text stringlengths 10 11k |
|---|
Sambatra aokizany ny saina amam-panahy mijery izato tany ambinin’ny mpitahy maitso ketsa fatratra mangalatra ho mavo midika f’efa hiakatra ireo salohimbary. Ary ny mpitsemboka, tazako fa ravo tsindrian-daona hanavaka izay tsimparifary ! |
Saika ahitana ity endrika tsotra ity avokoa ny tononkalon’ny mpanoratra. Amin’ny asa soratr’i asiniony dia miseho amin’ny andalana lava sy amin’ny andalana fohy izany. Ohatra tsy miova 201 |
Ento am-panoratana aho tsy tana fa mihomehy irery mahatsiaro ilay ianao niafenako dia very. |
Viii. Tranon-kalam-pifandraisana 1- oemc-men yahoo. Fr 2 des besoins. 3 4 2010 5 6 7 02 12 2015 |
Ny dingana voalohany fanarahana seminera mikasika ny ’’antrôpôlôjia sy ny fampandrosoana’’ |
Azo lazaina hoe renifeo tapany ireo feo mandray roa, dia ny feo w, j ka sady manana ny endriky ny zana-peo no manana ny endrika renifeo izy ireo. Ny fiasany ao anatin’ny voanteny no ahafahana manavaka azy ireo ho zana-peo na renifeo. Renifeo izy raha mialoha ny zana-peo, na koa rehefa eo an-dohan-teny ohatra |
Manuel d’histoire de madagascar champus et dandouau ed. Larose |
Nampiasa ny fahaizany miresaka sy mampitony tokoa ny dokotera teo am-pilazana taminy ny zava-misy, satria tsy azo atao velively ny manaitra azy indray. Mody nanary dia azy tamin’ny resaka somary vazivazy mampihomehy aloha ny dokotera sady nitsapa ny fahatoniam-pony sy nanomana ny sainy hahery tsara vao namboraka ny ten... |
Ny hevitry ny anarana hoe akama |
Toy ny natao tamin’ny paikam-pampianarana voalohany, haseho mifanesy eto ireo lesona roa nampiharana ity paikam-pampianarana faharoa ity. |
R1y vatosoa atao hoe marbrn izay mianlomboka halrao ambatofinandrahana. Misy ao aminy koa ny karazam-batosoa maro hatramin’ny volamena ary maro ireo mpitrandraka vatosoa mlfana1etsaka mihady izay tadiaviny. Saingy tsy misy lana raha-maso moa ireny, tsy misy ilayataohoe cahierdecharge |
Rahaja 1992 |
Fizarana i jery faobe momba ny lohahevitra |
Tsy nisalasala izahay ny nangataka toro-hevitra tamin’ireo namana sy ireo zoky tany aloha tamin’ny fotoana nilànay izany. |
Fanoroan-takila 1 lisitry ny fanafohezan-teny 4 lisitry ny sarin-tany 4 lisitry ny sary pika 4 lisitry ny fafana 4 teny fisaorana 5 fintina 6 resume 7 abstract 8 teny fampidirana 12 0-1-sehatra 12 0-2-lohahevitra 12 0-3-petraka olana 13 0-4-ireo mpialoha lalana 14 0-5-petra-kevitra 15 0-6- fomba fiasa 16 0-7- haitsiker... |
Ny hoe manoro hevitra dia manampy azy amin’ny alalan’ny dinidinika hahafantarany tsara ny mombamomba ny fiarahamonina hahaizany hanavaka tsara ny tena olany hahitany ny vahaolana sahaza azy handraisany fanapahan-kevitra hanatanterahany asa an-tsitrapo |
Ankehitriny fa nandre izany. Voahary ! Ankehitriny, dia efa |
Fomba fampitan-kevitra |
Ny ceres dia fandaharana asa tontosain’ny fikambanana promes, nanomboka tamin’ny taona 2006. Miompana amin’ny tontolon’ny fampianarana sy fanabeazana ny sahanasa ataony, any amin’iny faritra ambanivohitra matsiatra ambony iny. Ireto avy ny mpiara-miombona antoka aminy ny fikambanana iraisam-pirenena iecd, ny dren matsi... |
Izany hoe rehefa tsotra na tsara toetra ny olona nampandraiketana lahasa iray dia ho fihetsika voatandrina sy voadinika tsara hatrany no asehony sy ifandraisany amin’ny manodidina azy. |
