text stringlengths 10 11k |
|---|
Fa ianao ry tompo ô ! No lalana sy fahamarinana sy fanilo manazava ary vatolampy iankinana. |
Niverina toy ny isan’alina indray ny nofy ratsim-piainan’i eva. Telo volana izao no niarahany tamin’i josoa. Telo volana tsy nahitany fahafinaretana sy zara fahasambarana afa-tsy telo na efatra andro fotsiny et tak 11. |
Rehefa vory ka tonga ao an-dapa daholo ireo fitaovana ireo dia hatomboka ny tsodrano, tsy maintsy esorina aloha ny satroka menan’ny mpanjaka vaovao. Tsy esorina ho azy amin’izao ilay satroka fa tsy maintsy misy vavaka na fasiry atao alohan’ny anesorana azy. Iny olona nanao fasiry iny ihany ny katibo no manala ny satrok... |
Hery ny aina |
Tsy finiavana te handany fotoana no antony anaovana an’io fihetsika io, fa mba hahafahan’ny mpimalo mamakafaka sy mandray fanapahan-kevitra matotra tsara. Fil na hoan’ny olombelona ny hahazo ny tombon-tsoa, ny ho arovana ny aina sy ny fananana. Manimba ny fihavanana anefa izany raha diso toerana. Hanarenana sy handrind... |
Manaraka izany hita ihany koa ny fampivadiana teny roa dia ny teny malagasy andaniny sy ny teny frantsay ankilany. Ireny dia anisan’ny fampisehoana endri- pivoarana nisy teo amin’ny fiarahamonina malagasy, anisan’ireny ny kolontsaina frantsay izay nabosesika teto taorin’ny fidiran’izy ireo teto madagasikara. Nanana ny ... |
Haninona hiangavy raha mbola tsy miteny dia hay fa tsy hoekena? |
Isan’ny olana iray lehibe nosetraina izany, kanefa, tsy ny halehibiazan’ny olana no inona, fa ny fahitana vahaolana mifanandrify aminy. Nanatona mpampianatra literatiora teto amin’ny sampana teny malagasy teto amin’ny ecole normale supérieure ary tany amin’ny sampana teny malagasy teny ankatso izahay. Avy eo nanao fana... |
Ny mba hany heriny dia mampifaly tena satria manko heveriny fa soa ny manantena, manantena ihany fa hisy ny mangirana manantena hatrany sady miramirana. Ny eja 2003 |
Tsy avy hatrany dia ampiasaina anefa ny fitaovana avy novidiana fa asaina hamarinin’ny mpanara-maso mba hisian’ny mangarahara araka ny resaka nifanaovanay. Misy ny tatitra amin’ny fandaniana izay atao peta-drindrina ao an-tsekoly natao hoan’ny daolobe. Mbola atao oa izany mandritra ny fivoriana ka entanina ny tsirairay... |
Azo sokajiana telo ny fomba ahafahana manandro eo aloha ny fianarana ho mpanandro, ny tsindrian- javatra, ary ny fandovana ireo ray aman-dreny efa mpanandro. 1.2.2.1. Ny fianarana ho mpanandro |
Le calme règne l’etat est fort ! Tu veux le faire croire aux mufles ? V. A lah 43 |
Tsy noho ny fanenjehana rima no nanovan’ny mpanoratra ny toeran’ny intsony eto, fa mba hanomezany endrika miavaka. Ny tena izy dia tsy mba hisy intsony ny tsena an-tsokosoko. Raha ny hevitra kosa no raisina dia te hanamafy ny fampanantenana nomena kanefa tsy tanteraka izy, dia ny hanafoanana tanteraka ny fanondranana a... |
Ny vatana tokoa dia mila beazina, mila kolokoloina noho izy mpanatanteraka izay tian-kotratrarina, mila herim-batana izany. Ny vatana koa mantsy no mitondra ny saina ny fanahy araka ny ohapitenenana manao hoe ao anatin’ny vatana salama no misy ny saina matsilo ary koa hoe raha noana ny vatana , mivezivezy ny fanahy noh... |
Tanisa1 isa ny amontana roa ny aviavy izy any miasa f’izaho ’ty manavy. Telo fangady efa-drofia na any aza izy izaho tsy hania. Dimy emboka eni-mangamanga ny endriny kanto voaravaky ny maso tsy tiany hitranga. Fito paraky, valo tanantanana ny fitiavako azy tsy haiko foanana. Sivy rongony folo famolehana ny fitempon’ny ... |
