text stringlengths 10 11k |
|---|
Mpisolo tena manantitra laharana voalohany ny nami ao amin’ny nami nimekwenda tazama, sikuona kitu. Laharana fahatelo kosa ny naye ao amin’ny fehezanteny faharoa naye ana sharafa ya ndevu. Ireo endrika ireo dia mifanova amin’ny endrika mimi izaho sy yeye izy azo heverina fa ny endrika nami dia avy amin’ny fanafohezana ... |
Lohalaharana amin’izany ilay nahary, tompon’ny fandaharana, izay namafy hery sy fahasalamana nentina nanatontosa izao izao. Voninahitra anie ho azy irery ihany. |
Varian-dresaka loatra rabe. Tsy hitahitany akory ny nifindran’ireo biby hiraoka eny an-tanimboly. Teo vao nikoropaka izy namerina ireo ombiny nanondraka ravi-mangahazon’olona naniry teny. Soa fa mba nisy azy roa vavy nanampy teo, ka vetivety dia avotra ihany ny voly sasany ary inona no mba ataon-dravola ety ? Hoy ravol... |
Les différents organismes gouvernementaux et non gouvernementaux qui s’occupent de la planification familiale à antananarivo |
Ny mikasika ny fifanajana, ny fahafahana, ny safidy 111. Ary eny anivon’ny lisea any, dia efa misy milina mpitsinjara fimailo 112. Ireto avy no antony nampidirana azy io ho isan’ny taranja any an-tsekoly mihamahazo vahana ny firaisana ara-nofo tsy voaaro eo amin’ny tanora, tahaka izay ihany koa ny isan’ny tovovavikely ... |
Ireo rehetra ireo dia natao hitsinjovana ny fiainan’ny ankizy mandritra ny fandalovany any an-tsekoly. Anisan’ny soso-kevitra azo hanatsarana ny lafiny fampianarana amin’ny ankapobeny daholo izany. Ezahina mba ho mpikamba avokoa ny mpampianatra sy ny mpandraharaha ao an-tsekoly, atao izay hahatsapan’ny ankizy ny hasaro... |
Fehiny novelabelarina tato amin ity zana-pizarana ity ny fanentanan ny mpanoratra ny taranaka ankehitriny ny amin ny tokony hahatsiarovany ny tolona nataon ireo razany teo aloha. Nambara tamin izany, fa tsy mora tamin izy ireo ny niady tamin ny mpanjanaka; tao ireo namoy ny ainy. Na teo aza anefa izany, dia tsy nety ki... |
Nampitain’ireo tangalamena andriamatoa velomila taminay, tao an-trano fonenany ny 01 02 12 tamin’ny 04 ora hariva. |
Ce travail de recherche porte sur la littérature écrite malgache de l’année 2009 jusqu’à 2013 pour l’accomplir, il nous a fallu analyser des poèmes, des nouvelles ainsi que des romans publiés pendant cette période. Nous avons puisé nos données, soit dans des ouvrages littéraires, soit à partir des uvres proposées par l... |
Ny tantaran’ny sekoly |
Nalisoa ravalitera tapa- porohana. Teny fanolorana. Op. Cit. 1980, t.10 80 j. T.10 |
Ny teny verin-droa kosa eto dia nentin’ny mpanoratra nanehoana ny rotoroto sy ny fiainana tsy misy filaminana hita ao iarivo ny fipoipoitran’ny teny verin-droa dia taratry ny fiainana hazakaza-dava sy mikorontana ; toa mandika ny feon’ny fiainana mihitsy aza. |
Ianao nokaloiko, tsy zava-mandalo f’irery mitoetra tsy foy atakalo kanto onenana |
Araka izany, dia isan’ny hery tsy hay tohaina eo amin’ny ntaolo malagasy ny fanahy. |
Après soixante ans de vaines promesses italiennes et de longues querelles diplomatiques, le fameux obélisque d’axoum quitte enfin rome pour rentrer en ethiopie et retrouver ainsi la place qu’il n’aurait jamais du quitter. En 1937, le dictateur italien benito mussolini avait voulu célébrer à sa manière le quinzième anni... |
