text stringlengths 10 11k |
|---|
Fitaovana fotoana lany amin’ny 1ha solika lany amin’ny 1ha herin-tsandry amin’ny 1ha omby 8 andro asesy kibôtà 8 ora 5 litatra mamily mitsangana tirekitera 2.5 ora 60 litatra mamily mipetraka |
Charles ravoajanahary, fanasina, fampianarana sy fanadihadiana ny literatiora malagasy , taona faha-11, 10.02.1968, lah 539. |
Hisaotra an’i jehovah izay manome saina ahy aho salamo 16 7 a |
Jereonao ity firenena mitomany, mahonena mosarena sy mahantra ray ô, iza re no hiantra ? Ireo mpitondra toa variana miady lahy, tena sondriana mitady izay ho azy ihany, ho aiza re ity tany ! |
Fanasokajiana ny gazety izay asa izay. |
Azonao onenana tsy misy fanoherana raha alevinao ny fibodoana toerana |
Sarotra, hoy izy, ny hilaza fa vetivety dia matotra aho satria taizan’antitra, saingy tsapako fa mbola kely aho dia efa sahy nandray andraikitra, ary vonona ny hiatrika zavatra kokoa raha miohatra amin’ireo ankizy nitovy taona tamiko. |
Nampianatra |
Ny tantara an-tsehatra tantara notsoahina tao amin’ny baiboly, ary lalaovina an-tsehatra , notononina am-bava ny tantara, saingy nisy ampahany nohiraina. Ohatra ny nahaterahan’i jeso, tantaran’i daniel. Io no hanome ny endriky ny tantara an- tsehatra taty aoriana misy hira sy anatra. |
Mitety taona maro, seho tao anatin’ny anatin’ny ora vitsy ny fotoanan’ny mety handalo minitra vitsy ny vanim-potoana tantara vanim-potoana roa -olona vitsy, tiana haseho. Ny mpandray mifanarakaraka. Notsongatsongaina olona vitsivitsy anjara -sokajin’olona -ety, tsy dia afaka afaka mifandimby |
Ny fanadihadiana ny tantara foronina tamin’ny alalan’ny fampiharana ny lalantsain’i claude bremond izay haifitantarana dia nahitana fa ny fanarahana ny fenitra kristiana no fototry ny fahasimban’ny taranaka. Ny famahavahana ny rafitry ny tantara izay mitondra mankany amin’ny fahalalana ny tara-kevitra voizin’ i clariss... |
Ohatra, in-gra-ti-tu-de ! V. A lah 44 maneho ny fihetseham-pon’ny mpanoratra teo am-panoratana io lohateny io. Tiany ho taitra sy hihetsi-po toa azy koa ny mpamaky tsirairay. Raha ny hevitra asehony ao amin’io tononkalo io mantsy no jerena, dia tena mampihetsi-po lalina tokoa. Satria ireo 4mi efa miaina ao anaty fahant... |
Mpankafy sy mpiangaly ny kanto ny mpanoratra nasolo, maneho izany, ireo karazana asa soratra maro novokariny sy ny fahaizany manao sary ary mitendry zava- maneno valiha olon’ny fiarahamonina izy manana ny maha-izy azy manokana eo amin’ny lafiny fifandraisana, na ny toetra ananany, na ny fomba fiasa. Mivelatra amin’ny s... |
En général, l’audit interne est un outil de gestion efficace pour l’entreprise car il permet à la direction générale de mesurer l’efficacité du contrôle comptable et financier et la qualité de l’information financière produite assurer du respect des politiques et des procédures de l’entreprise identifier les modificati... |
Il arrive que parfois les membres lettrés de certaines associations développent un complexe de supériorité vis-à-vis des illettrés. Ils donnent l’impression de tout savoir, de détenir la vérité et sous-estiment les autres. |
Alaotra mankadiry ilay zokin’ny farihy dia hitanao mihitsy fa tsy mba laza intsony ; ny hazandrano ao, ny vorona mandihy, harefo sy zozoro, voahirana mamony ! |
Ara-kevitra kosa indray, ny atao hoe fitsikerana dia fijerena ny lafy ratsin’ny hevitr’olona iray, ary miezaka manome hevitra vaovao, miaraka amin’ny porofon-kevitra mba hoentina mandresy lahatra ny itenenana. Ho mariky ny fahalalam-pomba anefa, dia tsy maintsy tohanana ihany aloha ilay hevitra, izany hoe, jerena ny la... |