Mangirifiry tokoa ny nahazo ny vahoaka, izay niaina tao anatin’ny fahantrana. Misy vokany teo amin’ny toetsain’ny olona ihany koa ny zava-misy teo amin’ny sehatry ny fiarahamonina. |
Ramamonjisoa j , paysanneries malgaches dans la crise, karthala, 1994, tak.158 si la densité de la région reste moyenne avec 60, 86 habitants par km2, la concentration humaine dans la partie orientale est sensible avec une densité de 96,27 |
Nenibe an an zefa a! Aza asaina mankaty izany izy fa tonga dia asaivo miverina e. Roahy àny. |
Tsy mbola notoronina fa bolongan’eneritreritra sy vinavina tsy hay fantarina, no efa nihaona tamln’ny teny ka nibanjina azy lalina. |
Rakoto j. B salohin-kevitra. Ed rafi-boky. Antananarivo. |
Ny dren rafitra iray ambonin’ny cisco ny dren. Izy no manelanelana ny cisco sy ny minisitera. Afaka midina ifotony, amin’ny alalan’ireo mpitsidika ao aminy, sy mamaha olana ihany koa izy. Izay olana tsy voavahan’ny lehiben’ny zap sy ny lehiben’ny cisco no vahany amin’izany. Izay olana tsy voavahany no akariny any amin’... |
Tovona maha- no maneho ny mari- panambarana mahagaga, mahasoa, mahatalanjona, mahakivy |
Arlys lala vaovao frantsay malagasy t-56, laha-2801, 08 09 1950 |
Fampahafantarana ireo asa sorany mihira ny fitiavana izay torolalana ho an’ny tanora tsy ankanavaka amin’ny fiatrehany ireo endri-pitiavana samihafa ireo farany ho fitaovana azon’ny mpikaroka, mpampianatra, mpianatra kirakiraina tsara ity boky natolotray ity. |
Capen certificat d aptitude pédagogique de l ecole normale cepe certificat d etude primaire elementaire ceg collège d enseignement générale |
Nosafidina ireo sekoly ireo, satria ny iray efa tranainy, ary ny iray vao nisokatra, ka ahafahana mamaritra tsara ny tena misy ny olana eo amin’ny lafiny fitantanana sy ny fampianarana hahafahana manoritsoritra ny olana ankapobeny tsy voafehin’ny traikefa ananana. 0.3 ny petraka olana ireto no olana mipetraka mijanona ... |
Anatrehan’ireo fivoarana misy, noho izany dia ataon’ny mpianatra fihomehezana fotsiny ny mpampianatra raha toa katsy maharaka. Ny zava-misy. Etsy andanin’izany dia eo koa ilay fiteny malaza hoe tokony hanana fahalalana midadasika sy lehibe mba hahafahana mampianatra zavatra kely mpampianatra manana fahaiza-manao. Ny mp... |
Ny fanandratana ny maha-malagasy sy ny fanagasiana ny fampianarana hatrany no nironana teto. Nisy fiantraikany, tsy teo amin’ny |
Ikala vazaha |
Date de soutenance 02 février 2022 année universitaire 2018-2019 |
Koa mba hahazoan i clarisse ratsifandrihamanana fahalalana entiny manabe ny taranany, dia nanaja ny anatry ny mpanabe azy jean narivony , sy ny hafatry ny renibeny nitantara angano mba hanabe azy , ary nino ny tenin ireo nahitany masoandro izy. |
Manilo kintana |
Présenté par andrianaivo sendramalala lovasoa suzy |
Verindroa am-panatsofohana na verindroa an-tsofoka |
Famakafakana 10 hoy i e. D. Andriamalala, ao amin’ny boky, antso, tak.17-18 tahaka ny fahasamihafan’ny lanitra jerena amin’ny fotoana sy ny toerana mifanalavitra ny fiovany endriky ny fahamarinana tazanina eto amin’ity fiainana ity fakafakao |
Misy fizarana lehibe telo ny asa fizarana voalohany ny momba ny boky fampianarana aminrny ankapobeny o ankapobeny tsara ho fantatra rehefa hamolavola boky fampianarana o ny fomba fanoratana boky fampianarana o ny fomba fanehoana ny boky fampianarana fizarana faharoa topy maso aminrireo boky vitsivitsy maneho ny tantara... |
