text
stringlengths
10
11k
Tsapa araka ny voalazan’ ny eja amin’io tononkalony io fa vehivavy mahatàna tsiambaratelo izy. Tsy karazan’ irony vehivavy mpanahaka tokatrano irony. Vonona hatrany hizaka ny hirifirin’ ny sedra mianjady aminy na dia ao anatin’ ny ranomaso tanteraka aza no hitolomany amin’izany. Manamafy izany ny andininy faharoa ao am...
Ny fampitana tsy natao hohenoin’ny olona indray mihira ihany ny lahabolana, fa tokony hifandovan’ny taranaka mifandimby. Izay famindrana izay no antsoina hoe fampitana. Mety ho am-bava na an-tsoratra no anatanterahana izany. Talohan’ny nahatongavan’ny soratra, dia tamin’ny takariva amorom-patana no nifampitan’ny renibe...
Taba tabataba manabataba
L’agent de suivi c’est le responsable du suivi des stagiaires sortant du cfa. Il a pour attribution la recherche d’emploi et le placement des stagiaires sortant dans des sociétés artisanales, le suivi de ces stagiaires dans leur milieu de travail respectif. Il assure aussi le contact entre le cfa et les sociétés potent...
Fandinihana ampanaovina ny mpianatra arahina tatitra sy fandravonana itrandrahana ny loharanony toetrany endrika isehoany anjara asany sy lanjany
Ny mponina
Fikojakojana ny trano
Sary 16 fambolem-bary manaraka ny tekinika vaovao
Fa tsodrano izay atao, ka afafy sy zaraina 25 ho an’izay tsy resin-daina.
Takila 17 ny manam-patsa be mpitia
Ratsimbazafy g ny veloma izay napetrany. Ed takariva. Antananarivo.
Ny lahateny mitantara dia lahateny maneho ny filazalazana ny fisehoan-javatra na ny fisesin ny toe-javatra iray mitranga. Ireo toe-javatra rehetra ao anatin ny fitantarana dia mifanesy araka ny fotoana ary misy fifandraisana lojika amin ny fotoana. Tsy misy fitantarana azo atao raha tsy miorina amin ny zotran ny fotoan...
Dingana natao faharetany fanombohana 10 mn fifanakalozan-kevitra 35 mn fanaovana sinton-kevitra 10 mn fanomezana ny lesona 35 mn famintinana sy tombana am-bava 20 mn fanomezana enti-mody 10 mn fitambarany 120mn
Nanamora ny nitondrana ny drafitra narahina, tamin’ny fanadihadiana natao, ny nampiharana ny fomba fandinika roa karazana. Tao anatin’izany ny lalan-tsaina enti-mandinika ny fiarahamonina na approche ethno-linguistique sy ny lalan-tsaina ara-drafitra na ny approche structurel koa heverinay fa mahomby tokoa tamin’ity an...
Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fampitsaharana ny ranomaso tokoa ny fananana fanantenana. Zava-dehibe ho an’ny r. Fidimanantsoa indrindra izany, araka ny namaranany io tononkalo io manao hoe na dia matahotra foana aho mazàna zava-dehibe ho ahy ny fanantenana.
Malala a ! Ihany koa tsaroako hatrany ireny isika tratra hariva tsy mahalala izay fodiana fa mbola tazana eto ihany ny hosodokon’iny takariva nibaby hafaliana dia mbola reko ato anaty namonto ny ati-foko ny tomaninao niraraka fa alahelo mantsy no hany mba voatrotro fony isika mby hisaraka eny, mitamberina eto isika ’la...
Vato piletse ey nilatsake ati ana e ey i vatabeine ey nivalovoke1 ahandrefa e ey talilio e! He ! E! 295-vereke e ! E ! Vereke e !
Dia nanonofy aho , asa, na noho ny eritreritra amin’ny zava-mitranga sy re hatrany hatrany angaha , fa nofy ratsy kosa no hitako toa avy lavitra dia lavitra , hono , izany izaho , ary ny entakeliko sy ny havizanana no tsaroako, fa ny niaviako kosa , hono , toa tsy fantatro. 5 toa teto antananarivo izany nahatongavako, ...