Nify nifinify manifinify |
Sarin-teny azo avy amin’ny teny roa mifamaritra nefa mifanipa-kevitra, na teny roa mifanipa-kevitra nefa mamaritra teny iray ihany 45. |
Raha io lafiny iray io izany no dinihina dia mitombina ary marina ny fanenjehana ny fiangonana katôlika ho tsy manaja ny miralenta. Ny tena antony tsy andraisana ny vehivavy ho pretra aloha hatramin’izao dia ireo boky mirakitra ny lalàn’ny fiangonana no milaza izany. Rehefa niezaka naka fanampim-panazavana tamin’ny tom... |
Ny fahatsapan’ny mpianatra ny zava-misy mandritra ny fampianarana. Isan’ny mpianatra isan-jato mazava tsara ny fampianarana |
Ireo karazana fety amam-danonana no tondroina amin’ny hoe kerimesy eto. Mety ho fetim-piangonana io na ihany koa fitokanana zava-bita toy ny toha- drano ; sekoly, ets. Isan’ny ankafizin’ny olona ny rango rehefa fety toa ireny. Kendren’ny mpikarakara ihany koa izay hampiala voly ny olona nefa tsy mandany volabe. Tsy dia... |
Anisan’ny endriky ny fitiavan-tanindrazana ihany koa ny fanehoana fifaliana, ny fireharehana mihitsy aza raha misy malagasy iray ra amin’ny tena mahavita zavatra goavana, toy ireo mpilalao baolina lavalava sy mpitaingina bisikileta. |
Nandray anjara betsaka tamin’ny fampandrosoana ny asan’andriamanitra ratsimba georges. Teo aloha ny fandraisana andraikitra tamin’ny fandrindrana ny fetin’ny noely izay betsaka no mihevitra fa fetin’ny ankizy madinika ihany koa. Nirotsaka an-tsehatra tamin’ny fampianarana hira ireo ankizy izy; fanitarany ny ambaindain’... |
Tsara homarihina fa amin’ireo lohateny naseho ao anaty fàfana ireo dia misy ny mandray roa. Izany hoe ahitana endrika rima roa samy hafa ao anatin’ny lahateny iray. Ireto avy izany nipaika ilay ora; ahitana rima mifanjohy sy rima anaty, midoladola moramora; sady misy rima mifanjohy no misy rima tokana, ry rivotra ambad... |
Kim ill sung, ho an’ny fampiroboroboana ny fambolena any amin’ny firenena afrikana, sme antananarivo, 1982, tak 42 |
Un premier groupement de trois fonctions engendre la séquences élémentaire |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale c. A. P. E. N. |
Ras oahary mpitsabo gasy? Gaga |
Ou quand il s’attribue les qualités particulières d’une plante algue andriamatoa est une algue il se fixe sous l’eau, mais il est facile à couper |
Olon-dehibe mitsitokotoko eny an-tsisiny eny manara-maso ny ataon’ireo ankizy. Manolotra fanabeazana eny an-tsefatsefany eny izy. Faty antoka no azon’ny ankizy tsy tia milalao an-kira miaraka amin’ny namany. Tsy be teny, be eritreritra lasa tanora ho azy ny zaza tsy tia milalao. Tena maneho tontolo ambanivohitra mahafi... |
Mitandrema fa misy miandry ao ivelan ny vavahadinao misy efa mijery izay mivoaka sy misitra ato. Andln 16 18 |
Fanasokajiana araka ny taona na dia samy mizara telo aza ny mpanazava sy ny tanora advantista dia ahitana tsy fitoviana betsaka eo amin izy ireo. Araka ny hita tery ambony, na dia efa voasokajy isaky ny klioba aza ny ja dia mbola misy fanasokajiana araka ny taona indray. |
Bonnet, francis, oliver degryse management associatif, bruxelles 1997, p.146-149 |
Ny endriky ny feo rehefa tovanana ny teny mitsatoka |
Ampiasain-dratsimba georges ny teboka roa rehefa hampiditra tenin’olona izy. Toy izay hita amin’ity tononkalo mitondra ny lohateny hoe gaga! Ity. Niteny tamiko ianao hoe kaloy kely ny fitia |