Rehefa nahazo dia samy namaha ny zavatra azony ka nampitaha ny tsara, ny maro, ny tena nirina mba rafitra koa ingahy benjamina nalahany ireo kilalao vao voarainy ka tonontononiny sady isainy. |
Dinika nifanaovana tamin’andriamatoa rafrancois, chef quartier tsarahonenana, lehiben’ny fankalazana ny jaobily faha-58 taonan’ny kolejy jhonson. |
Koto angaha moa izahay manan-jo hanome tsiny fa i lita ity no mampalahelo, sao tokony hoentina eny amin ny hôpitaly? |
Dingam-piainan ny fanambadiana rehefa nifindra monina teto 94 2.2.4.2. Fampitahana ny fomba nanatanterahan ilay fianakaviana voalohany nanaovana fanadihadiana amin ilay fianakaviana faharoa ny dingam-piainan ny fahafatesana rehefa nifindra monina teto 95 2.2.5. Famintinana ny toko faharoa 97 toko fahatelo ny endri-pifa... |
Raha azo atao, dia ny ohatra nomen’ny mpianatra no raisina ao anaty kahie |
Une idée de menace volcanique d’une éruption volcanique attribué à cette mine. Zola a imaginé le tartaret d’après quelques lignes au brûlé, près de saint etienne, il y a une houillère qui est en feu de temps immémorial. Le sol à la surface, est stérile et calciné, des vapeurs chaudes s’en échappent on dirait un coin de... |
Ise, itena sy ity ifanaovan’ny samy lehilahy na samy vehivavy mifankazatra na lehilahy sy vehivavy, izany hoe tsy manavaka ny maha lahy na ny maha vavy. Fa ny mampiavaka ny itena sy ity amin’ny ise kosa dia noho izy maneho tsy fifanajana amin’ny ankapobeny. Ohatra fandresen-dahatra nataon’i bary tamin’i willy ao amin’n... |
Ity rivotra mitopy, toa sombim-pofon aina, atosiky ny reny, am-poko noratraina ity heriko efa honto, atopatopan-jahatra, misento tanjona eny indrisy, vahobahotra. |
Maro ny mpandinika no efa namaritra ny amin’ny atao hoe tantara foronina ; misy vahiny izy ireo ary misy malagasy 1.3.1.1- araka ny hevitry ny mpandinika vahiny |
Toutefois, la problématique que nous allons évoquer ici est la mise en compatibilité de la vocation cultuelle de la tpflm et la gestion rationnelle d’une société commerciale. Car nous savons que la tpflm participe beaucoup aux activités des églises. |
Fiforonan’ny fiteny vaovao, toy ny fitenin-jatovo. Milaza i botsaiky fa maro tokoa ireo teny miforona ao anaty fiarahamonina ao ny tanora ankehitriny mahasadaikatra vahiny mamoromporona fiteny eny rehetra rehetra eny! |
Randriamamonjy frédéric, 2006, tantaran’i madagasikara isam-paritra, trano printy fiangonana loterana malagasy, antananarivo, tak. 248 27 le territoire dessine une longue bande de terre rectangulaire, de 70 à 80 km de large et de 850 km de long, bordé à l’ouest par la falaise betsimisaraka avec sa chute de 1300-1000m à... |
Tahirin-kevitra avy tamin’ny sampan-draharaha samihafa aea momba ny tetikasa aef sy ny education pour tous cisco fenoarivo antontanisa distrikan’i fenoarivo antontanisan’ny mponina instat faritra analanjirfo antontanisan’ny olona tokony hianatra unicef document allez les filles pour les filles, l’échec scolaire signifi... |
Sy r ho an’ny tr , d sy z ho an’ny dz mety halaim-panahy tahaka izany koa ny sasany hihevitra fa fitambaran’ny hasim-peo roa na telo ny hasim-peo kentsona tapany mb, nd, ndr, ndz, ? G hihevitra izy ireo, ohatra, fa ny feon-teny mb dia fitambaran’ny feo roa mahaleo tena m sy b , ny feon-teny ndz dia fitambaran’ny hasim-... |
