text stringlengths 10 11k |
|---|
Olona malaza sy manana ny maha izy azy eo amin’ny tanàna toy ny mpitondra, olo-manga, na manam-boninahitra ireo olona manan-karena sy tsongoin’olom-bolo |
Samy tantara foronina mirakitra tantaram-pitiavana avokoa na ny tantara bina na ny fofombadiko na ny orimbaton’ny fiadanana. Na izany aza dia samihafa ny vanim-potoana nanoratana azy ka mety hanome endrika samihafa ny tantara izany. Raha tany amin’ny taona 1932 no nanoratana ny tantara foronina bina dia azo inoana fa n... |
Iray ampiana iray tsy roa koa tandremo ianao sao voa isao tsara. Eto ny mpanoratra dia mampitandrina sady mampianatra. Manoro hevitra fa tsy misorona mba tsy ho voambaka ireo madinika. |
Fandinihana ara-piarahamonina ny fidiran’ny tetikasa fampandrosoana eo amin’ny tontolo ambanivohotra- ny fampidiran-drano fisotro ara- pahasalamana nataon’ny fikrifama tao ambadipont sy marokobay andapa- antsiranana. Mémoire de capen.110p. |
Heverina fa ny hanabe sy hitarika ny vahoaka malagasy ho tia sy hiaro ny fiandrianam-pireneny no antony nanoratan i clarisse ratsifandrihamanana ny boky ny zanako i sy ii, raha ireo zava-nisy ireo no dinihina. |
Antanimora, fonja. Fa ny hopitaly, fonja ihany koa . |
Anisan’ny nampiasa ny landy ihany koa ny sakalava ho fanajana ny razana nanjaka; amin’ny fotoanan’ny fitampoha. |
Nanagasiana ny teny vahiny hoe arbitre |
Ny karazana endri-panontaniana |
Tovo efa -taona! |
Ny fampiasana ny teny latina. |
Nisy koa ireo voambolana frantsay izay azo adika amin’ny teny malagasy, kanefa nohagasian’ny mpanoratra tsotra izao. |
Nitomany ilay poety |
Fizarana faha ii seho 1 miditra ny sehatra ny chef quartié sy ny namany roa lahy izay miresadresaka aminy. Avy eo izy ireo dia mipetraka. Chef q tsy mety manaja fotoana marina ny gasy, ry zalahy! Jao efa fahazaran-dratsy, mampihemotra ny fandrosoana mihitsy anie io e! Satria raha atambatambatra ny fahatarana amin’ny mi... |
Soa fa maninona? Ratsy be ange izany e! Inona koa àry ity mieritreritra zavatra hafahafa ity. |
Olombelona izao fa tsy biby, kanefa dia tsy manana saina hieritreritra na fo hangoraka akory amin’ny fahavoazan’ny olombelona tahaka azy? Mpiasa madinika, vehivavy mpitondra tena, ankizy kamboty, no ampitondrainy faisana, hampitomboany ny hareny. 73- alakamisy 04 septambra 1969, iv lah 4001 ary ny fomba fampitomboany n... |
Ambalamahasoa 15 20 |
Rakotoarimanana , lesona se. Fa. La taona i, edisiona faharoa, tp fjkm imarivolanitra, 2002, tak 73-74 156 b. D solohery ranarison, ny baiboly, loharanon’aingam-panahy eo amin’ny literatiora? , hiratra n 5, anjerimanontolo, antananarivo, 1987, tak 80 |
Ny literatiora àry dia manaraka hatrany ny fivoaran’ny fiaraha-monina. Maneho izany i welek sy warren rafitra ara-piaraha-monina iray mazava ny |
A, tf 1 ratra lalina , tak.34 211 v. A, tf 2 ny renikeliko , tak.111 |
Toko i ny karazam-pahoriana nihatra taminy |
Ny mpialona na ny mpisompatra, araka izany anarana iantsoana azy izany, dia manao izay ho afany amin izay handavoana ny olona heveriny ho ambony noho izy. Raha ny fomba fiadin izy ireo no dinihina, dia toto afo, izany hoe tsy mamela ny olona enjehina hanana fitsaharana, fa vao vita ny eo dia tonga indray ny manaraka. T... |