Ohabolana samy hafa ny amin’ny tsi-fitovian’ny toetry ny hendry sy ny adala, mbamin’ny valin’ny ataony avy. Ohab 10 1. Ny zanaka hendry mahafaly ny rainy; fa ny zanaka adala mampalahelo ny reniny. Ohab 10 2. Ny harena azo amin’ny tsy marina dia tsy mahasoa na inona na inona; fa ny fahamarinana no mamonjy amin’ny fahafa... |
Aza be tati-bolana tahaka an- drabevava sao dia mifanena amin- dratatikafe ka mikoriana tsy mijanona ny lainga rehetra. |
Ora 20 ora |
In v. A, tak. 1 nataon’nympanoratra nampibaribariana ny tsy fazakan’ny malagasy ny endrim- pitolomana nisy teto madagasikara ny rima mifanjohy, araka io tononkalo io. Nanaiky tsy sazoka izay nataon’ireo olom-bitsy ny vahoaka, na dia tsy mety aza izany. Nanaraka teny koa ny fahantrana, izay voarakitra ato amin’ity andin... |
Inona no mbola atao ? Tokony aho hanampy anao ambarao ry neny tiana, sa noho ny tsy fisiana ? |
Indro fa lasa any koa i jaongalia |
Convention fikaonan-doha, fiaraha-midinika |
Ao amin’ny fizarana voalohany no hanoritsoritana ny toerana nanaovana ny fanadihadiana. Nozaraina ho toko telo lehibe izany. Ka ao amin’ny ny toko voalohany no hampahafantarana ny lafiny jeôgrafika, ny lafiny tantara ary ny lafiny mponina. Ny toko faharoa kosa no hanehoana ny lafiny sôsialy sy ny lamina ara-piarahamoni... |
Dianazy diany |
Ny tompon-damba, lesy iroa mijoro iroa, dia lasa toa nasesy alika, ankizy koa. |
Ny fahamarinan’ny ratsy fanahy dia heloka ho an’ny tsy misy fisainana a. P 23 mazàna dia misy mihevitra ho matanjan-tsaina rehefa mitazona ao aminy ny lolom-po sy fankahalana. Izy ireo indrindra anefa no ambaran’ny mpanoratra hoe tsy misy fisainana izany hoe tsy mandinika. Araka izany dia maneho ny fahalemen-tsainy iza... |
Antoka iray mitondra amin’ny fahombiazan’ny fampianarana ny fanaovana tombana. Ny tombana tokoa mantsy no ahalalana izay tafita any amin’ny mpianatra. Ny fanaovana fampiasana na fampiharana dia manamafy ny fahalalana azon’ny mpianatra, ka mampiraikitra kokoa ao an-tsainy ny fahalalana voaray. Matetika mantsy ny mpianat... |
Matetika ny mpiray tampo dia misy fiombonana sy fifanampiana foana. Na dia misy aza eny anelanelany eny ny tsy fifankahazoana. Manaporofo izany ny fifandraisan’i feno sy i bakoly ary i fetra. Amin’ny maha vehivavy sy zokiny an’i bakoly dia nokarakarainy tsara i feno, omeny sakafo. Hita koa anefa ny fifofoan’i fetra an’... |
Rado.1973, dinitra tak.111 |
Lettrés avp lettrés app 2 2,190 -2,854 15 ,012 |
Kisary 1 ny fifandraisan’ireo singa rehetra mampijoro ny serasera am-bava |
Ao a aty alam-bero misy dongon-tany telo ao i kaky ao, i neny izay matory malahelo 2- i y lokon-danitra i y dia miloko mangamanga fahoriana hoatr’ijao ro matetika mpitranga |
Kanto sy raitra ny gasy fanahy ny gasy fisaina na gasy fitandro92 |
Institut supérieur du travail social |
Maro tokoa ny fahoriana mianjady tamin’ny zanak’olombelona kanefa mihoatra lavitra noho izany ny nahazo ny malagasy tamin’ny vanim-potoanan’ny fanjanahantany 105. Ampahatsiahivina etoana fa ny hetraketraky ny vazaha mpanjana-tany tamin’ny teratany malagasy no anton’izany fahoriana izany. |
Fitiavan’olon-droa mahaliana ny mpanoratra maro ny miresadresaka momba ny fitiavan’olon-droa. Voaporofo any amin’ireo asa sorany izany. I randja zanamihoatra, ohatra, dia nilaza fa fa io fitiavana io dia loko mora miofo; fa io fitiavana io dia lainga mahafinaritra, ary io fitiavana io, vovoka mijofo; ary io fitiavana i... |