Ireo antontan’isa ireo dia tsy miankina velively amin’ny fahazoana ny marim- pahaizana isan’ambaratonga. Rehefa nandalo ity farany fotsiny dia izay no nanamarihana azy. Araka izany, mety misy amin’ireo ray aman-dreny ohatra tafiditra ao amin’ny sokajy ceg kanefa mety tsy nahazo ny mari-pahaizana bepc. Ny fifampidinihan... |
Hita mivaingana amin’izany ny fahatsaran’ny fitaovana ampiasaina enti- mamboly, ny ao an-tokantrano. Tamin’ny fanatanterahana ny tetikasa dia maro ireo mpikambana no afaka nanitatra ny asa fambolem-bary tamina sehatra hafa, satria rehefa notsinjaraina ny vola niditra dia nisy ampahany maro manitatra ny asa nisy ireo af... |
Feno hirapira-javatra tena tsara fa miraratra eny hoy aho, kanto ianao! |
Haimah raha tafiditra eny dia eny ihany e, fa raha tsia moa dia any amin’ny tsy miankina. Rojo izaho tonga dia eny amin’ny oniversite tsy miankina no alefan’i papa sy mama. Fa hono hoy aho akia? Haimah ahoana? |
Fehiny araka ny fandinihana ny fomba fitenin’ny mpianatra, indrindra ireo tonga any amin’ny ambaratonga faharoa manokana, dia tsapa fa tena tsy mahafehy ny teny ampiasainy izy ireo. Misongadina amin’ny fampiasana teny bemiray na safiotra fran-gasy mantsy izy ireo satria sady tsy voafehiny ny teny malagasy no tsy hainy ... |
Fanina aho izany hoy bako sady nikimpy izy. 50 misoloa sy manaova mafana hianao raha vao tonga any an-trano hoy raherilalao. Nilaza ho tsy afa-mamindra samirery i bako ka dia nitantana azy raherilalao no hiditra tao an- trano. Tsy nisy tao randria mivady tamin’izay fotoana izay. Taorian’iny bal indray alina iny dia zar... |
Onaly sy anio n 33-36.1991-1992 pouvoirs et etat dans l’histoire de madagascar et du sud-ouest de l’océan indien |
Ny tanjona |
Ratany, ho fahatsiarovana , and 1, in vondrona ambara 2, tak.24 |
Ny fiangonana protestanta kosa, izany hoe ny fitambaran ireo misiona telo, dia namoaka ireto manaraka ireto ny sakaizan’ny tanora ny fiainana ny mpandinika |
Aza dia ela e e e fangataka andro sao dia tratra e e e ’lay ora tsy ampoizina |
Akory a areo ry ray aman-dreny |
Ny fizarana voalohany no nampahafantarana ny fiarahamonina namokatra ny osika. Zavatra telo lehibe no nasongadina tamin’izany ny fampahafantarana ny toerana, ny fiarahamonina, ny karazan-dahabolana misy indrindra ny osika. Nandritra ny fampahafantarana ny toerana no nanehoana ny misy an’i marolambo eto madagasikara, ny... |
Ho an’ny fiteny manana mpanondro verin-droa dia eo aloha sy eo aorian’ny tarika anarana faritana no ipetrahan’ny mpanondro. |
Kisary 05 ny rafitra isan’ambaratonga eo amin’ireo tompon’andraikitra misahana ny fanabeazana ny zaza tsy ampy taona arenina ao amin’ny akany avoko faravohitra 56 kisary 06 fifandraisana manome lanja ny mpampianatra 78 |
Ar ariary apc approche par les compétences aps approche par situation bad banque africaine pour le développement bm banque mondiale capen certificat d’aptitude pédagogique de l’ecole normale cecam caisse d’epargne et de crédit agricole mutuel ce cours elémentaire cefor crédit epargne formation cp cours préparatoire cis... |
Farany, narafitra ny drafitra vonjimaika hitondrana ny asa ; andanin’izany ny fikarohana ny tahirin-kevitra mahakasika ny literatiora madinika. Ary ny vaky boky dia notohizana hatrany. 0.7. Ny olana sy vahaolana tojo olana samihafa izahay teo am-panatontosana izao asa fikarohana izao. Anisan’ireny ny fihaonana tamin’ny... |