Ny anjara asa fampiontanana fonction expressive, émotive ny mpandefa no tena fototry ny fiontanana amin’ny alalan’ny famaritana mazava ny fihetseham-pony sy ny toe-pony ary ny fiheverany manokana ateraky ny maha izy azy manoloana ny zavatra ambarany. |
Vhl nanao fiaraisana ara-nofo tamin’ny mpampiasa izy mba hahazoany ny karamany iray volana ol nitoe-jaza vokatr’ilay takalom-patsa izy |
Ny hany azo atao mba iononanao ndeha! Tahafo ny toetrany velomy ny talentany saino ny tantarany ento ilay anarany. |
Dikan-teny malalaka nataonay araka ny nambaran’i menrs madere, 1999pédagogie de groupe à madagascar, une technique pédagogique simple qui permet de participer, d’intéresser, de prendre en compte et en considération tous les élèves d’une classe sans aucune exception. P22 |
Aml3 tak 109 nony vita ny sakafo, dia nasain’i andry nandalovana teny amin’ny toerana misy ny fonenan’ireo mpiasa ao amin’ny laboratoara kruger. Natoron’i fredina tsy am- pihambahambana izany . |
Indicateurs de l’équilibre financier7 pour analyser un tel bilan, deux questions peuvent se poser l’entreprise a t elle réussi à financer ses besoins permanents par des ressources permanentes ? Les capitaux permanents arrivent ils à financer les besoins à court terme ? |
Tsy dia ahitana fanovan-javatra ireo tononkalon’i er marina’h nokirakiraina. Noho ny asa sorany mitantara mivantana sy miharihary ny zava-nisy teo amin’ny fiarahamonina ary ny tolona nitranga teto amin’ny firenena no mety ho anton’izany. Tsy miolakolaka izy, fa miteny mahitsy, mba ho takatry ny mpamaky avy hatrany ny t... |
Mamoy ny antenaina , isan’ andro , isan’ ora fitia very maina manonja tsy tola ! |
Lalantsaina fanandratana vakoka na patrimonialisation isan’ny takila 88 isan’ny saripika 9 isan’ny saritany 3 isan’ny fafana 2 |
Isa azon’ny mpianatra 2nde 3, taranja malagasy, telovolana i sy ii, lisea saint antoine ankadifotsy, taom-pianarana 2011 2012 91 45. Taonan’ny mpianatra 2nde 3 lisea saint antoine ankadifotsy sy 2nde 1 lisea jean joseph rabearivelo analakely, taom-pianarana 2011 2012 91 46. Isan’ny mpianatry ny lisea jean joseph rabear... |
Eny no mivory ny hehy saika nisy toa aloka matory mirakotra indrisy |
Ataoko varo-boba amin’ny vidiny mora tsy takatry nymaro ny fitiavako anao ekeko daholo ekeko manontolo izay rehetra sitrakao izay fahasambaranao mahazo ianao manafy ny fo matanjakao mahazo mampirafy manao izay tian-katao fa izao kosa monja aza hadinoana aky fa lafo varo-boba taminao ilay fitia ka ny fonao ihany no aza ... |
Ny fiainan’i miaro taorian’ny fanambadiany 58 |
Famintinana ny fizarana fahatelo |
Ragon op cit disons que la littérature d’expression populaire est populaire par son expression p 16 |
Ny sorona tontosaina ny sorona dia fomba fivavahan-drazana natao ifandraisana amin ny zanahary sy ny razana mba handrindrana ny fifandraisana misy eo amin ny olombelona sy ny tontolo manodidina azy ; ka aseho amin ny alalan ny famonoana biby eo amin ny toerana izay heverina fa masina izany. Ny zava-mitranga sy miseho e... |
Tao amin’ny fizarana voalohany no namaritana ny hodidin’ny asa. Hita tamin’izany fa mifamatotra ny asa ampanaovina ny mpianatra sy ny hairaha. Enti- manombana sy manetsika ny hairaha ao amin’ny mpianatra ny asa asaina ataony. Raha tiana ny hampivelatra ny hairaha ao amin’ny mpianatra dia mila omena asa mifanaraka amin’... |
Ny famaritana araka ny endrika isehoany |
