text
stringlengths
10
11k
Tsoa-kevitra raha fintinina izany, ny reportage dia lahatsoratra iray mitatitra sy manadihady ny zava-nitranga tamina toerana iray sy fotoana iray. Lahatsoratra enti-mampiaina mivantana ny olona tsy nanatri-maso ny zava-nitranga. Lahatsoratra ahafahan’ny mpanao gazety maneho ny fahakingany sy ny fahaiza-manaony eo amin...
Tarika avy ao fandanana
Ny baiboly, op. Cit i petera 1 10 142 a makarenko, oeuvres en trois volumes, les poèmes pédagogiques, p 9 la famille n’est pas simplement le voisinnage des persoones par de rapports familiaux, c’est aussi une colléctivité, la cellule naturel et première de la société. L’aspect moral et social des organisateurs de la co...
Isan-jato mazava tsara ny fampianarana, mahafinaritra ny mpampianatra
Araka ny fiheverana malagasy, ny vintana dia hery avy amin andriamanitra mipetraka eny amin ny kintana, ka samy mahazo ny anjarany avy amin izany avokoa ny tsirairay, izay mifanandrify amim ny tononandro ahaterahany. Miangatra io vintana io; idraindray tsara, indraindray ratsy; ary miteraka voka-dratsy amin ny olona ny...
Matam-belona47 ? -rano tsy mety maty ? Toaka gasy na sora ? Manjaka ben’ny tany ? -kapila ? -dintina ramy 48 ? -vato tsitsika49
Fandinihana sy fanasongadinana ireo tsy fitoviana misy eo amin’ny mpianatra ireo no endrika nampiharana ny lalantsaina tato amin’ny asa, izay hijerena ny fiainam-piarahamonina misy ny mpianatra sy ny fifandraisany amin’ny fampianarana fianarana. Ny fitondrana tolo-kevitra entina hanatsarana ny fampianarana kosa indray ...
Les résultats des interviews comme nous avons fait les interviews dans deux endroits différents donc on va donner les réponses respectives des deux régions, mais on constate une ressemblance sur les réponses de certaines questions des deux régions v-3-1 les résultats dans la région de manjakandriana v-3-1-1 a l’associa...
Directeur de mémoire ratiaray suzette malalatiana maitre de conférences
Mino ary indry angaha tsy mianatra intsony? Mbola atao inona koa anefa fianarana e! Izay mahasoa aloha izao no katsahina mino aiza no misy ny mahasoa? Mbola mitady e! Mandehandeha dia mahita. Ny fianarana izany tsy misy dikany intsony amin’izao fotoana izao, vita fianarana any ankatso na eny amin’ireny oniversite tsy m...
Fasiry 1 varavaran-jakiky voninahitra 118 fasiry 2 koloa alao fitalahoana 118
Ny zanapeo sosona ai indonezianina dia mifamaly amin’ny zanapeo tsotra i malagasy. Miasa ity fifamaliana ity eo amin’ny vanin-teny faharoa amin’ny faran-teny. Ohatra eo amin’ny vanin-teny faharoa amin’ny faran-teny. 2 -ia i sampai sampy
Ary ny toko faha iraika amby telopolo farany no nosoratan’i lemoela mpanjaka, teny faminaniana nataony izay nampianarin’ny reniny azy ohabolana31 1 araka izany ny bokin’ny ohabolana dia boky miavaka noho ny fisian’ireo fehin-teny maro hita ao, mora tadidiana ka natao ho haingon-teny hampiasain’ny kristianina. Koa ny an...
Ny vaomiera pedagôjika any an-tsekoly c. P. E
Boky momba ny riba na ny fomba amam-pahendrena malagasy ahitana ny lesona rehetra ao amin’ny fandaharam-pianarana t12 manomana amin’ny fanadinana bakalorea, sokajy rehetra. Boky mahasoa ireo rehetra liana te- hahalalala ny fisainana amam-pinoan’ny ntaolo. Voazava ao ny momba ny marina, ny rariny, ny hitsiny, ny zo, ny ...