Ran e naneho ny heviny niteny leitsy ialahy v. A tak.55 |
Ohabolana 21 |
Na dia eo aza izay mety ho fahatapahana izay dia tokony hitady izay fomba rehetra hahafahan’ny vondrona entanina mahazo vaovao hatrany ny roa tonta. Ity misy tolo-kevitra azon’ny ratia ampiasaina mba tsy hahatapaka tanteraka ny fanentanana ataony ity azo atao ny manao fanentanana miandalana, na dia tsy ho isan’andro in... |
Fa ny olona efa rerakin’ ny fiainana efa lafo |
Tolo-kevitra aroso ho an’ireo mpiara-miombona antoka amin’ny mpampianatra na dia nafantoka tamin ny paikady entina mampianatra fanadihadiana lahatsoratra aza ny lohahevitry ny asa fikarohana dia misy ihany ireo toe-javatra tsy azo ihodivirana eo amin ny tontolo manodidina ny fampianarana ka tsy afa- misaraka amin ny as... |
Mety hiseho amin ny endrika fampahafantaran ny mpanoratra ny aretin ny fiarahamonina ihany koa ny fanabeazana. Asehon’ny mpanoratra ny zava-misy tokony hohatsaraina ao anaty fiarahamonina. Dia miezaka ny mpamaky hikaroka vahaolana amin’izany mba tsy hiverenana intsony amin’iny olana iny. |
Iii. Suggestion for the different branches. |
Ny fotoana nisehoan’ny tantara |
Ny fametrahana ’’kilasimandry’’ ny fametrahana ’’cantine scolaire’’ ny fampidirana zana-taranja azo anatsarana mivantana ny fiainana andavanandron’ny mpianatra sy ny ray aman-dreniny. |
Raiamandreny avy amin’ny fianakaviana na olona notendren’ny fianakaviana no manomboka azy. Mamaly an’izay ny raiamandreny voatendry avy aty amin’ny vahoaka mpanotrona. Ao anatin’izany rasavolona izany no isaorana ny vahoaka tonga nanotrona, ambara eo ihany koa ny isan’ny vola sy ny fanampiana rehetra nentiny. Mandritra... |
Ny fampianarana voalohany teto madagasikara |
Ny tantara an onjam-peo no literatiora be mpankafy indrindra amin izao fotoana izao, noho izany, tokony ho laharam-pahamehan ny mpamorona ny hitondra fanabeazana ho an ny mpihaino. Fitaovana iray ahafahana mitsabo ny aretin ny fiarahamonina ny tantara, izany hoe ahafahana manitsy ny fahalemena na kileman ilay olona mia... |
Fafana lah. 3 ny isan’ireo akora araka ny karazany avy. |
Fanafohezan-teny amaf antoko mpihira andravoahangy fivavahana bepc brevet d etude du premier cycle bacc baccalauréat |
Ny tsy fandriampahalemana |
Rehefa mihaino ny ratia ianareo dia |
Pour faire diminuer les vitesses de rotation, il serait opportun pour la tpflm, dans le cadre d’une politique d’approvisionnement efficace, de procéder à un suivi des matières achetées et consommées pour la production, des marchandises achetées et revendues et des produits fabriqués et vendus. Ce suivi consiste à s’ass... |
Fototra iray lehibe ahafahana manorina ny asa fampandrosoana ny fahafantarana ny toerana anaovana izany. Ny famolavolana ny asa tiana hatao àry dia miankina tanteraka amin’ny fahafantarana ny fiarahamonina, ny fomba fiainam-piarahamonina, ny tantarany, ny kolontsainy, ny endrim- panabeazana ary ny toe-karena misy ao an... |
Nosokajiana roa lehibe ny gouvernance na fitantanana dia ny fitantanana orinasa gouvernance d’entreprise sy ny fitantanan-draharaham-panjakana gouvernance territoriale misy ambaratongam-pahefana arahina amin’io fitantanana io raha eran-tany na vondrona iraisam-pirenena izy dia gouvernance mondiale no iantsoana azy; rah... |