Tany ary no hadiana ka tany ary no hadiana ka aza varimbariana fa tany ary no hadriana miaraka amin’ingahy ndriana! Ka tany ary no hadiana ka aza misy sondriana fa tany anie no hadiana misy kosa ny rango malala-drafitra izany hoe tsy ahitana rima miady mihitsy toy ny hita ao amin’ny hoe madiva madiva |
Voafidy ho loholona tao amin ny f. J. K. M andrainarivo izy. Mpitarika sy mpanolo-tsaina ary mpanabe ny mpiangona no asany amin izany. Mpamolavola ny hevitra enti-mampandroso ny finoan ny fiangonana ihany koa. |
Amin’ny famariparitana ny toetoe-kolontsain’ny vondrona voadinika sy ny fepetra isian’ny fiheverana samihafa ao anatiny vondrona izany. Ny teny amam-pihetsika entin’ny olona mifandray sy maneho hevitra no vavahady nidirana tamin’ny fandinihana. |
Notion sur la démocratie et l’éducation 1.2.2.4.1 la démocratie dans le monde de l’éducation malagasy comme nous l’avons affirmé, le droit à l’éducation est un droit universellement affirmé. Chaque être humain est libre d’avoir les types d’éducation qui lui convient. Dans ce travail de recherche, nous évoquons l’import... |
Fandinihana izany, manaraka azy ny lamin-kevitra ary miafara amin’ny fanaporofoana |
Hafiriana no nipetrahanao tato anatin’ny fokontany? 2. Ahoana ny fifaneraserana eo amin’ny samy mpiara-monina? 3. Ahoana ny fahitanao ny fonenana ety amin’ny fokontany? 4. Zanatany sa mpiavy? Raha mpiavy avy aiza? 5. Mpanofa trano sa tompony? 6. Inona azonao lazaina mikasika ny mponina ety amin’ny faritra avo? 7. Araka... |
Ngôma lahôsanao zaho o |
Takila fehezanteny nakana azy ny anarana efa niova ny tiana hotondroina 17 tiako raha halain ny paosiko avokoa ny zavatra tiako ho azo eny amin ny mpivarotra isan- karazany eny. Paosy te hanana vola hoenti-mividy izay tiany sy iriny. 18 te ho rangahy rangahy manam-bola 29 aiza ve ka ny aiko miempaka sady mandady no ho ... |
Ao, nefa tsy maro, ireo manokam-pifaliana madio hiadanan’ny fony, nefa na dia ireo koa aza dia mbola manana aina nefa maty ihany koa! Inona ihany ity aina ity? Ao, sady betsaka, ireo manolokolo tokan-trano araka izay tratry ny heriny amin’ny fampiasana izao sy izao, ny mahasoa sy ny mahasalama, nefa tonga ihany ny |
Araka ny efa novahavahana tany amin’ny fizarana voalohany, dia kolontsaina miorina amin’ny asa soratra ny s. M. Izany indrindra no hanaovana izao fanadihadiana ny s. M malok’ila 1-5 izao. Ny marina dia asa soratra maneho tantara izy ka manao randran-tarihina ireo seho samihafa tantaraina ao anatiny. Tsy maintsy aorina ... |
Rakotonirainy joseph fahendrena malagasy, t. 70 |
Moa hilaza misitery , zava-miafina ao am-pita, ka hamboraka ny miery ao ankoatry ny tsy ho hita? |
Teto amin ity toko ity indray no nanolorana ny tantara ny niandohan ny fiangonana ôrtôdôksa teto madagasikara. Voalohany dia nojerena ny tantaran ny fiangonana tao antanimena izay tantara nifanindran-dalana tanteraka tamin ny nahatongavan ny fiangonana ôrtôdôksa teto madagasikara, satria izy no fiangonana ôrtôdôksa nao... |
Rédiger les procédures de traitement comptable et financier |
Fotitra fotipotitra fotorina |
Raozy sy kanto, ravaky ny tanimboly zaza hendry sy mandroso, reharehan’ny sekoly ’zaho kosa, asa loatra, fa voagejam-panangoly ’lay anjely soa fahiny, niova saina ho devoly. |
Memoire pour l’obtention du certificat d’aptitude pedagogique de l’ecole normale |
Isa 0,5 4 13.33 |