Gazela meva
Ny tanjona kinendry no mby sy todinao tsy tanjakao irery izy tena tao !
Anton’ny safidy
Amin’ny alalan’ny asa fanabeazana no ampitana ny finoana. Ohatra fivoasana ny momba nysoratra masina, ny fampianarana katesizy, nyny ataon’ny vondron’ny mpikaroka lotirjika eo amin’ny fombafombam-pivavahana.
Ny famindra
Cheminée ao anatin’ny tranon-dranavalona ii
Ny lafiny fianakaviana
Ravelojaona ny mpanolo-tsaina, lah 19, jolay 1908 192 r. Zanamihoatra vainafo tononkira, op cit, tak 6 193 h morier dictionnaire de poétique et de rhétorique, paris, puf, 1961, p. 1039 194 dictionnaire universel de poche hachette, livre et librairie général français, 6e rue pière serrazin, paris, 1993 tercet strophe de...
Rabenja fanapahan-kevitra tena tsara sy feno fahendrena mihitsy izao ataonareo izao anaka ka tena mahafaly anay. Tody misy zavatra hafa koa ry dadatoa rabenja misy inona indray? Tody mangataka i mbola mba tsy hatao ilay zavatra raha tsy afaka iray volana na roatokom- bolana fara-faharatsiny. Rabenjana fa inona hono ny ...
Miadankadana izany amin’ny farany.
Vakiteny raiso ny lahatsoratra momba ny fandrosoana.
Kisary 1 diagramme de venn
Nataony sy ny famotsipotsirana ny toetra tsy mendrika ireo mpitondra nanao izany notaominy mba hanao ny marina izy ireo, ary koa natorony ny lala-marina dia ny fahazakana ny anjara, sady efa safidin’ny olona maro rahateo izany. Tsapa tamin’ity tononkalo ity fa manaraka ny raharaham-pirenena tokoa ny mpanoratra, ary ten...
Te tena nibolisatra aho! Tray! Tra ! M. Maty aho ! Lohako e ! Von. Jeo! Niantsoantso mafy aaaah! Torana feon-kira
Toeram-piasan’ny mpanefy
Ch ravoajanahary fitaizan-tsaina amin’ny alalan’ny literatiiora , fanasina, 1969
Ka ny olona rehetra l dia ho mpianany avokoa. Fa tsy hisy ho fahavalony 196 em nambara tetsy ambony, fa natao hanantitranterana zavatra na hevitra ambaran’ny enti-milaza ny kianteny dia araka izany, i niry-solosoa eto, dia manantitrantitra fa, tokony hoezahin’ireo mpitory filazantsara, na ireo ambara fa mpanompon’andri...
Erika hariva 1 hafatra 2 mosara kely 3 rahoviana? 4 vetsovetso 6 ny andronay 8 asa lahy 9 aza kivy 10 fehezam-boninkazo 11 hira telo 12 ilay raozy 13 ny maraina 15 tsy mateza 16 mahagaga 17 miandry azy 18 moa? 2o ny olon’ory 21 raha 23 raha izaho mantsy 24 tsy ity fiainana ity 25 vetsovetso 26 mandrivotra 27 ny ahy ny ...
Ihany koa dia misy ny aviavy nentin’ireo vahiny tonga tao vohipeno voalohany ka maniry ao izany mandraka ankehitriny andriamahazonoro toerana fangalan’ny antemoro rano rehefa handeha hamanga, toerana fangalan’ireo vahiny rano sotroina fahiny onjatsy toerana nisy tanana voalohany tao vohipeno ny eny ampita andrefan’ny r...
Tsapa araka izany fa efa ezahin’ny mpampianatra tokoa ny tsy anaovana fampianarana tolotra mba hahatonga ny mpianatra ho liana sy ho tia ny taranja malagasy.