Ny teteza-mita niditra tamin’ny teteza-mita ny firenena, taorian’ny fifanarahana tao amin’ny hôtely panorama. Nitsahatra ny famoriam-bahoaka, saingy mbola nitohy kosa ny tolona. Nitondra ny anjara birikiny hatrany ny mpanoratra. Ohatra hatrany no nanohanana ny feom- bahoaka izay nentin’ny mpanoratra.
Rain i volasoa olon-tiany felana
Fehiny raha fintinina dia ahitana taratra ny fandraisana anjara avokoa ireo voalaza rehetra teo ireo, satria tsy tontosa rahateo koa ny fampisehoana raha ireo mpanao lahabolana ireo fotsiny no eo, fa dia takina ny fahatongavan’ny mpijery mandritra izany. Tsy ho tomombana loatra koa ny lahabolana izay atao an-kira, toy ...
Notanehin’ny masoandro novimbinin’ny maraina, tonga antsam-pandresena efa ela nandrandraina! Ary izany hira izany mbola ho hirantsika ihany 25 any ankoatra ny fisiana, hatrany ambadiky ny tany! .
Ny mpianatra
Aina mifaningotra. Aina mikambana, sarotra sarahina. Zavatra roa toa nanjary iray toy ny hazo lehibe iray hisaringotan’ ny vahy. Manjary iray aina ka sahirana ery vao mahasaraka azy.
Teny famaranana nandritra ny atrika asa fampianarana natao no nahatsapana fa manify dia manify ireo hevitra aroson’ny mpianatra ary maro aza ireo tsy mahasahy maneho ny heviny mandritra ny ady hevitra atosaky ny mpampianatra ao an-dakilasy ka miteraka ny fahasarotana eo amin’ny fampitana fahalalana. Hita ho manana faha...
Ny firenena , dia avy amin’ny fototeny hoe reny koa ara-bakiteny, ny reny dia ny vehivavy niteraka ny tena, na ny kibo nifonosana. Izany hoe, anehoana ny tany na ny toerana onenana, izay fototra nipoiran’ny tena izy. Izay rehetra nipoitra avy ao, araka izany, dia iray tany, iray teny sy fomba, ka iray monina amin’ny fa...
Ankoatra ireo dia isehoana verindroa koa ny teny frantsay ; verindroa amin ny alalan ny vanin-teny no mazàna hita ao amin ity teny frantsay ity.
Les dynamiques de l’évolution culturelle.
Hain’ andriamanitra ny manova ny vato ho mofo, hoy randria ny fahatezerany toy izay ny momba ny fampiasan’ny mpanoratra voambolana fa andeha hiampita amin’ny fomba fanehoan-kevitra sy ny fomba fanoratra isika. 2.2- ny fomba fanoratra lafin-javatra maro no mendrika hodinihina raha vao miresaka hoe fanehoan- kevitra sy f...
Rehefa 122 niakatra an-tanana
Eo anatrehan’ny tsy fahaizan’ny sasany manaja ny hasin’ny vatany, dia mandrara hoe ny mpanoratra aza mihaingo ambony tsikoko e! V. A, tak.36 ary ilaina tokoa ny mitafy madio, ny fihaingoana amin’izay fitafy manatsara ny bika amana endrika. Tsy tokony ho fitaovana hanarontsaronana ny havoretran’ny
Hizarana maneho hevitra am-bava 8 8,60
Ireo mpanabe rehetra izay nitaiza anay hatrizay ka nahatonga anay ho tody amin’ity dingana izay diavinay ity. Singanina manokana amin’izany andriamatoa tsimilaza alphonse, mpitantana anay, izay nandray anay tamin’ny fahatsoram-po tokoa. Tsy mba nanosi-bohon-tanana anay ny tenany fa nanampy anay hatrany na teo amin’ny f...
Tsy tonga lafatra ny asa vita. Ny ampahany tamin’izay hita tao amin’ny asa soratry ny mamatonalina ihany izay voavelabelatra izay. Tsy tapitra moa ny lohahevitra, ary mbola maro no azo ifotorana, raha ny ao amin’ny asa soratry ny mamatonalina. Heverina anefa fa hanampy ny rehetra amin’ny fahafantarana ity mpanoratra va...
Le tsy manjary ty!