Faingàna, ry poety ! Faingàna f’aza moana ! Tonga ny fotoana ! Di. 1. Poety malagasy santa-bary, tak. 106 |
Haifampianarana ny fanabeazana momba ny tontolo iainana ao amin’ny taranja malagasy |
Matoa ho’aho teto, matoa ohatra izay tsy fahatsiarovana be manahoana fa embona kely nisisika ihany dia embo-manery ny fo tsy afa-tsaona! |
Mall akony. Fanab azana moov. Mg |
Ny fitsinjarana asa |
Samy omena anjara mitovy ny lehilahy sy ny vehivavy misy ireo taratasy maro izay nosoratana ary tafiditra ho anisan’ny boky mameno ny baiboly. Maromaro izy ireo ary any amin’ny faran’ny baiboly no mirafitra. Ny voamarika voalohany dia ny fiezahana hampitovy izay teny miantefa amin’ny lehilahy sy ny vehivavy. Anisan’ny ... |
Sangasanganehana aho ka hany sisa heriko dia ny hitazana azy akaiky izy tena izy sao mba fantatro eo fa ny fijeriny androany ny fitsikiny anio mba foiny ho ahy irery fa tsy zaraina intsony izaho nijery sary |
Misy anaran-tany tsy mandray tovona u- tahaka ny anarana buki na bukini iantsoana an’i madagasikara, kenya, tanzania. I eorôpa dia antsoina ulaya. |
Asa fikarohana ahazoana mari-pahaizana maîtrise es-lettres |
Anatra tsy misorona no nataoko hoy rainijery, ary mbola ho hitan’ialahy ihany ny fahamarinany; fa niely vetivety kosa ny filazana ny fifanarahana nataoko tamin’ ireo izay niasa ny taniko ka tsy ela dia maro ny olona tonga nanatona ahy, nitady fifanarahana koa. Dimy vala ihany anefa no tany azoko nomena, niampy ny tanin... |
Raha ifotorana amin’ny endriny hafa kosa indray ny 3 zana-javatra dia io no ifotoran’ny fandikana eto na p. Maneho hatsarana zazavavy iray amin’ny endrika tsy mivantana na q izy io. Ny fomba fanehoana izany hatsarana izany izay hita taratra avy amin’ny fialan’ny voambolana amin’ny fampiasana azy mahazatra dia maneho ny... |
Iii- la pauvreté des personnels de la communauté éducative il est clair comme de l’eau de roche que la valeur d’autrefois des enseignants à madagascar est en déclin. Si, durant l’époque coloniale, on les considérait comme porteurs d’espoir pour l’avenir meilleur de la grande île, leur situation actuelle est alarmante. ... |
Sary 03 ny ankizy manao asa tanana 72 |
Montesquieu m. 1748 l’esprit des lois, in encyclopaedia universalis 2015, 1959 p. |
Mme berthe 11 04 13 10ora-11 maraina antanambao maroantsetra |
Ministeran’ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana siantifika oniversiten’i toliara toeram-pampianarana ambony momba ny teny aman-tsoratra sy ny siansa maha olona sampana teny sy lahabolana malagasy safidy mpanatontosa mpitantana |
Ireo, sy amin’ny maha olom-pirenena manam-pahaizana azy ireo no niarovan’i andry azy. |
Fanontaniana vaovao no ataon-drandrenja, valiny mifanentana amin’izany no omen- dratovo, dia vita ilay sombin-dresaka. 1.2.1.2. Ny tafa |
Nanomboka teo dia naka solon’ anarana izy ary namokatra asa soratra maro ankoatra ny tononkalo. |
Indray mandeha izay 99 1 6 indray antoandro 101 1 fafana n 2 maneho ireo karazana mpisolo fotoana amantarana ny fanakonana. |
Tout travail initié devra aboutir à des résultats tangibles et réalisables, ils peuvent être d’ordre financier, social, et économique. 2.1.1 résultats financiers |
Ho heverina hoheverina |