Mikirakira sy mampiasa ny teny malagasy amin’ny maha fitaovam-panehoan-kevitra sy fifaneraserana azy; ny malagasy sy ny teny malagasy
Fehiny, tsapa tamin’ny famakafakana ireo hevi-baventy ireo, na ny momba ny fahafahana sy ny fahaleovantena izany, na ny momba ny fihirana ny fitiavana, na ny fikaloana ny zavaboary, fa ny tanjon’ireo mpanoratra sy poeta, dia ny hampiharihary ny haratsian’ny fifandraisana eo amin’ny mpitondra mpanjanatany sy ny vahoaka ...
Tsy amin ity tantara foronina ny zanako ity ihany no ahitana mpandray anjara fototra be herim-po sy sahy sedra tahaka an i sahondra, fa amin ny fahavaratra ihany koa i volahanta nitsatsaka ny fahafahana tsapa avy amin izany fa misy ifandraisany amin ny fiainan ny mpanoratra hatrany izay kanto voasorany, ary mety ho ny ...
Ny andalana lava ambara ho andalana lava kosa izy raha toa ka mihoatra ny 17 ny vanin-teny ao aminy.
Teny famaranana
Ilay nanana fitiavana hafa tena mbola niavaka sy nilaza taminay tsy hisaraka amim-bavaka.
Fitaovam-panehoan-kevitra ny ohabolana hoy indrindra ny ntaolo naneho ny heviny mikasika ny fahaizany mitsinjo ny fiainan-ko avin-janany ny zaza tiana tsy itsitsiana rotsa-kazo aleo misoroka toy izay mitsabo zaro amin’ny lalana tokony halehany ny zaza, fa rehefa lehibe izy tsy ho afaka amin’iny intsony ireo ohatra telo...
And.4 ny asiana tsy miraika a fa mitony sy sondriana, b ny mpamely manjokaika a tena fara-fahoriana b
Inona no hatahorako azy? Mba manaotao foana ihany ange ny fianakaviana nampiray anay, nefa olona tsy hivady akory! Fa nikainkaina indray rabe nokaikerin’ny vahohon’ny gadra. Te hamonjy sy hanampy azy i noro, nefa tsy misy azony atao afa-tsy ny nitsetra sy nijery fotsiny rabe ! Ndeha hotapahiko ny gadranao, dia handosit...
Endrika isehoan’ny rima indreto ary a? Ay 9 4 2 mifanjohy aabb ny tanindrazana 11 4 3 mifanjohy ry tanora gasikara 13 4 3 mifaningotra abab ry rivotra ambadiky ny ala 28 4 5 sady mifanjohy no mifaningotra dihin-drazana fahagola 29 4 6 mifanjohy indreto a? Ay zoky sy zandry 40 4 4 mifanjohy ndeha isika razandry 42 4ny r...
Vetsovetso fanontaniana valiny dia nakaiza ho ’aho lasan-davitra any ’lay voro-antenaina nihoatra irony bonga fa tonga mitaraina nefa mbola ho tonga ny foko mitalaho? Fa eto no akany
Gaonac’h d et golder c 1995
3 valohery-hendry-angola-aro-dadabe-nenibe miditra mihazakazaka i angola sy i aro
Soma no scie sudl; l’ouvrier malgache fait surtout usage de j; i scie egoi ne c’est le mot usuel dans le sud; d’origine swahili
Annexe 6 suite et fin situation détaillée du budget
Hoe ny manombana dia manangona ny fahalalana mba handraisana fanapahan-kevitra ka hanatsarana ny fampianarana miankina amin’ny vokatra azo no hanatsaran’ny mpampianatra ny fampianarany. Manombana ny asa vitany koa ny mpianatra ka misaina ny olana nosetrainy sy ny fahaiza-manaony. Manamafy izany i crahay 1999 3 13 amin’...