Fafana 5 momba ny tranom-boky |
Fanagasiana ny fampianarana ny fampianarana no miantoka ny ho avin’ny firenena iray, ny fahalalana amam- panabeazana azon’ny ankizy sy ny tanora mandritra iny fotoana iny mantsy no manefy azy amin’ny fahalehibeazany. Tsy misy vorondolo mitera-boromanga hoy ny fiteny. Koa io lafiny io fampianarana io no anombohan’i andr... |
Toko 2-2 ny fikambanana tantsaha fanantenana sy ny nifandraisany tamin’ny ta. Fa fikambanana iray ivondronan’ireo tantsaha miara-miasa amin’ny ta. Fa ambatondrazaka amin’ny fanatanterahana ny voly rakotra ny fikambanana fanantenana, ny momba azy indrindra no horesahina eto. |
Hany mahafaka amin’ny famoinana. Eo amin’ny fomban-kabary dia toy izao no fisehony fanontaniana no atao, toy ny vato entina mamono. Ohatra 1 ny teny namoinan’ireo niady tamin’ilay zana-kavana tsy voatsangana ho zanaka, nefa nahazo tolotra, ary mbola sahy nanaraka anjara lova indray nony nizara lova ny zanak’ilay ngahy.... |
Dada ianao ry neny mahavita mihari-pery miongo-bolo samy irery hanabeazana ny kely |
Fokontany tanana tafo km |
Fizarana i rabenja solomon, mpanoratra mpanabe iray amin’ireo kintan’ny taon-jato faha xx |
Ny mpandray anjara mpanampy ireny no ifampiresahan’ny mpandray anjara fototra sy iadiany hevitra. Ireny dia hita sy tsy azo ialàna amin’ny fiainana andavanandro. Araka izany dia maro izy ireo no mitàna io toerana io fa tsy toy ny |
Teny fisaorana 2 fanoroan-takila 3 lisitry ny fanafohezan- teny 10 lisitry ny fafana 11 lisitry ny lahatsoratra ho an ny fampianarana ny taranja malagasy 12 lisitry ny sary sy ny kisary 13 0. Teny fampidirana 14 0.1 ny sehatra nirotsahana 14 0. 2 ny anton’ ny safidy 15 0. 2 1 ny antony nifidianana ny mpanoratra sy ny a... |
Voahodidina ilay rano ilay tanàna ilay sekoly misy anay mahatamana ilay sekoly tsara loatra e! Ingahy talé zalahy mahafinaritra loatra lala! Lala! Lala ! Lala lala ! |
Anisan’ny mampiavaka ity lahatsoratra ity ny fampiasana famerimberenana manova endrika. Ohatra 1. Tsy tongatonga ho azy ny afo fa efa nomanina, ary ny rova mihitsy no nokendrena 2. Na ho inona na ho inona anefa no nahatonga izay, dia rava, ary tena vita tanteraka tokoa ny momba ity tranom-bakoka ity |
Vandevelde , cité par strauven e , construire une formation, nouvelle impimerie, duculoc, paris 151 page. |
Tapakandro 1. Malagasy 6 5 6 6 2. Frantsay1 6 4 6 4 3. Kajy 5 5 5 5 4. Tantara 1 1 1 1 5. Géographie 1 1 1 1 6. Connaissances usuelles 1.30 1.15 1.30 1.30 7. Fanabeazana sy fampivelarana ny maha olo-mendrika 1.30 1.30 1.30 1.30 8. Fanabeazana ara-batana 1 0.45 1 0.45 9 tsianjery 0.50 0.50 0.50 0.40 10. Hira-dihy-mozika... |
Hezaheza mangezaheza |
Fantatr’i ndretsa fa tsy hitsitsy azy ireto jiolahy ireto! Miha-kely ny elanelana mampisaraka azy |
L’appréciation du contrôle interne se déroule en deux étapes a -appréciation de l’existence du contrôle interne cette étape consiste à comprendre les procédures de traitement des données et les différents contrôles manuels et ou informatiques mis en place au sein de l’entreprise. |
Adin-kira gasy no iantsoana ny fampisehoana iray satria tarika roa no ampifanandrinina amin’izao fotoana izao. Manamarina izany ny filazan’i d. Mauro fa nivoatra ny fampisehoana, ka tarika roa no mifandimby miaka-tsehatra, ifampihantsy sy mifampidera ny talentany 71. Heverinay fa hanamora ny fanadihadiana ny fomba fila... |