Taona âge 15 taona 2. Lehilahy vehivavy 3. Toerana niaviana besarety 4. Fonenana lot ii p 18 l bis besarety 5. Olona iaraha-mipetraka irery |
Iza moa no gasikara moa ny any mahajanga? Toa tsy dia talaky maso, rakotry ny ala manga; 15 nefa tany tena miavaka, sady toerana mafana, mahasarika vahiny izay mandalo dia tamana. |
Fa azo atao tsara miezaka mizara ilay fifanajana |
Ipam, op cit, edicef, 1993, p 95 ’’ placer le matin les exercices qui demandent le plus grand effort d’attention tels que les exercices de mathématiques, de grammaire et de rédaction’’. 17 ndia-bintu, evaluer les apprentissages de mes élèves, 1984, p. 17 ’’ quand on parle de l’evaluation des apprentissages, il s’agit s... |
Va, hihira ho anao , tak 81 150 va, akimpiko ny foko , tak 79 |
Miteraka tomany. |
Fofombadiko, tak 34 |
Ireo sehatra iainana ao amin’ny tononkalo hisesy manaraka eto ireo fafana maneho ny sehatra voatanisa teo aloha. Ny sehatra iainana miompana amin’ny vola no hanombohana izany. 3.1.1. Ny vola laharan-tononkalo ahitana ny teny isan’ny tononkalo misy ny teny t42, t52, t57, t61, t95 5 |
Ii epp ffkm fjkm flm ftm geg jmj o. B |
Tanora mivoatra e! Mahaiza mamboly a? Ao tanora mivoatra e! Ao fa ny fambolena ro antoky ny fiainantsika mahaiza mamboly a? Ao raha tsa izany ny firenentsika de mety ho tola mahaiza mamboly a? Ao |
Monina na vondron’olona na zavatra. Mety hanehoana hetsika mivelatra manaraka ny fotoana koa izany. |
Raha jerena, ohatra, ny fomba nanehoan i eric ravalisoa ny nahafatesan-drain i tsiresy sy i miaro dia toy izao rehitra hambom-po, tak 11 tampoka teo anefa dia niantso tamin ny feo malefaka rabary. Niantso azy mianakavy hivory eo anatrehany. Eo anatrehan ity vatana efa reraka dia reraka. Reraka noho ny fifanandrianany a... |
U u u u 1 ity ta ny mi go da na a no loa ntsi ka ity a vt 13 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 u u u u u u u u u u u 2dia vi ko ma te ti ka a ka ko tsi rom -piai na na b vt 15 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 14 15 ? U u u? U 3 toe ra na a ndre ne sa ko ny ha ni tra fi tia a vt 13 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 13 |
Zizo ho any |
Sakalava merina tsimihety betsirebaka betsileo antanosy antandroy betsimi saraka 20 10 25 09 12 8 7 9 |
Niaina tao anatin’ny tontolon’ny fanatsarana ny fampianarana amin’ny teny malagasy ny firenena, rariny loatra raha izay boky ho fampitiavana ny ankizy ny teniny no nataony. Nanana fahaizana manoratra tantara ho an’ny ankizy izy. Narisika tokoa ny fanjakana tamin’ny asa nataony ka nifarimbona namoaka ireo boky ilain’ny ... |
Afrika ny ankamaroan’ny tantara nokirakiraina dia miresaka momba an’i afrika atsimo avokoa, toa an’i aml 3, ma ary as. |
Fitaovana vita amin’ny tanimanga tantera-pahazavana nefa tsy ahitana zavatra avy any ivohony, tsy tantera- drano ary mafy kokoa. 31 rasamuel david. 1985-1986, tak 11 32 edouard naudon, tak 9 |
Ao amin’ny tantara as ohatra dia nanolo-tena avy hatrany i andry, nanaiky ho solo- tenan’ny ho any afrika atsimo, na dia tsy mbola fantany mazava aza ny hataony any. Mariky ny fitiavan’i andry ny tanindrazany izany fahavononany handray andraikitra izany. |
Loharano foiben-taosarintanin’i madagasikara |