Rasesily afa-baraka mihitsy ange e! An an an! Aleo mihitsy izy mijanona ka! Solo ny fianakaviana sasany aza efa tsy te hian-trano aty amintsika intsony noho io fofon amanin i fara io ko! Rasesily ntss! Iza izany ry solo? Solo ireny havan i dada ireny , dia i nenitoa grity! Rasesily injay ny anao fa harian ny tany ama-m...
Miava-ketsa
Re tany andrefana tany andrefana be volamena volamena fatô firavaka lasa re ireny tany
Mandrivotra, mandrivotra ny tany, manditsoka ireo maso te-hatory; ary injany fa ny sento sy tomany no manafotra’ty foko oriory.
Mpanoratra velonjanahary darhelle marie fifandraisana 034.27.241.14 dvelomarie yahoo. Com lohateny ny finoana ôrtôdôksa eto madagasikara tarafina amin’ny fiangonana ôrtôdôksa antanimena, fivoarana sy endrika isehoany isan’ny takila 148 isan’ny fafana 5 isan’ny sary 22 isan’ny sarintany 2 isan’ny kisary 3 isan’ny tovana...
Teny fisaorana
Teny famaranana
Mazàna toa miara-dalana amin’ny fahakambotiana ny tsy fahampiana. Tsy mahagaga araka izany raha loa-bava ny mpanoratra, raha nilaza fa ny kamboty no velon- kitalaho amin’ny fotoana ahatsiarovana ny ngidin’ny fiainana matetika no ipoiran’ny fampitahana tonga tsy nahy ; ka ampifanatrehana ny soa sy ny ratsy iainana ny fa...
Ny aloky ny fahafatesana sy ny fasana vanim-potoana fiforetana anaty no tena nahitana ny asa sorany, ka hita tao anatin’ireny ny sorisorin-tsaina, ny alahelo tsy hita fiaviana ny fikaloana ny zavaboary ny fahafatesana sy ny fasana izay nilazany, fa ny olombelona dia mandalo sy mihelina tsy maintsy ho faty ka tokony hib...
Indraindray vonombonona tsy hanaiky fa hitolona indraindray mikolay te ho faty amin’izay !197 efa tandra vadin-koditry ny miaina eto an-tany izany fifamadibadihan’ny tsara sy ny ratsy izany. Toy izany ny hafaliana sy ny alahelo. Toy ny tsilalao tanisa ka ny valin’ny fidinana fiakarana. Taratra ao amin’ny tononkalon’i l...
Beaudereau, f. Fozza, giovacckini, précis de français, éd. Nathan, 1996, p.56 au point de départ, on trouve la situation initiale , qui présente un état d’équilibre où sont généralement présentés l’époque et le lieu de l’histoire. Certaines personnages et des indices laissant présager une rupture. Celle-ci intervient p...
Eo amin’ny sehatry ny teny malagasy
Faharoa miteny manambara manao hoe hafa ny famindrany androany fahatelo miteny manambara manao hoe fara-fahoriana ianareo androany raha manao an-tsirambina
Teny fady na ilay antsoina amin’ny teny baiko hoe tabou linguistique. Teny fady no ilazana ireo teny izay tsy tokony ho tenenina satria tsy eken’ny fiarahamonina ny fitenenananana azy.
Ny tantara fandefa amin’ny onjam-peo no tena ifotoran’ity asa fikarohana ity. Araka izany dia tsara raha hofantarina misimisy kokoa ny mahakasika azy io. Ao anatin’izany àry no
Mankatelina ny vady aman-janako nanohana sy nankahery ahy hatrany mba hahatontosa ity asa ity. Andrin’ny fiainako sy hasambarako ianareo.
Carburants en 1er semestre 2003 nous constatons une baisse de 56,61 des carburants. Effectivement durant les basses saisons la consommation de carburants est plutôt faible par rapport à celle des hautes saisons.