Samy mandoko ny zava-boary manodidina azy na ny rango na ny sôva. Isan’ny toetra iray iraisan’ny rango sy ny sôva ny fifantohana amin’ny lohahevitra tokana. Mety ho fitantarana ny momba ny zavatra iray na toe-javatra iray. Ahitana taratra izany ohatra ny sôva momba ny vato hita etsy ambony sy ny rango mitondra ny lohat... |
Ny gradation no nandokoan’ny mpanoratra ny fijotsoan’ny herin’ny olombelona izay miafara amin’ny fahafatesana izany. Io kisary maneho ny an-tanan-tohatry ny fiainana io no manazava fa toe-javatra tsy maintsy mitranga eo amin’ny fiainana ny fahafatesana. |
Hamonjena ny fanahin’ny olona na dia aorian’ny fahafatesany aza; efa tena resy lahatra tanteraka mba hanao izay hahatanterahan’ izany amin’ny fomba rehetra izy 61 raha fintinina dia tena olona raikitra telo , araka ny filazan’ny malagasy azy, izany hoe tomady vatana, marani-tsaina ary manam-panahy andalàna. |
Lafin-javatra roa no asongadin’ny mpiventy ao amin’ny tenin-dramatoa razafindramanana ny fanebahana an’ingahy randrianantoanina vadiny, andaniny ary ny fanehoana ny fihetseham-pony manoloana ny trangan-javatra, ankilany. |
Aiza no handosirako ? Ndrao hidiran-doza aho ? |
Tsy maintsy hotadiavina ady lava izao ny eto tsy azo lavina |
20’-30’ ? ?30’-40’? ?40’-50’ ? 50’-60’? ?60’-70’? Tongotra foana 05 04 09 07 04 05 midi-droa 12 fitambarany 17 04 09 07 04 05 isan-jato 36,95 08,70 19,57 15,21 08,70 10,87 |
Kerbrat-orecchioni, op. Cit, tak. 44 ils et elles sont à la fois déictiques négativement ils indiquent simplement que l’individu qu’ils dénotent ne fonctionne ni comme locuteur, ni comme allocutaire et réprésentant ils exigent un antécédent linguistique . |
Hita na re toy ny taloha intsony koa. Ireny mpanomponao ireny no iangaviako aminao, mba tahio ho afaka hiseho ho solombavan’i kristy tokoa mba hanana ny fitiavany ho vonton’ny fahalemem-panahiny, hitoeran’ny fangoraham-pony sy ny ranomasony, mba hiankinan’izao tontolo izao ka hahitany anao andriamanitra ray, ao anatin’... |
Tsy ary ho voatanisa eto avokoa akory izy rehetra, fa ohatra vitsivitsy amin ny voambolana fampiasa amin ny sehatry ny fambolena ihany no ndeha horaisina. Eo amin ny sehatry ny fambolem-bary amin ny ankapobeny, dia tsy tononina avy hatrany hoe manta na masaka ny vary eny an-tanimbary, fa ny lokon ny ketsa no hamaritan ... |
Antitranteriny eto fa na dia tsy miteny aza ny vato dia tsy maintsy atao izay hampisy feo azy sy hampitabataba azy amin’ny fanaovam-pasana mba ho tandindon’ny hafaliana fa tsy fahoriana sanatrian’izany. Raha izay ary ireo lafiny mahakanto ny rango dia mba manao ahoana kosa izy mitaha amin’ireo lahabolana hafa sy ny ran... |
Efa tsy nianatra an-taonany maro na tsy nianatra mihitsy ny ankamaroan ireo zatovolahy taizan aretina beazina ao amin ny akany noho ny fitarozahan ny aretina. Miezaka manara-maso sy mandrindra ireo mpanabe rehefa fantatra ny lalam- piofanana arahin izy ireo. Miara-misalahy hatrany ny mpanabe sy ny mpitsabo mandritra ny... |
Eny amin’ny toerana iombonana |
Kisary 1 rafitra an-tanatohatry ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena |
Ny beazina ny beazina dia ireo olona rehetra iantefan’ny fanabeazana. Tsy ifidianana taona ny fanabeazana. Na ny zaza na ny tanora na ny lehibe na ny antitra dia samy mahazo ny tandrify azy avokoa. |
Mackey w. F , principes de didactique analytique, p. 14 |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.