Ny efitrano ireo akanjo feno haingo hatorian’ny mpanambady vao nanempotra ny fiainany -tak 48 nanjombona ny masony, nanjombona ny tsikiny matroka ny endriny. Nanjombona ny tazany, nanjombona ny heviny malomaloka ibako. Nanjombona ny masony nanjombona ny tazany nanjombona ny tsikiny nanjombona ny heviny matroka ny endri... |
Nahita hevitra aho rangahy f’asa izay mba hevitrao eto akaikintsika eto misy banky vaovao, masoivohon’n’ilay banky misy petra-bolantsika, aleo ao no maka vola f’ao vitsy ny mpanjifa. |
Mpanoratra malagasy. Ahafantarana ihany koa ny maha izy azy ny firenena ny fampisongadinana ny tenin-drazany. I esther randriamamonjy dia manizingizina fa tena azo lazaina fa ny fananana literatiora amin’ny tenin-drazana dia anisan’ny maha-firenena ny firenena iray 62 niezaka nampiasa ireo teny malagasy madio rano àry ... |
Fizarana iii fomba nentin ’ny mpanoratra naneho ny fanabeazana tao amin’ny amboara ako sy antso |
Fafana 13 fandaniana ara-tsakafon’ny akoho efa manatody |
Ny taonan’ny mpianatra |
Ireo olana momba ny fahazoana ny fampianarana tarafina amin’ireo asa tokony hataon’ny mpianatra any ivelan’ny sekoly |
Izany indray ampiana elo, 70 dia elo samy hafa volo ; tafaraka ny roa sy telo ka nmiova re fa tsy ny lolo ! |
Toy ny horirika an-doharano! Maitso mavana ambanin’ny elo! Zay taminy mandina tsara! Zay alofany maitso avokoa! Manganohano raha maraina! Tomarataratra nony hariva! Veloma izy ka madinidinika! Masina koa ka fantipantenana! |
Tsy mitovy hevitra ny samy mpampita hafatra, ny fjkm sy ny metm manana ny azy, ny ekar koa tsy ambakan’izany. Manjary miteraka fizarazarana eo amin’ny samy kristianina izany ary mety hitarika hatrany amin’ny fivakisana sy fifandrafiana mihitsy aza. Tokony hisy fifanarahan-tsaina sy fifampitoviana tadin-dokanga eo amin’... |
Izay ny antony ara-piarahamonina nahatonga azy hanoratra, fa ny trangam-piainana nodiaviny indray no hojerena manaraka. |
Autres services extérieurs |
Tsy niraika firy tamin’ny fambolena akondro ny mponina sy ny manodidina teo alohaloha teo. Ankehitriny mihazakazaka mamboly izany ny mponina. Aman-taonina maro ny vokatra mivoaka. Efa tsy andehanana lavitra intsony ny mivarotra ny vokatra, satria, efa tonga any an-toerana ny mpanangom-bokatra ary vola eo noho eo ho azy... |
L’education a la citoyennete |
Ravelojaona et all, 1937 |
Amin’ny valo no ora marina ka fero ny didy ’zay ampiharina ! |
Ny vatondoso dia vola vy, ka amin’ny maha vola azy izay dia efa nokendrena hitovy lanja avokoa ary tsy misy mihoatra eny fa na kely aza. |
Kilasy mody kilasy mandry kilasy mody kilasy mandry |
Ny fizarana fahatelo farany no namahavahana ny romantisma ao amin’ny tononkalon’i elie raharolahy. Tara-kevitra efatra lehibe no hasongadina ny fanehoana ny fihetseham-po an-kalalahana, izay nihirany ny fitiavana, niventesany ny embona sy ny hanina ary ny fitanisany ny aina sy ny fiainana an-tany. Tsy nijanona fotsiny ... |
Nofy no resahiny eto, nofy tiana ho tanteraka. Matoa manonofy ny olona iray, dia misy zavatra banga ao aminy. Iriny mba ho fenoina io banga io. Mazana ny zavatra nofinofisina no miteraka ratram-po rehefa tsy tanteraka. Maneho izany fahabangana izany ny teboka telo eto. Angamba nisy zavatra banga tao aminy, ka niteraka ... |
Ny fahafantarany ny hahafohy ny andro hahavelomany |
Tongika tongitongika manongitongika manonginongika 686 tongoa tongoangoa manongoangoa |