Dia matokia hatrany lay hery tsy mba hita lay hery mampisosa ty sambonao tafita ambony vatolampy izay mitombina ao tsy resin ny tafiotra mpandresy tsotra izao. |
Izaho, ilay niandrandra ronono madio izaho, ilay nanantena tantely feno. Izaho, ilay hisantatra voankazo matoy tak. 39 . |
Ny fanabeazana eo anivon’ny fiarahamonina |
He roy e! Tsara milalaore niany a! Tsara milalao re nianya! |
Fitondrana. Izay tsy nahazo ny mari-pahaizana bepc kosa mifototra amin’ny fambolena sy fiompiana. |
Eto ny synecdoque dia mifono angolan-kevitra sy fihetseham-po tsy mivantana. Amin’ny alalan’io sarin-teny io no anambarany amin’ny fomba an-kolaka ny fanekeny ny zava-manjo eo amin’ny fiainany. Tsy ny fony fotsiny no manaiky ny fandaminana sy ny fandaharana efa voasoratra ho azy fa ny maha- olombelona rehetra. |
Mpanatontosa razanamalala linaresse prisca. Finday 034 92 644 12. Lohateny ny fanafanana omby, ny fiheverana raketiny, araka ny ahitana azy ao ambohijanaka sy baiboka atsinanana fokontany ankodondona kaominina amboasary avaratra disitrika anjozorobe faritra antananarivo isan’ny takila 152 |
Anisan’ny tanjona apetraky ny fitondrana ny fampivoarana sy fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra. Saika mivoy izany tanjona izany avokoa ireo fandaharana asa rehetra nisy hatramin’izay. Maneho izany koa ny zava-misy ankehitriny dia ny politikam-pirenena mitondra ny tsirairay ho amin’ny fampandrosoana maharitra, voas... |
Randria sady izaho koa izao efa handeha rankizy malala somary mihirahira |
Izany ny mpikabary, mba hahatsapan’ny mpihaino sahady ny fahaizan’ny tarika misy azy. Hoy indrindra i j. Suberville tsy maintsy mandresy avy hatrany ny mpandaha-teny, na dia ora iray na roa aza no faharetan’ny ady izay ivoahany ho mpandresy na resy 93. Am-bava rahateo ny fifanandrinana, ka eo no ho eo ny fiantefan’ny h... |
Ny fototeny mingadona miafara amin ny fara vanin-teny -tra na -ka no anisany voaresaka betsaka ato noho izy maningana ny ankamaroany rehefa atao verindroa. |
Ny hevitra tohanana dia tsy ny lalàna frantsay no tokony hampiharina ho an’ny malagasy fa manana ny azy manokana izy. Ny porofo enti-manohana izany dia ny fandraisana ohatra velona izay toe-javatra hita maso sy azon’ny rehetra tsapain-tanana ary mifono lalan-tsaina mirindra sy manaraka lôjika ka manaitra sy mandona ny ... |
Manavotra hatrany na inona hanjo tsy mety kivin’ny famoizam-po; satria efa tia sy manolo-tena vonon-kiatrika ilay famonjena; izay raha bangoina sy raha lazaina ny toetra ao anatin’ny mpamonjy aina fanentanana kosa no ataon’ny mpanoratra ao amin’ny fa ny ra no ndeha omena mahatsapa tsara ny fahoriana sy ny fahasahiranan... |
Mpitarika andriamanatsilavo seth maître de conferences ramarosoa liliane professeur titulaire adiresy randrianandrasana rova lot 25 m bis anosy avaratra sabotsy namehana antananarivo 103. |
Efa firy izay ny ankizy tsy mba mahalala havana ary ankoatra izay indray mety va ny fitadiavana? Eny iky, horaho, rasena, ela izay no tsy nihaonana ianareo tokoa no hoe vao tsy maty dia hisaonana |
Ny fiavahan’ny tsena be sy ny tsena kely |