Rtoa margueritte 57 taona v mpampivelona anjoba fenoarivo 09 marsa 2012 tao an-trano fonenany 08 ora maraina ny amin’ny zaza tsy ampy taona mitondra vohoka sy ny fanabeazana aizana atoa randriamanantena 58 taona l adjoint chef district ampasimpotsy 12 mars 2012 tao amin’ny biraony 09 ora maraina
Fafana maneho ny famadiham-pamaritana 49
Tsara aloha ny mamaritra ny atao hoe foko ety am-piandohan’ny tantara. Azo lazaina fa ny voalazan-drazafintsalama no hitanay fa mifandray akaiky kokoa ny momba ny tantaran’ny marofotsy. Izao no filazany azy hoe foko- clan- antokom-pihavanana mitonon-tena ho iray razambe nihaviana, saingy tsy afa- mitantara tetiarana az...
Vontirika vontiritirika mamontirintirika
Nisy ny fotoana nampalemy fo ka voton-dranomaso.
Anatrehan ny hamafin ny fony intsony i dada sy i neny dia tratry ny hanin-janaka mahavaky fo. 90 i benja, no namany naneho ny fitiavany an i sahondra tamin izay rehetra azony natao i benja dia nampiseho firaisankina taminy, ary tsy nisalasala nanolo-tena nisolo azy tamin ny fampianarana. 91 i dokotera ramiarana sy rasa...
Ny tantara manko natao hahaliana ny tantara manko natao hahaliana
Fitsikerana ny tombana
Reraka ny vavako! Miantsoantso mba hitiavana. Isika rehetra mba hihavana.
Eo ambanin’ireo rehetra ireo ny adiresin’ny mpanoratra sy ny edisiôna namoaka ny boky. Ny takila manaraka kosa dia ahitana toy izao ahitsio ny diso ato amin’ity boky ity , hita amin’izany ny pejy, ny andalana, ny diso ary ny marina amin’ireo teny diso ireo. Rehefa avy notanisaina ny endriky ny boky fa velona indray dia...
Araka ny fahitana ny fitsinjarana asa dia tsapa fa miezaka tokoa ny mpampianatra hanatanteraka izay voarakitra ao amin’ny votoatin’ny fampianarana taranja malagasy. Natao izany mba tsy hahalatsa-danja ny fanabeazana omena ny mpianatra marenina.
Loharano rakotomalala solonirina herizo, saripika 06 oktôbra 2015
Havatsa u. P. E. M sy ny fi. Mpi. Ma. Nasiana teny manokana ihany koa ny momba ireo fikambanana maro nisy azy. Ireo fikambanana roa ireo anefa no tena nitanany andraikitra goavana indrindra tamin’izany, ka nasongadina manokana. Nisandrahaka tamin’ny tara-kevitra maro samihafa ireo asa sorany, fa ny fanabeazana no tena ...
Carburant nombre nombre de prix unitaire mga montant en ariary
Calendrier pré- établi
Matoanteny enti-maneho hevitra
Tsy ny sary ihany no hazavain’ny soratra, fa misy koa lahatsoratra saro-draisina raha tsy asiana sary. Amin’izay fotoana izay dia ny sary indray no mandrakitra ny hevitra tiana hampitaina amin’ny soratra. Izay fifamenoan’ny soratra sy sary dia azo fehezina amin’ireto anjara asa enina ireto anjara asa fampifandrafetana ...
Asandrato asandrato lahy hanako na-dohasaha ny kalon’ny fahiny ny tsantan’ny fanahy hamonto ny aty fon’ireto mpivahiny, trotraky ny lalana asandrato lahy hanako an’efi-tany ’lay vazo fahagola, ny hiran’ny tsiahy handrodana ny mandan’ny tsikalakalam-bola irifan’olo-maro. Tsy tokony ho kivy amin’izany fanandratana izany ...
Hieritreritra aho i. F tak 69
Vokatra miakatra kg
Tari-dalana hoenti-manadihady, ny finoana sy ny fomba malagasy, edisiôna md paoly, antananarivo, 147p rakotomamonjy, jean d 2012 anthropologie de la religion, cours du premier semetre riviere, claude
Op. Cit. Tak 83
Raha afaka ny tsiny fanalan’ny vava, ny hasina sy ny arahaba dia tahaka ny masoandro mirotsaka avy eny atsinanana, ka mieli-patrana amin’ny tandrify azy tsirairay.