Paul claudel le poète est celui qui n’utilise pas le langage conformément à la pratique habituelle et utilitaire |
Andeha fa veloma, masina any ho any ry sakaiza tiana ny fo malahelo ka te hitomany fa saingy tsindriana ’lay tompon’ny tany sy lanitra anie hampatsatso ny vahona no sady hampitobaka soa be dia be! Masina, hoy ny rahona |
Dictionnaire encyclopédique illustré, op. Cit, p. 1185 action de personnifier |
Hira miaraka amin’ny dihy sy zava-maneno izay nolovaina tamin’ny razambe. Valiena valilahy valy varangara a viavy vavy vi itra voam-barongy |
Ny fomba filazan-javatra ao amin’ny lahateny manorisoritra |
Mbola misala ihany koa ny sokajin-dehilahy miandraikitra ny fambelezan-kazo amin’ny andro voatokana hanatontosana izany. Any anaty ala no akana ny loka a. Tsy vitan’ny hoe alaina fotsiny fa mbola mila fanamboarana. Mba hampalakilaky ny fanamboarana azy dia misala ny mpambely hazo. Izay no niavian’ny fomba fitenenana ho... |
Asiniony 7 jona 1998 |
Tovo fa inona ihany àry izao raharaha tsy mety vita izao e! Mamindra |
Madagasikara am- perinasa 2007- 2012, t. 19 1 haitarika leadership hadihadio io lahatsoratra io. |
Mandrosoa ry nopepoina, noterena mba hangina, atambaro izao ny ainga indro ny firaisan-kina akopahy ho faneva ! Ampy izay ny samy irery fa na kely aza hono, no miray dia tonga hery ! Gofy izao ny aleoko maty toy izay andevon’olona, raha tsy afaka na lavo tsy mitsahatra ny tolona ! |
Wellek et warren, universalis, tome ii, la nouvelle |
Asehon’ny mpanoratra amin’izany fa saron’ny fitiavam-bola ny fitsinjovana ny hafa. Tsy misy fijerena ny maha olona intsony sao mamono antoka ny tena ny fiantrana ny hafa, eny fa na dia ireo hita fa tojo fahasahiranana aza. |
Tsisy intsony havia, havanana n’inon’inona manjo 40 |
Nanazava tamin’ny mpianatra ny laza adina izy nanome fanitsiana ny mpianatra izy, izay heviny manokana. Toy izao izany fd ny adidin’ny tsirairay amin’ny fikatsahana ny rariny. Olana mitaky inona amin’ny tsirairay ny fahazoana ny rariny? Hd 1 mitaky fisaintsainana mitohy sy lasa lavitra ny rariny. Zk 1 ilaina ny fahaiza... |
Ny adin’ny fo sy ny saina manoloana ny faharavan’ny fitiavana no tena nasongadiny amin’ity endrika iray ity. |
Isan’izany ny fanandratana ny vakoka tefy tanimanga mba hoentina mampandroso ny vondron’olona ifotony. Ny tanjona ankapobeny hotratrarina amin’’ity asa fikarohana ity izany dia ny fanandratana ny vakoka tefy tanimanga ao mandoto fa eo ankilan’izany dia misy tanjona fanampiny roa no tiana hokendrena ny fampahafantarana ... |
Fandraisana an-dramavo hiasa tao amin’ny hôpitalin’i moramanga, afaka iray volana sy tapany taorian’ny nahatongavany avy namita ny fianarany |
Ny epe eo amin’ny fotoana anaovana epe ao an-toerana no fotoana ahafahan’ny mpampianatra ny taranja malagasy ao an-toerana, ao anatin’ny sekoly, mifampita fahalalana sy mifanakalo hevitra ary mampifandrindra ny fomba entina mampianatra mba ho fanatsarana azy. |
Andro faha 1 3 22 |
Nitohy toy ny fanao isaky ny alahady ny fotoam-pivavahana raha tsy tany amin’ny fisaorana sy fifampiarahabana. Toy izao no niseho ny fanomezana sy fankasitrahana natolotra ireo ray aman-dreny am-panahy toy ny pretra sy masera dia natao toy ny fanaovana velonavelo amin’ny savatra aty amin’ny antemoro ; izany hoe, ny var... |
Ka ino koahy hoy i, ihinananao kapikiko o? Inona no ihinananao io voanjoko io? |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.