Ny mpanompon’andriamanitra olombelona tokoa, mety harary , hiharan-doza, eny tena mety ho voa; saingy , sambatra izahay fa ny aloky ny fahafatesana 20-tonga fiasana kanto azo tena nandrefesana ny fitiavan’olo-maro manodidina ny tena sy ny halalin’ny finoana tato anaty tsy nivena. Amin’ny ora toy ireny dia tena tsapanao... |
Izany rehetra izany, anefa dia tsy ho tontosa raha tsy ny mpampianatra no mandray an-tanana ny momba izany. Lafin-javatra mikasika izany indrindra no aroso manaraka eto. Tsy inona izany fa ny anjara asan’ny mpanabe sy ny mpampianatra manoloana ny taranja malagasy. |
Mahafa-po anao ve ny karama raisinao? Est que le salaire est satisfaisant servir vos besoins ? |
Http cairn. Info publication-de-anderson-levit-kathrynm 4288. Htm |
Au cours de la représentation, une personne de l’organisation circule autour de la scène avec un chapeau pour collecter l’argent que l’assistance offre sous forme de don pour les joueurs. Il y en a même qui lance des pièces de monnaie pour eux sous le coup de l’émotion et de la satisfaction. Pour les motiver aussi, les... |
Laharana kaodin’ny feo nalaina faharetany 1 101 3 2min 15s 2 101. L-v.14-25.2-4 17min 04s 3 101. L-v.17-28.3-4 38min 18s 4 101. L-v.17-28.3-4 33min 20s tamban’ny faharetany |
Serasera fanomezan-danja ny adihevitra fiaingana amin’ny alalan’ny famelabelarana fanafoanana ny famelabelarana ho an’ny taranja siantifika |
Andranovolo atsinanana dia tanàna iray ao anatin’ny fokontany andranovolo. Manana ny tantarany ity tanàna ity raha ny niforonany sy ny momba azy ato amin’ny anteony. Hovelabelarina eto ambany ny mahakasika izany. |
Fikaloana ny tontolo ambanivohitra, ary ny hanina ny tany niaviana fako, setroka, loto-isan-karazany no mameno ny tanàna aty andrenivohitra, ka mahasimba ny tontolo iainanana. Tahaka izao no ilazan’i botsaiky izany 222 botsaiky, alina, 10 may 2008, ton 104, tak 110, boky i |
Ananan’ny mpianatra tsirairay, toy ny famoronan-java-kanto. Araraotina ny fotoana amohazana ny talenta ao amin’ny isam-batan’olona amin’ny alalan’ny fampanaovana fifaninanana kely, kilalaon-tsaina. 4. Anjara asa fanavahana ny mpampianatra no mahalala ny momba ny mpianatra tsirairay, satria tsy mitovy daholo ny toetran’... |
Fafana 5 vokatra talohan’ny taona 2000 loharanon-kevitra ny tompon’andraikitry ny jono ao maroantsetra154 |
Mateti-pitranga ihany koa ny fampitahana rehefa midoka olona. Tsikaritra izany eo amin’ny sehatra ara-pitiavana. Tsy manano sarotra loatra ny fanakarana ny hevitra tiana hambara rehefa mampiasa fampitahana satria ambara mivantana ny hevitra nahatonga ny fanoharana. Hita taratra izany ao amin’ny 6 sy ny 12 6 mahafatifat... |
Trano andriana tranon’andriana |
Fafana 9 maneho ny endrika isehoan’ny malok’ila 1-5 |
Lala rakotoson raolisoa, lovako t10, famaritana ny literatiora, editions ambozontany analamahitsy antananarivo, 2000, 248 p, ny zava-kanto, p 87 22 j a lala rakotoson raolisoa, lovako t10, famaritana ny literatiora, editions ambozontany analamahitsy antananarivo, 2000, 248 p, ny zava-kanto, p 87 23 j a lala rakotoson r... |
Ny miralenta approche genre |
Voahodidina ilay rano ilay tanàna ilay sekoly misy anay mahatamana ilay sekoly tsara loatra e! Tsara loatra ny mpanabe anay mahafinaritra loatra e! Lala! Lala ! |