O! Ry tanoran’i gasikara manasa anao re mba hilalao lalao inona ary ro hatao vakodraza? A, fomban-drazana
Ny lehibe tsy mandritra ny androm-pahazazana ihany akory no volavolaina sy beazina ny olona, fa mandritra ny androm-piainany manontolo mihitsy. Ireo izay efa manana tokantrano, nahatody hatramin’ny voady teo anoloan’ny alitara, kanefa toa tsy mahatanteraka akory ilay hoe ho tia anao. , na an-kasoavana na an-karatsiana,...
Ny isan’ny mpianatra39
Araka ny hevitry ny mpanoratra mpandinika
Mazàna no ampiasan’ny mpanoratra ity sarin-teny ity. Ahitana ohatra amin’izany ireto ampahana teny vitsivitsy horaisina ireto toy izao ny fanontaniana tsy mila valiny nataon’i mbola tamin’i mino ao amin’ilay tantara hoe raha sanatria ka tsy tonga izy mbola malagasy indry vao kristiana sa kristiana vao malagasy? 109 nat...
Araka izany dia manome fahafinaretana ny maso ny rano mandeha sy ny làlana izorany ka tsy ny mpifankatia eo an-toerana ihany no voasintony fa ny mpizahatany koa v a tak 86
Habaka hita maso na tsia
Hainteny; ary voalazan’ny mpandinika fa eto amintsika irery ihany no manana izany hainteny izany eran-tany. Hita izany amin’ny alalan’ny fisian’ireo haiteny somary ohabolana.
Hevitra ihany koa ny fanoharana mba hampivoitra tsara ny fomba fijery tiana ho eken’ny itenenana. Tsara antitranterina fa tsy dia azo ampiasaina matetika ny fanoharana amin’ny fandresen-dahatra satria mitaky ny itenenana hiditra lalina any amin’ny tontolon’ny fanitaran-tsaina ka mifidy sarangan’olona iantefana mba hamp...
Celles de l’etat récapitulatif
Mamintina izay voalaza teo aloha io fehezan-teny io sady manantitra fa marina tsy azo lavina ary tena vokatry ny fo izany. Nolaroana suspension amin’ny hoe ka izao ihany ny filazan-javatra. Ka zovy no tsy hiherika na tsy hanongilan-tsofina raha sendra izany teny izany ? Sarin-teny mampiandry ny mpihaino amin’izay mety ...
Teny fitiavana 108
Manoloana ny fahabanga-toeran’ny ray aman-dreny ao an-tokantrano, tsy maintsy misolo vaika ny akalana ny zoky manao ny asa tokony hataon’ny ray aman-dreny. Lehibe indrindra amin’izany ny fitaizana sy fanaraha-maso ny zandry.
Nisongadina tamin’iny zana-pizarana iny fa mifamatotra tanteraka amin’ny fivoaran’ny zava-misy ao amin’ny fiarahamonina ny vontoatin’ny hira gasy. Sehatra telo no efa nivelarany ny vohitra mifanila, imerina sy ny faritra nifandray taminy, i madagasikara manontolo. Anjara asa roa nifanosona no notanany hatrany am-piando...
Tsiambanindahy zavamaniry maniry amin’ny hazo lehibe efa boboka na tsia. Endriky ny
Be ny tsy ambara telo izay miteraka alahelo nefa angamba be kokoa ny zavatra tsy ambara roa fa kobonina ao anaty ka avela hikiky ny aty be ny adin-tsaina lalina tsy ahitana tory ny alina ao ny tena manahirana nefa afenina amin’ny tsiky sy tarehy miramirana. Mitsakotsako anaty ireny zakaina tsy an-kiteniteny ka ny naman...
Marina ny an’ise ekeko amim-pahatsorana hay tokoa moa ’ty ’zaho nampanantena fanotorana heloka be vava maro indrindra indrindra ireo fandovana saingy fa ankehitriny, gina, sina, tsy nivolana.
Ny dina dia afototra amin’ny fampandrosoana ara-toe-karena sy fiarahamonina; mba hahatonga ny dina ho fitaovana mahomby amin’ny fampandrosoana.
Nahoana itony tava no malomalo-dava, nahoana raha mazava ny ora tsy misava?