La mise en place des outils et procédures de gestion favorise un meilleur développement des associations les associations malgaches participent au développement local tout en améliorant la condition de vie de la population les facteurs de fragilité rencontrés au sein des associations ne leur permettent pas d’atteindre ...
Raha jerena amin’ny ankapobeny dia ahitana taratra ny hafanam-pon’ny mpanoratra amin’ny tolona ataony ireo. Maneho izany fa tena miombona sy mandray anjara amin’ny
Amin’io fehezanteny io, ny toetra tsara dia lasa anarana hatsara. Tsy azo atao tahaka izany anefa ny toetra voloina noho izy efa sampan-teny. Azo atao kosa ny milaza hoe nilaza ny maha voloina ny sandriny izy, izay fehezanteny taterina avy amin’ny
Ao koa ny fanovana endri-javatra izay azo avy amin’ny fanafiana ny toetry ny anoharana ny oharina izay sosona eto, satria omena toetry ny zava-manana aina sy afa-mihetsika ary manana hery tsy hay tohaina ny saina ka sady miady no mampijaly ny tenany. Toa marary azy avokoa ny tenany, ny sainy eto izay toa vokatry ny nat...
Ny fivoaran’ny mpianatra isaky ny ambaratonga amin’ny fahalalana sy ny tekinika ifehezana azy tarafina amin’ny tantaran’ny literatiora malagasy
Ny hevitrao dia noloarana avy tany am-parahatoka; ao anatin’ny fisainako izy ireny mitsatotsatoka; raha kristaly ireny dia madio mangarangarana; ny didiny dia mody tsotra nefa sarotra ianarana!
Loharano coi, monty c. 2011
Ny tena sy ny saina sy ny fanahy
Boky sy tahirin-kevitra
Ny meloka, tsy meloka manana an-dravola afahana madio! Fa ny olo-marina kanefa tsisy vola ny didy dia hidio!64 mihanaka tokoa, araka izany ny fitiavam-bola, eny fa na any amin’ny sehatra izay heverina ho tsy tokony hisy izany aza, dia ny sehatry ny fivavahana. Mampiharihary izany ny mpanoratra ao amin’ny tononkalo osao...
Carvelet jean-paul , le désordre alimentaire mondial, surplus et pénuries le scandale, paris haties 1987,265p -foibe fandraharahana croix rouge ny vehivavy sy ny ankizy, ny sakafo malagasy 08 martsa 1989, malagasy antananarivo tpflm 1989 -gatts b. I méthode de base pour l’évaluation des aliments, crdi, 1991, 145p -hal ...
Mitady ilay mpandika lalàna sy manambotra azy mba hoentina avy hatrany eny amin’ny manam-pahefana, art 5 et 6 de l’ordre n 62-004 izany hoe, voafetra ny andraikitry ny fokonolona fa tsy mahazo manao izay tiany atao akory, nefa hita teo aloha fa miafara amin’ny famonoana mihitsy ny sazy ao amin’ny dinan’i melaky. 3-3-1-...
Vi tu vitu zavatra vijana
Fijery mifantoka amin’ny fiaraha-monina i durkheim 1858-1917 no tena namelabelatra ity hevitra maneho fa ny fivavahana dia tahaka ny toe-javatra misy eo amin’ny fiaraha-monina. Resahiny ao amin’ny bokiny ny fanavahana ny olona atao hoe tsy manam-pinoana , sy ny hoe tsy mpino , ary ireo antsoina hoe athée ; misy fiavaha...
Raha izay rehetra izay no dinihina dia azo atao tsara ny mitrandraka ny tontolo iainana ao amin’ny taranja malagasy, raha ny lohahevitra dinihina ao amin’ny fandaharam-pianarana no iaingana. Anisan’ny olana amin’ny fampifandrindrana ny taranja malagasy sy ny fanabeazana momba momba ny tontolo iainana ny tanjona izay na...