Ny fotoana ny tantara |
Amin’ny finoana. Marihina fa teto no nampisy ny dôgma vaovao toy ny finoana ny papa sy ny immaculée conception na masina maria virijiny madio mangatsakatsaka momba ireo fitsipika mifehy ny fiangonana dia, ho an’ny katôlika rômana, izy no mamaritra ny lalàna ekleziastika ary mety halamina indray izany, io dia manan-kery... |
Ny fifikirana amin’ny fomba fanao nentim-paharazana tsy sanatria akory ratsy na manimba daholo ny fanajana ny fomba fanao, saingy misy amin’ny fomba fanao sasany no misakana ny fandrosoana. Anisan’izany ny fitandremana ny fady izay antsoin’ny mponina hoe tsa sahe. Eo anivon’ny tokantrano ohatra dia heverina fa mpifady ... |
Momba ny fahalianana amin’ny famakafakan-kevitra, dia mahasarika ny mpianatra ihany ny fianarana azy, saingy tsapany ny fahasarotan’ny fanatanterahana azy, ka izany no tsy ifidianany azy, rehefa any amin’ny fanadinana na amin’ny fitsapam-pahaizana. Voalazan’ny mpandinika fa ny fahitan’ny ankamaroan’ny mpianatra ny fama... |
Andriamanitra mahery, andriamanitra any ambony, 30- no torina ankehitriny fa tsy sampy moana intsony ; tena tia tokoa antsika ka dia nanome ny zanany mba hamonjy, tsy ho very, ny mpanota sy taranany. |
Richard rowan kosa dia manamarika fa ny fitsikilovana dia nisy fiantraikany bebe kokoa teo amin’ny tantara fa tsy teo amin’ny mpahay tantara. Vokatry ny tsy fahalalana dia miely ny fahadisoan-kevitra izay milaza fa ny fitsikilovana dia toe-javatra vao niseho. Vao niseho izy satria any amin’ny gazety no ahitana azy fa t... |
Régis rajemisa raolison dia namaritra izany ho toy izao ao amin’ny rakibolana malagasy ny fitoviana dia fifanahafana, fifandraikana, tsy fahasamihafana 201 ara-kevitra |
Sao revon’ny haingo ka diso na tara, dia tonga ny haingo no tompom-potoana 57 mety hitarika ny olona hijangajanga ihany koa aza ny fanarahana an-jambany ireny zava-baovao nampidirina teto ireny. Ohatra ny akanjo mampiseho fari-batana izay mitondra ny olona hanao fitondrantena tsy mendrika. Dia mihanaka ny aretina toy n... |
Filohana omby omby lahy iray, izay lehibe indrindra, nofidina manokana ho filohan’ny omby rehetra. Tsy vosirina izy, tsy azo ampiasaina amin’ny asa aman-draharaha. Mijanona hatrany ao amin’ny sokajin’ny omby mahery izy, ka izy amin’ny ankapobeny no rain’ny taranak’omby rehetra iray tarika. Ny omby fotsy loha no nofidin... |
Ilay fahatsoram-pon’ny ankizy maika te hampidera fahaizana amin’ny ray aman-dreniny no fonosin’ny tsoraka eto. Misy endrika hafaliana miaraka amin’izany. Tsy amin’ny sehatry ny fianarana ihany no itobahan’ny fihetseham-pon’ny ankizy. Misy fotoana tena sarobidy tokoa eo amin’ny fiainana. Izany no voarakitra ami’ity asa ... |
Ratsara io lasalasam-binany io. Sady nisento izy no nitanondrika ary nisafosafo ny lohan’ity zazakely tokony ho roa taona mitorevaka eo anoloany. Toa mba mitsinjo koa irý masoandro mody. Takariva mahatsara vahiny iny. Mavamavana ny heniheny, rakotry ny vary efa manopy mavo mena mampandainga ny zaza |
Ireo fitaovana ampiasaina aminy riba fiampitana ity foko ity dia anisan’ny mino, fa tsy maintsy ampitaina ho razana ny faty vao afaka mitahy azy amin’ny fiainany. Heveriny ho ratsy ny faty. Noho izany tsy maintsy vonoina io faharatsiana io hananan’ilay olona hasina, ka ho afaka miahy ny taranaka. Araka ny voalazan’i va... |