Om gui 24 01 1992 17h abj
Ambatondrazaka
Ruth finnegan 1977
Alexis ruffin rakotozafy, ambioka, taona faha-11, lah.99 22siméon rajaona, zava-kanto vita amin’ny teny. Edisiona faharoa. 23 harisoa juliette razafindravony,2007, ny literatiora tambatra, doktora, p. 147 24 jakobson roman, huit question de poétique, texte traduit du tchèque par marguerite derrida, p. 31 qu’est -ce que...
Teôria vitsivitsy diso mahakasika ny fiforonana sy ny fivoaran’ny finoana ny antrôpôlôjia dia miasa sy tena mifototra amin’ny ankehitriny. Noho izany, tsy mitombina izay teôria mifaka amin’ny vinavina. Ny tantara no natao handalina ny lasa ny fiforonany sy ny fivoarany ny fironan-tsaina naturisme izay nifantoka tamin’n...
Tamy tamitamy
Madagascar toute une histoire. Pdf 5 septembre 1996 moins chanceux que son homologue américain qui réussit de justesse à éviter un empêchement par le congrès, zafy albert tombe sous le couperet de l’empéchement par son assemblée nationale. Destituion de zafy par la haute cours constitutionnelle hcc la gestion du pouvoi...
Rajaona siméon.
Resté dans la langue anglaise, où il est apparu dans un contexte très différent à partir des années 1970 celui de l’entreprise, à travers l’expression de corporate governance gouvernance d’entreprise c’est donc à partir du secteur privé qu’a resurgi cette notion, qui désignait alors un mode de gestion des firmes fondé ...
Fa ny ain’toy ny zavona, voa savan’hain-andro ny olo vonin-javatra, malazo, miraraka.
Manala izany, any
Ny uree dia alohan’ny hiavian’ny orana no hamafazana azy. Tany madio tsy misy ahi-dratsy no hamafazana ny zezika mba tsy ho lanin’ireo ny tsiron’ny zezika.
Saingy indrisy fa mazàna tsy hita intsony izay ho raisina! Na tsy ampy ny hividianana! Aiza ary no handrosoan’ny zanak’ireo tsy mba manana? Vola! Izay mandeha! Indrindra ange fa hoe ny boky vetivety ianao dia ritra, ka mirodana ny toky! H. A, fiz ii tsy eo amin’ny fiainana andavanandro ihany no nahasarotiny ny mpanorat...
La securité de la population est assurée, les enciennes portes de la ville sont abandonnées -début de l’influence française en architecture, les maisons à tout carrées
Tatitry ny fanadihadiana
Ny tanjona amin’izany dia fanazavana ny fototra sy ny antony nahatonga ny mpahay lalàna nametraka io lalàna io, fa sao dia misy mieritreritra ny vahoaka fa ny mpitarika ny dina no mamorona sy manery azy hanao izany. Izany fanazavana izany anefa dia arahina adihevitra fa tsy hoe manaiky be fahatany ny vahoaka na terena ...
Trois niveaux
Momba azy amin’ny ankapobeny ilaina fantarina ny mombamomba ny mpampianatra rehefa manao fanadihadiana tahaka izao, mba hahalalana ny mety ho fari-pahalalana ananany. Antoka iray mampahomby ny fampitana ny fahalalana mantsy ny toerana misy ny mpampianatra.
Tsy ny alahelo ny lasa hatrany anefa no nandanian ny mpanoratra ny vetsovetsony, fa mba nisy koa fotoana natokany hankafizana ny zavaboaary manodidina azy. Ndeha hojerena eto amin ny zana-pizarana manaraka izany.
Ts imanato ragly
Ny famadihana mamy ny aina hoy ny olona ; mamy koa ny razana nahazoana azy. Na olona ambony ny razana, tamin’ny fotoana nahavelona azy tety ambonin’ny tany, na olona ambany, ny razana razana ihany. Izy ireo no ahazoana tsodrano, izy ireo no maha-olombelona ny olombelona 83 tsy misy tsy manaiky fa raha tsy ny razana tsy...
Potsitra potsipotsitra mamotsipotsitra
Ny eto an- tratra aza ity tsy vita folaka. Mitatra am- pitoerana ny olana mitranga. Nefa ve dia mainka toetra vangavanga no amakiana lay izato lala- miolaka?