Ii-2-4-2 la composition ethnique l’absence du royauté sur la ville du vakinankaratra entraîne un conflit entre la royauté betsileo d’amoron’i mania et celle d’andrianampoinierina de la région d’analamanga pour l’extension de leur pouvoir. Ainsi, les vakinankaratra sont constitués par le brassage des merina et les betsi...
Fivoarana momba ireo mpivarotra sy mpanamboatra koba ao talata volonondry heverinay fa matoa ny asa iray miroborobo sy be mpanao, dia misy ny lafy tsarany ary mahazo tombony ny mpisehatra ao anatiny. Toy izany indrindra ny fahitanay ny fanamboarana sy ny fivarotana koba ao talata volonondry. Hita tamin’ity asa ity ary ...
Rehefa mety ho mpikambana ao amin’ny cecam dia afaka manao ity petra- bola ity avokoa rehefa nahavita ireo fepetra amin’ny maha mpikambana azy. Arakaraka ny fanaovana petra-bola atao ny sandan’ny vola farany ambany amin’izany. Ho an’ny petra-bola fikirakira dia afaka mametraka izay vola tiany hapetraka ny mpikambana ar...
Biby fiompy isany kisoa 1677 gisa 1595 gana 6535 ondry 68 akoho 10673 tahirin-kevitra mônôgraphie 2013, elevage inventaire des cheptels vifs, p.17 .
Jolay 1996
Dia mitady vahaolana ary tsy mpanome tsiny, efa vonona ny hizara izay no tanjona iriany. 32
Iii- fomba fiasa ato amin’ny fizarana fahatelo no hanolorana ny fomba fiasa. Sarotra ny fandinihana ny fivoaran’ny haitao fanorenan-trano raha tsy miainga amin’ny fandinihana ny zava- bitan’ireo teo aloha ary manao tombana avy eo. Rehefa izany dia atolotra ny petraka hevitra ho enti-mamaha ny olana sy ireo lalana rehet...
Lahateny manazava
Mamolavola hanana toe-tsaina mandresy mandrakariva ny savika. Manentana ny fiarahamonina handala fihavanana , mamboly fisainana hahay hiaro sy hitahiry ny an ny tena. Manabe ny olona hahay hitsinjo ny ho ampitso amin ny fikolokoloana ny aina ihany koa ny savika. Miorina amin ny fanomanana ny tanora hiatrika ny ho aviny...
Ny enji-dresin’ny fiainana
Nisy feon’olona nits am bikina sy nihazakazaka be
Ny fanehoana ny fitiavana tsy mivadika eny an-dalana hody ilay solemita no manao ity teny ity amin’ilay tovolahy malalany ataovy toy ny fanombohan-kase ao am-ponao aho, sy toy ny fanombohan-kase eo an-tsandrinao tdt 8 6 kanto tokoa izany fanehoan-kevitra izany, ary isan’ny nampijoro izany ny fanoharana. Isan’ny fanehoa...
Toetra ivelany mampiavaka ny mpandray anjara ao amin’ireo tantara foronina maneho ny asan’ny mpitandro filaminana nosoratan’i faralahy ny sokajin-taonany, ny fitafiana anaovany, ny bika aman’endriny.
Misy ny fahendrena aseho amin’ny alalan’ny fihetsika mivantana, na miharihary ety ivelany. Mifandray amin’ny toe-tsaina, na foto-pisainan’ny tsirairay izany. Manosika izany ny finoana sy fahatahorana ny tsiny sy ny tody. Ahazoana tsiny amin’ny mpiara-belona ny tsy fandraisana andraikitra. Maro ny endrika isehoan’ny fif...
Fanadihadiana natao tamin’andriamatoa dada razanoelina, mpikabary no sady mpiandry tànana, biraon’ny cisco arivonimamo.
Be ny milaza fa lohalaharana
Izao no diary momba anao horaketin’andriamanitra ianao dia fahazavan’ny tany sady fifalian’ny lanitra. Irako 26 mey 1990