Hisaotra an’i jehovah izay nanome saina ahy aho. Sal. 16 7a |
Andl 9 ny maty aza hono ka dia te ho maro andl 21 takalom-patsa, hono, vidim-pihinanana |
Ny endriky ny fefin’ ny sary |
Ny fahefan-dray aman-dreny lokoina amin’ny fanovana endri-javatra azo avy amin’ny fampitoviana ny oharina sy ny anoharana. Ho an’ny tanora lalin-tsaina ny fanakaran-kevitra amin’ny fanovana endri- javatra azo avy amin’ny fanafoanana ny oharina; tsapan’ny mpanoratra anefa fa misy ireo tsy hahatakatra izany. Ho azy ireo ... |
Veloma mifoha daholo, anaka ! |
Les textes d’application |
Fehiny mbola hita taratra amin’ireo fehezantenin’ny mpanoratra ireo hatrany ny fahamehany hampita ny vetsovetsom-pony amin’ny mpamaky. Ny fampiasany filaza mandidy no midika fa hafatra maika no alefany ho an’ny mpiray firenena aminy, dia ny hiaro ny hasina maha-malagasy azy sy ny hitolona hanafaka ny tanindrazany eo am... |
Rainay ô, indreto izahay fa manandra-peo sy mihira koa ary mankalaza anao tokoa fa nomenao ilay jeso tompo soa |
Www. Cairn. Info revue-education-et-societes-2006-1-page-29. Htm |
Fizarana 5 alahahady, 12 nôvambra 2006; lah 3493 tonga soa aman-tsara teto andrenivohitra i vaomihary. Tsy dia manavao loatra izy satria efa fahazarany ny maka rivotra indray mandeha isan-taona ao amin’i nenitoany. Fahafinaretana ho azy ireny fotoana ireny satria mba miala amin’ny mahazatra amin’ny toerana mangina eny ... |
Tafa 1 eny vahoaka malagasy mpiray tanindrazana! Eo andalam-panarahana ny tondrozotra isika tsy tsara ny adilahy pôlitika, mahamenatra ny tetezamita lava loatra, atsaharo ny ady seza. Tondrozotra. Tondrozotra 5 tetezamita aloha hatreto ady seza sy ny sisa |
Eto am-pamaranana no anaovana jery todika ary amintinana izay rehetra voalaza. Tsiahivina fa misy fizarana telo lehibe ny asa mandrafitra ity fikarohana ity, izay ahitana toko maromaro avy. Tao amin’ny fizarana voalohany no nampahafantarana ny faritra melaky, izay misy ny distrikan’ambatomainty. Ny faritra melaky dia h... |
Lambahoany sikinana ahodina amin’ny tratra sy saron-doha ; lambahoany ahodina amin’ny andilana ny an’ny sihanaka. Eo amin’ny fiteny |
Maneho izany koa ny tononkalo hoe madama |
Nalaina avy tamin’ny piesy teatraly nosoratan’andriamatoa andriamanjato richard mitondra ny lohateny hoe ho taitra ve izy? Tapitra |
Velona miriaria eto an-tany e e e sahala amin’ny tsy ho faty ny e e |
Fanantenana ry hariva no hasetriko izao hidify ianao anio ka irario rahampitso hihaona indray. |
Ny tontolo iainana enti- mamefy ny tantara |
Raha vita izany rehetra izany, mangata-pitahiana eo avokoa ny zana- drazana. Samy milaza izay iriny eo ny tsirairay ary mino tanteraka izy ireo fa tsy maintsy hivaly ny fangatahana izay nataony. |
Les stades du changement de comportement et les procédés du changement de comportement peuvent être transposés de la manière suivante, présentés dans l’illustration ci-dessous figure 3 modèle transthéorique des stades du changement de comportement |
Nasolo, in v. A, tak. 12 |
Manaraka izany, dia ho fananarana ny olona rehetra ihany koa no anisan’ny zava- kendrena amin’ity asa ity. Ao amin’ny ohabolana manko dia ahitana fananarana maro. |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.