-javatra roa no hojerena ny voalohany dia ny endrika nandaharana sy nanehoana ny hevitra tiana haposaka, ary ny faharoa dia ny endrika nandrafetana ny tononkalo. |
Raha toa ka mino ianao fa io no odin-tsento, dia aoka isika hiaraka hiaina sy hitempo fitiavana hisandratra, hanaraka ny kanto, anaty tsiky mirana, mirindra sy milanto. |
Rahajarizafy a , filôzôfia malagasy, librairie ambozontany, fianarantsoa, 1970, tak 07 103 -cee communauté economique européenne 104 -ue union européenne, hatramin’ny novambra 1993 |
Randria ooh tsy mahateny an iny izany aho. Lehilahy lehibe efa dimy amby roapolo taona mahery iny. Mahasosotra izany samy lehilahy lehibe mifampiteny izany. Raha ianao dia mety hoteneniko ihany raha manao toy ireny satria sady vavy no tokana ka mahasarotiny ahy. Angaha iny irery no 140- zanako lahy. |
Sary x ny tangalamena manao kabary ratsy |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.