Miandry fitosahana miandry ny hamosahana ny rakiny mafaitra maharary ka tsy laitra |
Fahazoana mampiasa ny zo maha olona, fampivelarana tanteraka ny maha izy azy ny tsirairay, ka ny feon’ny fieritreretany no mibaiko azy amin’izany. |
Tsy manadino |
Famintinana ny vontoatin’ny tantara isam-pizarana |
Certains stagiaires parlent mal et insultent parfois la cuisinière responsable de la distribution de la collation de midi comme exception qui confirme la règle, nous avons constaté que certains stagiaires, notamment les garçons qui déjeunent dans la cour près de l’endroit où se fait la distribution du repas de midi, pa... |
Raha jerena kosa ny endriky ny fanadinana fitsapanana natao tao amin’ny kilasy voalohany 1èrea1 sy 1èred3 , dia azo lazaina fa tsotra ny fanontaniana napetraka tamin’ny mpianatra, ary tsy vitan’ny hoe tsotra, fa fanontaniana madinika maromaro fotsiny izay naompana tamina vanim-potoana roa mifanarakaraka. Izany hoe, tsy... |
Ambalamanana 8 16 |
Fetra tsy mety kosa izany ry dada a! Aiza ilay fahaiza-mankasitraka amin’izany? Tsy afeniko aminareo mivady, fa noho ianao ihany ange ry dada no antony nangalarako tao amin-dry zareo tao. |
Jacques delors, learning, treasure with in report to unesco of the international comission on education for twenty first century the family home is the child’s first school |
Fihetsika noho izy hita maso raha mitaha amin’ny teny izay tsy hita maso fa ren’ny sofina ihany. Tokony hoezahin’ny mpampianatra araka izany ny tsy mampiseho fihetsika miendrika fahatezerana amin’ny mpianany, mandritra ny ora fampianarana. Amin’i moulin jean françois 2004 223 izao dia ny fanehoana tsiky amin’ny mpianat... |
Ny lohateny fohy |
Saussure, ferdinand de, 1978, cours de linguistique générale, édition critique préparée par tullio de mauro, traduction des notes et commentaires de l’italien par l. J. Calvet, payot, paris, 509 t. |
Mafy sy mangidy ny alahelo mahazo an’i asiniony, kanefa tsy asehony ety ivelany izany, fa tehiriziny ao anatiny ihany miondrika mora tsy sahy mitomany ’ty lohako resin’ankason’ny tany miezaka hibanjina tanjona hafa marefo fa miady ho tsara fikasa |
Ireo fikambanana anivon’ny fiangonana ny fikambanana dia vondron’olona mijoro ara-dalàna ara-panjakana, na koa eo anivon’ny fiangonana. Ho an’ny fiangonana katôlika dia misy karazany roa ny fikambanana ny fikambanana masina sy ny fikambanan’ny tanoran’ny faritra. Ny fikambanana masina dia mijoro anivon’ny fiangonana ir... |
Seheno mialà re ianao ramose fa mahamenatra olona ka! Andray! Aza rovitinao ohatr’izao ny akanjoko ka! Inona re itý ataon’itý ry lanitra ô! Vonjeoooooo |
Hirahiram-boronkely no mibitsika avy ambony tsiokan-drivotra mifafy. No mibitsika avy ambony 15- njao manambitamby anay ’njao manafosafo tava ’ty maraina teraka eto. Misy tsiky mampisava. |
Ny fepetra fandrafetana na famoronana |
Maro amin’ ny mpianatra no tsy manana paika enti-mianatra. Ny fananana fomba amam- paika manokana anefa, dia zava-dehibe tokoa eo amin’izay atao rehetra, ary izany no antoky ny fahombiazana. |