Tsy sanatria akory izahay ka hihambo hisongona ny asa vitan’ireo zoky efa namaky lalana ireo, fa kosa hanatevina izany mba ho fandraisanay anjara amin’ny asa fanatsarana ny fampianarana. Ny hany mampiavaka kely an’ity asa fikarohanay ity dia fanatsarana ny fomba fampianaran’ny mpampianatra afototra amin’ny fanetsehana ... |
Roa roaroa mandroaroa |
Ny mpampiankina, dia teny natao ampifandraisana toe-javatra roa. Araka izany, dia ny toe-javatra iray faharoa no haankina amin’ny toe-javatra iray voalohany. |
Fafana 6 ireo mpandray anjara mpanampy tsy voatonona anarana maromaro ireo mpandray anjara tsy nomen’ny mpanoratra anarana araka ny hita ao amin’ny fafana. Tsy misy antony manokana fa izay no entin’ny mpanoratra mampiavaka azy amin’ireo mpanoratra hafa. Koa anjaran’ny mpamaky no mametraka ao an-tsainy ny anaran’ireny m... |
Io tohin-teny io dia fampiasan’ny olona eo amin’ny fiainana andavanandro. Ny sotrobe no enti-manohatra eto. Lava ny tahony. Fitaovana iray fandoarana ny sakafo rehetra na ao anaty vilany, na amin’ny koveta izy io, ary azo itakarana ny zavatra ao anaty fitaovana lalina sy lavitra. Izany toetran’ny sotrobe izany no nataf... |
Hojerena voalohany àry izany ny famaritana ny atao hoe famadihana ny fizarana eto ambany no ahitana izany. 2-2-1-1 famaritana ny atao hoe famadihana |
Tsy ny mpianatra kilasy famaranana rehetra akory no nizarana ilay taratasy nanaovana fanadihadiana fa 20 isaky ny kilasy ihany. Toy izao manaraka izao ny vokatra azo. Avy any ambanivohitra manodidina an’i tsiroanomandidy avokoa ny ankamaroan’ny mpianatra, satria rehefa nojerena ny salan’isan’izy ireo tamin’ny fanadihad... |
Ny hoe imerikanjaka dia avy amin’ny teny hoe miherika ny mpanjaka araka ny filazan’ireo zokiolona ao an-tanàna. Fahiny, hoy izy ireo, raha ambohiborona no iantsoana ny tanàna noho izy tanàna tian’ireo vorona itobiana, tamin’ny andron’ny fanjakan’andriana na tamin’ny andron’ny faha mpanjaka, dia nisy mpanjaka iray izay ... |
Ny fitadiavana ny very tarafina ao amin’ ny tononkalo nosoratan’ i rév. Dr rakotobe andriamaro |
Mandray ny toeran’ny mpan- dray anjara fototra ihany koa manangana ny lesona miaraka amin’ny mpampianatra |
Mbola ny anaphore ihany no nentina nandokoana ny fisarahan’i nanja tamin’ny olon- tiany. |
Ireo mandray anjara mivantana amin’ny asa sôsialy |
Sillamy n , dictionnaire de psychologie, editions larousse, 2003 présente édition , 1991 édition d’origine , 281p |
Charges des activités ordinaires |
Ny fahaiza-mandresy lahatra miteraka fandrosoana fampandrosoana eo amin’ny fahalalana misandrahaka ny fahalalana ampitain-drado ao amin’ny fandresen-dahatra ary azo lazaina ho mahahenika ny lafim-piainana rehetra izany. 3.2.1.1 ny fampitam-pahalalana mahakasika ny fanehoan-kevitra olana mateti-pitranga eo amin’ny olona... |
Kabary fisaorana taorian’ny la onana |
Annexe 3 modèles d’avis de consultation ouverte ou par voie d’affichage |
Antony isany isan-jato hahafehezana ny teny malagasy 28 52,83 hahaizana famakafakana 3 5,66 hifandraisana amin’ny manodidina 14 26,41 hahaizana ireo fomba malagasy 6 11,32 tsy naneho hevitra 2 3,77 fitambarany 53 100 |
Mi ta mbo lo mbo lo na e ny 8 ka ma me la tra ny vo aly 8 voa li n-tse nto ma mpi ja ly 264 8 |
Inona avy ireo teny tsy mazava aminareo ao amin’ny tononkalo |
Métonymie na fanovana anarana |
Fandrosoana no zavatra tsara mhatonga ho tsara miafara ; ry fanahy ô ! Io no izory, mandrosoa f’aza miahotra akory ! |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.