Ny literatiora malagasy teo anelanelan’ny taona 1991-1995 |
Masoandro mody e, ny any aminay korana, lamako, lalao vaky akora rehefa mivitrana hihira izahay ny mpiantso fodiana no leo, fotsy rora ! Ny raosy jamba , fanenjika an- kady , ny avy mangataka , kivadivady lalao mahasondriana sy mahafa- boly lainga raha manina trano ka hody ! Ny jofon’ ny vovoka isan- takariva anaovam- ... |
Ny olona izany no karazana vainga iray lehibe tsy azo hadinoina, ho fampandrosoana ny asa. Ankoatra ny olon’ny zava-kanto, dia naneho karazana olona hafa koa ny mpanoratra ao amin’ilay hoe tsy maty ilay mpivaro-tena isak’alina tomefy mihamalaza ilay tanàna tovovavy mihoa-pefy sa vokatry ny fahantrana? |
Ady mivoraka be izany lohako izany! M angovitra be 82 |
Tina zokin’i tovo no tonga teo e! Any amin’ny pôlisy hono i tovo, ary hatahorana higadra mihitsy. Rakalo fa ahoana? |
Rabearivelo j. J 1941 poésie et folklore malgaches , r. M, janvier 1941 n tak.97 |
Mianatra asa |
Endri-manafoana ny ady manoloana 15 ny saina efa torovako; fa laingom-pahatsirovako topy takarivan’ ny taratra efa iva endrika lalaiko 20 ka raikitra ato an-tsaiko. |
Fizarana ii 410 sehatra zaridainan’antananinarenina. Misy seza sy bozabozaka ary hazo maniry. Misy mpandalo lavidavitra sady mahalana dia mahalana |
Poids du manioc en tonnes |
Taorian’ny ady lehibe faharoa dia nahazo vahana teo amin’ny sehatry ny antrôpôlôjia ny fonctionnalisme fomba fijery mandalina fiarahamonina miainga amin’ny anjara asa; sy ny structuralisme mandinika ny rafitra misy ao amin’ny fiarahamonina. Ireo lalan-tsaina roa ireo dia samy mihevitra fa mizotra manaraka lalan- tokana... |
Rakoto-harivelo andriamandaimasy |
Ny fifandraisana amin’ny mpampianatra |
Aelezo ao am-po ny fitiavanao, hahazoanay hamaly tianay hianao . |
Mpianatra ho afaka hisokatra amina fahalalana hafa. Ny saina vonon-kandray ihany anefa no afaka hivelatra amina fahalalana hafa. Izany no midika fa tokony ho voafehy alohan’ny taranja hafa rehetra ny taranja malagasy noho izy lalana amin’ny fandraisana ireo karazam- pahalalana hafa. Ny fahafantaran’ny mpianatra izany n... |
Fanohizan’i totovahiny ny fianarany tany antananarivo. |
Ray fody an’ala ô ! Aza homana ny varim-bahoaka ianareo, ny alahelo anie ka misy todiny; ny atao rehetra dia miverina, ka mitandrema tsara ihany, ry ilay tsy mieritreritra. Aza ataonareo ho fanao, o ray fody an’ala ô . |
Koa raha tonga ’lay fotoana hamerenantsika indray ny totorebika ao an-daona 15 ao an-tsisin-danitra ao hotazonintsika ny ora f’hororitina hahaela ny amboletra moramora ’rony safosafo anao |
Tsikaritra, fa na izy mbola mitana ny fanantenana ka manambara fa ho sasa-poana ireo mpandrava laka , izany hoe ireo izay nahaatonga ilay olon-tiany handao azy, na izy miezaka ny hanatanja-tsaina. Hoy izy ao amin’ny vanona |
Ny fomba nanehoan’i eric ravalisoa ny fahadisoam- panantenan’i miaro sy ny fiainany taorian’izany. Diso fanantenana tamin’i felana i miaro teto. I felana ilay nataony ho loharano nanala hetaheta azy no zary poizina hamono ny fiainany. Nankaleo azy hatramin’ilay natao ho toera-mamy. Niteraka fankahalana anaty tao am-pon... |
Lazaina ho kely raha oharina amin’ny vokatra nampiharana ny tekinikam-pambolena vaovao na ny voly rakotra. Ho an’ny voly an-tanimbary, ny fafy sy ny ketsa hatrany no mbola mahasarika ny mponina any an-toerana. Ny taona 2001 kosa izay fotoana nidiran’ny fikambanana koloharena tao marololo no nanomboka nahazo vahana kely... |
Repoblikan’i madagasikara tanindrazana fahafahana fandrosoana |
Ny fiatrehana ny fitiavana |
Ny fandraisana voambolana vaovao |
Ninian ny mpanoratra novaina mihitsy io fomba fiteny io, mba tsy hihatahana amin ny fomba fiteny mahazatra ny olona. Hany ka sady manintona ny mpamaky ilay oha-pitenenana no manana endrika somary mahatsikaiky. Tak 21 andrianiko ny tenako, ny an ny hafa kosa avelako. |
Matrakatraka taovan-kena |
Ohatra 1 niny ô, hoy izy. Inona ny nahatonga an’iada nitrerona ahy ? Tsy fantatrao ve, hoy reniny, fa halany ny vorom-by ? V. A. Tak.13 |
Loharano telo lehibe no nanovozan’i harioley ireo voambolana nampiasainy voalohany tamin’ireny, ireo voambolana notsongaina teo anivon’ny zavaboary sy ny tontolo manodidina, faharoa, ireo voambolana notovozina avy tao amin’ny baiboly, farany voambolana frantsay |
Misy filaza telo maneho ny fiavian’io anarana io, raha ny lovan-tsofina voarainay no ifotorana. Araka ny lovan-tsofina voalohany, dia avy tamin’ireo arabo mpanakalo volamena tonga tamin’io toerana io no nanome azy ny anarana hoe ambohimanambolo izany no niantsoana azy satria nahagaga azy ny nahita ireo vehivavy lava vo... |
Raha ireo famaritana ireo, dia azo lazaina fa tena nampiasa sarin-teny i tsirinala raha ny tononkalony ao anaty vondrona ambara no dinihana. Misokajy telo amin’ny ankapobeny ny sarin-teny fampiasany ny sarin-teny notovozina avyao amin’ny tontolo malagasy, ny sarin-teny azo avy amin’ny endri-pehezan-teny izay miorina am... |
Tsy resy! Embona foana no re misamonta fa ny fahiny tsy mety ho tonta tsy hita akifika afindra vala fa mainka mamikitra tsy mety hiala. |
Sady manisa izy no mametaka ny rano amin’ilay tsongolovolo eo an- dohan’ny mpangataka tsodrano ka hoy izy; raiky, roy, telo, telo da velo a andriamanitra andriana ahary. Antsoina ianao zanahary nambôtra izao zavatra rehetra izao, ary indrindra nambôtra anay olombelona lahateo, ka laha misy hataka, fisaorana, vavaka hat... |
Nezahina noraisina avokoa izay fomba nandrafetan’ny mpanoratra ny tononkalony tena taratra ho mateti-pitranga. Isan’izany ny mari-piatoana, ny endri- pehezanteny, ny endriky ny andininy sy ny andalana, ny rima, ary ny fanehoana ny izaho-ny. Na dia mbola maro aza mantsy ireo endrika hafa taratra ao, dia ireo no tena mis... |
Andrianarivo m. E , deux mondes en présence, perception malgaches du développement , p 81 |
Jeune rural déscolarisé jrd |
Tsy atao mahagaga , araka izany, io fifanandrinana io fa mariky ny fahaveloman’ny teny sy ny literatiora, araka ny sombin-tsoratr’i dox taty aoriana manao hoe ny teny dia faroratra, azonao roritina, fa ny haisoratra tsy azonao ritina ho hitantsika fa hahazo vahana mandritra ny fotoana voafaritra ny vaovao izay nanana a... |
Ry ilay satana devoly ity a. |
Webographie |
Teraka i maria virijinina , teraka an’ilay zazalahy kely e sahirankirana ra joseph |
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.